Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent123456Suivante
Page: 4 sur 6
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: kivy
Date: 10 août 2015 - 15:34

mahatsikaiky ahy daolo ny zavatra lazainareo eto ,ila ts ho vita atram ny asakosmiling smiley.4 ans niasana ny tenako ,manana licence ary nanomboka niasa 2010 nandray 150 000Ar etoana retraretra . nichomme entre 2011-2012 nefa sad nanambady iany sad smiley.nahita asa ndray 2013 300000ar ny karama, tsita mo fa ef sarotra ni nitad asa ka zara az, ary amzao 370 000 zara raha niaakatra nefa efa misy zaza 1.ra atao nefa ny compte de ts mahavita ny charge anay mensuel akory io karama io fa en decouvert aza. tena mahakiv e! amzao ko ra iala am asa de ichomm ndray nefa ra mamaky ny ankabeazan'ny comm nareo eto a de ny fifindrana fiasana no isan ny clef de reussite ! fa za ts sahy satri efa fay an le nichomme erintaona, de tsit mo fa de eretanana eto ,,,, indraidray aza mo de ts misakafo atoandro ref mikandra. fehiny manana responsabilité ko ny mpampiasa (RH) matoa dévalorisé ny karama ny piasa noho ny tahotra ny ts ahita asa ka tokony apetraka mazava foana ny grille salarial ka na inon inon prétention an le olona de zay tandrify ny grille iany no arahina , ary mino ny tenako fa azo iarana mijery iany zany any am inspection de travail.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mpandalo2
Date: 11 août 2015 - 11:46

kivy < nga moa miala aminy asa raha tsy efa mahita tsaratsara karama kokoa ? Mitady asa be karama aloha rehefa tena raikitra ilay asa be karama vo miala aminy asa kely karama.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mbolatsafaka
Date: 11 août 2015 - 12:04

Za kou dia mitovy2 am kivy io ny karamako!
Manana diploma(bacc+5) ny tenako fa vao navita fianarana dia nanaiky izay asa hita mba tsy hichomena ela be satria mahita ny situation ny havana sy namana hoe mavita fianarana dia miavona asa satria kely karma sns....
Ny RAD anefa(dada) dia mandatsa ahy hatrany hoe lany vola ry zareo nampiantra ahy sns nefa za dia zara fa mikarama.... kivy ihany anefa fa je me suis dit hoe rehefa tsy tafa ato am ty société ity za dia ity asako ity no ha tafa ahy.
Sady miasa aho aminizao no mitady tsara2 koakoa fa mbola ts mahita atreto e!
2ans d'experience aho ary dia 412 000Ar monja ny karamako :-(
Un jour viendra e! mbola feno ny fanantenana aho!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: kivy
Date: 11 août 2015 - 15:48

ts sanatri akory we fialoanana fa mbola manontany tena aho hoanreo olona mandray karama plus de 2 000 000 ariary milaza we ts ampy gratte, sa ve mba resaka fotsiny le 2m ar ? ra nareo ngamba zany no mandray ny karama raisinay de ngamba milevi-belona oeuf

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mpandalo2
Date: 11 août 2015 - 16:05

mbolatsafaka, kivy < aza kivy fa mahereza mitady asa be be karama kokoa ! rehefa manana expérience tsara sy tsy kivy ny mitady ny ambonimbony kokoa ve tsy hahita ny farany ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: GasyetoParis
Date: 11 août 2015 - 16:41

Izaho mipetraka eto an-dafy 6 taona zao ary efa ho 5 taona no niasa teto.
4 taona sy tapany tao Belgique ary 7 volana zao eto Paris.
2 taona sy tapany voalohany tao Bruxelles niasa t@ call center: 1300 € net isam-bolana
2 taona avy eo mbola tao Bruxelles ihany niasa t@ banky: 1500 € net isam-bolana
Nanomboka t@ janvier teo miasa @ banky eto Paris: 2100 € net isam-bolana
Niova statut kely dia hanomboka @ septembre zao : 2300 € isam-bolana eo.
Ny diplaoma bacc +5 , bacc +4 tany Dago dia ny spécialisation natao tao La Réunion.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: kelybetratra
Date: 11 août 2015 - 17:22

Taloha za nikarama 1 400 000 Ar (karama miaraka @suppl) fa tato arina rehefa tapaka ny supple de nidina ambany noho ny salaire de base ka lasa 1 000 000Ar. Tezitra be rafotsy fa lazainy fa miantoka sipa hafa hono za de mamorona billetin de paie fopla.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: lofotra
Date: 11 août 2015 - 21:35

bacc + 5 en informatique. vao nanomboka niasa dia 1.800.000 fmg t@ 2008 t@ societé privé. niasa 9 mois dia niala fa mafy loatra ny pression. nichaume 2 semaines dia nahita. NY karama vaovao dia varié fa tsy fixe fa en moyenne 7 million fmg par mois. amin'izao fotoana izao dia mbola amin'io asa io ihany fa mbola varie ny karama fa en moyenne 14 million fmg par mois. rafotsy mbola tsy miasa fa mbola mianatra . eo am_pananganana trano fa io tena hitany be rehefa tonga ny karama isam-bolana tonga dia mididy ny hofan-trano.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: hasina.kely
Date: 12 août 2015 - 12:02

lofotra < oay letsy

f'aiza leity elah no miasa zao

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: lofotra
Date: 12 août 2015 - 13:56

aleo tsy asina tatara be ny momba ny toerana hiasana fa tsy maintsy hisy hitsikera ndray

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: salomekely
Date: 29 août 2015 - 17:43

Nina ndray lo 16 ans de efa niasa , nanao animatrice 75 000 fmg par jour ny karama de week end no iasana faly ery tamizany. 2002 niasa tam banky 475 000 fmg ny karama kely de kely avy eo mba niakatra 750 000 fmg fa lany ividianana boky CNTEMAD fotsiny satria nanohy nianatra. 2008 niala tao banky 1 500 000 teo ny karama. Nitetika iditra ENAM fa tsy tafa de nanao call center kely karama be 1 400 000 fmg teo, nanenina be le niala tamy banky. Niditra projet ndray nanao assistante 2 250 000 fmg ny karama nefa ny sefoko 15 000 000 fmg, tapitra contrat de mba naita niasa usine 3 000 000 fmg de niova poste de la sa 7 000 000 fmg eo. ny diplome ko BAC+4 hatrany.
tsy aiko mba reussit ve ny vie professionnel sa aona. manao pret am banky manko de miverina 5 000 000 eo sisa io vola io. Mikatsaka ahazo poste ambonimbony fa promotion canapé no miainga ato ampesana nefa za tsy te anao zany de mivavaka no ataoko mba isy ahita zao ezaka ataoko amy asako zao. ra azoko zay poste zay vo mety handray 10 000 000 fmg net eo ah. Tompo oh efa napetrako eo ampelatananao ny fiainanay mianakavy kely ary matoky ny fitondranao aho.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fonctionR mplhl
Date: 04 septembre 2015 - 10:10

rah mahita ny karamanreo d ten mangahiahy ny mpiasa-panjakana. Bacc +2 6ans d'ancienneté nef dia 393.000 ar n karama. maty manisa andro isakin faha 20 ny volana. mitad vadin'asa fa n fotoana no mba malala-dalaka fa ts mahita e!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Pirina
Date: 09 septembre 2015 - 19:48

tam 2008 tany efa nisy sujet ohatran'ity tato dia tena nitsiriritra ery aho nahita ny olona mikarama 3Mar sady miteny fa tsy ampy azy ilay izy. izaho tam zany nikarama 400 000ar dia miasa mafy mba ahazo prime 100 000ar dia io 500 000ar io no niainana satria ny vadiko tsy niasa tam zany. Niteny aho tamin'izay hoe raha izaho anefa no mandray 1Mar dia efa lafatra ny fiainako. Dia nisy namaly hoe io dia araka ny vola miditra foana ny fandaniana azy. Plus ianao mandray, plus "mahita" handaniana azy.
Taty aoriana notahian'Andriamanitra fa nanao asa tena dia mba mahavelona. Mandray en moyenne 1M400ar eo aho amin'izao (ny vadiko mbola tsy miasa saingy tafiditra sekolim-panjakana dia hiasa amin'ny herintaona raha sitrapon'Andriamanitra) nefa dia marina tokoa fa araka ny vola miditra foana ny fandaniana. Indrindra moa ny tena avy niafy dia lasa mirobaroba zany. Nifindra trano tsaratsara kokoa izahay satria ilay taloha maizimaizina kely, mandomando sns tsy nahasalama ny ankizy. izahay moa manofa dia efa dépenses ambony izay, lasa nampiditra canal sat, nampiditra connexion internet (ilaina amin'ny asa kosa aloha e), nividividy zavatra ato an-trano, mandeha vacances sns.
Izao vao manomboka manangona satria tsy hay izay hiseho rapitso.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: rano
Date: 10 septembre 2015 - 08:15

pirina< ary am le sujet iray ary ny ol mitady anao. Hay enao aty, mba mandalova any azafady.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Tapitra
Date: 11 septembre 2015 - 16:33

Tsy sanatria hoe tia sehoseho, fa amin'ny kolontsaina vahiny dia tsy olana mihintsy izany milaza karama izany ary tena fataondry zareo aza matetika.
Izaho dia mpiandraikitra karama mihintsy ny asako hatramin'izay, hitako daholo na ny karama faran'ny ambany na ny faran'izay ambony tao amin'ny orinasa niasako satria matetika nanome fitokisana ahy ny lehibeko, na dia ireo vazaha aza.
Taloha dia mitsiriritra fatratra ny malagasy mandray karama ambony indrindra tao @ orinasa niasako aho hoe : raha mba izaho no mandray toa azy, izao sy izao no ataoko hitantanako azy sns.Toa anareo etsy ambony rehetra ireo koa, fa io ry reto tena ny train de vie nao no mitondra an'io ah.Tsy ampy foana izay tonga eo ary ny olombelona tsy mety afa-po izany mihintsy.
Ankehitriny, azoko tsorina fa mba tena nahazo asa mifandraika @ izay noheveriko aho satria efa ho avo folo heny amn'izay notsiriritiko taloha ny karamako ( 4 millions net mahery) fa lazaiko aminareo fa mbola azoko lazaina fa tsy ampy anay mianakavy kely, eny ekeko fa mety ho maro anaka aho nefa na izany aza dia izaho mahatsapa sy milaza fa tena tsotra ny fiainanay amin'ny akampobeny.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: seheno
Date: 29 septembre 2015 - 22:30

Izaho dia bacc+ 4 t@ vao nivoaka nianatra. nandray 300.000 ar aho t@ vao niasa voalohany, avy eo niakatra 700.000 ar dia lasa 1.700.000 ar ny farany karamako tany Madagasikara. Na niasa ary aho nianatra foana dia nahazo diplome master 2 anankiroa. Nanomboka 2012 aho no nahita asa taty andafy tao @ reliefweb, mikarama 8.200 euro eo ho eo aho izao. Manana ambiny eo @ 6.500 euro eo ho eo aho. Henjana ilay miasa aty antanin'olona fa hiafina. Efa nahavita villa 2 aho no nahavidy tomobila plaisir sy 4X4 wwt nivoaka garazy. Manangombola indray izao no tanjoko.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: seheno bombna
Date: 30 septembre 2015 - 09:59

Ngah misy WWT any andafy ry seheno????

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: seheno
Date: 30 septembre 2015 - 13:37

Nividy fiara WWT aho any madagasikara ataoko fitondra rehefa manao vacance any. Aty aho tsy mila fiara akory.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Anti-mpijapy
Date: 30 septembre 2015 - 15:15

Nareo ve zany ry Seheno tsy madoa impôts any an-dafy any? Raha izany mantsy no ambiny ...

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: revy
Date: 02 octobre 2015 - 14:24

Izaho indray dia niasa nanomboka tam 2004, zanaka olo tena sahirana fa nanambady zanak'Antananrivo tena rien à voir amin'ny fiainanay mihintsy. be hambo-po be Habanareo, ka tsy mety nampiana izany mihintsy, meme na tamin'ny memoire teny Ankatso aza,de tsy nety nandray fanampiana tam havambady mihintsy. somary nampalahelo kely tamzay fa de tena 0 ar, tsy nasiana fanasàna izany, fa reefa tonga tany antrano dia Dzama 52 demi-bota izay nosotroiko tao antrano dia ny an'ny rafotsy coca kel Mbola notrosaina, ny Akama moa de tsy nolazaina raha tsy taty aoriana fa wain be.Nichom 2 mois, nefa rafots bikina,proposena fianakams rafotsy kandra fa tsy nety. Nahita kandra taty amin'ny sisiny, tonga de natao 720 000 ar, nifindra boite indray hafa dia nahazo 900 000 ar net teo ary tsy niova mihints nandritra ny 5 taona teo, Dia nahita hafa indray any faritra hafa dia 1000 000 Ar teo foana tsy mihetsika mihintsy. Somary leo dia tena demission kely mihintsy aloha, satria misy vazaha ary eo ambany fifehezako mikarama 5 fois plus an'izany. Efa nahavita trano tan am ville aloha de nanohy fianarana kely tao iray taona, fa niaina tam consultance kely bdb. vita ny fianarana, de nitady asa amzay, sady tsy nisy ny consultance no sarotra no nahita asa. nichom tsy nis fidirambola nandritra ny 4 mois, vao nitsiky ny vintana, satria tena vazaha daolo ny nampanao entretien. tonga ny karama amin'izao dia 6 Mar net par mois avec 2,5mar fonctionnement. faly amin'ny ezaka natao, fa toa mijaly indray amin'ny fisarahan-toerana matetika sy maharitra amin'ny vady aman-janaka.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mazana
Date: 06 janvier 2016 - 10:47

za miasa amina orinasa tele mipoapoaka be eto akorondrano.270.000ar karama tamin'ny 2008-270.000ariary ihany hatramin'izao.patron kaidy be nefa be zesta.
charge fixe isambolana 1.000.000 ar.MIRACLE Isorana ny tompo fa mbola velona

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: bonobos
Date: 06 janvier 2016 - 12:44

mazana>> Mangala-bola enao zany ? Sa ahoana no anaovanao ilay miracle ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: raozikelybe
Date: 19 janvier 2016 - 11:34

mikarama 5 millions fmg. Efa 8 millions taloha fa nampidininy deba,nasiako vadin'asa kely, manao collecte produits locaux, fa karamako 3 volana azoko indray mandeha, isaorana ny Tompo, mbola apetraka aminy ny tohiny rehetra.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: vintana
Date: 19 janvier 2016 - 14:36

za niasa volou 1 800 000f karama net,tam ste telecom.mavo be tamzany tam 2004.niasa 3 taona tao anatin zany naazo fisondrotana toerana dia niakatra 2 500 000f miark am prime ref juin!efa faly eri oe vao niasa de mb cava kely ny s.nia mafy ny rythme sy ny pression dia niabandonne !ny chome 2 taona satria niteraka,nihevitra oe mb ts de o sahirana ahita asa am experience kin koa fa 2 taona zao nitaiza!nitady fa tsis mints ...vadiko koa en plus nisy olana asa dia voaroaka!loza be economi no niainaay,mamako no ni depanne nay tao hotahian tompo anie izy!soa fa manana trano lova.
indray andro mb nanandrana ftsn comme ca nanao concours bank iray leibe,tadidiko mints tamzay andro concours zay niainga vao maraina tany antrano mofo kely ftsn de lasa sao tara.vao niditra le salle vahoaka be loza ty oa 1 chance sur bdb !sady nivavaka ao teo am place ko!
herinandro aveo nivoaka ny resultat afaka!faly be,atramzao ato foana.
karama voalou kely lou e.nanomboka 2 000 000f,zao lasa 4 000 000.mlay miaktra isan taona ny s,ny prime isan mietsika,fa na izany tena ts ampy foana e.mahagaga,ts mahavita epargne kory!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Tazou
Date: 05 février 2016 - 23:30

497.000 ar raisina le 20 dia tapitra le 01. Henjana le miaiana. Vady 1 zaza 1. Trano hofaina.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: vahiy
Date: 23 février 2016 - 09:46

Tena sérieux ve zao karama resahinareo zao e? mba omeo sopapa @ zan fa tena mitady asa mitsy!
Zay 15 ans d'expériences, BAC+4 gestion,ts tenenina ny boite fa mahamenatra, zara raha mahita 650 000Ar isambolana, miala hofatrano, jiro, ecolage,... faha 5volana d'efa tsisy, gidragidra lava isan'andro ny asa!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zazagasy
Date: 23 février 2016 - 17:43

ny anay ny ohanina anio tadiavina rahampitso fa tsis we tiampy zany fa mitovy fona;

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: $ongomby
Date: 24 février 2016 - 17:39

Zà zao tena mahita fa fantasme sy revin-gadra ny 50% posts eto. De misy milaza fa mandray zao millions e, Raha eto Mcar dia atao moyenne eo anelanelan'ny 300.000 ar ka hatramin'ny 1.000.000 ar eo no betsaka. Raha finda ndray de eo 700 eur ka hatramin'ny 1.500 eur eo ny ankamaroany. Ary @ rubriques blagues sy insolites mandeha raha ankoatran'ireo. Na mamorona topic hafa mihitsy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: victor
Date: 25 février 2016 - 10:48

ny ahy zao t@ vao niditra niasa dia 8 000Ar/mois. tena tsy ampy mintsy. Zao za mandray 1 200 000 Ar/mois fa toa mbola tsy ampy ihany. Izao no antony: ny fiainana efa miakatra isanandro, Ny ankizy efa lehibe, mitombo ny fandaniana, mihamaro koa ny filàna andavanandro. tena marina tokoa fa arakaraka ny fidirany no ivoahany koa. Tsy mety ho ampy izany ny karama fa ny toe-tsainao mintsy no mila mnao hoe ataoko ampy ity. ny ambiny hodiantsihita.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Aime
Date: 01 mars 2016 - 14:53

$ongomby> Tsy revingadra zany ary tsy insolite ny olona mikarama plus de 1.000.000 ar, betsaka loatra mitsy aza no mikarama amin'izany miampy ny bizna retraretra.
Ary betsaka torak'izany koa ny mikarama mbola entre 50.000 Ar et 150.000 Ar isambolana.
Eto ami tanana misy ny retraretra e.
Zay no antony angatahana ny tsirairay hamoaka ze vola miditra amin'azy eto jerena oe ohatrinona.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: expert comptable
Date: 02 mars 2016 - 17:17

Za mba té hampitovy chiffre.
Za expert comptable @ sté d'audit izay manana BAC+5,5ans d'expérience, mahazo déplacement kely sy indaminté kely d mikarama 1 000 000 Ar brute eo! Normal vé????
Otrany hoe kely lé izy par rapport @ lé diplome, lé expéreince, lé asa????

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: victor
Date: 03 mars 2016 - 11:56

expert comptable > za mahita hoe kely io karama io. za zao tsy manana afa-tsy BEPC fa plus de 20 ans de service, mandray io base 1,2 io miampy logt sy trans ary indté

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ralery
Date: 09 mars 2016 - 05:49

otran variana mamaky ny tantaran ny tsirairay dia mba mandray anjara koa.

27 ans a zao.
nanomboka niasa tam za 18 ans sady 1ere annee teny ankatso.
niasa tam an reny centre d appels reny 3 mois :400 000ar teo ny vola net.
najanona ilay asa fa tsy araka le miasa alina sy ilay mianatra. dia niaritra tam bourse 30 000ar/mois teny sy izay voangona kely.
avy eo durant 2 ans apres, sady manao asa chauffeur (20 000ar par jour) rehefa le tsy mianatra eny ankatso (3mois/12), dia mandeha mission (teo am 500 000ar /mois sur 3 mois) dia mba nanangona.
vita licence gest teny ankatso dia niasa tam grande distribution. 450000ar /mois nandritrin 1 an ( tamin io mahazo bojy avy am client dia tafiakatra 1000 000 ny vola raisiko isambolana. mbola tsy nanambady sy nipetraka tam rabaofy dia niadana. mahavita mividy ordinateur portable anatin 1 mois raha tiako.
najanona ny distribaka fa mila niverina nibosy, sady nanambola kely . vita ny maitrise dia niverina niasa . operateur telephonique ndray. 550 000net ny vola azoko isambolana, commissions tokony ho tsara fa tsy azoo matetika. rehefa mahazo dia tafiakatra 1 0000 000 net ny coms.
leo be dia niala tao, dia niasa tam institutions financiere. 1200000net/mois, 19mois de salaire no raisina par an, miampy fahafahana manao pret a taux quasi nul.
zao a misy ketrika vaovao misokatra grande boite , 2.400 000net dia misalasala hoe hiala sa tsia.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: GasyBelzaetoParis
Date: 09 mars 2016 - 12:48

31 taona ny tenako zao.
Teto Eoropa ( Belzika sy Frantsa) nanomboka t@ 2009 ary niasa nanomboka t@ 2010.
Master Eco spé Finance eto Frantsa. Nanao maîtrise Eco tany Dago spé Eco de Développement.
Nanomboka niasa t@ call center tao Bruxelles 2 taona sy tapany : 1600 € brut ny karama ( 1250 € net eo ) t@ vao nanomboka ary tafakatra 1700 € brut ny karama (1300 € net eo) rehefa nahita asa hafa mba nifanaraka t@ fianarana.
Tafidfitra niasa t@ banky tao Bruxelles ary niasa tao 2 taona dia 2300 € brut ny karama ( 1500 € net).
Tapitra ny contrat nandritra ny 2 taoana ary tsy nahazo CDI dia nitady asa @ banky ihany tao Belgique sy Luxembourg indrindra indrindra fa teto Paris no haingana dia nahita.
Eto Paris aho no miasa ary @ banky ihany efa ho 1 taona sy tapany zao : 3000 € brut ny karama ( 2300 € net) miaraka @ pitsopitsony madinidinika : chèque cadeau Noel ( 130 €), chèque vacances 750 € , bonus + prime d'intéressement ary afaka mandeha mi-voyage @ firenena hafa indray mandeha isan-taona karakarain'ny toeram-piasana ka 15% à 25 % fotsiny no aloa . Amin'ity taona ity dia any Brésil no handeha.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zaako
Date: 11 mars 2016 - 15:58

Za vhv, karamako 400 000Ar net, vady tsy miasa, za daholo miandraikitra ny charges rehetra ao an-trano, zaza 02, soa fa tsy mandoa hofan-trano. Tsy maintsy atao mahatody fin du mois ny vola. Miezaka mihintsy tsy manao trosa ary mi s’adapte @ izay misy eo. Tsy misy economie, raha sanatria marary mba misy OSTIE. Na izany aza anefa dia misy ambim-bava kely 10 000ar eo ho eo foana fin du mois.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Pouraty
Date: 11 mars 2016 - 23:06

zaako >> mahereza ranabavy !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: rififi
Date: 12 mars 2016 - 12:33

Zaako mba enjana njay zan anao zan k za ko manana vady ts miasa 3zaza fa mba tsara2 karama 2 400 000 ar miark am prime isan telo volana d 2fois an io no raisina fa ho tereko hiasa Rams fa makaleo b le maita az ts manao ra

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: soatsara
Date: 14 mars 2016 - 13:48

Miasa aiza kay rafifi rah tsy madiso?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: rififi
Date: 17 mars 2016 - 12:35

Am banky aty mahajanga

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: kazanov
Date: 17 mars 2016 - 12:56

rififi > otrany haiko ianao io an!!! hum! miara-miasa @ Radom sy alphèse

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: rififi
Date: 22 mars 2016 - 20:01

Kazanov> piara miasa Amin iza ???faritra Aiza kay le eritreretinao ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: santos
Date: 31 mars 2016 - 09:14

rififi>> veloma ao amdri ra lanto sy ry rado ao e,,,,

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: somermady
Date: 01 avril 2016 - 11:16

nofi2 daolo no betsaka! mikarama 3 sy 4 milaka ariary na 5 mil euros ve de handany andro eto @ forum. ngah tsisy asa sa foksionera mandany lera fotsiny sa kadra fasina sary?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mbinondiky1
Date: 01 avril 2016 - 15:31

4 millions ariary izany ry akama vao 1100 euros ah! Aza mba malahelo soa an-kavana izany

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: somermady
Date: 02 avril 2016 - 19:04

Iza no société eto Madagascar manakarama 4 millions Ariary nefa mitatara valamaty eto @ forum. Tsy blême amiko mintsy zay mikarama be fa tsy izaho akory no mipaye azy fa le nofi2 no mapme be.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: marinaloatra
Date: 04 avril 2016 - 14:08

Ny ahy 460 000 ar efa 12 ans za zao no niasa tato am société iasako ity fa tena mbola tamana tsara mihintsy ary milamina ny fiainako.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: victor
Date: 05 avril 2016 - 09:20

za ry zareo tsy misy kandra matoa mijanona birao, donc afaka manao forum eto.
za koa aloha tsy be karama fa ezahina ho ampy izay eo

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: piso2016
Date: 07 avril 2016 - 11:56

Akory ô !

Tena marina io voalazanao io ry YesWeCan, ny besoin ny tsirairay no tena maha-ampy sy tsy ampy ny karama. Za zao 26 ans de mandray 3 000 000 ar eo, miasa tena a de ndraindray plus nio fa io n farany ambany nefa za tena be dépense (satria ny famille-ko rehetra dia tsisy na iray mba misy hatao fa sairana daholo de za no mba azo iafiana de tsy maintsy manampy: miantoka zandry roa @ université, sy manampy ny RAR). Noho reo dépense-ko bdb reo de tsy mbola ampy iany io karamako io fa miezaka hatrany. Personnellement za tsy be dépense fa ny famille-ko no mahabe dépense ahy, za tsy mandany vola am fitafy toy ny sipa rehetra.

Ny conseils-ko fotsiny dia aza mionona amna karama tokana fa mafy ny fiainana. Tsy hoe midera tena aho fa isaorako ilay nahary fa nomeny toe-tsaina tia mikaroka sy mazoto miasa ary tsy miavona asa aho, ny tena rahateo moa zanaky ny sahirana ka tsisy ho lovaina sns de tsy maintsy miketrika mafy.

Bon courage daholo !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fonktionera
Date: 08 avril 2016 - 23:21

za fonctionera fa arakaraki categori nenay karama nena zao 500000ar eo fa tsy tafavoaka mits a! ny atsasani ofatrano de mbo imagineo ,mbola aiza n facture frais ny nursie ny couche ny zazah etc,bref sambatra ny any andafy au moins aloha ny sakafo ny anizareo tsy ho probleme mitsy,fa ny atsika eto tena oe refa tsis de tsy minana,fromage et chocolat zany def natao ho anizai mikarama plus de 600000 ar par mois e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: fanox
Date: 14 avril 2016 - 17:27

Ny ahy 1.850.000Ar fa itako mbola tsy ampy satria tsy miasa ny vadiko, nefa zanaka telo. Resp kely @ orinasa iray, nefa ny vazaha mitovy hierarchie amiko ambony be, fa dia kivy ihany ny tena.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent123456Suivante
Page: 4 sur 6


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg