Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent123456
Page: 6 sur 6
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ralery
Date: 20 juin 2017 - 22:42

Radanz: inona loatra moa no dia interet ny olina handainga ato ny karama, fa nga moa mifankalala ka tia hieboebo fa mba mizara ny realite misy... ny tanjona anie dia mba ho tonga saina ny tsirayray hoe hay mbola misy karama tsara lavitra noho ny azon ny tena hany ka mba maniry miakatra dia mba tafiakatra amze tanjona irina avy eo. Fa franchement , le karama latsakin ny 300 009 ar aloha tena mampiaiki mihintsy hoe ahoana ny fomba hivelomana amin izany e.

Ato am orinasa misy ana misy olona mikarama 60 000 000 ar/mois , any am direction, dia variana enao hoe tena tsisy dikany ny salaire nao . Nefa raha hoarina am akamaron ny olona dia tena tsara nefa ny karamanao.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mba andray anjara
Date: 26 juin 2017 - 17:55

Diplômé bacc+5 aho ary niasa efa ho 3 taona zay. 1,6 millions d'ariary ny karamako ary raha ny feo reko momba ny karama ny mpiara miasa amiko dia mbola misy ambony lavitra noho io ny ao @nay (hatr@ 3-4 milllions d'ariary). Za tsy mbola manambady na mananjanaka kanefa tena zara fa mahavita économie @faran'ny volana hoe anaovana trano zany. Eo @400 000 ar par mois eo maxi ny économie vitako kanefa ny mahalasa saina ana hoe ahoana moa zany raha misy zaza izany...ho vita ve ra sady manorona trano.

Marihako fa société vahiny ny mpampiasa ana ary ohatran'ny hitako t@ reo post teo aloha fa ohatran'ny société vahiny na ONG ihany no mba bebe karama eto madagasikara.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: de tena gaga mintsy zah
Date: 18 juillet 2017 - 00:09

tena mba gaga aminareo zah oe aiza no misy hofantrano mora 350 000 fmg na oe 500 000 fmg ar fa oe tsara azo iainana ftsn e! mb en securite eto tana fa siko zao de zao zany.
nena otran tena itako oe betsaka ihany zany ny karamako raha oarina anreo lazainareo reo
fa itako marina ihany ny lazain sasany amle oe ararkaraky ilay miditra no mivoka e!!
tena lasa saina be mintsy zah hihihi
ndraso dinihina kely le fiainana kah!

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: zay le blem
Date: 18 juillet 2017 - 11:25

zao mintsy ange le blem @tsika malagasy e, tsy sahy mifampiresaka am-po madio resaka karama zany mihitsy fa hakiafinafina isika @ io dia eto tsika zany ko.

Ny vazaha tena resahana ampabemaso hoe zao ny karamako, zao ny asako, otran oe zava-dratsy zany leiz @ malagasy.

dia jomoka samy manao joko tsorika @ fidirambolany eny. Tsy milay tsika

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: patssssy
Date: 18 juillet 2017 - 17:00

salaire Net : 2.950.000 Ar

Ampy be io raha miaina tsotsotra fotsiny, ary misy ambiny be mintsy ary afaka atao économie be ! Fa saingy tena ca sert à rien ny hikarama be anefa mbola hihafy sy hihaina tsotra be fotsiny.

Ny tiko atongavana na otrinona na otrinona karamanao, arakaraky ny fandaninao azy ihany no hoe maha ampy na tsy maha ampy azy. Refa miakatra ny karama mazava ho azy miakatra ho azy koa ny fomba fandaninanao vola sy ny fomba fiainanao.

Fa io karamako io dia afeniko mafy ny fianakaviana sy ny manodidina ahy mintsy fa trop be loatra lay mimi mangataka lava tsy ankijanona tsy misy hiainana ampiadanana mintsy

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: Mimya
Date: 20 juillet 2017 - 16:17

D tena mbola mampanontanitena ahy ihany hoe aiza ry reto misy société manakarama 2.950.000Ar?
Za zao mahita offre d'emploi @gazety sy internet d mi-insiste prétentions salariales d izy ireny anefa aux environs 300.000Ar à 700.000Ar maximum karama @ireny.
D gaga ah eto mahita karama be anareo eto ireto hoe tena misy ve izany d société aiza eto manakarama an'izany?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: sendranandalo
Date: 20 juillet 2017 - 16:43

Mba handray anjara kely.
Bacc + 5, 20 ans de service, société 10 samihafa no efa niasana de halahatro par société araka ny fotoana niasana

annee1 : 100 000 Ar / par mois
annee2-annee5 : nanomboka 230 000 ar ka hatramin'ny 350 000 Ar/mois tamin'ny farany
annee6 1er trimestre 1: 400 000 ar/mois
annee6 3 et 4em TRIM: 150 000 ar/mois ka hatramin'ny 180 000 Ar/mois
Annee7 : 430 000 ar/mois
annee8 - annee13 : départ 700 000 ar/mois ka hatramin'ny 2 000 000 ar/mois tamin'ny farany
annee14 1er semetre : 1 500 000 Ar/mois
annee14 2em semestre - annee16 : 670 000 ar/mois tsy niova mihitsy.
Annee17 : niasa tena : tsy haiko hoe otrina fa de nande anjambany nifangaro teny ny vola miasa, ny tombony ary ny fandaniana
Anne18 - annee20 : 2 250 000 ar/mois - 2 650 000 ar/mois - 3 000 000 Ar par mois

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: patssssy
Date: 24 juillet 2017 - 16:59

Mimya >> tsy société malagasy aloha ary tsy fanjakana mazava ho azy.

fa ny majorité ny mpiasa ato koa dia entre io lazainao io hoe 300.000 Ar à 700.000 Ar io daholo.

fa za efa plus de 15 années no tato, ary ny diplômes, ny expériences, ny compétences mi-compte daholo (fa ny diplôme-ko koa aloha tsy diplôme malagasy)

Fa misy plus de 15 années otran'ahy ihany ato maro fa 10% an'io raisiko io no raisindry zareo noho ny tsy fiezahana sy ny fomba fisainana "moramora" sy ny fanomezan-tsiny ny lehibe isaky ny mihetsika amin'ny hoe "colonisation".

Za raha tonga tamin'io toerana io faran'izay tena niezaka, tsy nitsahatra nianatra, manao recherches foana mampitombo fahalalana ilaina ami'lay asa, miasa be farak'izay tena miasa be tsy ankijery sy tsy ankimenomenona an'lay hoe miasa sabotsy, miasa alahady, miasa andro fety (zany oe efa tokony ahazo mihoatra an'io aho amin'izao, fa za koa tsy mimenomenona amin'izay omen'ny deba eo)

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: rangotra
Date: 16 août 2017 - 09:03

sarah williamw

miala tsiny bedebe aminao fa amiko manokana ra vo sté no mapiasa domain public ( gmail.com, yahoo.fr,etc..) de pisandok iz zay na tena tsis famatorana mints le pitondr ao.

nareo manambola ian fa mba mividiana domain,,,, amzay mba authentik koko oanay panjifa

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: eseye
Date: 16 août 2017 - 09:56

I patssssy zany zao le mihevitra hoe matoa izy mikarama an'io (le fait hoe 90% plus nen'hafa rehetra) be lavitra noho nen hafa dia hoe tena niasa mafy lavitra noho iretsy.

dia tanisainy eo hoe zao no tsy mety ataon'iretsy .....fa nenah mety be.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: patssssy
Date: 16 août 2017 - 15:32

eseye > dia inona ny olana ?

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: eseye
Date: 16 août 2017 - 17:02

patssssy>> asanao????

niteny fotsiny za

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: tsaranjilaka
Date: 17 août 2017 - 11:32

Miasa @ Sté de groupe International

Poste secrétaire standardiste

2011 : 700 000 Ar Net
2012 : 800 000 Ar Net
2013 : 900 000Ar net
2014 : 1 000 000 Ar

Nisy revalorisation salariale dia tonga dia niakatra 1 800 000 Ar net ny 2015

2016 : 2 000 000 Ar Net

2017 nahazo promotion dia niova poste lasa assistante administrative

salaire net 3 000 000Ar + autres avantages

Gloire à Dieu

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: ts an'asa
Date: 17 août 2017 - 12:56

tompona trano lehibe maromaro eto antananarivo, tsy an'asa fa mandray tsy aiko intsony izy ao isam-bolana, zareo no mikajy azy any fa ny hetra alohako no mahatratra 235Miliara Ariary hono dia tsy tiako fa be loatra zany, Be ko ny mangalatra fa bof.

tsy voatery miasa mafibe ilay mahazo vola an! izay fetsy ratsy fotsiny no hitako tsy mety mahazo zay tiny mihitsy.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: normal ihany
Date: 05 septembre 2017 - 13:33

Hitako normal ihany ilay jironao amin'ilay chauffe eau, ireny mantsy tena mihinana courant be.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: IabaNeimar
Date: 18 septembre 2017 - 15:43

Mpanao bôl : sahabo ho 8 750 000 000 ariary isambolana (30 millions d'euros par ans)

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: courage
Date: 18 septembre 2017 - 21:12

tompona orinasa kely. mampiasa olona 7. miasa 6/7 minimum
12h/ jrs. mifangaro aminy vola lany ato antrano .mahangona
20.000.000 ar na 100'million par mois. torohevitra ho antsika.
satri tsika.gasy maika maika amty manao trano ity. aza maika aminio fa manangona vola dia ampiasao io vola io. refa mavita trano ao anatiny heritaona tsy miotra ny vola miditra aminao zay enao vo tokony anao.

Options: Répondre
Re: Ohatrinona ny karamanareo ?
Par: gasybabakoto
Date: 19 septembre 2017 - 08:31

courage>>>> mahafinaritra rehefa misy malagasy tafavoaka ohatranao, mino aho fa matoa nety ny nataonao dia efa inoako fa mba mitsinjo ny malagasy toantsika izay miasa ao aminao koa ianao.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent123456
Page: 6 sur 6


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg