logo Moov
Google
 
         
Informatique et Télécom
Page: 1 sur 66
TV SATELLITE 2
Par: coni
Date: 20 avril 2009 - 12:28

ato ndray ny tohiny'ity sujet mamintsika ty, sao voa fafan'ny moderateur ny sujet andiany voalohany !mankasitra antsika rehetra fa indrindra raMartinn zay namorona

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 20 avril 2009 - 13:06

tsy hitako aloha zay tokony hamafan'ny moderaka an'ilay sujet 1 e. Ny sasany ao ambadika ao asa efa plusieurs centaines de pages.

Tsy nisy teny ratsy tao, tsy nisy fandranitana sns...

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Sovéo
Date: 20 avril 2009 - 13:19

Tsy mety ve Ra-WinTV raha sauver-nao any @ blog-nao any io saison 1 io a ?

Sa misy site hafa azo hi-enregistrer-na azy ve ?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 20 avril 2009 - 13:23

Sovéo>>> azo atao e fa mila fotoana kely (fa zao mantsy sady mikaly ni mijery lol)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Sovéo
Date: 20 avril 2009 - 13:29

De tsy ho vita hatr@ 24/04 ve ? WinTV ngah tsy namaky le message-n'i modo io ? tsy maintsy ho voafafa izay sujet be kil ato @ 24/04.

Misaotra mialoha e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 20 avril 2009 - 14:21

ok hitako ka, fa andraso hijerena fotoana.

fa averiko ihany hoe raha ohatra sujet actif (mbola misy mpandray anjara be) dia tsy de hitako hoe inona no tokony hamafana azy? D'ailleurs, ireny sujet efa lany daty ireny ange ka very e, effacé automatique raha tsy diso aho e, après un certain temps.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: bainah
Date: 20 avril 2009 - 14:34

HS:
ohatra mampatsiaro ahy scenario efa nandeha le izy: we tsy maintsy idina le station TV de aveo nisy ny tezitra de nikomy de velona ny gera mortderire

_____________________________________
www.bainah.tk
www.scootergasy.tk

... que ton âme demeure toujours dans la joie

bainah

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 20 avril 2009 - 14:53

bainah a écrit:
-------------------------------------------------------
> HS:
> ohatra mampatsiaro ahy scenario efa nandeha le
> izy: we tsy maintsy idina le station TV de aveo
> nisy ny tezitra de nikomy de velona ny gera mortderire

ny anareo kosa tena HS marina klé lol

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mers
Date: 20 avril 2009 - 16:15

bainah, WinTV> i Modérateur ko ane tsy azoko mitsy e! ity mba forum ifampizarana traikefa de fàfana, tena tsss! ary sô de akaman'i Canalsat sy Parabole leiry io????? (blague 'zany a!)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 20 avril 2009 - 16:58

sao dia misy tsipaipaika @ ilay fanaovana sauvegarde? mortderire

Dia hiasa maina ve nama zahay ho antsika rehetra nefa ny sasany mahazo volabe @ politika. Dia tsy mba iantranareo ve zahay e.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mers
Date: 20 avril 2009 - 17:33

Alefaso eto daholo ny numéro an'ny carte de crédit-nareo ry zalahy an! de tandremo sao hadino ny code!!!! lol! lol! lol!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 21 avril 2009 - 11:38

efa manomboka manao sauvegarde ilay sujet taloha aho (saison 2 iny raha ny tena marina fa ity no sujet 3) efa nisy saison 1 mantsy taloha lol.

Efa vita sauvegarde ny pages 10, pages 7 sisa. Miandry ilay tsipaipaika, i mers no manangona azy lol.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mamamia_out
Date: 21 avril 2009 - 12:08

Za ry zalahy tena tsy sahy mikitika ny antenne ko a, le olana de efa nolazaiko teto, pointé sur w3a fa tsy mandeha ny fréquence 12728h30000 tsy azoko hoe maninona kanefa ny hafa mandeha tsara.

TSy logique ve hoe na miara mandeha na miara tsy mandeha ?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Offline_Sat
Date: 21 avril 2009 - 18:33

Salut daholo nareo ato @ forum, ny tenako moa de mbola vaovao ato ka faly mahafantatra anareo rehetra !
1. Mba te hanontany fotsiny aho hoe: ho anareo izay mety mampiasa carte DVB-S marque "skystar USB box" moa ve mba sensible ihany izy io ary mety @ skygrabber ve? Manana aho mantsy de hoatry tsy tena sensible lay izy sady tsy mety @ skygrabber.
2 Inona ny logiciel mety ho tsara kokoa noho ny skygrabber
mazotoa daholo!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Offline_Sat
Date: 21 avril 2009 - 18:42

Andramo INCREMENTENA NA DECRENENTENA par 1 kely ny fréquence na ny symbol rate : 12727H30000 na 12729H30000 na 12728H29990

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 21 avril 2009 - 19:08

Offline_Sat>>>>> skystar 2 PCI no efa hitako nampiasan'olona fa mety ny skygrabber

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: fy sat
Date: 22 avril 2009 - 08:20

WinTV a écrit:
-------------------------------------------------------
> ok hitako ka, fa andraso hijerena fotoana.
>
> fa averiko ihany hoe raha ohatra sujet actif
> (mbola misy mpandray anjara be) dia tsy de hitako
> hoe inona no tokony hamafana azy? D'ailleurs,
> ireny sujet efa lany daty ireny ange ka very e,
> effacé automatique raha tsy diso aho e, après un
> certain temps.



salama,
mety ohatrinona daholo kay ny vidin'ny sahafo 90cm,110cm et 120cm fa kely be ny sahafako ao de tsy mahozo W3A sa mety mahazo iany v ny 72cm.Efa nanao pointage za de mainty iany no ita eo am ny ecran.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 22 avril 2009 - 08:31

fy sat a écrit:
-------------------------------------------------------
>
> salama,
> mety ohatrinona daholo kay ny vidin'ny sahafo
> 90cm,110cm et 120cm fa kely be ny sahafako ao de
> tsy mahozo W3A sa mety mahazo iany v ny 72cm.Efa
> nanao pointage za de mainty iany no ita eo am ny
> ecran.


tsy dia manana référence de prix aho zao fa tsara raha mandeha eny @ mpivarotra ianao. Tsy ilay écran mainty no essentiel fa ny niveau de signal azo. Mety hoe chaîne cryptée no azaonao dia mainty foana ny écran na dia efa azo aza ny signal.

Fa marina tokoa fa tena kely loatra io 72 cm io, ny amidin'ny olona sy ny hitako mety zao dia 90 cm miakatra. Misy arrivage betsaka zao ao @ National Sono Tsiazotafo sy Planete.com Behoririka, fa averiko fa tsy dia arako loatra ny vidiny zao.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: coni
Date: 22 avril 2009 - 10:23

fy sat a écrit:
-------------------------------------------------------
> WinTV a écrit:
> --------------------------------------------------
> -----
> > ok hitako ka, fa andraso hijerena fotoana.
> >
> > fa averiko ihany hoe raha ohatra sujet actif
> > (mbola misy mpandray anjara be) dia tsy de
> hitako
> > hoe inona no tokony hamafana azy? D'ailleurs,
> > ireny sujet efa lany daty ireny ange ka very e,
> > effacé automatique raha tsy diso aho e, après
> un
> > certain temps.
>
>
>
> salama,
> mety ohatrinona daholo kay ny vidin'ny sahafo
> 90cm,110cm et 120cm fa kely be ny sahafako ao de
> tsy mahozo W3A sa mety mahazo iany v ny 72cm.Efa
> nanao pointage za de mainty iany no ita eo am ny
> ecran.


ny prix hitako zao aloha dia reto :national 90cm :750000f miaraka amina tete lnb ,raha ny qualitén'io aloha dia hitako malemy ee
plante com behoririka akaikiny BNi vaovao :1m :1 million f tsaratsara kokoa ny azy io le eurostar zany hoe mba matanjaka
super hifi ankorondarno :90cm : 1300 000 eo zay fa tena matanjaka (mafy zany e!)
no tsara be
espace universel tsaralalana : 90cm :850000f eo zay semtoni malemy mitovy @ ny ao @national de misy 1m ko ny ao toa otrany 9500000f eo zay
eny 67ha ko misy fa tsy fantatro ny prix

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mers
Date: 22 avril 2009 - 10:35

le eny am 67 Ha tsy haiko ny vidin'ny sahafa fotsiny, fa nenah 3 000 000 fmg, ny vidin'izy rehetra (parabole, tête, décodeur, câble, sy nametaka taty Bira) fa tena le semtoni io le parabole (snif!snif!snif, hanolo parabole 'zany kelikely fa malemy io?????)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mers
Date: 22 avril 2009 - 10:40

le eny am 67 Ha tsy haiko ny vidin'ny sahafa fotsiny, fa nenah 3 000 000 fmg, ny vidin'izy rehetra (parabole, tête, décodeur, câble, sy nametaka taty Bira) fa tena le semtoni io le parabole (snif!snif!snif, hanolo parabole 'zany afaka kelikely fa malemy io?????)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: coni
Date: 22 avril 2009 - 10:53

mers a écrit:
-------------------------------------------------------
> le eny am 67 Ha tsy haiko ny vidin'ny sahafa
> fotsiny, fa nenah 3 000 000 fmg, ny vidin'izy
> rehetra (parabole, tête, décodeur, câble, sy
> nametaka taty Bira) fa tena le semtoni io le
> parabole (snif!snif!snif, hanolo parabole 'zany
> afaka kelikely fa malemy io?????)
le malemy tiako tenenina eto ange ry mers ka izy le mora aolana e na mora mikepoka na ko raha misy rivotra mitsoka mafimafy dia mihetsika fa raha mahazo tsara mo ny signal na ko mandeha tsra ny sary inona ny olana tsy zay ahita izy mandeha tsara ve no tadiavina
ary somary lafo be ny an dry zalaha ao 67 ao zany a!!!sa ve natohana ko ny frais nadehanay tany bira ?????

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 22 avril 2009 - 12:27

raha ratsy koa ny peinture aminy dia misy risque hoe rouillé ilay tôle ankoatran'ilay hoe mety folaka sns.

mers>>> izaho nanao calcul hoe raha mividy manokana dia mety à partir de 1.750.000 Fmg ny pack made by WinTV (lol). Ny accessoires rehetra vidiana any Europe (LNB sy diseqc ohatra @ le oui!!! lol) fa ny décodeur eto sy ny parabole. Fa tsy maka tombony io an fa hoe ny tiako tenenina dia mety intéressant kokoa no manangona noho ny tonga dia mividy pack (tsy manana choix mantsy ianaao fa dia zay omen'ilay mpivarotra).

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: 007Fatal
Date: 23 avril 2009 - 16:19

salut daholo zalah,

ary tô tsisy nanoratra ùihitsy tato androany,over

Fanontaniana mamaika rah misy mandalo lisany akama rehetra é, possible hi konektena am Internet v lé carte Skystar ireny rah eto Dago?

Mankasitraka an zay mamaly é!

sady Up iany hum

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 23 avril 2009 - 16:27

007Fatal>>> hoe anaovana connexion internet par sat??? toa mety raha tsy diso aho. Jereo ny site an'ny Skystar fa oui aloha no hitako ao.

www.technisat.com/index381f.html?nav=PC_products,en,76-174

Apart from the reception of digital TV- and radio programs via satellite the card is also capable for data services or "High speed internet via satellite" (e.g. T-DSL via Satellit, skyDSL, Filiago or sat_speed+).

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mers
Date: 23 avril 2009 - 17:00

coni> tena marina tokoa fa rehefa misy rivotra mafimafy dia mihetsika kely le parabole!
Fa tamin'ireny cyclone ireny dia tena loza mihitsy ny fitandremana an'nedala. Ilay bandy nnao ny installation koa moa tsy de mahay resaka mecanique fa le pointage no nahamaika azy dia ohatra ny tsy mafy tsara ny support-le izy! Ny nanaovako azy ny farany dia nolavahako t@ perceuse mihitsy ny rindrina nataoko tanteraka, dia nasiako platine karazana rondelles ary dia ni-fixé-ko tamin'ny tige filetée amin'izay fa e!e!e!e azo anaovana barre fixe e!
Hatram'zao kosa aloha mahazo tsara ny signal e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Skystar
Date: 23 avril 2009 - 17:49

Mba jerijereo ihany ry zalah ireto satellite vaovao ireto fa mety ahitana soa, indrindra ho anareo afaka manao BLIND SCAN:
- Eutelsat W2A 1,7°E (bande C et Ku)
- Atlantic Bird 4A 7,2°W (bande Ku ho an'izay manana antenne plus de 3,75 m)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 23 avril 2009 - 17:52

Skystar>>> marina mihitsy an

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Kix
Date: 24 avril 2009 - 07:37

Tsy rariny kosa lé nofafana ilay archive b antsika teo lé
kiiiiiiiiiiii

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Fy sat
Date: 24 avril 2009 - 09:01

WinTV a écrit:
-------------------------------------------------------
> 007Fatal>>> hoe anaovana connexion internet par
> sat??? toa mety raha tsy diso aho. Jereo ny site
> an'ny Skystar fa oui aloha no hitako ao.
>
> www.technisat.com/index381f.html?nav=PC_products,e
> n,76-174
>
> Apart from the reception of digital TV- and radio
> programs via satellite the card is also capable
> for data services or "High speed internet via
> satellite" (e.g. T-DSL via Satellit, skyDSL,
> Filiago or sat_speed+).





Salama,


Firy moa ny elevation sy ny azimut ny intelsat 10.aty Betafo zahay zao.d firy eo ny habe sahafa mety aminy.aiza ny orientation.
Misaotra.Maztoe

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: 007Fatal
Date: 24 avril 2009 - 09:03

WinTV a écrit:
-------------------------------------------------------
> 007Fatal>>> hoe anaovana connexion internet par
> sat??? toa mety raha tsy diso aho. Jereo ny site
> an'ny Skystar fa oui aloha no hitako ao.
>
> www.technisat.com/index381f.html?nav=PC_products,e
> n,76-174
>
> Apart from the reception of digital TV- and radio
> programs via satellite the card is also capable
> for data services or "High speed internet via
> satellite" (e.g. T-DSL via Satellit, skyDSL,
> Filiago or sat_speed+).

Merci ra WinTv an, fa lé lazainy ao ngé manao abonnement any an-dafy é,fa ny tiko ho fantatra v ra eto Dago no manandrana mikonekté via sat possible v sans abonnement?
Mankasitraka é!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Martinn
Date: 24 avril 2009 - 09:27

Salu daholo vita copie daholo ihany le teo alo teo: 689 pages. lol be.

Skystar> mande tsara daholo ve ny ao @ AB3?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: coni
Date: 24 avril 2009 - 11:46

Fy sat a écrit:
-------------------------------------------------------
> WinTV a écrit:
> --------------------------------------------------
> -----
> > 007Fatal>>> hoe anaovana connexion internet par
> > sat??? toa mety raha tsy diso aho. Jereo ny
> site
> > an'ny Skystar fa oui aloha no hitako ao.
> >
> >
> www.technisat.com/index381f.html?nav=PC_products,e
>
> > n,76-174
> >
> > Apart from the reception of digital TV- and
> radio
> > programs via satellite the card is also capable
> > for data services or "High speed internet via
> > satellite" (e.g. T-DSL via Satellit, skyDSL,
> > Filiago or sat_speed+).
>
>
>
>
>
> Salama,
>
>
> Firy moa ny elevation sy ny azimut ny intelsat
> 10.aty Betafo zahay zao.d firy eo ny habe sahafa
> mety aminy.aiza ny orientation.
> Misaotra.Maztoe

elevation:56.1°
azimut:49.5°
lnb:45.6°
ny orientation ndray somary tsy koboko fa za tsy mahafantatra ny plan ny betafo fa jereo ato :h ttp://www.dishpointer.com/?satellite=0071
ny halehibeny antenne ndray tsy de fantatro lotra

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Skystar
Date: 24 avril 2009 - 12:11

AB3 5°W OK 100%

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 24 avril 2009 - 13:04

007Fatal>>> connexion via sat sans abonnement??? rehefa miova fitondrana indray angamba M/car vao mety hisy zany hihihi

Blague à part fa tsy mety fa misy FAO efa manana offre abonnement par sat eto M/Car. NY ketrika efa nandramana dia Skygrabber ihany.

Jereo ato fa tsy manampotoana anazavana azy lava aho raha mety e:

www.skygrabber.com/en/index.php

Skystar>>>> toa misy crypté hono ireo DOM indraindray??

Fy sat>>> andraso verifier-ko ilay calculs nomen'i coni io raha any Betafo. Ny orintation antenne dia Nord-Est (mifamadija tanteraka @ W3A zany). Ny ahy zao antenne de 80 cm eo mahazo tsara tsy tapaka mihitsy ny signal na avy be aza ny orana.

Martinn>>> fa natao copie taiza? Ny ahy mantsy nataoko enregistrer sous "Page Web, complète" dia na offline aza dia navigateur no ijerena azy ihany toy ny mijery site actif.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 24 avril 2009 - 13:05

007Fatal>> FAI fa tsy FAO lol

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: 007Fatal
Date: 25 avril 2009 - 08:46

Mankasitraka Ra WinTV a! m'lay,

Ary ny décodeur ao @ National v m'lay sa aiza no misy m'lay, taorinan'26 janvier mantsy dé sarotra b no mijery fitaovana é!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 25 avril 2009 - 11:29

Efa nolazaiko t@ ilay sujet nofafan'ny moderaka fa izaho tsy dia mividy ao @ National raha resaka électronique donc tsy haiko hoe tsara ve ny azy. Raha resaka hoe mora fotsiny dia mahita mora noho ny ao aminy aho saingy amafisiko fa tsy haiko ny qualité. Ao @ magasin Irresistible Soarano zao misy à partir de 475.000 Fmg.

Tsy sarotra no mitady zvt raha sat après ny 26 janvier satria tsy nisy voaroba ireo mpivarotra ireo afatsy Espacom tao @ Suprême center. Au contraire, mitombo aza ny isan'ireo mpivarotra.

Fa raha ohatra kosa resaka informatique dia marina fa somary manahirana izao satria tsy dia ahitana choix intsony depuis le 26 janvier iny.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mpihaino radio
Date: 26 avril 2009 - 12:00

Offline_Sat a écrit:
-------------------------------------------------------
> Andramo INCREMENTENA NA DECRENENTENA par 1 kely ny
> fréquence na ny symbol rate : 12727H30000 na
> 12729H30000 na 12728H29990


Misaotra, zao aho vao niditra tato fa aleo andramako tokoa aloha

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: cococa
Date: 26 avril 2009 - 12:24

Aiza no misy mivarotra antenne bande C 2.10m ?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 26 avril 2009 - 12:58

cococa a écrit:
-------------------------------------------------------
> Aiza no misy mivarotra antenne bande C 2.10m ?


jereo eny @ super hifi ankorondrano fa mety misy (pleine ny azy), jereo koa national sono eo tsiazotafo fa saingy makarakara ny azy.

ao @ gerchard na Sat ery Namontanat fait maison fa mety afaka manamboatra 2,10 m izy ho anao.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: satf
Date: 27 avril 2009 - 09:20

Salut dahlo
Aiza ry zareo no afaka manamboatra parabole bande c zany.
De manahoana ny vidiny , raha ohatra hoe 1m80 , ilay vita avy any ivelany aloha lafo be loatra ka tsy takatra .
Mitovy ihany ve gain parabole offset sy prime focus raha mitovy ny habeny

Misaotra eh

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 27 avril 2009 - 11:17

satf a écrit:
-------------------------------------------------------
> Salut dahlo
> Aiza ry zareo no afaka manamboatra parabole bande
> c zany.
> De manahoana ny vidiny , raha ohatra hoe 1m80 ,
> ilay vita avy any ivelany aloha lafo be loatra ka
> tsy takatra .
> Mitovy ihany ve gain parabole offset sy prime
> focus raha mitovy ny habeny
>
> Misaotra eh

asa na tsy namaky ny post eo ambony ianao fa efa nomeko ireo ny mpanamboatra sady mivarotra parabole bande C fantatro:

- Gerchard eo Behoririka
- SAT ery Namontana (làlana vaovao entre Gastro Boulevard Ratsimandrava sy Anosibe)

Tsy haiko ny vidiny zao fa mandalo any. Misy koa hafa manamboatra fa tsy ananako coordonnées.

raha ny fahitako azy t@ izaho nanontany efa ela dia aleo tonga dia mividy vita importé fa mora kokoa. Aza manantena ianao hoe vita eto dia mora, au contraire raha ny comparaison de prix nataoko efa 1anet demi na 2 ans zay, mety efa miova anefa @ zao.

Ny qualité n'ireo parabole amboarin'ireo olona ireo anefa dia tsara fa izy makarakara fotsiny.

Ny resaka gain dia tsy dia tena diamètre ihany no mitondra azy fa eo indrindra ihany koa ny resaka matériau nanaovana ilay parabole: tôle? alu? grillage? fibre de verre? etc... ka raha matériau tsy mitovy dia samy hafa ny gain. Samy hafa koa raha resaka hoe bande C sa bande KU no alainao.

Raha matériau mitovy ka même diamètre dia prime focus raha tsy diso aho tsara gain kokoa (raha mitovy ny fréquence alaina, ohatra hoe samy bande C). Tadidio zany fa ny prime focus fanaovana bande C, offset fanaovana bande Ku (généralement zany fa afaka asiana tête Ku @ prime focus et j'imagine hoe vice-versa).

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 27 avril 2009 - 21:39

vaovao: misy chaîne vaovao @ ilay fréquence misy RTS sy 2STV, LCF no anarany.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mamamia
Date: 28 avril 2009 - 10:01

WinTV a écrit:
-------------------------------------------------------
> vaovao: misy chaîne vaovao @ ilay fréquence misy
> RTS sy 2STV, LCF no anarany.


Ié ao amin'ny 12728H30000 fa ny olana io le fréquence le ambany indrindra ao amin'ny w3a, vao avy ny orana dia mikatso 35% qualité maxi (ny ahy aloha e)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: 007Fatal
Date: 28 avril 2009 - 10:53

Salut daholo an,

Zah zany somary vao2 am ty resaka satellite ty é,intelsat 7/10 no alaiko amzao,
dé naka an reny softcam.key reny zah dé nahavita ni décrypté ETv, fa ny sasany niara dé crypté tamin io an Zee cinema sy Trace Tv tsy mivoaka ny sary sy feo é,fa ny titre ny emission mandé en cours mipotra ery ambany ery, (ProgDVb no ampesaiko)

Rah misy afaka manampy dé ankasitrahana é,
WinTV<< ankasitrahana lé valiteny tery ambony tery é!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 28 avril 2009 - 11:16

mamamia a écrit:
-------------------------------------------------------
> WinTV a écrit:
> --------------------------------------------------
> -----
> > vaovao: misy chaîne vaovao @ ilay fréquence
> misy
> > RTS sy 2STV, LCF no anarany.
>
>
> Ié ao amin'ny 12728H30000 fa ny olana io le
> fréquence le ambany indrindra ao amin'ny w3a, vao
> avy ny orana dia mikatso 35% qualité maxi (ny ahy
> aloha e)

an an an ianao mila miala @ ity sujet ty mihitsy fa ratsy vintana loatra pdtr
(blague an).

Tsy hitako tsony zay solution aminao klé, kozy e. Tsy nanentsika antenne ianao zany aloha hatr@ io pb io?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 28 avril 2009 - 11:20

007Fatal a écrit:
-------------------------------------------------------
> Salut daholo an,
>
> Zah zany somary vao2 am ty resaka satellite ty
> é,intelsat 7/10 no alaiko amzao,
> dé naka an reny softcam.key reny zah dé nahavita
> ni décrypté ETv, fa ny sasany niara dé crypté
> tamin io an Zee cinema sy Trace Tv tsy mivoaka ny
> sary sy feo é,fa ny titre ny emission mandé en
> cours mipotra ery ambany ery, (ProgDVb no
> ampesaiko)
>
> Rah misy afaka manampy dé ankasitrahana é,
> WinTV<< ankasitrahana lé valiteny tery ambony tery
> é!

inona no tianao tenenina @ ilay hoe niara-décrypté t@ io: Zee cinema sy Trace TV?? Hoe efa nandeha ve taloha (sary sy feo) dia zao tsy mandeha??

Izaho mantsy tsy mbola naha-décrypté ankoatran'ny E-TV fa écran noir daholo ireo chaîne lazainao ireo hatr@ zay ka hatr@ zao (crypté tsy mety vaky).

Na crypté aza ny chaîne dia mipoitra ery ambany foana ny émission mandeha, na @ Parabole sy Canalsat aza manao an'izany fa dia écran noir foana (progDVB na DVB Dream na hafa)

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mamamia_out
Date: 28 avril 2009 - 11:26

wintv> Ilay olana 12728 efa voavaha, fa ny tiako lazaina de hoe io fréquence io no amban indrindra kosany e, mandainga indray ary enao :lol

Ao amin'ny décodeur misy fréquence bas sy haut dia ny maxi 11500 angamba tsy tadidiko,io no novaiko ho universelle dia lasa nandeha ilay izy. Zavatra kely tsy nisy fotony akory tsss....

Elaela izay tsy nisy nibanaka intsony !

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: 007Fatal
Date: 28 avril 2009 - 12:20

WinTV a écrit:
-------------------------------------------------------
> 007Fatal a écrit:
> --------------------------------------------------
> -----
> > Salut daholo an,
> >
> > Zah zany somary vao2 am ty resaka satellite ty
> > é,intelsat 7/10 no alaiko amzao,
> > dé naka an reny softcam.key reny zah dé
> nahavita
> > ni décrypté ETv, fa ny sasany niara dé crypté
> > tamin io an Zee cinema sy Trace Tv tsy mivoaka
> ny
> > sary sy feo é,fa ny titre ny emission mandé en
> > cours mipotra ery ambany ery, (ProgDVb no
> > ampesaiko)
> >
> > Rah misy afaka manampy dé ankasitrahana é,
> > WinTV<< ankasitrahana lé valiteny tery ambony
> tery
> > é!
>
> inona no tianao tenenina @ ilay hoe niara-décrypté
> t@ io: Zee cinema sy Trace TV?? Hoe efa nandeha ve
> taloha (sary sy feo) dia zao tsy mandeha??
>
> Izaho mantsy tsy mbola naha-décrypté ankoatran'ny
> E-TV fa écran noir daholo ireo chaîne lazainao
> ireo hatr@ zay ka hatr@ zao (crypté tsy mety
> vaky).
>
> Na crypté aza ny chaîne dia mipoitra ery ambany
> foana ny émission mandeha, na @ Parabole sy
> Canalsat aza manao an'izany fa dia écran noir
> foana (progDVB na DVB Dream na hafa)


Tam lé ni-scan zah dé natokan lé lozika tanaty dossier 1 ireo chaine krypté (ETV, Ze Cinema...), dé napiko an lé vplug dé nandé tsisy blem ny ETV(sary sy feo OK), fa lé Zee Cinema niova vert(rouge misy cadenas io refa crypté lé chaine), mitovy lé am ETV iny zany ny eo é, fa tsisy sary sy feo mipotra,
Mety tsy mety akory v zany lé key?

Options: Répondre
Page: 1 sur 66


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum

à FRANCE PHOTOS TIA antananarivo cours emploi facebook femme film gasy gmail google gratuit horoscope hotel jeux mada madagascar mail malagasy malgache offre pazzapa photo sobika sobika.com video yahoo yahoo.fr

Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
· relevant de la diffamation et de l'injure,
· de nature pornographique,
· invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
· incitant aux crimes et délits,
· incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
· faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation de crimes contre l'humanité.

Règles de base :
· Respectez l'organisation des thèmes proposés.
· Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions.
· Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
· N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
· Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo.
Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur, na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny
moderateur@dts.mg

©