Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Page: 1 sur 12
Ny hevitry ny nofy
Par: mahaliana
Date: 26 avril 2014 - 11:19

Miarahaba antsika rehetra. Izaho manokana tsy de minomino foana saingy misy ny trangan-jvtr sasany mampametram-panontaniana. Nisy fotoana ny tenako tsy salama ary tsy vita teto an-toerana ny fitsaboana ka tsy maintsy natao tany ivelany. Extreme ihany moa ilay aretiko tam'io fotoana io ary de maro ny olona no nilaza fa hafahafa izy io fa mety ho nataon'olona.

Volana maromaro taty aorina de tafaverina soamantsara teto antanindrazana ary de nitohy ny fahasalamana. andro vitsivitsy taorian'ny ahatongavako anefa de nisy fotoana aho nanofy ratsy be nandritry ny alina, noenjehina omby masika 1 matanjaka izahay mivady ary de nirifatra nitsoaka ka tsy azony fa ny zanakay farany no voasaringotr'ilay tady ny tendany ka de sahirana mafy aho nanala izany tady izany vao afako ilay izy, ilay zaza ko nijaly kenda sy sempotra vao afaka ilay izy.

Vao tsy ela indray nanofy noenjehina bibilava aho, ary biby lava maronify be ilay izy fa tsy mba sahala ny bibilava tsotra ireny, masika b ilay izy ary de na nidiko aza ny varavarana de tafisisika teo ambany anelanelan'ny varavarana ilay bibilava, nitsoaka aho ary tena reraky ny fitsoahana, nisy olona nilaza tamiko hoe: esory ny akanjonao fa fantany ny fofonao ka zay no ahitany anao foana, noesoriko hono ny akanjoko ary io tkou fa fanina ilay bibilava ary tsy nahatratra ahy.

Izay olona nitantarako ireo nofiko ireo de milaza daolo fa fambara loza ireo,Ary de lasa nahalasa saina ahy tkou ilay tranga.

Izaho manokana mba te ahafantatra ny mba eritreritrareo ny am'reo nofy ireo, juste mba oe fifampizarana na fiadian-kevitra.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: bonobos
Date: 26 avril 2014 - 12:16

Araky ny siantifika sy ireo olon-tsotra mpandalina ny nofy dia milaza toe-javatra 2 ny nofy : na ny hoavy (na ny anio) na ny lasa.

Ho ahy dia milaza ny lasanao ilay nofy (ianao rahateo avy narary ary mety mbola misy ny tsy tena fahatomom-banan'ny vatana tsara).

- noenjehin'ny bibilava ianao ary nanala akanjo nanaovanao vao tsy tsy nahita intsony izy (=> io ianao ilay nitsabo namela an'i Mcar ka nitsabo tena tany ivelany).

- noenjehin'ny omby masiaka ianareo ka ny zanakao voasaringotry ny tady, kenda sy sempotra ka ianao no nanala ilay tady (=> io ianao niady mafy tamin'ny aretina, tsy namela azy ho kamboty. Raha kamboty teo izy dia ho niady mafy sy sempotry ny fiainana).

Ireo aloha ny ahy no mba fanazavako azy tsotsotra.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: bonobos
Date: 26 avril 2014 - 12:19

Bref, ireo zavatra niainanao sy nampiahiahy anao fony ianao narary dia navadiky ny subconscience-nao ho nofy. Ny fiainanao lasa ihany ireo lasa nofy ireo, fa tsy ny fiainanao ho avy akory.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mahaliana
Date: 28 avril 2014 - 08:19

Tena mety ho zany marina tokoa e, misaotra indrindra fa nahavaly ny fanontaniako tokoa ny valinteninareo.Mankasitraka Tompoko o!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Bree
Date: 29 avril 2014 - 09:13

Raha ny fahafantarako azy indray sy ny niainako dia midika ho fisian'ny fanafody mahery ao an-tokantrano na an-tokotany ny fanofisana omby manenjika na bibilava.
Hiverimberina aminao foana ireo fa hiovaova ny fisehony.Mbola hanampy azy ao ihany koa ny voay...

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: zanjay
Date: 29 avril 2014 - 17:20

za njay isaky ny bevoka dia manofy trondro fona , dia zao za bevoka dia nanofy trondro za fa ny masony diamant be mits, dia ozy za oe sode ho lasa panakarena a? lol ... ts aiko aloha an !

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Tsy za rery
Date: 30 avril 2014 - 03:08

Zanjay> tsy za rery na enao rery angamba no manofy trondro refa bevoka fa betsaka ny vhv no manofy trondro refa bevoka (nena manofy manjono fona ah t@ bevoka ny zanako 3)

Mahalina> azonao jerena @ internet tapeo oe significations des rêves fa misy dictionnaire-na nofy ao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: bonobos
Date: 01 mai 2014 - 16:15

ny subconscience na ampara-hatoka dia manana andraikitra lehibe amin'ny nofy.

ilay zaza ao akibonareo, milomano ao anatin'ily "liquide amniotique" dia toy ny trondro ao anaty rano. Mihetsika, mikofoka, maneno, henonareo lalandava. Dia indro ingahy subconscience fa mikirakira tsy araky ny sainao akory ka mamadika izany ho nofy.

Manjono hoy ianao (mikaroka mamoaka trondro ao anaty rano izany) kanefa ilay fiterahana mamoaka ilay zaza no efa dinihin'ny sainao ka nataon'ingahy subconscience ho nofy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Hardy
Date: 02 mai 2014 - 10:51

Ny ahy indray dia io nofy enjehin'ny omby io dia hatr@ mbola kely nahatsiarovako tena ka hatr@ izao. Bibilava na voay na alika sns tsy misy, fa io omby io ary dia tratra foana za au moins 1e fois par semaine. T@ voalohany za nihevitra hoe noho ny hoe ny omby no biby atahorako indrindra eto ambonin'ny tany no mahatonga an'izay, fa au final otran'ny tsy dia izay loatra.

Ankoatr'izay dia manofy ny olona manodidina ahy foana aho hoe maty: dadako, mamako, zokiko, zanako, cousins, cousines. Tena traumatisée mintsy aho vao manofy an'izany ary miverimberina foana koa. Nefa ireo olona efa maty: dadabeako, bebeako, manako sns efa maty nofisiko ho velona foana. Tsy misy azoko mihintsy au final.

Sinon misy fotoana aho manaonao revingadra tsotsotra dia misy ny sasany tanteraka @ fotoana tsy ampoiziko, fa ny tena mahagaga ahy bdb ny vava nataoko teo @ fiainako fa tena hoe ny contraire_n'ireo no zavatra nitranga ary nahatonga ahy tsy hanao² vava intsony @ fiainana

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mahaliana
Date: 03 mai 2014 - 10:40

Slt ny namana rehetra,

oui, merci fa itako tam net tokoa ilay interpretation et singification des reves.
Zah ihany kou mitovitovy am'zany lazain'i Hardy zany. miverimberina matetika le enjehin'ny omby.

Le resaka oe misy fanafody milevina sns aloha, tsy hoe tsy inoako fa tena tsy asiko eritreritra tsotra zao lotra ny zvtr oh'zany. Tsy ferana mety misy zany satria ny zvtr hain'ny olona tsy hain'ny tena, saingy tsy tiko handairan'izany ny tenako ka de tsy eritreretina fotsiny.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: 'Zah Zany
Date: 08 mai 2014 - 09:46

Olona tsy dia mpanofy loatra kanefa rehefa mba manofy dia enjehan'ny omby masiaka foana sady tsy iray fa maromaro izy ireo ary tratrany foana aho matetika ary tena maratrany mihitsy fa tsy dia ninoako raha miteny ary ny olona hoe misy mamosavy hono fa ny nofy akoatr'io kosa dia matetika tanteraka ary miseho amiko amin'ny andro manaraka mety ho ny ampitso io na mety ho elaela ary tena miverina toy ireny film jerena ireny mihitsy mety toerana aleha io miaraka amin'izay zavatra atao any fa fony aho mbola kely dia tsy dia noraraiko ilay izy fa dinihiko samy irery fa taty aoriana dia nolazaiko tamin'ny reniko ary nolazainy ahy fa izy koa dia manao toy izany saingy ny mahasamihafa ny ahy sy ny azy dia ny azy matetika zavatra farak'izay mafy hiseho eo amin'ny fiainany no nofisiny (olona maty;zanany marary;...).

Options: Répondre
babo tamin'ny fitsikiny ary d ts nifankafoy
Par: rams
Date: 21 octobre 2014 - 15:37

raha sendra nifampijery izahay roa dia avy hatrany aho d babon'ilay fitsikiny ary toa tena ts afaka ao an-tsaiko mihitsy izany f'aona? ary dia nifanarakaraka teny foana fa tsy mbola misy na inona mihitsy satria samy efa samy manana ny olo-tiany ka sarotra be fa aleo hijanona ho mpinamana ts hifankafoy ary raha vao ts maheno ny feony aho ao anatin'ny 1 andro d ts mahazo aina mihitsy inona no hevitra ataoko ialana @ zany

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: raozigasy
Date: 22 octobre 2014 - 10:23

ny ahy indray dia tena tsy azoko mintsy fa misy olona efa tsy hitako elabe sady tsy mba noeritreretiko akory nefa azoko nofy tampoka @ alina, mahagaga mihintsy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: petaline
Date: 24 octobre 2014 - 07:50

za ry reto nanonofy nisy nandroba a inn mety ho dikany

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: rams
Date: 24 novembre 2014 - 21:16

Za ko mba manonofy foana de matetika saika misy ifandraisany @ zavamisy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Raody
Date: 08 décembre 2014 - 20:14

Za misy fotoana nanonofy nenjehin'ny omby masiaka, ny asako mpandendeha faritany tany Mada, ny reniko mpiandry, de misy manana fanomezam pahasoavana @ dikan'ny nofy ao amdry zareo, de tsy mety resy lahatra mitsy aho, noteneniny ny dikan'ilay nofy rehefa nolazainy t@le mpiandry, zaho koa moa mpanohatra azy foana (...). Nisy fotoana tena bloqué daholo ny zavatra nataoko: visa etc niampy tsy fahasalamana , de niantso le mpiara-mivavaka taminy aho en cachette. Niasa tamiko le mpivavaka: vao notsapainy aho de rakotra ody hono (hatoka, lohalika, tenda, fitafiana etc) ary de noroahina devoly: nioka2 nando, de le miolanolana reny etc. tsy fanahy iniana, tsy nino hoe zà normal be ty ve etc, de ny nahagaga de sitrana ary lasa OK le visa t@ zan reva nanao recours (tsy angano reo fa tena marina), de sendra ty sujet ty de nahatsiaro le dikan nofy notenin'ny mama t@ zan hoe "reva enjehin'ny omby na biby masika de misy olona manao fanafody". Fa be dia be ny notenenin'ilay RR mpiandry io ny dikan'ny nofy. De zay aloha no hitako de zaraiko, tsy hoteneniko le anarampiangonana satria tsy izany no mahavonjy. Fa mb vakio ane ny: JOBA 33: 14-18, fa tena miteny @ nofy tokoa Andriamanitra araka io teny io fa tsy fantatsika, tadidintsika le tantaran Jakoba le nofy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Faliko
Date: 20 janvier 2015 - 10:17

Maita io oe nenjehan'ny omby masika io za d natsiaro nofiko ko za tam fin 2011 nanonofy nenjehan 'ny omby masika de tena maita ny any ambanivohitranay mitsy d omby dadabeanay le iz de itako nazava tsara tao anaty nofy mits dadabenay f maty miaro ana am le omby masika de nijery teto am net za tam zay hevitry ny nofy fa nataotra b toko inona marina fa afka 1mois nisy zavatra nanjo ny dadanay ar tena blem b le izy def ataoko anatra fa ra vo manofy omby masika d hisy ra ao fa le fiarovan ny dadabeko ana zan midika o voavaha iany le blem misotra A/tra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: b
Date: 20 janvier 2015 - 12:53

Resaka nofy sy omby masiaka ihany ty

Tany @ taona 1994 tany no niseho ny tantara, mpianatra teny @ Université t@ zany, d fotoana niandrasana ny valin ny examen , nisahotakotaka ny tao @ campus fa hivaly afaka fotoana fohy ny examen , efa nivorovory ny mpinamana handeha hijery résultat ny examen. Nivaly tokoa ary, nisy ny afaka nisy ny tsy afaka. Teo ity ra namana anakiray vao nitantara izay nofiny alin'iny fa nanonofy noenjehin ny omby masiaka izy ka taminy dia fambara ratsy io nofy io fa anisan ny tsy afaka examen izy. Ny nampihomehy anefa dia azon'io ranamana io tao anaty nofy koa bandy mpiara mianatra anakiray hafa izay tsy afa-panadinana. Akory ny hatezeran'ito faharoa , hanky va ré !!
Hoy indrindra izy t@ zany sady nentikatzerana mafy : "izaho letsy aza ampidirin'elah @ nofin'elah, elah te hanofy henjehin'ny omby masiaka any , zao za miara-tsy afaka @ elah !!! (sady niaraka @ ompa vary raraka !!!hiihii)

Any ialahy isany Ra Koza sy Ra Fafah raha mahita an'ity

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Alakaosy
Date: 20 janvier 2015 - 14:09

Ny hevitry ny nofy oe enjehin'ny omby, kaikerin'ny alika na enjehin'ny alika, (toy izay koa ny bibilava) dia misy misompatra.
Raha toa ka nenjehiny ianao fa tsy tratrany, dia midika izay fa nisompatra anao ilay olona fa tsy nahavoa.
Raha toa kosa ka voahosin'ilay omby ianao, na voakaikitr'ilay alika na ilay bibilava, dia efa alohalika zany ny ranombary, efa nisy zavatra nataon'olona anao, na dia mbola tsy hitanao mivantana aza ny fiatraikany.
Raha toa ka ny faritry ny tratra ny kibo no voa, dia olona mikendry ny hahafaty anao mihintsy ilay olona.
Fambara ho anao ny anofisanao mialoha ny zavatra mety hanjo anao ilay nofinao.

Ny trondro, tsy voatery oe ianao tompon'anaka no manofy azy, fa ohatra koa oe miaraka @ olona 1 ianao, dia nanofy nisambotra trondro, na nahita trondro, ...dia ho bevoka ny iray aminareo.
Ny anay zafikelin'i bebeanay rehetra, dia nanofy trondro foana i bebeanay (ts nanao izany nefa hono izy t@ zanany rehetra). Vao manofy trondro ilay bebeanay (tsy voatery oe trondro velona, fa indraindray trondro be aroson'ny olona azy eo ambony vilia), dia tonga izy dia miteny oe misy bevoka ireo zafikeliko ireo. Ary tsy manaiky izy raha t sy mividy trondro be ho azy izay bevoka eo avy eo, mdr.

Betsaka ny hevitry ny nofy, izahay ao @ fianakaviana dia mpanofy daholo (misy nofy ririnina koa an, fa tsy oe inn daholo). I bebeanay dia tena havanana @ fandikana hevitry ny nofy, ary tsy mbola nisy diso ny nambarany), saingy efa tsy eto intsony mantsy izy izao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: cindee
Date: 24 janvier 2015 - 20:55

Bjr.za ko matetika manofy enjean omby matetika fa otran ts tratra fona.d manofy maita renirano b na milomano anaty rano b na piscine.d eo no mba tiko anotanina oan ze afak mamaly oe in n hevitry n rano ao anaty nofy.efa nanofy nokakerin alika ko a n tanako fona matetika no voakaitra fa tonga d mis zvtr miseo ex:misaraka@sipako a oatra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Iraka
Date: 12 février 2015 - 15:55

Bjr,za ndray taloha manonofy hoe latsaka anaty lavaka be na anaty rano b dia araky ny filazan'ny olona dia midika fahatahorana miatrika fitsapana na fanadinana hono izany. Amin'izao fotoana izao indray izaho dia manonofy manala devoly matetika ka tsy dia haiko loatra no tian'io nofy io ambara fa miandry ny fahitanareo azy.
Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 09 septembre 2015 - 17:27

Salama daholo, misy karazany roa ny nofy, misy nofy vokatry ny hasasArana fotsiny ihany ka tsy voatery hisy dikany, misy nofy avy @ mpahary ka mametraka fampitandremana na manambara ny zavatra ho avy aminao (indrindra rehefa miverimberina izay na hoe rehefa mifoha dia tsy tadidy kanefa tsaroana fa nisy nofy nofisina mihitsy alina)
Ny dikan'ny Nofy dia tsy misy mahalaza azy afatsy Izy tompon'ny hafatra ihany izay ampitondrainy ny iraka(messagers) manana ny Fanahiny ao anaty.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: kelybetratra
Date: 09 septembre 2015 - 20:25

Ny mahatonga ny nofy dia tsy miara matory ny vatana sy ny saina.Tokony hiaraka anefa ireo raha ny toromaso no resahina.Izay no mahatonga ny olona rehefa marary de manonofy ratsy satria miezaka matory ny sainy nefa ny vatany tsy tafa fa marary de otrany hoe mahita zavatra izany foana, indraindray aza midelira, miresaka @olona efa maty.toy izay koa ireny olona be eritreritra na miasa saina ireny , matetika izy ireny izay zavatra tao antiny eritreriny alohany hatory ihany no lasa nofiny de miha mihitatra @zavatra hafa.Tadidio rehefa reradreka iny ny vatanao ka mitsotsotra eo ambony fandriana ka rendremana kely fa otriny misy zavatra manaloka anao izay ary manonofy ianao na de tsy matory aza.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Degaga
Date: 10 septembre 2015 - 11:17

nena ndray de tena manonofy loza ara-boajanahary zany aho,ohatran'ny hoe rivo-doza sns na oe fin de temps de mahita olona bedebe mijalijaly oh oe maratra be na koa maty.de za zany miezaka manavotra ny ankohonako de ts aiko oe inona ny dikany fa de miandry an'reo zay nomen'Andriamanitra talenta amizany mba anome ny heviny azfdy indrindra! misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 10 septembre 2015 - 14:09

Degaga >>> im-piry ianao no nanonofy toy io? rah vao miverimberina io nofy io dia tsarovy fa hafatra ho anao ny dikany :Ny Mpahary no milaza izay zavatra ho avy aminao ary izy ihany no hilaza ny heviny fa izahay fitaovana eo an-tanany: Ny loza ara-boajanahary hitanao toy ny rivo-doza ary ianao aza mahita hoE fin des temps ilay izy dia efa sary mazava be saingy tsy ho vitanao ilay fanavotana (satria ny Lehilahy no lohan'ny ankohonany ka hitarika azy ho voavonjy na tsia : "Minoa an'i Kristy Tompo dia hovonjEna ianao sy ny ankohonanao...")
Eto ary dia mila mijery ny dingana ara-panahy efa nataonao na ny toeram-pinoana misy anao: moa vE ny fivavahanao ilay fanatitr'i Abela nankasitrahana sa ilay an'i Abela nolavina?
Mila mahazo antoka ianao fa ny lalana ara-panahy izoranao dia ilay "lala-masaka hatry ny ela sa ilay nisy nanova ka isan'ireo voafitaka koa(...mahita olona bedebe mijalijaly oh oe maratra be na koa maty.)
Izay ny hevitry ny nofinao ka anjaranao ny mandray ny hafatr'Ilay Ankehitriny sy Taloha ary Mandrakizay

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Degaga
Date: 10 septembre 2015 - 15:34

TenWords : efa mihoatra ny in-dray mandeha ah no nanofy an'zay.Marina tokoa ny teninao oe ny lehilahy no lohan'ny fianakaviana , izy hoy ianao no tokony ahavoavonjy na tsia,ianao ihany aza de efa mahavaly azy fa ny finoan'ny tsi1-1 no mahavoavonjy azy,ary tiako marihina fa za de kristianina ary mametraka an'i Jesosy Kristy ho Tompoko sy Mpamonjiko aho,tsy olona tonga lafatra akory fa mba mihezaka hatrany ny mba ho mendrika ilay Mpamonjy tia ahy, ary fantatro izay inoako. fa tsy aiko oe ina no tianao tenena @ le oe "lala-masaka sy lalana efa nisy nanova" Ny marina de ato amiko izy , ny lalany no ezahako hizorana sainga mahatsampa aha fa tena tsy mora tokoa nefa izy ihany no manampy ahy mba ho tafita.
ohatran somary nivoana kely le resaka fa hentiko manome fanazavana kely an'i TenWords fotsiny iny raha hafaka hanampy azy amin'ny talentany zay nomena azy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 11 septembre 2015 - 15:06

Degaga >>> Ny lala-masaka hatry ny ela dia ny Baiboly izay voasoratra fa tsy miova ny fandraisana azy /tsy miresaka anaram-piangonana izany na antokom-pivavahana fa raha voaarakao ny voasoratra (manomboka eo @didy sy lalAna ka mifarana @fitiavana ny hafa) dia ento ho @izany ny ankohonanao fa izay no niantsoan'ny Mpahary anao hitaona ny ankohonanao handeha @ilay Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana ekenao ho mpamonjy anao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 11 septembre 2015 - 15:32

mahaliana >>> Tena miala tsiny aminao tompon'ny sujet fa ny anao indray no tsy voavaly fa samy mitantAra eto daholo moa ny rehetra... izy ity ary efa t@ herintaona fa anjaranao ny manamarina eto raha sendra mbola miverina mijery moov ianao.(Mety mbola tsy tara loatra nefa)
Hafatra ho anao avy @Mpahary no hevitr'ilay nofy fa anjaranao ny mandray fanapahan-kevitra:
Izy ihany no manambara ny hevitry ny hafatra izay ampitondrainy anay.

Ilay nofinao tsy misy ifandraisany t@ ilay aretina nanjo anao fa saingy misy ifandraisany @asanao, hanana olana araka asa ianao ary hisy fiantraikany lehibe amin'ny fiainanareo izany... ilay omby sy bibilava dia milaza zavatra iray ihany satria ilay tady nisaringotra t@ zanakao dia olana iray tonga hatraty @asanao (endriky ny akanjo io raha ny fitenin'ny Mpahary no andraisantsika azy)... Hisy fahavoazana hanjo anao araka asa ka raha miala @asa izay iandraiketanao zao ianao dia ho afaka @izany tranga hiantraika @fiainam-bady aman-janakao izany...

Mba sitrakay ho anareo izay nilazAna ny hevitry ny nofy hijoro vavolombelona rehefa tonga ilay fotoana hanomezantsika voninahitra ilay Mpahary antsika.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mpandalo12
Date: 11 septembre 2015 - 16:55

salama daholo>> izahho koa efa hatramin'ny fahakeliko ka hatramin izao dia manofy otrany oe devant lavaka b san fin tsy verticalz fa eo anoloako eo dia izay fotsiny no hitako dia elab eo io dia taitra aho sao dia mba misy mety mahafantatra ny dikany fa tena very hevitra izaho nanoboka izaho 13 taona no nanofy an'io izao efa 2 anaka mbola misy an'io ihany fa d tsy haiko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 14 septembre 2015 - 14:52

mpandalo 12 >>> tsy misy heviny manokana loatra ny nofinao fa zavatra mitranga @fiainanao no manjary lasa nofinao ,io ilay lazaina hoE noho ny haben'ny "fisasarana" (mety fiasan-tsaina sy olana mitambesatra ) no mahatonga ny nofy, na izany aza hatr@ faha 13 taona kosa ve dia efa be problèmes sy miasa saina?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: GRACIA
Date: 14 septembre 2015 - 15:54

Nenà ndray ny nofisiko matetika dia rano: manonofy miampita rano b fôna za. Indraindray tena sahirana mikofokofoka irery ao, indraindray efa manitsaka vato ny tongotro, indraindray mbola anaty rano fa efa hita oe iry misy lalàna azoko ombàna; indraindray efa fotaka sisa no itsahako.
Fa ny zava-nitranga t@ko d nanonofy za il y a 1an oe niampita rano b, d nololohaviko ny lambako, d ny vadiko ery ampita ery mitaza-potsiny fa olon-kafa ts fantatro no nanampy ana niampita rano, d tafita soamantsar.
Rehefa nisy olàna za vao ts ela akory d izay vao fantatro ny dikan'io nofy io. Tena olon-kafa tokoa no nanampy ahy fa ilay vady malalako lasa nandao anay...
Izao vao haiko ny dikan nofiko: arakaraky ny rano ny fivoaran olana sedraiko...

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mpandalo12
Date: 15 septembre 2015 - 09:53

TenWords>>> ka io mihints no mamiasa ny saioko hoe vao 13 taona v d araka io fanonatanianao io za koa mantsy nieritreritre an izany hoe miasa saina v za fa io ny valiny hitako > Misaotra an se e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: tsunami
Date: 15 septembre 2015 - 12:41

Ny ahy ndray nofy matetika mpahazo ahy taloha, dia manofy vague be avo be ohatran'ireny tsunami ireny foana matetika, ohatra mipetrapetraka amorondrano (masina na mamy) dia misy onja be avo be tampoka mitady hanafotra, fa tsy ary tratrany ah, fa matetika tafafoha foana reefa mitady hilatsaka iny ilay onja avo be,

ny trangam-piainana reel niainako, tsy haiko na misy hidirany na tsia, fa in-2 zah izay no bevohoka fa tsy tody hatram'farany foana ireo grossesse 2 ireo,
dia taorian'ilay 2ème grossesse, telo taona lasa izay, tsy niverina intsony io nofy vague miendrika tsunami io.

sao misy mahalaza ny heviny ?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofykely
Date: 16 septembre 2015 - 17:35

misy dikany ihany ilay nofy ndraindrai nena zao tsy ze contraire lazain'ny olona no mitranga fa tena leiz mintsy avec les chiffres etc....

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 16 septembre 2015 - 17:44

tsunami >>> efa nanontaniako ilay nofinao fa tsy midika inona... ilay izy aza efa tsy miverina intsony... phasa de réaction probable avec la grossesse

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: sendranofy
Date: 11 octobre 2015 - 03:24

Za dia tsy tena hoe mpanonofy fa na izany aza misy nofiko izay mihatra amiko tsindraindray misy olona manenjika ary olona ohatra'ny mampatahotra be foana fa mitady hamono dia tena miantso vonjeo mafy mihintsy za ary taitra foana ny olona matory eo akaikiko dia mamoha dia iny izy mamoha iny no ohatran'ny hoe tratran'ilay olona aho. dia le nofy raha vo tsy tantaraiko @ iny za taitra iny de tsy taddidiko intsony ny fandehany.ary raha vao manonofy an'izay aho de misy zavatra ratsy mitranga eo @ fiainako na ny fiarahamonina misy ahy, misy olona manangana ho fahavalo, misy olana ny tontoloko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofiratsy
Date: 11 octobre 2015 - 03:41

zza koa dia nanonofy indray andro izay ary tena tsy nampoiziko mihintsy matory izahay mivady dia hitako t@ nofy fa misy zavatra ataon-dry zareo amiko de tonga za de niarina de niteniteny be mihintsy hoe fantatro anie ny zavatra ataonareo amiko io e! ary asa na fifandrifin-javatra fa tena tsy natory izy de ny tanany somary miakatra aty @ lohako taty, de mbola niteny taminy za oe maninona aty amiko aty izao ity tananao ity.de izy namaly oe za maninona fa manao an'izao fotsiny ny tanako, in-droa za no nanonofy an'io efa ho roa na telo taona angamba izay , fa taorian'io de tena mikorontana be mitsy ny tokatranoko niova ny vadiko, lasa manafina ny fandehan'ny vola rehetra,manampy ny havany izy de manafina , tena efa eo @ tsotsorimamba hisarahana izao ny tokatranonay.ka asa fa mahavariana nefa taloha nandry fehizay

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 octobre 2015 - 10:14

nofiratsy >>> tsy mazava tsara ilay lazainao hoe misy zavatra ataon-dry zareo... inona ilay zavatra ary iza ilay ry zareo?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 octobre 2015 - 10:21

nofiratsy >>> avereno hazavaina tsara hoE ilay nofinao fa mitady hisy resaka ody gasy ao ambadika fa ireny ihany no manakorontana ny fiainan'ny olona

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Taraavion
Date: 12 octobre 2015 - 14:36

Za ndray de manofy tara avion foana matetika, dia tsy hita ny valise ko d mihazakazaka be za vao Tonga eo @ aeroport, d tena reraka za manenjika ilay avion fa hoe efa tena hiainga ,za anefa mbola milahatra, ny valise ko mbola lanjaina..ouuf fa taitra foana za, ra tsy zay dia manofy manala bacc dia tsy msiy jhaiko na kely ary, indrindra ny mathematique d efa eo @ Examen voa tsaroako hoe za kay tsy mba nanatrika Cours mintsy ..reraka be za avy eo

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofiratsy
Date: 12 octobre 2015 - 15:08

Miarahaba finaritra!
izahay mivady tsy miady an! milamina tsara fa indray andro izay tsy tsaroako tsara fa angamba teo @ roa taona lasa izay , matory tsara de nanonofy za de tonga de niteny mafy be mihintsy oe fantatro nge ny zavatra ataonareo e! ary t@ io izy tena tsy natory tokoa fa mahatsiaro tena tsara de ny tanany somary miakatra aty @ lohako aty, de namaly izy oe za maninona fa niakatra taty fotsiny ny tanako, de nangina za sady natory indray...andro vitsivitsy taty aoriana de niverina nanonofy indray za tsy misy hafa na ny phrase-ko azy sy ilay zavatra tsapako tao anaty nofy ary de mbola tsy natory ihany izy, de oi izy oe za hono manonofy. de tsy niteny intsony za ary de tsy niverina intsony ny nofiko fa ireo indroa ireo ihany fa ny zavatra mitranga aty aoriana no mahalasa ny saiko , ny tiako lazaina @ le oe nareo dia hitako mazava mihintsy fa ny havany no manao ilay izy t@ izay de tena tsy haiko na ny antony mampanonofy ahy zavatra toy izany na ny hevitr'ilay nofy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: michou.
Date: 13 octobre 2015 - 09:42

Za nanofy namono olona efa vavy antitra d ny 1mbola tanora inona no mety hjo dikany ? ny marina aho nieritreritra be oe in ko ary no dikan zan nofy zan ny atoandro maty ny rafozambehako, vao t@sabotsy io an d mety mbola misy olona ho faty dray zan ve?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 octobre 2015 - 11:41

nofiratsy >>> Tsy dia mazava loatra ilay hanambarAnao ny nofinao, inona ilay hoe "zavatra ataonareo ahy..." mety misy resaka ody ao aminareo fa ireny no tsy mitondra filaminana amin'ny fiainan'ny ankohonana. raha mety dia averEno kely hazava tsara.

michou >>> azoko lazaina fa fifaandrifian-javatra ihany ilay nofinao, ho an'ny maro dia ireo olona tsy mifankahazo eo amin'ny fiaraha-monina no mifamono... (ho an'ny baiboly : na dia mankahAla fotsiny aza ianao dia mpamono olona no hilazany anao)
ka eto zao ianao sy ny rafozambe hoy ianao (zany hoE bebe'ny vadinao raha ny heviny), izahay tsy hiteny hoE ny rafozana no manaraka, na hoE ny zaobavy fa tsy izany no lazain'ny Mpahary, tsy dia misy heviny manokana tokony hiasAn'ny sainao loatra io nofinao io

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofiratsy
Date: 13 octobre 2015 - 13:30

bnjr!
za kosa aloha ts nahita hoe ody e! fa fantatro misy zavatra ataon-dry zareo fotsiny ary afenina ahy ilay izy, misy zavatra fotsiny ataon-dry zareo ary misy fiatraikany aty amiko izay no hitako

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 octobre 2015 - 14:17

ka ianao aza miteny fa misy fiantraikany aminao ilay zavatra (izay mbola tsy fantatra eto hoE inona).
Ny ody tsy voatery ho hitanao, mety milevina any anjoron-trano, anaty rindrina, any @tolana any ireny, raha ny tena marina dia zavatra tsy dia inona loatra saingy raha ny baiboly no milaza azy dia zavatra maloto (vovoka taolam-paty, ... ) izay tsy hahatafatoetra ny fiarovan'Andriamanitra eo @ilay toerana mihitsy, na ny vavaka asandratra aza tsy ho tafakatra fa ny zava-dratsy indray no sintonin'ilay ody: Malheurs et problèmes en tout genre,
Ho an'ny mpino nandray ny hosotra avy @Mpahary nefa tsy misy fiantraikany eo aminy ireny asan'ny maizina ireny, manasa anao handray ny fahasoavana

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofiratsy
Date: 13 octobre 2015 - 15:03

tsy nahita hoe ody illay izy tao @ nofy kah, fa nahatsapa fotsiny za hoe misy zavatra ary hitako niharatsy ny fifandraisanay de izay no nahatonga saina ahy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofiratsy
Date: 13 octobre 2015 - 15:10

tsy te hino aho hoe ody kanefa mampieritreritra ahy ny zavatra iainako @ izao fotoana izao.le nofy koa raha tsy voatantarako eo no ho eo de adiniko ka somary misy amphany tsy tsaroako tsara ao sady efa ela koa no tsy de norarahiako loatra fa io ianao milaza hoe mety ho zavatra hafa io vo manaitra ahy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 octobre 2015 - 15:59

Taraavion >>> Crise d’anxiété zany no betsaka amin'ny nofinao, hisy zava-dehibe ho avy amin'ny fiainanao ka mila manao fiomAnana ianao raha toa ka tE hahomby fa ireo seho hoE tsy tratra ny fiaramanidina sy ny hoe tsy misy hay na kely aza indrindra ny MathEmatique dia efa milaza fa tsy niomana ianao...

nofyratsy >>> ataovy izay hahatsapAnao fiadanam-po dia handositra hivoaka @ lalana fito eo alohanao ny fanahiana rehetra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofiratsy
Date: 13 octobre 2015 - 18:23

TenWords : misaotra t@ torohevitra rehetra, ary raha mbola misy torohevitra dia raisina an-tanan-droa

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 14 octobre 2015 - 10:47

" Kanefa misy fanao iray itenenan'Andriamanitra, Eny fanao roa aza, nefa tsy tandreman'ny olona izany, Dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin'ny alina, Raha sondrian-tory ny olona Ka renoka eo am-pandriana " Joba 33: 14-15

Tsy voatery ny nofy rehetra no misy hafatra avy amin'ny Mpahary fa rehefa miverimberina aminao ilay nofy no mila dinihana ny heviny.

Tsarovy koa fa rehefa tsy tadidy ny nofy raha vao mifoha ianao dia tsy maintsy hotanteraka izay voalazany

Options: Répondre
Page: 1 sur 12


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg