Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 123456Suivante
Page: 1 sur 6
Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mbo lasa saina
Date: 11 octobre 2013 - 17:05

Tsy sanatria akory oe hidedaka eto, na koa hanao izay hampalaelo fa mahaliana ny oe ohatrinona eo ary ny salan'isan'ny karama raisintsika tsirairay avy. Mahavelona ve sa dia tena mihafy lava foana.

Mba ahazoantsika sary antsaina ny fiaraha-monina misy antsika dia andeha samy hilaza ny mari-karamany e!

Atomboko: ny ahy izao 510 000 ariary isambolana. Tena zara fa tavaoaka izahay isam-bolana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: NIKOROSY
Date: 11 octobre 2013 - 17:17

ny ahy 567.000ar net
nefa ny titre ko mirefodrefotra be lol

mahantra e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: PDG
Date: 11 octobre 2013 - 17:26

za ndray nahazo promotion, fa ny titre sy asa no niakatra fa tsy ny sôsy.

Ar 467 322 net. De nataoko virement banky fa mahasosoT ahy le mahazo ariary roa sy roapolo isaky mandeha, otrany oe mandatsa zany.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: dokker
Date: 11 octobre 2013 - 18:01

ambony be daholo ny anareo, ny anay ve nama 300 000ar.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: tsy miova
Date: 11 octobre 2013 - 18:59

nanomboka za 23 ans za no niasa, 680 000 Ar ny karama t@zany, zao za 26 ans mbola io iàny fa tsy niakatra mintsy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: kahidy
Date: 11 octobre 2013 - 19:16

Mahaliana be izy izany ry reto. Hay tena mihafy be tsika reto! Ny an'ny zone franche sy ny an'reo juge zao tiko ho fantatra be mitsy.
Nenah kalo de 370 000ariary e. Lany vo ecolage-njanako sy frais-nay miasa sy mianatra de jirama ftsn! indrisy !!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: papy
Date: 12 octobre 2013 - 08:42

2.484.000Ar net. fa tsy mahatody faran'ny volana eh! indrisy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Tabera
Date: 14 octobre 2013 - 11:55

Ty sujet ty kosa aloha tena tsy mapme mitsy, tsy haiko oe nanin no natao tato...

Fa aleo asina mampme kely : Misy hevitra ity, atao en "Nature" ny karama de am'zay tsisy igr sy Ostie sy cnaps sns tapaka zany tsony.... ötrany hitako ery zany oe milahatra maka karama en nature ao @ caisse ao...victoire

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mbo lasa saina
Date: 14 octobre 2013 - 12:07

Tabeera>> ka raha elah moa no natao caissier mandoha "en nature" ny karaman'ny olona. Milahatra ao amin'elah daholo ny ouvrier rehetra. Miasa ao amin'ny Colas elah na SMATP.

papy>> ny an'drangahy kosa efa fiainana feno haitraitra kah. Mahavelona tsara raha io tarehimarika io eto Madagasikara.

Mba mahaliana ftsn oe isika mifamezivezy isan'andro eny an-dalambe eny ireny, manana olana mitovy ve sa velona tsara milamina tsara, mba misy mihiratra ihany ve ny isambolana sa dia zara fa tafavoaka.

Manampy ny ahafantarana ny fiarah-monina misy antska koa izany.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Alikia
Date: 14 octobre 2013 - 17:31

Fa le izy kosa tokony tenenina le poste e sy le karama
za zao miasa @ casino niveau bacc avec 200 000 Ar fa henjana a!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Karamavazaha
Date: 14 octobre 2013 - 20:06

13.940.007 Ariary raha ny cours du jour raha tsy misy heure supplémentaire. Fa karama aty andafy io an! Fa tany dago asa mitovy ihany 1.950.000 Ariary teo.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mbo lasa saina
Date: 14 octobre 2013 - 20:15

raha ataha amin'ny eto Madagasikara dia tena midangana tokoa an ! 4 300 euros eo izany raha atao kajy maimaika !

saingy fiaraha-monina any andafy koa no milahatra aminy fa tsy ny eto Madagasikara an !

Alikia>> tena henjana tokoa, fa dia velona ihany isika e !!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zokb
Date: 15 octobre 2013 - 07:52

Io kou zany na mikarama 10 000 000ar na 100 000ar ts ampy mints e, nena zao 400 000ar, fa tonga ny le 10 d'efa miafy faran ze zokiny, leo B eeeeeeeeeeee

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zandry kel
Date: 15 octobre 2013 - 14:52

ka na hisy hikarama 10 millions ariary ary nge tsy ampy anazy fona zany e, nenà zao 430 000 Ar net, tena hoe 10 du mois de efa lany charges fixes rehetra ao an-trano, soa ihany fa samy miasa zay mivady de mba mahatakatra 20 du mois le izy de mba les 10 jours restants sisa no midanaka be hoe tsy manambola.
voatery tsy maintsy miketrika vadin'asa fa raha tsy izany ngamba de tsy mihinan-kanina

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ssshhh!!!
Date: 15 octobre 2013 - 14:59

Ary heveriko fa za irery no kely karama tsy mahatody faran'ny volana le hay mitovitovy daholo ihany. Za mba hoe tompon'andraikitra @ fanafarana entana nefa 600.000Ar ialany igr sy ny etc..., tsy mahatody 10 izany dia ritra, na miasa aza rafotsy mbola tsy ampy foana ihany. nefa ny entana afarana ato mihoatra ny 100 milliards isan-taona.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: cadavre
Date: 16 octobre 2013 - 10:47

nenah 150 000Ar d miantoka sakafo aoandro ndeba! reni-ksu 6 zao nenah ao atrano d mampteraka ksu ntn kandrako primordial d ts raraako fa atwku sitran aai maavita nsakafony kwl eo nkandr azku isambolana.

ts fatan deba we atwko vadin'asa n asany d mud manw mapalaelo b fona anomezany vola supl kwl

met tsmet @nw fmet tsar amku an!!! miandr kritika!!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: baô lai
Date: 16 octobre 2013 - 11:27

nénà 1300000 Ar, fa tereko 400000 Ar par mois ny dépenses, ny ambiny mipirina any @ banque.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: tsy azokomints
Date: 16 octobre 2013 - 12:05

Fa nareo rehetra reo ve zany miasa rery daolo e? toa vola ray daolo no miditra isam bolana?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: tantarako
Date: 16 octobre 2013 - 14:34

Za t@ nanomboka niasa dia tsy mampino ny karamako : 275 000 FMG tany @ taona 1999 tany. Soa fa nanana fidiram-bola hafa isam-bolana izay nandraisako 700000fmg.

Niala t@ ilay Sté io aho satria nomen'olona karama 850 000fmg net saingy lavitra ny tranoko ilay Sté vaovao. Niaritra 1 an teo dia niverina akaiky ny tranoko indray saingy niditra karama kely kokoa 750000fmg.

Avy eo dia nifindra orinasa fa nisy ni-proposer 1,5million de FMG

de nifindra orinasa hafa hatrany pour le même salaire fa tsy niakatra.

T@ orinasa niasako farany aho no nijanona naharitra ka nanomboka 1,5million, niakatra 1,8 millions; 2,5 millions ary talohan'ny nialako tao efa tafakatra 5millions ny karamako ary efa no-renoncer-ko ilay fidirambola hafa izay tsy niova fa nijanona 700000fmg hatr@ izay.

@ izao fotoana izao mandray 2 millions ariary brut

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: tena lina
Date: 16 octobre 2013 - 14:46

Tena mikandra daoly nareo zan n anay n titre fotsin fa n s eo @200 000Ar eo dzay no atao mahampy ray volana, fa mbola tss zaza fotsin aloha atreto, sad mba mamboly vary kwely fotsn, de mande le oe on vit avec,

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: counsel
Date: 16 octobre 2013 - 14:47

Io koa reto isika mihitsy no manambany tena a! Za miasa am RH. Mba nandresy lahatra ny DG hanao grille de salaire tsaratsara. Kanjo rehefa anontaniana prétentions le olona latsaka ny grille daholo no angatahany nefa diplômé et expériemnté. Misy bac+5 avec 10 ans d'expérience 300 000 ar no angatahany nefa za niady hoe 800 000 ar satria tsy poste de supervision. Za indray no oainina ohatry ny hoe mitady hanao biznesy! izy aloha efa ela tsy niasana dia vonona n'importe quoi. Mampalahelo!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ny ahy indray
Date: 16 octobre 2013 - 15:00

Ny ahy indray dia tamin'ny 2001 no nanomboka niasa voalohany 400 000Fmg ny base,niasa 1 mois dia niala satria nahita asa nikarama 700 000Fmg, naharitra 3ans

Niala indray fa nahita asa 1.2M Fmg ny karama, niasa 3 ans koa , zara raha nisondrotra ny karama fa za niala tao ny karamako farany no 2M Fmg.

Am zao fotoana efa ho 6ans no niasako t@ sté iray mbola 3.5M Fmg ihany ny karamako nefa niantomboka t@ 2.5MFmg.

O ry reto a, tena otrany mahakivy fa tsisy évolution mihitsy zany karamako zany, nefa za mba lasa lavitra ihany t@ fianarana, ny titre koa mipopopo nefa ny karama kely.

Raha tsy nisy an'ity crise ity, mety efa nahita asa tsara mifanaraka @ fahaizako ihany aho, saingy indrisy, zao araraotin'ny mpampiasa satria marobe ny tsy manana asa.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: rany
Date: 16 octobre 2013 - 17:35

ny ahy zao 1 000 000 Ar fa rehefa miala daholo ny impots + domiciliation bancaire (jirama + dts) + remboursement pret dia 120 000 Ar sisa no ao isambolana.

soa ihany fa mikarama amin'ny societe hafa + mampanofa trano

2 000 000 Ar izany tsy ampy raha vao mitondra fiara fotsiny ianao + zaza mianatra ecole superieure

io 120 000 Ar dia lany amin'ny revy satria rehefa mandehandeha dia carte no entina

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mbo lasa saina
Date: 17 octobre 2013 - 00:13

henjana be izy zany ! tsy mahita ambara fa tena ankina tanteraka amin'ny resakareo e!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: KelyK
Date: 17 octobre 2013 - 10:40

nena zao 300000 Ar logé et Nourri. vao voalohany asako io nefa za bacc+5

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: davs
Date: 17 octobre 2013 - 11:12

Nia ny karamako tena ôtran ts misy fivoarana mints
2008= 750 000fmg
2010- atram zao= 1 500 000fmg
Tamn 2009 mba nanao enqueteur kely pdt 2 mois nahazo 15 000 000, fa lany ts ampy fôna io na ôtrin na ôtrin

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: debit
Date: 17 octobre 2013 - 16:39

za ndray nanomboka niasa t@ 2003, 800000Fmg ny karamako ary za bacc+4 dia nidirako satria nisy bizna be tao @ilay orinasa niasako ka tsy norarahiko ilay karama fa symbolique fotsiny.Nandeha tsara ny fiainana ary nahavita trano tena azo atao oe luxe za.Nikatona ary ny orinasa t@ 2008 ka niova asa hafa za.Noho ny crise 2009 h@zao dia vitsy ny orinasa misokatra sy mandray mpiasa ka nahita asa hafa za ary 500.000 Ar net ny karama raisiko zao.Tena miafy zahay @io na dia tsisy hofan-trano ara ary ny zanako dia ampianariko @ sekolim-pinoana mba mora ecolage.Ny mampimehy kely dia ny olona miditra ao an-tranonay dia mievitra anay oe deba be noho ilay trano nefa izahay ara matetika anana sy patsa ny laoka, hihihihiiii

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mbo lasa saina
Date: 17 octobre 2013 - 18:34

debit>> Dia mipetraka amin'ny trano bizna zany enao kou! ... normal koa raha ikatona ilay orinasa ko zavatra abizna-nareo dôly ny retraretra.

remarque>> zay mihitsy, tena manambaka ny pampiasa raha izao taha izao no jerena.

Amiko ny ministera miandraikitra ny asa sy lalàna sosialy tena manana adidy lehibe amin'ny fiahiana ny mpiasa malagasy. Tokony ho jereny akaiky fa devaloriser ara-karama hatrany ny mpiasa indrindra fa ny tanora malagasy. Tokony hisy lalàna fanarenana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: debit
Date: 18 octobre 2013 - 08:52

ie, tsy maninona raha izay no fahitanao azy.Ny karamako ve efa ambany tsy araka ny diplômeko ka tsy hitady hevitra hafa ve za hamelomako ny vady aman-janako.Somary hors sujet ianao satria miditra @ vie privéeko nefa tsy izay no tiana ho fantatra eto fa oe "Ohatrinona ny karamanareo?.
Miombon-kevitra aminao anefa za @ ilay oe tokony mandray andraikitra ny MFPTLS @ resaka karaka sy valorisation ny mpiasa tanora malagasy indrindra fa ireo diplômé.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Charg
Date: 18 octobre 2013 - 12:19

Nena angamb ny charge no hikotiko azy (par mois):
Carburant: 200.000Ar
Jirama: 100.000Ar
Kaly: 300.000Ar
Investissement majinika: 300.000Ar
Ecolag + gouté zaza: 100.000 Ar
Credit: 50.000Ar
Revy isan-karazany: 150.000AR
Raha atambatra zany dia eo amin'ny 1.200.000AR eo no miditra satria d tsy mba misy tahiry mipetraka mintsy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: resy
Date: 29 octobre 2013 - 15:18

Mikarama 900 000 Ar mbola iantohana carburant 300 000 ar, fa vo le 10 defa resy b mits nefa amzany tsy d hay akory oé lany tamin'in en+ tsis charge

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aero
Date: 30 octobre 2013 - 16:31

Miasa eto dago.
embauche 2004: 240.000Ar
2013: 1.200.000Ar (dont 200.000Ar tsy azoa alaina ra ts refa mande retraite, any amna compte épargne)
An'oul ray io.

Total antokantrano:
vers 2010: 1.200.000Ar
2013: 2.400.000Ar (dont 400.000Ar tsy azoa alaina ra ts refa mande retraite, any amna compte épargne)
Miala @io 300.000Ar ho an'ny banque + 200.000ar loyer.
Tokony ho ampy ihany fa zahay ko sady manao asa soa madinidika eny de sarotsarotra ny dernière semaine du mois

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: indrisy
Date: 30 octobre 2013 - 16:36

mamenatsa be kosa ry reto le izy ah; zay ve langa tsa mahatratra 200 000 Ar kosa aza; aleo tsolina eh 150 000 Ar nenay fa zany hoe tsy maintsy mba manao bôlina kely raha te ho velona eh

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Modymatory
Date: 31 octobre 2013 - 07:41

indrisy> otrin (fourchette) n karaman reny panao baolina ireny eto amitsika.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: vazolavitra
Date: 31 octobre 2013 - 09:54

za mbl tsi mandrai 1'000'000ar akory na de cadre si efa in-3 naaz promotion aza. Ny depense isam-bolana nef manakaiky anio, tsy de afk manao investissement raha tsy manao pret @ banky.

le iz zan miankin amin'ny tanjaky ny orin'asa tsirairai e. Ny faniriko ra mb mandrai an'io chiffre io net za de asaiko ny fianakms mb hiara mifaly. t@ za vo mb niasa, nandray vola voalohany de nasaiko ny bandy akama, lany nirevena indray hariva le salaire 1mois, mlay le mias ho aho mantsy andry zala.

Io izany ny fitantanana azy no tena zava debe, hombako manana ny hevitry ny namana esty ambony hoe, tsy ampy foana io, "ny tsy manana sy ny tsy mahay mitantana mitovy ihany",

Ny ahy zao ny mb avantag secondaire no mb hitako fa mahatamana ahy amin'ity asako ity: mission foana 20/30j, eran'i madagasikara, de tsy mb mivaky loha amin'ny vacance izahay mianakavy ref te ande de tsi mb manomana fa tong de afk fona: fiara, trano, toerana aleha.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Be diplaoma kely karama
Date: 31 octobre 2013 - 10:16

ny ahy zao 500.000Ar net,fa ampy anay fa mitsitsy e!mikarama vary masaka aloha fa za gaga @ reto +1.000.000Ar milaza tsy ampy reto!Manambadia de aleo ny vehivavy no gouvernemanta itantana an'io fa hainy foana io e!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: D gaga enao
Date: 31 octobre 2013 - 11:56

Io ko arakaraky ny miditra no mivoka e, raha be karama be ianao dia tsy tia zavatra tsotsotra sy moramora ( oh: école ampianarina ankizy, mividy an' ty fitaovana mampisondrotra vidin- jiro sy rano rehetra ty, manofa trano confortable be, mandeha fiara mandany carburant fa tsy mande bus... sns e). Raha nenay zao dia ezahana mihitsy mba hisy tahiry fona isam- bolana dia tena fadina dia fadina mihitsy ny trosa na aman' olona na am banky.

Nenay mivady 3500000 Fmg/ mois no totaliny:
350 000: hofatrano
100 000: JIRAMA
175 000: Ecolage
60 000: Karama mpaka mpianatra
120 000: karama mpanasa lamba
200 000: mba omeko an mamanay sy zandrinay satri ry zareo mitaiza ny zanako kely sady mba misakafo any izaho sy ny zanako 2 kely @ atoandro
40 000/Jour: Dépense isan' andro ( laoka+ frais+ sakafo atoandron'ny vadiko +gouter+ Dessert+ divers kely zay mbola tsy azo).
TOTAL DEPENSE PAR MOIS: 2100000 Fmg eo eo
TAHIRY: 1300000 Fmg
Ny akanjo na kiraro sns refa mba maita tsara eny an- dalana eny ka misy vola dia mividy ( frip), fa ny vaovao any @ boutique refa mba oe fety na andeha lanonana sns ihany vao makany.
Izahay nefa tsy dia mahatsiaro hoe tena miafy be fa dia gaga aho aminareo mikarama be reo nefa mbola manao prêt bancaire sady milaza fa 10 du mois d' efa tapaka. Raha izaho reto no mikarama 5000000 Fmg/mois, itako tsara no hitantanana azy an, marina e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Petzi
Date: 31 octobre 2013 - 13:29

"mamenatsa be kosa ry reto le izy ah; zay ve langa tsa mahatratra 200 000 Ar kosa aza; aleo tsolina eh 150 000 Ar nenay fa zany hoe tsy maintsy mba manao bôlina kely raha te ho velona eh"
Modymatory>>Tena matory nareo fa tsy mody matory kah : manao bôlina kely zany tsy hoe manao mercenaire-na foot fa mandray debaka, manao anjamà.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Rosa
Date: 31 octobre 2013 - 17:03

aero> fa nareo hotesy na stiwara an! De aona ny ny volan'ny bizn am zao?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aero
Date: 31 octobre 2013 - 17:35

Rosa<<< mpiasa tsotra ka. manana poste a responsabilité,saing tsis olona iadidina.
Le resaka hotesse ts d tena haiko lôtra. ny an airmad reny zao vinavinaiko any am 8million fmg any ny manao réseau local. karama madiodio.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Rosa
Date: 01 novembre 2013 - 11:35

Ay ve kely karama ireny e, nefa be zesta be! Sa manao afera maloto?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: pumba&timon
Date: 02 novembre 2013 - 02:43

Eto moa zany ambadiky ny pseudo de tsy olana satria confidentiel raha ny marina izany karama zany.

D gaga enao>>> "Raha izaho reto no mikarama 5000000 Fmg/mois, itako tsara no hitantanana azy an, marina e"

Le fitantanana ngamba no mahasamihafa azy, de eo koa ilay hoe miitatra ny fandaniana refa misimisy kokoa ny miditra.

Raha ho ahy manokana dia eo @ 1.500.000Ar eo (net) no raisiko, poste à responsabilité io, fa tena tsisy tahiry zany an. Zahay mivady nefa tsisy zaza (nitady taona maro fa mbola tsy nomen'ny Tompo), de lazain'ny fianakams fa mandainga nge refa misy mindrana ka lazaina hoe tsisy eee!! looooooozzzaaaa!!!hum

Le vola koa rangah misy elatra mitsy a! nefa zahay roa tsy manao fiainana zany an, misy fiara ao fa zahay tia mandeha tongotra na taxibe refa eto @ ville, mivoaka ny tanàna vao mihetsika ny fiara.

Tsisy vakansy lavitra zany, fa de mistery eee!! ngamba noho izahay manana toetra tia manampy olona no mampitsoriaka be io fandaniana io??

Namaky le lazainareo eto za vao tonga saina hoe nde hanandrana hampiasa karine kely mitsy ngamba handraisana ze mivoaka hahitana azy tsarabien

Mipao-tsatroka aminareo mandray latsaky ny 400.000Ar nefa mbola mampiana-janaka ny tenanay, dia mirary hahita ny tsara kokoa eecoucou

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aero
Date: 02 novembre 2013 - 06:34

pumba&timon<<< d'accord a 100% amze nolazainao rehetra mintsy!!!

Rosa<<< réseau local io fa compter dans les 1500euros en plus ra mande any ivelany.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: belle fleur
Date: 02 novembre 2013 - 13:11

Ny ahy indray salaire sy ny tombotsoa vitsivitsy azo amin'ny pilasy misy ahy dia 1.460.000ar, 3taona niasana sy naha mpiasam-panjakana, raha tsy mampiasa valopy vita amin'ny papiers chemises momba ny dépenses isam-bolana:
karaman'ny mpanampy sy gardien : 250.000ar
jirama: 60.000ar
écolages : 120.000ar
PPN( savony, vovontsavony, siramamy, sira, voamaina isankarazany,ao anatiny ny gouters etc):120.000ar
Charbons, vary: 120000ar
mpanasa lamba: 35000ar
laoka atoandro sy hariva fixé-na ho 3000ar na 4000ar ny tontolo andro AFA6TSY NY Week end
mofo isa-maraina : 1000x30j na mihena raha ampifandimbiasina amin'ny vary
valopy asiana réserve raha sendra ny tampoka :20.000ar isam-bolana na mety ho latsaka na hihoatra raha mba misy ambiny izay tsy isam-bolana dia hisy
frais ny mpianatra: 100.000ar
frais-ko mandeha miasa amin'ny maraina raha sendra ka tsy mahatratra ny fiara mpitatitra ny mpiasa mangony fotsiny
karaman-dramose : adidy maro, iezahana ny hampirina
fa ohatra ny voalazan'ny rehetra, dia ny titre-tsika no mipoapoaka e!
mahereza daholo

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: pirate
Date: 04 novembre 2013 - 14:13

400.000 ar fa sarotsarotra satria zaza 2 rafotsy tsy mikandra.
Loyer sy jiro 60.000Ar
ecolage 40.000 Ar
kaly 200.000Ar
Kaly atoandro sy essence moto : 60.000Ar
Fanafody na imprevu madinidinika : 40.000Ar

tsy anaty konty : alkaola, fitafiana , sipa, epargne

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: 20%
Date: 04 novembre 2013 - 14:22

De gaga enao sy pirate> Aiza no mbola misy hofa-trano 350 000 zany eto tana? tena idirako zany raha tsara quartier an

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: vidivarotra
Date: 04 novembre 2013 - 14:45

20%>>>>>mijereva gazety vidy varotra rehefa alarobia fa misy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: bandy akama
Date: 04 novembre 2013 - 15:30

za nikarama 1 000 000 ar izay 4 taona lasa dia zao 1 200 000 ar fa tena tomobilina iray valeur 40 Millions fmg no mba azoko fa tena manala satroka aho amin'ny fahaiza mitantana an'ireo manana karama 200 000 ar.Zao vao hiiditrosa mandritra ny 10 taona hanaovana trano.Tena tsy manana tahiry mihitsy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: vazolavitra
Date: 04 novembre 2013 - 15:48

Mahavariana e, ra ri zala miasa any an-dafy zao no maita ny karama raisin-tsika de ozy ry lerony hoe, "Koa aleoko tsy miasa toy izay handray an'io" fa ho antsika le izy toa ohatran'ny ampy foana. Tsy mbola nis vava diso vary izany na de kely aza no raisina.

Enga anie ry zala ho lasa ny krizy de mba hiakatra ny hari-karena, hiakatra ny karama fa kosa mba hidina ny vidim-piainana.

Enga anie ka na de mandany vola be ohatran'ny inona aza de tsy mahalany ny 30% n'ny salaire du mois akory.

Tsaroako ny kozin'ny Rawily (Prof Julf) sady mpampianatra anay tao amin'ny fitarik'andro fahiny, fa talo hono ny karaman nedala tsy fatany akory na viré na tsy viré satria ny karama raisina mars de mois de juillet lery vao mihinana azy fa tsy TDL otran'izao.

Mazoto daholo e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: D gaga enao
Date: 05 novembre 2013 - 09:30

20% >>> arakaraky ny quartier fa nena zao Ivandry, misy jiro sy rano + WC + douche+ tokotany kelikely+ zaridaina tsara tarehy sady en sécurité be mintsy fa rare be ny ôtran' io an, izahay manko efa elaela iany no nipetraka tao.

Options: Répondre
Aller à la page: 123456Suivante
Page: 1 sur 6


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg