Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Kotofetsy
Date: 07 avril 2014 - 14:48

sujet efa nade tato ity fa aleo velomina njay!
Tantarao eto ny zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy.
Nisy fotoana zay namangy de le mifanilika hoe iza no hiteny, de farany moa nanaiky tsy fidiny ilay dadatoanay fa izy no zokiny indrindra t@nay, sady dozidozy kely.Tonga teo @lay manolotra vola @zay ary de tsy tadidin'lery le hoe "fao-dranomaso ho an'ny velona sns" de ozizy lery hoe ity mba misy "coticota kely fandraisan'anjara" fa tonga de nifampijery daholo ny olona sady nitana fihomehezanafaucheuse

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: ranorbera
Date: 09 avril 2014 - 11:16

Tany ambanivohitra ny tantara.
Dia hoe maty hono raNory (Norbert) ny anaran'i takaka
Tonga amin'izay hamangy ny mpifanolo-bodi-rindrina dia mody sérieux be daholo ny fianakams dia naroso ny mpamangy .. fa tondé ranory no mamaly ny kabary fa litika be ny mpamangy sady tondé teniratsy be




Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: dolpika
Date: 11 avril 2014 - 14:21

nenay zan tena kozy vretra ty:
nisy totton zay maty vady de tena mikoretaka be zazoky de gaga daolo ny oul zany oe fa ahoana kou ary zany nef razoky aminio le tena tsy de mahay mifandray tsara amle vady

nampanginina razoky fa ehhh. de farany notenen'ny zokiny vavy izy de ozy ono lery oe:" ka ny bas kiraro na ny slip ko nge ts hitako ny nampirimany azy e"

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: DAIKA
Date: 11 avril 2014 - 15:54

Tam mamanay maty de nisy ramatoa hafa koa maty tao an-tanana. Mitovitovy ny taonan-dry zareo ary tsy dia mifanalavitra loatra ny trano. Dia nisy namangy tao aminay ary tsy nisy nahafantatra ilay olona. Nony vita ny famangiana de nanontanian' i dadanay izy hoe fa nareo moa zao no iza? De niteny izy hoe i Ranona avy ary ananona. De gaga zay fa tsy nisy nahalala na ny anara-tanàna izay nolazainy aza . De ela vao nisy tonga saina hoe sao de le faty ary no tokony alehanao.
Hay Razoky diso lalana de hoy izy hoe tsy maninona fa nareo koa manam-pahoriana, satria saika haveriko le famangiana

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: lalana 1 faty 2
Date: 11 avril 2014 - 17:14

ty no tena waina.
Nandeha nadevina ray amandrenina mpiara miasa, solotena izahay 4dahy, nomen'ny societe fiara sy chauffeur.Ny faty amin'io eo manjakaray ny trano sy fiangonana fa halevina any fieferana sabotsy namehana. Tsy niditra tao ampiangonana fa namoaka faty tany antrano dia nisakafo teny am hotely manjakaray de sady ni-pince kely fa tara depart nandevina dia nanenjika fa tsy nahafantatra ny toerana handevenana fa we fieferana dia nankinina tam chauffeur ny dia ny pince tsy adino fa nitohy ihany tany anaty fiara fa faty hafa no nalevina fa nony nirava tsy hita ilay mpiara miasa loza fa hay diso adiresy fa alaivo ihany ny lot-mpasana rehefa mandevina dia aza manita-dia raha mbola vahiny.
Teo SABNAM nihinana sosisy no indreny ny tena tompom-paty nandalo waina tanteraka.
Tsy ankiteniteny tany ampiasana raha tsy efa volana maro taty aoriana.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: adrienne P
Date: 11 avril 2014 - 21:58

misy naman'ny neninay izay any Dago ,namany hatramin'ny fahazaza izy io ,nandeha taty ivelany nanao vacances i neny dia narary mafy dia najanoko nipetraka taty dia nanontany foana tamin'ny zokinay hono ilay namany ary nankaiza i N ? dia hoe any Andafy izy mitsabo tena, telo taona taty aorina hono izy tonga tao amin'ny zokinay dia niaranipetrapetraka teo dia nanolotra valopy ho famangiampahoriana fa tsy tao Tana izy fotoana lavalava dia navelan'ny zokinay namangy fahoriana teo dia hoy izy avy eo hoe:f'angaha izy maty ? Hay ve? hoy ilay namany neveriko fa maty dia nafeninareo ahy! dia nitohy fihomehezana hono ilay izy dia naverin'ny zokinay ilay valopy dia hoe: ento hividianan'ny ankizy bonbons hihihi

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: bandy akama
Date: 12 avril 2014 - 10:29

Ity indray dada-na bandy akama no maty tamin'izay, de handeha hamangy izahay mpiakama vitsivitsy hamangy ilay bandy akama. Zahay amin'io tsy nisy mahay miseraka fa ozy le akama iray hoe "fomban'ny sarety ny mandeha aloha" raha tokony hoe "tombondalana ny azy" no tian'i lery hotenenina. Fa tafihomehy aby ny tao antrano.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: karama
Date: 12 avril 2014 - 17:31

Fanaon'ny fokontany misy anay rehefa misy maty ao an-tanana dia mamangy. Misy ny karama omena ho an'izay manana asa (mpamelona lakolosy milaza fa misy famangiana, mpitondra teny, mpanolotra...). T@ zokinay maty dia nanatanteraka ny fokontany ka teo am-pamangiana dia nangalan'ilay mpanolotra valopy 25000fr tao anaty valopy tokony omena anay vangiana. Gaga be za sady te hihomehy be. kay adinony ny naka ny anjara karamany dia teo am-pamangiana vao nalainy.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: fanatik
Date: 17 avril 2014 - 13:50

efa nataoko tato ty sujet ty fa nofafan ny modera tsy haiko ny antony.....mahagaga eh!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: sisiny
Date: 18 avril 2014 - 16:42

Zà moa aty avaratra no miasa. Maty ny zokin'lay debanay (m.erina) de amangy ny mpiara-miasa rehetra. Bobaka be zahay mpiara-miasa no tonga hamangy fa saingy tsisy mety hiteny ireo zokin-jokiny, sady ny fomba firesaka sy fanao @ famangiana manjo koa tsy de mitovy loatra @ aty anivon-tany de nialangalana daholo ry zalà. De farany rangà efa dôzidôzy zay no nitondra teny.
Vao niditra ny trano aloha de ôtran'reny mandamina miaramila reny razoky mampiditra ny olona sady hainarei ihany fa tsy mahay miteny mora ny olona aty; etsy enao, etsy anona, hanomboka @zay isika.
"@zao fahoriana zao de tonga izahay hitondra ny teny fampiononana" de avy eo tsisy fantatra tsony ze lazainy fa ningonongonona fotsiny leiry. Tampoka teo de hoy leiry "aiza le valopy nanaovantsika cotisation teo? omeo anazy" sady notondroiny le manamanjo
Zà teo akaikiny fa tena tsy tanako mitsy ny fihomehezana fa de tena tapenana foana ny vava sady mody mitodika any aoriana.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: hihihih
Date: 18 avril 2014 - 16:49

Tena tapatsinay aho namaky ny an'i sisiny

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Mantasoua
Date: 21 avril 2014 - 22:48

Efa tany amin'ny taona 1980 tany ity no nitranga fa nisy mpiara-mianatra taminay tany ambanivohitra maty an-drano dia nanao cotistion natao tanaty valopy dia nony natolotra ilay izy dia niparitaka ireo vola madinika satria nibontsina be ilay valopy ,mbola niasa ny vola madinika tamin'izany fa nikoropaka nitsimpona daholo izay mpianatra namangy dia nanatitra tsirairay teny amin'ny ray aman-drenin'ilay namanay fa bedy izahay niivoaka avy teo an!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: bonobos
Date: 22 avril 2014 - 18:17

sisiny >> latsaka be mitsy za kle !!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: za nanao
Date: 23 avril 2014 - 13:16

ty ndray le novangiana mitsy no nitantara. mpimamo be le ranamana ity dia tonga namangy azy ny namany roalahy samy mpimamo fa maty ny dadany. dia niditra ono izy roalahy mpamangy efa mamo, tsisy resaka tsis inin fa nijorojoro segondra vitsy teo dia aveo ouz le ray mantsy anle namany novangiana: ity mba misy volakely sady nanolotra valopy dia lasa nivoaka moramora aveo.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: papy
Date: 23 avril 2014 - 21:54

T@ 2011 no nisaho ny tantara. Sendra namangy rangahy iray maty vady harivariva t@ tanàna iray izahay. Izahay tsy nahafantatra fa hay misy fahoriana 2 sosona eto @ ty tanaàna zay ho vangianay. Ny iray rangahy very moto de ny iray le maty vady le tena ho vangiana.
Ny andro moa harivariva t@ izay. Ka izahay tsy nahafantatra satria samy misy olona maro mitangorona eo antokotant ka tany @ ty voalohany izahay no diso adiresy.

Izahay mpamangy; salama iaby tompoko ô!
Ilay very moto: Ibdreto izahay tompoko ô! sady nanomboka nifendrofendro takak.
Izahay mpamangy: mahaiza mionona tompoka fa iny tsy hiverinaintsony.
Ilay very moto: bououou! tena tsy mampino ry zeareo ny lahatr'Andriamanitra fa t@ omaly alina izy mbola nitaingenako.
Gaga izahay t@ izay samy nifanontany hoe mitapy v ty rangah ho vangiana ka hatr@ zavatra nataony t@ vadiny t@ omaly alina avy ka tantarainy eto @ fahoriana eto.
Teo vao nisy nibitsibitsika izahay hoe: olona very moto ange io vangianareo io fa tsy ilay olona maty vady akory eh!
Eo vao samy toran'ny hehy ningonongonona ny tsirairay.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: snu
Date: 28 avril 2014 - 14:01

Mahalatsaka b ny an'i papy!

T@dadabenay maty, d refa le magina be avy miteny ny mpamangy hoe aza misosok'alahelo tsony, de nisy bandy iray niaraka t@ le mpamangy nandefa rivotra sady masiso no maneno mafy. samy tafiomehy na ny mpamangy na ny vangiana.

t@ dadanay ndray, bandy 5 mitsam ts mbola namangy hatrizay angamba dia le mifanilika fitinenana. niteny iany ny iray:
- bandy 1: manakory aby...
- vangiana:...
- bandy 1: mamangy @ fahoriana tompoko
- vangiana: misaotra tompoko
- bandy 1: de aona moa rleity???

avy d nitsatsaingoka le bandy faha2
- bandy 2: miala tsiny tompoko fa feno loatra ny fo de tonga mamangy zahay avy aty ananona d misy vola kely votsirambon'nu tanana.

samy miandry na le bandy 2 na izahay vangiana
hay le valopy adino anaty vam...???

- bandy 2: miala tsiny tompoko fa hay adino ao anaty fiara le izy fa aterinay avy eo.
misy aminay moa mbola iaraka aminareo ary misy ny angatadalana

tonga zareo de novoaka fa tsy niandry valiny sy tsy nandray tanana...

fimehezana ny tao antrano aveo.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Milay daholo
Date: 29 avril 2014 - 09:45

Milay daholo isika e!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Kotofetsy
Date: 01 mai 2014 - 17:57

ra afaka natao j'aime de j'aime daôly e! loza ko nge ry zalah le tsmahay miteny e!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: bonobos
Date: 01 mai 2014 - 18:16

Tamin'ny 2008 ity. Namangy ny pekama rehetra fa nisy akama iray nidonam-pahoriana.

Voalamina tsara ny vola, ny hiteny, sns. Dia nisy nanome signe oe mandroso ianareo. Efitra kelikely izay ilay nidirana dia nisy olona nipetraka manodidina. (gaga ihany izaho hoe aiza ny razana). Nojerena ny lehibe taona dia teo no nanoko resaka.

- Akory aby nareo aty ?
- indreto avy izahay tompoko.
- mamangy amin'ny fahoriana !!!
- ... A A A, tsy eto fa ao atsy amin'ny efitra iray kah!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: saryresaka
Date: 01 mai 2014 - 18:38

Ity indray dia nandeha tsara @tokony izy ny famangiana fa teo @famaranana hoe aza misosok'alahelo tompoko no loza , ilay bandy nitondra fitenenana kay ireny bandy fafafa ireny ka tsy tafavoaka ilay teny hoe aza ...fa lasa a a a ilay izy , tonga dia nitohizan'ilay namana hafa ilay teny ka hoy izy hoe aza matahotra ianareo fa tsy maintsy hoavy izahay raha mbola misy @manaraka ,ny teny henoko t@ manamanjo dia ny hoe mi...dia tsy nitohy intsony fa nifampijery ny iray trano.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: fleur
Date: 03 mai 2014 - 10:14

Ity indray zavatra nitranga teo ampandevenana. Nisy tovolahy izay nirahana nametraka courone teny ambony fasana. Nivadika ambony ambany no nametrahan'lery azy (nifototra ilay soratra), fa tsy hitany sady tsy fanahiniany. Dia notenenin'ilay olona avy aty ambany lery hoe "mivadika!" (ilay sady miteny mora satria ny toriteny mandeha ihany). Vao maika navadik'lery aloha aorina ilay courone (lasa any ambadika indray ilay soratra). Nisy hehy kely niforona mihitsy nefa ny toriteny mandeha.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: ikotofetsy
Date: 04 mai 2014 - 18:50

Taty antsirabe ny tanatara, maty ny akama mpisotro taoka be zay de namangy ny bandy akama. Efa dozidaozy le nitondra teny de ozy nedala refa vita ny sasany.
- Vitsivitsy zahay tapaka sy namana no tonga aty amzao fa angamba refa famadihana anlery vo tonga daolo ry zalà.
tsy vanin'ny hihome ny iray trano

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: virginie Ankatso
Date: 04 mai 2014 - 21:17

tamin'ny mbola nianatra teny Ankatso taloha dia nisy namanay izay maty an-drano dia nony namangy dia hoy ilay sipa iray izay vao fitenenana famangiam-pahoriana teo am-pandalovana teo anoloan'ny razana hoe: iza izao no hangalàko tahaka any am-pianArana, iza no hanome cours ahy rehefa tsy tonga na tara iny aho vao tonga any amin'ny amphi, indry aky mahasosotra a....!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: lalana 1 faty 2
Date: 05 mai 2014 - 16:30

saryresaka sy fleur> tena latsaka ranga za am lisany a ! milay e !
tohizo.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: dilan
Date: 05 mai 2014 - 16:39

Fleur> misy marina ihany ny azy satria nge iny couronne iny ho an'ilay maty fa tsy ho an'ny velona e, ka aleo atodika any aminy,
Raha mandinika isika fa efa manomboka misy soratra zao ny ferapara oe tsy misy vonikazo (fa maninona tokoa moa no rehefa maty no totofana vonikazo, nefa velona tsisy nanome na rozy iray aza, sady fenoina soratra avy amin'ny anona malalanao... efa nisy hitako aza koa hoe tsy asina lamba

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Tadidy
Date: 09 mai 2014 - 11:19

Ty ndray tena efa tany @ taona 90 tany
Nandeha namangy olona 3 mianaka no niaraka. Lay ramatoa no niteny dia ilay zanany lahy farany no nampitondraina ny vola dia ilay zanany vavy zokiny nanaraka fotsiny. Ka ilay bandy kely mbola tsy mahita zay laoniny aminizay famangiana. Fa vao vita ny fitenenan'ilay ramatoa tonga dia ndeha hanolotra lay famangiana lay bandikely no nosintomin'ilay zokiny, refa tonga teo amin'ny fotoana tokony hanolorana lay famangina amzay fa tsy nomenlery ndray lay valopy, natosika fotsiny lery fa nimokomoky lay ramatoa vao maty vady novangiana

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: tapaka tsinay
Date: 28 mai 2014 - 17:30

hahahahhaha tena tapaka ny tsinaiko

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: spamndray
Date: 30 mai 2014 - 08:20

Ty ndray famangiam-pahoriana t@ FB vao afakomaly.
Nanao filazana manjo ny zokin'ilay maty; dia namaly teo daholo nampahery ny havany sy namany; fa mba tonga teo koa ny spam "vous avez besoin d'argent, nous vous offrons un pret sans garantie sns..."

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: johanne
Date: 04 juin 2014 - 17:04

spamndray > LOL

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: boom
Date: 04 juin 2014 - 22:36

ty t@ nandevina,fasana taloha ireny(vita @ tany mena) dia hay be voalavo be tao anatiny dia ny olona nanasitrika ny razana vao niditra dia nikoropaka ny volavo tao am-pasana fa fikoropahan izany satria nisy nilatsaka ny lohan'ny razana efa maty efa ela dia tsy tao anaty labamena intsony.saika tsy omby ny varavarana nivoahana.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: kaliana
Date: 06 juin 2014 - 13:16

nisy faty nandehananay zay de le mpetrapetraka eo, reny nisy oul niditra, 7 mianadah teo ngamb efa 20taine eo doly. niditra zareo de njoro b teo ts nis nteny ts nvolana fa nfampijerijery ftsn. farany de nteny ian le sipa lebe njinja tam zareo we ty ono misy vola kely. latsaka be zay aveo we aloan idirana eo v ts efa nifanarahana we iza n iteny

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: raloom
Date: 06 juin 2014 - 13:29

Latsaka tanaty lava-PASANA aho omaly alina:
Avy nikaly hariva dia handeha hiverina eny @ birao, kamo aho hiodidina dia nanivaka tamin'ilay toerana be fasana, efa mahazatra ahy io toerana io ka tsy mampatahotra ahy intsony, na dia t@ 9 alina aza. Tsy nampoiziko anefa, hay nisy lavaka be vao natao tao, (mety andevenana olona androany ngamba). Latsaka tao anatin'ilay lavaka aho. Niezaka, nanao izay nivoahana fa tsy tafa, tena lalina be ilay izy, sady tsy misy amikirana ny sisiny. Ny phone-ko anefa adino tany @ birao. Nisy RedBull taty amiko, ka sady nisotro aho no niheritreritra hoe "tena tsy ho afaka ato mihintsy, fa aleo miandry maraina".
Tampoka teo, nisy bandy iray latsaka koa tao, (nanivaka oh ahy ngamba). Tsy hitan'lery hoe za tao, fa nianika hivoaka lery. Efa nianika efa ho im-10 fa tsy tafavoaka fa nianjera foana, ary kivy koa ny farany. Nokitihiko leiry ary natolotro azy ilay RedBull, saika hiteny azy aho hoe: "tsy tafavoaka ato tsika fa aleo miandry maraina".
Tsy tapitra anefa io phrase-ko io dia tafavoaka leiry sady niantso hoe: "MAMAAAAA...."
Za rery sisa no tao sady lasa saina hoe: "RedBull donne des ailes ?!?"

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Binaura
Date: 06 juin 2014 - 13:33

sônasi

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Noum
Date: 10 juillet 2014 - 11:33

Misy le tena mpiaraka midoroka be ireny,de Maty le anankiray,la asa na tsy ampy formol tsara fa nibontsina be lery.Tonga namangy tao le akamany roalahy efa dozy,de ozy le iray niteny sady nijery le faty "za efa miteny amla hoe rehefa mi-pince aza tapohana jereo ela zao be rano be de mibontsina"

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: baonara
Date: 15 juillet 2014 - 14:23

Tany ampiandrasa-paty d le mbola revo mivazo b iny. Tonga avy any raZily pôta mpifoka rongony sad efa dizina: Misotroa ialisany bota kely iray fa za ifoka tiges 4 d ze ray sika tsy mahatana angady

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: latsaka
Date: 17 juillet 2014 - 22:42

Raloom> latsaka be za mamaky an le histoire nao

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: afako
Date: 18 juillet 2014 - 11:54

ty ndray afa mihitsy
nande mission zay tamzay de nade namangy fa nisy olondebe maty teo atanana frere anle zoky npetrahanay.De niaraka daol n piara miasa zany teo am 5 mtsam teo zay tamzay ka n fomban le ol nandeananay zany ts ao am trano famangina n razana fa ao am efitra afa de ao am le trano famangina ts atao mazava be n jiro.de raikitra n famangina ,le razoky namaly an le famangina ko be resaka be zay.de nisy akama ray ray,chauffeur io zany vo tonga vo à peine 5mn de nande tany ko.de lery somary nahazo coin zay tao am le trano.de nande n famangina de aveo taptra amzay de efa tany atoktany vo nfapantany oe nakaiza richard teo fa efa ande,kay lery tafatory apitsanganana tao am le coin sad tsis naita fa na le ol ao am le faorina ary latsaka be

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: mapméee
Date: 18 juillet 2014 - 17:24

maromaro no tantara niainako tamin'io resaka famangiana io fa nisy nitovy amin'ny eo ambony dia tsy averiko intsony fa ity misy anankiray :

Andeha hamangy bandy akama ary zahay tam zany teo amin'ny 20 à 30 ans eo daholo, ka ilay zokinay irery no efa zatra mba miteny tamin'izany. Ny olana anefa ni-pince kely izahay alohan'ny hamangy dia kay lery taraiky tanteraka fa bitro be lery. Dia efa lany fika iny daholo izahay no nisy bandy mitovitovy taona am lery akama teo am tanana notambatambazana nomena py d nasaina niteny.

Mbola nilamina aloha teo am-pidirana ny fomba fitenenana rehetra. Ny fanombohan'ny zavatra nampihomehy dia nisy bandy nisava pôsy tao aoriana tao dia latsaka tampoka ilay dimampolo ka lasa re tompoko nanao tour dia nandeha teo anelanelanay sy ny olona vangiana ary alohan'ny hipetrahany dia mbola nijijijijy tsara mihitsy. Mody nisy fotoana fahanginana kely aloha dia mody mbola sérieux be daholo ihany.

Teo amin'ny famaranana amzay no nanondrana lery :

Araka ny fahafantaranay moa izany dia amin'ny zoma no fandevenana, ka izay afaka moa izany dia afaka, moa izay tsy afaka dia tsy afaka.

Nitodika tany am bandy rehetra lery sady niteny hoe : SA AHOANA RY ZALAH !!!!

Tena tsy tana tsony fa tena nimokimoky nanampimbava ny kôfa reetra

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: malala miotisoa
Date: 22 juillet 2014 - 09:54

Tapaky ny fihomehezana aho ato mamaky an'ilay forum!Mahafinaritra fa tohizo e!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: lalainamanja
Date: 23 juillet 2014 - 08:49

tena ts fananina tko ne reny e, fa d am ts ampoizina mits no miseho
misaotra alo am tantara fa tena mba misy imeezana

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: puuuuuah
Date: 23 juillet 2014 - 10:53

Tena oe fahoriana no resahana fa tena latsaka tanteraka ny tenanay @ le tantara e! na de tantara noforonina az ny sasany. Mlay raloom a!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: rasoabe
Date: 23 juillet 2014 - 13:22

Maty ny rain'ilay sipa namako zay dia lasa ah namangy tany roa vavy zahay, t@ zany mbola 24 ans, fa efa nalevina aloha ny razana fa mba namangy fotsiny, fa tena tsy nahay niteny ho ah fa tapaka daholo ny tsinain'ilay olona nobvangiana, tena Oena be! fa hozy lay namako hoe t@ ini hono ny reniny zay vao mba nitsiky efa ho herinandro dia mba nisy positif ihany zany

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Koay
Date: 24 juillet 2014 - 12:32

Maty ny anabavin'ny tary mpiara miasa de nande namangy zahay efa ho 30 mahery angamba.Araka ny fanao de alefa miditra ny vehivavy de nanaraka ny bandy de variana ny fandamina, rehefa nilamina de nanomboka niatrika ireto manamanjo,nanomboka nitaditady ny mason'ny rehetra mitady le bandy akama ho vangina,tsy tao lery,nojerena le oul maty efa rabofy be,nanontany tena daholo hoe lery mba tanora ihany de ty bofy be ty ve no anabavin'ny lery? Teo vao niala tsiny le saika hiteny taminay hoe azafady tompoko fa diso adiresy angamba zahay, le bandy tsy tafiditra tsy nahita le kozy tao gaga be, Oay le ary toa raim be?

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: GO99
Date: 25 juillet 2014 - 18:08

Tantara marina roa :
Tantara1. Tam nenitoanay maty, ilay zanany faralahy moa katsikana izay ihany sady sahisahy koa.
I ranenitoa moa olombe fantatr'olona maro sady mpanao adidy zay tratra tam fahavelony ka maro mpamangy. Ny mpamangy betsaka no sady be teny tsy hay ntsony zay ao ambadik'izay fa dia ela loatra ny famangiana iray, ny mpamaly avy aty am fianakams koa moa mba manao izaylava taria izay ihany.
Fa nisy mpamangy iray fa teo amin'ny iray minitra mahery kely teo ny fanatanterahany ny anjarany, tonga dia notaritiny iray manontolo ny fitenenana manomboka amin'ny fanatsafana tohizany fanolorana ilay fombandrazana hatramin'ny fangatahandalana dia tsynahita valiny afa-tsy ny misaotra anareo sy ny fanomezan-dalana sisa ny tenin'i dadatoa.
Fa hoy ilay cousin-nay, faralahin'ilay maty tam nandray tanana hoe : "Misaotra anareo fa ianareo no record, 1mn mahery kely dia vita, misaotra tompoko."
Fa nanao OUF ny iray trano avy eo, izany ka mahafinaritra. mahalala ny havizanana.

Tantara 2.
Tamin'io faty io ihany fa ity indray bandy teo am tanana no namangy.
Nandeha tsara ny famangiana hatram voalohany, voatolotra ara-dalana ny rambondamba sy ny tohiny fa teo am fialantsiny sy fangatahan-dalana dia hoy ry zalahy : Efa hitanay teny amin'ny affiche ihany moa ny fotoana handevenana ka ialantsiny raha misy tsy afaka noho ny asa amandraharaha.
Fa vitsy ny nahakobo azy ny tao antrano raha tsy efa nilazan'ny sasany hoe AFFICHE no nolazainy fa tsy FAIRE PART na FERPARA. Zay vao latsaka ny rehetra.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: mbola mamono
Date: 28 juillet 2014 - 11:19

Tonga hamangy fahoriana (tokony teo @ 11 ora teo ho eo, andro fandevenana) tao @ fianakaviana mana-manjo.
Niandry teo an-tokotany.
Dia nisy olona nivoaka ary niteny hoe : "Miala tsiny @nareo tompoko fa mbola MAMONO".

Tonga dia nitsatsaingoka ilay zaza oops taona) niaraka taminay : "F'angaha mbola tsy maty ! ?"

Tapitra dangin'ny fihomehezana ny olona rehetra.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: kotofetsy
Date: 17 avril 2015 - 21:50

Up

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: tapatsinay
Date: 19 avril 2015 - 21:32

I Dadanay no maty, ka toy izao ny pozipozin'ny tao an-trano: vao miditra ny trano dia mitsotra en face ny varavarana ny razana, dia le deux coté izany oe le eo an-doha sy an-tongotry ny razana dia samy misy fianakaviana mipetrapetraka doly.Niditra ary ny mpamangy dia avy dia nitodika tany @le groupes de personne zay nipetraka teo an-tongotra Mpamangy: Akory aby nareo tompoko
Groupe de pernsonne coté droite: Ndreto zahay tompoko
Mpamangy:Mamangy @fahoriana tompoko sns.......
Teto no nitranga ny nampme fa le mpamangy tsy kopy fa le olona hamaly andry zareo avy ato @coté gauche zay nitodihandry zareo lamosina.Sadaikatra izahay avy ato an-damosina oe ahoana no atao sady nibitsibitsika t@tonton oe valio ihany fa tsy maninona na dia nomendry zareo lamosona aza isika.Dia namaly ratonton fa le mpamangy oa nampiomehy ny nahazo andry zareo voatery nanao todik'ivoho ohatran'le fanaon'miaramila reny, sady @zay tsy niara nitodika fa samy nitodika tsikely2, mandra-pahatapitry ny famangiana tafatodika daholo ihany izy retra. hihihihi. tapatsinay ny ray trano vao lasa ry zareo.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: gagaho
Date: 20 avril 2015 - 11:53

vaky kartera teny talata volonondry ny corbi d ny olona efa nalefa alou tanem fasana dool , niandry adinzato b teo tokotanipasana

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: tantsaha
Date: 21 avril 2015 - 17:42

Aty aminay ambanvohits zany tsy misy fourmol ny faty, de malemilemy be. Ntsofin'ny rivotra aza ny tao @ ilay efitra misy ny razana dia nikarapoka mafy ny varavarana no nilatsaka ny gant an'ilay razana fa horakoraka eran'ny trano. Nisy ni-pipi ampataloha mihitsy kleaza. Ny labozia saika maty de le lasha maizina kely reny. Tena filma horera ty hoà.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Melissa
Date: 02 juin 2015 - 11:24

Tna mankasitraka an'namorona ny sujet sy ny mpandray anjara reetra fa tna nahafinaritra ahy ity sujet ity na vakiana impolo aza d latsaka be fon zahh!!!



Tohizo njai rh bol mis ee... na izay bol ts namaly


zahh mak anareo

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg