Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent1234
Page: 4 sur 4
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: rabe zafy
Date: 22 octobre 2016 - 13:51

Salama daholo e,

tena misy fahatsiarovana nampalahelo mihitsy taloha nefa kosa nahatonga ny tena nivoady sy nihoitra mafy hoe raha ny zanako dia tsy avelako handia an'ireny situation ireny intsony raha mbola misy ny heriko.

Tadidiko nanao SN promotion 1986 tao amin'ny RAS Ampahibe, nanao Sortie nandritra ny formation, ny tena moa tsy manana dia tsy nahavita nanomana kaly izany fa mofo sy akondro ny kaly dia rano.
Onena angamba ilay namana iray dia nomeny kaly tamin'ny barquette izay ny tena fa sady faly no menatra.
Tamim-pahatsorana ilay izy fa henoko nahamay ihany ny sofiko.lasa mpinamana be izahay rehefa avy eo.
Nony vita ny formation dia tsy nifankahita intsony fa izahay tsy ampy taona dia teto amin'ny ville no niasa , ry zareo lasa tany ambanivohitra no affecté.

Tantara sisa izany.

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: mpandalondalo
Date: 23 octobre 2016 - 17:12

mac<<<mba azoko fantarina ve kilasy fahafiry tao ianao tamin izany fotoana izany,izaho mantsy kilasy 3é tamin ny 1984 dia izay no farany nianatra tao fa ny zandriko mbola tao,mino aho fa nisy prom nao ireo zandriko ireo(t@ andron ny Soeur Hermeline aho no tao)

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: joe le ontsa
Date: 26 octobre 2016 - 08:30

Fa ny tena mapalaelo de mbola misy reo cas lesabotsy reo hatr@ zao ary miamitombo aza angamba. T@ alahady teo ah avy any ambatondrazaka (tsy de mpakany lotra). De misy ankizy bedebe songonana eny andalana mandeha tongotra mitondra sobika, gony, kitapo, sns..De ozy le chauffeur taxibrousse oe ankizy andeha hianatra mitondra vatsy ireny de isaky ny herinadro na tapabolana vo mody satri lavitra ny fianarana, 15km mahery miala @ tananany farafakeliny. De ontsa ny fo e...

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: ZA ZANY
Date: 16 mars 2017 - 16:48

Mitondra sakafo any m-pianarana, satria tsy mody atoandro,efa lehibe tamin'izany , dia ratsiratsy ny laoka dia hafenina ny ankizy , fa menatra dia mihidy amin'ny lakle ao amin'ny salle de classe, ny ankizy amin'io mihinana sakafo vidiana any amin'ny cantine,
Dia ilay mandeha tongotra rehefa tonga ety amin'ny ville rehfa avy miala bus eo behoririka avy mianatra , nefa ny hodiana amin'io mbola eny @ eny ankatso satria teny ny zokinay no nipetraka,mafy a!

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: ZA ZANY
Date: 16 mars 2017 - 16:58

Kitapo, Akanjo may ,Joe<<
tapa-tsiay aho mamaky ilay tantaranareo, nefa tena nampalahelo tokoa!

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: bema
Date: 17 mars 2017 - 16:10

Mahatsiaro ny taloha sy mientanentana ery ny fo mahita ny tantaranareo ato.
Saika mba itantara kely koa.
Izahay dia zanak'olona anisan'ny sahirana indrindra tao @ fianakams. T@ jardin d'enfant sy maternelle ihany no mba nianatra tany @ privé fa ankoatrizay mandrapivoaka niasa dia tany @ fanjakana foana: EPP, CEG, Lycée mpanjakana. Nanao tablier foana izahay t@ zany raha tsy teny Ankatso ihany angamba.kiararo iray tsy miova raha tsy misondrotra kilasy sy akanjo roa isolosoloina isaky ny roa andro no nananana hatreny Ankatso.
T@ mbola teny @ EPP sy CEG ary lycée tsy dia mba nisy niavahana loatra satria mitovy samy tsy dia nanana daholo ny ankizy iray kilasy rehetra.
Rehefa teny Ankatso @ izay zay vao tsy nanao tablier izany. Mba tanora ny tena dia mba niarakaraka t@ ankizy teny fa teo vao nahatsapa tena ho niavaka. Ny akanjoko tsy mba niova mihitsy nandritry ny herinandro ka lasa no remarquer ny ankizy @ zay tao am-pianarana.
Rehefa mba mandray bourse ny ankizy dia mandeha mirevy sy mividividy izay zavatra tiany rehetra fa izahay tsy mba afaka nanao izany fa satria iny vola iny no mba anampiana ny ray aman-dreny.... dia mipitrapitra ery...
Na izany kiraro basket izany, na téléfone portable, na fiara , na moto, tsy mba nananako zany raha tsy efa niasa za.
Ny tena tsaroako ny taim-bava nataon' le sipa ray izay raha tena tara taminy za t@ zany ka mba namboraka dia azon'ny teny marary hoe: TSY MBA ENAO ZAO KOSA ALO FA MBA HAFA AHAY

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: fiainako .... tantarako[...]
Date: 21 mars 2017 - 13:21

Miarahaba antsika (letsabotsy) rehetra ny tena... hihi
sady mapalhaleo no mapitomany no mahanotsa ny tanatrantsika rehetra izay nitatara tato.

Mba handray anjara kely ny tenako......





Izahay dia zanaka tambanivohitra h@zay ka h@zao fa saingy @zao fotoana mba efa miasa dia miakatra ny ville. Kamboty mbola kely zahay ka ny RAD-benay no nitaiza (5mianadahy). Tsy niaraka nipetrak anefa fa ny iratampo t@nay dia samy naka anay dahl na ny havana avy dada na havana avy @mama. fa izaho mitantara dai nijanona tao @ RAD-benay(avy @mamanay) ihany... toa dia tena tsy nisy fitsitsiana fa tena zan hoe : tsy anilan RAd tokoa..(tsy de any ilay tantara) fa rehefa feno 7taona teo dia nandeha nianatra @zay..nianatra sekoly mpinoana mo fa izany no mba nalaza² na dia tany ambanivohitra aza.. eny fa na dia tsy nanao kiraro aza t@zany. Ny lalana andehanan @io eo ho eo @ 1h eo(raha mandeha mafy).

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: lelahady
Date: 21 mars 2017 - 14:25

T@ taona 82 tany zahay zanaka fonksionera , maro mianadahy zahay d ny papanay ts teto fa nanao formation tany ivelany nefa ny zandriko t@ zany mbola T4 t@ EPP fa ts natakatra ecolage mou i mama t@ zany d ts maints t@ EPP no nalefa ry zandry kely mianadahy d t@zany le mianatra tapakandro reny ny mianatra ny EPP ; zahay zany efa ts ampy sakafo foana isanandro satria 200 000frs isambolana hono no mba nomen fanjakana any mama 5 mianadahy zahay no velomina i mama ts miasa fa tena maf zany miandry any mama avy mivarotra zedezile avy any analakely zay vo mitondra vary kely 2 kapoaka zarainay 6 mianaka fa ny tena tsaroako mandrakandroany d ny manatitra anizy mianadahy kely zandriko tsembotsemboka mande mianatra eny @ EPP ankadivato ery ambony b ery miditra @ 12sasany atondro nef zahay teo @ manodidina an'antanimora no mipetraka
ny kitapon'izy dahy @io entiko fa ts zakanzareo


tantaraiko anzareo @zao zany fa tena itako misento kely mits izy dahy efa ho 30 mahery @zao.

ts ho adinoko io EPP ankadivato io

mafy zany

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: Bemaso
Date: 03 mai 2017 - 16:18

Zahay koa dia zanaka fonctionnaire tsotra. tany @ sekolim-panjakana foana no nianatra hatr@ EPP hatr@ université.

ireny kitapo tsihy mifanarona (sandrify) ireny no kitapo fitondra, hatreny @ université dia mbola scoubidou no nanaovana.

ohatran' ny complexé zany ny tena mahita ny mpiara mianatra, lasa mitampifipify sy misitrisitrika zany foana. raha resaka fetifety tany ampianaran zany moa dia efa tsy ao anaty liste mihitsy ny tenanay.

ny nahavariana jatr@ izao dia tena nankahalain'ny ankizy tà izany an ! tsy fantatra hoe naninona.

mbola maty koa ny rainay fony hianatra teny @ Université. na dia droit d'inscription na 13 500 Fmg tamin'izany tena tsy nananana. Tena gravy be !

Fa t@ lafiny iray nampihoitra sy nampana-kambo ilay izy. Fony mbola tany @ CEG dia efa niteny foana fa tsy maintsy mitantana ny orin'asako aho.

Tanteraka ihany ilay nofinofy ankehitriny. mba efa ao anatin'ny liste ny milliardaire aloha hareto (Tsy mirehareha sanatria) fa tena TAHIAN'ANDRIAMANITRA IANAO REHEFA MANDEHA @ FAHAMARINANA sy MANANA HERIM-PO SY FINOANA.

Tena mitsinjo sy mitantana ny madinika Jesôsy !!

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: saturday man
Date: 26 mai 2017 - 16:37

tadidiko ry zalahy t@ taona 80 ny fahantran'ny ankamaroan'ny olona:

Ny esoeson-tenindry zalahy le maimbo savony gasy ny ankanjo nosasana t@ izany.
Ny filaharam-bary sy ny PPN rehetra.

Ny ankanjo'i Dada no-retaillé-na ho anay mirahalahy.

Tsy mbola nisy jean t@ izany ny zanaka mpanao afera sy ireo zanaka mpitondra no nanana akanjo sy kiraro importé t@ izany.

Isaky ny krismasy ihany vao mba nividy kiraro t@ izany fa raha mbola voakoja ny t@ taona lasa tsy nahazo.

Fa efa vita fianarana taty @ taona 90 mbola nampmé ihany fa na dia stage tsy andraisa karama aza tsy nisy nanome raha vao tsy nahalala olona.

Soa ihany fa niala teo ny fanjakana sôsialista vao mba nahita nangirana ny ankamaroan'ny nahita fianarana fa taloha ny mpanao afera no tompon'ny vola.

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: kotobekibo
Date: 04 septembre 2017 - 15:01

reveko ty sujet iray ty ka mba velomiko indray

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: fob
Date: 07 septembre 2017 - 14:03

slt daholo manasa antsika hihaino humour kely: https://www.youtube.com/watch?v=43GJTXgcxfQ

Options: Répondre
Re: Ny Lesabotsy nataonareo : Fahatsiarovana ny tany an-tsekoly fahiny.
Par: FB
Date: 12 septembre 2017 - 06:06

Bandy mipetraka any Canada no nitantara an'ity fa tsy niainako :

Tafaresaka MP t@ namany mpiara-mianatra taloha t@ FB hono izy. Io namany io no nitantara fa hoe tafahaona t@ namana iray hafa rehefa tsy nifankahita hatry ny ela. Notanisaina teo daholo hoe i anona lasa dokotera, i anona lasa mpampianatra, i anona nanambady etc... ary i (le Bandy io) lasa any Canada.

Tsy tadidin'ilay olona mihitsy hono hoe iza izany, natao daholo izao signe mety hiverenan'ny fitadidiana azy izao fa tsy nety tadidin'ilay namana. Asa nony kelikely nanontany ilay namana tsy nahatadidy hoe le bandy mpanao Kiranyl iny ve izany ? de zay vo hoe eny tokoa lery izany.

Nofaranan'ilay bandy ny publication-ny hoe "indrisy ry fahiniko"

Bandy manana ny mahaizy azy lery io any Canada any @ zao

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent1234
Page: 4 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg