logo Moov
Google
 
         
Informatique et Télécom
Re: TV SATELLITE 2
Par: mers
Date: 22 juillet 2010 - 16:49

fopareverizback> angamba kosa ianao tsy naka renseignements tsara vao nividy e. Ny chaîne sazona ange ka arakaraka ny satellite alainao e. Ny bestaka maka eto 'zao dia ny W3A, ary dia chaîna afrikana tokoa no ao. Fa saingy misy tsara (mbc ohatra), fa raha te haka chaine hafa ianao dia maka satellite hafa. Manao bricolage daholo izahay eto dia mahazo chaîna be dia be araka izay tiana. Fa tsy misy kosa aloha hoe mitovy amin'ny alefan'ny canalsat na parabole a. Fa misy azo jerena ihany.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Mers
Date: 22 juillet 2010 - 16:52

Ie, zah anie mahazo mbc1 (dia mbc2 fa film sy hira karana no betsaka) d TVM moa zany '-_- dia chaîne sônegaly sy mozambikana sns... fa awôna ny fomba hahazoana chaine hafa? zah manko tena 0 amn'io resaka io, vitako ihany ny mbricole fa zavatra tsy fantatro mintsy io

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: miandry tataka
Date: 22 juillet 2010 - 17:02

salut daoly

Misy de miandry tolorana fotsiny fa tsy miketrika. eny e manana avantage aloha le tia miketrika hatramnizao % @ le toloram-potsiny

Okay

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Fopareverisback
Date: 22 juillet 2010 - 17:04

Miandy tataka >
Ka zah manontany satria tsy mahay an'io !!!!! Ra kitikitiako eo io d mety vanja eo ! rehefa tsy amaly d mangiana, misaotra

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 23 juillet 2010 - 10:25

salom daholo e!

tsy haiko ry zareo na fantatsika ny atao hoe: "Forum", fizarana zavatra manahirana ny tena ka mila valiny na zavatra hita fa mety ahasoa ny namana dia zaraina; izany hoe tsy misy terena eto hanome fahafaham-po ny tsirairay fa miezaka mifanaja fontsiny dia mi passe ny resaka,

Fopareverisback >> soso-kevitra omeko anao ry namana dia izao efa lavalava ihany ity forum ity dia raha te ahazo zavatra tsara dia mba jerijerena ny tany aloha fa misy zavatra mahasoa betsaka efa nandalovana any, ary azo atao koa ny mangataka adresse e-mail ny olona tianao hiresahana mivantana

ny devise tsika eto na dia tsy nisy nilaza aza dia "mitrandraka dia mampihatra dia mizara"

mankasitraka e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: plik
Date: 23 juillet 2010 - 11:51

WinTv>>>>>>>>>>>Aiza eto tana no misy mivarotra coupleur SAT/UHF/VHF (5-2250Mhz)? nitady ihany aho fa tena tsy nahita mamgirana.
Ho an'i rehetra koa io fanontaniana io izay mahita fa saingy nomeko lanjany kokoa WinTv satria izy no namorina an'io.
Mankasitraka e

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: let it be
Date: 23 juillet 2010 - 12:28

salut ry akama isany an ! ary be de be ny mpiketrika ao ambadiky FLM 67 an misy telo be zao ve?? maninona ra ampiana w2a izy reo e, bye victoire upup

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 23 juillet 2010 - 13:58

let it be >>> ENY 67 AMBADIKY NY HAVANA AZA MISY 2.40M BANDE C + TETE KU 2é TETE(w3a) ARY 3é TETE KU (MGM); TENA TSARA ILAY BRICOLAGE SOA FIANATRA.
IFAMPIZARANA NY ZAVATRA HITA ETO FA AOKA TSY HIFAMPITSIKERA ARY MIFANORO ISIKA MBA AHITA-ZAVATRA TSARA SAO AHOANA RY LET IT BE.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 23 juillet 2010 - 14:25

salama daholo eh
Ilay izy kosa aloha efa hoe gratuits dia gratuits, na inona inona io eh !. Izao no mba lazaiko eh: na inona inona lazaintsika dia tsy afaka miala ao @ continent Afrikanina isika eh!. Aza manambanimbany Lamozika ry namana ah!, sa ahoana....
mazotoa eh

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 23 juillet 2010 - 14:39

Merci Rali ah,

Mba omeo ny paramètre n'ny W2M ahazahoana ny canal+ clair iny eh! mikasa ny hipkaroka azy aho rahampitso.
Tena isaorana be dia be izay rehetra afaka mamaly eh!.
njakar.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 23 juillet 2010 - 15:34

njakar >> tena tsy tadidy ilay fréq ry akama sady ny tena aty ampiasana, fa izao no système fanaovana azy rehefa pointé tsara le EW3 iny dia juste atao mitohaka eo ambaniny eo ilay tête angalana ny Canal+ en claire (somary maka plage tsotra fontsiny mba angalana ny signal) ny plage dia le fréquence quelconque alainao eo ohatra 11580 H 30000 eo (marihina fa ilay tête somary kelikely ireny ampaisaina fa ny elanelan'ilay sat ange ka 3° eo fontsiny e, dia rehefa izay misy signal ambony 30% eo dia caléna eo @ izay (fatorana scotch ilay tête EW3 sy EW2M mitambatra) dia atao @ izay ny scan, dia mahereza e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Danny
Date: 23 juillet 2010 - 17:36

njakar>>> 10727H 30 000 @ Eurobird 16 no misy azy bouquet canalsat

Mazotoa letsy ry akama ah

Ary hono ho ah ry zalah misy porn espagnol zany hono @ IS 10 @ zao misy tp 3 ao fa zah aloha mbola tsy nanandrana nanodina tany fa mbola W3A sy 2A ary EB16 ihany

okay daholo @ herinandro ndray eh

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: MPITADY
Date: 26 juillet 2010 - 09:56

Bonjour,
Nandaramako io fréquence io fa tsy mbola mandeha ihany ny GO africa TV. Inona no atao hampadeha azy? Vonjeo re raha toa ka mandeha io GO africa io.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 26 juillet 2010 - 10:43

Salom daholo e!

mpitady >> GO Africa tsy mandeha aloha hatramin'izao, ary ny mampandeha azy miankina @ any ampotony io, ny conseil ko dia manadrama maka W4/W7 fa ao ko misy ilay hoe MBOA izay mandefa hira afrikanina fontsiny fa saingy ny mi domine ao dia le Urban Dance ireny

mankasitraka e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Mpianatra.
Date: 26 juillet 2010 - 10:46

Efa ela be ny Go*Africa no tsy nandeha

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 26 juillet 2010 - 11:00

rali **** RAHA MBA METY DIA SORATY ETO @ FORUM NY FREQ. SY SR AHAZOANA NY FRANCE 24 SY CNN MBA HANAOVANA SCAN; FA HIVIDY 2.40 M ATSY HO ATSY DIA NY TETE BANDE C TOKONY HOVIDIANA. OK

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 26 juillet 2010 - 11:22

RAZAFINDRAKOTO >>

France 24 Français: A.Bird 3; 5 W; 12673 H 16935; 2/3

France 24 Français: HotBird 9; 13 E; 11240 V 27500 3/4

France 24 Français: Astra 1M; 19 E; 11538 V 22000 5/6

Ny tête bande C ilay efa misy diélectrique miaraka @ ireny eo @ 500 000 na 600 000 fmg eo ho eo (sady C no KU miaraka)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rvo
Date: 26 juillet 2010 - 11:58

slt daholo le tv bluline ve tnt sa tele mandeha amin'ny satellite ?
mba vailio eh

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: fansat
Date: 26 juillet 2010 - 12:02

Salama daholo ry mpiketrika namana, elaela tsy nandalo fa tsy misy internet ny tanàna misy anay dia rehefa mandalo ville de mba mi-connect kely.
Mba misy fanontaniana kely :
- mbola mety ho azo aty Mada ve le Direct8, de inona ny détail ahazahoana azy.
- Efa nisy nahita ve ilay chaine Fox8 de inona koa ny détail ahazahoana azy. Mandefa Catch milay be mantsy izy io hitako @ ireny CD amidy ireny fa ny source no tsy haiko.
Misaotra dia mankasitraka

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: blouba
Date: 26 juillet 2010 - 13:45

salama daolo ny akama reetra

eo ampiketrehana anle sirius4 zao e milaza vao² inay refa tafa efa niata signal 15% fa tsy mbola stable le izy



mankasitraka e

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: blouba
Date: 26 juillet 2010 - 13:52

adinoko kely mankasitraka conni

>up

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 26 juillet 2010 - 14:59

blouba>> ok ranga !!tsy maintsy tafa ihany io e!!
fansat>>>efa tsy azo en clair @na sat aty @ tsika io direct 8 io , na io fox io ko ray

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 26 juillet 2010 - 15:10

RAZAFINDRAKOTO>>> any @ NSS 7 io france 24 sy CNN io raha hiketrika hividy antenne 2.40m zany : nss 7 22°w :3644 R 27497 (france 24); 3931 L 25000 (CNN)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rabatoto
Date: 26 juillet 2010 - 17:10

nahit le ady hevitr de niditr e salut daol

mande ny chaine retr fa mba te anandran le w2a mahaz canal+ s l film sns.. mila vonjy e aona n orientation s n tp sns aiz n apetrak le 2e tete ??

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Martinn ihany
Date: 27 juillet 2010 - 08:44

Salu daholo zalahy.

Mba hanamarika kely aho hoe efa hiditra amin'ny Faha 2 taonany zao ty Sujet tsika ty e! mahafinaritra sy milay daholo ny fifaneraserana sy ny toro-hevitra. Tohizo fa milay e.

WinTv> Enao toa manana le izy natao offline iny, le t@ voalohany, fa na izaho aza tsy mahatadidy intsony hoe inona moa le andro nisokafan'ilay sujet fa toa faraparan'ny Jolay toy izao, talohakelin'ny JO 2008

Merci daholo

Mazoto

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 27 juillet 2010 - 10:14

martin ihany >>> tokony hasina rencontre kely zany faha 2 ton zany !!!!!!!!!
blouba>>ty le numero an le bande hanao an le siruis : 033 01 800 45 de antsoy lery @ le rdv

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 27 juillet 2010 - 10:20

blouba>>>dsl fa diso le num io fa ty no izy 033 04 800 45

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Martinn ihany
Date: 27 juillet 2010 - 10:21

Le resaka blueline ry zala toa hoe 50 000Fmg / Mois ny 4 chaines, misy mahalala ve oe inona avy le izy.

De misy koa hono hoe mandoa 1 000 000 fmg mividy matosy de zay, chaines 10. mIsy manana info ve momba an'io?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: blouba
Date: 27 juillet 2010 - 11:09

conni>> mankasitraka ranga andraso fa oantsoiko lery ary e



merci

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 27 juillet 2010 - 12:36

salama daholo eh !
Fa angaha gratuits ilay France 24
mazotoa eh !

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 27 juillet 2010 - 12:48

njakar>>ie azo gratuis io france 24 io fa any @ sat bande C @ le antenne 2m na 2.40m(NSS7)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 27 juillet 2010 - 19:11

Martinn ihany>>> mistery ry zanako ireo chaîne ao blueline hatr@ zao. Na ny site web blueline.mg aza tsy manome ny anaran'ireo chaînes internationales ho azo fa ny isany fotsiny. Ireo commerciales ao @ Jumbo Tanjombato nanontaniako fa tsy mahay koa. Ilay izy rahateo nihemotra @ sept 2010 ndray nefa t@ voalohany hoe août 2010.

Fa raha ny hitako t@ gazety dia MMDS (mitovy @ TVF) ilay technologie fa efa numérique hono. Asa inona no mahasamy hafa an'izany @ TNT.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 28 juillet 2010 - 12:58

salama daholo eh!,

1)°- Tena azo @ antenne 2,40m tokoa ve ireo chaînes ( France 24 sy CNN ireo) @ Bande C. Mba préciser-o ry namana ny type na tête tokony ho vidiana, dia aza no mety mahita ny tête sy ny Sahafa 2,40m.


2°)- Mandeha ve ny canal + clair, ary raha mandeha @ firy ny ora fandehanany.

Misaotra betsaka ho antsika afaka mamaly eh .

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 28 juillet 2010 - 14:07

njakar>> arak'izay efa nisy niteny teto dia azo tsar @na antenne 2.40m io farnce 24 io zany hoe ny satellite NSS 7 zay misy azy na ny antenne 1.85m ange mahazo fa saingy hoe miraikitra le france 24 noho ny signalny ambany fa aleo io 2.40m no tena sur, ao @ planetcom behoririka manontany e!!ary le tete 600 000f reny no tonga de vidina raha tsy hisahirana hanao bricolage hampiasa an le dielectrik
blouba>>>andefaso vaovao eto ihany @zay niafarany le siruis

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 28 juillet 2010 - 20:03

plik>>>> azafady fa zao vao hitako ny post nao: tao @ Bricoland Andraharo no nividianako coupleur UHF/VHF/SAT

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 28 juillet 2010 - 20:09

plik>>>> tena asa na reraka ny tenanay na te hatory sahady fa Batistock fa tsy Bricoland. Teny @ Bricobat (ex Weldom) koa nahitako taloha. Samy manomboka @ "B" daholo.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 28 juillet 2010 - 21:35

rali **** misaotra fa voaray ny hafatra ; iza no mora alaina ireo sat ireo dia iza no tsara hanaovana bricolage hakambana hakana w3a sy w2a raha io bande c io no base.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 28 juillet 2010 - 21:42

rali*** ity ny mail-ko raha te mba hanoratra ny momba ny fanoroana ianao "jrazafindrakoto@gmail.com" dia mpisaotra mialoha @ fizarana traikefa e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: plik
Date: 29 juillet 2010 - 09:09

