logo Moov
Google
 
         
Informatique et Télécom
Aller à la page: Précédent12345Suivante
Page: 2 sur 5
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: 'ngahy jeneraly
Date: 09 juin 2010 - 01:38

fa ny mahagaga tokoa aloha ry zareo de tsapa fa niharatsy ny freedsl hatramin'ny fahatongavan'io resaka triple play io an;

info freedsl : Bande Passante = 256kbps (modulaire xD); raha ny nôrma zany dia tokony ho 32Kb/s ny down.
Kanefa ny ahy ry zareo tsy mihoatra ny 4Kb/s mintsy ny debit ato (voarefy @ DuMetter) efa ho 3 semaines zay,

mba misy mahatsapa an'izany cas zany ve nareo mampiasa freedsl namana ?

zay ety tsimbazaza ety no mipetraka

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Jomaka
Date: 09 juin 2010 - 12:05

Miala tsiny ry mpiasa Gulfsat sy blueline fa zao ndray vô tafiditra fa avy tany @ dezaka nanao mission, d lé mpiasan'ny gulfsat no anontaniko fa in manko no technisiana fa zay ts mila commercial, ts mafantatra n'in'in fa ny ivarotra iany no ao antsainy

Ts vôvalinao tsara lé nanontaniko tari oué in lé norme ampiasainareo ao @ boucle local????????????????????????????, ra met d alefaso eto mints ny détail (bande de fréquence, multipléxage (temp?, freq? sa code?), ny modulation sy ny sisa, firy ny sensibilité anlé récepteur d manaôna ny configuration cellulaire eto @ ville tana (firy zao ny BTS, manaôna ny transmission entre BTS & BSC???,....), ra vôvalinao reo d tena technisiana marna enao fa ts commercial, afaka manomé toky anreo forumiste za @ resaka débit

Ao @ liaison internationnale alou d efa mis kôzy ao oué Lion no ampésaina, nefa ny LION ANIE KA HATREO TAMATAVE IANY NO FIBRE OPTIQUE E!, avy eo makaty tana io mandé FH izay mbola zaraina @ téléphonie Orange any @ tapany atsinanana sy avaratr'i Mcar, mtovy @ satellite iany io hatreto


Zany v no atao oué 4G?????????????????????????

NONNNNNNNNNNNNN!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: maven
Date: 09 juin 2010 - 12:22

firy Mbps azafady no vidian'i BL @ Orange ?
ary firy Mbps ny sortie internationale VSAT ao aminareo mba hijervanao azy hoe mahazaka tsara ve ?
raha 4G nefa ny sortie kely dia mitovy ny hafa ihany, izaho manonkana aloha dia ny media fotsiny no milay fa rah zavatra mandeha eo amboniny tsy misy ...
Efa nisy namana no niteny hoe F1 ny fiara nefa mandeha 20km/h dia aleo 2cv ihany sady tsy mandany sosy !!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 09 juin 2010 - 17:33

rehefa mandeha mihitsy io eassy io izay vao (mety) na (tokony) ho stable daholo ny connection eto amin'ny tanàna !
mety hisy anontany hoe : inona koa no ifandraisan'io amin'ny voasary lôranjy sy ry manga?
resaka hafa mamaky loha io fa izay ilay izy anefa!

ny zava-misy aloha izao raha misy atao hoe mandeha tsara any ho any dia misy fetrany iny ! limité en volume ouzizy ry zala zay ! fa raha tsy izay indray dia ilay tsy mandeha tsara na eo ho eo ihany na zara raha mandeha no azonao, saingy tsy voafetra iny illimité ! ohatra hoe ovy zen sy freedsl

raha tahiny ka mandeha io eassy io dia eo isika mahita hoe hanao ahoana daholo ny connn rehetra misy eto amin'ny tanàna. Mbola fanontaniana io aloha hatreto, sy hoe rahoviana marina? juillet? sa amin'ny 2011?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: eheheheeeeh
Date: 09 juin 2010 - 21:09

Salama daholo isika,

Zahay zany nampiditra 512kbps 4G blueline ty efa ho 1 mois izay t@ reny FIM reny. T@ mois de mai iny tena ok tsra mihitsy ny debit, afaka mijery tele en ligne mihitsy ianao @ le izy, ny download mande tsra satria mahita hatrany @ 50ko/s any ny taux de transfert.
Tsy naharitra anefa fa de nanomboka ny Lundi teo de niova ratsy be le connexion satria le télé mba fijery tsy mety azo intsony, le downdload de lasa max 10ko/s, de gaga ny tena hoe efa saturé sahady ve le zone sa le un mois voalohany ihany no atao tsra de avy zara raha connexion avy eo.
Nanao ty test ity aho t@ ity site ity www.frameip.com/test-mesure-debit-bande-passante/test-mesure-debit-bande-passante.php de ito no nomeny : 46 Kbps
soit 5.75 Kops ( andro @ 8 alina io an)
Ty koa misy resultat test hafa :www.speedtest.net/result/842033881.png
Tsy haiko ze marina @ reo aloha fa ny fantako de lasa ratsy le connexion anay

Misy zavatra iray koa mba tsikaritro @ le connexion : marihina aloha fa tsy de havanana @ resaka reseau ty izahay ka tsy haiko na mitombna na tsy ny ahiahiko
Raha sendra manao download @ reny rapishare le compte gratos aho indraindray de miteny le site hoe "Efa midownload fichier ny adress Ip anao hoy izy fa andraso aloha vita io" nefa za vao miditra @ le site mihitsy de la journée. Possible ve hoe misy mampiasa le connexion sa hoe ahona no maharatsy azy, mba azavao izay mahay hoe fa maninona?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: 3G orangekou
Date: 10 juin 2010 - 08:52

Izaho koa dia efa tratran'io am rapidshare io, fa any atrano mampiasa orange 3g; rapide be ny connexion (tena 1Mbps satria tafiakatra 120ko/sec réel ny download, presque amin'ny source rehetra). Fa kosa rehefa mampiasa rapidshare dia lazainy fa efa manao telechargement ianao kanefa vao miditra amin'ilay site mihitsy de la journée. Angamba ilay IP fixe no mahatonga an'io.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: 3G orangekou
Date: 10 juin 2010 - 08:53

Izany hoe mitovy daholo ve zany ny adresse IP mpampiasa orange sy blueline???

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Outi
Date: 10 juin 2010 - 09:31

eheheheeeeh >> Manandrama outils (logiciels) de surveillance du traffic réeel sur la bande passante,dia ho hita eo daholo izay miditra sy mivoaka ao.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: orangenet
Date: 10 juin 2010 - 09:33

>>> Fa kosa rehefa mampiasa rapidshare dia lazainy fa efa manao telechargement ianao kanefa vao miditra amin'ilay site mihitsy de la journée.

orangenet toa mampiasa passerelle commune raha tsy diso aho.

Clients (adresses IP privées) <=> passerelle (80.12.72.20) <=> internet

Vérifier-o:
Démarrer -> Exécuter -> cmd -> ipconfig /all

dia ho hita ao raha adressage IP orangenet raha privée (à la 10.xxx.xxx.xxx).

Vérifier-o ato ny adresse IP publique:
h ttp://cbe.visolve.com/

Raha izay mantsy dia izay clients orangenet rehetra dia 80.12.72.20 daholo ny adresse IP vue sur internet.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 10 juin 2010 - 10:22

rehefa tena mandeha tsara ny ovy zen sy ny freedsl dia mijanona amin'io tarif io dia tsarovy fa amin'izay fotoana izay vao tena milay ny conn eto amin'ny tanàna rehetra ! indrindra moa ny ambonin'ireo voalaza ireo

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: maven
Date: 10 juin 2010 - 13:00

mandainga izany lay mpiasa'i BL iny hoe IP public no azon'ny client amin'ny 4G possible au commercial zany iny fa tsy tech pfffffffffff

de ilay voip dia nilaza izy hoe en option , en option ahoana ? izaho te i connect en sip any ivelany fa hoe en connection ahoana ?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Jomaka
Date: 10 juin 2010 - 14:45

Na ray izy mampiasa passerelle araka ny lazain'i Orange net, na marina izy mampiasa adresse publique fa TSY FIXE, zany oué isaky ny mdéconnecte ny machine d miova ny adresse azo, ka lé adresse azo vaovao mety efa avy nis nampiasa ary efa itanlé serveur d zay no matonga an'io resaka io

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: TESTS 4G
Date: 10 juin 2010 - 16:53

Salut à tous,

otran nahita anty test ty za sodé mahasoa an zé te ahafantatra an le 4G

www.methode-zebu.in/?p=26

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 10 juin 2010 - 17:13

Mifandaka ny voalazan'io site voatondron'i TESTS 4G io sy ny voalazan'i eheheheeeeh

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: bandy mahita
Date: 14 juin 2010 - 16:42

ts tena vrai 4G ny an'i blueline. misurfeva nareo dia ho itanareo zan tena definition 4G lo vao miteniteny foana, vao nanomboka tamin'inty 2010 ty ny fametrahan reseau.
Pour info dia ny 4G = 3 fois la vitesse du 3G, ary tena farak'iazey rapide ilay izy.
ankoatr'izay dia miara miasa @orange i blueline.
alors arreté de dire n'importe quoi avec votre 4G 4G.
betsaka ny ol niditr 4G fa mse plaindre momban'ilay ts mahazo reseau,ar ra tena 4G tokoa dia tokony hazaka appel video ny telephone,chose qui est encore impossible.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: bandy mahita
Date: 14 juin 2010 - 16:48

eheheheeeeh>>50ko/s zan ne lesy k kely e, nyreseau 3G any france eo@300ko eo, ka tsika gasy dia fitahina foana foana,aiza mo no hivotra??
lazaina fa 4G nefa aiza ko?faly andafo zavatra fotsiny ny sasany dia pub natao mafotaka,manina zao raha tsy asiana mifamitaka izany?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Jomaka
Date: 14 juin 2010 - 17:01

Itanao zay!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: maven
Date: 14 juin 2010 - 17:30

izao aloha dia mampiasa freedsl fa t@ weekend teo tena tsssssssss timeout foana, lay proxy transparent ao mihintsy no fotaka. Nanao tunnel ssh @ na serveur any ivelany aho fa mba nahita nangirana malaelo(
tena niaratsy ny QoS ao pfffffffff sa lasan'ny 4G daholo nefa ny 4G ary mitaraina koa. Donc tsy ampy izany ny sortie eeeeeeeeee!!
raha proxy zato ary no ao rehefa tsy ampy ny sortie dia mitovy foana fa tsy misy magie io!!!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? (HS)
Par: rovitra
Date: 15 juin 2010 - 04:06

ny internet eto @ tsika zany D mbola ho ela dia ela mihintsy vo ivotra satria:
- Ny vidiny alo dia tsy ho zanka-tsika mihintsy ra tena itady connexion "très haut débit".
Ny vidina matériel lafo dia lafo, akotran'zay ny FAI dia mifaninana nefa tsy manapoka akory.
- Ataon'ny FAI lafo loatra le izy nefa mi-doka doka ery oe "le moins cher du marché" pour 1Mo (surement non réel) nen' sasany no efa 500.000AR, aiza mo isika Malagasy no iroso!!!

Any Japon zao pour 5Go/s (réel) environs 5600yen = 50€, any France 1Go/s = 30€
Nefa ny antsika 512ko/s (non-réel) no efa 105.000 Ar = 37€

Ra teny ampandroso ny Internet eto ny FAI gasy ; sady efa manana matos mlay ; tokony mampidina ny vidiny ary tsy ho maty antoka satria ho betsaka itsika no ampiditra internet isakin'ny toka-trano. Ny ordinateur zao efa presque tout le monde no manana donc tokony ivotra tsara ny internet eto @ tanana, fa tsy amitaka kil otr'zany ny FAI...

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: bandy mahita
Date: 15 juin 2010 - 09:07

any france zao internet + canal sat + phone dia eo@37euro par mois,zan ar internet haut debit an,vitess de telechargement=200ko/s min somary ekivalen@550mil franc eo zan
ny an orange ohatra oe haut debit nefa lafo be, pub fotsiny oe mora fa hatramzao lo dia mbola ts dia hita loara e

ary iza no efa nanadrana appel video @fone mazak 3G ireny ianareo ka nety? normalement mants telma sy orange tokony efa mety, ny tenako nanandrana fa eee,phone roa eo ambany masoko d sam activeko 3G fa ts mety e,nf ny reseau milaza mahita 3G avokoa

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: 4G tsy milay
Date: 15 juin 2010 - 10:25

za tsy manana an'io blueline 4G fa manana akama aho mampiasa azy, ty ity no zavatra hitanay @ le atao hoe 4G aminy : capture ecran téléchargement io, tsy mila azavaina be fa miteny ho azy ny image h ttp://wi.cx/images/image.gif
h ttp://wi.cx/images/image2.gif

eh oui C'est ça blueline 4G, de la @#$%&!

Mazotoa ze mbola te hiiditra eeeeeeeeh!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Connlimit
Date: 15 juin 2010 - 12:37

Eny less, refa olona hi tester debit @ zavtra tsy ilaina (test debit juste pour tester) kosa ve tsy norma raha kendaina?

Efa prevu anaty regles limitation debit izany mesure tsy haninona tsy haninona izany winking smiley

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: kiiiiih
Date: 15 juin 2010 - 13:36

De mbola sa manao bup an'izao iahny ve le blueline hoe vrai haut debit io, 1,5ko/s, tsy lety ehhhh, fichier 10 mo ve no alaina anaty 3 heures ntsssssssss!!!!!

Zao ilay atao fangalarana ankarihary. Soa ihany fa tsy molamola niditra t@ io ( fichier 10 mo ve no azo anatin'ny 3 heures. Tsy aleo mijanona ovy ihany iiiih

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Akama1
Date: 16 juin 2010 - 07:02

raha azoko tsara zany ry zareo dia tsy afaka mampiasa rapidshare sy ny mitovy karazana aminy zany ty 4G ty

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: someone
Date: 17 juin 2010 - 11:44

ratsy b fa tapatapaka foana ny connexion, mandeha 2 min d tapaka 2 min

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Offline
Date: 17 juin 2010 - 14:03

someone> ataovy akaiky ny varavarana lay modem na avoka any ivelany na eny ambony tafo lol
Efa lazain'nlay guide nomena iny ange fa tsy maintsy tsara toerana lay modem
Ny ahy zao eny mbony tafo fa mande tsara

Mazotoa eh!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: someone
Date: 17 juin 2010 - 14:50

Offline --- ka le signal efa 3 nefa mbola tapatapaka foana

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: killkely
Date: 18 juin 2010 - 00:00

io ilay noteneniko foana: tsy mazava io site web tsy misy offre io!

mbola mivarotra rivotra!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: za koa mampiasa 4G
Date: 19 juin 2010 - 21:01

Za ko alo mampiasa 4G,fa eheheheheh me-decu isan-andro isan-andro!!! tapatapaka foana.Sa zay le illimité an'ny gasy???

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: saika iditra
Date: 21 juin 2010 - 12:59

Zaho zany vao saika iditra ao @le 4G fa maita le echangenareo ato @ forum aho de matahotra tanteraka. Zay manao temoignage toa ratsy daholo, manasa an'ingahy ilay mpiasan'ny blueline mba hanazava bebe kokoa fa matahotra izahay

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 21 juin 2010 - 15:36

rehefa tena mandeha ny 5G dia izay vao mety andeha tsara ny 4G

sa ahoana ny hevitry ny mpampiasa 3G ? satria raha ny 3G io koa no mbola tsy mandeha tsara dia ilay point G mihitsy no misy olana raha izay !

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Bemasix
Date: 21 juin 2010 - 17:07

In ny idiran'point G ra hic an!... diso adiresy ingà!!! fa na izany aza mapme be comment-n'ingà hihih...

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: clip
Date: 21 juin 2010 - 18:39

Zah koa ry zalah ohatran'ny mahatsapa fa toa manomboka miisatra izany ny connex ato @ manga tato ho ato izay an!
mampiasa SME 1 Méga (modulaire) zah fa tsy mitovy amin'ny 2 volana lasa intsony fandehany, ary io ilay efa nampoiziko.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Spectroplasm
Date: 22 juin 2010 - 00:02

Za alou efa nihoatra ny 1 volana zay no nampesaiko ny offre 4G ny blueline e, le izy le gamme 4G iany fa tsy naka anle phone sy tele za satria tsy miasa amiko ireny. Bon premiere impressioj alou t@vao nahazo an'ilay izy za d tena hitako fa mande le izy e. Le nalaiko kr gamme 512 fa tena hitako tsy milatsaka ny 62.5ko/s ny debit, 3semaine taty aorina dia nanomboka nanapaka vonnex foana le izy anefa ary nieritreritra teo za kloun d nojereko le boite d hitako fa to miredemarre hoazy le izy indraindray ary tapaka ny connex, nojereko le signal anle izy via outils de mesure dia hitako fa 26db ny puissance anlery ary ny taux de signal antenne dia 76%, refa manao telechargement za dia hitako fa milatsaka rapida le 26db ary lasa ho -8db mitsy aza, refa milatsaka -lery dia tapaka oazy le connex, teo za vao tonga saina fa le watt sy amperage makao no tsy ampy. Nesoriko le izy ary nentiko tany ambony rihana le boite d natsatoko akaiky ny tafo "tuiles". Nosokafiko le boite ary naka antenne alcatel simba aho napetako t@le borne omni directionel anle boite, nosoloiko adapteur 12v hafa le adapteur anlery nasolo adapteur manome 3Ampère, manaraka tsy nataoko direct t@ordi le cable rj45 fa napasiko routeur (D-Link DI-624) d avy tao no natsatola t@ ordi le izy. Refa vita zany rehetra izany dia napiretiko le izy ary niandry teo za nijery anle izy nahita 3 bar le jiro manga (3bar no maxi anlr izy) norefesiko le signal 26~27db ary ny taux de puissance anle signale 100% tsy nihidina.

Nandramako le test ary hitako fa niverina nalaky b ndray, nakany @site huawei za ary naka ny mise a jour firmware ho ana huawuei WiMax bm652 (mitovy modely @ bm632,625) nosauveko le memoire alohan'nanaovako ilay MAJ 12minute teo no nanao anazy, vita izay dia naveriko daholo lr option anle izy via anlr web interface anle izy. Notrsteko @zay le izy fa tsy nilatsaka tsouny le debit fa 63.9~240.7ko/s eo ho eo ny debit fa tena faly aho aloha e, le routeur D-Link sady point d'accès wifi koa ary ny Iphone roa ato antrano mande tsara daholo @ le izy mampiasa skype sy googleVoice miantso sy mifandefa sary any @havanay sy namana any andafy fa tsy mihitsoka mitsy
Na ny latence aza nihidina b mitsy teo aloha ny ping mahita 470~876ms fa zao lasa 80~107ms ny makany andafy. Faly alou ny tenanay hatreto e conseil anizay manana 4g soloy le adapteur fa mora mafana ary mitadiava toerana mande tsara ao antrano

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Spectroplasm
Date: 22 juin 2010 - 00:10

Tena refa namaky ilay poste za nahita fa nisy diso frapy fa azafady e le iPhone no ampesaiko mijery net @zao fa kamo hifoa hoetsy @ ordi ny tena. Fa tena betsaka ketrika azo atao le modem anlerony iny kle soa iany fa novidiako le izy fa tsy nofaina @zay mankou afaka manao experience e. Fa fanontaniana manitikitika dia izao, iza no naka ilay gamme musy tele iny? Mba tiako ho fantatra fotsiny msnkou hoe nomeny lozika sa adiresy internet le mijery tele? Sa v hoe nomeny adiresy IPdedier (ipTV)? Msaotea ee

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: saika iditra
Date: 22 juin 2010 - 09:15

Araka ny teny teo moa de hoe tena mbola mijery tsara ny offre vao tena miditra. Sao de misy manana info na de mbola tsaho aza ny future offren'ny telma/Moov rehefa mandeha ny eassy?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Ntaolo!
Date: 22 juin 2010 - 10:36

saika iditra,

Ny manantena tsy misy hono no sarotra fa ny mamoy mora foana .
Efa ela ihany izay nandrenesako an'Ambatobevohoka izay fa mbola tsy teraka ihany .
Raha ny dokambarotra aloha no azo inoana dia voalohany ry zareo ireo saingy ny toky fitaka fa ny atao ro hita

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: someone
Date: 22 juin 2010 - 12:08

tena ratsy b ny connexion sady tsy misy firarahina mintsy enao rehefa avy vita ny contrat.
lazaina hoe illimité nefa misy contrainte hoe tsy mahazo manao telechargement volumineux.
zay manenina

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: fonky101
Date: 22 juin 2010 - 12:15

Spectroplasm >

sode mba afaka alefanao eto ny rohy misy ilay mise a jour firmware

na mba afaka alefanao ao @ fonky101@gmail.com fa tena manampy be dia be amiko mihintsy io


dia aiza ko no mba mety ahitana io adapteur 12V 3ampere io

misaotra

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: someone
Date: 22 juin 2010 - 12:32

boxehumtronc
null b 4G blueline

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Moov__
Date: 23 juin 2010 - 21:46

Moov ovy.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: arakarak
Date: 24 juin 2010 - 00:01

M OO(/20) V

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: pikhcom
Date: 24 juin 2010 - 01:05

za mpiasa blueline> fa le 4G otrany tena ngezabe sa iny sady routeur wifi no modem???!!! Otrany hoe le dome zany le izy...

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 24 juin 2010 - 10:06

fa ahoana no ngeza be? inona daholo izany? kanefa ny puce kely bilitika !
ahoana moa izany?

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Offline
Date: 24 juin 2010 - 14:27

Ity sarin' lay modem 4G zay te hijery

www.yugatech.com/blog/wp-content/uploads/2009/12/wimax-modem.jpg

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: Tsy mahay
Date: 24 juin 2010 - 21:52

Dia inona izany no provider tsara fa izahay efa 3 taona no moov fa tena tsy lasa intsony mihitsy fa miha-ratsy andro aman'alina.

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: hic!
Date: 25 juin 2010 - 10:35

raha hitady ny tsara dia ny akaiky indrindra izao dia ao Maurice !

fa raha tsy izay, dia asio rano mangatsiaka azo sotroina matetika eo akaikanao eo rehefa mi-net ianao !, ary alaviro ny telephone ! .REhefa tsy mi-net intsony ianao dia tsy maninona fa afaka mampiasa phone amin'izay

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: azerty_off
Date: 25 juin 2010 - 21:25

hic>mba omeo sopapa an'ilay any Maurice
Za manaiky tanteraka hoe mbola tsy lavorary ny technologie eto madagascar satria mbola vitsy ny mpanjifa, nefa:
- tokony hisy transparence tanteraka, qu'est ce qui attendent les clients si ils s'engagent, tsy resaka contrat mihitsy
- ny service client tsy mifanaraka mihitsy amin'ny vola aloha isam bolana
- atsahatra ny publicité mensongère (3G/ 4G, ...)
- mba manao investissement

azon'i moov zaraina aminay ve hoe ohatrinona ny investissement nataon hatrizay ???
tsy rariny kosa aloha izany internet illimité izany nefa ny téléchargement limité ee !! fa heverina hoe hanao inona fotsiny zany ??? hijery moov sy blueline ??

Raha ny amiko manokana aloha dia ny connexion an'i Orange no hitako tsara indrindra hatreto saingy tsy misy offre illimité, ny ankoatr'izay tena 0 tanteraka (raha oharina amin'ny vola aloha isam-bolana)
Zain (airtel ?) sy telma mampanantena amin'ny eassy
naika haka blueline à fa niantso in-4, toa narirarirany fotsiny, soa fa tsy niditra izany

ny fahitako azy association ana consommateur ihany no vaha olana, site web iray izay milaza ny pour sy ny contre ny provider rehetra - fara faharatsiny ahazoan'ny olona misafidy tsara sy mba manosika ny provider hivaotra

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: site online
Date: 26 juin 2010 - 10:46

zay fa en ligne ny siten'ny 4G!!! mba misy mamaky ihany izany ity forum ity.
fa i moovy tompony indray no tsy miraharaha e!!!

Options: Répondre
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty?
Par: GAsy___
Date: 26 juin 2010 - 13:16

Moov + blueline = vitagasy

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12345Suivante
Page: 2 sur 5


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum
Radio en ligne

à FRANCE PHOTOS TIA antananarivo cours emploi facebook femme film gasy gmail google gratuit horoscope hotel jeux mada madagascar mail malagasy malgache offre pazzapa photo sobika sobika.com video yahoo yahoo.fr

Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
· relevant de la diffamation et de l'injure,
· de nature pornographique,
· invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
· incitant aux crimes et délits,
· incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
· faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation de crimes contre l'humanité.

Règles de base :
· Respectez l'organisation des thèmes proposés.
· Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions.
· Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
· N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
· Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo.
Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur, na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny
moderateur@dts.mg

©