Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3
in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Vola sy baoritra
Date: 04 décembre 2013 - 16:53

Ny ahy
Bacc+ 3 en gestion administrative et finance
Réceptionniste
mikarama 1400000 Fmg/ mois

Tena kivy tanteraka fa mbola tsy maita atao dia hiafina eo aloha.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: mpamboli
Date: 04 décembre 2013 - 21:35

Aleo sarahana mazava tsara ny karama, ny prime, sy ny indemnités.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: DEA
Date: 05 décembre 2013 - 08:27

Manana DEA

asako: mandroaka tortue an tongotra miala avy any tuléar mankaty Diégo
karama: 6.000 euro isaky ny sokatra tonga

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Bigboss
Date: 05 décembre 2013 - 13:39

ny asako opératuer de saisi sy mpanao redaction en ligne,
diplôme ingénieur agronome "tsis idirany mints"
karama: 15000f/texte/jour tsy mkandra laady, mavita 10 texte a n1n1 ao anatin 1 andro.
io alou ny mis de efina eo

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: dougs
Date: 05 décembre 2013 - 13:46

Bacc +4 en Marketing et Commerce
Asa: Assistant Admin
Karama: 650000ar net

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: kokokiki
Date: 05 décembre 2013 - 14:40

BACC+6 (DEA)

Administrateur systeme (informaticien)
karama 500 000 Ar tena mapalaelo mintsy fa miaritra e!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: informaticienne
Date: 05 décembre 2013 - 14:45

bacc+5, ingenieur en informatique
tsy manao info intsony za fa lasa masseuse
karama 500 000 + pourboire

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Penina
Date: 05 décembre 2013 - 15:10

zany ve ny karamanareo de milaza nareo fa mapalaelo e, efina e, sns
lazaiko anareo fa misy olona mbola mikarama 50 000ar anie eto e, nefa de mtovy ihany ny charge oe mamelom-bady aman-janaka loyer JIRAMA
Misaora amn zvt reetra
Nena
Bacc+2 en Management
Asa: responsable achat
karama: 250 000ar fa ampy tsara ho ahy io

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Joe
Date: 06 décembre 2013 - 15:53

architecte: 550.000ar/mois.

soa fa misy asa ivelany

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: dadanlà
Date: 06 décembre 2013 - 16:33

bacc+47: ingénieur des travaux finis
tsy misy karama fa payé en nature

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: mpanendaka
Date: 07 décembre 2013 - 17:13

ny ahy bacc moins 9, tsy mba nianatra, kilasy faha 2 aho no nijanona fa rabain sy raboff tsy manan mbola mpivarotra anana sy charbon

karama: sikoutera efa ho 50, finday 152, volamena efa ho 3 kilao, mbala efa ho 10 balles, ny solosaina fitondra, autoradio, bafila, batery sy para-berizy feno erakny tanana..

mahita: 10.000ar isan'andro sady tsy mandoha saran dalana bus makany 67 na itaosy..

tohizo ny kirizy, zay mahazo foana!!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: CybercaféL
Date: 14 décembre 2013 - 17:56

Gerant cybercafé, miasa 10 heures par jour 6/7 Jours

2.250.000 Fmg

Tena miafy vao tapitra ny volana.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: pouspous
Date: 15 décembre 2013 - 05:07

manana diplaoma amin'ny famoriana fiaramanidina
asa ankehitriny: famoriana posyposy
karama:15 000fmg isan'andro afakaratsaka
ampy tsara mbola misy ambim-bava betsaka

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: pisoukouely
Date: 16 décembre 2013 - 11:02

diplôme: Bacc+4 en Finances (mbola manohy fianarana hakana bacc+5)
asa: responsable planning @société lehibe iray eto tana
karama : Ar 450 000 (iafihana eo aloha mandrapahita tsara2) - mamoaka solde négatif fona refa tonga ny faran'ny volana

ay, miampy saisie à domicile (iny no mba misy ividiana kilalao ho an'ny papouzy)

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: pisoukouely
Date: 16 décembre 2013 - 11:23

tsy diso ka, ny irariana aza mba hoe hiampy zéro 1 koa

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Doc Martens
Date: 16 décembre 2013 - 14:15

Dokotera = 14 000 000 fmg

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Incorruptible
Date: 16 décembre 2013 - 14:31

Ny karama no anontaniana ry Doc Martens fa tsy hatramin'ny tsolotra sy risorisom-panafody ary ny revirevy a.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Joe
Date: 16 décembre 2013 - 14:57

Par: Incorruptible Date: 16 décembre 2013 - 14:31

Ny karama no anontaniana ry Doc Martens fa tsy hatramin'ny tsolotra sy risorisom-panafody ary ny revirevy a.

sady ampiako hoe, Sy ny tsindrona rano mangatsika. hihih!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: rigolo
Date: 16 décembre 2013 - 16:28

tsy aiko nareo raha mitovy amiko fa mba manana karama antoniny ihany fa rehefa miara misakafo amin 'ny miray promotion tany ampianarana tamin terminale, secondaire ireny..

Ry zareo maka sakafo lafo be nefa kely ( pavé de saumon à la sauce rouille, roulé de jambon farcie aux marrons sy ny sisa), misotro an izao zavatra tsy taka bidy izao ( consommé de grand marnier, consommation de green label..)..dia enao maka an le mba takatra ihany sy jus moramora na mba biere 1,ohatra...

Avy eo zaraina amin isan 'ny olona tonga ao ilay vidiny izy rehetra, lasa mandoha be enao nefa sady tsy nihinana betsaka no tsy nisotro bex betsaka, ny an zareo champagne, whisky, amarula..ny vola aloha efa ho 500 par personne , ny zavatra nohaninao indray mihinana dia valeur 200 max...

Enao amin io kivy , avy eo mbola misy programme hoe andeha hivoaka, mandeha boite manao reservation, tonga dia seau glaçon sy champagne valeur 4millions, amin io tsaky lafo velona poulet otran poussin ireny 75000fmg, brochette 100 ny 10 tsy dia hoe betsaka fa be fangarony poivron sy ny sisa, misy maka pizza manify kely, misy maka gratin, avy eo mbola lany 600 enao amin ilay cotisation

ny tiako hahatongavana, ry zareo otran tsy taitra izany avy eo , enao na ilay toaka lany aza otran tsy misy effet. Asa , nareo ve mitovy karama a peu près mba mahatsapa a, izany sa izaho irery?

ny tena mahagaga , ry zareo mba miasa ihany sa ilay fomba fitantana azy ve no tsy mety , ny ahy efa voadrindra daholo: essence rehefa mila fiara tampoka sy ireny fety mpianakaviana sy mivavaka, jiro, rano, hofan trano, frais isan andro, sakafo isak'herinandro, sakafo isan andro, dia avy eo vao mijery an ilay hoe entina hividianana akanjo, sy kojakoja ao an trano dia vita ny karama..sa??

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: marina be
Date: 17 décembre 2013 - 08:14

rigolo >>> tena latsaka aho mamaky an'ilay izy letsy e ! mitovy tsy misy hafa amiko mantsy ialahy. ny ahy dia efa ela no nandraisako fepetra. tsy mandeha intsony aho. Tsy mety amiko ilay mitazam-potsiny, kanefa tsy mety amiko ilay handoa vola be. ny zanako aza tsy andaniako vola hoatran'io ve dia ahoana aho no hivoaka vola any ivelany. Miala ilany foana aho vao misy programa fa tsy hiaritra an'izao foana e.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Joe
Date: 17 décembre 2013 - 10:38

Rigolo>

Ny fanao azy dia atao mazava mialoha hatrany ny condition e! sinon dia milaza mialoha miitsy hoe "ny ahy dia hatreo ihany no azo hatao"!
Tsy voatery miitsy hoe tsy manana , na hoe mahantra aho raha milaza izany fa, samy manana ny fitantanany sy tiany handaniany ny volany e! raha manana mihoatra kosa moa dia izay zany e!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Datoa
Date: 17 décembre 2013 - 15:34

Rigolo> Ny anay indray dia tsotra : "Toaka ka samy mandoa izay nohaniny" (au propre comme au figuré, du 1er au second dégré).

Indraindray aloha dia mba misy ny miantoka satria izy no manasa. Fa rahefa izaho no manasa dia izay komandiako ihany hatrany no alohako fa izay haitraitran'ny tsy te-hiala vola kanefa te-hihinanm-be dia anjarany ny azy.
(Karamako > 4000000 ariary)

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: bexvitsy
Date: 17 décembre 2013 - 18:23

ny fiarahana no mahafinaritra fa ny vola lany samy mandoha ny azy.
normal be aloha izany amiko
tamin'ny voalohany aho no otrany voafosafosa fa avieo nanaraka ahy tsikelikely.
za tsy misotro toaka satria tsy mahazaka makafoka ny ampitso
beks vitsivitsy ny ahy izaho no mandoha ny ahy,izaho ts yafaka hiseo milay hoe 10 vao mamo ,6 aho efa midibodibo ny kiboko
tsy mikitika ny an olona aho
tsy mihavona kory
raha mikitika ny beks-ko izy ts ymisy olana fa izany akory ts ymidika hoe tapero ny anahako de aza mividy
tsy kahihitra aho fa izay mampilamina ny saiko, revy io tsinona fa tsy deradera.
asa anefa

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: bexvitsy
Date: 17 décembre 2013 - 18:29

ay mo karama le sujet hum
le gasoil, ecolage, sakafo, kojakoja ankzy sy rafotsy, mba manana tranobongo izay aho de tsy mandoha hofantrano, beks sipakely revirevy de = 0 fin du mois ireny ahako. asa vinavinao ny diplomako sy ny karamako

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Itsotra
Date: 18 décembre 2013 - 15:33

Ny karama tsy mbola manambady na niteraka de atonony ihany.
Mikasika ny fivohahana miaraka amin'ny namana de za tsy mirara mihitsy fa izay nohaniko iahny no alohako mety atoko miotra kely fa tonga de jereko ny adition, ny fahahirana eo iahny fa ny fampianarana ny manodidina ku oe matoa minana de manambola zany

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Maman'i tsaiky
Date: 18 décembre 2013 - 21:48

Za vevavy, tsy manana bac efa in 3 naka fa tsy afaka, miasa am ny orin'asa matanjantanjaka iany a, efa niasa a vao nanaraka ireny fiofanana gestion professionel ireny, nianatra langue dia mba lasa responsable commercial, mikarama 4750000 fmg/moi, ampy lay izy fa sarotra ny handainga, tsy manofa trano fa misy trano lova ipetrahana, ny vadiko koa mbola manana ny ampidiriny par jour fa miasa tena, 1,5 ny zanakay

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: ahitanarahalatéra
Date: 19 décembre 2013 - 18:10

ny ahy tsy teneniko
ny any akamako no tataraiko mechant
tsy manambady
tsy mananjanaka
tsy manana havana ampiana
tsy manana trano(manofa)
tsy manana sipa fixe yees
tsy manana vam (pikl etsy pikl eroa)
tsy manana lakozy aradalana (vlany vlý...)
tsy manana alika na saka
tsy manana mpiasa antrano
tsy manamboatra trano
tsy manana vola voahangona

14 anefa ny karamandranamana

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: taurus15
Date: 21 décembre 2013 - 17:01

efa tantara efa hita, tena niainana: io zany efa teo no nandalo, resaka rendrarendra izany na hikarama 35 aza tsy ampy.
Nisy fotoana nikarama 17.5millions + indemnité logement, voiture, carburant sy employé de maison(cadre ambony), tafiakatra 35 mahery tany ho any par mois, fa noho ny adalana betsaka loatra,dia izao no vokany:

ireto fiara simba daholo , ny entana tao an trano no namidy noho fitiavana rendrarendra (sipakely, moly, toaka), ny akama mihindrana tsy misy mamerina na entana io , na vola io. Ny RAD tsy mahateny intsony fa sady tsy mihaino, manambony tena no tsy mba hita mihitsy, na andro fety, na mariage na fianakaviana aza, tsy nivaky loha fa hoe amin faran'volana manarina, izay foana no averina ao an doha. Ankoatra'izay, ny manandrana manao zavatra tsy mba misy tanteraka, nanokatra bar, ny tena ihany no naha perte an ilay izy noho ireo namana, lasa mamerim'bola isan-mbolana.
kinanjo rava ilay société, ny vola tsy nisy vohangina, ny entana tao an trano simba na tsy hita, tsy fantatra intsony hoe nampindramina an iza na nomena an iza, ireo mba sisa voatahiry ao an trano no mba nandramana hivelomana, ny banque decouvert tanteraka.

Taloha ny akanjo na kiraro tsy mba misy miverina ao anatin ny volana, ny fiara misolo foana isak'ny 2 volana, ny karazana toaka nisy tao an trano, ny telephone ireo avo lenta foana. Ny sipakely tsy misy mihoatra ny 18 ans, ary tsy misy miaraka amiko mihoatra ny 3 andro. Ireny film phornho ireny efa vitatsika daholo.
Tao aorinan'izay,9 mois tsy niasa, 3 volana voalohany vita ihany: nandeha bus ihany, tongotra aza indraindray, lasa kahidy ho'azy, ny akanjo efa any an koditr'ny hafa vao mahatsiaro hoe ana kay iny, ny kiraro efa nanaovan'i babay sy lohavohitra rehetra, ireo entana tsy novakina loha izao vao mahatsiaro hoe nisy an izao kay tao amiko, ireto fiara lasa tranon akoho, tsy tafarina intsony nefa dia piece afaka novidiana tamin izany andro, ny vavony tsy mahazaka biere intsony, noho ny sigara tsy mahavita sport intsony nefa mba lehibe tamin resaka basket sy volley ball ihany, ny akama tsy misy mahalala intsony, na mahita an ialahy mandeha tongotra aza, izy tsy mijanona manotany hoe ho aiza enao, nefa taloha na fiara, na moto ary na vola be aza , aty amiko no mihindrana, indraindray tsy misy miverina amiko ary indrindra ny vola, dia tsy hita intsony na dia fofony aza. Amin 'Izao na sipa ratsy tarehy tak'inona aza tsy mety zaka.
Amin izao fotoana izao ny karama tsy ny moitié an'ny 10eme an io akory, izao vao manarina: mividy tsikelikely ireo efa nananana taloha, tsy misakafo restaurant intsony, lasa mahandro vary amin vilany fa tsy rice cooker akory, ny hena tsy mividy 10 kilo atao tsaky otran taloha, lasa 1/4 atao mahampy atoandro sy hariva. anana na voamaina no fangarony.

tandremo ry zareo..anatra sisa no azo atao, io karama io na otrinina aza tsy ampy foana, mahaiza mitsinjo.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: ahitanarahalatéra
Date: 21 décembre 2013 - 22:41

ny lafitsarany indray kosa angamba aloha mila apetraka ihany
4 mianadahy izahay ao no miaraka
izaho aloha tsy afenina fa kely karama noho lerý na dia mitovy aza ny gony bataina

Lery irery no mahavita miteny amin ny vazaha hoe io karama omenao ahy io ange tsy ampy ahy 1 volana akory fa izany hoe mandefitra aho, mbola santionan'ny taimbavanlery aza izany
...tsy sahy mamaly vazaha be fa mitsiky tsiravina fotsiny.

lery rehefa miasa attention baba an..
fa tsy miala birao na amin'ny 1 maraina aza raha ts yvita ny asany, ary zoma midi de efa bye fa tsy hitanao ao intsony , izy dahy no ts yhaiko fa izaho mitondra asa mody
mbola ampian'ny vadiko aho sabotsy alina indraindray raha ts yizany tsy vita.
vadiko niteny fa vola fitady fa aleo miala rehefa tsy zaka.

na eo aza ny ditrandry zalahy , hita hoe enjana ko izy raha hiasa.
asa izany angamba no mampirehareha azy.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: alakamisy
Date: 25 décembre 2013 - 21:07

Marina zany resaka karama zany, fa ny zavadehibe dia izao: rehefa tsy ampy intsony ny karama dia mitadiava asa hafa, fa en attendant :

- tsy azo atao ny miala : ny gidro hono tsy manala ny tanany havia eny ambony hazo raha tsy hitany tsara sy asiany ny tanany havanana, sinon tonga dia midaraboka.

- tsy azo atao ny mandefa rivotra mihoatra ny fitombenana : ataovy sahaza ny karamanao ny faripiainanao, raha mbola mandeha tongotra no mety, aza mbola mandeha bus. Tsy mahamenatra ny tsy fananana. Aza matahotra ny tsy manambola izany.

- mitadiava asa antselika raha possible

- aza mangalatra fotsiny fa na ela na ho haingana traingo eny foana

six

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: zakoumilhelfouz
Date: 26 décembre 2013 - 17:49

Bacc + 25 @ sexologie fa tena tsy mandray karama na kodiny aza. Mbola mandoa sôsy aza. Tena mivadika ny glaoby e. Mandoa karama indray rehefa be diploma fa tsy mandray intsony.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Kofboy be
Date: 27 décembre 2013 - 19:02

Miasa am resaka finance sns (Privé)

2 000 000 Ar. Tsy miy fanampiny fa fiara sy phone de zay

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: KELIBELOHA
Date: 03 janvier 2014 - 15:21

Ary marina ve sa fampiesonana ny hoe Ingenieur agronome débutant mandray 8.000.000fmg? Tena tsy mino zany mantsy ny tenanay satria mba ingenieur en electro-mecanique aho ary efa 8 taona niasàna nefa tena mbola tsy mandray an'izany an.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: caissière nancy
Date: 04 janvier 2014 - 19:47

ZA tsy manana afatsy Bac niala tany Dago ; nanao caissiére @ grande surface iray nandritran'ny 12taona dia 1120Euros no mba karamako ,vao tamin'ny Novembre teo vao lasa chef de caisse dia mandray 1600Euros fa miasa matetika ny sabotsy pffff atao ahoana fa iza miditra kely no essayer-na gérer -na e

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: nandrason
Date: 06 janvier 2014 - 10:18

-bac+2
-informaticien projet matanjaka eto amin'ny tanana
-mikarama 6000 000fmg
-manana mazda manao national mampiditra 4000 000 fmg
Fa tsisy mipetraka fa ilay vady henjana b raha handany vola sy hampirevy ny fianakam's

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: miao
Date: 06 janvier 2014 - 11:05

taurus >>>> ny lehilahy tsy boka heritaona hono e!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: beIapin
Date: 06 janvier 2014 - 11:09

inn no milay :
- diplomabe fa zero vola sa volabe fa zero diploma ????
>> ny tena ratsy dia .......

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Fleury
Date: 07 janvier 2014 - 16:39

Diplaoma: BEPC
Asa : pôlisy
recette isan'andro: 17000 - 50 000 ar isanandro
karama:380000/volana

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: !!!!!!
Date: 08 janvier 2014 - 07:29

Diplaoma: Bacc+2
Asa: mitazona salle de jeux, miampy Baby-foot & Billard
Versement: environ 40 000 ar/jour

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Volako
Date: 08 janvier 2014 - 11:50

Bacc+3

Ingénieur d'éxploitation @ ONG Nationale iray, 7ans d'éxpérience, Mandeha la Brousse matetika, 5M Ar + Fiara Land Cruiser+ Carburant

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: nousy
Date: 08 janvier 2014 - 17:40

tena le revy sy haitraitra zany no mandany rapide le sosy e, tsy atao ao anatin'zany ny charge ao an-trano an!

Zà zao responsable commercial @société lehibe ray
Bacc+2
Karama: 500 000Ar/ mois
Bojibojy ety ivelany: 1 000 000Ar/ 3 mois
manana zanaka 2
manampy RAD efa tsy dia afaka itsouny eo @fiainana afatsy pension
manampy ray tampo mbola tsy manana asa nefa manan-janaka

Fa tena fanampian'Atra oa lebojibojy ety @sisiny fa ra tsy zany de maty trosa angamba.

Fa zà zao ry zalà tena mangovitra mitsy isaky ny mitady hi-tenter hanao ratsy (fampirafesana e, sipa kely e, ....) fa tena tsy mitondra fitahiana @le fidiram-bola le izy

Zao tena lasa misy vola fona ao anaty posy e, misy manatitra trosa efa ela b tsy tadidy zany ....

misaotra an'Atra mitsy aloha ny bandy e!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Agronome
Date: 10 janvier 2014 - 17:08

kELIBELOHA> za agronome fa tena varié be n karama arakaraka ny organisme
Raha consultance @ projet (PNUD, FAO, PAM, etc) dia misy mandray hatrany @90000 ar /jour ankoatran'ny sakafo sy hebergement fa vetivety kely ilay izy. Pas plus de 6mois.Eo amin'ny 50000ar /jour eo ra le projet kelikely. Fa misy koa zara raha 400000ar/mois ho an'i contractuel. Amin'ny ankapobeny dia eo @700000ar/mois eo n débutant raha miasa @société (contractuel) fa matetika logé.
Amin'ny maha agronomie anefa dia arakaraky ny halaviran'ny toerana ihany koa. Any androy izao dia tsy latsaky ny 1000000 ar/mois ra débutant.
Après 5 ans d'expérience dia manodidina ny 1500000ar à 3000000ar/mois fa miankina @ accessibilité.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: mpanetsa
Date: 10 janvier 2014 - 17:32

aza hadino ny mpanetsa, mpiasa tany sy sns any ambanivohitra any
fa mikarama 2000 ar à 4000 ar/jour

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: agronome
Date: 10 janvier 2014 - 17:48

Tena mampalahelo io voalazan'ny mpanetsa io fa dia ny mpanangombokatra no tena migoka ny tombony fa ny mpamboly zara raha mahazo.Zany no anisany antony lehibe tsy mampiroborobo ny fambolena eto amintsika. Tsy voafehin'ny fanjakana ny vidimbokatra eo @tsena.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: KELIBELOHA
Date: 11 janvier 2014 - 08:13

Tena mba mi-souffle kely aloha ny bandy nahita an'io hoe hay tena bandy mampiesona. Ny ahy izao izany lazaiko hoe ingénieur en éléctro-mec, miasa eto @ ville, efa ela ihany fa tena mbola 7m ny raisiko. Izaho aza mieritreritra hoe efa mba misimisy ihany izany par rapport @ 22 millions de Malagasy.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: agronome
Date: 11 janvier 2014 - 08:25

Mety hoe nahita tataka t@reny projet matanjaka reny ny agronome débutant fantany. Raha atambatra mantsy de tafiakatra @12millions fmg /mois eo.Fa vitsy aloha amin'izao no mahita anizany fa ireny efa expérimenté ireny daholo no tafa.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Zay le toe tsaina
Date: 11 janvier 2014 - 20:30

KELIBELOHA> izay le toe tsaina tsy mety. Nahoana no mi souffle ianao maheno oe tsy mandray 8M indray le bandy? Hatrizay zany hitanao fa normal le 7M dia injay misy mahazo 8 de sahirantsaina ianao?

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: slah
Date: 24 janvier 2014 - 11:59

Bac+4 auditeur interne
Base : 1 200 000Ar

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Mr Lèsabutss
Date: 24 janvier 2014 - 12:58

Tsmanana diplôme,tsiafaka CEPE dé nijanona,Asa atao:Directeur-na ornasa lehibe anakiray eto andrenivohitra Karama:3.000.000Ar/mois fotsiny,io aloha no misy dia efina man-dram-pahita kandra afa,efa tena miafy mints zay 3 mianaka ao an-trano!

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: benassi
Date: 24 janvier 2014 - 15:45

Zah manana DEA @fitazonana angady,maitrise de soi,licence 3è catégorie amna bar
mikarama anvirô sékaty miliô eo ah zao sati za patrô an tenako iany.
mbô te ividy katikaty ray angà oetna mentsena any am vil refa mbo te inana zambô s isotro zi fa aty atanàna de ranovola sy ro mazava fona n ketrika...

Options: Répondre
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg