|
Informatique et Télécom
Re: TV SATELLITE 2 Par:
interessemitsy
Date: 10 juillet 2010 - 14:10 Kopa tanana hoan ny mpiketrika sady up hoan ny sujet e!!
Dia jereo ny uhf canal 64(815,25mhz)fa misy tele vaovao e,hoan izay eto Tana io a,lol. Re: TV SATELLITE 2 Par:
Mpianatra.
Date: 10 juillet 2010 - 15:47 Ka tsy ho ilay télé fototra ve izany? Nareo ve tsy mahatsapa hoe ny fahitalavitra , eo amin'ny essai ihany no tsara ny fandaharany fa rehefa miditra lalindalina dia mora mankaleo, soa ihany fa misy ny FTA mba avadibadika eo rehefa leo an'ireo fahitalavitra eto an-toerana ireo Re: TV SATELLITE 2 Par:
RAZAFINDRAKOTO
Date: 11 juillet 2010 - 16:06 RAHA SITRAKAO DIA VALIO MAIL ETO NY FANOTANIAKO FA TENA TE HIOVA AB3 IZAHO E! EFA NANORATRA HO ANAO IHANY AHO ny fomba ahazoana io ab3 io refy parabole tete c marque tsara, mitovy @ ku ihany ve ny fomba fakana azy , sa sarotra dia omeo toro-marika e! IZAY MARTINN ITY NY MAIL ARY NUM 0331432215 Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 12 juillet 2010 - 08:16 salom daholo!
toa ohatran'ny ambany be ny signal ny MGM sy Afro sa manao ahoana ny any @ nareo any Pb any ampotony ve sa, mandalo fontsiny, vita ny Coupe du monde dia mety ho lasa koa angamba ilay chaîne milay be iny TPA DSGNR3 mankasitraka e! Re: TV SATELLITE 2 Par:
Nec
Date: 12 juillet 2010 - 08:23 Slt daholo a, rali >>> tena marina ny voalazanao fa t@ zoma io no nanomboka nanao an'io. Mety hatrany amp potony mintsiny ngamba e. mazoto daholo e. Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 12 juillet 2010 - 09:55 rali>>>tena nidina ambany mitsy io signal MGM io , ary mande ve ny anareo ny free2view(rts, 2stv,lcf,tpa,...) ao @ W3A tapaka tsisy signal ny ao @ko ao ny maraina teo nanandrana mba nanao pointage W4/W7 za omaly fa tena tsy tafa mitsy !!!!!!!!!!!!! Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 12 juillet 2010 - 13:21 salut conni!
ia mandeha tsara ny free2view ao @ W3A ary mandeha koa ny RTS sy 2STV ao @ W4/W7, efa tena sur ve ilay sirus 4 miaraka @ W3A an'ialahy iny tena poince ve le 1m35 ahazoana an'ireo miaraka! Re: TV SATELLITE 2 Par:
Rol GL
Date: 12 juillet 2010 - 13:38 salama
conni!>>niaraka nanao pointage mihintsy isika omaly raha izany 11/0/2010 nahazo aho fa ambany ny qualité de signale 51% fotsiny.Tsy fantatro io na W4 na W7 io azako io fa ni CCTV 3,MBOA TV sns...nisy chaines maromaro teo @ 7 hita koa tao fa tsy nandeha fa misy dollard ($). Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 12 juillet 2010 - 16:01 rali>>> eny e poins tsar lesy io siruis miaraka @ W3A io fa le ny olana fotsiny le antenne nanaovanay test 1.10m de ambany be le signal ny siruis fa le W3A nahita 40% teo mba andramo ange enao manana antenne 1.35m io zao tena poins tsar le siruis Rol GL>>> zany ve !! za ange nisy fotona nahita kely zay fa lasa le izy de tsy hitako intsony no sady masosotra ko le poteau support ampiasaiko de naveriko W3A ihany ny farany fa reraka za, nefa za mba te hiova sat kely fa leo kely an'ny W3A de mba aleo hiditra W4 hijerena new continue ao @ CCTV de hiandry antenne hafa vaovao mitsy aloha vao hitifitra anio W4 io @zay mba tsy miala eo @ W3A Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 12 juillet 2010 - 16:59 WinTV> efa tonga eto an-tanàna e! sady mba nahazo fitaovana vitsivitsy dia hiketrika anilay w2M, fa mba io no metimety amiko aloha hatreto. Nentiko an-tànana mihitsy ny entana fa leo aho. Fa ny fréquence sy ny SR an'le canal+ en clair no mba tiako anontaniana raha mba misy manana. Nijery tao amin'ny lyngsat aho fa toa ireo an'ny parabole sy ny canalsat océan indien no omeny ao. Merci e! Re: TV SATELLITE 2 Par:
bidim
Date: 12 juillet 2010 - 17:54 efamira>>alefako le 90cm ko ao ra mfanaraka 0331207322 Re: TV SATELLITE 2 Par:
WinTV
Date: 12 juillet 2010 - 17:58 conni>> W4 sy W7 azo tsara araka ny lazain'i Rol GL io fa izaho koa maka:
W4 empreinte Africa no signal matanjaka be: Mboa Tv sy ny forongony no ao
W7 empreinte South-Africa koa matanjaka (faible noho io ambony anefa), azahoana ireo CCTV rehetra (FR, Chinois et Anglais)
W7 empreinte Sub-Sahara Africa koa azo eto fa ambany be ny signal azo (juste manapaka kely an'i M/car io empreinte io dia any Maurice sy La Run no mivelatra matanjaka). Misy chaînes maromaro kenyane sy ougandais fa izaho manokana zara raha mahazo io signal io fa sahafa 80cm mantsy no angalako W4/W7. Ao koa ny multichoice rehetra.
mers>>> ao @ fréquence anakiray @ ireo CanalSat Réunion ireo ilay misy Canal+: Eurobird 16: 10727/H/30.000
Inona no voan-dàlana? Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 13 juillet 2010 - 09:14 WinTV>> nga mo de nisy betsaka fa le fiketrika ihany e (démodulateur Technomate, de LBN, de accessoires vitsivitsy), fa ny ankizy sy Rafotsy koa mody nitondrana zavatra fa hitanao ihany. Re: TV SATELLITE 2 Par:
lebado
Date: 13 juillet 2010 - 09:25 mba te hanontany za oe afaka ampidirana canal hafa ve ilay decodeur tsar track, le mitosaka be amzao ireny ? de raha afaka de inona sy inona avy no afaka ampidirina ao ? Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 13 juillet 2010 - 09:52 lebado> ilay izy ange arakaraka ny satellite alainao ihany e. Rehefa vita tsara ny pointage dia mampiditra fréquence sy SR fotsiny dia mahazo izay chaîne ilaina e. Fa arakaraka ny satellite alaina ihany averiko indray; fa tsy hoe W3A no satellite azo nefa mieritreritra hahazo CCTV. Raha tsorina izany dia izay chaîne ao amin'ilay satellite alainao ihany no azonao ao anaty décodeur-nao. Raha te hahazo chaîne hafa dia tsy maintsy maka satellite hafa Re: TV SATELLITE 2 Par:
lebado
Date: 13 juillet 2010 - 11:08 de aôna ny fomba ahazahoana ilay satelliten ny tiko hotenenina de oe, afaka maka satellite hafa ve Re: TV SATELLITE 2 Par:
WinTV
Date: 13 juillet 2010 - 11:21 lebado>>> afaka maka satallite na zato aza fa ireto ny options:
- soit ahodinao any @ satellite tianao alaina ny antenne nao (dia @ zay anefa dia tsy azo intsony ilay sat efa nalainao taloha fa dia ilay sat vaovao indray no azonao). - soit manampy antenne hafa (faharoa na fahatelo) - soit mampiasa antenne 1 ihany saingy motorisée Re: TV SATELLITE 2 Par:
lebado
Date: 13 juillet 2010 - 11:24 De inona daholo kay ny karazana satellite misy? ny tena fampiasanareo ny marimarina kokoa. De inona ny canal azo alaina par satellite, satria raha ny fahazahoako azy zany de ny satellite tsirairay samy manana ny canal compatible aminy avokoa, sa ve tsy izay ? Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 13 juillet 2010 - 11:28 wintv sy ny namana hafa zay mahalala>>>>>> hono hoa possible ve raha manao bricolage manao extension @ le diametre le antenne kely ??? zany hoe ohatra alaiko io antennen' i wintv 80cm io , raha tohizana ampitombonany diametren'io antenne 80cm io , tohizana @na tole pvc reny ohatra ny manodidina an le antenne atao manaraka an le manodidian an le antenne io tole io (fixena) mba hampitombo ny diametre @zay diametre tiana tediavina , mety possible ve io bricolage io ry zalah?????? tsy zany manko fa za mahita le nataony sinoa eny behorirka zay antenne bande c no ampiasainy ka notohizany nasina tole pvc ny manodidina @ le antenne ka lasa nahazo diametra lehibe le antenne , deio no anontaniako hoe possible @ reny antenne KU reny ve io bricolage io ?????? mety handramako ihany aloha izy io fa ny olana mety ho hitako zao le @ le bras ny misy lnb iny satria ny diametre hitombo nefa le bras fixation io no olana , hafindra manaraka an le diametre ve sa ajanona @ le toerana @ le antenne original????????????????? Re: TV SATELLITE 2 Par:
WinTV
Date: 13 juillet 2010 - 11:37 conni>>>> tout est possible!!!! lol
Hitako eo Behoririka io. Ny olana kely raha ny fijeriko azy dia ny précision @ ilay parabole. Ahoana no ahafantaranao raha somary miditra aty anatiny ilay extension (courbure n'ilay extension) na tokony somary mivelatra any ivelany? D'autant plus hoe parabole offset no ho ketrehina toa vao maika compliqué satria tsy tena boribory izy fa ovale. Ny parabole prime focus (bande C) mantsy boribory tsara.
Possible amiko ilay extension fa manana doute aho @ ilay hoe tena mahazo signal optimal.
Ilay signal azo rehetra @ parabole mantsy dia tokony mi-converger vers le LNB sinon signal very maina. Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 13 juillet 2010 - 11:39 conni> tokony ho mety aloha e! fa raha ny eritreritro dia mety hisy impact amin'ny réception satria tsy ho otpimal intsony ny réception an'ny LNB. Mety efa calculé arakaraka ny diamètre ny sahafa mantsy ny distance LNB, dia mety manova bras mihitsy. Eritreritro iny a (nieritreritra ny cours optique taloha mantsy aho eto) Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 13 juillet 2010 - 11:41 conni> izay lazain'i WinTV izay le tiko tenenina, plus maka parabole ngeza, plus alavitra ilay point de convergence an'ny signal. Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 13 juillet 2010 - 11:42 lebado>>> afaka maka satellita hafa enao fa tsy maintsy mivadika orientation manaraka anzay sat halaina , fa ny be mpanao eto @tsika zao raha te haka sat hafa io enao dia mitifitra W3A + W2M(canal+ clair)+W2A( mgm, afro music ) ka manampy lnb roa sy mividy diseq fotsiny enao @zay tandremo nefa fa ny satellite dia tsy voatery hifanarana ny orientationny fa mety hifanipaka fa reo le telo voalza etsy reo no possible azo ndray miaraka ohatra zao ny orientation ny W3A zao dia mifanipaka @ ny W4/W7 na ko ny intesat 10 ny bande c mo dia tsy tenenina intsony fa soit enao manampy antenne ray hafa ndray (W4/Wè, intelsat 10 )na ko mividy lnb hafa fanampiny ndray (W3A+W2M+W2A) de tsy maintsy eo ihany ny diseq a!! resume: reto ny karazana satellite isany be mampiasa: BANDE KU 1 - eutelsat W3A misy chaine 11 any ary afaka itifirana W2A chaine 2 sy W2M chaine canal + en clair ndray miaraka ; eto zao tsy maintsy manampy lnb 3 enao + diseq 2 - eutelsat W4/W7 misy chaine 10 any anagamba zay mifanipaka @ W3A zao ny orientation io 3 - intelsat 10 misy chaine bdb + 15 any fa presque chaine fivavahana daholo no sady @ teny anglisy daholo mifanipaka ko zao ny orientation' io BANDE C (+ 20 chaine) 1 - NSS7 misy an le CNN sy france 24 2 - Antlatic bird 3 (AB3) 3 - intelsat 10 4 - thaicom sns Re: TV SATELLITE 2 Par:
lebado
Date: 13 juillet 2010 - 11:43 winTV>>De inona daholo kay ny karazana satellite misy? ny tena fampiasanareo ny marimarina kokoa. De inona ny canal azo alaina par satellite, satria raha ny fahazahoako azy zany de ny satellite tsirairay samy manana ny canal compatible aminy avokoa, sa ve tsy izay ? Re: TV SATELLITE 2 Par:
Martinn ihany
Date: 13 juillet 2010 - 11:51 conni> Mety ilay eritreritrao oe tohizana(Zairina) fa ny olana de eo @ resaka teknika.
Misy ny atao hoe distance focale / @ diametre iray. Le izy efa vita iny zany efa vita calcul ka raha ampianao zany iny de tsy maintsy miova ny feed horn, le bras ipetrahany iny (mba hahafahana manenjika ilay distance focale vao2).Ka mila calculen'ise zay Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 13 juillet 2010 - 11:55 misaotra t@ valinteny ry zalah wintv>>raha momba an le courbure ndray dia efa hitako ny fixena azy ka ary mety tsar manaraka an le surface ny le parabole le izy sarotra be le manazava azy eto mers>>>de tsy maintsy hibricole an le bras ndray zany raha io distance io no contrainte eny e tsy maintsy mila manao test ihany raha izany teneniko eto,ihany ny resulatn'io na possible na tsia sady tsy hoe hanimba zavtr ko no hatao Re: TV SATELLITE 2 Par:
mamamia
Date: 13 juillet 2010 - 12:47 Lebado>>> misy lien ity projetpersogasy.wordpress.com manazava bebekokoa raha sitrakao Re: TV SATELLITE 2 Par:
RAZAFINDRAKOTO
Date: 13 juillet 2010 - 14:59 MBA ALEFASO ETO NY TP SY SR IO TV FREE2VIEW RAHA METY FA NANAO SCAN AHO TEO T@ W3A KU FA TSISY E SA BANDE C W3A NO MISY AZY Re: TV SATELLITE 2 Par:
jijakagasy
Date: 13 juillet 2010 - 15:17 Slt dhl ny mpketrika sahafa rehetra. Efa ela tsy niditra teto fa ts'is credit e mbola carte moov moa, fa izao tsy mba afaka alefa sary hoatran'ilay nataon'i Prof WinTV ve ilay W3A sy sirius4 miaraka e! Apetraka ambanin'ny W3 à gauche sa à droite ilay izy. Hanandrana eto BIRA aho manko.na alefaso mail-ko jeanjfano@yahoo.com Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 13 juillet 2010 - 16:06 jijagasy>>>za aloha tsy miassuré anao @ io siruis io raha any BIRA enao satria ny eto TANA aza efa mananosarotra be ny maka azy!!fa nadramo ihany aloha e!! à gauche le W3A raha avy any aorina antenne enao ary tena miraikitra @ le lnb siruis ny misy azy otrany le fipetrakiny lnb W2A (mgm) miaraka @ W3A iny ihany !!! RAZAFINDRAKOTO>>> le free2view io ange le misy an le rts sy 2stv lcf tvzimbo tpa mta iny ihany e, Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 13 juillet 2010 - 16:40 jijakagasy> aiza ho aiza eto Bira nareo fa izaho koa eto e! afaka mifanampy!!! conni> raha azoko tsara 'zany de eo ambanin'ny maka W2M ny maka an'io sirius io? sa diso aho. Ilay 2M mantsy toa à gauche ambony par rapport an'ny W2A (raha avy aty aorian'ny LNB no mijery, izany hoe manatrika ny sahafa) raha ny sary ao amin'ny blog-n-ny prof WinTV! Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 13 juillet 2010 - 16:41 ...par rapport an'ny W3A..... azafady fa diso kely Re: TV SATELLITE 2 Par:
Hips
Date: 13 juillet 2010 - 18:03 Mety misy site web ve manome liste sat sy ny chaines mifanaraka aminy. Ohatra: Sat Eutelsat: chaine1, chaine2, chaine3, ... Amzay mantsy tonga de poinser-na zay revena de tsy manodikodina tsony. Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 14 juillet 2010 - 08:49 Hips>>>ty ny site : h ttp://www.lyngsat.com de le top satellite Mg reo no azo eto @tsika fa ihany ko aloha tsy miseho eo fa anjaranao ny mijery azy ty ko misy site ray : h ttp://www.flysat.com/satlist.php de le empreinte (beam) sud afrique sy est africa no azo aty @tsika reo daholo ny sate possible zao aty @tsika (isany be maka) bande KU  eutelsat W3A,W2A, W2M,W4/W7),intelsat 10, siruis 4 bande C: intelsat 10,antaltic bird 3, nns7,nss12, telstar 12, thaicom, (intelsat 905,906,907),badr 6 de andranao no mijery anreo sat reo ao @ le site Re: TV SATELLITE 2 Par:
danny
Date: 14 juillet 2010 - 09:12 Mers> miconsulteva doc resaka antenne satellite aloha vao mikekitra extension zany satria na 1cm aza ny eurreur de mety tsy hahazo ny signal rehetra fa mety vitsivitsy fotsiny no azo
okay Re: TV SATELLITE 2 Par:
mers
Date: 14 juillet 2010 - 09:22 danny> ny doc resaka satellite efa feno ato amiko e. Fa hanao pratique am'zay amin'ny week end 'zao. D'ailleurs efa ela ary no saika hanao fa izao vao mba nahazo fitaovana dia hanomboka amin'izay. Re: TV SATELLITE 2 Par:
danny
Date: 14 juillet 2010 - 09:53 salut daoly ny mpiketrika rehetra. tena possible ny ahazoana sirius 4.8E miaraka @W3A sy W2A ary W2M, inty ny infos: az 299,36° magnetic se elevation: 37° izay latsaka 2° fotsiny @ W3A Re: TV SATELLITE 2 Par:
danny
Date: 14 juillet 2010 - 09:58 de le hadinoko de mila antenne ngeza plus de 1m fotsin satria ntsika efa out of the footprint zany hoe latsaky ny 44dBW ny puissance du beam voaray de mety ambanimbany ihany zany le signal Re: TV SATELLITE 2 Par:
Rol GL
Date: 14 juillet 2010 - 12:11 salama
martin
mba homeo code na parametre Band C (misy chaine Aljazeera; HYDART TV) sy orientation elevation azimut inclinaison LNB
mba te hanandrana Band C ny akama fa nahazo sahafa 1.85m aho. misaotra mialoha. Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 15 juillet 2010 - 08:19 salom daholo e!
hoan'izay mahazo W4/W7 dia misy chaîne vaovao ao e HISTORY tena tantara ranofotsiny asa na aharitra na ahoana fa tena net ny sary a miscan fotsiny dia mahazo eo 30% eo ny signal fa mahazo tsara e
mankasitraka Re: TV SATELLITE 2 Par:
WinTV
Date: 15 juillet 2010 - 08:29 rali>>> fréq? Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 15 juillet 2010 - 08:35 ao @ package DSTV io HISTORY io Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 15 juillet 2010 - 08:37 rali>>io ve tsy ho lasany DSTV klé???tsy haharitra aloha io raha frequence hafa tsy miaraka @ le RTS iny fa raha frequence ray miaraka @ le rts io dia sur fa haharitra Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 15 juillet 2010 - 08:40 Win TV>> tsy tadidiko le freq e! fa manao scan fontsiny ka entre 9750 V 10700 (SR sy ny Fréquence), W4/W7 io an tsotra be ny mahita aza ka za zao teo nijery foana alohan'ny handeha hiasa Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 15 juillet 2010 - 08:43 conni>> tena tsy haiko aloha fa misy fréquence roa ahazoana an'ny lery ny iray hoe no name, teo aloha koa izaho nahazo NTV uganda fa lasa ilay izy à peine 2 jours fontsiny Re: TV SATELLITE 2 Par:
KRAZE
Date: 15 juillet 2010 - 10:25 interessemitsy >>>> resaka tele analogique ty ry zalahy an (miala tsiny sao de HS fa nahit anle post tery ambony misy anle televaovao aho ) Tena sahirana be aho mitady canal @ tele-ko fa mba azonareo omena ve ry zalah ny frequence sy canal any tele eto @ tanana fa nena tsy manao recherche auto ny tele fa manuel de ela be vao tafiditra ny canale merci d'avance Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 15 juillet 2010 - 10:40 fanampim-baovao indray ity e ao @ io site io ny www.flysat.com/news.php no misy ny vaovao @ chaîne The History Channel S.A (MultiChoice Africa) FTA now Eutelsat W7 @ 36° East Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 15 juillet 2010 - 10:40 KRAZE>>>raha za manokana aloha dia io recherche manuel io no ten fanaoko fa de mahita tsara ka ary tsy aleonao ve miaritra @ le racherche manuel eo toy izay tsy hisy mitsy kle !!!!!mahzo tsar ve aloha ny antenne nao @zany ???de inona kay ny marque ny le télé??tsy normal any tsisy recherche automatik zany reny télé fopla be ery @ petite vitesse reny aza misy ka aona ny anao no tsy hisy ary na reny télé noir&blanc reny ko aza misy recherche automatik tsara ko , jereo tsar ihany aloha le menu e!! Re: TV SATELLITE 2 Par:
rali
Date: 15 juillet 2010 - 11:18 win TV >> ity le Fréq ny HISTORY CHANNEL SOUTH AFRICA
11881 V 27500 3/4 2330/4330 ENG
W7 SUB_SAHARA AFRICAN Re: TV SATELLITE 2 Par:
conni
Date: 15 juillet 2010 - 12:23 raha sub sahara zany ny empreinten'io history de ho azo tsara ve @ le antenne latsakiny 1m?? efa 1.35m aza ny any rali io 30% io ny signal azao , ambany ihany ange zany e!! | |
Modération du Forum | | Le modérateur veille à modifier, à supprimer
ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre
de la loi et de la bienséance selon la culture malgache. Sont proscrits les propos : · relevant de la diffamation et de l'injure, · de nature pornographique, · invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux, · incitant aux crimes et délits, · incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales, · faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres,
viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation
de crimes contre l'humanité.
Règles de base : · Respectez l'organisation des thèmes proposés. · Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions. · Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation. · N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur. · Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
Responsabilité des auteurs des messages : Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.
DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les
internautes à respecter les règles élémentaires
de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un
message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur».
Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg
Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo
internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra
ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra
akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur,
na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao
atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny moderateur@dts.mg |
|
|