WinTV>>>>>< Misaotra anao @ fanoroana ny toerana. Efa mamaraparana ny installation nataonao iny mantsy aho ka mijery ireny coupleur sy splitter (bande large ireny)
mankasitraka

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 29 juillet 2010 - 14:36

misaotra ra-Conni, sy ho an'izay namaly rehetra eh!,

Ny saika hanontaniako dia izao : iza no satellite ahazoana ilay chaînes évangeliques be dia be ( + de 30 chaînes) ?; mba omeo ny fréquences raha mba azo atao eh !.
mazotoa daholo eh
njakar

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Martinn ihany
Date: 29 juillet 2010 - 16:21

njakar> Intelsat7/10 Bande Ku sady mora alaina kely na 80Cm aza ny antenne.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 29 juillet 2010 - 18:05

Merici bcp ra-Martinn ah!,
rahampitso indray eh !

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 30 juillet 2010 - 08:25

njakar>>>fa @ teniny anglisy daholo ny chaine @ io intelsat 10 io !!!68,e°Est any io, zany hoe tifirina miantsinana midira @ ity site ty e:h ttp://www.dishpointer.com

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: interessemitsy
Date: 01 août 2010 - 13:20

up

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 02 août 2010 - 09:09

CONNI***Salut CONNI ! MISY VAOVAO TELE VACANCES VE AO @ W3A IZAO SA IREO TALOHA IHANY NO MBOLA AO; LAZAO AMIN°NY AKAMA REHETRA ETO RAHA NISY NANAO SCANN TATO ATO E! oK.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 02 août 2010 - 09:35

salom daholo e!

hoan'izay mitady chaîne vaovao dia misy iray ao W4/W7 ORTC chaîne comorien angamba mbola manao essai ry zareo somary mbola tsy ao tsara fa ny signal dia ambony be; manao scan fontsiny dia hita ilay izy;sy Lumbago 1 izy io dia toa misy misy soratra hoe CFI rehefa tsy mandefa émission izy

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: efamira
Date: 02 août 2010 - 10:11

Salama daholo,
Elaela tsy teto ary na teto aza dia namaky fotsiny.

Ho anareo efa niketrika sy mpiketrika bande C, mba omeo sopapa hoe zanabolana iza no tsara raisina (misy chaine généraliste frantsay, anglisy maromaro) ho antsika eto Dago.
Misy karana mivarotra sahafa 1m85 sy demo C/Ku aty aminay ka mba te hanana ny hevitry ny efa matihanina aho alohan'ny hividianana azy.

Isaorana betsaka izay mamaly.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 02 août 2010 - 13:14

RAZAFINDRAKOTO>>vao t@ alina aloha za no nanao scan tao @ W3A fa mbola tsisy chaine vaovao ny ao : milaza eto ihany raha misy chaine vaovao ny ao;
rali>>ary toa interessant ihany io W4/W7 io zany rah misy chaine vaovao otrizao !!
efamira>>za aloha mbola tsy maka ny sat bande C fa ny be mpiresaka eto @ forum aloha de ny NsS 7 sy ny AB3 no be mpitifitra akotran'ireo ko mo de ny THAICOM sy ny INTELSAT 10 (en anglais)(C) no be mpitifitra

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 02 août 2010 - 13:21

rali*** INONA NO CHAINE VAOVAO AO @ W4/W7 MBA LAZAO HOE BANDE KU IO A ! NA HO AN°IZAY NANAO SCAN W4/W7 TATO HO ATO NITOMBO VE NY AZO AO! misaotra

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 02 août 2010 - 13:30

rali** misaotra fa izaho no nikoropaka dia tsy voavaky ilay hafatrao eo ambony momba ny vaovao w4/w7. AMPITAPITAO ETO IHANY NY FREE-NTSIKA E!

Options: Répondre


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum

à FRANCE PHOTOS TIA antananarivo cours emploi facebook femme film gasy gmail google gratuit horoscope hotel jeux mada madagascar mail malagasy malgache offre pazzapa photo sobika sobika.com video yahoo yahoo.fr

Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
· relevant de la diffamation et de l'injure,
· de nature pornographique,
· invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
· incitant aux crimes et délits,
· incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
· faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation de crimes contre l'humanité.

Règles de base :
· Respectez l'organisation des thèmes proposés.
· Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions.
· Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
· N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
· Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo.
Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur, na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny
moderateur@dts.mg

©