Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Informatique et Télécom
ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 04 mars 2017 - 14:43

Inona ny avantage ordi portable par rapport ordi bureau, dia inona no tsara vidiana memoire vive 8go ve azo lazaina fa matanjaka azo, dia inona ny marque tsara vidiana, tsy afaka mampiasa souris ve, dia mila debrancher na matetika ve,ampianaro fa tsy mahay e misaotra

webcam sy skype ve iray ihany

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: webcam
Date: 04 mars 2017 - 16:22

mba ampio rireto fa manao exposé zay am latsinainy a. msotr mialou

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 04 mars 2017 - 19:01

webcam

aza maneso fa tena tsy mahay aho matoa mi forum eto, mirary soa ho anao

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 05 mars 2017 - 11:42

Efa tsara izany 8Go de RAM raha tsy hoe angaha hanao production pro henjana be.
Raha mitady config mba tsaratsara ianao dia Intel core i7 quadricoeur no jerena manomboka eo amin'ny 2.7 GHz eo. Aza miala amin'ny Nvidia raha resaka carte graphique.
Raha PC no tadiavinao dia afaka mijery Dell, HP ianao. Ny ahy manokana aloha MacBook Pro mid-2012 no ampiasaiko. Ny olana fotsiny dia tsy misy carte graphique dédiée io fa chipset Intel kely fotsiny. Raha matanjaka ny poketranao dia afaka misafidy tsara ianao.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 05 mars 2017 - 12:06

merci Aty fianara, usage classique no tadiaviko cad traitement de texte, photo, mail etc.... ary izy ireny ve tsy maintsy debrancher na matetika, inona ny difference entre portable sy orid avec unite centrale,

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 05 mars 2017 - 13:59

Ahona no ahafatarana fa manana bonne autonomie ny batterie

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 05 mars 2017 - 16:56

Ny nombre de cellules ao anatin'ilay batteries no mitondra an'io. Raha betsaka ilay izy dia miakatra ilay isa eo alohan'ilay mAh. Ny ahy izao batteries 5770 mAh no ampiasaiko. Nahavita adiny 6 na 7 eo izay tamin'ny voalohany raha manao connexion internet. 255 Cycles no vitany izao dia maharitra eo amin'ny adiny 4 mahery kely eo izy raha anaovana connexion. Raha tianao aharitra ny batterie nao dia tokony mahavita cycle iray ianao farafaharatsiny ao anatin'ny herinandro. Raha tsy izay dia tsy miasa ilay batterie ka mety hitarika ny fahafatesany alohan'ny fotoana. Izany hoe tsy voatery tsoahana matetika fa mba manao cycle 1 na 2 par semaine.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 05 mars 2017 - 18:18

merci, ary ahona ny hevitrao momba ny portable ASUS

Misy milaza fa sarotra amboarina ny portable raha simba par rapport ny ordi bureau

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 05 mars 2017 - 19:19

Sarotra amiko aloha ny hilaza hoe sarotra satria ny ordi portable ato aminay tsy MacBook Pro dia asus avokoa. Raha tanjaka aloha tsy mena mitaha amin'ny hafa. Misy Asus N43S izay novidiko tamin'ny 2012 fa mbola mijoro tsara hatramin'izao. Ilay EEe Pc efa novahako tanteraka fa tsy misy olana. Mac no sarotsarotra fa tsy PC.
Mety gaga ianao hoe nahoana no tsy Dell na HP lazaiko eo ambony no novidiko: tsotra ny valiny; tamin'ny mbola nampiasa PC aho dia Asus no abordable raha jerena ny rapport qualité/prix.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: konjo
Date: 06 mars 2017 - 14:47

Inona no tianao lazaina amin'ilay hoe cycle ry Fianar ?

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 06 mars 2017 - 20:28

Konjo>> raha chargée à 100% ny batterie iray mbola tsy niasa mihitsy ka lany hatramin'ny 0%, ka rehefa nofahanana hatramin'ny 100% indray dia izay no cycle iray. Refesina amin'ny cycle ny faharetan'ny batterie iray. Ny batterie ampiasaiko amin'ny MacBook Pro mid-2012 iray ohatra dia lazain'ny Apple fa maharitra hatramin'ny 1000 cycles. Izany hoe 1000x recharge et décharge complète.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 07 mars 2017 - 19:09

Ary inona no maha samy hafa ny mac sy pc raha aminay debutante ohatra, ny tadiaviko mantsy dia izay tsy dia mora simba

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 07 mars 2017 - 22:22

Raha ny kalitaon'ny fitaovana amin'ny ankapobeny aloha dia maharitra ny Mac raha mitaha amin'ny PC. Tandremo anefa fa tena lafo ny Mac. Amin'izao année 2017 izao anefa dia efa betsaka ireo PC no tena matanjaka na resaka batterie aza satria io no anisany nampiavaka ny Mc taloha. Raha système indray no resahina - hevitro manokana ity - dia aleoko lavitra ny MacOS raha mitaha amin'ny Windows. Mifototra amin'ny système UNIX ny MacOS ka manana an'izay tanjaka izay. Tandremo anefa fa tsy ny applications rehetra fampiasanao amin'ny windows no misy version MacOS. Ny olana amin'ny windows dia mavesatra raha mitaha amin'ny MacOS (raha machine même configuration ka samy mbola tsy misy na inona na inona dia malaky kokoa ny Mac). Mora andairana virus sy ny karazany koa ny Windows raha mitaha amin'ny MacOS. Tsy mampiasa antivirus mihitsy ohatra aho amin'ny Mac nefa sous Windows mampiasa an'izao antivirus rehetra izao

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: macos
Date: 08 mars 2017 - 12:22

Fanampin'izay voalazan'i Aty fianara

Tena mateza sy azo ampiasaina ela lavitra noho ny PC tokoa ny Mac satria na dia efa 9 taona dia mbola azo ampiasaina tsara @ zao fotoana izao.

Vidiny

Efa tsy dia marina intsony ilay hoe lafo be ny Mac satria raha mampitaha pc sy mac mitovy configuration dia tsy misy elanelany intsony ny vidiny.Ny olana fotsiny dia ny "entrée de gamme" @ mac dia efa config tsara fa tsy mba misy bas de gamme toy ny pc.

OS

Ny tena nampiavaka ny mac taloha dia ny tena mora ny fampiasana azy satria tena "intuitif" ny os, @ zao fotoanana izao anefa dia mitovivy aminy koa ny Windows. Ny maha tsara ny mac fotsiny dia Apple no manao os sy materiel koa tsy mba ahitana conflit toy ny pc fa tena azo atao hoe stable mihintsy.

Application

Araky ny voalazan'i Aty fianara dia misy applis sasany @ pc no tsy misy @ mac ary ny tena olana dia tsy dia mora no ahitana logiciel cracké toy ny pc nefa noho ny macos miainga @ unix dia betsaka ihany ny appli open source rehefa mitady.
Manana possibilité koa ianao mi-intaller windows @ Mac -nao miaraka @ mac os raha toa ka tena misy ilaina azy.

SAV

Io amiko no tena olana @ mac satria tsy misy mivarotra pièce détachée raha tsy ireny centre agréé Apple ireny ary tena lafo be.
Raha toa ka Disque dur, na mémoire dia no simba dia mitovy @ ny pc no ao anatiny ka tsy misy olana fa raha vao zavatra hafa dia sarotra raha tsy hoe mahita olona mivarotra pièce d'occasion angaha.

Mac sa pc?

Mampiasa mac sy pc aho ary mitovy hevitra @ Aty fianara.
Raha manana budget ianao dia Mac vidina ary entrée de gamme dia efa mety anao.
Tandremo tsara fa niova ny Mac vaoavao raha resaka connectique sady efa ela no tsy misy lecteur dvd intsony(Jereo eny @ site apple store)

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 08 mars 2017 - 13:59

Mankasitraka macos. Izany ahay no atao hoe fifanampiana.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: macos
Date: 08 mars 2017 - 18:24

Tsy hita fa izay tsy mahay sobika hono mahay fatrambary ary io no domaine mba azoko anampiana ry "Aty fianara" â!

Raha ny hoe portable sa UC dia miankina an'i débutant sy izay ampiasainy ny ordinaterany ihany.

portable

compact ka azo entina mandehandeha sy miova toerana rehefa ampiasaina saingy kely ny ecran 17pouce maxi.
misy batterie ka tsy mila courant vao mande ka pratique raha misy coupure na delestage
azo asiana clavier sy ecran faharoa ivelany raha ilaina (pour + de confort)
mila koloina sy fitandremana satria fragile noho ny uc.
lafo kokoa ny vidiny sy ny SAV raha simba noho ny uc
akoatry ny memoire sy dd izay azo solona na ampitomboana mora foana dia tsy dia misy zavatra hafa azo atao hanatsarana ny config.

UC

natao iasana @ toerana fixe saingy confortable kokoa (écran ngeza)
mora kokoa ny vidiny sy ny sav sady betsaka ny possibilité azo hanatsarana ny config

ireo aloha no mba hitako fa raha misy zavatra hafa dia hisy anampy eto ihany.

Raha toa ka Mac occaz no vidianao dia ireto misy torohevitra vitsivitsy.

1) alaivo ny n° de serie an'ilay materiel dia mankanesa ao @ site AppleSerialNumberInfo.com fa hitanao ao daholo ny momba azy.
2) mandehana koa ao @ site mac2sell.net mba hafantaranao ny prix argusn'ilay materiel.
vidiny en moyenne no ao mba tsy hanambakan'ny olona anao rehefa mividy.

raha toa mahalina anao dia mandehana koa ao @ agnosys.com/podcasts/ fa be zavatra interessant ao sady gratuit @ fampiasana mac.
mazotoa ary ry débutant â!

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 09 mars 2017 - 21:28

misaotra betsaka anareo fa hay tena misy kalazalahy mihitsy ato izany, ny tena moa mila "tantanana" amin'ity raharaha manga ity ka tena somary fanina

dia hojereko daholo ireo natoronao ry macos,

merci les amis, bien à vous

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aventurier2
Date: 10 mars 2017 - 10:10

Aty fianara + macos ----Mankasitraka indrindra anareo!

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Aty fianara
Date: 10 mars 2017 - 16:31

Tsy misy fisaorana e. Araka io tenin'i macos io, io no mba azo anampiana kely dia mba manampy rehefa mila vonjy ny namana.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 11 mars 2017 - 13:15

Vao manomboka mijerijery aho io, nahita ordi acer ahona ny hevitrareo?

Tohizako kely @ appareil photo numérique ny resaka :

vao mitady koa manko aho ka inona ny différence entre compact sy reflex, ny fijeriko azy compact toa mora ampiasaina kokoa , ny tena tadiaviko izany dia misy vidéo kely sy différentes modes comme sport, paysage etc, dia mahavita prises firy ny carte mémoire iray, dia ahona koa ny ahafantarana ny autonomie batterie, encore merci

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Meteore
Date: 20 avril 2017 - 10:02

Efa mihatsara sy manatsara ny prestation-ny ny acer amin'izao fotoana izao.

différence entre compact sy reflex:
ny compact dia configuré automatique daholo ny ankamaroan'ny fonction ao aminy
ny reflex dia azo configuré-na manuel

ohatra:
raha haka sary à 7m de distance dia ny zoom sy format d'images no ampiasaina @ compact ary dia azo tsy ankanavaka ny objectif sy ny manodidina azy... ny reflex kosa dia azo atao flou ny manodidina ilay objet principal.

Ny compact no appareil tsara raha hanomboka photographie, ny reflex dia ireo Pro no tena mpampiasa azy satria lafo mihitsy izy miohatra @ compact.

Farany:
Misy kosa ny compact rehefa tena hay ny mampiasa azy dia mahatoraka ny vitan'ny reflex à 90%

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 22 avril 2017 - 15:43

Merci Meteore,

finalement Asus no novidiako, matetika izy mi proposer ahy hoe mise à jour Webscore disponible dia tsy no cliquer ko satria tsy fantatro io

compact izany no vidiako, momba an'ilay carte sd iray mahavita maka sary firy eo ho eo

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: linoux
Date: 23 avril 2017 - 13:37

Tsy misy ohatran Lenovo Thinkpad raha portable eh. IBM taloha io.

Raha tia kitikitika ianao de Linux ampesaina fa tsy Mac Os. Mahavita ny rehetra ny Linux.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: hic!
Date: 24 avril 2017 - 10:00

fa ny zavatra mba voatsikaritro dia vitsy mpampiasa MAC eto amin'ny tanàna an!

fa any andafindriaka kosa, eny fa na amin'ny film aza dia ireny paoma ireny daholo no hita ampiasain-dry zareo

Any finda indrindra any amin'ny b kintana dia ny MAC io dia isan'ny be mpampiasa, na dia betsaka koa aza ny mampiasa varavarankely.

Ny linux tsara fa mbola vitsy no mampiasa azy eto amin'ny tanàna, fa dia varavarankely no betsaka mampiasa eto.

Fa ny mampiasa pôrtabla dia efa mihamaro an'isa amin'izao. Mety ho very ilay UC mitsangana ireny raha izao no mitohy, hany ka efa manomboka ny varoboba

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 27 avril 2017 - 11:48

Webstorage no tiako soratana misy mahalala ve io

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Safidy Malagasy
Date: 12 mai 2017 - 16:04

Fanampiny.
Raha debutant enao na utilisateur tsotra fosiny dia aza mitsifoka loatra amin'ilay MAC satry betsaka ny utilisateur tsotra tsy ahay azy mihintsy raha tsy fotoana somary lavalava, tsy midika akory izany oe tsy mety amin'ny utilisateur tsotra fa mananosarotra kokoa nohon'ny PC izy io satria izy dia systheme afa mihintsy ary aplication sy logiciel spécial pour MAC hiany mety aminy.

Misaotra..

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: macos
Date: 08 juin 2017 - 10:36

Asa na efa nahita valiny ianao ry debutant momba ilay webstorage na tsia.
Raha fintinina dia Karazana service ahafahanao mi-sauvagarder sy mi-partager fichiers (sary na doc samihafa izy io)
Gratuit raha latsaky ny 5go .
Izaho dia tsy mahafantatra loatra ilay asuswebstorage fa ny avantage-itony service itony dia matetika multi devices sy multi plateformes, izany hoe azo ampiasaina daholo na mac na pc ary na telephone na ordinateur na smartphone rehefa misy connexion internet.Raha misy fichier tianao ho zaraina dia lien no omenao ilay olona mba ahafahany mi-telecharger ilay fichier.
Raha te handalina moa ianao dia dia aza misalasala mano recherche @ net fa batsaka ny fanazavana sy torohevitra mety hanampy anao.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 11 juin 2017 - 14:54

Merci Macos,

Soa ihany izany fa tsy nataoko ilay izy satria 8Go ny ahy, efa niantso ny service center Asus koa aho dia nandefasany manuel d'utilisation

Fa izao : taitra be aho afak'omaly fa andeha hiditra google dia tonga dia nampitandrina ahy ny ordi nilaza hoe nisy olona nangalatra ny mot de passe-ko nitady hiditra tonga dia no bloquer-ndrizareo: nasehony ahy mihitsy ny adresse IP sy ny toerana nanaovan io olona io ny hadalany ouf!! soa ihany

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 14 juin 2017 - 17:15

fa ny napmé de sipako iany io ol io

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 14 juin 2017 - 20:38

Macos,

tsy izaho io nanoratra io ambony io 14juin a 17h15

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 15 juin 2017 - 10:02

Na dia tsy niteny aza ianao dia efa voavinavinako ihany fa tsy ianao no nanoratra io ambony io. Tsy mifanaraka @ profil-nao mantsy ny toy ireny.
Misy ny karazan'olona rehetra eto é. Misy ny mahita fahafinaretana @ fanoratana '@#$%&' toy ireny.
Tsy hita fa "il faut tout pour faire un monde" hoy inlay fitenenana.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 05 juillet 2017 - 09:30

Mba azon'i debutant omena ve ny modely sy ny caractéristique-n'ilay Asus novidianao?
Dia ohatrinona ny vidiny? Mba te hampitaha ny vidiny eto Dago sy eto Frantsa mantsy aho.

Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Irina
Date: 06 juillet 2017 - 08:25

Macos// za mieritreritra ny hanafatra any frantsa satria mba oe fiable ny any.manao aona ny vidiny any kay?core i3 ra ambon ndrindra.merci

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 06 juillet 2017 - 09:47

Sarotra ihany ny mamaly ny fanontanianao satria na dia samy core i3 aza dia tsy mitovy ny vidiny fa miankina @ny configution tadiavinao.

taille écran? 11,13,15,17pouces
stockage? dd 320,500,1000go sa dd ssd 128, 256, 500go
mémoire vive? 2,4,6,8,16go
carte graphique? ...

Na dia izany aza raha mila portable valable ianao dia eo @ 500€ à 800€ na mihoatra no ilaina fa miankina @ izay volanao ihany.

Azonao tao koa ny mividy occasion 300€ à 350€ satria société tsy manao afatsy ny reconditionnement-na materiel d'occasion no mivarotra azy Ary azo antota fa mandela tsara satria sady revisé-ny no asiny garantie 3 à 6mois.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Irina
Date: 06 juillet 2017 - 15:20

Macos// Ok merci. Naheno aho manko fa oe mora kokoa ny manafatra any sady fiable.
Ra ho ahy manokana zao, tsy mila anlé config ambony b za fa ataoko oe dd 500 na 1000 go, ram 4 d efa mety amko.
Mety mahazo anzay VAOVAO v ra 300E eo?
Merci bcp

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 06 juillet 2017 - 16:07

Sarotra ihany no mahita portable à 300€ raha i3 no cpu.

ity ohatra ny produit à 370€ @ zao periode-ny solde izao

LENOVO PC Portable Ideapad 110-15ISK :

CPU : Intel Core i3 (6ème génération) 6006U - 2 GHz
15.6" - 1366 x 768 (HD)
RAM : 4 Go (la mémoire fournie est soudée)
500 Go HDD SATA 6Gb-s - 5400 tours-min
Processeur graphique : Intel HD Graphics 520
Interfaces : USB 3.0, USB 2.0, HDMI, LAN, Prise combo casque-microphone
Sans fil : Bluetooth 4.0, 802.11a-b-g-n-ac
Système d'exploitation : Windows 10 Edition Familiale 64 bits
Couleur : Noir ébène

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Irina
Date: 07 juillet 2017 - 08:27

Macos// merci bcp fa manampy b e.
Ra toa v ka anaovana sary (adobe photoshop,illustrator,sns), mazkaa v ra toa ka dual core na pentium reny?sa tsy maintsy lé core i reny?
ra zany manko, tsy mba ahazo core i mintsy ny budget ako, na aty na any ivelany
merci

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Irina
Date: 07 juillet 2017 - 09:37

Macos // dia inona kay ny site mety ahitana an'io lenovo io fa otran mba tiko io?merci

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 07 juillet 2017 - 11:14

Tsy dia manana expérience loatra @ pc aho fa mac no manavanana ahy.
Raha logiciel PAO no hampiasainao dia ireto no tokony jerevanaoa tsara (memoire vive, memoire video, processeur)

Miankina @ izay version logiciel ampiasainao sy ny lanjan'izay fichier ataona koa.

Configuration requise pour Creative Suite 6

Configuration requise pour Photoshop CS6/Photoshop Extended CS6
Windows

Processeur Intel® Pentium® 4 ou AMD Athlon® 64
Microsoft® Windows® XP avec Service Pack 3 ou Microsoft Windows 7 avec Service Pack 1. Les applications Adobe® Creative Suite® 5.5 et CS6 prennent également en charge Windows 8. Consultez la FAQ sur la CS6 pour plus d’informations sur la prise en charge de Windows 8.
1 Go de RAM
1 Go d’espace disponible sur le disque dur pour l’installation ; espace supplémentaire requis pendant l’installation (installation impossible sur des périphériques de stockage amovibles à mémoire flash)
Résolution 1 024 x 768 (1 280 x 800 recommandée) avec couleurs 16 bits et 512 Mo de VRAM (1 Go recommandé)
Système compatible OpenGL 2.0
Lecteur de DVD-ROM
Ce logiciel ne fonctionne pas s’il n’est pas activé. Une connexion Internet haut débit et un enregistrement sont requis pour l’activation du logiciel, la validation des souscriptions et l’accès aux services en ligne.† L’activation par téléphone n’est pas possible.


Configuration requise | Version 2017 de Photoshop CC

Windows

Processeur Intel® Core 2 ou AMD Athlon® 64 (2 GHz ou plus)
Microsoft Windows 7 avec Service Pack 1, Windows 8.1 ou Windows 10
Au moins 2 Go de RAM (8 Go recommandés)
Au moins 2,6 Go d’espace disque disponible pour l’installation 32 bits ; au moins 3,1 Go d’espace disque disponible pour l’installation 64 bits ; espace disque supplémentaire requis pendant l’installation (le logiciel ne peut pas être installé sur un volume utilisant un système de fichiers sensible à la casse)
Résolution 1 024 x 768 (1 280 x 800 recommandée), couleurs 16 bits et au moins 512 Mo de VRAM dédié ; 2 Go recommandé*
Système compatible OpenGL 2.0
Connexion Internet et enregistrement requis pour l’activation du logiciel, la validation des abonnements et l’accès aux services en ligne.**

Miakina @ ny budget-nao ihany anefa.

Betsaka ny site aazonao jerena fa tany @ Cdiscount no nisy io Lenovo io sady mety ahitanao occasion tsara koa any.

Izay ary fa mahazahoa izay tadiavina ê!

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Irina
Date: 07 juillet 2017 - 14:18

Misaotra betsaka anao @ fanampiana fa tena ilaina tokoa e.enga anie mba ahazo

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: miasa
Date: 08 juillet 2017 - 16:41

inona no mahasamihafa ny microsoft edge sy internet explorer

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 10 juillet 2017 - 09:43

Le nouveau navigateur officiel de Windows 10 est Microsoft Edge, il remplace Internet Explorer comme navigateur par défaut. Plus moderne au niveau de l'interface et avec des fonctions plutôt sympas comme le mode lecture il devrait retenir les utilisateurs même si Microsoft nous force un peu la main.

Windows 10 intègre toutefois Internet Explorer 11 mais il n'est pas le navigateur par défaut.

Microsoft Edge

Microsoft Edge va bien au-delà de la simple navigation en adhérant à un engagement actif sur le web via des fonctionnalités telles que Note web, Mode Lecture et Cortana.
Note web. Microsoft Edge vous permet d’annoter, de mettre en surbrillance et de suggérer directement sur les pages web.
Mode Lecture. Microsoft Edge vous permet de lire et d’imprimer des articles en ligne dans un format clair optimisé pour la taille de votre écran. En mode lecture, vous pouvez également enregistrer des pages web ou des fichiers PDF dans votre liste de lecture, afin de pouvoir les consulter ultérieurement.
Cortana. Cortana est automatiquement activée sur Microsoft Edge. Microsoft Edge vous permet de souligner des mots pour obtenir plus d’informations. Vous pouvez également accéder en un clic à des éléments tels que des réservations de restaurants et des critiques, sans quitter la page web en cours.
Compatibilité et sécurité. Microsoft Edge vous permet de continuer à utiliser Internet Explorer 11 pour les sites qui se trouvent sur votre intranet d’entreprise ou qui sont inclus dans votre liste de sites en Mode entreprise. Vous devez utiliser Internet Explorer 11 pour exécuter des technologies plus anciennes et moins sécurisées, telles que les commandes ActiveX.

IE11

IE11 fournit aux entreprises une sécurité renforcée, une facilité de gestion, des performances, une compatibilité descendante ainsi la prise en charge de normes modernes.
Compatibilité descendante. IE11 prend en charge 9 modes de document, qui incluent des émulations haute fidélité pour les versions antérieures d’Internet Explorer.
Normes web modernes. IE11 prend en charge des technologies web modernes telles que HTML5, CSS3 et WebGL, qui permettent de vous assurer que les sites web et applications modernes actuels fonctionnent tout aussi bien que vos applications ou sites web anciens, hérités.
Sécurité renforcée. IE11 a été conçu dans un souci de sécurité et est plus sécurisé que les versions antérieures. L’utilisation de fonctionnalités de sécurité telles que SmartScreen et le Mode protégé amélioré permet à IE11 de limiter les risques.
Plus rapide. IE11 est nettement plus rapide que les versions précédentes d’Internet Explorer, car il tire parti de l’optimisation du réseau, du texte et des graphiques à accélération matérielle et du rendu de JavaScript.
Migration plus facile vers Windows 10. IE 11 est la seule version d’IE qui s’exécute sur Windows 7, Windows 8.1 et Windows 10. La mise à niveau pour IE11 sur Windows 7 peut également permettre à votre entreprise de prendre en charge la génération suivante de logiciels, services et appareils.
Administration. IE11 peut utiliser Internet Explorer Administration Kit (IEAK) 11 ou les MSI pour le déploiement. Il inclut plus de 1 600 stratégies de groupe et des préférences pour un contrôle plus précis.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 21 juillet 2017 - 21:33

Macos

Asus 756UV TY152T
17,3"
intel core i5
stock total disque dur 1to et ssd
mem vive 8go

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 22 juillet 2017 - 09:24

Azoko solde 750€

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 24 juillet 2017 - 11:06

Misaotra @info

Tsy dia lafo tokoa ny nividiananao azy satria eo @ 700€ à 850€ ny vidiny hitako.

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Debutant
Date: 24 juillet 2017 - 15:53

azo antoka ve rireto reny ordi portable amidy ao am FB reny ?

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 24 juillet 2017 - 16:48

Izaho dia handalo aty dago @ mi-aout ary hitondra portable bonne occase mac 17" core i7 dd 750go ram 8go Ary efa misy logiciel vitsivitsy intallé sao misy intéréssé.

adobe cs 5.5 (inDesign, photoshop,illustrator,acrobat pro)
microsoft office 2011 (word, excel,PowerPoint,Outlook
final cut pro
Toast Titanium

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: debutant
Date: 24 juillet 2017 - 20:38

Macos,

mitovy izany isika za koa handeha dago mois aout ohatrinona no hivarotanao ny anao io?

Options: Répondre
Re: ordinateur portable
Par: Macos
Date: 25 juillet 2017 - 08:41

Tena mbola tsy fantatro aloha fa mety ny "côte-ny" ao @ mac2sell no amarotako azy.
Ny logiciel moa izany dia mba hanampina izay olona hividy azy fotsiny satria lafo be ny vidiny iza ireo saingy mba nanana possibilité aho hirecuperenaazy @ asako dia no-installeko.
Na eto Fratsa aza ange dia be mpitady itony MB Pro itony ê saingy raha mahasoa ny aty tanana dia tsy mampaninona ahy ny mitondra azy.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg