|
Informatique et Télécom
Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
m ovy
Date: 26 juin 2010 - 15:16 Oviana moa i moov no mba niraharaha !?! Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
lafo loatra
Date: 26 juin 2010 - 18:02 tonga ao marina ny offre vaovao,, ao amin'ny site blueline...
illimité +tele 1mbps = 229000 ariary
raha 2mbps = 390000 ariary
oh ré olona, tena lafo be anie izany é ( 84 sy 140 euros!!!!)
amiko mbola tsy mandeha amin'io offre blue line io mihitsy ny lion sy ny eassy.
rahoviana ihany ary.... Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
spectroplasm
Date: 27 juin 2010 - 15:11 Ie zafady fa somary ela ela ndray vao nipost teto ny tenanay (fonky101 efa nalefako tany @la tany le rohy fangalana ilay firmware update an'ilay modem), araka le post nataoko teo aloa teo momba ilay connexion an'i blueline ilay atao hoe 4G hoy zareo dia marina tokoa aloa fa 4G no ampesainy na "Pre-4G" na antsoina koa hoe "mobile-WiMax" izay tena misy ary efa nisy depuis 2006 mondialement parlant izy io afaka jerena ato ra liana ny te hafantatra bebe kokoa isia rehetra. en.wikipedia.org/wiki/4G sy eto en.wikipedia.org/wiki/Mobile_WiMAX#Mobile_WiMAX ny rohy farany io manazava ny dikan'ilay tripple play izay mibanjina ireto safidy ireto: 1)Internet = ahafahana mijery ny tranokala maro samihafa 2)VoIP = ahafahana miantso sy miresaka toy ny atao @ finday 3)IPTV = ahafahana mahazo tele araka ny noteneniko tetsy @ post taloha tetsy moa dia ny abonnement ako dia ilay gamme "internet iany" ary illimité 512 ilay sokajy, efa presque 2 volana aho zao no nampiasa azy ary ny 3 semaine taty aorina ny abonnement iany aho no nanana olana, efa voavaha ilay olana zao ary tena faly alou aho ny mampiasa ilay offre e, sady io zao no hitako mora ra ny illimité no jerena ( ireto misy ny resultat anle offre 512 ananako sary test debit nalefako tao @ facebook www.facebook.com/#!/photo.php?pid=1400878&id=1375555310 speedtest makany @ serveur 13,196.62 Km ny halavirany www.speedtest.net/result/861008657.png d ito resultat makany France www.speedtest.net/result/861010752.png hita eo fa le limite flottant tsy misy tsouny (izany hoe ny offre 512 dia 512 ny farany ambany indrindra ary mety miakatra mihoatra ny 512 ilay izy rehefa mande tsara) handefa rohy video ao @facebook aho izay telechargement itunes 9.2 x64 nataoko, nalaiko le izy hampisehoana ilay tombony azo @ilay fikafika nalefako tetys ambony tetsy ho an'ireo izay efa abonné @ny post manaraka  Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 28 juin 2010 - 07:51 Ito ilay rohy video an'ilay telechargement www.facebook.com/video/video.php?v=1515815820098&ref=mf Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
quartier
Date: 28 juin 2010 - 08:53 ka lé izy anie le débit koa miankina amin'ny quartier sy ville misy anao . ohatra raha province dia ahoana dia , afaka manao test miaraka amin'ny Fournisseur d'accès ve alohan'ny abonnement? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
webi
Date: 28 juin 2010 - 15:30 Aza iadina hevitra klo le telephone 4G e. Tsy misy io. Fika fivarotana io, cf clé USB 32G vita sinoa, tsy 32Go akory capacité fa io le nom commerciale.
Ankoatra izay htt p://www.blueline.mg/pagetripleplay.html hita eo @ ankavia eo. Internet 4G, Téléphonie Mobile et TV à partir de 79 000 Ar TTC par mois*.
Le internet no antsoiny hoe 4G Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
lala....
Date: 28 juin 2010 - 16:08 79000 ar par mois fa 40h internet fotsiny,ampy raha utilisation occasionnelle saingy ary manao ahoana ny débit?? tsisy débit garanti.....tsy milaza mihitsy ry zareo amin'ny lé site; raha te hanana débit mandeha tsara ianao dia voatery tsy maintsy hiditra amin'ny lé 1mbps ihany....nefa io ilay 229000 ariary.
ilay 512 aza mbola 129000 ariary = 645000 fmg....
mbola aleoko miandry kely fa hitako mbola tsy mety ny rapport qualité prix nolazaina fa hihatsara ato ho ato. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
hic!
Date: 28 juin 2010 - 16:18 sao dia efa io ilay hoe hihatsara ato ho ato? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
spectroplasm
Date: 28 juin 2010 - 20:19 Fa nahoana mou no lazaina hoe tsy misy le telephone 4G? iny ange en option e, ny 4g manaiky aho hoe 3x ny vitess ny 3G, ary koa mora kokoa noho ny 3G satria ny 4G dia mametraka ny echange de donner en priorité ary ny communication voix en option. Ny teknolojia efa eto @tsika eto fa kosa ny bridage betsaka no misy, zany satria mbola tsy ampy my backbone Sy infrastructure eto @tsika. Raha Samy manana 10mega na 20mega ny isaky ny tokatrano dia mety tonga ngamba de mihempo ny Lion Sy Eassy kle. Le blueline alou tsy miteny aho hoe tsara indrindra, tsia mitsy, fa tsy hiteny kosa alou ago hoe ratsy ilay izy satria anisan'ny efa client dts aho taloha (3 taona) efa client orange aho taloha (5 mois fa nisy essai Sy co-contrat fa lafo laotra) fa hitako hoe na. Mbola Lte pre-4G no miasa efa makany @izy ny connex. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
webi
Date: 28 juin 2010 - 22:35 Za ane ra spectro tsy milaza ny hoe tsy misy ny tel 4G e.
Ny soratra ao @ site n'ny tsipika manga dia "Internet 4G" fa tsy "téléphone 4G".
Mety efa misy eto amintsika koa ny technologie, za klo tsy mahalala. Fa ra zvtr mbola tsy vulgarisé any europe akory, de eto indray efa commercialisation sahady, kely finoana aho.
Izay no hilazako hoe nom commerciale le 4G resahan'i tsipika fa tsy dénomination technique. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 29 juin 2010 - 07:45 Mbola betsaka ny avantage 3G Sy wifi hotspot any europe no mahatonga azy tsy commercialisé gory any fa efa misy ny tany mampiasa ka toy ny Russie zao zareo no tany voalohany nanana ary ny HTC HD 4 MAX no phone voalohany mampiasa ny technolojia art any Russie irery iany koa ilay izy no amidy pre-4G daholo no miasa @zao fa any @2011~2012 any vao tena 4G vrai ilay izy. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 29 juin 2010 - 07:52 Adinoko no niteny teo ambony fa ny offre any russie tena mitovy tsisy valaka ny @nitsika aty @blueline phone entre abonné gratos tele en option forfait na illimité Ny nederland sy chine populaire koa manana sous forme hsupa Sy pre-4G koa Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
autravez
Date: 29 juin 2010 - 09:16 Spectroplasm>> antenne extérieur ve io antenne nampiasainao io sa inona dia mba azonao omena lay firmware ve aho fa hapetrako eo ambany eo n mail-ko ary raha manao téléchargement @ rapidshare sy ny megauplod sy ny mitovy karazana aminy ve ianao dia mande tsara? autravezatgmail.com Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
fonky101
Date: 29 juin 2010 - 11:10 spectroplasm >>> antenne in marina io ampiasainao io
antenne wifi ve sa ......
mba afaka alefanao eto ny schéméa ilay montage antenne
azafady fa mbola tsy voaraiko ilay rohy misy ilay firmware
merci Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
fonky101
Date: 29 juin 2010 - 11:14 fonky101@gmail.com Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 29 juin 2010 - 20:44 Ito le rohy misy ny fanamboarana ny antenne: Www.farm1.static.flickr.com/3/5178759_b15426d59d.jpg Www.technetz.com/wp-content/uploads/2010/01/helix-wifi-antenna.GIF
Le izy apetao eo @le connexion omni an'ilay cpe wimax misy sary kely izay ilay izy toy izao ((I))
Ny tsara maritime dia ny frequence wifi Sy wimax dia @#$%& be ra hanintona varatra ary tsy tokony avoaka any ivelany na ampesaina refa misy kotrobaratra na manorana. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
autravez
Date: 29 juin 2010 - 20:53 toa tsy misy mande ireo rohy nomenao ireo
Ny tsara maritime dia ny frequence wifi Sy wimax dia @#$%& be ra hanintona varatra ary tsy tokony avoaka any ivelany na ampesaina refa misy kotrobaratra na manorana.
mba hazavao kely fa tsy dia azoko loatra Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 30 juin 2010 - 19:50 Azafady fa niasa foana dia zao vao afaka namaly. Nisy diso le tsipelina fa le iPhone manao correction automatika refa tsy mijery tsara d soloiny samirery le fiteny.
Le rohy aza clikena fa adikao d apetao @onglet vaovao fa le forum an'i Moov tonga d manolo lien oazy d masosotra b.
Misitona varatra le antenne wifi satria miakatra b le concentration an'le frequence Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
autravez
Date: 30 juin 2010 - 20:03 farm1.static.flickr.com/3/5178759_b15426d59d.jpg ity rohy ity mihitsy no tsy mandeha
ny ahy olako dia izao mirehitra tsara ilay jiro miisa telo fa ilay connexion tena milona be mihitsy zara raha mahita 6ko/s aho indraindray ary tena tsy misokatra mihitsy ny page dia izay no tena ilaiko io antenne io s mety mahita fika hafa enao Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectrospam
Date: 30 juin 2010 - 20:15 >>> Spectroplasm 545000 FMG ve ny vola alainy amin'ny mpanjifa isam-bolana anefa ity zavatra hamidiny tsy mandeha akory??? Sa hoe ivaroty saka be lo fa samy vendrana daholo ireo? mbola tsy maintsy manao bricolage-na antenne e, mbola tsy maintsy manao mise à jour-na firmware e ... dia rehefa isaky ny avy koa izany ny orana dia mihazakazaka any ambony tafo hisontona antenne ary maindry ny sitrapon'ny orana eo ... tsss sa izay ilay atao hoe 4G?? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 01 juillet 2010 - 03:45 >>spectrospasm
Le astuce napetrako teto alou ho fanampiana ho an'ireo zay manana ny cpe 4G, ary tsy voatery hanao an'io daholo akory, ny orana refa avy tsy mila manala antenne fa esorina fotsiny ny fitsatohiny @ ny boitier d zay. Tsy ny 4G irery no misy olana toy izao fa na borne wifi aza dia mitovy iany.
Le resaka firmware alou iny koa dia tsy voatery hatao ary mety hampididoza mitsy aza ny fampiasana azy satria miala @ ny norm ilay izy, betsaka ny option ao anaty ilay modem izay tsy miseho ho an-daholobekanefa misy, na ny modem any andafy aza dia mitovy iany misy ny atao Joe "hacked firmware" Sy ny "tweaked firmware" na "custom firmware" izay manala bride (decode), na manala limite (uncap), na mapastable fotsiny ny materiel, ary koa dia tsy ny cpe 4G iany fa na ny modem DSL na ny cable DSL aza dia azo atao anzany koa. Ny CPE 4G an'i bleuline fantatro fotsiny hoe mitovy modely @ny Wimax huawei bm622,625,635 na antsoina koa hoe Huawei Echolife izay mampiasa noyau Linux SOC (system o on chip) ary io no OS kely mitondra an'lery io. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 01 juillet 2010 - 03:52 Ito ilay tsy mande teo ambony teo: www.digdice.com/hyperlink-hg2415u-pro-24ghz-omnidireccional-15dbi-wifi-antenna Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
hic!
Date: 01 juillet 2010 - 10:34 fa ahoana izany mivarotra sakabe izany?
angamba kosa totozy kely no hieritreretany ny sasany raha izany !
tsy otran'ny fikan'i tom sy jerry ve ny varotra eto raha izany? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
za koa mampiasa 4G
Date: 01 juillet 2010 - 21:32 Rehefa avy namindramindra box 4G tato an-trano de mba nahazo tsaratsara.Fa ity misy tsy azoko.Mba ni-test bande passante à 21h29 za de 63kbps no azoko.Refa manao téléchargemnt nefa tonga 512kbps stable eo mandra-pahavitan'ny download,avy eo izy milatsaka be 0,5kbps na 0 mihintsy.sa de misy afaka manazava? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 02 juillet 2010 - 20:43 Resaka ping ndray no mahatonga anzany fa tsy le debit tsouny, manaova hoe ping @ligne de commande Ampidiro ito: ping www.heaven.com D jereo le izy hoe firy ra mahita mihoatra ny 200ms enao dia tsy dia malaky ny envoi sy requete ny connexion ny tena norma mankou eo ho eo @127ms eo farafahabehany ary 20ms farafa keliny. Na malaky toy ny inonq aza ny connexion refa misy latence ilay izy dia tsy dia mailaka refa misolosolo pejy Afaka atao koa ny manao ping hoe: ping hell.com d jereo koq ilay vitesse
Ny mipingy an'i www.blueline.mg na www.moov.mg tsy mety satria locaux reny dia ho aingana foana nena ohatra ny mipingy an'i blueline eo ho @ 11ms eo tsy mikaonty reny Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
someone
Date: 02 juillet 2010 - 21:10 tsy milay e   aza miditra fa zay ary efa te iala nefa voa 2 semaimes zay no nanomboka rohaviana voa vita ny 12 mois tena diso fanantenana Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Ts matahotra
Date: 06 juillet 2010 - 14:15 hoany piasany Gulfsat na in technologie ataony Bluline d vo pirateko fona io za zao micapté le antenne réseau bluline eo akaiky nay zay fa tsimatotra nareo.insécurité total technologie nareo Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
someone
Date: 06 juillet 2010 - 15:18 Ts matahotra Pirateo any mintsy fa tsy mamely, zay tsy mahazo manao téléchargement rapidshare nefa oe illimité Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
ratsylobe
Date: 06 juillet 2010 - 20:18 >>> zay tsy mahazo manao téléchargement rapidshare nefa oe illimité
izay ilay hoe illimité nefa limité e! Nefa izy tsy mila aminao an'izany mihitsy alohan'ny contrat fa rehefa tafiditra ao ianao dia tonga amin'izany ny problèmes rehetra ary tsy afa-miala intsony! ratsy loha be an! Soa ihany fa tsy nijabaka tamin'io 4G io ary efa nisy akama nandalo koa anie teto nampitandrinana fa nareo koa izany no tsy mailo e! Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
za koa mampiasa 4G
Date: 07 juillet 2010 - 18:20 plus de 500ms le mi-ping e!! tsy misy azo atao zany? de vo mafy zany le mando vola ra misy mi-piraty koooooo Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
afa
Date: 08 juillet 2010 - 16:09 zay tato ampesana nividy f so ian natao essai alo,ten ts nahazo mits f mitady reseau eran trano d naverin nef lafo velon otran inona le iz @io,nef zay eto ambodivona Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 09 juillet 2010 - 19:51 salut doly! mampiasa anle 4G za de zao ny impression ako: mande norma am ankapobeny. Misy fahatapahany ihany indraindray. Indraindray aza feno 2 le jiro manga ana niveau ana signal fa tapaka iany. mi ping a de tena tsy mande mintsy. Ny telechargement 50-63kb/s ny débit refa mande, maximum io 63kb/s ety androhibe no mikonnekta, izany hoe tsy dia lavitra access point. Fa ra vao ratsy ny andro de tena tapaka fona ary tsy mahazo signal mintsy. Sode mba afaka alefan i Spectroplasm am adresse mail ko marina aloh le lien amle firmaware anle bm652 sy le ketrika am le antenne? interne ve le izy sa externe? le connectique iny mantsy nijery a fa tena tsy nahita. De mino a fa fanontaniana efa nanitikitika ny b sy ny maro ko ty ha Miandry vaovao milay avy any aminareo rehetra
rantouh@gmail.com Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Akama1
Date: 09 juillet 2010 - 20:37 tsy hay zay tena marina @ lazain'i Spectroplasm milaza izy fa nametaka antenne tao aminy alcatel izy zay nefa izy manome lien @ fanamboarana antenne hoana wifi tsy mazava rantouh>midira ao amin'ilay router 4g dia ao enao no miditra hafahanao manova ilay firmware Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
spectroplasm
Date: 10 juillet 2010 - 08:18 Salut salut daholo, zay ndray vao tonga eto ny tenany fa repotry ny asa sy ny adidy maro samihafa:
le Antenne dia mitovy @ny antenne WIFI satria ny Wimax dia WiFi iany, ny nahazahoako ny connecteur kely dia efa nazavaiko tetsy aloa be tetsy hoe t@ na telephone portable Aclatel antitra b le One touch 511 (alcatel OT511) ny iPhone koa ra mahita simba dia misy ny cable kely iny fotsifotsy kely le izy dia mitovy ny lohan'ilay connecteur, afaka apetaka @le connecteur an'ilay cpe ilay izy.
Ilay antenne afaka alefa any atokotany fa ra sendra manorana na misy kotrobaratra dia atahorana fa misintona ilay izy, na ny WiFi tsotra aza dia misintona.
Ny fangalana ny firmware update dia eto:
downloads.openwrt.org/snapshots/trunk/
tonga dia copeo ary apetao @ browser le lien io dia mande, saingy marihiko fa tsy mitovy daholo ny puce miasa ao @ny cpe reny na dia mitovy aza ny modely. ny Ana zao dia ny Puce Atheros no miasa ao anatiny ao ary ny version "openwrt-atheros-combined.jffs2-64k.img"
io no miasa @ilay cpe ako @zao fotoana izao, ka miala aho raha sendra simba ny cpe anao fa risika ny manao an'io ary tokony ho hevitra farany @ny famahana ny olana. Io koa dia marihina fa mitovy @ny "uncap" jereo eto:
en.wikipedia.org/wiki/Uncapping
ary mampigadra io ra tratra ianao mampiasa azy. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
hic!
Date: 10 juillet 2010 - 11:19 hmmm!! fa manino lotra re ny kill no atao to izany e? Mbola mila mandende izany raha azoko dia manala ihany ko ny ampaosy? tsy tokony tonga dia milay ve izy io e? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
MPUB
Date: 10 juillet 2010 - 20:16 Pour info Za mahatsapa androany fa nihatsara ny reseau 4G ny blueline Merci BLUELINE !  Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 11 juillet 2010 - 00:28 Spectroplasm>>Azo atao hoe miha mazava sady mihamaizina iany le resaka satria ra tany aloh nareo niteny oe tany am site ny huawei no nakana ni fimrware de niova ho lien hafa indray.
Eny e tsy manin izany fa vo telechargéko ny fichier tam le site nomenareo farany iny. tsy haiko aloh na inona ny chipset ato anatin ny modem ko na in fa ny fanontaniko, ary mino aho fa manitikitika ny be sy ny maro de hoe am fomba ahoana no anaovana ny upgrade firmware. Satria, ra vo resaka upgrade firmware nasina modif na hacké zany de tsy mande ao amle utilitaire via 192.168.1.1 ary normal izany satria raha voaova io de ho afaka ny bridage n y modem. Ary ry tsipika manga tsy hanaiky izany. Betsaka iany ny fanotanina nandalo tato antsaina ra nandinika satria, le interface ny le modem de tsy mis afatsy le rj45; de le tel ary ny antenne. Ra tsy mety en ligne zany in de tsimaintsy mampiasa na liason série: rs 232 na usb avy any am ordi?
Mba omeo sopapa e!!!!!
de merci Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 11 juillet 2010 - 00:33 Spectroplasm> de mba azo fantarina ko oe atao ahona ny mamantatra ny chipset ao anatiny? sa tsimaintsy sokafana? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Spectroplasm
Date: 11 juillet 2010 - 10:08 Slt rantouh, ie tsy maintsy misokatra le modem vao fantatra le chipset miasa, le rohy tany @siteny huawei tsy tao tsouny refa novereniko nalaina ary efa nitqdy elaelq ndqy za vao nqhita ilay chipset ndray. le fanaovana ny upgrade ao @le outils web interface iny iany, ra tsy mande tsouny ny partie boot anilay cpe dia refa mihiditra @le webinterface ianao dia mirikitra eo @le upload firmware fa tsy hita tsouny ny option ambony, fa kosa mety misy cas hoe tsy mande tsouny mitsy le izy ary tsy maintsy flashena manuelement. Ny mahatsara ny cpe fotsiny dia misy option "failsafe" izany hoe raha erreur ana mise-a-jour dia misy interface accessible anaovana mise a jour. Fony za nihiditra @le offre allou dia naleoko novidiana le modem e, za mankou tsy tiako le hoe efa mihiditra ianao nefa mbola asianzareo fifehezana iany ny zavatra efa anananao (tokony service iany no zo anazy fa tsy ny materiel) moa koa mou ilay cpe iny efa nosoloinzareo na le boiter anqzy iny azany efa tsy d'origine tsouny. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
spectroplasm
Date: 11 juillet 2010 - 12:39 >> Par: hic! Date: 10 juillet 2010 - 11:19
hmmm!! fa manino lotra re ny kill no atao to izany e? Mbola mila mandende izany raha azoko dia manala ihany ko ny ampaosy? tsy tokony tonga dia milay ve izy io e?
tsy resaka blueline sy moov iany ange no misy an'io e, na dia ireny console de jeux reny aza mila modifiena vao lasa milay: Ohatra @zany zao ny mividy console PS2 na xbox d'origine, tsy hafaka ny milalao jeux gravage na jeux bootleg (piraté) mitsy ianao raha tsy manao fanoloana na fanampiana ny ao anatiny, na dia lafo aza no nividianana ny console tsy maintsy mbola mandoa vola ambony foana ianao hi-pucena, na hi-modifiena na hi-flashena an'ilay ROM ao anaty ny console mba hahatonga azy ho multi-region na hamaky copie gravage, kanefa ny fanaovana an'zany fanovana console izany di amety hampigadra anao satria sy manara penitra intsouny ilay console (ny any finda europe indrindra fa i Grande Bretain tena mihiditra aponja mitsy ra tratra mampiasa console modifier na milalao gravage)
ny CPE blueline dia toy izany iany, tsy natao ho multicast le izy fa mandalo reglement manokana, ary ny fanaovanao ny fanovana dia miankina @nao irery iany. Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 11 juillet 2010 - 21:18 >Spectroplasm Misaotra betsaka ny tenanareo ny tenanay alouh fa betsaka izay info azo izay. Ary misaotra tonga de mamaly iany ko. Za ko tam ni signé anle contrat de tonga de novidiko le modem. Fa ono oah, ra sokafako le modem, ka itako ny chipset ao anatiny, mba azonareo atao v ny mitady anle firmware, na le site misy azy ho anay(tsy za rery an  ? Tena sahira mintsy a satria, na de mba manana notion KELY am resaka electronique sy réseau ary hard aza de tsy haiko mihitsy oe atao ahoana ny mitady anle firmare. Ra vo manoratra oe bm652 zany enao na manova moteur de recherche aza de zara ra misy valiny.Efa niezaka namaky ny mikasika anle uncapping koa ny tenako, mba nisy zavatra azo iany lo. Fa ny blem de le firmware anle atheros nety tamle anareo lony tsy nety tam le anah. tsy mandeha. Ra resaka wifi mantsy de efa nampiasa backtrack 4 final sy ny driver avy any am madwifi (misy firmware hacké ho ana chipset na wifi). Fa ity resaka firmware na Wimax ity tena manahirana b.aona ny fika mba afatarana oe ity ny mety na izao no fomba ahitana anle site misy anle firmware modifié. Zay ngamba aloh ny androany fa am manaraka doly ry forumiste reetra Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 11 juillet 2010 - 21:27 pour info, refa nitady a de misy resaka an izany logicile "oneStep" zany hono tena fiketrehana anle "uncapping" fanalana "bridage" amina modem? Efa nisy nampiasa v na misy manana Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 12 juillet 2010 - 00:00 Salut doly, nisurf degany b ny tenanay de mba nahita info ho an ny ze bandy te hiketrika. Le resaka debridage no resaka eto. De resaka firmware ko. Any france, misy offre atao ho eo freebox, voaketrikiry zalah ny firmare de nomendry zahah anarana oe openFreebox . Extraction(dumping), puis modif firmware avec openWRT(une distrib linux), via une interface appelée JTAG (port série mankany am le modem) asa ra misy mahavita an'io amle bm652? ity misy lien ahafahana mi se documenter, ny chip ny modem dry zalah zao de hita ao, ny resaka logiciel, ty ary e : www.f-x.fr/wikini/wakka.php?wiki=FoireAuxQuestions jereo le liens ao anatin io ahafantarana zavatra betsaka
mino a fa misy bandy maha voaketrika io! enga anie!
Raovina vao ho bobaka eto am tanana zany ny Open4G? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
someone
Date: 16 juillet 2010 - 16:08  tsy mandeha mintsy zao le 4G blueline Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
rantouh
Date: 18 juillet 2010 - 20:47 >someone
Tena marina izany tenin i someone zany , fa tena tsy mandeha mintsy le izy tato ho ato zay niveau de signal eo am le jiro zany de jiro 1 de mbola mitsilopilopy nefa de toerana iray ihany no ametrahana azy ! mbola mitady toerankafa aza fa tsy mety mintsy
Tsssssss ! Grrrrrr :-( Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
4g_aty
Date: 18 juillet 2010 - 21:08 Ny ahy tsisy blem mihitsy tato ho ato, 6eme jour nangalako azy no nisy blem, zao efa ho 1 volana. 1/1 ihany no tapatapaka Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
hic!
Date: 19 juillet 2010 - 09:23 fa maninona ny très haut débit no manao an'izany? tsy azoko ! ho an'ireo tsy mandeha tsara, très inona no filaza azy ?
tsy mizara vilana ve ilay gateau de mariage? sanatria tsy ampy ve? dia izay latabatra akaiky fianakams ve dia hiangarana, na dia samy misy latabatra mifanakaiky ihany aza eo?
sao dia izay?
fa gateau ho an'ny olona firy izy io no tena marina e? Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
Droopy
Date: 19 juillet 2010 - 11:59 Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Zay le question. La réponse ? C'est de la M... de et ca fait vraiment Ch... er.
Za zao 3 mois teo eo no napiasa an io. 1 er mois, ca va beuhh mitsy le connex. Tonga de rapide be mitsy. Manao telechargement de mahatratra 100 Ko/s, trop cool oz aho. Niditra 2 eme mois, tonga de lasa 25 Ko/s ( la ca commence a chier satria il me faut des heures pour télécharger un fichier de 100 Mo. Zany ve de connexion 1 Mo ??????
Niditra 3 eme mois amin zay, dray dray dray dray !!!!!! 2 Ko/ sec no ambony ndrindra. Ndraindray mba mahatratra 50 ihany fa isaina amin tanana.
Trop be le blueline, sady ny mahafetsy azy ? mody ataony mandeha tsara amin voalohany de mihena le debit avy eo !!!! PFFFFFF.
Mila teknisiana disponible 7j/7 et 24 h sur 24 de mba miantso an dry zalahy de occupé hono le ligne fa miandrasa kely. ( eo enao aloha 5 minutes mihaino an le hoe ♫♫ ♪ blueline bonjour, nous allons prendre en compte votre appel, veuillez rester en ligne ♫ ♫ !! mon c ... l oui ??? !!! je dépense 5000 Ar de crédit pour les appeler , tsy ampy teknisiana mitsy reo )
Tokony ho matotra ry zalahy e ! Zay no tena marina. Ny engagement any tokony respecteny. Tsy fantanty angaha fa raha tapaka 1 heure ny connexion de firy euros no mety ho perte an le ol ? nefa matoa le ol nisafidy azy de nahatoky azy,
Bon voila, j'ai pas encore tout dit, fa efa lava ihany zay noteneniko zay.
Siora doly ! Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
hic!
Date: 19 juillet 2010 - 12:37 resaka fizarana gateau io !
mbola misy stock farine taloha no ampiasaina amin'ilay gateau recette vaovao. Fa ilay recette taloha somary nampidinina ny lanjan'ny ingredient ampiasaina !
ny invité mitombo satria misy ingrédient vaovao asaina mi-dégusté-an'io aloha fa rehefa vita ny dégustation dia tafiditra ianao izay! Re: Milay ve ty triple play an'i Blueline ty? Par:
pfffff
Date: 19 juillet 2010 - 15:00 Misy zavatra mi-intriguer 'na ry zalahy a!
1-Ity post ity dia tsy voafafa hatramin'izao kanefa taloha dia vao miresaka blueline dia ora vitsy dia voafafa. 2-Efa nanokatra blueline.mg t@ connexion moov ve nareo? rapide be ny ouverture n'ilay page tahaka ny manokatra moov.mg, donc héberger ao @ moov izany io site io. 3- tsy mi-réagir na misy réplique moov na mi-annoncer nouveauté.Fatifatina tv en ligne no mba nataony (ny atsasaky ny chaîne tv sy radio aza moa efa ho firy volana izao mbola hoe "prochainement" foana). Conclusion: niala t@ orange ve blueline fa lasa any @ telma? Tsy misy loi sur la concurrence koa moa eto ka dia samy manao izay hamelezany ny client ny rehetra. | |
Modération du Forum | | Le modérateur veille à modifier, à supprimer
ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre
de la loi et de la bienséance selon la culture malgache. Sont proscrits les propos : · relevant de la diffamation et de l'injure, · de nature pornographique, · invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux, · incitant aux crimes et délits, · incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales, · faisant l'apologie de certains crimes, notamment meurtres,
viols, crimes de guerre et crimes contre l'humanité; la négation
de crimes contre l'humanité.
Règles de base : · Respectez l'organisation des thèmes proposés. · Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l'éparpillement des discussions. · Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation. · N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur. · Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
Responsabilité des auteurs des messages : Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. DTS, jouant uniquement un rôle d'hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.
DTS respecte la liberté d’expression. Elle invite les
internautes à respecter les règles élémentaires
de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un
message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur».
Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg
Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo
internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra
ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foanana na tsy hapoitra
akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny forum ahafahanao mampita hevitra amin’ny modérateur,
na mampandre raha misy hafatra heverinao fa tsy tokony haseho. Azonao
atao ihany koa ny mandefa e-mail amin’ny moderateur@dts.mg |
|
|