Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: PrécédentFirst...23456789101112
Page: 12 sur 12
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Emma32
Date: 04 juillet 2017 - 17:12

TenWords > Raha azoko tsara zany d tena tafavoaka tao za ve?
mampatahotra zany lait!!!!!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Ravaka***
Date: 05 juillet 2017 - 10:32

t@ afak'omaly alina d nanonofy parasy bdb za, tena feno ny vatako ary misy 1 tena ngezab.
Omaly halina indray d nanonofy fanday (le ngôza b fa hafa2 b ny pôziny) d sady feno ny vatako no feno koa ny manodidna ahy... Tena mari-koditra za mieritreritra azy...

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 juillet 2017 - 11:28

Ravaka*** >>> iray ihany ny hevitry ny nofinao, satria na ny parasy na ny fanday dia iray ihany ny vokatra aterany: Fanontaniana maro mipetraka ao an-tsainao ao, ary misy iray goavana izay tsy mbola mety ho voavalinao hatramin'izao...

(Aza ela mitady ny valiny fa miankina be dia be amin"izany ny " bien-etre "-nao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Ravaka***
Date: 17 juillet 2017 - 10:43

Merci beaucoup,
Izany hoe raha miala @ parasy izany za dia miditra @ fanday.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TsyAdika
Date: 18 juillet 2017 - 17:33

raha ny nofy no adika sy andefasana eritreritra hoe inn ary ny dikan'izany, efa naterina teny amin'ny asile de fou aho.
Fa izaho dia tena farak'izay mpanofy amin'lay hafa indrindra mintsy, ary mahavariana sy mahagaga an'ireo manodidina ahy mintsy rehefa mitantara aho hoe inn ary zany nofy zany, fa raha andefasana saina lavitra tena mahalasa adala tanteraka mintsy.
fa ny ahy moa ihomehezako lay nofy ary tena refa mitantara azy amin'ny olona aho dia tena miara-tapatsinay mintsy izahay.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 18 juillet 2017 - 17:43

TsyAdika >>> Marina ny anao smiling smiley

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Emma32
Date: 20 juillet 2017 - 10:28

Bjr,

Nanonofy alina hoe lasan'ny rano. eny am ranomasina manonja be d voasintona foana za, vagues avo be in-dimy fa za nefa sady tsy lena no tsy sempotra.

Inona ny dikan'zany?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: No
Date: 26 juillet 2017 - 14:37

Slm tenWork,
Nanonofy tadio nihodina mafy be aho alina, izaho amin io tao anaty fiara niaraka t@ famille vadiko, de avy eo nahatsapa aho fa sepotra ka nivoaka, de oatra nisy vehivavy nanao sexiii be avy de tsy tsaroako intsony ny tohiny.
Mety hoe nisy dikany ve sa mba nofy fotsiny ihany. mrci

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Njoun
Date: 26 juillet 2017 - 16:12

Nanonofy marina woua izaho tamin'ny antoandro teo hoe lanin'ny kivindro hono, inona no mety ho heviny?????

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 01 août 2017 - 15:22

Emma32 >>> ilay ranomasina nitondra anao dia fandresen-dahatra avy amin'ny Toriteny izay ho renao, ilay onja kosa dia sary maneho fiverenan'izany toriteny izany: eto izy in-dimy ho renao (tsy hoe toriteny iray no hiverina in-dimy fa toriteny dimy samihafa)
Voalazan'ny nofy nefa fa sady tsy lena ianao no tsy sempotra : io dia maneho fa tsy nanafotra anao izy (faharesen-dahatra)

Mirary soa Emma32

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 01 août 2017 - 15:33

No >>> Tsy dia mazava loatra ilay nofinao (mba hisian'ny precision) ka tokony haverinao tsara hoe: ilay tadio ve tazana alavitra/akaiky anareo, sa tena tanatin'ilay tadio mihitsy ianao (@ilay milaza fa sempotra mantsy)?

Misaotra anao mamerina azy sy ireo détails sendra tadidy ihany.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 01 août 2017 - 15:40

Njoun >>> Vague be ilay nofinao, amin'ny ankapobeny dia maneho sazy vokatry ny hadisoana izany kaikerin'ny biby izany

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: No
Date: 02 août 2017 - 08:36

Tenwords < An – an – an kan tsy tao anatin’ ilay tadio aho fa tao anaty fiara, dia hitako ilay tadio ary nisy tonga taty amiko izay no nahenoiko hoe sepotra aho.
Misaotra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Emma32
Date: 02 août 2017 - 10:11

Azafady TenWords fa tsy azoko tsara lay phrase-nao farany hoe " io dia maneho fa tsy nanafotra anao izy (faharesen-dahatra)" (inona ny dikan'izany "nanafotra"??)

D midika zavatra ratsy ve zany lay nofy?

tena azafady fa tsy azoko tsara , bonne journée merci encore.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: RITSI
Date: 04 août 2017 - 14:08

Salama,


Nanofy ny olotiko sady rainjanako za omaly alina dia itako izy niandry ahy ary napiaona
ahy t@ olona iray ,lehilahy izy io zay anoro anay roa omby haitanay soa zany
Misy zavatra alaina @ io omby io ono alaina dia oe amidinay roa dia ho lafonay @ arembe mintsy , avy eo zaho sy ny zanakay vavikely nirahany niandry azy tanaty trano ngezabe tsarabe
Dia nifakalaelo ono zahay roa ,izy tsy nahasaraka anay mianaka mintsy ary tsapako tena tibe anay tao anaty nofy

misaotra mialoha anao tenWords @ fanazavanao io nofiko io ,marihako fa tsy pivady zahay roa fa pifakatia

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 21 août 2017 - 18:56

Emma32 : tsy rendrika anatin'ilay ranomasina sy ny onjany no dikan'ilay hoe "hanafotra"... tsy ratsy ny hevitry ny nofinao fa mitaona anao sady dodona ny hinoanao izay lazain'ireo toriteny ireo

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: revirevy
Date: 23 août 2017 - 10:43

TenWord> Nofy ihany ity ana ty, fa ts nofy rhf matory akory. Mandrevirevy zany e.

Efa imbetsaka aho no mandrevirevy zay mba tiko ho tohin'ny fiainako, tena manana sary tena précis aho hatramin'ny détail rehetra. Tena tanteraka amze noheveriko azy daholo ireo revireviko ireo, amin'ny fotoana tsy ampoiziko mihintsy fa kosa amin'olonkafa akaiky ahy fa tsy amiko.

Misy fotoana, misy sary mandalo ao andohako, sary indray mipika fotsiny, fa avy ra eritreritro manohy aniny sary iny ho lasa otran scenario kely mintsy. Dia tsy afaka ao andohako mihintsy ilay scenario mandritra ny fotoana maharitra ary miampy kely foana ilay izy isakin mahatsiaro aho.

tsy aiko ra azonao ny tiko ho tenenina.

Ny tranganjavatra farany zao dia ity: efa manambady aho, vita soratra fotsiny fa tsy mbola vita mariage. Mandrevirevy ny mety ho mariage nay zany za. Tia Ambondrona be io Vadiko io ary ilay hiran'Ambondrona "Aza tsiny" iny tena nanamarika anay tamizahay mbola mpisipa. Zao amizay zany ilay revireviko: haka an'ny Ambondrona za rhf atao mariage zahay, ataoko surprise aminazy, tonga amizay ao am salle dia akako seza ny vadiko ary asaiko mipetraka eo apovotrano, saronako lamba ny masony ary teneniko izy oe aza sokafana mihintsy ra ts efa enonao mihira aho. Mandritra izay fotoana izay no tonga ao am salle Ambondrona, zareo mitendry fa izaho kosa ihira ilay hira oe "Aza tsiny", vao manomboka mihira aho no manala ilay lamba amin'ny masony ny vadiko ary tena gaga tateraka izy ahita an'ny Ambondrona.

Natao mariage ny zandrin'ny vadiko tamin'ny herinandro: tena io scenario ko am mariage ko io mihintsy no niseo tany fa fotsiny Jeneraly ny azy ny mpihira.

Mariako nefa fa tsy nisy olona na iray aza noresaako io revireviko io rehefa atao mariage aho.

Gina tanteraka aho, ka mba mitady fanazavana ra mba afaka manampy ahy ianao.

Tsy voalohany io, fa io no tena oe tadidiko be am atsipiriany sy oe tena nahavaky ny foko.

Misaotra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: RITSI
Date: 23 août 2017 - 17:25

Bsr,

Ary toa tsy noazavainao ny nofiko ry TenWords ?
Mba valio re topoko eeee

Merci

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 25 août 2017 - 10:52

RITSI >>> Mahandrasa kely aloha fa zava-dehibe no raketin'io nofinao io...

revirevy >>> ilay eritreritra fonosin'ny sainao dia faniriana lalina, hoy ny voasoratra hoe : tongava aminao araka izay irinao ( Attitude positive / Onde +++ miakatra ho amin'ny fahatanterahany ireo)

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nounous
Date: 26 août 2017 - 14:00

za ts mba manonofy raha ts stressé b na vizaka b na ofy ririnina, refa le stressé b io nefa a d nofy iray fona no mitranga h@ze nahatsiarovako saina : misy OLONA manenjika aho (miova foana : ndraindray otran'ny film combat avec basy, ndraindray otran'ny 1947 reny, d hafa foana) fa ny ikambanany d miafina aho ary mijoboka ao anaty rano (na madio na maloto= marécage ndraindray) d mihanona miadana b fa ts tratran'ny mpanenjika intsony = d tapitra ny nofy. farany teo anefa d refa nijiboka tao anaty rano (rano fotaka maoloto b) aho d nisy voay b nanenjika ahy tao d nivoka indray aho d lasa nitohy indray ny fanenjehana ela b. Marihiko eto fa olona ts mahay milomano mihitsy aho tompoko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: tsisy
Date: 27 août 2017 - 16:51

Tsisy heviny mikasika ny hoavinao na destin ny nofy rehetra afatsy hoe tena tsindrimandrin'Andriamanitra ataony manokana ho anao.

Fa fomba fandaminan'ny reseau de neurone ny information rehetra voaray hatr@taloha ka hatr@zao fotsiny ihany(na koa tsy voatery taloha be fa izay niseho vao haingana), resaka apprentissage sy reorganisation d'info izany no ataon'ny reseau de neurone @ilay atao hoe manofy dia mba somary stimulé zone maromaro ao anaty atidoha ao.

Ny nofy koa dia miseho sy voa-guidé raha somary mahare ireo organe de sens-nao, ohatra hoe misy fofona sakafo manitra be manodidina na feon-kira mandeha, na voakitikitika n sexe-nao, na voageja ny vatanao, na reraka be dia tsy tafahetsika,dia sady manao ny organisation d'info fanaony izy no ampiny film kely mifanaraka @ilay ren'ny organe de sens activé.

Fa raha tehanofy tsara sy mahafinaritra dia aza mitaintaina, manàna conscience tranquille, tsy manisy souci ny @izay efa lasa sy izay hoavy. Fa raha te hahita nofy faranze ratsy dia manaova be fanahiana be indrindra moa fa hoe tsisy finoana an'Andriamanitra mihitsy na koa hoe nenjehin'ny eritreritra fa nanao ratsy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: RITSI
Date: 28 août 2017 - 08:04

Salama TenWords,

Miasotra betsaka fa mba afaka azavainao mazavazava kokoa ve azafady ?

Merci!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 06 septembre 2017 - 13:06

Nounous >>> Efa io voalazanao io fa rehefa tena vizana sy stressé(e)ianao vao mba manonofy, efa voalazan'ny baiboly ihany koa fa vokatry ny havizanana ny nofy sasany ary amin'izay fotoana izay dia tsy misy heviny manokana ilay nofy.

RITSI >>> izao ary no hevitr'ilay nofinao e! ilay olon-tinao dia nanomezana sary ny Mpahary fotsiny ihany (na ianao aza manome fanamarihana fa mbola tsy mpîvady ianareo), ilay lehilahy voaresaka fa hampihaonina aminareo dia ny mpanelanelana antsika amin'ny Mpahary : Ny teniny izany (Kristy no fiantson'ny maro azy saingy ho ahy manokana dia raisiko hoe : Ny baiboly Izy mba tsy hifandroritana indray ny resaka "AnaraNY")
ilay omby hatreto dia araka izay lazain'ny testamenta taloha: fanatitra, ny zava-tsarobidy izay amin'ny fanatitra dia ny rany... (Tsy misy zava-dafo vidy tahaka ny famelan-keloka azo avy @izany rà alatsaka izany.
NasaiNY (ilay olon-tinao niandry tao amin'ny trano ngezabe tsara be ianao sy ny zanakao vavy (eto indray dia sary maneho fiangonana ity zanaka vavy ity, raha mbola kely ilay zaza dia mety ho fiangonana zandriny araka ny fiantsoan'ny maro azy)
ilay trano lehibe kosa indray dia sarin'ny fanjakàNY izay asehoNY anao mandra-pahavoarainao io zava-tsarobidy resahan'ilay teniNY etsy ambony io.

Marina tokoa fa tia anao ary tena tia anao ny Mpahary ka tsy hahasaraka anao mihitsy satria: Andriamanitry ny kamboty sy ny mpitondra tena Izy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: RITSI
Date: 06 septembre 2017 - 17:06

Salama,

Misaotra betsaka indrindra tompoko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 20 septembre 2017 - 14:13

Revirevy >>> io resahanao io dia onja miabo raha toa ka tsy miala ao an-tsainao mihitsy ka mitarika anao hino fa ho tanteraka ilay tranga saintsainina.

Ny zavatra inoana mantsy no tsy maintsy tanteraka araka ny voalazan'ny baiboly, na inona na inona : na ratsy (tahotra sy horohoro) na tsara (faniriana lalim-paka)

Anjaranao ny mitondra izany faniriana izany ho amin'ny fahatanterahany ka dia mirary soa ary é!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 octobre 2017 - 12:59

Tsisy >>> Tsara ny analyse sy ny fikarohana, mba aleo tohizanao 'ndray aloha ny fanazavana ireo film asehon'ny nofin'olona eto e! Sa hijanona @ilay hoe ts'isy heviny isika?

Izay olona matahotra ny hanonofy ratsy tsy hahalala ny ampitsony. (Aza manao voky loatra hono amin'ny sakafo hariva e!)

Saingy efa niteny moa ianao hoe : misy ny tsindrimandrin'Andriamanitra (tadidio fa isan'izany koa ny baiboly) , ka dia io no entintsika hazavaina heviNY eto... Mankasitraka smiling smiley

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 13 octobre 2017 - 16:58

slt ina kay dikan ty nofikoty ry TenWords : nanofy maty za de nalevina ony zay s cousinako le izy a niaramaty ony zay de nalevina deaveo za velona tao ampasana misy dikany manokana ve kay?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: L'IANA
Date: 13 octobre 2017 - 19:33

TenWords > misaotra anao am fanampiana e
Nanofy tortue lehibe anakiroa oa ny tenako, tena lehibe izy reo, Ary voafefy anaty rery hazo toy ny garage kely, hitako'ohatry ny'mihezaka ny hivôka ilay fefy ireo tortue ireo saingy ts antonona azy ny elanelan'ireo hazo fefy, inona le no mety ho heviny ?

Misaotra anao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 15 octobre 2017 - 23:01

Label >>> ilay hoe cousine dia sary anehoana mpiara-mivavaka, ianao moa 'zany dia ianao ihany no asehoNY, ilay hoe maty dia resaka faharesen-dahatra, finoana latsa-paka no azo ilazàna azy, ka ny fahavelomana ao aorian'ilay fahafatesana io dia fiainam-baovao (résurrection).

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 15 octobre 2017 - 23:17

L'IANA >>> Ny sary asehon'ny sokatra dia làlana hodiavina (projet raha izay no azo ilazàna azy), ny halehibeny araka ny fahitanao azy dia maneho ny maha-goavana azy, ny isan'izy ireo kosa dia manambara ny fotoam-panatanterahana azy, eto roa taona saingy misy ilay sakana dia ilay garazy kely vita @hazo (sary maneho fa misy fepetra tsy hahatanterahan'ilay tetik'asa mihitsy noho io habeny io, hatreo ihany no asehon'ilay nofinao.
Raha misy détails hafa tadidinao dé lazao eto ihany.maso

Options: Répondre
Su: Nanonofy nienjehin'ny bibilava d voakakitra teo @ tongotro
Par: andriniaina mergila
Date: 25 octobre 2017 - 12:27

Mba mila valiny

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 25 octobre 2017 - 17:20

andrianiaina mergila >>> tsy hitako ilay sujet-nao fa afaka averinao eto vé azafady.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: L'IANA
Date: 25 octobre 2017 - 20:14

Miarahaba
TenWords > misaotra e
Tadidiko otran'ny nisy papay maniry teo akaikin'ilay garage kely misy ireo sokatra
Mamerina fisaorana

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: quinté
Date: 26 octobre 2017 - 15:38

Ten Word

Miverimberina matetika amiko ity nofy ity ka mba hangatahako fanazavana aminao azafady:Manofy mandeha @ toeram-pivohana (wc) farak'izay maloto aho ka matetika de manitsaka ireny maloto ireny mihitsy satria tena tsy misy hodiavin'ny tongotra mihitsy.

Ny zavatra tsikaritro matetika dia ny ampitson'io aho de tsy maintsy misy olona mifamaly na mahatezitra ahy na any ampiasana izany na namana ety ivelany, inona kay no tena hevit'izany fa isaky ny manofy an'io d'efa miheritreritra sahady hoe iza indray no hifamaly amiko,mba mangataka fanazavana re azafady.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Blouwota
Date: 26 octobre 2017 - 15:46

quinté: zafady mamaly. izaho koa mpanao an'io nofy io. izaho indray tsy hoe mahitsaka maloto fa poritra dia mitady wc dia voretra be daholo ilay izy sady tsy mihidy tsara ny varavarana na avo be ilay fipetrahana na zavatra ohatran'izany fa voasakana foana aho dia tsy lasa izay tiana alefa. isaky ny manonofy an'io kosa aho anefa dia mandray vola avy eo. fa fotsiny tsy vola tampoka fa vola efa haiko hoe ho raisiko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 octobre 2017 - 08:58

Quinté >>> Ny sary asehon'ilay mandeha @toeram-pivoahana dia fifonana (fibebahana), izay no mahatonga an'ilay hoe : "...manitsaka ireny maloto ireny mihitsy aza..." satria tafaray @fahotàna (loto).
Ary dia rariny ny ampitson'io ianao raha tsy maintsy mifamaly aman'olona sy tezitra @hafa foana satria, voasoratra hoe : " ary rehefa voafafa (eto ilay fibebahana) ny trano, dia lasa ny fanahy (ratsy) ka mitety tany tsy misy rano, ...ary rehefa tafaverina avy any izy ka hitany efa voadio ny trano, dia lasa izy mitondra fanahy fito (pires) hafa ka miditra ao..." , io ilay ianao tezitra sy mifamaly @olona, raha azonao sary an-tsaina ny endrikao @io fotoana io, dia hahita an'i satana eo amin'ny fitaratra ianao.
Izay no hevitry ny nofinao ka anjaranao ny misaintsaina azy araka ny fitenin'ny Ntaolo hoe: "Voankazo an'ala, ny mamy atelemo fa ny mangidy kosa aloavy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 octobre 2017 - 09:03

Blouwota >>> alaivo avy @valin'io an'i Quinté io ny hevitry ny nofinao.
(Tsy mitovy ilay izy fa mifanohitra aza).

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: quinté
Date: 03 novembre 2017 - 13:54

TenWord

Misaotra betsaka ny @ fanazavana fa na izany aza misy zavatra tena tsy azoko dia ity izany:"io ilay ianao tezitra sy mifamaly @olona, raha azonao sary an-tsaina ny endrikao @io fotoana io, dia hahita an'i satana eo amin'ny fitaratra ianao", koa mba azoanao hampiana fanazavana kely ve azafady? de misaotra mialoha é!

Ny tiako hazavaina kely fontsiny dia izao, rehefa manofy an'io aho ny alina ka na dia efa mitandrin-tena sy mandefitra be oh ny ahoana aza dia misy olona tonga ho azy tsy ampoizinao akory mifamaly amianao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 novembre 2017 - 15:40

Quinté >>>Ny tiana ampitaina, mba tsy hiverenan'izay tranga izay (ilay tsy tianao hiseho io),dia ny hoe: rehefa tonga ilay nofy dia tokony mamerina mandini-tena ianao rehefa mifoha, mba hahafantaranao izay fahotàna vitanao ka tokony hifonana @Mpahary, ary angatahanao ny ran'ny Zanak''ondry (Kristy = Baiboly).
Rehefa mahita io rà latsaka io ianao avy @io tenin'Andriamanitra vakianao io, dia voaaro tsy isehoan' ilay "fanafintohinana" sns.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Emma32
Date: 10 novembre 2017 - 12:47

Bjr,

Nanonofy ndray alina ary hafahafa nampitahotra kely ilay izy.
Alina hono ny andro d zay sy ny vadiko nitokana trano ao akaikin'ny tranon'ny mamanay (trano nahalehibe ahy), d mamanay namangy anay tao d efa alina b d hoe andeha hody amzay izy, tokontany lavalava kely zay no manasaraka ilay trano anakiroa ireo.
Niteny tam vadiko ao hoe aleo izy jereko sao d misy maninomaninona eo mandrapaha tonga azy eny am varavarana tranony, d narahako avy lavitra izy.

Ny nahagaga d lasa mihalava ilay tokontany, mamanay tsy hitako tampoka teo fa d za irery sisa no tafajanona teo d nahita omby anaky 2 (miloko fotsy sy mainty), ireo omby ireo nijoro teo alohan'ny vavahady d za miha-manatona (otran'hoe vy voasinton'ny "aimant"), d nisy hazo b tampoka tety an-tanako (otran'ny lay hazo mpanjaka be an'ny tany reny ny pôziny fa tsy tadidiko na ireny na tsia), d tazomiko mafy ilay hazo no sady manatona ilay omby za d lasa manjavola ilay omby.

Noho ny avy eo ndray za nitsingevana d nahita biby hafahafa ndray tao ivelan'ny vavahady, d tao koa ilay omby sady lasa anaky 4 (ny anaky 2 vaovao tafiditra tao an-tokontany nisy anà). Tonga d réflexe nénà tazomiko tam tanana anaky 2 lay branche hazo no sady mijery an'ilay biby be dia be ireo za no miteny hoe "Amin'ny anaran'i Jesosy, mialà nareo", d naveriko foana zay sady miha-mafy za miteny anazy. D lasa ôtran'ny manatona ahy lay biby hafahafa be dia be moa za miha-manidina ihany, ampiako foana hoe "Amin'ny anaran'i Jesosy, mialà nareo!!!!"..

D tapaka ilay nofy fa za taitra b sady palpité b.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Rohy
Date: 16 novembre 2017 - 12:15

@TenWords>> za alina nonofy nikaka tam po zany oe narary kibo d nicaca bdb mitsy dia aveo nandeha nanary anlay izy d refa tonga teo amle tokony anariana azy dia lasa sachet njay tety antanako fa ts pô

ina dikan zany azfd?

Options: Répondre
Aller à la page: PrécédentFirst...23456789101112
Page: 12 sur 12


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg