Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent123
Page: 3 sur 3
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: .
Date: 15 mars 2017 - 13:18

¨

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: opinion2.0
Date: 20 juillet 2017 - 22:18

Bsr. Lhl 29 ans za. Bacc+5 en Compta Finance. RAF dia 1,6M Ar. Ny vadiko 1M Ar. Zaraiko ty:5 mianadahy zay ary mamanay rery ny miasa. Dada nikarakara. Efa marié et père. Nieritreritra hoe hitohy ny taloha kaay. Izao vao mahatsapa fa tena niadambe taloha. Izay tsy snob a, tsotsotra fa goûter par pers tamzany 5000 Ar eo minimum. Ny goûter ikambanana isan andro ao antrano 15 000 ar minimum, ny villa nisy, ny 4*4 nanome toky, restau foana isak izay mahatsiaro, voyage sns.Ato anaty tokantrano vao nahita hoe tsy mora. Sady manangona fa hanao trano.Tao koa vao niaiky ny karaman i neninay izany satria zahay 5 e, izy izany no mampidi bola sady nahavita niantoka ny 2/3 ny raharahanay izy, mbola manampy h@ izao izy.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: simplekely
Date: 20 juillet 2017 - 23:23

bepc, BAE/BT, tonga de niasa fa tsy naka bacc

transporteur 10 ans d'experience
environ 2 000 000Ar/mois benefice, karama moa zany,

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: hihii
Date: 20 juillet 2017 - 23:48

hihihih!!!!
faly ery daholo mitanisa hoe millionaire be daholo an krkrkrkr!!!

mofo ve rzala manisa efa-jato zany vao mahazo anaky 1, tssss, tsy hirehareha @zany aloha za e.


Tena na milliardera aza za @zao tena tsy hireharehako zany kle, sady tsy mahafaly mihitsy,

Tokony hoe
1Ar ny mofo 1,
1Ar ny atody 1
1Ar ny ....1kg
1Ar ny ... 1....

dia raha mikarama 5000Ar za dia ca va tsara, in-dimy arivo mividy mofo za zany vao holany ny volako t@ volana 1.


Misy hiteny hoe lanja miakatra ny fiainana fa e e e, nen'vahiny ve nama metsara ny entana nefa memidina ny vidiny, netsika ve nama me-ratsy ny entana nefa melafo ny vidiny, ts lelike....


Nareo rht reo tia mampiakatra vidy lava rehefa mivarotra io aloha,


Asa rahoviana vao hiara-tonga saina moa zany. Samy mampiakatra vidin-tsena daholo, samy miezaka mangorona ze be voahorina ndrindra, samy manepoka manepoka hatrany. Dia memiakatra be me miakatra be le isan'ny zero zero fa le vokatsoa rehefa mahazo zara raha misy. Tsy mihomehy loza fa zay e, loza zany.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: sendranandalo
Date: 21 juillet 2017 - 16:35

Mba handray anjara kely.
Bacc + 5, 20 ans de service, société 10 samihafa no efa niasana de halahatro par société araka ny fotoana niasana

Société1 : annee1 : 100 000 Ar / par mois

Société2 : annee2-annee5 : nanomboka 230 000 ar ka hatramin'ny 350 000 Ar/mois tamin'ny farany

Société3 : annee6 1er trimestre : 400 000 ar/mois
Société4 : annee6 3 et 4em TRIM: 150 000 ar/mois ka hatramin'ny 180 000 Ar/mois
Société5 : Annee7 : 430 000 ar/mois
Société6 : annee8 - annee13 : départ 700 000 ar/mois ka hatramin'ny 2 000 000 ar/mois tamin'ny farany
Société7 : annee14 1er semetre : 1 500 000 Ar/mois
Société8 : annee14 2em semestre - annee16 : 670 000 ar/mois tsy niova mihitsy.
Société9 : Annee17 : niasa tena : tsy haiko hoe otrina fa de nande anjambany nifangaro teny ny vola miasa, ny tombony ary ny fandaniana
Société10 : Anne18 - annee20 : 2 250 000 ar/mois - 2 650 000 ar/mois - 3 000 000 Ar par mois

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: anti-sendranandalo
Date: 22 juillet 2017 - 09:58

sendranandalo>>
inona koa ty miova fiasana isaky ny mihetsika ty, tena tsy azo atokisana ianao zany, tsy ho DG mihitsy ianao zany. Mety ho tompona orinasa ianao fa tsy mety hatao DG enao.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: $ongomby
Date: 22 juillet 2017 - 10:39

Ny olombelona dia mitady ny tsaratsara foana. Na in-100 miova asa aza ka mitobo foana ny vola miditra tsy quoi. Raha mikarama 500.000 Ar ianao zao ka mahita olona sahy manakaràma anao 1.500.000 Ar de tsy andeha zany?

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: anti-sendranandalo
Date: 22 juillet 2017 - 12:14

Za manokana aloha tsy hi-recrute an'io sendranandalo io raha hitako ny CV-ny, miova isantaona io

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: ny ahy
Date: 22 juillet 2017 - 13:00

jereo tsara fa olona efa 20ans d'experience ange izy e, jereo societe 6-7-8 fa ilay ste 6izy naharitra ary hatramin farany hoy izy, mety hoe projet io zany dia tapitra ilay projet dia miala daholo ny mpiasa fa tsisy CDI. ny ste2 7 izy mety consultant, jereo ny karamany de 15M a 650milles nefa ary izy naharitra tao amin'ilay sté 8. mety nisy crise na ohatranzany tamin'io fotoana io. taoriana moa izy niasa tena. ny tiko lazaina dia hoe tsy hainao ny histoiren'olona sy ny antony ary indrindra strategique ny Cv. ny ahy zao izay parcours mifandraika amin'ny tadiavina ihany no ataoko ao anaty CV ankoatra izay tsy azo ialana.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: $ongomby
Date: 22 juillet 2017 - 14:16

Misy tenin'i Confucius zay manao hoe:" L'expérience est une lanterne attachée dans notre dos, qui n'éclaire que le chemin parcouru ". De samy mandray ze raisiny fa amiko tsy midika inona ny asa be dia be efa natao fa ny zavatra tokony mbola ho vita no zava-dehibe.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: anti-sendranandalo
Date: 22 juillet 2017 - 14:24

$ongomby>> ahoana no afataranao ny zvt tokony mbola ho vitany raha tsy t@ alalan'ny asa efa nataony ihny??? hihihi aza mampiomehy.

sa enao sahy mampiditra olona inconnu hiasa ao aminao tsy mila cv, tsy fantatrao zay efa nataony sy vitany.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: $ongomby
Date: 22 juillet 2017 - 15:30

Raha ingénieur en mécanique izy ohatra dia asaiko mamorona zavatra iray ka rehefa vitany iny dia raisiko CDI. Raha tsy zany de voaroaka. Sa ny tadiavinao le olona ohatra ny sasany ao @ TP, ingénieur be efa tratra antitra nefa manao lalana aza zara raha andehana'ny fiara herinandro de potika? 20 taona ny traikefa @ io. 5 taona tao @ MFB sady diploma expert nefa mitsingidina ambony ambany ny firenena entiny?

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: anti-sendranandalo
Date: 22 juillet 2017 - 16:30

F'angah izy hanaiky hanao ze asainao atao raha tsy manome S enao sady be.

Iza aza no tedavinareo hanamboatra làlana milay tahaka ny any andafy kanefa ny farimpiainana tinareo hiainany @benefice hoazony ratsy be tsy tahaka ny any an-dafy.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: $ongomby
Date: 22 juillet 2017 - 17:10

De any an-dafy mipetraka fa inona aza no mbola ataonao eto?

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: anti-sendranandalo
Date: 23 juillet 2017 - 00:47

$ongomby>>

tena io ilay mampahantra atsika malagasy io lazainao io. Tsy tia miara-sambatra daholo.

dia diso kely ilay fiteny hoe "ory hava-manana" fa tena "faly havana ory" no ataontsika, dia mifaly rehefa samy ory eto, na koa ilay soulagé rehefa tsy ny tena irery no ory.

ratsy eeeh

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: sendranandalo
Date: 24 juillet 2017 - 11:21

anti-sendranandalo>>>
Somary diso kely ny eritreritrao ka..: nitady asa stable foana hatrizay fa tsy nahita fa tsy mba mahitahita. Tsy mbola nanao demission za na in-dray mande ary. In-dray mandeha voaroaka fa tsy tian'ny olona fa mandeha amin'ny fahamarianana de namoronanany dossier pour faute grave.

Ny ahy>> marina be ny voalazanao : betsaka amin'ireo société ireo no CDD, Projet

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: Njoun
Date: 24 juillet 2017 - 11:25

Karama vola dimy monja

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: zamitady an sendrananadalo
Date: 24 juillet 2017 - 13:11

sendranandalo>>

Za mitady anao hampiasa anah raha izao ny fisondrotry ny karamanao. Sady zany hoe mandeha am fahamarinana zany no tna ilaiko. Za vonona hanao otran'ny fikanao mintsy

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: ny ahy
Date: 24 juillet 2017 - 14:48

sendranandalo: ary saika mitovy isika an, za koa niasa projet tetsy sy teroa fa tsy mbola sahy miasatena amzao fa mbola mpiasan'olona hatrany.
nisy fotoana koa voaroaka satria tsy mety niray tsikombakomba nanao zavatra tsy mety dia nanaovan'ny deba rehetra dossiers saingy natao karazana depart negocié dia nahazo indemnite de licenciement. za koa tsy tia misangiditra amin amboalambo dia aleoko nandeha.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: sendranandalo
Date: 24 juillet 2017 - 15:41

zamitady an sendrananadalo >> za anie zao miasa @ société e. Efa tsy miasa tena intsony za zao.
Tsy manana société akory za.

ny ahy >> Chômage technique vokatry ny crise politique, no nahatonga ahy niasa tena. Mbola hieritreritra hanangana orinasa ihany fa aleo aloha andeha moramora
fa aleo ande moramora

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: zamitady an sendrananadalo
Date: 24 juillet 2017 - 17:14

sendranandalo>>

na dia mitafatafa fotsiny aza fa tena mba te hianatra ny fikanareo.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: se
Date: 24 juillet 2017 - 17:29

zamitady an sendranadalo>>>

Fika2 inona ary no tadiavinao??, za anie tsy mba mahitahita, technisianina be amin'izao fotsiny;
mety ho marina le voalzan'ny anti-sendranandalo io ambony io fa mety tsy ho lasa DG mihitsy za ty.
Ny Promotion-ko zao efa betsaka no efa Directeur: na izy mahitahita na mahay miresaka sy misolelaka
na mahay politique.

Za rehefa mitady asa de ny tena CV no soratako ao, de matoa le ol miantso ahy de tena za mihitsy zany no tadiaviny.

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: PhD
Date: 04 août 2017 - 21:31

BAC + 8 (Doctorat) vacataire Ankatso Ar 10000 par heure miasa 64h par mois ! zany oe Ar 640 000 par mois

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: olombelona tsy mety afa po
Date: 22 septembre 2017 - 09:41

BACC+2
KARAMA: 700 000 Ar
asa tsy misy ifandraisana am diplome sy fianarana natao nefa tsy kivy

Options: Répondre
Re: in kay diplôme nareo, in asanareo d otrin karamanareo
Par: solofobe
Date: 08 novembre 2017 - 13:39

30 ans d'experience amina boite internationale ary ndraindray mivoka any ivelany
refa eto antoerana:
6 500 000 Ar/mois
refa any ivelany
15 000 000 ar/mois
Bacc+4

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent123
Page: 3 sur 3


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg