Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Page: 11 sur 12
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Leilah47
Date: 24 février 2017 - 15:08

Za ndray nandritra ny taona maro ( teo am 08 ans teo ho eo ) nanofy an 'ilay sipako taloha izay zay tena tiako nefa ts nivady zahay taty aoriana de tsy nifankahita intsony zahay nony nisaraka , de nanofy ts ankijanona anazy io za oe hifanena izahay de isaky ny tonga eo amin ilay fotona hifanenana de tsy hita ho azy eo izy, de tena nandraiky narary mihitsy za, tafahoana tampoka ihany anefa izahay taty aoriana de tena niresaka de lasa nifandray be , de teo vao nijanona ts nanofy anazy intsony za, ka ny fandraisako azy a, mety tena nipaka lalina tany amin ny subconscient ko ilay alaelo; de ilay olona koa anefa nilaza fa ts nitsahatra nieritreritra ana foana ( tsy hay aloa izy na tena nilaza ny marina ) de oatrany oe nisy telepathie izany teo aminay.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 février 2017 - 10:09

Salama daholo,

Fifaliana ho anay mpikambana ao amin'ny TenWords Madagascar,fa raha Sitrapon'ny Mpahary, dia manasa antsika mpisera eto amin'ity sehatra Moov ity, hihaona mivantana mandritry ny Seminera izay hotontosaina etsy amin'ny Alliance Française Andavamamba, hiresaka mahakasika ny fiandohàn'ny fiainan-janak'olombelona isika amin'ny tapany voalohany, ary amin'ny tapany faharoa kosa dia hisy ny fanomezana mivantana ireo hevitry ny nofy, sy ny mikasika izany.

" Ianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin'Andriamanitra ,fa amin'ny olon-kafa dia fanoharana no atao, mba hijery izy fa tsy hahita, ary haharé fa tsy hahafantatra." Lioka 8:10

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 février 2017 - 10:16

Ny fotoana ifanomezantsika dia ny Alahady 05 Martsa 2017 tontolo andro, manomboka amin'ny 9ora maraina, azontsika hatao ny mitondra ny loha-hevitra hafa tiantsika hovelabelarina, ankoatra io semineran'ny fanambadiana izay hanombohantsika ny fihaonana io.

" Mahazoa fahendréna, mahazoa fahalalàna , Fa aza hadinoana ny teny aloaky ny vavako " Ohabolana 4:5

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mpandalo12
Date: 28 février 2017 - 15:38

voaray Tenwords

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: dinavohary
Date: 02 mars 2017 - 11:34

TenWords>Miarahaba anao,mba mangataka ny dikan'ity nofy ity azafady.
1 volana alohan'ny ahafatesany ny reniko dia nilaza ahy ity révélation ity.T@ izy bevohoka ahy hono dia nandeha nentin'ireo zaobaviny 2 vavy handeha hamangy izany zaobaviny fahatelo izany izay efa nindaosin'ny fahafatesana,teny antendrombohitra iray avobe izany izy.Vao tety ambany dia tazandry zareo hoe iry ambony iry ilay olona,fa rehefa nanatona akaiky ry zareo d dragona ngezabe no niandry teo ary voakasik'izany hono ny kibony.Tsy nahatsiaro naharary aho hoy izy fa reny hoe voakasik'ilay dragona mafy ilay kibony izay nampikiakiaka azy ka nampitabataba azy hoe"ny zanako".
Ny olako dia izao:
-Vao haingana io zvt io no nontantarainy.
-Tsy fantatro na nandindona azy ny fotoana ahafatesany na nahita ny fiainako tsy dia mety loatra izy fa rehefa avy nitantara io zvt io izy d nino tanteraka fa noho io ny anton'ny tsy fahombiazako rehetra ka hiara-hiady hono izahay hitady hevitra hamahana an'io nefa indrisy fa lasa moa izy.
-Mahatsiaro ho miady irery aho izao ary lasa @ io foana ny saina aman'eritreritro hoe tena miankina @ io tokoa v ny fiainako.
-Miezaka aho manontany ny raiko fa ny navaliny d hoe nokobonin'ilay reniko tao foana hono io zvt io fa tena tsy nandry mandrapahafatiny hono ny sainy t@ momba an'io isaky ny mijery ahy izy.
Mba misy azon'ny Tenwords ambara v @ io tantarako io?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Ny ahy indray
Date: 02 mars 2017 - 16:11

TenWord/ Miarahaba anao amin'ny anaran'i Jesosy Tompo

Mba mangataka interprétation amin'ity nofiko ity azafady indrindra :

Somary efa niverimberina ihany ity nofiko ity. Tsy misesy isanandro akory fa mety hoe misy elanelany any amina iray volana ohatra na mihoatra. Manonofy mandeha eny ambony tafotrano izaho ary dia eo amoron'ny tevana efa matahotra ny ho latsaka eny amin'ny tany dia taitra tampoka amin'ny torimaso avy eo.Efa natetika nanonofy an'io aho ka mba lazao ahy ny heviny dia misaotra mialoha anao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 mars 2017 - 14:49

Dinavohary : Somary tsy nazava ilay tantarainao na nofy ('ny reninao) fony ianao tao an-kibo, na tena zava-nisy (au moins fahitàna)
Na izany na tsy izany dia maneho sary famatorana araka ny voalazanao ilay tranga; manatona mpanala faditra (tsy fomba malagasy fa fomba kristiana) hanapàhana izay zavatra rehetra mifandringodringotra any amin'ny tontolo tsy hita maso any (fiainan-tsy hita) satria toa karazana "fanoloran-jazarano" (mbola tsy teraka) avy amin'ireo "zao-bavy telo" (mpi-zao-bavy matetika tsy mifankahazo loatra).

Izay no toro-hevitra ho anao hatreto ,nefa afaka mihaona mivantana ihany raha tena ilaina.

Ny ahy indray : Tsy dia misy ambaran'ilay nofinao loatra fa ny effort physique ataonao dia mitarika fidinan'ny calcium, ataovy tsararatsara ny fanohanana ara-tsakafo rehefa tena tsaroana vizana loatra.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: examen
Date: 03 mars 2017 - 19:23

Manao ahoana tompoko,

Zaho zany manofy matetika be mihitsy hoe manala examen de tsy haiko mitsy le sujet, zaho efa tsy mpianatra intsony anefa, dia ao anaty nofiko ihany zao no mahatsiaro hoe zaha aza efa elabe no afaka Bac na Bepc na fanadinana hafa.

Nofiko matetika koa hoe miaraka amin'olona hafa, za nefa efa manambady dia ao anaty nofiko koa za no mahatsiaro hoe zaho ary efa manambady an'i XXX koa.


matetika koa zaho no manofy hoe misy rotaka, dia ankisava karampanondro de ny ahy anefa hadinoko, dia mitsoaka miafina ny polisy mpisava aho nefa izay alehako rehetra misy polisy daholo, fa hatrizao aloha tsy tratra, fa le misefosefo be mitsoaka iny no taitra foana.

Misaotra tompoko amin'ny valiny.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: yvesss
Date: 04 mars 2017 - 18:59

Salama harivariva tompoko,

Saika hanontany ny dikan'izao nofy zao azafady,nanonofy zah alina oe nandray lamba kely de nofafako ny ranjoko kay lamba feno loto ratsy be lay lamba dia taitra be zah fa lasa nangidihidy be ny ranjoko dia avy eo zah naka savony de nolomako lay izy mba tsy ihitatra dia nokobaniko zay vao afaka,de taitra zah ny maraina

Misaotra betsaka tompoko fa tena nanamarika be ahy lay nofy nony maraina nifoha ka nampiasa ny saiko,

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Ondry
Date: 06 mars 2017 - 08:00

TenWords/Nanofy aho hoe nanenjika ondry dia izay ondry tsara tarehy rehetra nalaiko avokoa, avy eo nony farany dia izaho indray no nenjehin'ireo ondry.

Gaga aho nony nifoha satria izay aho vao nanofy ondry sahala amin'izany
Mety misy afaka manazava ve ato amin'ny groupe?
Mba mangataka izay mahay azfady
Misaotra tompoko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 06 mars 2017 - 09:55

Manantitra ny fisaorana antsika rehetra tonga nanatrika ny seminera omaly alahady 05 Martsa tetsy @Alliance Française, betsaka ny fanontaniana tsy voavaly noho ny fahataperan'ny fotoana, ka ezahana harafitra avy amin'ny sasany tamin'izy ireny ny lohahevitra amin'ny fotoana manaraka, mba hanomezana fahafaham-po ny rehetra.
Mankasitraka ny rehetra dia samy hotahian'ilay Mpahary .

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 06 mars 2017 - 10:27

Ondry : Vakio ny bokin'i 1-Samoela 15

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 06 mars 2017 - 14:46

yvesss : Miandry kely fa tsy maintsy anontaniana ny tompon'ny hafatra ilay nofinao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: dinavohary
Date: 06 mars 2017 - 15:15

TenWords>Misaotra @'ilay valinteny.Nofy ilay izy ka,tsy voateniko tokoa.Na izany aza mba saika hanontany ihany hoe tsy maintsy hataoko v io zvt noteneninao io?
Ahoana ny atao raha t hihaona @ nao azafady?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: yvesss
Date: 06 mars 2017 - 15:42

TenWords>>nanonofy ndray zah ny ampitson'io nofy io de zao ndray lay izy,,tsy nisy nanalana na adino fa vao taitra zah de tadidiko tsara satria tena nanamarika sy nanaitra ahy ilay izy,

Nande teny @ arabe zah sy mpandeha vitsy2 vehivavy daolo de tampoka teo nisy zavatra nipoka be kay lay barrage teo alohako no nipoka ary indroa nipoka lay izy nanaitra ahy,,ohatra ny oe barrage no fandraisako azy nefa rindrina na tamboho no fahitako azy tao saingy @le izy misy rano dia ohatra ny oe barrage satria vao vaky dia ranobe mintsy no nitondraka tety @ arabe de ts afaka nandroso t@le lalana izahay satria nipoka be le izy de nitsambikina t@ arabe tondraka rano avy @lay barrage vaky de nilomano,,hay lay rao lalina be fa nahay nilomano ihany aho na dia ts mahay aza @ fiainana andavanandro,,nifampitazona daolo izahay nitsoraka tao nefa ts mifakahalala,,de tafita t@lay rao de nandeha nilamina dia avy eo nisy ankizivavy niantso oe aty ny lalana manivaka fa alavitra be any,,de nanaraka azy de tapitra lay nofy de taitra aho,,

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: yvesss
Date: 06 mars 2017 - 15:44

TenWords>> Izaho manoratra dia vehivavy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 07 mars 2017 - 10:39

yvesss : mifampitohy ilay nofinao roa: ilay voalohany misy lamba kely maloto nandoto ny ranjo dia sombim-panompoana (sacerdoce) diso tafiditra taminao, ilay nanasàna azy kosa dia fanazavàna ny tena marina mahakasika izany.

Mitohy eto amin'ilay nofy manaraka amin'izay ilay izy: ireo vehivavy vitsivitsy dia sary maneho fiangonana samihafa (diverses confessions), ilay barrage izay vaky kosa dia sary anehoana fa hisy fampianarana (doctrine) ho tonga ka nihainoanareo rehetra ireo, tsy nanafotra anareo (en particulier ianao) ilay rano (fampianarana) na dia tsy mahay milomano aza ianao amin'ny fiainana andavanandro, sary maneho fa voarainao tsara ilay fampianarana nohenoina ka resy lahatra taminy ianao (vakio ny tso-drano ao amin'ny Isaia 43:2).
Hisy vehivavy iray (fiangonana iray) no hitaona anareo avy eo ka hanoro ny làlana tokony halehanareo avy eo.

Izay ny hevitr'ireo nofinao, hotanteraka tsy ho ela izy raha ny fisehoany.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 07 mars 2017 - 10:48

Dinavoahary : Ka mitady fanafàhana ianao nefa misalasala ny hanapaka izay nampifandringondringotra tany aloha tany ve?
Misy compte facebook azonao ifandraisana tsara amin'ny fikambanana TenWords, io no mety tsotsotra kokoa.

Examen : Mila amboarina kely fotsiny ilay pessimisme hiainanao fa tsy mety handrosoana, miseho eo amin'ireo nofinao rehetra ilay tavela anaty subconscience.
Ny manonofy miray amin'olon-kafa (ho an'ny lehilahy dia frustration eo amin'ny problèmes relationnels 'nareo mivady, mila alamina kely io lafiny io)

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: dinavohary
Date: 07 mars 2017 - 11:27

TenWords>raha afaka omenao ilay facebook fa tsy maninona.Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: yvesss
Date: 07 mars 2017 - 12:01

TenWords>>misaotra sy mankasitraka fa mazava tsara ny valinteninao,

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 08 mars 2017 - 11:52

Dinavohary : io pseudo io ihany ny compte facebook, misy Jhwgives ny fanampiny.

Ho antsika liana indray mikasika ny hoe : Inona no tsiambaratelon'ilay voalazan'ny Mpamonjy teo amin'ny fiaraha-misakafo farany tamin'ny mpianaNY ny hoe : " Ilay homeko ny sombin-kanina lemako no izy..." Jaona 13:26

Fomba entinao mamantatra ny hiafarànao io, na ianao ilay na dia mpiara-dàlana amin'ny mpamonjy ihany kanefa "hamono tena fotsiny " no hiafaranao, na mba isan'ny fara-faharatsiny, nibebaka tahaka an'i Petera ka nanankinaNY ny fanalahidin'ny finoana.
Ny fotoana dia etsy amin'ny Alliance Française hatràny, manomboka amin'ny 9ora maraina, ny Alahady 19 Martsa 2017 raha sitrapon'Izy Ray;
Na manalasàla anao aza ny vavahady mihidy, dia manantona fa atoron'ny mpiambina vavahady anao ny toerana.
Hisy hatràny amin'ny tapany faharoa, ny filazàna ny Hevitry ny Nofy mivantana tahaka ny efa nahazàtra, hahafantàranao ny ampitso misiterin'ny fiainantsika, koa fifaliana hatràny ny mihaona amintsika mivantanakiss

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: yvesss
Date: 10 mars 2017 - 11:47

TenWords>>saika hanontany zah ra misy hifandraisany @le barrage vaky sy tondra-drano bdb le nofiko farany io ra tsy mahadiso,oatra irey mints mantsy la itako sad feno rano bdb,,
Tsoriko mantsy fa ra vao manonofy zavatra iray aho dia mitranga iny afaka fotoana fohy aoriana,,ohatra ra manonofy tarehin'olona tsy hitako efa elabe zah dia ny ampitso tonga mamangy lay olona nefa izaha tsy nifampiresaka,,ohatra ny efa betsaka no fifandrifianjavatra,,mba tiko ho fantatra ra mila liana bebe kokoa @ nofiko aho,,

Misaotra anao manazava n saiko,

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 mars 2017 - 12:00

Yvesss : Raha izany anie tokony ho hita tao anatin'ilay rano tondraka ianareo é! kanefa na izany aza, rehefa miseho mivantana aminao matetika ireo nofinao dia tsy ilaina prédication ilay izy fa miandry ny fisehoany fotsiny no hatao.
Na izany na tsy izany (Quoi qu'il en soit); aza dia miasa loha be loatra fa asio fahatokiana hatràny ny fiainana (Restez positive).

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: tiatia
Date: 14 mars 2017 - 14:54

inona no mba dikan ity nofiko ity ry tenwords:

miaraka amin mpiara-miasa amiko hono za de tamptampka teo misy lehilahy bdb manenjika anah (efa matetika mits za no manonofy lehilahy manenjika anah am nofiko), de reo namako reo ono tafatsoka daolo fa za niakatra teo ambony trano étage zani de efa saika tsy tafiakatra de tafiakatra ihany, de nandondona tao fa tsisy namoha, d'efa nataoatra be za oe tratran le oln manenjika reo de tonga teo amiko ono le olona de nisangisangiko de tsy nanin anah ndray.

misaotra betsaka mamaly

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 16 mars 2017 - 13:18

tiatia : Raha ny fahazoako ilay tantara dia vehivavy avokoa ireo mpiara-miasa aminao tafara-dàlana voaresaka eto, ny hevitry ny nofinao dia hisy tranga izay heverinao fa loza (eo amin'ny toeram-piasàna : ity no sary milaza nanehoana ireo mpiara-miasa aminao izay tsy voafaritra ny isany kanefa manomé ny fé-potoana hisehoan'ity tranga ity), ilay tranga voaresaka araka izany dia seho mandiso hevitra anao (genre de défi mampatahotra anao, un peu difficile à surmonter), saingy hanosika anao hisondrotra amin'ny lahàrana ambony eo amin'ilay asanao, toerana mitokana izay tsy iraisanao (birao) amin'olon-kafa ( io no sary asehon'ilay hoe nandondona tao fa tsy nisy namoha).
Ilay sary farany izay hoe: nisangisangy ilay olona kosa dia fandinihanao ilay problème sy ny mikasika azy, izay efa resinao (défi relevé) ka hahafàly anao tanteraka.
Izay no hevitry ny nofinao raha ireo voatantara ireo aloha

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 17 mars 2017 - 14:05

Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny rubrique Ny Hevitry ny Nofy, miala tsiny indrindra raha hitondra fanamarihana fohy mahakasika ny Seminerantsika ny Alahady 19 Martsa 2017, Noho ny tsy fahafahan'ny toerana handray ny Seminera amin'ity fotoana ity, dia hikisaka eny amin'ny Sekoly ambony ISSEG etsy Soanieràna izany, eo ampitan'ny Entreprise SARA & Cie, akaikin'ny Bâtiment KOBAMA, 9ora maraina ny fanombohana.

Ny Lohahevitra amin'ity dia nampitondraina ny hevi-baventy hoe : " Jodasy ve aho? "

Hisy hatràny ny fitondràna ireo hevitry ny nofy mivantana amin'ny tapany faharoa amin'ny Seminera.

Samy hahafantatra zava-baovao avokoa isika rehetra satria maimaim-poana ny fahalalàna ka eny mihaona kiss

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 21 mars 2017 - 17:19

Miarahaba antsika rehetra indray ary manantitra ny fisaorana antsika rehetra tonga nanatrika ny Seminera tetsy amin'ny Sekoly ambony ISSEG Soanieràna ny alahady lasa teo, miala tsiny amin'ireo izay mbola té hametraka fanontaniana, kanefa noho ny fahataperan'ny fotoana, dia tsy nahazo fahafaham-po.
Manome fotoana antsika amin'ny manaraka indray.

Raha Sitrapon'ny Mpahary dia any amin'ny Alahady 02 Aprily 2017 indray mifankahita é!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: tiatia
Date: 03 avril 2017 - 09:57

TenWords,

Ovina mbo misy ho anay aty am faritany?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 avril 2017 - 10:16

Tiatia >>> Avy aiza moa isika io? mila maharitra kely aloha fa be ny vokatra hoy ny voasoratra izay fa ny mpiasa no vitsy e! Na ny eto an-tanàna aza 'zao nahato kely fa namita iraka any ivelany indray ny mpiara-miasa

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mpandalo12
Date: 24 avril 2017 - 11:16

up kely

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: indrisy
Date: 24 avril 2017 - 11:39

Miarahaba antsika rehetra.
Hitako ho misy namana mba afaka mamaly aho ka mba saika hametraka fanontaniana.
Nisy sipa niaraka tamiko izay taloha ary efa nisarka izahay ary efa ho 5 taona izao izahay tsy niresaka intsony mihitsy.Tena mbola tiako anefa izy ary tamin'ny fotoana niarahanay farany dia mbola tena mamy nefa mo izay no nitranga satria noteren'ny zava misy.Izy efa nanmbady fa izaho kosa nijanona ho mpitovo hatreto ary dia manonofy azy io foana aho,miovaova be ilay nofy ary tena tahaka ny hiainana mihitsy ilay izy.Indraindray ary manatena aho rehefa mifoha hoe tena eo akaikiko izy,mampijaly mahasambatra ahy ilay nofy ka izay no tiko ho fantarina ho inona no mety mahatonga izany.
Merci

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 25 avril 2017 - 10:53

indrisy : TSy dia misy heviny loatra izay nofisinao ny aminy aloha hatreto satria lasa any aminy sy ilay fiarahana foana ny sainao, hany ka miraikitra ao amin'ny "subconscience" ilay fahatsiarovana, mipoitra amin'ny fotoana tsy ampoizina anaty nofy io fahatsiarovana io, refoulement no azo amehezana azy.

Amin'ny fotoana tsy maha-vizana loatra ny saina sy ny vatana no mahazo hafatra avy any ambony ny olona.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 juin 2017 - 12:33

Mirary antsika rehetra handingana ity volana fahaefatra @taona izay mifanandrify indrindra @nanomezana fahaleovan-tena ny nosintsika ity.
Ny tena faniriana dia mba ho samy hahaleo tena ara-panahy ny rehetra, mba tsy hararaotin'ireo mpijirika ara-baiboly.
Mirary soa indrindra kisskiss

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Benjaka
Date: 06 juin 2017 - 16:14

TenWords> Salama! Vao teraka vavy izahay. Nanofy ny vadiko t@ izahay mbola tany @ hopitaly. Nisy alika romotra mitady hihnana ilay zaza. Io alika io tsy dia lehibe nefa karazan'ireny loup garou ireny. Rehefa handrapaka ilay zaza ilay alika dia niadiany ka resiny. Mety misy heviny ve izany nofy izany. Tsy tena feno tsara ilay nofy fa io no tena tsaroako. Mirary soa indrindra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 10 juin 2017 - 18:01

Benjaka >>> Arahabaina ianareo nomen'ny Mpahary dimby sy fara ka maroroha taiza e!

ilay nofin'ny vadinao dia fifohazan'ny "instinct maternel" ihany fa tsy dia misy hoe zava-dehibe akory, tahaka ny hoe : ilay tsy manan-tsiny tonga eto amin'ity tontolon'ny tsy fandriam-pahalemana ity.

Na izany aza efa io nolazain'ny nofy io fa afaka miatrika tsara izay rehetra hiseho ilay vadinao ka haharesy na dia ilay fahavalo atahoran'ny rehetra aza.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Benjaka
Date: 12 juin 2017 - 09:23

Mankasitraka indrindra TenWords

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: subcontay
Date: 13 juin 2017 - 08:37

za ranga aleo ndray mino an'ireny nofy ireny toy zay zan subconsciencendoza zan, sam vady aby reo

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 14 juin 2017 - 16:33

Ngah ny finoana ovaovaina izany é! Ny tena finoana dia sady fahatokiana no misy faharetana hatramin'ny farany an'izay inoana.

Ny subconscience dia "science" nandinihana ny any anaty amparahatoky (memoires enfouies) ny olona any handrafitra izay fiaboana na fiibàna ironany.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Tiatia
Date: 16 juin 2017 - 11:53

TenWords>>> aty Toamasina no misy anay. miandrandra mafy ny fandalovanao aty e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 17 juin 2017 - 17:04

Tiatia >>> Tena vao avy nandalo tany aminareo mihitsy aho io tamin'iny tapa-bolana sy herinandro iny, jereo ny facebook fa misy ny publication rehetra mikasika ny déplacements ao. (Ezahantsika ny hihaonana na dia ny hanonona ny tso-drano ho an'ny Tokantrano sy ny ankohonana fotsiny aza amin'ny manaraka, dia efa zava-dehibe

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: kanotalahy
Date: 19 juin 2017 - 09:00

Bjr, ny vadiko bevoka, d alina hono izy nanofy anay oe nitaingina lakana namakivaky ny lac Anosy d mahita trondro bdb hono d variana mijery an ilay trodro zahay nefa ny lakana mihamilentsika ihany d taitra izy avy eo, inona kay no mety ho dikan'izany nofy izany azfdy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 20 juin 2017 - 14:53

Kanitalahy >>> