Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Melissa
Date: 02 juin 2015 - 11:26

Ref lai malahelo iny na avi tezitra be no miditra ato fa ankona hahaha3...laugh

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Jamala
Date: 02 juin 2015 - 11:53

Le bandy akama izay masina be niaraka taminay dia mba nitsotsoka koa lery na izahay aza gaga . Lery no hiteny am le mamangy amin'io . Nikozy lery dia oz avy eo hoe eny ry izy mianakavy santatra ambavarano izao fa ny manetsa be mbola ho avy - tokony hiteny lery hoe tombon dalana ny azy fa ..... Afa baraka lery, tsy navela niaraka taminay tsun.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: jiolahimbuts
Date: 02 juin 2015 - 11:59

Nena indray tam le famadihana le izy . Zahay mitsam no mba solon tena namadika . Ef mamomamo am izay . Lasa le famadihana . Tsy mpandeha amin ireny mu izahay fa dia lasa fotsiny . Nifanena tam fianakaviana namadika hafa dia teo aloha nifajohy teo fa niodikodikina teo zahay mitsam fa loza lasa nanaraka an le fianakaviana namadika anankiray . Eo vao nisava hatram toaka sady ef lasa lavitra an .

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Vaniah
Date: 02 juin 2015 - 12:14

Ny ahy ndray ti tam niandry faty:

tan ampiandrasam-paty tan ambanivohitra d le mizara cafe sy dite
mis andian'olona ery andaniny cake no azon zareo lai fianakams deba2,mis oul njai ery ankilany mofo dipaina fa tod gaga sad lagy be ity farany sad nihira mafy faran zay mafy:"lavitra akaiky ny eo aminao Ray oohh..." sad averina fon ref eo ts miova mts lai tonony d bol "lavitra akaiky ny eo aminao Ray ooohh..."
Ay tin zareo atongavana oe: "lavitra cake,lavitra cake..." fa zay lai tompom-pahoriana vao tonga saina sad nozaraina cake zareolaugh

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: jlambut....
Date: 05 juin 2015 - 16:53

tapatsinay/ efa tratra ohatran io kou hahahahahahaha

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Vaniah
Date: 08 juin 2015 - 09:57

Jlambut<<<< hahaha3... d oe a0n?? tantarao

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: hahahaha
Date: 08 juin 2015 - 14:53

ilay hoe "angaha mbola tsy maty" no tena mahalatsaka, fa firy taona ary ilay zaza io e

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: latsakabe
Date: 14 juin 2015 - 20:36

Nisy cousin narary mafy tany @réa, efa mahia be lery sady reraka, dia ny any moa ref metimety dia miakatra any @ salle any ambony, ao @HJRA io.Tonga namangy azy lay dadafaranay zay, dé mbola tao @ réa lay lit nisy azy taloha, dé lay marary solonlay cousin teo tsy mahatsiaro tena tsara, faible bé, todé napetrak dadafara teo ny vola solomboakazo....ts nisy garde malade tratrany moa teo!!!
Maty lay cousin ary dé tonga namangy fahoriana radadafara, akory ny fahatairany teo ampamangiana sady tena choqué be lery, de nibitsibitsika oé:ts ôtrizao lery no itako farany fa be volombava no mainty !!!nony nivôka tao lery vao tonga saina oé diso ol novangiana tany @ réanimation, moa lé vola very tany!!!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: latsakabe
Date: 14 juin 2015 - 20:44

Hafa ndray ty, tena marina, ôtran'io ambony io iany, efa voalevine ny razana.Tonga namangy ny tompomanjo zahay: 3 mianaka: zà sy ny zank vavy pmpémé tany vaky zay, dé zôdahiko mibégayuer zay sady tsy mahay miteny.
3 mianaka no vangiana: iay dxadany eo ampvoan'izy mianaka sam vhv pmé tanivaky koa lé zanany vavy.
Vao nanomboka dé efa niboredika lay zôdahko, dé niseho nanao ohabolana dé ts tadidiny ny tohinlay izy!!dé efa nanombok ts nahatana fimehezn zay mianak, dé zay niondrika bé fa nataotra ny oé hita bé lé miezaka mirana fimehezana, kay tsy nyhidy koa ny bragujette n'lay manamanjo lehilahy, mia izy tsy nanao kiraro dé ny tongony eo @ 32 pointure teo, kely ôtran'ny trondrokely fa vô maika zay tena tsy nahatana fa toran'ny he"hy, dé hatramn'izy mianaka vhv novangiana aza tsy nahatana, soa fa ol tsotra b fa saika afabaraka zahay oé tena ol ts malalafomba!!!!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: jiolahimbuts
Date: 15 juin 2015 - 09:53

Ity taoka ity dia mampasahisahy mints sady tia vory vahoaka . Nisy fandevenana teo akaikin le bar, dia raikitra le famonosan damba . Iny koa za fa mba somokotra ery manampy an le olona tsy misy fantatro akory fa tonga ah dia miaraka mamono an le faty am le fianakams .

Le tany am fiangonana rhema izay indray ,ampidirina ao am piangonana le razana tonga za dia niditra dia eny am devant be no mipetraka . Miseho matotra be .

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: hihihihi
Date: 19 juin 2015 - 10:58

T@ za mbola chorale koa dia nisy RAD ankizy tao zany maty de nande namangy zay de le zandriny indrindra t@ nay no nomena an le vola, tonga teo @ le fanolorana an le vola de natolony le vola de norohany dol ny ol rehetra de lasa izy nivoaka, tapaka dol ny tsinainay rehetra.

De t@ dadanay maty ndray de nisy ranga zay tena tsis nahafantatra mints oe iza andro efa @ 12 alina niditra avy any izy de tonga de nigogogogo b teo @ razana teo de nisokasokafany le ankanjon'i dadanay, otrany ts teo no nibataindry zokinay an le ranga sady namoaka azy, de oziz anga ts anona io maty io eee, de oziz ry zokinay enao v ca va eee, andana mivoaka fa diso adressy enao hoziz le zokiko

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: kofona
Date: 19 juin 2015 - 14:15

hihi>>> tsy pams ve izany rangahy izany e: io mantsy no hahaftarana ny pams rehefa eo anolohan'ny faty manao izay hahazoana sombiny eo izy na akajo ,na volo sns... ka rehefa misy an'ireny dia tonga dia rohaina aingana an

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: hihihihi
Date: 19 juin 2015 - 16:41

Tena tsy hainay mintsy, fa nasain izay olondehibe teo nosavaiko daholo ny paosin'i dadanay sao de nasiny zavatra fa ts nahita aloha za eee, satria zay dol no nolazaindry zareo teo oe ts mazavazava fa vetivety teo ange sainga ande henjehindry zareo izy fa ts hita intsony zay nalehany ee, ny andro koa moa efa alina b raha teo.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: NB
Date: 07 juillet 2015 - 06:17

Zavatra mampihomehy tamin'ny nanamborana an'i Jesoa nohombohana t@ hazo fijaliana ka i Jodasy namadika satria nanampy t@ fanamborana azy

nefa io no lalana entina hamafana ny ota nyzanak'olombelona ny rà latsaka

Ka tokony hafanganina ny nanantantarahana izany no nahatonga i Jodasy nirotsaka antsehatra

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: menatra
Date: 08 juillet 2015 - 17:51

Olona 3 no maty, ny 1 piara miasa taloha, ny 1 piara miasa ary ny 1 fofombadin'lé piara miasa, samy novangiana daholo ny razana 3.
nohon'ny tonga tany am famangiana ilay fofombadin'lé piara miasa dia nisalasala hiditra fa toa hoe olonkafa ilay fahoriana hita teny antoerana satria nyjery faire-part dia olona manambady amanjanaka ny teo, hay kay maîtresse lé piara miasa fa tsy fofombady... loza be
saika tsy hiditra izahay hamangy fa wen be d natao ihany ty famangiana fa mody natao hoe namana fotsiny

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Sola
Date: 09 juillet 2015 - 16:25

Tany ampiangonana: Mandray fitenenana ny fianakaviana. Teo ampanomezana fara raikitra ho an' mopera sy ireo mpiservi,.... Tsy hita ilay valopy be dia be dia namorona amin'izay we manao zavatra moa mopera tsy mora ka dia mbola eo ireo fianakavina mbola mikenokenona Amin'ilay valopy hahahhaha ny iray fiangonana

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: mpianatra univ
Date: 26 août 2015 - 19:29

Mbola mpianatra tam-zany.
Namangy ny bandy akama iray izahay tao ampianarana fa maty ny dadany.
Nisy bandy pasitera toetra zay tao de izy no tapaka fa hitondra ny fitenenana.
Vao niditra ny trano anefa de efa hafahafa sady toa efa nivoraka razoky.
Zaho tery am-sisiny ny place-ko fa lerý teo anfovoany.
Nony nanomboka ny firesahana de nangovitr be lerý tonga de hita m'vibre be le belondrirana beige.
Teo d'efa nanomboka ny fimehezana.
Tonga teo am le hoe"varavarana ivoaha ny anareo" zay vi tena tantara fa tsy voatenin-lerý tsony le izy fa"varavarana' vaeavarana..."in4 nisesy no voteniny.
Tapaka daholo ny tdinainay mianakavy ary tsy maintsy nanohy tsy fudiny ny tena tam-zany.
Atai ahoana moa fa tsy maintdy misy fiatombohany ny zavadrehetra.
Fa na zany aza ha ha ha...

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: mpianatra univ
Date: 26 août 2015 - 19:36

Ny tena comle koa de nitohy ny tantara refa niasa.
Notantaraiko tao ampiasana io aventure io;tapaka daholo ny tsinainay tao.
Ny loza anefa fa nisy maty ny rahalahin'ny tao ampiasana de nde hamangy.
Fa vô tonga teo am le"varavarana de tonga de nivoaka ny sasany fatsy nahatana fimehezana.
Nga tsy loza fa gaga hatramin'ny mana-manjò.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: T2
Date: 07 septembre 2015 - 12:13

T@ mbola kely dia ilay mianatra fomba malagasy dia napetraka tamiko ilay fanontaniana hoe ahoana no fiteny rehef mamangy @ fahoriana?

Dia hoy aho namly tsotra hoe: "Tratry ny fahotiana tompoko".
Fa tonga de 0

Angamba ilay vangiana mety hamaly hoe "De samy ho tratry ny ho avy daholo e!"

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: gijaka
Date: 11 septembre 2015 - 14:41

TANJEMO KOUSS TY RAZOKY FA GIJAKA BE AN!

1) miditra ny jiolahimboto de manatrika ny manamanjo
jiolahimboto : kaiza kaiza daholo nareo é
manamanjo : ndreto zahay tompoko
JB : mamangy ny fahoriana namà zahay a
manamanjo : misaotra tompoko
JB : @ zao fahoriana m'dona @ fianakam's zao de tonga eto zahay zay tsy iza
akory fa bandy kely eto @ tanana ihany ka de mitondra ny teny fampiononana @
nareo. lery mo omaly mbola hilalao ringby taminay ka de gaga be zahay nahita
le paperasy misoratra ery fa mox lery.
zahay tsy be kafara fa @ le fomban le ancetre ze mbola tsy hita ze maha nofa
azy de tia zany mba misy rotsapa kely mba ho solondrambodamba ho an lery e
de solondranombary tsy masaka ho an velona.
satry ny hiara hi pépé fa mbola maro ny adidy ka de SUR DAOLééééééééé.
SIX ho an'i fianakam's
manamanjo : .....

2) Samy jiolahimboto no mifamangy
kaiza kaiza daholo nareo
- zao kobonazeo zao
- mamangy ny fahoziana namà z'hay a
- mersiiii !!!
- Zay moa zany, ny tary eto @ tanàna ihany, nahakobo an'lé fahoriana , tsy
tonga hanome lagy fa tena mba hoe hampionona e, arakareo tsara le fandehany
@ zao fahoriana m'dona @ fianakam's zao de tonga eto zahay ka de mitonja ny
teny fampiononana @ nareo. lery mo maly mbola nizouzy ringby taminay ka de
gaga be zahay nahita le ferapara misoratra ery fa mox razoky.K'atao ahoana
moa ry akama fa samy manana ny sanjilany ka dia lery klou no nipà voalou fa
samy mbola hikidaona any dôly e.
zahay tsy be kafara fa @ le fomban le ancetre ze mbola tsy hita ze maha nofa
azy de ity zany mba misy S kely mba ho kalin'ny velona sy ho katan'ny maty.
Mety ho kala sy clou no vraky ao fa zay no mba vita fa lé fo no mameno azy
eh. Dé mba ho lasan'izay ny gijagija réétsa.
- Mersi bôkou fa na kala sy clou aza ny ato dia fantatsa fa fanapozofonazeo
fa tena zevenazeo mitsy ny fianakams sy lery ka dé mbôla merci fôna eh.
- Ny sasany moa mbôla be kanja ka hikisaka kely fa misy ihany ny hi-stance
hiara-manala azy aminareo ihany
- Ye, de tena misôtsa an'lisany fa tena manana kôfboay akama kitoa, ary tena
tsy navelanareo horevenay seul le kôzy fa tena tonga nareo nitontona avy
any, sady zay indray tena miaraka @ le fandehany ka misôtsa betraka. Mba ho
revy milay njay no ifampikôziana @ manaraka. Ho an'ze tsy maintsy hidila de
bonne sens raha ho any France fa ze histance kosa de tsy quoi fa bobaka ny
kawatry. Zay fa sura àry e. Okay e

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: TAPAKA
Date: 09 juin 2016 - 16:31

Mdr......... nga tsisy tsony e????

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: ripaka
Date: 05 juillet 2016 - 16:34

tam zay nandeha namangy d tsisy olona nahay niteny, fahavaratra mo ny andro tamzan d tafo fanitso no trano misy anlé razana, d oe andao ref avy be ny orana vao amangy, raikitra ary avy be ny orana niditra zahay, tsy nisy nifandrenesana fa miaraba tompoko iany d orana mijinja ao tafotrano no heno, fa vita iany.faly fa nahavita adidy na dia tsy nisy nifandrenesana aza.zay ko moa ilay tanjona satria tsy nahay zahay tamzany

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: The Rock
Date: 13 juillet 2016 - 12:41

Somary mivaona kely satria famadihana ilay izy nefa mety tsy masosotra.

Efa vory lamina miandry ireo razana avoaka tsy kelikely daholo ny olona dia rehefa misy mivoaka dia misy RAR manonona ny anaran'ilay maty: i Tpklh na Tpkvavy Ranona iny, aiza daholo ny zanaka aman-jafiny, dia tonga mitsena sy mitrotro ny havany dia avy eo maka toerana, dia ohatra an'izay hatrany.

Fa ilay olona mitomany no mahavariana be satria toa ranomaso amboarina izany ilay izy, mody migogogogo be sy mikiakiaka be eo: "izao ve sisa ny niafaranao e!!!!" Ny sasany: "Nenitoa, nenitoa toa mbola tsy lo foana enao e!! Dia tena nilaozanao reh izahay eee! Efa roa izao ny zafikelinao ee!!"
Dia avy eo mangina ohatra ny tsy nisy inona

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: issah
Date: 20 juillet 2016 - 10:43

hahahaha! lanaka beuuuh!

nenah ndray le miandry faty tany fianara de misotro toaka fa nisy tavoangy iray zay nosoloina rano manara fa nampidina be le razoky de nisotro fa tsy nanan'aina izahay mpiakama fa olondehibe no voa nef le izy tokony tamnay iany fa le ol mimiiii!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: $ongomby
Date: 21 juillet 2016 - 08:38

T@ gazety indray ity no hitako: Handeha handevina dia ireny taxi-brousse reny no nitondra ny razana. Zaza moa ilay maty. Nony nade kelikely dia naheno feon-jaza mitomany. Najanona ny fiara dia norarahana toaka ny pneus fa sao hoe arahin-dolon'ilay zaza. Rehefa nandeha kelikely dia niverina indray ilay tomanin-jaza. Very hevitra ny iray fiara. Tsy laitra nampanginina ilay renin'ilay zaza. Rehefa nijanona kelikely nefa, niverina ihany ilay tomany. Teo vao nisy nahatsikaritra fa kay ny phone an'le sôfera no maneno dia feon-jaza mitomany no sonnerie an'lery. Niomehy daholo na ireo nitomany tsy laitra nampanginina aza. Niala tsiny mafy ilay sôfera dia novonoin'lery mihitsy le phone.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: UPUP
Date: 21 juillet 2016 - 17:54

$ongomby>>>>> Milay an! ....lol ..ptdr..

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: mandevina
Date: 21 juillet 2016 - 18:00

Izahay nandeha nandevina dia ilay corbillard ireny no nitondra ny razana, jerena fa tena mandeha mafy be mihintsy ilay chauffeur ( vazaha izy io). Nony tonga teny akaikin´ny toerana dia mila mivily miankavanana manaraka lalan-tany fa ilay corbillard nanohy nandeha mafy nanaraka ny arabe. Izy moa nandeha mafy be dia nisy elanelana kely teo @ ilay corbillard sy ny auto faharoa sady nisy virage koa ilay arabe , Ny olona rehetra nieritreritra fa efa lasa any aloha any ny razana. Tonga teo am-pasana handevina ny olona, jerena tsy eo ilay corbillard, izay vao samy nikoropaka nandeha nitady azy nefa ilay lalan-tany somary ratsiratsy. Tonga ihany ny razana ho asitrika afaka 30min.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Padrouga
Date: 21 juillet 2016 - 19:50

Tanatara tena nisy :
Taty am-pitan-dranomasina no nitranga ny famangiana.Lehilahy vaza no maty fa ny vinantolahiny gasy dia noho io vinantony io no namangiana. Vao teo an-tokotany dia efa nisy niteny hoe ataovy @ teny gasy fa tsy maninona. Mbola nisisika niteny frantsay ihany ty Ranamana iray :
- Mpamangy : Comment allez-vous ?
- Vangiana : on va bien
Dia efa nanomboka ny fihomehezana madinidinika tao aoriana
- Mpamangy : on va vous donner un petit cadeau
Nanomboka re ilay fihomehezana
- On va glisser tout doucement..
Tsy voatana intsony fa tena kakakaka be dia lasa nivoaka

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: ny ahy
Date: 25 juillet 2016 - 07:30

Tantara nisy tao ambohitrarahaba ,famadihana indray ilay izy.Mamo be ranamana ,lery mo zany ilay olona sady Tsy mandro no maimbo frome be ireny,nianjera lery ity de ilay tongony miaraka amin ny kiraro sy bakiraro maimbo iny tafiditra tao anaty ilay vilany feno lasopy haroso olona.De Tsy naka lagy ny mpandroso sakafo fa de narosony an olona ihany ilay lasopy.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: M i l a y
Date: 05 août 2016 - 21:48

gijaka : tena milay é ,tapaka aho raha mbola misy ohatr'ireny ra gijaka ,na mitovitoy @ ireny tena ao tsara ,misaotra é .

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Kalasoakely
Date: 03 février 2017 - 10:22

Tena ripaka a @lé tatara smiling bouncing smiley

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Revyhafa
Date: 03 février 2017 - 13:40

1)Tany Andriampamaky no niseho ny Tantara, Nindramina madama izay izaho dia ny zokiko dia ny cousin-ko izay mbola zandry kely teo @17ans teo, hiaraka handevina taminy. (toa hoe nenitoan'ny vadiny taloha ilay maty)

Talohan'ny hamonosana ilay razana dia nasaina nisakafo aloha izahay, ny nahagaga dia ilay cousin kely no nahazo latabatra voalohany sady tena nihinana na dia mody niafahafa aza izahay 3 mianadahy.

Vita fono ny Razana dia nivoaka teo an-tokontany, nandeha ny fotoam-pivavahana sy ny fisaorana, asa izay nanjo an'i cousin no voairaka haka ny couronne iray adino tao an-trano. Nivoaka avy any Lery nitondra couronne sady nitantana Bebe iray.

Vao tafapetraka ilay couronne sy ilay Bebe tonga dia nosintoniko ho any @fiara avy hatrany.

Ireo anefa dia olona tsy misy fantany na iray aza


2) Maty ny dadan'ny sipa mpiara-miasa, nisy bandy hafa service saika hiaraka hamangy fa somary taraiky nefa tsy mahay miteny

Nampianarina maimaika izy roalahy, ny an'ny iray Tablette ny iray nosoratana t@ tànana.

Nitantara @zay ilay novangina
Fa naninona izy roalahy no hafahafa be otran'iny?

Fa ahoana hoy izahay:

Ny iray mivavaka @ilay tablette otrireny mizesta hoe izy irery no manana ireny tablette ireny, ny iray milalao tànana, avy eo mitsatsaingoka tampoka, ny valopy tsy natolotra fa varina miaraka miteny dia mifampijery? sady tapaka ny tsinainy.Izy mitsamy mifampivindavinda
Kay rehefa kenda ilay tablette dia nitsatsaingoka i tànana ny valopy raha tsy efa ela tsy voatolotra

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Ralila
Date: 03 février 2017 - 15:25

Ty ndray tantara marina.
Maty le rafozan'ilay zokiko. Io rangahy io dia nanao nify volamena be dia be tamin'izany. Nisy niteny le vadiny hoe esory ireo nify volamena be dia be ireo. Le vadiny moa be sentiment. Dia ozy le ramatoa hoe : aza esorina ny nifim-badiko fa mampalahelo. Dia tsy nesorina.

Taty aoriana, nandevina tao amin'ilay fasana indray ny fianakaviana. Akory ny hatairana fa tsy hita ny lohan'ilay rangahy. Hihihi

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Balita Belouh
Date: 07 février 2017 - 14:28

Ty ndray resaka mamo lava io iany.
Nisy bain bandy akama zay maty tamin' ny 2003 tany,de ny tena moa zany reef vita ny famangiana de mba namonjy toerana nipetraka niaraka tamin' ny fianakams, NOny kely2 efa alinalina de nifandimby nandeha nisakafo ny olona, de farany tavela teo, za de le bandy akama de dadatoany mpamaly anakiray de le mamany.
Niditra avy any le bandy am tanana mpiandry vam amin' ny alina reny, fa hamangy koa hono ry lerony, izy efatra mitsam amin' io efa tena pilaka tateraka.
Niditra ry lerony de efa ho 5 minitra tsy aiko na natory nitsnagana na aona teo alohan razana.
Niteny amin' izay le ray:Akory aby ianareo tompoko.
De namaly moa zany zahay;indreto zahay tompoko.
M%bola notohizany iany:Inona ny vao2,
Izahay tsis nahateny fa efa saika iomeh ah, farany le maman' le bandy akama niteny oe tsisy.
Fa mbola oz le ray oe fa inona io sady notondroiny le razana.
Fa tena tsy tananay sy le bandy akamako maty dada tsony fa lasa zay mitsam nivoka tampoka nitsikanikany be tao an tokotany!

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: masay#score
Date: 07 février 2017 - 16:40

ilay nenitoanay maty tany atsimo ary nentina niakatra alevina eny Ilafy. Taxi-brousse avy any @ tanana no nitondra ilay razana, tanjombato, anosy, 67, ankorondrano, masay, analamahitsy no lalany. Tonga teo Ankoronadrano dia nivily mankany @ jumbo score sy galerie zoom ilay fiara nitondra razana fa noheveriny fa eo ilay fiviliana @ ranon'ny masay dia nanaraka koa ny fiara tao aorina. Avy eo vao niverina t@ lalana fivoahana.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: paix
Date: 08 février 2017 - 13:34

masay#score < mbola te hamangy farany ny jumbo score izany ilay nenitoanareo.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Ramah
Date: 28 avril 2017 - 09:25

Tamin'ilay fatin'ny nenitoanay zay zany tamin'ny Novembre 2016 teo dia misy efitra 2 ilay trano dia ilay razana natao tao @ ilay vao niditra . Dia ny zanany 1 zany mipetraka alavitra dia efa taraiky be vao tonga.
Tonga ary izy dia niditra nitsotsotsotso be nitomany avy any hoe ô ramama a fa nahoana re no dia nilaozanao zahay e patati patata teo sady @ fiteny betsileo miroky be efa elaela teo vao tonga saina hoe kay tsy eo ilay razana fa ao amin'ilay efitra 1 zay vao nangina dia nakao @ ilay eftitra misy ny razana dia niverina nigogogo be indray , nalemy ny fihoemehezana ny iray trano sady nivoaka moramora izy mbola namerina nigogogogo teo . hihihihi

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Alikakely
Date: 02 mai 2017 - 09:57

Nandeha namangy mpiara-miasa, maty ny rainy . Tonga teo amin'ilay tokotany ,efa betsaka ny mpamangy , milahatra . Tonga teo amin'ny anjaranay ary ny fidirana ao amin'ilay trano , fa nivovoha izay tsy izy ity coton de Tuléar , sady mirongatra tahaka ny inona eo amin'ilay lavarangana , nivoaka ny bôbôtany , fa tsy tana ny fihomehezana satria menamena be sady mipotsaka mihintsy, nijanona kely aloha ny mpitari-dalana satria tena tsy tafa ity . Fa izaho aloha dia tsy nahajery ilay manamanjo fa te hihomehy mafy aho satria , mbola nitifitra nipipi teo amin'ilay voninkazo teo an-davarangana ihany koa ilay alika alohan'ny nidiranay .

Fa nony vita ny famangiana dia nivoaka , nijanona ny rehetra niara- nitodika , mbola ao ihany ve lery ,io fa tsy mipotsaka intsony fa ny lelany sisa no natrangany , loza izany , alika mihintsy 'ty !!! fa mandrapahatonga teny amin'ny fiara tsisy resaka afa-tsy ilay toetran'ilay alika , sady fihomehezana .

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: tapaka
Date: 03 mai 2017 - 11:38

masay#score<<< tsy mahatan fihomehezana mamaky ilay "post"-nao

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Emma32
Date: 17 mai 2017 - 10:06

UP

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: sambo
Date: 17 mai 2017 - 13:22

Namangy fahoriana t@ mbola andron'ny PTT (postes et télecom Malagasy), mpiasan'ny postes maty dia hamangy ny mpiara-miasa, efa hiditra dia nisy fofona masiso, dia nisy iray niteny hoe:
misy mi-pety ny mpiasan'ny PTT zany,
fa saika tsy vita ny famangiana fa nivanivany daholo hatrao am-pamangiana manjo....

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: mandre
Date: 17 mai 2017 - 13:43

t@ faty rar iray, efa alina be mbola be mpamangy ihany, bdb koa ny fianakaviana d hoe aleo matory @ tsihy izay reraka, ao @ hefitra misy ny razana ihany io an.
Tonga ny groupe mafana-fo avy @ vinanto iray, marobe mihitsy dia nisisika hamangy daholo, ny trano @ io maizimaizina satria labozia no jiro. tafiditra ny 1/2 angamba dia hoe midira daholo hoy ilay nitarika, dia mihemotremora anatinatiny fa mbola malalaka ny trano, dia somary natositosika nihemotra ireo olona kanjo niara nianjera avokoa satria voafingan'ireo olona efa natory t@ tsihy tao aorianany, kikiaka zao ny voahitsaka sy voatsindry ireo mpatory, ny ambiny tsy nianjera sy ny tompo-manjo nikakakaka nihomehy daholo

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: Nenitoa mody torana
Date: 19 mai 2017 - 20:03

Misy nenitoa anay be comédie be izay. Rehefa misy fahoriana dia izy le manao migogogogo mitomany sy mody torana reny foana rehefa eny am-pasana.Izy misafidy mijoro eo anolonan'ny lehilahy costaud foana mba hoe voataty. Indray mande izay nanohy ny comédie fanaony izy, nefa le cousin anay somary jiolam-boto zay no tao aorinany, voa le nigogogo be izy dia nihisaka kely le cousin, iny le izy manao mianjera any aorina ho tatazana iny ts nisy nitaty fa poy toy izay ny nitsanganan'ilay nenitoa teo. Nihomehy ny olona

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: up
Date: 13 juin 2017 - 10:36

UP UP UP

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: pitsikilo
Date: 18 septembre 2017 - 12:04

Tantara vao haingana no niseho.
nandeha namangy anah mbandy akama zay piara miasa ka nifanilika oe iza no hiteny,ts nisy nety hiteny ka tapaka ny hevitra fa zay zokiny indrindra no aleo itondra ny fitenenana. Rehefa hamangy otran'reny mou ka oe hijanona iandry faty d fomba le makamaka feo kely, le misotrosotro io. Mamomamo ary vao nande nefa ny famangiana mbola tsy vita akoury,mou tsy sahy niteny kou rah tsy nahazoazo. d raikitra ary ny fitenenana ka tonga teo @ l fanolorana l vola @zay leiry no sady nitoditodika no niteny oe Efa vonona v le kotikota antsika r'zalah? fa tonga menatra tsy nisy sahy nitraka zay rehetra no tsy handry ze hivoahana,tany ivelany vao toramehy B daholo

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: kotikota
Date: 20 septembre 2017 - 14:51

Bandy akama maromaro teo an-tanana no nande namangy sady hoe avy dia hiandry faty.
Dia nalefa ny kôtikôta, dia valopy roa no natao, ny iray hamangiana dia ny iray zany revy eompiandrasam-paty.
Nandeny famangiana nizotra aradalana.
Fa efa aty ivelany am'zay hoe hanomboka ny revy, navoaka ny valopy ,..., kay le vola tokony hirevena nolasa tany amin'ny famangiana. Izay iny nobetsabetsaka.
Fa dia nisy le bandy tsy dia mivaky loha ireny no nitsaitsaika naka ilay izy tany.

Options: Répondre
Re: zavatra mampihomehy hitanareo t@ mandevina na miandry faty na mamangy
Par: ratsimandisa
Date: 15 janvier 2018 - 07:30

Miaraka am lehibe,ka izy no nandray fitenenana.Tampoka teo,naneno ny phone(adino ny namono azy)Minitra vitsy aoriana,niverina @ laoniny.Dia hoy ilay namangy:t'aiza ho aiza moa isika teo?"Namaly le namana iray somary dizina "tokony atolotra le saosy" Nihomehy hatr@ mana-manjo.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg