logo Moov
Google
 
         
Informatique et Télécom
Re: TV SATELLITE 2
Par: et
Date: 15 juillet 2010 - 15:01

Miarahaba antsika rehetra.
Efa manana satellite misy têtes 3 aho (W3A sy W2A ary W2M ) ka 1m ny diamètre-ny parabole-ko
Raha te-hahazo ilay France 24 sy CNN @ NSS7 aho dia inona no tokony ataoko? Mila mividy parabole sy tête hafa ve ?

Misaotra mialoha e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 15 juillet 2010 - 15:16

conni >> mahazo tsara ny 1 m ka misy akama maka @ sahafa 1 m dia hitako fa eo @ 30% eo ihany, @ W7/W4 io an!

ahoana indray ity fifanarahan'ny TVM sy ny blue line ity e mahazo TV avy any ivelany hono ary manome deco ry zalahy sy antenne dia ry Viac sy ny akamany indray io e

et >>Raha te-hahazo ilay France 24 sy CNN @ NSS7 ianao dia mila antenne lehibe 2m any hoany 1m85 mahazo fa somary mihisatra izay ny sary indraindray dia aleo tonga dia ny lehibe no vidiana raha haka an'i NSS7 io

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 15 juillet 2010 - 15:57

et>>>fanampiny io teniny rali io , aza adino ny mividy tête bande C satria sat bande C io alainao io de zao ko tadidio momba anio tete io : raha @ le 300 000f ny vidinao dia tsy maintsy mila mametaka plaque dielectrique enao sinon raha @ny karazany tete 650000f reny dia tsy mitady plaque dielectrique intsony!!satria le karazana tete 650000f reny efa double polarité tonga dia installation
aza adino ny mijery an'ity site :h ttp://www.dishpointer.com/?satellite=0071 , fa hanampy anao @ pointage

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: et
Date: 15 juillet 2010 - 16:01

Tokony ohatrinona any izao ny sahafa 2m , ary ny tête ahazoana ilay NSS7 ? Ary aiza no mba mety mora ?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 15 juillet 2010 - 16:16

le TVM sy Blue Line dia mitovy @ TVF ihany e mampiasa MMDS ny antenne dia misy abonnement e! tsy mi intéressé antsika e! info fontsiny io e @ septembre le izy no manomboka

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 15 juillet 2010 - 18:00

rali>>>> ny ahy tena 80cm ilay maka W4/W7 ka tsy mahazo ilay empreinte Sub-sahara Africa io. Tsy olana satria DSTV io ka ho crypté vetivety zany chaîne zany raha ny fijeriko azy.

Hay ve MMDS no hampiasan'ny BlueLine e, tsy intéressant marina raha zany. Izaho nieritreritra hoe TNT (au moins mba numérique fa TVF ange ka mbola analogique e, misy grain be rehefa tsy mahazo tsara ny antenne). Ireo commerciale tsy mahay mihitsy ny technologie ampiasain'ny blueline @ ilay TV fa efa imbetsaka aho nanontany dia tsy hainy hoy ry zareo.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 15 juillet 2010 - 18:39

AO @ NATIONAL(TSIAZOTAFO) 1500000 FMG ANTENNE FOTSINY ARY PLANETE COM BEHORIRIKA TETE BANDE C 650000 FMG

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: RAZAFINDRAKOTO
Date: 15 juillet 2010 - 18:49

danny<<< SAHAFA FIRY METRE NO AMPIASAINA ARY LNB KU VE @ SIRUIS 4 AMPIARAHANA @ W3A SY W2A OMEO ETO HOE RAHA SITRAKAO DANNY NY FREQ. SY SR AHAZOANA IO SIRUIS 4 IO E! misaotra @ fiarahana miasa samy malagasy!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: danny
Date: 15 juillet 2010 - 19:36

salut daholo ry mpiketrika hono hoa le c+ @ eb16 ve clearnet 24h/24 sa indray2 crypté ihany
merci mialoha ry zalah
de zao ko misy strong azote crackena tsara zay any fa eto tanà mbola tsy nahita ahoana fa afaka mapibanaka canal rehetra io fa mila mijery key viaccess na biss na mediaguard na conax ampidirina tanana anaty decodeur de izay. zah misy le software fa le decodeur zao no mbola ketrehina ny ahazoana azy

okay daholo e

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 15 juillet 2010 - 20:16

danny>>>>> rehefa en clair ihany izy vao misokatra (toy ny any Frantsa): C+ io an.

Tsy ahita key viaccess sy mediaguard ianao raha ireo bouquets amidy eto Mada. Raha tsy zareo miasa ao @ io orinasa io angaha no mamoaka azy.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 16 juillet 2010 - 08:36

salom daholo e!

ilay BLue Line sy TVM araky ny vaovao farany dia vidina na hofaina ny Déco fa ny abonnement dia 10 000 Ariary/mois hono? mbola ho hadihadiana io fa izay no lazainy
ary mahazo chaîne 35 eo ho eo! wait and see!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 16 juillet 2010 - 09:05

RAZAFINDRAKOTO>>>si possible aleo antenne 1.35m no ampiasaina raha te haka anio siruis 4 io enao bande KU io ,

sendra nanontany antenne 1.35m teny @ planet za niteny le karana patron tao hoe antenne 1m hono d'efa mahazo anio siruis io eto tana de gaga be za ry zalah nefa za 1.05m eo no ampiasaiko fa 10% ny signal , de niteny lery hoe mividiana hoy lery lnb HD fa mahazo siruis tsara eto tana @na antenne 1m ; antenne 1m daholo hono no efa nanaovandry zareo installation
de hividy tete HD ndray ary za hijerana azy satria tete simple no anah ao @zao
1 million f ny antenne 1.30m ao @ planete lafo be lotra !!!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 16 juillet 2010 - 11:01

ERY ISOTRY ampitan'ny fivarotan-kazo misy mpivarotra sahafa 1m 50 750 000 fmg no vidiny mety interresant ihany,NABA tsaralàlana 1 m 35 koa 750 000 fmg, fa tsy haiko ny qualité ny entana!

conni >> toa ohatran'ny tsy tafa izany sirius 1 m izany na dia HD aza ny tête fa asa aloha e izy ty koa moa sarotra ny tena hitompo teny fatratra hoe de tsy maintsy izao no izy

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 16 juillet 2010 - 11:34

rali>>za ranga ty de gaga mitsy @ io antenne 1m hoe mahazo siruis io ka za zao nefa nanao test t@ antennako 1.05m fa 10% ny signal azoko ka tsy tafa mitsy nefa lery miteny hoe 1m d'efa mahazo;nefa @zany za nitady antenne 1.35m de niconseil lery hoe 1m d'efa mahazo anio
de lazainy fa tsy mahay manao installation hono za!!fa andraso installateurny mitsy no entiko refa za hano test @ le antenneko 1.05m tsy maninona na de handoa vola aza
mbola naba ihany io le mpivarotra ery isotr io raha le eo ampitany mpivarokazo eny @ rond point io

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 16 juillet 2010 - 12:05

conni >> zao aloha ataovy an-tsaina e ireo karana ireo dia olona tena fetsy,sady manana information gaigy be fantany fa atsy ho atsy ny olona mety tsy hividy 1 m intsony satria efa hita le expérience fa ny sahafa lehibe indray izao no tadiavin'ny olona, dia mety manana stock na 1m maro ry zalahy dia lazaina fa io no mety ohatran'ny t@ 90 cm taloha e izao vitsy no mivarotra izany latsakin'ny 1 m izany dia izay no mahatonga an-dry zalahy hanao anio, fa raha ohatra moa ka vitany ny maka sirius @ 1 m dia que demande le peuple! arahaba soa

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: keveeny
Date: 16 juillet 2010 - 12:50

salama
mba mila fanampiahana aho raha mety
manao installation Vsat aho dia ilay modem tsy mety ho maintso ny RX fa orange foana ka asa inona no mahatonga an'izany.
manao essai maka chaine anefa izahay dia mahazo tsara
IS 10 ny Sat '(efa eo ny accessoire rehetra LNB + BUC +Feedsary ny antenne 1.35m ovale)
miandry fanampiana raha misy mety anampy
mankasitraka daholo

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 16 juillet 2010 - 16:44

Salama daholo eh !,
Tena olom-baovao eto @ ity forom ity aho , fa izao eh : Iza no satellit ahazahoana ireto chaînes TV ireto eto @ Tanà.
France2,Télé Gyuane1,France ô, Télé Réunion, Télé Mayotte,Télé Guyane, RFO Tempo,France 3, France 5, Télé Gyuane.
1m ny diamètre ny Sahafako ao, nakako EW3A 7° Est. Firy ny refin'ny Parabole mety ahazahoana ireo chaînes ireo.
Raha mety rangahy dia mba alefaso @ adresse mail-ko ity ny valiny ah!.
E_mail: navalonjaka.ar@gmail.com

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 16 juillet 2010 - 16:58

njakar>>>efa crypté daholo reo chaine tanisainao reo , tao @ antlatic bird 3 no nisy anreo , vao t@ heritaona reo chiane reo no nikatona ka antenne 1.85m no nahazona anreo bande C, antenne 1m zany aloha pour bande KU e!! no sady tsisy satellite mahazo anio ko eto tanà rah 1mzany

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: WinTV
Date: 16 juillet 2010 - 18:07

conni>> izaho koa aloha dia tsy mahatoky zany resaky ny karana zany e. Tsy midy diff zany na LNB HD aza, tsy haiko hoe inona no hifandraisany @ sirius?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: danny
Date: 16 juillet 2010 - 19:05

wintv>>> misy bandy akama manana carte abonnement any de vakona @ lecteur carte à puces oh jdm na ic-prog le contenu hex .misy bandy any any de mahazo reny canal bouquets reny @ alalan'iofa ny nampme de nandefasan provider message lery hoe <regularisevo io fa tsy mety>

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: cococa
Date: 16 juillet 2010 - 21:53

rali >>> aiza moa misy magasin NABA io ? Nytady anio aho fa tsihitako t@ mercredi.Naba ve tsy ilay mpivarotra pieces moto ? Ilay ampita Naba mpivarotra pieces moto no hitako WORLD VISION angamba ny anarany mivarotra équipement reception sat ary misy antenne 1.35m fa tsy maintsy pack complet hiany fa tsy mandeha tokana(1.250.000 ) ny vidiny hoy ilay madama karana tao.Tao @ planet koa ao nanontany fa tsy nisy.Tery fiakarana Isotry dia 1250000 antenne fotsiny. Mba omeo repere ao @ NABA teneninao misy 1,35 à 750.000fmg fa tene mitady aho.Misaotra

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: bidim
Date: 17 juillet 2010 - 11:26

cococa eo akaikinny sutio tony no mis le naba ra ts diso aho tsarlalana

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: bidim
Date: 17 juillet 2010 - 11:31

studio fa ts sutio azfady

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: cococa
Date: 17 juillet 2010 - 12:57

salut daholo !
Mba homeo repère mazava misy NABA eo tsaralalana aho fa tene tsy hitako mihitsy. Aiza misy azy raha tonga eo @ CONFORAMA ?

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: 'lrbia
Date: 17 juillet 2010 - 20:24

kzkz
"olom-baovao"
'ba manotany aho hoe inona no marque decodeur misy memoire na diskdur(anaovana enregistrement) sy afaka ampidirana hex key, varotana eto Tana?
Dia misy chaine v mandefa foot(premier league,liga,bundesliga,ligue1,serieA) @ le chaines parabole gratuit(AB3,W3a,IS 10,...)??

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: danny
Date: 18 juillet 2010 - 07:03

>>conni; rali:
receive level= transmit power satellite -random loss-free space loss+gain antenne sat+gain antenne terrestrial-loss lnb-loss cable
n'y tiako tenenina de ty gain d'antenne sy cable loss Ary lnb-loss noise no parametres miantoka ny qualité reception izay er relations avecc son diametre
conlusion:sirius à partir 1.35m lnb type 0.1dB noise reny ampiasaina

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 19 juillet 2010 - 08:45

salom daholo e!

cococa >> hitanao ila Station GALANA eo ampitan'ny Institut Scolaire Sociale le @ lalana @ Hotel de Police iny soma misy mivarotra téléphone cellulaire eo @ lalana miditra ao @

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: blouba
Date: 19 juillet 2010 - 09:45

Salama daolo ny mpiketrika reetra
Conni>> tena mba mila fanampiana ranga za, naazo le antenne 135 cm de efa nanao pointage fa tsy tafa mitsy e
ra mba possible ranga mba omeo tanana a
anandrana ijery le contact an toi iny za de iantso eo refa kelikely sinon efa any anaty liste enay le num


mankasitraka e

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mpiketrika hafa
Date: 19 juillet 2010 - 10:43

Miarahaba antsika rehetra indray elaela tsy teto,
Keveeny>>> Efa niantso ny provider ve ianao ni-activer ny compte satria rehef vita ny parametrage rehetra (alignement, mise a jour fichier opt...) dia mila miantso ny provider amin izay mi activer ilay compte izay vao mivadika maintso ny Rx ka eo koa mbola miankina amin ny qualité de service n ilay provider fa raha tsara ny service ny dia 5mn ihany dia activer



Mankasitraka ee

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 19 juillet 2010 - 13:05

blouba>>tena taraiky ny week end ko nareo zany ry namana!! lasa aty janga lesy za @zao fa raha mahandry elah de @ samedi na dimanche zao za vao miverina, sinon handefasako numero bande akama zay enao hanampy anao @ le pointage raha afaka lery
efa misy numeronao zain iny aty @ko
eny andohalo mo le misy anao iny ?????

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 19 juillet 2010 - 15:09

Misaotra betsaka eh:
Ankoatran'ny Gratuits ao @ W3A inona avy ary ny chaînes gratuits azo @ sat hafa eto @ tànana , rq: 1m ny parabole-ko W3A no efa hazoko. Mba omeo ireo satelite azo ampiarahina @ io.
Misaotra betsaka ra Connnie-a
Mazotoe
njakar

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: conni
Date: 19 juillet 2010 - 15:54

njakar>>> raha ny sat hafa azo ampiarahana @'io parabole 1m nao pointé W3A io aloha dia tsisy afatsy le W2A (mgm, afro music) sy le W2M (canal+ clair iny )

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: keveeny
Date: 19 juillet 2010 - 19:23

salama
misaotra betsaka
tena sahirana fa tsy mety ho pointé ny antenne satria 5 volts foana nefa 12 no enjehana ka asa raha ny antenne no ratsy
ny antenne -ko
fibre de verre 1.35 ny lavany ary 1.20 ny sakany
very ny bras izy io dia n-bricolena .
ny Pas 10 azo tsara fa ny net tena tsy hita
misaotra @ fanampiana
mba mety mahazo ny phone ve

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mpiketrika hafa
Date: 19 juillet 2010 - 21:24

Keveeny>>> tsy mazava ilay hoe 5 volt no azo fa tokony ho 12v no henjehana, voltage amin inona moa zao io?
inona ny email mety hahazoana anao dia any isika miresaka bebe kokoa
Mankasitraka

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 20 juillet 2010 - 12:22

salom daholo e

raha hampiasa bande C aho dia ilay tête LNB sady C no Ku no ampiasaiko inona no mety ho risque sa mampiasa tête C sy tête KU satria mikasa hividy ireny 1m 85 offset ireny mantsy aho

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 20 juillet 2010 - 12:39

Misaotra betsaka ra-Conni,
Hividy têtes roa aho , mba hazahoako an'ireo sat roa ireo (W2A sy W2M ),, nandalo tao @ Planête comm aho omaly hariva dia nilaza ilay madame karana fa ireto avy ny ilaina:

1)-Tête HD roa no isany, Fiche F 04 no isany; dia Diseq iray. Mba mila ny sary ny montage ny emplacement an'ireo 02 têtes ireo aho par rapport @ W3A izay efa opérationnel

2)-Mba afaka ve i Conni mba mi-inststal an'ireo 02 têtes ireo, raha mba mis mail rangahy na n°phone dia mba omeo fa antsoiko ianao

3)-Misy manamboatra ve ireny sahafa ireny, ohatra 2 mètres eto @ Tanana. aIZA NO METY MISY ?.

mirary soa dia manantena valiny @ izay rehatra afaka manampy rehetra eh !.
njakar

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 20 juillet 2010 - 12:54

njakar>> juste eo ambanin'ny tête W3 mitohoka mihintsy no misy ny W2 dia eo ambanin'io W2 io koa no apetaka ny W2M tsy misy elanelany mihintsy ny tête ary ilay tête kelikely ireny vidina satria 3° fontsiny ange no elanelany e, andramo fa tsotra dia tsotra ny mitady ireo sat roa ireo
mahereza e!

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 20 juillet 2010 - 13:23

misaotra eh!
Ary ilay option diseq ve misy ovana ao @ décodeur
hono ho aho inona no fixation atao na vidiana hipetrahan'ny têtes roa ireo ( ady gasy eh !).


mirary soa

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 20 juillet 2010 - 14:33

njakar>> mazava ho azy ny fampanarahana ny Diseq sy ny tête mifandray @; ny fixation dia ny ahy izao scotch no hametahako azy dia izay

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: keveeny
Date: 21 juillet 2010 - 00:04

salama
misaotra @ ny mail
ity ny mail-ko keveeny@hotmail.com
ny hoe 5 volts dia rehefa manao pointage iny dia miaka ilay
mena dia = 2 volts
mavo dia < 12 volts
maintso = > à 12 volts vao mety ny pointage
ny antenne -ko 1.20m fibre de verre
izany hoe tsy miakatra io signal io kanefa raha atao TV dia mahazo ny Psa 10 tsara dia mahazo TV.
ka sao dia misy tsy mety ny ahy
misaotra @ fanampiana

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Nec
Date: 21 juillet 2010 - 08:19

Salama daholo,
Saika hanontany za @ zay mitifitra w2m, mande tsara v ny anareo ny mgm sy ny afro music? ny ana manko nanomboka herinandro ngaba zay dia mande tsara refa hariva sy alina (signal 52%), fa refa atoandro sy maraina dia tsy mahazo signal mintsy.
Mankasitraka e.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: mpiketrika hafa
Date: 21 juillet 2010 - 08:44

keveeny>>> mazava tsara, raha ny tena marina tsy tokony ho 12v no hitanao fa tokony ho 16v na 17v rehefa tsara ny andro fa matoa tsy mihoatran 5v dia misy perte izay ka raha tsy maninona ny BUC sy LNB dia ny cable coaxiale zany, ny cable TSY MAINTSY na calbe de qualité RG6 na RG11 (RG11 aloha no tsara indrindra fa tsy ahitana mihitsy eto amintsika) raha tsy diso aho ny RG6 tokony hahita ihany fa lafolafo mila mitety mpivarotra cable coaxial (ilay fotsy ireny tsy tsara fa raha mahita dia aleo ilay mainty tsy dia manao perte loatra), dia verifier o koa ny fiche F sao dia manao perte na tsy mahazo tsara ny masse
mankasitraka

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: keveeny
Date: 21 juillet 2010 - 09:16

salam
misaotra betsak fa anao essai indray aho dia ho hitako heo
ary ilay w7 mitodika aiza ny antenne
misaotra

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: Rol GL
Date: 21 juillet 2010 - 09:47

salama

Inona avy ary firy ny chaines AZO @ SIRIUS;AB3; Thaicom. hoanareo efa nitifitra ireo SATELITE ireo.
Bande KU sa Bande C no hiketrehana azy

misaotra mialoha izay hamaly.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: njakar
Date: 21 juillet 2010 - 13:42

salama daholo eh!
Misaotra betsaka aloha tamin'ireo izay namaly eh !
Fa ity misy fangatahana kely :
-Mikasa ny haka W7 sy W4 aho ka sahafa firy mètre no mahazo, ary misy afaka manome ny elevation sy ny azymut ve fa izaho mipetraka eto Tana Ampasampito
- Iza avy ireo TV gratuites azo ao @ W7 & W4 eto tana.
Misaotra betsaka eh!
Njakar.

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: irdeto
Date: 22 juillet 2010 - 02:41

mahazo tsara le sirius4 aty tulear @ 1.50m fa ambanimbany le qualité (35%@ gulfstar) misy jerena aloha e

okay daholo

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 22 juillet 2010 - 10:17

salom daholo e!

njakar >> W4/W7:

Date : 20-07-10
Latitude : 18° 55'' 0' S
Longitude : 47° 30'' 0' E
Azimut : -32.3 ° ou 286°
Elevation : 64.1 °

ny chaîne azo LCF,2STV,MBOA,cctV4, CCTVF,CCTVN, LOVERWORLD,SNS....

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: rali
Date: 22 juillet 2010 - 10:19

njakar >> saiky hadinoko e!

tsara raha manoboka eo @ 1m eo ny sahafa

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: zoky an
Date: 22 juillet 2010 - 14:51

Bjr daholo

Mahazo tsara ny sirius 4 aty tulear @ 1,8m ant c&ku

veloma daholo

Options: Répondre
Re: TV SATELLITE 2
Par: fopareverizback
Date: 22 juillet 2010 - 16:11

Sali sali dôlo
Nividy anlé parabole fopla reny ah, lé 1m250 reny, fa chaine afrikana dôlo lé iz... ka mba té anontany ah hoe mety piratena v io zavatra io mba hahazoana chaine hafa fa tena fôpla be dolo lé iz... :S

Options: Répondre


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum

à FRANCE PHOTOS TIA antananarivo cours emploi facebook femme film gasy gmail google gratuit horoscope hotel jeux mada madagascar mail malagasy malgache offre pazzapa photo sobika sobika.com video yahoo yahoo.fr

Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
· relevant de la diffamation et de l'injure,
· de nature pornographique,
· invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
· incitant aux crimes et délits,
· incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
· faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation de crimes contre l'humanité.

Règles de base :
· Respectez l'organisation des thèmes proposés.
· Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions.
· Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
· N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
· Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo.
Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur, na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny
moderateur@dts.mg

©