Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent123456Suivante
Page: 5 sur 6
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: afapo
Date: 26 avril 2016 - 11:34

dia tsroako ilay hiran i POOPY hoe
tsy mety afa-po ra olombelona an, même un président de la république mbola iteny koa fa tsy ampy ny karamany mitady plus foana


eeeeeeeeeeeee!!!! ety an tany nge ianao e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: PETA
Date: 26 avril 2016 - 15:09

Miarahaba antsika rehetra ny tenko, varina uhany aho raha mamaky ireo rehetra voasoratra ato , ary dia gaga , fa aiza kai no ahitana izany karama plus de 1 000 000 ar izany ? inona ilay société , za nefa mahalala olona efa ingénieur fa dia mbola zara raha 400 000 ar karama ? mba omeo soupapa e! hihihih! ny tenanay efa 4 ans de travail fa ny karama tsy mahatratra 240 000 ar indrisy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: yzok
Date: 29 avril 2016 - 14:19

Miarahaba anareo rehetra, Misy mihitsy ny orinasa mampikarama ohatrany izany eto Mada na Gasy ny tompony na Vaza. Izaho manokana efa nahita olona mikarama +2000.000 Ariary kanefa tsy oe directeur na du genre fa responsable eny, Ny antony > Fisolelahina goavana faratampony amin'ny tena deba, tsy mi généralisé aho fa io no zavatra efa itako! smiling smiley

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: somermady
Date: 30 avril 2016 - 16:24

mpampiresaka no bobaka eto. ny karama zany misy barème grille salariale araky ny societe ary miankina @ diplome ancienneté responsabilité sns ary fisondrorany misy critères sy évaluation be vao tanteraka (misy comités composées de plusieurs personnes). fa tsy hoe ianao sy ny patron rery akory no mpiasa ao ka omena faveur exceptionnelle hoe ampiakarina X ariaty na de nitondra résultats tsara aza. orinasa tsisy gestion no manao an zany fa ra société normale tsisy ampiakatra karama be isaky ny mihetsika araka ny nofi2 betsaka eto

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: tantely rova
Date: 13 mai 2016 - 14:42

Variana aho mamaky ny karama eto !miaiky koa !hay midangana toy izany izao ny karama any Dago! mandainga izany ny hvako tavela ny milaza ho kely karama fa hajanoko ny fanampiana azy ireo hihihi

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mampionona
Date: 14 mai 2016 - 13:07

Rapport de force ny fifandraisan'ny mpampiasa sy ny mpiasa.

Tsaroako fahiny fa haingo no tena nandraisan'ny DG ahy. Ahafahany mampiseho amin'ny vazaha (consultants) fa manana technicien avo lenta afa-mifampitàna aminy ny orinasa ka tsy azony fitahina na ivarotany sakabeloha. Saingy aleony miantso consultants vazaha ahazoany manao koban-kisasahana toy izay hanome ahy karama be (c'est relatif). Fa rahefa gaga ny conseil d'administration fa toa miantso consultants vazaha isan-taona dia novaliako fa mahafinaritra ny foiben-mpitondrana ny mandoa volabe amin'ny vazaha toy izay hampiakatra ny karamako. Azonareo atao hoy aho ny mandroaka ahy fa izany hoe mila mitady olona mety handray izao karamako izao toy izay hijanona any an-dafy.

Teo aho no nandray 4 700 000 ariary teo ho eo. Fa niova ny conseil d'administration sy ny Direction Générale dia nihantona indray ny karamako satria nihevitra ry zareo fa efa betsaka ihany izany. Fa rahefa nisy orinasa hafa, izay verezinay lavitra na chiffre d'affaires na résultats, nandefa proposition ho ahy dia nahazo augmentation aho ny 2015 (15%) ka lasa 5 400 000 ariary net izao (ankoatry ny téléphone flotte sy ny Jirama ary ny mpiasa an-trano iray).

(Marihiko fa efa maro no lasan'ny orinasa hafa concurrents ou autres ny mpiara-miasa aminay ka nahavaky vava ny inspection du travail hilaza hoe ny tsy mahita aleha ihany sisa no mijanona ny cadres ato aminareo)

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mafiadikely
Date: 17 mai 2016 - 18:20

ny ahy ny tena itako dia tena ireo mpiasampanjakana tsy manao ninoninona nefa di amahazo prime isakyny mahatsiaro.Aiza moa ny firnena no handroso.
Tena hitako,ankizy niara nianatra niara tafavoaka tamin'y fianarana fa ry zareo mahitahita moa amin'izao ny fiaran ikala bmw x3.Izaho mbola vao 1.000.000 ar(izay isaorako indrindra an'Andriamanitra ary) ny karamako.Tsy manenjika azy aho fa misy tsy rariny loatra eto Madagasikara ary ny tena miasa mafy no tena mijaly.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: bararata
Date: 18 mai 2016 - 09:52

Yeswecan>sortant ESSA ko ve ianao

BACC+5 en agronomie:
2010:consultant 60000 ar par jour pendant 3 mois
2011 à 2014: cadre ao @ société 700 000 ar à 900 000 ar net par mois (augmentation)
2014 à 2015: responsable technique ONG 1200 000 ar net /mois + frais de mission (60000 ar /jour, 10 jours de mission par mois)
2015 à ce jour: cadre ao @ société 1 500 000 Ar net + prime (200 000 ar à 300 000 ar par mois)
Eo amin'ny 600 à 750000 ar par mois eo ny fandaniana isambolana:manofatrano, mampiasa fiara, fa ny revy + sipa no tena hitako mandany vola (tafakatara 250000 ar/mois)

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: FRAM
Date: 20 mai 2016 - 11:35

Za mahalala mpampianatra FRAM @ Epp eto andrbivohitra. Karama 30 000 ariary, mivarotra clarinette sy mofo katsaka mba hanaboriborina nt farany volana..miharitra aloha sao ho lasa mpiasa-panjakana iany araka ny fampanantenana izay mbola pok'aty hatreto nataon'ny minositra..
Hafatra kely: Mifalia sy mahaiza misaotra @ zay hananana indrindra ho anareo mimenomenona hoe mbola tsy ampy ny karama @ na millions d'ariary maromao reo

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: jocelyn
Date: 02 juin 2016 - 14:27

Mampalahelo kely ny karamanay ê!!! zara raha frais fotsiny d zay!!!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Legaga
Date: 08 juin 2016 - 12:11

Izany ve lehiretsy ny karama dia mbola tsy ampy ivelomana ihany e!??
Mila fandaminana tokoa ao amin'ny orin'asa satria lany @ karamam-baza fotsiny anie izany ny vola miditra e? aiza ny sindika amin'izany?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: amizao 2016 dray ary
Date: 17 juin 2016 - 18:04

Miasa tena fa mahatsiaro sahirana vao tafavohaka
Mahita eo amin'ny 1200000ar eo isambolana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: asa tena
Date: 19 juin 2016 - 15:53

Miasa tena, environ 30Millions Ariary isan-taona eo eo ny bénéfices, (miala charges rehetra ao tokantrano koa).
@maha miasa tena anay moa zany dia mila mi-fonce be dieny tanora satria ny asa tena tsy mandray retraite. Zay ftsn no lafi-ratsiny

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mahavarina
Date: 21 juin 2016 - 13:30

D mahavarina ity resaka ity marina, io zany ze azonao eo tsy maintsy atao hay ny mitantana azy e, fa marina le oe arakarak n idirany no ivoahany: ra mikarama 750 000ar par mois kosa ah tsy iantsena any am Akoor mintsy e, ra tsy oe ivid mofo 1 ngah.
Ny ahy zao 1000000 ar eo fa d lany tsis mipetraka refa tonga ny faran volana.
samia mahay mitantana ny eo apelatanany e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ralery be ketrika
Date: 27 juin 2016 - 22:34

Sali sali, mba tonga hizara kely ny tantarako a.

Hampanetretena be no hitantarako ity.

17 ans a nanomboka niasa, vao vita bacc dia sady nianatra tany ankatso no niasa tam reny call center reny en mm temps. 250 000ar + prime 100 a 150 000ar ny karama par mois tam zay.
Nijanona teo mandritrin 4 mois, dia najanona le kandra fa vizaka loatra fa miasa alina foana.

Avy eo nanao chauffeur sady nianatra: karama 20 a 30 000 ar par jour , fa rehefa misy touriste vao mandeha. Eo am 10 jours pzr mois teo.

20 ans. Nahazo licence teny ankatso, dia niasa tam na grande distribution nanao commercial mandritrin 1 an. 450 000ar a 500 000 ar teo.

Avy eo najananona le gde distribution fa namita bosy teny ankatso, nefa tsy vita akory ny memoire. Dia nitady asa indray.
Telecommunication no hita, 500 000ar par mois, ny tena amin io bevohoka rafotsy sady mbola mianatra izy. Dia nanambady ary dia niteraka. Za miasa dia izy mianatra sady mitaiza. Fa misy prime teo am 500 000ar teo ankotran le salire de base . Zany hoe afaka mahazo teo am 1000 000 ar par mois rehefa tonga ny prime.

2 ans nanao an io kandra io, dia leo be satria hampifilafilain le deba tam le karama sy le prime , karama moa tsy ampy anay intsony satria misy zaza, dia ndemissionne. Lasa nanao commercial tany am banque.

Tao am banque 1 400 000 ar ny salaire net, fa misy prime maromaro indrindra fin d annee misy 14 eme mois dia prime de resultat equivalent salaire. Nijanona tao 2 ans. Teo am 27 mios ar par an teo.

Dia nokotina societe d energie za, zao ny karamako 5 000 0000 ar brut. Eo am 4 000 000 net latsaka. 26 ans a zao, un enfant , une femme. 60 a 65 millions ariary par an.

Ny mba teny kely ampitaiko aminareo dia mikiriza amin ny zavatra hatao, tsisy zavatra tsy laitran ny zoto. Rehefa misy opportunite miseho dia mila raisina, mila maka risika. Ary indrindra indrindra, mila mifankatia ny mpivady.

Mbola kely io karamako io mihoatra ny mpiara miasa amiko, fa alefa tsikelikely.

Mazotoa dia mahaiza maka risque amin ny fiainana

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mamankouely
Date: 20 juillet 2016 - 05:44

Bjr dôly !!! za kou mba handray anjara fa otran tiko b zany ty rubrique ty !!! ty no tena tiko ato @ forum, pls Modo aza fafana e !!!

Ny karama mou no resaka, nena variable b fa eo @ 900.000 ar eo isambolana, mety pus mety latsaka kely. Tsy ampy fona e!!! lasa ny charge fixe defa tsisy tsony, glace ray no mba tsetsafina ampiononana ny fo oe efa nanao in mois in fa @ manaraka ndray. tena kely be zan karamako zan miotra nenareo retra retra ato, fa ifalina fa amzao krizy zao mou ho aiza. Le asa nefa tena mafy b sad b pression b, zao aza mbla tsy natory, sûr zao zah fa nareo retra2 reo efa hifo daôlo za mbola tratra eto !!!
Mikasa hianatra deny zao de mba hitady asa afa mba tsara2 miotran'io, fa de otran'ny sobakaka mananika rindrina izy ty, ny envie bedabe fa ny hozape hananika no tsisy !!!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: TINAH
Date: 18 août 2016 - 13:41

AMIKO ALOU NY KARAMA TS FILAZA F NY ZAVATRA TSAPAKO D NA OTRINN NA OTRINN NY KARAMA D TS HO AMPY F NY TOKON ATAO D MILA MAHAY MAMPIRINA D MIAFY KELY AO ANTRANO F NY FIAINANA NGE KA FIAFINA E

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Rindra kely
Date: 31 août 2016 - 06:26

Mahafinaritra ahy ity sujet ity mba ahitana hoe aiza ho aiza no misy ny tena. Toy izao ny ahy nanomboka tamin'ny 2011.
2008: Vao nanomboka niasa dia nahita projet izay ary nikarama 800.000 ar, zero depense tamin'izany fa mba niantoka sakafo Alahady sy nanangona vola fotsiny. Efa fantatro fa mbola hanohy fianarana dia tonga dia nangonina ny ecolage hahavita ny fianarana. Ny ambiny ny karamako dia nolaniako indray mandeha nanaovana tour d'Europe sady nanampy kely ny zokiko.
2010: i Neny moa efa maty efa ela dia maty koa dada. Ny asa anefa efa najanona fa hoe hiverina hianatra. Tena galere total, soa fa nisy hofan-trano 600.000ar niainana anefa tsy ampy mihitsy ilay izy. Izay vao nahafantatra fa hay mila mandoa sakafo, karaman'ny mpanampy ao an-trano, jiro sy rano... Miampy ilay zoky iray tia mivoaka matetika dia maka vola aty amiko matetika satria izaho no mitantana ny hofan-trano. Raha tsy mahatody faran'ny volana dia mangataka kely amin'ilay lahy matoa.Dia toy izay foana, vita ilay fianarana anefa tsy nahita asa. Lasa niavona karama satria efa nandray 800.000 ar taloha dia tsy nety hiasa latsak'izay intsony. Dia nitady hevitra hivoahana aty ivelany
2013: Nahita bourse 900$/mois miampy ecolage dia notetezina daholo ny fianankaviana angatahina frais. Tena isaorana an'Andriamanitra fa manana fianakaviana nanampy. Nianatra langue aloha 1 an avy eo vao tena manohy ny filiere. Hofan-trano 200 sy sakafo 300 ihany no nesorina tamin'ny bourse ary tena nitsitsy be. Akanjo avy any Mada ihany fa ny ririnina no nividy botte d'hiver iray sy manteau d'hiver iray. Dia iny foana no anaovana isan'andro. Nanomboka nahita petit boulot mampianatra, baby sitting, serveuse,... natao daholo rehefa asa. Nahavita economie 300$ par mois teo.
2014: Nanomboka amzay ny tena fianarana ary tsy afaka nanao petit boulot intsony. Nifindra amin'ny trano tsaratsara anefa. Nianatra 6 mois dia nahita projet de recherche. Dia miasa amin'ilay izy ary nitombo 500 ilay 900. Dia nahita projet hafa indray 2015 dia miasa amin'iny ihany dia nahazo 500 tombony hafa. Dia hatreo aloha. Total izany 1900$/mois. Mbola manantena fiakarana satria mbola tanora sy vonona hiezaka.
Izaho aloha tsy hiteny hoe tsy ampy ahy io, notazomiko foana ny rythme de vie-ko: mandeha metro,bus, mahandro sakafo, tsy manao folie refa miantsena.... Voyage no mba handaniako kely indraindray fa mahangona eo am 1000$/mois eo ho eo izaho hatreto.

Somary lava anefa mba mahafinaritra kay ny mijery ilay evolution. smiling smiley smiling smiley

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Indrisy
Date: 30 septembre 2016 - 15:05

Jesosy ô! mba tahio za mba hahazo zany karama 4 000 000 Ar izany isambolana. Amen!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: andrymahitsy
Date: 22 décembre 2016 - 16:39

Mahaliana mihitsy ity sujet ity, ahitana karazam-piainana isan-karazany.

Raha ny salan'isa ho an'ny karama voalaza teo de tena manahirana ny hiampita volana iray. Tena mampisaotra an'Andriamanitra fa olona voatahy ny tokantranoko raha izany. Tsy de misy manahirana loatra, manana tahiry, mahavita manangan-javatra..sns.

Asa tsotsotra ny asanay, ny vadiko aza tsy miasa fa manampy ahy fotsiny, izay mety azo lazaina de izao: miezaka ny ho mpivavaka tsara sy marina izahay amin'izay rehetra atao. Hita mihitsy ny tanan'Andriamanitra manampy sy miaro.

Tsy miteny aho hoe tsy misy olana, tena misedra probleme izahay, indray andro aza nisy fatiantoka 31 000 000Ar, nefa tsy maintsy naloa tao anatin'ny 2jrs. Fa nanao zava-mahagaga Andriamanitra dia azo mora foana io vola io.

Raha mety re olona de manaova izay sitrak'Andriamanitra fa tena miavaka ny olona manana Azy a.


Mahereza daholo

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: miorantsoa
Date: 27 décembre 2016 - 15:10

Miarahaba antsika rehetra.
Mahafinaritra ny mijery fa an'asa ny anakabeazantsika. Ao kosa aloha ny tena be karama. Efa be karama zany mihoatra ny 1 000 000Ar / mois zany raha ny fianana eto tanà.

Fa zaho aloha dia gaga foana fa betsaka ny olona be karama, manana fiara fa tsy manana trano ka manofa trano 400 000Ar e, 500 000Ar satria te hipetraka amina trano tsara.

Dia gaga koa za mahita oe misy olona mikarama 600 000Ar ary mipetraka amina trano 70 000Ar??? Mba ohatran'iza re izany trano izany.

Taloha za niasa taman'olona 2006 ) 140 000Ar ny karama, 2008 ) 350 000Ar, tao aorinan'izay niasa tenany mahazo entre 200 000Ar - 3 000 000Ar par mois rehefa miala ny dépenses. Nahavitra tano 2 entre 2010 - 2016. Saingy sahirandava satria mafy be ilay manao trano. Mampanofa trano zao no fanampin'ny fidirambola fa hitako maty antoka fa hofatrano mbola afaka 15 ans minimum vao amorti ny vola lany, ny mpanofa manimba trano tsy laitra.

Mirary soa antsika rehetra e. Hajao ny asa fa anisan'ny maha olona io. Na betsaka na kely ny karama ny important dia ny fahaizana mitantana azy mba ho ampy e.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: notahiany
Date: 30 décembre 2016 - 05:23

Mba te handray anjara koa ny tenako.
2012 aho niasa voalohany. Vao avy nahavita stage tany ivelany t@izany dia nody fa hoe te hamita ny fianarako taty dago satria tapaka antenantenantaona kmémoire sisa tsy vita dia azo ny master. Nody ary ka sady nanohy fianarana no niasa nandray 700000ar net isambolana. Vita ny mémoire dia niala ny asako aho noho ny tsy fisian'ny stabilité. Nijanona tsy niasa aho fa nanao ilay cours en ligne ireny nandritra ny 3 mois. Avy eo nahita asa ka niantomboka 1500000ar net. Mbola ao @io orinasa io aho hatr@zao mandray 5000000 ar. Ny hany teniko dia raha mbola azo atao dia tohizo foana ny fianarana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: hilou
Date: 16 janvier 2017 - 18:48

efa hitako teto ity sujet ity tam 2010. nahantra kely izahay tam zany, 2.500.000fmg no nivelomanay satria ny vadiko tsy niasa. dia tadidiko aho nanoratra hoe raha mba mandray 5.000.000fmg aho sambatra sy tretrika. izaho efa miasa ny vadiko, mandray 10.000.000fmg izahay isam-bolana fa mbola tsy afa po ihany, tsy mahavita manao économie fa miampy foana ny charges. tsy mety afapo raolombelona. mahita ny olona manan-karena be dia mbola marary ny aina. mijery ny budget mahavita trano, toa tranon'akoho no vitan'ny 50.000.000fmg. tsy mety afapo. vao maika moa mahita ny karamanareo sasany eto dia vao maika tsy afapo e manotany tena foana hoe ahoana no ataon'ny olona ahitany vola be lol

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: jullien
Date: 16 janvier 2017 - 22:12

Be koa ny mampiresaka e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: nixd
Date: 23 janvier 2017 - 13:22

Salama daholo !

Izaho dia an'isan'ny olona nilalao vola, sady miasa amin'ny privé aho, mikarama maherin'ny 2.000.000 ar oops.000.000 fmg mahery) nefa koa dia sady nanana entreprise madinika, ary nananana fidiram-bola hafa fa dia tsy afa-po foana fa tsy ampy lava izao !
Fehiny : raha mbola sain'olombelona tsy ahita fahafaham-po izany fa apetraho eo am-pelatanan'ilay Tompo tsara fa dia ho ataony sady ho ampy io no ho lavorary !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Andry2014
Date: 25 janvier 2017 - 17:08

nenah 1.000.000Ar efa ho eri-taona no niasa, vo 2 volana nanambady fa tsy mbola nihoatra ny 4.000.000Ar zany ny compte any @ bank

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Touly
Date: 26 janvier 2017 - 15:54

Karamako zao 2.150.00 Ariary brut par mois, miasa amina ONG international aty amin faritra, efa asa faha 5 io zao depuis 2007, za vao mba mi souffle kely, sarotra mo no ilaza oe ampy e, satria ny charge fixe ko betsaka, ny vady amanjanaka any tana, hofatrano, ecolage ankizy, etc..miafy ihany ny tena aty fa efa misy plan de sortie, bientot bye bye hofatrano tana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Tom Sawyer
Date: 16 mars 2017 - 13:14

up

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: te halala
Date: 20 avril 2017 - 11:53

ny ahy dray t@ 2012 nandray 100.000 ariary dia niafy kely teo; nanohy nianatra dia nahazo diplome dia nisom nandritra ny 2 taona dia zao dray miasa amina société iray dia mikarama 300.000 ariary fa tsy ampy a!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Totongana
Date: 28 avril 2017 - 16:13

Raha ny fahitako azy izany tsy hie le karama no lasa nidangana fa ny sandam-bola malagasy no nitotongana nanomboka tany @ faran'ny taona 90 ka h@ izao.

Entre 2004 sy 2008 indray mba nisy appréciation ny ariary ka mba netinety ny fiainan'ny mpiasa ary stable ny karama.

Fa ataovy ny fampitaha anie e!

Izaho izao tany @ taona 1999 nandray karama fixe 1 760 000 fmg + indemnité ka tonga teo @ 3 millions Fmg par mois teo ho eo no noraisina fa tena nanambola be ny bandy t@ zany tany @ faritany.

T@ izany toa mbola teo @ 6500 Fmg teo ny cours ny euros donc nandray 465 euros par mois teo izany izaho t@ 1999.

Taty @ taona 2009 indray aho folo taona aty aoriana nandray 1 300 000 Ar ka raha
2 700 Ar ny euro iray t@ izany dia mbola 481 euros monja izany t@ izany.

Raha atao ny kaonty izany de le volantsika mihitsy no tena latsaka ary izay no mahasarika orinasa vahiny offshore mirotsaka aty.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: nenah
Date: 28 avril 2017 - 16:31

Ny karamako 1 640 000 ar + credit entreprise 100 000 ar mensuel + indemnité 150 000 ar fa otrnay leo be zany za tsisy miangana isaky farany volana

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: antonony
Date: 15 mai 2017 - 15:14

za assistante à distance mikarama 700 000ar. ny vadiko miasa tena d tsy défini ny vola raisiny isam-bolana fa ndraindray misy ndraindray tsy misy. zay eo d atao mahampy e.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: belaps
Date: 24 mai 2017 - 13:08

Belapin zao mandray ohatrinona?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ENY E
Date: 24 mai 2017 - 14:58

Tena lolo ny vola hoy ny fiteny, ny manana 1 baoritra te hanana 2 baoritra... ny vola gasy koa ve no tsy misy lanjany intsony!!

zaho vao nanomboka niasa 1998-2001 nandray 400mil fmg niaretako nakàna experience dia nifindra orinasa ka lasa 1.500.000fmg... niveau bac tamin'io sady niasa no nianatra ihany na efa niteraka aza. Amzao niveau bac+4 mba mandray 10mln fmg izaho irery nanomboka 2012,ny an vadiko 4mln frs: tsy mividy fripy na glace/gateau/ pizza sns fa sahirana am fanaovana trano en périph d mihafy be mankaleo ny manao trano tsy ngeza akory an...mba te hiaina hanao vacances any ivelany ohatra?... na économie kely aza tsisy fa lany matériaux mila ts ihinankanina fa midi trosa ndray2 aza...mampandainga mampiady mivady e! mahavaky loha ny mitantana azy... zarako aza ts itantana fa omeo frais sy gouter 10mil frs aho dia mitondra kaly avy any antrano. manafatra vatokely 1camion ftsn no efa 700mil frs... fasika 400mil ny 3m3... zany aza efa atao tsikely2 étage1...

nefa ra vita soamantsara eo io dia iditra université ndray ny ankizy dia handany vola be koa hono ny any! Isaorana sy ankinina amin i TOmpo zany koh...

ny sakafo isan andro no itako tena mandany raha 50mil/j (gouter+frais+laokanay 3mianaka fa ny dadany tsy eo lava) anie ny lany ka efa 750mil zay en 1mois e,+JIRAMA 200mil frs+ loyer 1mln,+ mpanasa lamba 25mil/semaine eo max satria isaina ny lamba dia tereko mba samy manasa izay vitany am lambany ny zanako2(genre tenue de classe, chaussettes, short).

ny mamboatra fiara+carburant week end sy refa mijery ny mpanao trano koa no tena henjana satria avy miasa foana vao mi se déplacer any 50mil frs isaky ny mandeha any... week end mivavaka koa dia 50mil. leo adisanina ny lohako e. tsy manana RAD na olona ampiana régulièrement zany... tsy mahita foire na braderie na spectacle zany e

pao-tsatroka ho anareo miaina am 200mil ariary dia aza mionona amzany fa miezaha mitady tsara2 foana.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zaonge
Date: 25 mai 2017 - 11:35

raha ohatra ange zao ny malagasy tsy ankanavaka tena @fo madio mampiseho ny miafinafina rhetra @io karama io daholo indray mipoaka tena 3volana fotsiny farahafabeny dia resy io euro io e.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: HENNERZY
Date: 26 mai 2017 - 14:31

ralery be ketrika> mba omeo indice kely @ le société d'énergie rangà sao de mahasoa anay

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ralery
Date: 28 mai 2017 - 14:15

hennergy> izy aloha actionnariat international fa tsy gasy e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mpandalo12
Date: 29 mai 2017 - 10:47

ralery be ketrika>>> mba atoroy fika am zany fa tena ato tsy tratra mihintsy ny faran volana e mand(ray nefa le 20 na 25 farafahatarany lany ny 31 hihihi toroy fika zalah fa tena ts

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: HENNERZY
Date: 29 mai 2017 - 13:28

ralery> Mahafinaritra rehefa mba manonga ohatr'izao ny karama. Mba misintona ny an'ny hafa.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mitia5
Date: 29 mai 2017 - 16:11

Fa mba aiza ry reto misy société manakarama + de 1.000.000Ar izany a?
Ny tena rehefa mahita asa d aux environs de 400.000Ar à 600.000Ar eo fona ny karama hitako.
Mba omeo sopapa fa tena mila an'izany karama izany ny tenanay e.
Na ko société manakarama en euro na dollar ireny.
Merci izay mamaly e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ralery
Date: 30 mai 2017 - 07:17

mpandalo > tsy dia tena misy fika be fa ny zavatra hitako tena hiavahako am olona niara nianatra teny am universite dia debrouillardise ( za efa niasa foana vao afaka bac), fahaizana miresaka ( mila mahay manampita ny hevitrao enao), fahaizana mandresy lahatra rehefa entretien d embauche ( miteny frantsay tsara, mahay teny anglisy kely, tony tsara dia alahatra tsaravny hevitra...), dia enfin mila soigne tsara ny paozy (important be io satria io no hitan olona eny aminao voalohany na dia mbola tsy niresaka aminao akory ny olona, hany ka tena aza atao ambanin javatra mihintsy ny resaka akanjo (costume cravate, couleurs sobres ...) fa tsy aingitraingitra mihintsybireny . ca fait tte la difference. dia enfin, any am reny grosse boite reny mandeha mitady asa e

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: olona efa matotra
Date: 31 mai 2017 - 22:03

Courage daholo fa tsy hoe handatsa akory .Tsy azo oharina @ karama vazah ,sy ny avantages fanampiana isan-karazany ny karama gasy e !Betsaka dépenses koa .
12 millions ariary /mois rehefa saisons d'été .9 millions ariary mandava taona . Misy ambiny eo @ 700 000 ariary mipetraka fotsiny ,économie na alefa any @ banky BOA any Mscar ,efa miala ny frais de vacances mandeha Mscar isan-taona .Céliba -divorcé ,ny ankizy efa lehibe ,ny vady no tsy misy ,...nefa gasy ka manja kristianina no tadiavina .Ny trano 500m2 ,mamita finitions miadana any Mscar ankoatry ny aty France.
Dia mba raha misy mahafantatra ,ohatrinona ny karamana jeneraly ? de brigade ,na division ? miaramila mantsy no mba tiakao natao taloha ,fa le destin a choisi autrement .Angamaba tsy misy nenina raha resaka karama !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: mpandalo12
Date: 15 juin 2017 - 08:57

ralery>> misaotra am toro-hevitra e efa mampihatra izao hihihihi

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mahalatsa
Date: 15 juin 2017 - 11:48

Tena gaga aho mahita ny karama resahinareo ato satria ny réalité ho an'ny maro ohatra ny tsy izany.

Ny vadiko izao Bac+4 ary nanao entretien d'embauche par le biais d'une agence fa mba hoe te ahita ny tsaratsara kokoa nefa ny karama no proposé-ndry zareo tena mahagaga: 500 000 Ar pour un poste à responsabilité.

Nefa ilay vidim-piaina eto aho dia tena midangana.

Mijery annonces immobilères ianao dia ny karamanao iray manontolo vao mba mety hahita trano lazaina fa "confort".

Ny hariva ianao mahita fa tena feno olona mihinana masikita sy misotro labiera eny amin'ny sisin-dalana.

Mijery magasinseny amin'ny Akoor iana akory ny hagaganao mahita ireo malagasy toa tsy manana olona miantsena sy mihinana ireo sakafo lafo vidy.

Toa mahalasa adala ny fisaitsainana an'izany trop kah

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: gaga aho
Date: 16 juin 2017 - 04:16

mahalatsa: za dia gaga ry mahalatsa. za mikarama 1600mil ariary mahery. tsy manofa trano, tsy mandoa frais miasa fa mahazo carburnant fa tsy haiko hoe ts mahay mitantana ve aho. fa dia gaga an'ireo olona misakafo atoandro amin plat 5000ar miampy gouter 1500ar isanandro. gaga amin'ireo olona mividy akanjo vaovao paka sy krismasy.
gaga amiko angamba za no tena marina

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zendana koa
Date: 16 juin 2017 - 16:22

gaga aho: mety efa lehibe anaka kosa angamba ianareo ka mila vola be amin'ny fianaran'ny ankizy ka !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: gaga aho
Date: 17 juin 2017 - 12:19

zendana koa: ka eo ndrindra no tena mahazendana fa ny zanakay mbola kely fa zany hoe mandany volabe amin nounou, creche, pediatre, sns
fa dia gaga amin'ilay olona misakafo snack isanandro miampy revy isakin week end sy vacance any amin plage isakin vacance.
fa ny anay hoa fait maison daholo na ny yaourt na ny gouter na ny sakafo atoandro. ny anay dia indray mande isantaona vacance any amorondranomasina, ny maintsena zara raha indray made isambolana no eny amin grandes surfaces ary entana vitsivitsy ihany no vidiana any. ny akanjo sy kojakoja dia mifangaro ny fripe sy vaovao.
aona mitsy ary?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zendana koa
Date: 19 juin 2017 - 10:16

gaga aho>>> Efa nolalovako io stade io (pédiatre, couche-c, ronono, nounou, sns...) Fa tsy ahafahana manao économie kosa aloha satria sasatra ny misy imprévu foana ao anatin'ny 1 mois, tsy afaka mi-se permettre à tout e ! Na izany aza réviser-o ihany ilay fomba fitantanana fa raha 1.600.000 ar izany tokony hisy azo ampirimina ihany indrindra fa 0 hofantrano, 0 transport e ! Hoy ilay ramatoa iray izay rehefa miresaka fiainana aminay eo hoe : Ny fahoriana no ianarana fa ny fiadanana hay ho azy !

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Radanz
Date: 19 juin 2017 - 11:39

zaho aloha efa 15 ans de service (société privée ) fa hitako hoe : betsaka @ ireo manoratra ireo no mandainga sy mampitombo fa hita be hoe tsy mitombona.

arakaraka ny société io : ny société niasako taloha : manome 5000 ar isan'andro ho an'ny cadre ihany an ! hisakafoanany dia raha vao tavela aorian'ny @ 18h mahery dia mahazo frais taxi. Dia amin'ireny no mbô manaraoraotra " mihinan-kanina" tongue na manao economie oops

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: miaky
Date: 19 juin 2017 - 14:13

Ato aminay za ngamba no ambany karama indrindra @ mpiasa birao.nen'zareo 400000Ar, 500000Ar,misy 1000000Ar mits ary, fa nenah rery no 300000Ar,3 ans niasana zao za.nanomboka tamin'ny 250000Ar;fa tena gaigy be,manidy fekibo mits vô tafavoka velona mandrapatongan'ny faran'ny volana.
Nefa itako iany, fa ny chauffeur ato aminay zao mikarama eo @ 180000Ar eo ho eo daol fa tena manontany tena za ndraindray oe aona ny fiainan'zareo amin'ny karama kely io nefa misy manan-janaka 3 na 4.
Ny deba anefa amin'izany mande misakafo atonadro mety efa mahalany plat any @ 200000Ar isan'andro any,nefa ny tena tsitsina be 10000Fmg eo iany no atao sakafo fa tsisy atao frais tsony ra vô mihotra kelin'izay.
Tena mafy le fiainana fa za aloha tena mitsiriritra anareo mikarama +de 500000Ar ireto mits.
tsy_haikopas_sur

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent123456Suivante
Page: 5 sur 6


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg