Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Informatique et Télécom
Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 23 mars 2017 - 11:44

Mba mitady olona mahay manamboatra antenne simba azfd. Ny pointage antenne tsy olana satria ambony tsara ny signal, saingy misy chaine miparitaka ny sary.

Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 23 mars 2017 - 11:57

Canal+? Misy pb hatrany ampotony.

Ahoana no ilazanao hoe simba ny antenne? Raha miparitaka ny sary dia antony 2 ihany matetika:
- pointage nihetsika
- hatrany ampotony (niveau de signal azonao mihitsy no ambany)

Raha LNB no maty tonga dia écran noir.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 23 mars 2017 - 12:34

WinTV > misaotra anao mamaly. Canal+ tokoa. Ny mahavariana dia ny Canal 1 h@ 7 dia miparitaka daolo ny sary, ny hafa (TF1 na Eurosport1 na dessins animés na ny discovery sy ny national geo) tsy maninona daholo. Niantso C+ (phone) de nojerena daolo ny paramètres rehetra fa ok, ny pointage antenne dia vert tsara ary 4 mahery (nampitaha signal antenne @ eo akaiky fa tena resiko mazava ny signal zareo). De mety ho inona zany no olana raha tsy LNB ? Efa nisy olona natsoiko mantsy fa tsy mety afaka izy fa refa nazavaiko azy toy zao ny olana de zay no lazaina oe mety efa reraka ny LNB na nidiran'ny rano

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 23 mars 2017 - 13:26

Tsy ny anao irery no tratran'izany fa ny anay koa, ny mpiara-miasa amiko koa. tsy logique zany hoe LNB daholo no voa. Izaho aloha tsy sûr hoe LNB, asa anefa.

Andramo soloina na amboarina ihany dia itondrao vaovao eto. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 23 mars 2017 - 14:21

WinTV > tena tsy te hanandranandrana fa tsy mahay ka ! Rehefa hoy ianao hoe maro no tratran'izany de aleo miandry aloha zany. Dia mba lazao eto iany koa rehefa miverina normal ny sarinareo e cool! sao mandimandry manana aretina zahay.
Saika adino : tsy possible oe poste téléviseur kosa angamba no olana e ?

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 23 mars 2017 - 14:24

WinTV > raha tsy LNB zany no olana de mety inona ary ? satria ny signal antenne anie ao tsara e, sady io nolazaiko io hoe nijery ny an'olona mifanila vodirindrina : ambany noho ny anay ny signal antenne zareo nefa ny sary milamina ny azy

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: rangahy
Date: 23 mars 2017 - 20:14

LNB no maty amin'izany fa nanao an'izany ny ahy taloha

250 000 fmg + 100 000 fmg ihany aloha no nalain'i canalsat an

fa @ izao izy mandeha tsara, ny tena mahavariana, dia na avy be aza ny orana de mandeha foana leiry, teo aloha teo nefa vao manerika fotsiny ny andro de tsy mandeha

tsy resaka pointage nefa, satria maintsomaintso be daholo ny signal antenne fa tena le LNB mihitsy no ratsy

raha ny fanazavandry zalahy canalsat nanao réparation de le arrivage LNB tato anatin'ny 3 taona farany no ratsy, fa depuis novembre teo de nahazo arrivage LNB vaovao ry zareo ary fournisseur hafa no mamatsy ary mafy tsy tsara kokoa ireto arrivage vaovao ireto

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 24 mars 2017 - 07:05

rangahy > misaotra anao namaly.nefa i WinTV io milaza fa raha LNB dia tonga dia écran noir. Ny ahy anefa araka io nosoratako io dia misy chaines mandeha tsara, fa misy miparitaka (Canal 1 à 7 + Infosport+ ).
Ny tarif canal+ aloha efa haiko dia izay no mbola tsy niantsoko an'zareo. Misy manolo an'io LNB io 200.000 fmg hono (pièce + karama). Ka izay no tena zahavina aloha

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 24 mars 2017 - 11:29

Tsy haiko ry zareo fa izay no ataoko hoe amboary aloha na soloy ny LNB dia ento eto ny valiny smiling smiley

Ny ahy zao nataoko re-scan omaly dia misy chaîne lasa mandeha tsara fa misy mbola manao hoe problème de réception de signal.

Ny mahatonga ahy miteny koa hoe mety misy pb canal+ mihitsy dia ny antenne-ko anahako fa tsy an'ny canal+: LNB novidiako tany ampita sns... Ary araka ny lazaiko tery ambony hoe misy olona hafa fantatro manana pb mitovy. A moins que hoe nihetsika t@ cyclone daholo koa, qui sait?

@ weekend ho avy io aho mijery ny anahako fa manana satfinder (mesure du signal) aho mantsy sady manana LNB réserve.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 24 mars 2017 - 11:37

WinTV : sao mbola misy hafa ho vidiako ilay réserve LNB ? De miandry vaovao zany refa nanao zay mety enao. Ny ahy aloha tsy misy "pbm de réception ...", fa dia ny sary no miparitaka

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: rangahy
Date: 24 mars 2017 - 11:39

diso aho aloha fa 250 000 fmg (déplacement) + 325 000 fmg (vidin'ny LNB) no nalohako, betsabetsaka ihany

fa mandeha tsara daholo zao ny chaine rehetra, na 1 na 2 na 3 ... evasion+ ny bouquet

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 24 mars 2017 - 11:57

rangahy > betsaka tokoa an ! tsy todin'ny balapilesiko

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 24 mars 2017 - 14:16

ny ahy aloha chaînes canal+ tena tsy misy pb (1, 2, 3....) fa ny 11 (TF1) dia ny sasany no manao hoe pb de réception. So ihany fa zay chaînes tiako mandeha daholo smiling smiley

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 24 mars 2017 - 14:17

indraindray koa tsy hoe pb de réception fa io miparitaka io.

mitady mafy>>>> tena tsy manana afatsy réserve 1 ihany aho ka. Eny antsena ange misy amidy fa asa na tsara na tsia.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 25 mars 2017 - 08:50

WinTV > mba omeo ny référence zany novidianao tany ivelany zany mba hanafarako raha fararano e. Ny vidiny sy ny magasin koa raha tsy mahadiso. Ny ahy sport no tena jereko nefa dia ireo no mivaralila, na programme direct na différé. De ny olana hafa koa : tsy mahatafavoaka "guide" mintsy na mamerina impolo eo aza. Etsy ampita nefa mahita "guide" (nanandrana mintsy oe "top, miara-manindry bouton")

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: Toliara
Date: 26 mars 2017 - 22:53

Miarahaba ny rehetra
Raha ny hevitro tsy mila hafarana any ivelany ny lnb fa maro eto antanana Band ku hd univesel Mba andramo kely

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 27 mars 2017 - 09:04

Araka ny resak'i Toliara dia efa be ny amidy eto Mada ny LNB ary henoko hoe efa misy tsara nefa tsy lafo.

Résolu ny pb-ko ry zareo an.

Ireto no niseho:
- Izao ny pb (juste rappel):
Evasion tsotra ny ahy fa mahazo C+ en clair sy semaine généreuse aho isaky ny voalohan'ny volana pour une semaine: misy chaînes maromaro misy soratra hoe "pb de réception...": 11, 22, 32, 49, 110, 111.... ny sasany kosa miparitaka ny sary: 91, 100, 101, 104, .... ny ambiny kosa mandeha tsara y compris 1 à 7 rehefa misokatra.

- Ireto no nataoko: nataoko vérification daholo ny fiche sy ny câble antenne. Natomboko avy aty @ décodeur, dia avy eo teo @prise murale (mampiasa prise murale FM-TV-Sat aho mantsy). Izany hoe no-vérifier-na visuellement ny fiche sy ny câble. hatreo aloha tsy nisy hoe pb hita fa ny écran aloha dia pb de récéption foana no affichée (navelako teo @ 11 TF1 satria io no chaîne tsy nandeha voalohany)

Rehefa tsy nisy zvt hita aloha côté décodeur dia niakarako tany @ antenne @ zay: pointage OK, tsy nihetsika mihitsy zany na t@ cyclone aza. Efa 3-4 ans io antenne io no teo.

Novahako ny fiche teo @ LNB, no-vérifier-na visuellement, tsy misy zvt hoe tokony pb.

Izaho moa manana réserve LNB, dia nosoloina ny LNB, ny pointage sy ny niveau de signal azo OK tsara fa e e e, mbola pb de récépetion foana @ canal 11 TF1. Conclusion: tsy simba zany aloha ny LNB.

Farany naveriko ilay LNB teo fa somary nanapahako kely ilay câble antenne dia nosoloiko vaovao ny fiche F, dia napetaka. Nisy niantso tany antrano nanao hoe "mandeha ô" lol. Miracle zany hoà. Fa dia nandeha daholo ireo chaînes rehetra nisy pb de réception.

- Conclusion: mety hoe tratran'ny intemperies ilay fiche F teo @ LNB dia mety tsy nahazo tsara.

Tadidiko fa t@ tranonay taloha tena tsy nisy io pb io mihitsy satria nanamboarakao karazana "casquette" kely zay teo ambonin'ny LNB, moa nisy karazana douille plastique kely zay amidy dia misy gel ao anatiny, dia fonosina t@ iny ny fiche eo @ LNB mba tsy idiran'ny rano na vovoka sns, fa zao nifindra trano moa izahay dia simba ilay izy rehefa nesorina dia navelako t@ zao.

Izaho akory tsy milaza hoe mitovy ny pb sy solutions tsika fa averiko: andramo vérifier-na daholo aloha ny câble sy ny fiche. Rehefa tsy misy pb hita soritra dia soloy ny LNB. Raha résolu dia LNB no maty, raha tsy résolu dia fiche na câble na zvt hafa no misy pb. Fantatro fa hisy hiteny hoe ka izahay tsy manana LNB réserve.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 27 mars 2017 - 11:19

WinTV > misaotra fa mazava tsara. Ny miracle-ko t@ w-e dia ny infosport+ zay tena niparitaka tanteraka lasa mandeha milamina tsara, tsy natao inona nefa. Fa nisy fotoana kosa nefa talohan'izay tena lasa nahazo problème de réception izy menakavy, de avy eo miverina mandeha ho azy eo ihany. Fa ho andramana io fikanao io zany aloha.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: WinTV
Date: 27 mars 2017 - 11:46

mitady mafy>>> mety misy mauvais contact quelque part any. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mitady mafy
Date: 27 mars 2017 - 13:52

WinTV > enga anie ! efa sahirana iany mantsy mieritreritra le olana ! ny tena moa tambanivohidahy de mety oe nipetrahan'ny vorona ilay câble antenne izay mitsofoka avy ao ambany LNB ka mety lasa misy mal contact, na koa le lazainao hoe nidiran'ny rano sy vovoka ohatra

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: Mponina_Tana
Date: 01 avril 2017 - 00:10

Salama daholo! Aiza no misy mivarotra LNB tsara sad matanjaka eto Tana? D mety otrinona eo?

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: sesera
Date: 02 mai 2017 - 18:55

za manana lnb

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: zakonko
Date: 31 mai 2017 - 14:33

Izaho aho vao mahita ity discussion ity fa nandalo io karazana olana noresahanareo io koa aho fotaoana naharitraritra izay tamin'ity taona ity, vao herinandro mahery izay vao nivaha ny olana. Araka ny voalaza eto dia maro tokoa hono no tratran'io olana io izao, araka ny nolazain'ilay olona mpanao isntallation canalsat nantsoiko. Ny anay moa izany misy koa ny chaînes sasany tsy nahazo, na niparitaka ny sary na miseho ilay hoe problème de réception, indrindra ny chaînes gasy. Dia natomboka tamin'ny fijerena ny pointage fa mbola tsy nisy niova, dia hoe ny tête @ le antenne no mety voa, dia nosoloina, dia mbola tsy nisy fivana ihany. Dia avy eo nampifanakalozana vetivety mihitsy ny décodeur-nay sy ny an'ilay mpanao installation fa rehefa tany aminy dia nahazo tsara, fa ny tao aminay dia mbola teo foana ilay olana. Ny conclusion natao izany dia hoe ilay antenne mihitsy no voa, mety hoe miaina ilay izy dia tsy mety pointer-na tsara. Dia finalement izany nosoloina mihitsy ilay antenne, dia izay vao nety. Au total dia teo amin'ny 325.000 F (vidina tête) miampy 425.000 F (tafiditra ao ny fanampin'ny vidian antenne sy karaman'ilay olona). Fa rehefa nieritreritra aho dia : 1°mety io olana hitan'i WinTV io no nahazo anay ary, 2° - tena tahak'izay nampiditra canaslat vaovao satria amin'izao 15.000 Ar fotsiny dia efa mahazo ny rehetra, toy izay nandoa io volabe io, dia atao ilay option ambany indrindra.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: Toliara
Date: 03 juin 2017 - 16:27

Miaraha ny rehetra
Angamba ilay mampiditra vaovao tsy vahaolana loatra satria raha ny fahitako azy olana aramaterialy ilay izy
Asa aloha ianao ihany io fa izao koa
- Ny sahafa aloha tsy olana fa rehefa mahazo tsara ny signal dia ok izay
- Ny lnb izany no tokony ho soloina, aleo mampiasa ireny standard ireny rehefa simba ny original toa izao no soratra eo @ ilay boitin'ny lnb ampiasaiko
Impu freq 10.70-12.75 Ghz
Output Freq 950-2150 Mhz
LO Freq 10.6 Ghz
Noise figure 0.1 dB
HD Ready
Misy karazana lnb tena tsy misy ilana azy mihitsy fa raha izaho manokana izao manana karazany maro fa io voalazako teo ihany no mandeha tsara efa antaonany maro izao
Mazotoa

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: Faritany
Date: 11 juillet 2017 - 08:31

Miarahaba antsika,
Mampiasa FTA dia lasa tsy nahazo TV5 Monde efa ho iray volana mahery. Taloha anefa mba nahazo tsara. Sa efa niova TP izy io? Mba TP omeo raha misy any aminareo hanaovana scan.
Misaotra tompoko

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: vulgarisation
Date: 11 juillet 2017 - 09:13

ito fotsiny no atao rehefa tsy atokisanao ny cable sy ny fiche fa tsy votery mividy:

kikisana mba hiseho tsara ny cuivre rehetra aminy (fiche sy cable) satria arafesina ny cuivre indrindra aty am toerana tropicale refa ela ny ela, zay vao manao ze hisian'ny contact entre cable sy fiche (apetaka tsotra na soudure)

dia fonosy tsara mba ho elabe indray vao arafesina.

raha misy cable 2 mitondra information 2 karazany dia ezaho tsy hifampikasoka ny cuivre an'ireo na kely aza.

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: Satfinder
Date: 16 janvier 2018 - 12:42

Salama daoly

Aiza ry zareo no mety ahitana SATFINDER eto tamatave na any tana?
ilaina maika be..contacteo raha misy maita nareo na occasion na vaovao..

---***-Zero trente quatre trente huit trois cent quatre vight sept cinquante cinq****--

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mpanjifa
Date: 24 janvier 2018 - 11:14

Salama ianao,
Tena nanana an'izay aho fa andraso karohiko dia antsoiko nareo...

Options: Répondre
Re: Réparartion antenne parabolique
Par: mpdalo
Date: 22 mars 2018 - 13:37

raha hitady LNB aloha dia 125 000fmg eo ny tsara eny @ eurostar, fa afaka miresaka amiko ve i >mitady mafy dia ho hita eo???
Dia inona malaza WinTV aaa, ela zany mbola ianao foana ve ilay fanatika be chaines talo ireny??? in love

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg