Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Informatique et Télécom
AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: IKOTOFETSY
Date: 30 septembre 2016 - 07:37

salama dagholo!

Araka io sujet io dia azon'ny informaticien na tompon'andraikitra iray ao @ orinasa ve ny manaramaso ireo mpiasany izany hoe sahala @ miespionne ihany?

Ny tiana ho lazaina dia hitany daholo izay zavatra rehetra miseho @ ecran 'ny utilisateur reetra.

Raha TSIA inona no lalana manakana an'izany!

Misaotra ho an'izay hamaly matotra

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: sys2
Date: 30 septembre 2016 - 11:12

techniquement azo atao. raha resaka lalàna tsy haiko.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Syrinsxxx
Date: 30 septembre 2016 - 11:12

Bonjour,

Afaka ataon'ny tsara mihintsy izany. matetika ny ampiasain'ny admin dia ilay VNC viewer

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: GIDRAKABE
Date: 01 octobre 2016 - 12:25

Raha ny lalana dia tsy azo atao , izany hoe raha tratra ianao miditra @'ny toerana tsy tokony azonao hidirana , dia GIDRAKABE hoanao ny vokatr'zay .

Votsoka eo no eo , ary mety mbola andeha fitsaran ka angalan'ny orin'asa honitra be manadala .

Samia mandray ny andraikiny f'aza mitomany avy eo .

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: hic!
Date: 01 octobre 2016 - 14:44

ôtrn'ny hoe mitsikilo olona mandro ee

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: sys2
Date: 03 octobre 2016 - 15:38

hic! >> i Baomijijy ilay mitondra zinga kely?

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: admin
Date: 08 octobre 2016 - 22:12

ny lalana eto @tsika aloha tsy haiko raha misy resaka manokana momba ny mahazo ny tsia mitsikilo ny asan olona. Faha izao : ny ordi dia ny orinasa ny tompony. Fitoavana ho entina manatanteraka asa voa faritra. Rehefa mandika izay faritra izay dia zo ny mpampiasa ny mandray fepetra. Mitovy @ mpamily mampiasa fiara ho any ny tombontsoa manokany zany.

Zo ny orinasa ny manaramaso fitaovana rehetra hananany. Raha ny ordi noho resahina ny informaticien no manao izany. Isika izay mijery ity site avy ao ampiasana dia azo fantarina tsara zany.

Ny fampiasana ny zavatra hita no tsy haiko. Ny resaka fiainana manokana any ampiasana ve misy mamaritra ve eto @tsika ??

Ny mpahay lalana no tokony mamaly...

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: BTK
Date: 10 octobre 2016 - 18:25

Misy ilay hoe loi sur la protection des données personnelles, nifanarakaraka ny fivoahan'io lalana io sy ilay loi sur la cybercriminalité,

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: BTK
Date: 10 octobre 2016 - 18:27

Misy ilay hoe loi sur la protection des données personnelles, nifanarakaraka ny fivoahan'io lalana io sy ilay loi sur la cybercriminalité,io lalàna io no mahafehy ny zavatra resahina eto, afaka mijery ilay administrateurs saingy kosa manana obligation tsy hampahafantatra ny zavatra hitany ao anaty machine

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: rovagasy
Date: 11 octobre 2016 - 17:40

ra ol tsisy atao le hipiraty anao sy hoe misy tombony ho azy de possible be! indrindra mo hoe misy fail ny sécurité. sady ef tsisy firewall ny réseau no tsisy firewall ny machinenao :D

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: bemaso
Date: 12 octobre 2016 - 17:06

Aza afangaro aloha ny cybercriminalité, mi-espion sy ny fanaraha-maso ny tompon'ny orin'asa izay miseho rehetra ao @orin'asany satria hiasa no anton-dia ao ka izay mifanohitra @izay dia heloka.

Ny orin'asa dia tsy handany andro hitsikilo ny mpiasa rehetra fa rehefa tonga ny andro iray hitadiavany an'izay dia tsy olana aminy. Io telephone ampiasain-tsika isan'andro io aza rehefa misy hitadiavana porofon-javatra nolazainao na message nalefanao t@io phone io dia azo atao tsara ny mamoaka azy ireo an-tsoratra.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: kolabe
Date: 13 octobre 2016 - 09:34

io ordinateur ampiasainao ao amin'ny birao io dia an'ny Societe fa tsy anao donc tokony tsy hisy donnée personnelle-nao ao fa tokony resaka asa ranofotsiny no ao !!! ka aza manontany oe afaka mi espionne ireo mahcine ve ny informaticien !!

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Meteore
Date: 20 avril 2017 - 10:51

Ny administrateur (informaticien) ao @ilay orin'asa dia:
1/ afaka mametra ny accès ho an'ny groupe d'utilisateur (oh: raha mpanao saisie ilay olona eo @ ilay poste dia atao tsy mandeha ny youtube)...

2/ afaka manara-maso ny activité miseho eo amin'ny poste iray..

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: tro
Date: 26 avril 2017 - 04:02

Mitovy amin'ireto ihany ny valiny:
-Azo atao ve ny manisy tracker GPS ho an'ny fiaran'ny orinasa?
-Azo atao ve ny manisy camera de surveillance ao am-piasàna?

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: fanazavana
Date: 28 avril 2017 - 13:49

Azo atao tsara mihitsy tompoko, ary raha tena matihanina ny tompon'andraikitra informatikan'ilay orinasa dia vao miditra ho mpiasa vaovao ianao dia omeny ny atao hoe "charte informatique" izay milaza aminao ny azo atao sy tsy azo atao @ fananan'ny orinasa. Zony ny mijery avieo ka raha vao mandika ny charte ianao dia maha-voasazy.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: bofbof
Date: 28 avril 2017 - 15:30

azony atao fa ny tsy maintsy mampahafantatra mialoha izy. tsy azo atao porofo koa iny raha tsy nahampafantarina le mpiasa. tsy azony atao kosa anefa ny manaparitaka ny zavatra notsikiloviny raha données personnelles lay izy : izay no lalàna fa jereo ihany ko ny fiaraha monina, ny fijerin mpiasa anao aloha de otran ny hoe mpitsikilo amin douche e. fa tokony hoe rehefa misy olana ihany vao mijery , fa raha tsy izay dia mitovy amin ny hoe isaky ny mandalo ny patron de savaina daholo ny mpiasa sao nalainareo ny telephone ny !!!!

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: bofbof
Date: 28 avril 2017 - 15:33

sady mety hifototra aminao informaticien ko io zavatra io, tokony mametraka barriere enao tsy ahafahan ny olona manao zay tiany atao fa tsy hoe mibanaka be ny securité ny reseau nao de avy eo enao hitatibolana hoe jereo reto mpiasa reto fa mi install logiciel pirate am pc ny orinasa .....

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: efa teo
Date: 01 mai 2017 - 06:50

Nisy fotoana aho niasa t@ filiale-na orinasa izay any europe ny foibeny. Misy charte sur l'utilisation de l'Internet et de l'ordinateur izay obligatoire ny fanaovana sonia azy teo @ fnaovana sonia contrat de travail.

Nisy fotoana aho tsy maika ny hody @ hariva ary mi-surf eo après ora fiasana. mbola misy mpiara-miasa mirava alina koa moa ao ka tsy dia olana loatra, moa izaho tsy manana droit-na heures supplémentaires fa na 8h/jour na 12h/jour dia ny karamako ihany no karamako.

Ndraindray aho tavela eo hatr@ 20h vao mandeha mody. Nisy fifandirana be teo amiko sy ilay sefoko vahiny taty aoriana elabe ka niafara t@ fisarahako t@ orinasa ilay fifandirana. Ny vahiny (expatrié) moa mifampiaro angamba ka ny fangatahako hiova département, noho ny naha-anisany tranainy indrindra ahy tao @ io orinasa io, navadiny ho tsy fitiavana hiasa intsony ao anaty orinasa ka na ilay DG izay tsara resaka tamiko aza nanjary froid be sady namaly an'avona hoe tsy misy département hafa afaka idiranao ato fa rehefa tsy mifanaraka @ io Directeur-nao io enao dia solution tokana sisa.

Niala tanteraka aho ary t@ andro farany niasako dia mbola nirevy niaraka t@ informaticien iray nisotro toaka sy nihinana masikita. Teo le informaticien no nahavoaka teny hoe "inona lety no tena tsy nifanarahan'lisany tao fa naharay mail avy tany @ debanay (directeur informatique) aho hijery ny historique n'ny activité an'là teo @ ordinateur an'là tous les soirs à partir de 17h30 nandritra ny 3 dernier mois ary nasainy nanao résumé ka hitako tao aloha fa en dehors ny ora fiasana elà no nanao zavatra tsy misy idiran'ny asa izay mitontaly 1/3 n'ny fampiasana internet @ io heures io. Ny ambiny dia resaka tena asa tokoa.

Marihako fa efa tazako teo @ ecran an'io informaticien io fa misy fenetre fanarahana maso ny flux d'information ao @ serveur. Anisany asany ny manara-maso an'io ka raha misy fampiasana na fidirana @ site dangereux, na tsy miresaka asa dia afaka tracer-na ny adresse IP an'ilay ordinateur suspect dia omena fampitandremana ny mpampiasa azy.

Azoko an-tsaina fa rah ambola nizizo aho na nitory azy noho ny tsy nety nataony tamiko dia arme iray mety namelezany ahy io fampiasana internet tao am-piasana io malgré ny fanaovako sonia ny charte.

Torohevitro dia ity : aleo tsy manaonao foana rehefa tsy fitaovanao satria afaka mitory anao foana ny orinasa rehefa mandika charte iray nataonao sonia ianao.

Soa fa nahita orinasa haingana taoriana kelin'io ary tsy nisy an'io système de control io tao fa nigalabona tsara

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Safidy Malagasy
Date: 12 mai 2017 - 15:47

Salama daholo tompoko oh!
Mba andray anjara kely satria tafiditra ao amin'ilay domaine ny tenako. Ny tena Orinasa matihanina dia mampiasa io charte SI na (systeme d'information) io daholo, noho izany misy ny atao hoe DSI na Departement mikarakara ny mahakasika ny fitaovana hiasan'ny olona iray ao ampiasana. Raha tena département maay ny asany izy dia ny tokony ho izy dia ny asa ilaina hiany no misokatra amin'ny Ordinateur na ny fitaovana rehetra mampiasa reseau ao amin'ny societe. Voaray miasa hianao dia manao sonia fa tsy handika ny lalana misy, ka na misy ary io lalàna io ka ra mba te hiompefy ianao dia tsy afaka hiany satria bie securiser ny post du travail rehetra ary misy ny alerte ahafahana mahalala izay olona tady handika lalalna misy. Matetika dia serveur no tena miasa noho izany efa nanao sonia hianao dia Azon'ny ORINASA atao tsara ny manaramaso izay ataonao ao ampiasana sy ny fitaovana ampiasainao rehetra. Ny informaticien TOMPOKO dia olona manapahaizana manokana ka aza mihevitra ny hiompefy rehefa miasa fa hajao izay lalàna misy amin'ny societe oe rehefa asa dia asa hiany. Ny societe matetika dia tsara informaticien ra tsy oe le informaticien nanao bizina tany penarana angaha. Noho izany tsisy site oe ijerena film na hira eo, na oe nde apidirako hira ity machine apesaiko ity. Asa hiany misokatra eo ary ra misy olana dia izy hiany manao azy fa tsy enao na mahay ary enao.
Misaotra tompoko namaky, miala tsiny fa somary lava.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Antony La
Date: 17 mai 2017 - 10:55

azo atao, selon charte SI

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Azo atao
Date: 14 juin 2017 - 08:07

Azo atao, arakarak'izay POLICY na charte ao, rehefa misoratra mazava oe azon'ny mpapiasa atao ny mijery sy miditra amin'ny machine ny mpiasa dia mety. Misy kosa anie ireo mijery sy manao zavatra hafa sy manelingelina ny hafao fotsiny.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Informatik man
Date: 24 juin 2017 - 09:26

Azo tsara mihitsy sans problème. Na izy aza azo jerena firy ny isany appareil connecter @ ilay ligne io. Hita izany ny nombre appareil connecter na téléphone io na tablette sns...... Ary azony sefo atao ny mi bloqué ireny appareil ireny toy tablette na smartphone raha tiany izany, izany hoe na manana code wifi aza izy ireny dia mbola azo bloqué-na ny connexion. Toy izany koa ny appareil ao bureau, azo atao koa ny mi programmé ohatra entre entre 9h-12h et 14h-17h fotsiny no misy connexion ohatra. Mila mailo.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Google
Date: 24 juin 2017 - 09:47

Efa izy io nolazainao io, espion. Tsy azo atao ny mi espionner mpiasa. Toy izany koa ny mametraka caméra de vidéosurveillance, tsy azo atao izy ireny na @ domaine ilay orinasa aza satria manohitohina ilay liberté privé ilay mpiasa. Ary raha hametraka caméra ohatra ilay mpampiasa dia tokony milaza @ mpiasa rehetra satria izany no la loi. Ny Espionnage dia contre liberté la vie privée.

Options: Répondre
Re: AZON 'NY INFORMATICIEN VE NY MIESPIONNE IREO MACHINE AO AMPIASANY
Par: Don_Andriana
Date: 25 juillet 2017 - 06:07

Manao ahoana,

Hamaly kely an'ity resaka ity izaho, fa ilay resak'i "Efa Teo" no tiako asiana teny.

EXTREME kely no lazaiko ity.

Marina daholo izay lazaina rehetra: izaho dia aty North America no miasa. Ary manana fitaovana izahay antsoina hoe NIKSON, izay apetraka en parallele amin'ny interface iray amin'i reseau (TAP on any interface switch). Io NIKSON io dia manana disque dur ngezabe (40 a 60 TeraBytes) ary voatazona ao daholo ny traffics rehetra mandeha mandritra ny 1 volana. Eo andanin'izany, ny mpiasa rehetra dia mampiasa CITRIX: windows client a travers reseaux sur un serveur windows/unix/linux - izany hoe Virtual Machine (VM). Ny widows apllications ampiasainao izany dia a travers ny reseaux daholo. Raha misy intrus na bris de securite dia azonay re-constituer-na daholo ny sessions rehetra windows, ary afaka hita ao ny nataonao. Io izany, rehefa tena moyen farany ampiasaina, rehefa tena tsy misy hevitra intsony. Fanazavana tsotsotra io fa tsy hiditra lalina firy izaho.

Hivadika amin'i resak'i "Efa teto" izaho, tena tsy hitako mihintsy izay adisonao tao ampiasana, fa ny FRANTSAY dia mialona rehefa te-hiotra ianao. Tia manabotry sy manambany ny gasy foana. Raha amin'ny fo tsy miangatra, dia tsy tokony hamporisihana ve ny mpiasa mba haka fahalalana mba hampamiratra azy. Valiny: mety ny nataonao niala, fa ny colon eny foana, ary tsy mahatanty izy raha mahay no izy ianao. Manjary tsy justifiE mantsy ilay karama be raisiny hanindry lalandava anao, ka internet kely io no ampifilafilainy anao. Tena mapitraotra ahy ny maheno an'izany, azafady, moa isika malagasy koa manaiky ataony an'izany, satria TSY manana safidy indraindray.

Hitanao amin'izany fa na le DG aza nivadika palitao koa. Izany no tsy mampandeha ny fisainana frantsay fa be resaka fotsiny kanefa ny asa avoaka tsy lasa alavitra firy.

Vita Tompoko,
Don.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg