logo Moov
Google
 
         
Informatique et Télécom
Aller à la page: Précédent12345Suivante
Page: 4 sur 5
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 19 juillet 2010 - 15:11

miandry, miandry tsara, miandry mafy !

fa inona io andrasana io e? tena misy miandry mihitsy fa tsy hoe resaka akory !

eassy ve sa inona?

sa mifampiandry?

misy fetsy be ao fa tsy maintsy ampiandrasany !

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: rantoh
Date: 20 juillet 2010 - 00:00

Asa ry zalahy na manin na manin fa nisy kofa ni Poste teto oe "za mpiasan'n blueline"zay teto. De tsy hita intsony lery ?

Eto amintsika de tsy mba misy mintsy zany hoe "le client est roi". de mitaraina tsy misy mihaino eto isika ry zareo a!
De mba otrany mapme iany ny mieritreritra oe 1.3 terabits/s izany ny bande passante dispo zarain I lokomboasary. Tsy haiko lony hoe firy amin io no novidin i tsipika manga fa de tena degany e ! fampanatenana poakaty! fibre optique e.... nefa ny connexion de mbola milona fona!

Rehefa tsy joignable am telephone indray ry lerony de mba nandefa mail tany a oe aona ny mikasika anle antenne (en option le izy ao anatinle boky kelin ny le CPE iny) ra mba misy any aminareo satria izahay de mitady anle service "always on" (mahafinarita ery ny mihaino azy, tsara izany ra slogan a !) firy andro izay tsy misy valiny. Mety masika b v za ra miteny hoe tsy misy mintsy ny professionnalisme

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: killkely
Date: 20 juillet 2010 - 11:21

rantoh -- lasa mivadika "always off" izy e! lol

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: fanontaniana kely
Date: 20 juillet 2010 - 22:15

Nisy an'olona nandramako izay androany hariva dia mba ça va ihany le izy . Le olona nefa niteny tamiko hoe nanondrana hono le izy tatoato izay .
Ka ny fanontaniako de hoe nandalo kely fotsiny ve zany le bleme sa mpitranga matetika io ho anareo efa mpampiasa azy ? Misaotra mialoha fa miankina aminareo ny fanapahankevitro na hanao abo aho na tsia .

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: kouly
Date: 21 juillet 2010 - 09:57

hono a ry zareo, ilay débit 1 megabits na 2 Megabits ve variable sa tena io foana tsy miova mihitsy? ary raha variable dia firy ny débit ambany indrindra? misaotra mamaly amin'izay efa mba mampiasa an'io

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 21 juillet 2010 - 10:51

raha vao variable no resahanao dia tafiditra ny "0" fa aza taitra na izany aza, satria kosa tsy 0 foana no omeny anao eo ! Ndeha ataoko hoe 1 fa sao diso ny filazako ! ka raha mandeha io 1 io dia tsy misy azona resahana fa misotro rano mangatsiaka aloha no mety amin'io !

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: droopy
Date: 22 juillet 2010 - 10:19

rantoh >>

Iny lery fa niverina. lol. efa naika always off ihany fa raha tsy naleha tany tsy poinsa e. Opérateur merdique beuuuuh ny an reo.

kouly >>

Za zao mapiasa an le 1 Mo, fa tsy miconseillé anao an'io mitsy a. Eny e na le 1 Mo, na le 2 Mo, na le 512 Ko mitovy doly reo: mbola tsy fibre optique no miasa. Eo amin 256 eo eo doly ny debit refa tena miasa. MRAME BEUUH ! Voa blueline zany aloha de aza miditra e. Pub fotsiny no bedabe oe l'internet a haut débit chez moi, de misy an le sipa américaine iny koa de oe mitovy amin any etats unis hono .... mouahahahahaha. Ny 2 Mo eto amin tanana ve tsy hitovy amin 512 any maroc ?


Mazotoa daholo e! Blueline, always OFF !

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: kouly
Date: 22 juillet 2010 - 13:50

droopy>> misaotra anao fa saika andeha hàka an'ilay izy mihitsy aho dieny androany ka niova hevitra indray, ilay pub ataon-dry zareo manko tena manintona be mihitsy, ary ilay saika 2 méga mihitsy no alaiko ka aleoko aloha izany miandry ndray...

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 22 juillet 2010 - 13:57

fa maninona no atao sipa amerikana?

efa filazako tsindraindray ihany izy ity ! fa raha tsy mandeha ilay eassy io tsy norme daholo ny conn eto amin'ny tanàna (aleo ataoko hoe : "daholo" mba hampazava azy) . Mety hisy antonany hoe : inona koa no ifandraisan'io amin'ny sasany?.
casse tête no valin'io

Izay anefa ilay izy !

izany hoe : mbola tsy misy aloha hatreto ny tena illimité tena vrais (tena izy hoy aho an!) na ianao mahazo amin'ny ilany, dia voa atsy amin'ny ilany hafa !
Izay aloha hatreto ! ( na voa ianao amin'ny volume, na voa ianao amin'ny illimité) fa ilay volume aloha no efa metimety na izany aza amin'ny sasany ! marina izay !
saingy tsy illimité indray no olana !
midira indray ianao illimité dia hahita raha afaka 3 na 5 semaines eo ho eo !

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: tsympiasabluelina
Date: 22 juillet 2010 - 14:40

IZao aloha un mois izao no nahazo 4G, t@ voalohany no ny blem fa izao izy mandeha tsara ihany (mba relativiser-na koa ilay izy)

Raha resaka support technique aloha dia sahako ny milaza fa mba misy disponibilité ihany ry zareo,ary natsoinao izy dia avy eo mirappel-nao @ télphone ny na izy mihitsy no miantso manontany problème marina fa tsy voavaha eo noho eo daholo na dia izany ary
Nyu commercial angamba no hitako manao valy boraingana ndraindray
Fa dia aza zatra manaratsy foana fa izany koa angamba no ananareo problème matetika

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: droopy
Date: 22 juillet 2010 - 18:57

tsympiasablueline >>

Hoy ianao hoe mirappel izy ??? msedéplacé mitsy enao zay voa résolu ny pblm. Firy ny numéro ahazoana anao oz iz ry zareo ? De manome numéro enao fa 2 jours enao tsy atsoiny zany. Ary tsy izaho irery an ! Sa oe be loatra le taraina tonga de atao tirage au sort ? lol.

hic >>

Marina mitsy zany aloha e. Tena le connex eto amin tanana tena mbola tsy mamely doly. Za zao nanontanitany an le an moov koa fa izy ndray hono tsy tapaka mitsy fa lent be fadiranovana.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: carine
Date: 22 juillet 2010 - 18:58

Ho itanao iz refa kelikely eo.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: carine
Date: 22 juillet 2010 - 18:59

ry tsympiasablueline a.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: asintsoa
Date: 23 juillet 2010 - 14:54

kouly>> na any an-dafy ary hotran'ny tsy misy an'izany débit fixe zany fa hoe "jusqu'à 30 méga", na koa hoe "jusqu'à 100 méga" (raha efa andalovan'ny fibre optique...,) fa ny mba tadiavin tsirairay kosa dia mba tsy 256 kb izany tsony ny débit minimum e.. mba tokony hoe tena vrai "TREs" haut débit amin'izay fa tsy "haut débit" tsotra tsony.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 23 juillet 2010 - 17:17

tsy haut débit fa débit !

miditra birao FAI ianao dia hoy ianao hoe : mitady débit aho ! ka mety misy ve io?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Ato
Date: 23 juillet 2010 - 17:25

hic! > Any @ mpivarotra crédit mety misy ouzy.laugh

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: solution
Date: 29 juillet 2010 - 11:52

Ny fanaovana azy ry ireto de izao a, ref tapatapaka ny connexion d tapatapahana koa ny vola any @ banky. 100 000fmg iany apetraka ao d ataovy mijaly koa vao mahazo vola @ izay hitan'ny blueline tsara ny fijalinareo.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: mapiasa 4g
Date: 29 juillet 2010 - 11:56

Mahandrasa kely roa volana d ho hitanao nenao. Mety enao ndray ary no hamorona sujet eto. hihihi!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Offline
Date: 31 juillet 2010 - 11:52

BJR,
TENA MISY PROBLEME COUVERTURE IO 4G IO
za ETO @ CENTRE VILLE FA TAPATAPAKA B.
NY SIGNAL KOA MBOLA TSY MATANJAKA KA RA VAO MISY OBSTABLE(ANY ANATY TRANO, misy batiments avo ny manodidina) NA IVA TOERANA DE TENA MANAHIRANA NY MICAPTER LAY SIGNAL.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: rantouh
Date: 01 août 2010 - 06:59

salut doly ny forumiste reetra
f angah tsy mapme be fa ra nahazo signal jiro manga 2 le cpe taloha de lasa 1 amzao ary le toerana nasiko azy taloh aza tsy mahazo tsony (nihena v le puissance nle access point ndry zalah ??????) . Ety Androhibe io an !
Sasatra mamindra toerana anle modem fa de indrisy, sa marche une fois sur 3! Ny trano aza mo zany de tsimaintsy mikorontana noho ny famindrana azy isaky ny mihodina; ny qualité ana signal zany ra tena maazo de 30% max nefa taloha (le toerana tsy mahazo amzao tsony) de 40/55/60% eo ny signal. Fa misy inona e? sa de fanahy iniana mintsy v ? Grrrr! faninanon

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 01 août 2010 - 10:13

mivadia indray ovy e!
vazivazy iny ! fa torohevitra fotsiny ny ahy ! rehefa tafiditra aloha dia aza miovaova intsony hatreto ! na ovy endasina io na loranjy marikivy io, na zay'nenlah io, na manga manta io ! fa miandriandry aloha izao no mety ( ndeha atao hoe : miandry fifidianana)

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: mba ampio e!
Date: 02 août 2010 - 12:06

Fa le izy ve rehefa mahazo le Box BM652 de relier-na @ calble RJ45 de tonga de mahazo connexion sa relancer-fotsiny ny connexion Internet any @ Panneaux de config ,
sa misy paramètrage be atao e?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: manamps
Date: 02 août 2010 - 13:01

mba ampio e! > vao atsatoka tonga dia mahazo connexion . Tsy misy paramétrage hafa atao .

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Expert Info.
Date: 03 août 2010 - 12:36

Blueline tompoko dia 0 pointé. Ny débit dia tena ratsy amin'ny atoandro.Ny alina mbola mila miandry fotoana malalaka.
Qualité de service Hotline, sy Commerciale 00 koa. tsy fatany ny zavatra amidiny. Manque de professionnalisme tokoa.
Raha question technique no apetraka lany andro eo fa mifampihera ry zareo.
Blueline fini.
Blueline Tv, chaine gratuite am antenne parabolique gratuite ireny ny hivoaka eo. Nefa ny mpanjifa andoa 10000 Ar isam-bolana.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 03 août 2010 - 14:45

ato amin'ity rubrique iray ity ihany anie dia efa misy resaka tv sat gratos lava be e ! mividy matos indray mandeha dia izay !

fa ilay net aloha hmmmmm!!! raha sambasambany aloha tsy maninona e!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: fenolalaina
Date: 05 août 2010 - 10:36

misy namako manana 4G zao dia mifanandrify tsara amin'ny antenne an-dry zareo hono no misy an'ilay modem-ny ka mahazo tsara,ka tsy maintsy màka coin ahazoana an'ilay antenne zany vao mandeha tsara ve ny débit? fa ohatran'ahoana izany antenne an-dry zareo zany e, aiza avy no misy an'ilay izy?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 05 août 2010 - 10:48

ny olana amin'io dia hiova coin matetika ianao ! ary ny hiafarany dia tsy hahita coin tsara fa misy coin hita fotsiny

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: babyface
Date: 07 août 2010 - 23:06

spectroplasm)
zay lo mampiasa le illimité 512 , le net fotsiny de machine roa ihan nefa otran milona be sahady ravao samy mampiasa nefa le barre tsy mihetsika eo @ 3 foana .
mbola ts ampy ray volana nefa n nazaona azy.
zay moa efa tafiditra d n manatsara sisa no azo eritreretina ka mba mila fanampiana amnareo mahay e:
le resaka ouverture-na port @ utorrent zao ray fa otran ts mis model mitov amty huawei bm652 ty mints le ao @ portforward.com
tena indispensable v le antenne ra mahita barre 3 foana nedala
azo fantarina v oe hatraiza no mety azo atao farany miaraka am zan débit 512 zan (genre oe à partir aplication farany z maivana otran oe facebook en passant par skype ka hatraiza ny mety ho potentiel azo antenaina).

contact : babyffface@gmail.com

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: tsy azoko
Date: 07 août 2010 - 23:28

Fa atao inn lty ry Solofo io contact io ?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: blueline killer
Date: 07 août 2010 - 23:39

Your Connection Information

What's this? Your IP: 41.204.102.91
What's this? Your Hostname: static-102-91.blueline.mg
What's this? Proxy Type: 1.1 www-cache-5.malagasy.com:3128 (squid/2.7.STABLE3)
What's this? Forwarded For: 41.204.102.67


tena gaigy be ity proxy apetraky blueline ity

lazainy fa illimté e rapida be e wawawwaaaaa censure

censurecensurecensurecensurecensurecensuresuicidesuicidesuicide

kanefa blokendry zala daholo ze site hitany fa be mpampiasa


tena tsy misy fiovana le blueline e voa maika lasa ratsy kanefa oe miara miasa @

orange sy efa mampiasa FO

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: mba omeo fika
Date: 07 août 2010 - 23:47

marina mintsy zany

zay ko aty mba naka anio 4G io fa mba hoe hanao download kanefa in

sady tapatapaka lava kanefa feno le jiro manga 3 ireny no sady tsy mande ny site

fanaovana download kanefa ko mbola vo 1 volana mehery kely fotsiny izay


mba atoroy hevitra ry zareo fa voa be e

ahona ny fomba fametahana ilay antenne de antenne toy ny in ilay izy


otran'ny nahita t@ google oe mampiasa zany proxy izany dia misokatra ireo site ireo

vidina ve io proxy io sa aona de mety aiza no ahitana anio mba alefaso eto ry zareo ze mahita hevitra an

misaotra

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: ty ny fika
Date: 08 août 2010 - 12:51

mba omeo fika > ie , vidian le izy . Ao @ DTS misy . Contacter-o ny service clientèle

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: someone
Date: 09 août 2010 - 09:50

>>>>>blueline killer

tena marina zany! ratsy loha mintsy ty blueline ity! LIMITE b en téléchargement sady tapaka foana

NULL B

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: 4G POUURIII
Date: 09 août 2010 - 14:07

Za zany tena sosom mintsy eh! soa ihany aloha fa tsy zah no mando vola fa ny ....
1Mega illimité...ny download am centre de téléchargement dia veloma rapidshare eh! hotfile eh! megaupload eh!!
FITAKA IO FA AZA MIJABAKA
IP TOKANY NY A NY KILA RETRA!!!!!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: andriloova
Date: 09 août 2010 - 15:54

ary mandeha tsara ve raha manao download video streaming sequence films ho an'ny olo-dehibe ireny?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 12 août 2010 - 20:09

Le 4G est encore en phase d'essai technique, même dans certaines zones du plein centre ville, les clients se plaignent toujours à cause de la mauvaise qualité du signal.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 12 août 2010 - 20:10

Asakasakareo zay te hiditra aminy

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 13 août 2010 - 09:58

tsy maintsy misy ny atao kôbay ! rehefa vonona ny hanao sorona ianao dia midira fa mety raha vonona ianao ! satria ny atao hoe fakitiora dia teny efa hain'ny rehetra ny fampiharana azy,
ary mahagaga raha fakitioura no atao kôbaii ! izany hoe : tsy misy olana iny fa aza matahotra ianao fa mandeha tsara iny!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 17 août 2010 - 19:16

Mbola nisy fahatapahana indray

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 17 août 2010 - 19:49

oʇǝɹʇɐɥ nolɐ ʎɐlıɯ ʎsʇ ɐloqɯ

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: someone
Date: 18 août 2010 - 11:08

Aza miditra @ io fa publicité mensongère. Tsy triple play fa triple lent et null

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: predat
Date: 19 août 2010 - 18:06

NOn, NOn, Non, Non
boxesuicidecensure

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: rrrrrrrrrrr
Date: 20 août 2010 - 17:54

ary iza no mahakobo ireo anaran'reo chaines any 4G blueline e!!!!!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: pub m
Date: 21 août 2010 - 09:13

Publocité mensongère? yé! oy ilay ramato @ pub hoe "mijery tv izahay mianakavy" hihihihihihihihihihihihih!!!!! nefa mbola tsy misy akory

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 21 août 2010 - 15:17

Dea zao koa de presque kenda daholo ny source de telechargement ankoatra ny rapidshare, indrindra ny antoandro.
c'est vraimemt ....
Ny fahataphana matetika teo alou efa manamerde ...
De inona koa ny manaraka ...

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 21 août 2010 - 15:20

Nareo izay mbola tsy tafiditra tandremo tsy ho tratry ny piège.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 22 août 2010 - 12:48

Le izy ve tena programmena reo techniciens reo mihitsy lay fahatapahana sy lay connexion miadana satria t@ za vao nahazo lay 4G t@ voalohany de nande normal tsara (debit normal ary tsy de nisy fahatapahana loatra) nandritra un mois (mety fika hamitahana kill koa angamba io mba hampilendalendahana sy handrisika lay client hanao sonia lay contrat, (ho an'zay nanao periode d'essai io).

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Hmm
Date: 22 août 2010 - 12:54

Tena mety possible ihany koa MISY AMIREO TECHNICIEN NY BLUELINE REO MANAO "SOUS FAI" KA MIVAROTRA ILLICITEMENT NY BANDE PASSANTE NY BLUELINE KA NENAO MANAO ABONNEMENT MENSUEL NO VICTIME AMIN ZANY.
TENA ZA MINO MISY MIHITSY ZANY

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: zay ko tsy tia
Date: 23 août 2010 - 12:04

marina mintsy io resaka lenteur io fa zay koa anisan'ny nahazo io 4g io fa t@ voalohany mba ca va ihany, zao nefa tsy mande mihitsy satria misy serveur proxy masososo be ao de tapahiny daholo ny site tena fakana download rehetra.

Mety possible tsika rehetra voafitaka ireto ra miaraka mankany de miteny hoe ndao tapahina ny contrat.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Zhou
Date: 23 août 2010 - 20:57

mlay ka !!! rah debit çava e (à titre de comparaison)

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12345Suivante
Page: 4 sur 5


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum

à FRANCE PHOTOS TIA antananarivo cours emploi facebook femme film gasy gmail google gratuit horoscope hotel jeux mada madagascar mail malagasy malgache offre pazzapa photo sobika sobika.com video yahoo yahoo.fr

Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
· relevant de la diffamation et de l'injure,
· de nature pornographique,
· invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
· incitant aux crimes et délits,
· incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
· faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation de crimes contre l'humanité.

Règles de base :
· Respectez l'organisation des thèmes proposés.
· Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions.
· Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
· N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
· Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo.
Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur, na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny
moderateur@dts.mg

©