Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent123456Suivante
Page: 3 sur 6
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Antimpijapy
Date: 28 novembre 2014 - 13:02

Nisy Prof de Math zay teny @ Julf (Série C). I Megaphone no surnom-ny. Miezaka mampianatra sy manazava be mihitsiny izy saingy manao teny maharary toy izao :
- Amin'Ireny esoinareo fa serie A, littéraires, mpanao tsianjery sns ireny no ho debanareo any aoriana. Vitsy no ho tafita amin'ireny saingy izay tafita dia any an-tampony.
- Amin'ireny cancres sy kifetsifetsy ireny no ho patrons-nareo

Nihomehy tamin'izany fa izao tena marina.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Kankan
Date: 28 novembre 2014 - 17:14

lasa toa misy manakiana le mikarama mihoatra ny 2M ar.
fa zao ny tantarako ary tena ampanetretena no itenenako fa ny ahy dia mazava ny lalako.
tsy tiako ny manao bizina sy ny manambaka olona ary hitako fa fitsinjovan'Andriamanitra ahy io.
Nanomboka niasa ny tenanay dia Aide electricien tao amina orinadsa iray,

niezaka mafy ka afaka roa volana dia lasa electricien qualifié;
niezaka ihany ka lasa chef d'equipe elec;
avy eo dia lasa responsable electrique;
ary dia lasa responsable maintennace ny niafarany.

nony lasa responsable de la maintenance aho dia nandio ireo bizina sy nanapaka ny fangalara-tety nataon'ireo responsable tro alohako(afera maizina re zao hitako tao zao e).

nifindra orinasa aho avy eo ary nanao superviseur d'equipe d'installation,
nanao asa purment bureau taorian'izay ary niconduire ny projet anisan'ny ngeza indrindra teto madagasika sy afrique du sud.

de zao manao maintenance zao.

Ny hafatro dia izao.

iforeto ze hitanao eo, fa mafy anie zay lalana nalehako zay e!!

14 taona ireo parcours ireo.

ary ny tena mandreraka dia ny mandoa ny IRSA zay efa mahavita karaman'olona roa nefa dia lasan-dra-fanja any fotsiny nefa tsitako ze vokany.
de mankahery antsika rehetra.

courage foana

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: hahaha.com
Date: 28 novembre 2014 - 17:30

iozany # enao zany olontsotra antonony ara-panahy ô

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: nahoanakosa
Date: 01 décembre 2014 - 08:07

iozany> tena tsy ampy fahalalàna enao, maninona no mi juger olona otrizany? za zao mikarama latsaky ny 400 mil ar, fa za tsisy tandroka araky ny teninao, za olon tsotra, mpanompon'Andriamanitra, ary na kely ary ny karamako de ekeko satria zay no mifanaraka am fianarana kely mba vitako. Ny dadako mikaràma mihoatra ny 2 millions d'ariary, fa zany olona zany tsy mba tia aferafera fa olona tena droit ary atokisana tanteraka, mafy ny parcours niainany nanomboka izy mbola kely mandra pahatafita anay zanany, fa izy de nahitsy hatrany, ary niakatra foana izy, zao izy tena manan karena, ary mafinaritra satria hita fa tena hatsembohany lay izy fa tsy fanambakàna, na zvt hafa.
fa aza mitsara olona otrizany! en plus refa tsy manana statistique fiable de aza mametraka post otranio.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: iozany
Date: 01 décembre 2014 - 11:59

nahoanakosa >> inona no fianarana lazainao fa kely vitanao? lazao hoe, raha mbo mitombona fa tena tokony ho latsaky ny 400 mil Ar isambolana ny karamanao?? Io ilay mampisy tandroka lazaiko, tsy asinao lanjany ny zava-bitanao, na koa tsy fantatrao mazava ny lanjan'ny fahalalanao t@ fianarana nataona, ary ny tena comble dia tsy asin'rht lanjany koa, faly daholo ny rht izao ary manaiky milaza fa ny manana bepc ohatra dia tsy dia misy dikany intsony @ zao, f'efa lasa mitampina ilay olombelona ange e, Mila chiffre ve enao vao hihaiky, lazao manoloana ny mpiaramiasanao miheno anao eo daholo io dia isao dia ampy. Dia makanesa @ vondron'olona hafa dia ilazao mifanohitra indray hoe ny manana bepc @zao omen'olona lanjany be dia hohitanao hoe mbola ilainao ve ilay chiffre.
-ary hoan'reo zay mikarama be indray dia manisy lanjany mihoatra loatra, na koa lasa mivoana fa izay mahavita mamehy ny olona eo ambaniny no raison ametrahana azy eo fa tsy ny efficacité eo anivon'ny asa tokony vitainy sy fivoaran'ny asa hatao, io asa io ange ry zareo ka tokony hitombo automatique fa tsy hoe gejagejaina sy fefehezina eo. Dia mody lazaina @ zay @zao hoe olona loyal sy azo atokisana sy mahay mifehy hahaha,

Tsisy izany olona manana fahitsiana izany kanefa olona miandrandra toerana ambony noho ny hafa, na inona na inona asa tanterahana. na hilaza raison aza ianareo hoe izy manampahaizana kokoa na manatalenta kokoa, na manana fikirizana kokoa, Ary tsisy zany olona TSY atokisana izany raha apetraka @ asa tiany ilay olona. Ny toerana dia hapetraky ny hafa(hafa mana-toerana ammbanin'ilay ametrahana) hoan'ilay olona foana fa tsy tadiavina raha tinao hisy lanjany marina ny toeranao saingy tsy misy izay eto mada aloha, fisehosehoana milaza fa mendrika ilay toerana miampy forcing no betsaka eto.

Marina tokoa fa fitsarana io. Raha nanao fahadisoana indray monja aza izy dia mahafoana ny fahitsiany injato amberivo izany, Ka tsy tsara mihintsy @ alalan'ny sentiment no hilazanao fa nety na tsy nety ny nataony, donc hoanao aza manambonimbony an'i dada eo fa raha izay no vitany mbo aiza no vitanao, mendrika azy ve io fisainanao io.

hahaha.com>> non non, zah zao anisany ilay misy tandroka, fa tena mahasosotra rehefa mizaha mpiasa vaovao hoampidirina, misy ny manambany ny tenany loatra, fianarana 5 taona dia karama latsaky ny 400milAr no angatahiny, izany no atao hoe manimba ny namany, ary misy koa anefa ny manambony tena hikarama be nefa tsy te hiasa mihintsy.
Atao akory fa izay ilay eto mada, sady asina ilay hoe afeno ny karamanareo any @ toerampiasana any rht any, Ka raha ampisafidianiko enao, rehefa tsisy vahaolana ihany raisin'ny rehetra, hisafidy hisy tandroka sa ho tsara fanahy nefa voapepo eo foana foana dia mimenomenona sisa na mirediredy refa zoma hariva.Na koa himenomenona eo foana fa ny vazaha mampiakatra ny azy foana dia tsy maharaka ilay karama gasy avy eo.

Zao zareo ilay tena olana ah, mikasika io karama karama io: inona no fomba fiainana tinareo hisy hoan'ny rehetra. Rehefa tinareo hiferotr'aina ny rehetra dia izay zany, ary miankina lehibe @ fiheveranao ny hafa io fisafidiananao karama io, (ny fataon'ny gasy miady karama dia ny an'tenany ihany no kotikotiny eo) rehefa tinareo hanampiadanana ny rehetra dia hafa mihintsy izany, ohatra fotsiny, ny amerikan mandrevindrevy ny reve americain fa izay tokoa no tian'zareo hoan'ny isambatan'olona any dia mety ny azy satria mazava tsara ary hain'ny rehetra(sa nareo hilaza fa manampahamarinana sy fahitsiana be daholo zareo any hoe) fa ny antsika inona mazava no mba tiantsika eto @ty mada ity. Tsisy na iray aza isika Malagasy mahaseho sy mamoaka mazava ilay hetaheta marina tsy misy angambaangamba na tsy marompototra mikasika ny fiadanana andrandrain'RaMalgasy hoan'ny rhtr gasy dia mazava hoazy ny tenany manaraka hoazy angeh.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: nahoanakosa
Date: 01 décembre 2014 - 12:35

Ataoko adala enao ka tezitra!! aiza koa no hisy anizany hoe latsaky ny 400 mil ar de misy tandroka, fangah za ratsy asa??? mpampianatra akizy ny tenako, ary za de niveau bac, ny tena marina de ts afaka nianatra tsony za satria nanao debut de surmenage! mety be amiko ny asako, ny vadiko rahateo mahavelona anay 4 mianaka tsara.
fa eo ianao sy ny theorie anao taraiky eo! te ho mahay nefa tsisy logique daolo ny zvt soratana! de ny tena no menatra

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: iozany
Date: 01 décembre 2014 - 12:52

nahoanakosa>>
Io filazanao io mihintsy no filazan'ny Malagasy rehetra, fa za nefa mino mihintsy fa tsy afapo zany enao, ary be indray no hilaza manaraka eto hoe tsy hoafa-po foana hono hoe.

De enao zany no tsy mahazo ze nolazaiko mihintsy fa tsy ny logique mihintsy no diso matoa enao mbola mametraka fanotaniana, Fa enao nga nihevitra fa raha afaka nanohy nianatra dia hitomby 2 fois ny karamanao zao io karamanao io @ domaine misy anao, raha manaraka io logique heverinao io enao, Afaka mikarama 5fois nefa enao raha esorinao ao antsainao io logique heverinao io fa apidirinao ito logique manaraka ito.

Feeling ny fiainana fa tsy resaka fivelomana, tsy adala akory izay niteny an'ito ry zareo a: "Aza manahy ny hoanin'ny vavanao na izay hotafianao...fa ...."

Raha mbola raisinao ho theorie foana ny voalazako dia eto isika hoe iza no hotaraiky isika.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: iozany
Date: 01 décembre 2014 - 14:31

Ary ahoana ito fitenin'ny gasy ito, dia ohatrany hoe mampalahelo be ilay fiteny nefa dia hita tsy matahotra an'Atra mihitsy ilay lazainy, ito ilay izy: "Nenay moa dia ny hanina anio tedavina anio, sns sns". Io na ampahibe-mason'ny vahoaka rehetra aza misy faly ery milaza an'io. tssss

Ohatry ny milaza izy hoe olona tsy tahian'Atra, sa oe mitonontena fa izy anisan'ireo "païens", nefa reny atsy ambadika mendimendy ery milaza hoe mivavaka sns sns, sy hoe majinika ah hoe.

ataovy foana lay be sentimaka nefa diso toerana e....

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Dida
Date: 03 décembre 2014 - 12:55

Tsy ankafetsena ny karama fa misy nahazo tandrify azy e.
Mikarama @ boîte informatique za, fa 20 ans d'expérience, teto ihany no nianatra sortant ecole d'ingénieur.
Io karama io tsy tonga dia @ io fa nanomboka 500 mille francs (mbola mpitovo tamin'zany). vao nanomboka t@ ity taona ity no niakaran'io karama io ohatra an'io.

Izahay zao tena mitsisy mintsy fa mba te hanana trano fa bokan'ny hofan-trano e.
Tsy be filirony izany rehefa miaina. Izaho zao tsy mila 4*4 zany fa refa mande io 309 kely io dia isaorana ny nahary. Izaho tsy mila trano misy piscine fa rehefa misy tsy handoavana hofan-trano dia izay.

Ny conseil-ko ho anareo dia tsotra fotsiny :
Soyez honnetes et intègres @ toeram-piasanao !!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: hahaha.com
Date: 03 décembre 2014 - 16:53

Dida > ay ve Dida ingénieur e, neveriko fa teny ankatso

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mpiasanormal
Date: 04 décembre 2014 - 10:38

momba ny karama,

120 000ar no karamako voalohany - niasa tamnà orinasa malagasy,
niakatra 210 000Ar afaka iray taona fa nahazo promotion, nitazona agence tany am faritra
Nahita asa hafa, niverina teto antananarivo afaka iray taona, ka nandray 250 000Ar, nahazo telefon, moto+essence
Rehefa niasa teo nandritra dia nisondrotra miandalana teo ny karama ka tonga 500 000Ar.
Nahita asa hafa indray ka 1 200 000Ar+fiara+carburant+tlfn

Folo taona niasàna, niakatra havo folo heny ny karama. mba manaraka ny vidimpiainana ihany angamba izany.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: malalako
Date: 02 janvier 2015 - 13:08

Nena njay tam 2008 za nanombok niasa d 400000ar brut niakatra 500000ar 2009 ts nietsik teo tsony atram 2011 d niova asa za d nahazo 1million 5 ar brut atram 2013 d tam 2014 3000000ar brut fa oh ts d mis tairy firy iany an fa miaiky le ol mavita miaina am 400mil ar za mba apenaro reto fa tena enjana b ty fiainana ty

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fitahiana
Date: 02 janvier 2015 - 14:36

za jay nikarama 50000ar sady nianatra 1ère année Economie teny akatso. nanao opérateur de saisie 2009 sad nianatra naazo licence Economie. 120000ar karama tamzay. niasa tamin'ny bandy akama resaka asa en ligne. nikarama teo 160000ar teo. nijana 7mois tao lery a le temps we aita lalana. 2012 amzay nisaorana ni avo fa afaka nand rery ar nanoboka nandray 1millions ar. 2013 nandray nitobo ni projet lasa 2000000ar. naazo maitrise soamatsara. 2014 naatratra 3500000 ar ar amzao iz 4000000ar.

lakalaka ni fiainana ary isaorana ni avo fa itako fitahiana ilay iz. 27 ans a zao bola ts manabady ar tena we nis dikan lé fianarana natao fa mijery ny ho avy ar ts dia mirevy zan fa dia miasa 15h par jour. miezaka ts manova ni fiainako atramzay satria tanjona dia anagana trano. ti mandeh tongotra d tazomina fona zay satria ao atrano ian miasa. ts d mivoka ar ts mapiditra canal sat. efa vo cote ao anaty excel daolo ni depense reetra satria eo ni RAD manao valibabena oaz nefa en même temps managona au max.
misaotra ni avo manokana za fa ze za mu ina ar miezaka ni manapy ni hafa. mapahery ireo kely karama fa itako tena mafy nefa mila miezaka mafy fona.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Eeeeeee!!!
Date: 06 janvier 2015 - 14:20

Fitahiana>>>> tena @ fomba ary noa bhazoanareo karama be ohtr af zay tony dia tenay efa ho 5ans d'experience fa mboal tsy mihoatra ny 1,5Million Ar bruit ny karama hatreto.... nareo nefa ty efa nahazo 4Million Ar be izao... mba omeo le tsy ambaratelo e!!! raha ny fijeriko ny taonaoa zan anefa tena mbola zandriko lavitra enao a!!!!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: préstataire std
Date: 03 février 2015 - 16:47

met b kosa ny anse sad le s ko to mandamina

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: besoa
Date: 03 février 2015 - 23:10

Za kosa alo solombavanareo e ! De 21.000.000 isambolana fotsiny no raisiko, miampy ny carburant (tsy lazaiko fa be be iany), miampy télefone, miampy karaman'ny manampy ahy. miampy malette, miampy tablette, miampy ceci, miampy cela.......
De tena mbola miady mafy fa tsy mbola ampy anay. Anaovana chantaz kely indray ry zareo de vita ny ady.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: hahaha.com
Date: 04 février 2015 - 10:33

besoa <<<

iantohana hatramin'ny sipa koa ve

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Batoto
Date: 05 février 2015 - 10:14

Le an'i papy kosa tena tsindry e! Mikarama roa tapitrisa isambolana ve elah d ts ahatody faran'ny volana ! Ny ahy 2 hetsy ariary net !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: GirdaTalou
Date: 24 février 2015 - 17:03

Ny ahy 7 000 000 Ar ny karamako fa ny vola miditra amiko betsaka lavitra noho io satria mbola misy tranokely ampanofaina ihany koa ary mampanofa fiara 02 manao ciruit izahay (izao moa basse saison dia lasa any Andilamena any nitondra sri lankais ry zalah fa tsy mbola misy lôtra ny touristes e)

Ny vadiko miasa.

Azo lazaina ho misy ny vola aloha hatreto fa kosa arakaraky ny maha ambony ny tarehimarika no mampitombo ny fandaniana sy ny filàna.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mampionona
Date: 19 mars 2015 - 08:59

Ny mahay mitantana hono no arakaraka ny vola miditra ny mivoaka. Ny kahidy indray dia mametra mialoha ny ho laniana na ohatr'inona miditra na ohatr'inona. Fa eo koa ny daroka alikan'i Rainibelanonana.

Ny ahy Ar 4 700 000 no miditra. Mensualités trosa : Ar 1 550 000. Tel et connexion : Ar 100 000; Fiangonana : Ar 150 000; Dépenses ao antrano : Ar 1 200 000; Jiro sy rano ary Gaz : Ar 170 000.

Fa ny fiara no tena mandany vola. Tsy mampino fa angamba hiova môtô atsy ho atsy.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mahamenatra
Date: 21 mars 2015 - 21:17

tsoriko ny marina aloa fa za bac+3 fa ny karamako de 360000ar fa za tsy mandray vola isambolana fa isakin'ny 2 mois ,karaman'ny vadiko no hianinanay(maitre fram io vdko io), fa za mamboly ary misy ambimbava kely,fa mahagaga ny sasany mikarama 1000000ar; fa za koa mikaram an'izn tena avotr ny reto ny hoaviko !!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: izaho kely
Date: 26 mars 2015 - 09:29

vehivavy, 3 taona zay no niasako tato amin'ny orinasa misy ahy eto tana ary nahazo promotion tamin'ny herintaona.

Bacc+4 Gestion aho ary nanohy formation continue tao amin'ny ISCAM.

700 000Ar no niatombohako tato, zao 1 800 000Ar isam-bolana ny karama, misaotra ny Tompo

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: blunt
Date: 13 avril 2015 - 14:07

Mamaky ny voalazanareo za ka tena gaga fa tena misy malagasy tena "tafa be" ihany kay (porofon'izany ireo 4*4 mameno ny tanàna)

Herintaona ihany no nianarako après bacc ka Janvier 2009 za dia efa nanomboka niasa (mbola zaza tokoa ny tena tamin'izany fa mbola 19 taona) fa efa nikarama tsara satria efa nahatratra 840 000 Ar ny karamako tamin'izany.

Voatsikaritr'ilay sefonay fa tena miketrika tokoa ny bandy kely amle kandra ka nomeny bonus sy primes kely madinidinika teny. Madama efa zokinjokiny io sefonay io fa tena mitsinjo anao tokoa rehefa hitany fa manao ny mety ianao.

Nahazo promotion daholo ny tato ampiasana tam 2012 fa tsara be ny vokatra. Niakatra ho 1.100.000 Ar ny karama ary notohizako hatrany ny ezaka (mbola nampian'ilay madama sefonay primes hafa ny ahy ho fanampin'iny fisondrotan-karàma faobe iny).

Lasa any andafy ary ity madama sefonay ity ary tovolahy tanora no lasa solony, nanahy mafy aho fa mety tsy hahazo primes madinidinika intsony satria tena miasa be ilay tovolahy sefonay vaovao solon'ilay madama.(Marihiko fa za no manampy foana an'ilay madama sefonay taloha mamita ny asany rehefa tsy vitany izany satria be asa be ilay madama sefonay taloha)

Nefa dia nomen'ilay sefonay primes teny foana ihany za satria tena hitany fa tsara ny asa nataoko. Tafiakatra 1.570.000 Ar ny karamako amin'izao isika miteny izao. Amin'ny volana ambony dia mba hijery an'izany any ampita izany ny tenako hanaraka ilay sefonay hanao formation.

Azoko lazaina fa betsaka tokoa ny karamako nefa tsy azo atao tsinontsinona kosa nefa ny làlana nodiaviko mba nahatonga ahy amin'io toerana io. Misaotra ny Tompo fa raha tsy Izy tsy toy izao ny tenako.

Nolazain'ny sofonay za hoe maninona no tsy miverina mianatra ka mba manana toerana ambonimbony dia hoy aho taminy hoe rehefa ataoko tsara eny foana ny asako dia misy mahita foana io ary hahazo "reconnaissance" foana aho, toa anao (satria ilay sefoko dia tena miasa be mihintsy ato ampiasana).

Ny tiako ho lazaina dia tsotra : hajao tsara ny asanao ary ataovy amin'ny fo ravoravo. Fa io vola io anie lazaiko aminareo fa tsy ho ampy na oviana na oviana fa anjaranao ny mametra hoe toy izao no hitantànako azy.

Mazotoa daholo.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mpamorona
Date: 13 avril 2015 - 21:09

Aiza i zandry no miasa ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: gagagagaiany
Date: 14 avril 2015 - 07:11

Ary $ b daholo nareo ato zany a!!!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fantasmeee
Date: 15 avril 2015 - 14:12

rehefa mba manontany ny DAF namako za, ary mahita ireo mpiasa migrevy etsy sy eroa nohon'ny tsy fahampian'ny karama, dia tsapako fa fantasme no betsaka eto mitantara @ ilay karama 3.000.000 ar / 4.000.000 ar.... etsy ambony etsy aza misy milaza fa mandray 7 000 000 Ar. Asa tahaky ny inona moa zany no handraisana an'izany eto @ tanàna @ izao ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: songomby
Date: 16 avril 2015 - 09:47

Atao ahoana fa izay no mba takatry ny saina e. Mety mba fmg ngamba no ao an-tsain-drizalahy de lazainy fa ariary. Ha, ha, ha. De aleo iomehezana fotsiny e.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: GirdaTalou
Date: 22 avril 2015 - 15:05

fantasmeee>>>>>> Tsika mi-eskôrta sy mamafa trasy zandry a! Tsy ho tantaraiko anse eto ny asa atako fa ny tsara ho fantatrao fotsiny dia tsy zakan'ny mavozo sy kerisay toa anao izao mihintsy.
Ary aza variana fa maro ny lalana tsy misy mahita raha tsy misy manoro ka mba makamakà renseignement ihany vao miketrika fa ratsy izany dia ho ambakain'ny karana sy ny sinoa ary ny frantsay eto an-taninao eto fotsiny. Aza mitomanrandrana manendrika ny hafa koa anefa fa sao ahitan-doza.

Tsy zakanse ny maita ilay sifra 7millions nefa fantaro fa mbola miampy ofan-trano sy bizina tsy mazava misimisy ihany ambadik'io an!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aona
Date: 22 avril 2015 - 17:00

Fa ina sy aona ny ataonareo mampikarama b anareo reo e? Zay ty efa firy taona nesana mbola kely karama fona, OMEO SOPAPA e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: GirdaTalou
Date: 22 avril 2015 - 18:18

aona>>>> Io zany ben an! misy règles de vie tena tokony ho arahana mintys vao mety ho be vola ny olona iray a! Jereo tsara fotsiny ny mpiara-miasa amse fa mety ho mitovitovy niveau d'études, années d'expériences sy responsabilités... ohatra ny olona 2 kanefa tena misy elanelana be ny vola raisiny... Ohatra tsotra fotsiny io.

Tsy dia eto no hiseo ho mahay eto aho satria tsy izany ny sujetn'olona ka aleo tsy ho simbaina. Kanefa tsy mety kosa raha mamaly anao aho nefa tsy hanoro hevitra na kely arany ka zao fotsiny...

- Mila opportuniste se aloha koa aza mi-rater occasion mihintsy refa maita... raha tsy maita dia mamorona
- ketreho tsara ihany koa ny réseau sy ny relations... aza mandany andro ami'nny olona tsy hampidi-bola ho anao fa ny fotoana sarobidy
- Fantaro fa marobe ireo "asa anaty aloka" izay tsy dia be mpahalala sy tsy ofisialy nefa tena handiovan'ny mpanankarena ny volabeny... ianao izany andalovan'io volabe io anaty aloka (tsisy mpahita fa be mpahalala) ataovy izay hisian'ny commission makany aminao fa aza manaiky mihintsy
- Fantaro koa anefa fa matoa ny olona manan-karem-be mampiasa anao dia efa fetsy lavitra talohanao izy (raha tsy izany efa nifamadika ny toeranareo) koa mahalalà ny atao hoe "loyauté"
- Farany mba tsy ho lava loatra... fantaro ary aza adinoina mihintsy ny toerana misy anao (aza misavi-tsaranga) sy ny objectif nahatonga anao nanao ireo activités ireo kanefa kosa aza manaiky fahanan'ny olona sira... "Arakaraky ny zaza maty ihany ny lambamena" hoy ny olon-kendry.

Asa raha nahafa-po anao ny valin-teniko fa tsy afaka mizara lalina mmihoatra ireo aho noho ny antony maro... hamaranako azy fotsiny dia ny hoe... Ne sois pas conventionnel car ça n'a jamais suffit mais reste droit en toute circonstance.

Zay?
Hi hi hi
De bon's fôna!
(ela za lesy tsy nametaka ity signature ty teto zay kle)

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aona
Date: 23 avril 2015 - 09:48

GirdaTalou:Misaotra. ka le lalana mankany @io asa anaty aloka io zan hatreto mbola tsy hita e, sady mila manana relation bdb zan zay mbola tsisy ko hatreto, mbola lavitra zan n ezaka

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Lahutte
Date: 24 avril 2015 - 14:37

Misy bandy mpanao afera cocaine fa milliardaire be zan a! Navita tour be eto ivato eto

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: miafyfoana
Date: 17 mai 2015 - 21:02

Ny sera maizina sy ambany aloka ry namana isany, betsaka ary ny vola azo any mety betsaka fa tsy maharitra. azo am lavadavaka de mvoaka am kloadoaka. aleo iany asa matotra sy milamina de tsy misy arakaraka na dia kely karama az.
ny ahy, efa depuis 2007 aho no niasa, boite 01 foana no niasako. nanomboka t@ karama 150 000 ar tamin'izany, dia amin'izao 1 000 000 ar. fa na dia mafy aza ny parcours, kely le fisondrotana rehefa atambatra, ny tena efa ho 08 taona niasana mafy. ny tena manofa trano, ny ecolagen'ny ankizy, rafotsy tsy miasa, tsy mipetraka tany 01 fa mifindrafindra foana. ny trosan'ny banky manaraka. ny zandry a la charge ny tena mbola 04 be izao, tsy maintsy atao zay ahatafita azy mba tsy ho vesatra any aoriana. tsy misy mijanona na 1ar aza, mbola mitrosa koa.
fa hoentina ambavaka sy ampitsikiana foana e. ny fanantenana mbola betsaka. de miketrika koa nefa mijery vadin'asa na izany aza fa tsy mipetra-potsiny.bienhum. Ny revirevy alo zany de ferana ho isakin'ny farantaona ihany sisa.
Respect ho an'ireo mikarama 200mil sns, mahavita nareo ka, mila mianatra aminareo izahay amin'ny fitantanana. matokisa, dia miezaha. efa mba teo koa izahay no niala fa misy foana ny fanantenana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Tang
Date: 16 juin 2015 - 19:49

Ny ahy ry zareo tamin'ny 2003 no nanomboka niasa dia nandray 350.000 Fmg a !

Nanao 3 mois na 4 mois teo aho dia nasaina nijanona.

Niverina niasa indray aho ny 2005 ka nandray 600.000 Fmg teo ary vao nanao 1 mois aho dia mba nahazo promotion ka niakatra 700.000 fmg ny karama. grrrrrrrr


Ankehitriny aho aty afrika miasa ary be dia be zavatra tsapako. Mijaly ny gasy mihoatra ny afrikana. Aty @ firenena iasako ohatra ny manoeuvre dia 60.000 Fmg / jour ; ny ouvrier mandray 100.000 Fmg / jour.

Ny mpiasa antrano mandray 1.000.000 Fmg / mois eo ho eo.

Tany Dago aho tsy mahavidy na kiraro iray aza nefa miasa mafy, aty aho azoko vidiana izay tiako rehetra, mba afaka manangona ihany.

Fehiny : Mahantra ny malagasy ary tena ambany be ny karamantsika.

Ny tena olana dia ny karama raha miakatra dia 10% na 7%, ny vidimpiainana nefa efa 50% ohatra. Ny karama tsy miakatra aza indraidray nefa ny sandany mikamidina foana?

Tsy ho teneniko ny karamako sao dia hisy hiteny indray hoe mizesta aho.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: songomby
Date: 25 juin 2015 - 11:25

Aza mody tsony e. Tsy misy asa hataonay raha vao mody eo enao io. Tsy maninona fa zahay manoeuvre mandray 3000ar isan'andro e. Lanianay eto @ forum daholo ze azo ndray andro. Raha misy ambiny mbola ividiananay drômel.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fellisia
Date: 25 juin 2015 - 14:15

Hors sujet izany ry songomby a ,tsy hoe inona no handanianareo ny karamanaroe ny sujet,hita mihitsy ity faa mamon'ny drômela hihihi

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ho hitanareo
Date: 26 juin 2015 - 13:32

Za dia ol nikarama 2 millons fmg net tam 2008 ary nifindra société nanomboka tam io ka amzao tsoriko fa mandray 14 millions fmg net eto dago. Fa tsoriko fa ny difference dia oe: au lieu de milaoka anana dia mba hena, nefa refa ho lava koa io hena io de lasa tsisy fafiny amnao,ary ny tena olana dia lasa miklandy amnao daholo ny fianakams eny fa na dia ny namana aza, ka dia ra mahaangona enao fin du mois de 2 millions fmg sisa. Fa izay ny tena marina, debit constant ny ao atokatrano fa debit entree egale debit sortie.le tena olana dia lasa tsy mahavita gestion des depense enao refa be le vola fa vitanao ny oe ndao hihinana any am hotely lou fa kamo hahandro, de eo iny tsy hita fa refa atambatra fin do mois vo gaga oe nakaiza doly ary le vola. Tamle nikarama kely de niteny toa anareo zany oe ra za no mandray anzao de itako mitsy ny hanaovana azy, fa tsy mety e. Fehiny dia rendrerendra no tombony fa mitovy iany ny mandany 50 mil fmg par menu x 4 any am hotely nefa 50 mil io ra mietsena mavita kaly milay noho ny any am resto ho an ol 4. Tsitako e, virus io vola io ny tena marina fa na nandray anio 6 taona aza za mbola tsy navita nanao vakans tany andafy zay mianakavy ham zao.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fitahiana
Date: 26 juin 2015 - 20:26

salama.

Efa nanoratra teto ihany moa ny tenako. ary ao misy kely karama taloha lasa bedabe amzao.
Conseil ny ahy ra mahasoa anao ihany. Ny karamako amzao 4 800 000 ar niainga tamin'ny farany kely aho : fa hatramin'ny zay dia mandray note. Ny fanaovako ny anah moa tonga dia excel mits. tonga d apetraka ny prévision, ny charge fixe. Dia tereo faran'izay kely ny dépense nao. asina ny extras.ohatra ataoko couleur jaune ny prévision dia efa itanao eo daholo ery amin'ny total hoe ra zao dia otranzao ny vola abony sisa. refa tonga ilay date, dia ovaina ilay couleur. mis herinandro 4 ao anatin'ny mois, 1ère semaine feu rouge b zany, 2è semaine orange misokatra kely 3è semaine enao efa misokatsokatra ary ny 4è semaine vert.
Refa tena motivé amin'ny vina halavitra vitanao mifehy ny vola.
izaho manokana bola latsaky ny 30ans célibataire lhl tsy hoe kahidy akory fa na 100 ar ar io apetraka excel. mijery anio tableau io fona a maraina sy hariva ary mameno anio. mapmotivé ana mijery azy ary refa tady tenté enao dia mijery anio fona. ataoko ami'ny phone efa mvoka a. Lakalaka fiainana tsisy mahalala ny ho avy. marina fa tsy manana zanaky sy vady a amzao fa b adidy manao valy babena raiaman-dreny misy akizy etoako ami'ny fianarana ato atrano.
fa mahavita économie 3500000ar aho ar misy abony ary ny dépense apetraka refa tsy misy extras b anatiny mois. tsy etina hireharehana akoriny izany fa famindrapon'AAA daholo aza adino manapy ny sahirana fa ampitobon'AAA fona io. courage daholo.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: 007---------------
Date: 09 juillet 2015 - 16:33

Par: songomby
Date: 25 juin 2015 - 11:25

Aza mody tsony e. Tsy misy asa hataonay raha vao mody eo enao io. Tsy maninona fa zahay manoeuvre mandray 3000ar isan'andro e. Lanianay eto @ forum daholo ze azo ndray andro. Raha misy ambiny mbola ividiananay drômel.

----------------------------------------------------------------------------



ôtran'ny pseudo-any ihany ny zavatra avôkany !!!!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fanalita
Date: 11 juillet 2015 - 13:48

mpiasan'ny inona daholo ireto be karama be ireto?tsy mampino..aleo zay tsy hiteny fa kely loatra miohatra amin'ireo ,kanefa toa mahavita ihany.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: songomby
Date: 12 juillet 2015 - 16:18

Forum nge letsy eto e. Resak'eh no betsaka eto. Hitan'là reny karama tenenina eto reny, Ny ankabeazany ampiana 0 ray daholo @ tena izy. Ny mpampiesona moa misy mahavita manampy 0 roa. Elà ve de mino raha teneniko elà hoe 700.000Ar/mois ny karamako?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Vinany
Date: 15 juillet 2015 - 13:58

Io ry zalahy miankina amin'ny ezaky ny tsirairay ihany io. ny ahy izao nanomboka tam 2005 niasako voalohany de 950 mil ar foana ny karamako, imbetsaka niova boite fa dia mitovitovy amin'io foana, niezaka mafy nanampy baoritra kely, niafy nibosy mihintsy. niova boaty amin'izay vao haingana dia izao 4 million ar net sy 3 million d'ar fonctionnement mensuel miaraka amin'ny assurance isankarazany. fa ny setriny izay kosa aloa dia aty amin'ny dezaka no mikandra sad misaraka amin'ny vady amanjanaka.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aza kivy
Date: 28 juillet 2015 - 12:47

Mampalaelo tsika malagasy
Tena samy miezaka mafy ihany fa tena ts tafavôka
Raha ny tena marina: 2015 zao tsika, dans un monde moderne
1- tokony tsisy mikapa afatsy @fosse septique
2- WC, cuisine & Douches intérieures
3- connectés daolo
4- Manana fiara na tsy mampiasa isan'andro aza
5- Tsisy manasa lamba sy vilia @tanana tsuny fa machine à laver sy lavevaisselle
6- Mahavita vacances isan-taona

Farafaharatsiny ny BACC+4 tokony mahazo karama mahavita an'ireo
nefa ra ny tokony ho izy: en 2015, tokony io daolo ny train de vie atsika rehetra
Saingy indrisy fa ny systèmme eto @tsika de natao oe: misy amapahany vitsy miaina confortablement be (les privilégiés), de ankamaroany @tsika , na ianatra 100 taona aza, mihafy fa manjary tsy miaina tsara le karana sy vazaha sy ny mpanana retra eto (tsika zany le marginalisés)

Ary tsika reo ve mba mandinika oe ôtrin ny karaman'ny mpiasatsika ao atrano? Mahavelona ny vady @janany ve? mianatra tsara araka ny tokonyy ho izy ve ny zanany
Satria manko ra ny tokony ho izy, zareo koa tokony hikapa @fosses septiques

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mampionona
Date: 28 juillet 2015 - 12:52

Nahazo fisondrotankarama ny bandy tamin'ity rahefa ela tsy nahita an'izany. Mba efa 5 400 000 afa-ketra izy izany izao. Tsy nino aho nahita ilay tao amin'ny banky fa nony nanontaniako ny mpanao virement ato aminay dia izay hono no izy ka amin'ny alatsinainy (03-08) aho mamaky azy tsara ao amin'ny bulletin de paie.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ity koa
Date: 28 juillet 2015 - 15:11

nisy sipa fantatro zay namana moa zany e, nitetitety asa teny nandritra ny 7taona. aveo lasa niasa tany tuléar (izy irery tsisy vady tsisy havana tsisy zanaka) dia nifanerasera tamina vazaha debabe izay tany. 3ans ilay projet niasany tany tuléar io dia tapitra. dia niverina nitady asa madinidinika teny, nivezivezy nanao anglais sy maangement. volana vitsivitsy niverina ilay vazaha nanarama azy pendant un an amin'ny karama 500dollar amerikana par jour. 500USD*12*30 no vola noraisiny heritaona. amzao ikala tsy miasa indray fefa tapitra ilay projet nantsoinay hoe projet dimanjato fa saingy efa tafabe, mitady zavatra atao sisa fa tsy ilay miferin'aina lava taloha iny intsony. samy manana ny anjarany!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: bonobos
Date: 28 juillet 2015 - 21:05

ity koa >> Sao kosa mba misy laza-resadra ee. Sa ve izaho no tsy zatra mandray vola be. Raha kajiana tsotsotra manko izany dia :

500 USD x 15 000 Fmg x 30 jours = 225 000 000 Fmg/mois
225 000 000 Fmg x 12 mois = 2 750 000 000 Fmg

Mikarama 2,7 milliards/an ilay tovovavy.

Mampionona >> Orinasa tsy miankina ve izany ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ity koa
Date: 29 juillet 2015 - 08:28

bonobos tena io ka, niara nahazo email izahay fa ny ahy prestation 20jours au total réparti sur un an, ny azy contrat 1 an non renouvelable. izaho aloha dia nandray 500USD*20 tsisy banga na ariary aza fa ny azy tsy haiko nefa sur zaho fa tsisy banga koa. ary ny zavamisy iainany amzao dia ahitana marina fa nandray miliara izy satria izahay mpianamana ampolotaonany ka hitako ny parcours-ny.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: enjana nareo
Date: 29 juillet 2015 - 11:14

raha mandinika ny resaka tato aho tena rarakivy mahita anareo tena be karama, midera manokana an'ireo naazo izany t@fahamarinana, fa tena fitahiana io.
za manokana miombon kevitra @ Mampionona hoe refa hentitra tsara @gestion de budget dia mahavita économie foana. Ny ahy izao ny karamako t@vao nanambady 500 000Ar dia nanao budget zahay mivady dia noferana 600 000Ar ny dépenses/mois(tsy manofa trano fa trano nomen'ny RAR ipetrahanay mandrapavitanay ny anay manokana), zany oe ny karamako dia manampy 100 000Ar @azy ny vadiko ary ny ambiny akotran'ny imprévu dia économie. Niova asa aho t@2014 dia mikarama 900 000Ar ankehitriny fa tena notazominay foana ny dépenses 600 000Ar/mois, zany hoe misy economie 300 000Ar ny ahy + karaman'ny vadiko tsy kitihana afa tsy ny imprévus. Izao izahay manana économies betsabetsaka ka hanangana trano ho anay manokana izao, satria ny zandry anankiroa mba omena ohatra tsara oe tsy mionona @lova fa mila manana ny an'ny tena ;) Courage daholo dia apetrao @ANDRIAMANITRA mandrakariva ny fiainana eee, zay iany no itako nahatafa aloha atreto ann!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: aza kivy
Date: 29 juillet 2015 - 11:26

Aza mapme!
Dans un monde moderne de reo ny paramètre ijerena oe mandroso enao sa tsia
Ra tsis an'reo de tsy mandroso mitsy enao
Ny WC douches cuisines intérieures dôly satria tokny efa fosses septiques, ts mampiasa charbon (fa io koa no tena polluant)
Aza complexé ra ts manana an'reo fa ts koi zany fa ny dikany de ts "ts sambatra" fa "tsy mandroso" fotsiny
Zavatra samy hafa reo
Mieritreritra polluant enao nefa aza mbola ny eo anivonao mbola ts vitanao mi-gérer pollution
Aza complexé e!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mampionona
Date: 30 juillet 2015 - 15:37

Orinasa tsy miankina aloha ny iasako ka izay tian'ny DG sy ny CA ihany no ataony raha resa-bola. Ela tsy nahalala izany augmentation izany ny tena (satria hoy ny delege - indrindra ny sendikaly - hoe ny anareo efa be ka tsy mila miady ho anareo izahay). Ka saiky nananihany hoe fihinana sa fiara izany augmentation izany.

Ananako daholo na Cuisine-Salle de bain-WC fosse septique intérieurs na extérieurs. Ny ivelany ampiasaina ny atoandro ary ny anatiny ampiasaina amin'ny alina fa henjana ny insécurité. Manana chauffe-eau solaire sy pompe solaire koa aho fa ireo no tena hitako hoe fandrosoana. Frigo+congélateur sisa ilako Jirama dia soudure de temps en temps. Ar 1 500 000 isam_bolana mahery ny mensualités aloako hanefako ny trosa nindramana vola nananganako ny tranoko.

Tsy mirehareha sanatria fa mba milaza ny zava-misy sy ny safidiko. Raha Toyota Prado na Fortuner VX V8 no novidiko dia mbola nanofa trano aho hatramin'izao.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent123456Suivante
Page: 3 sur 6


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg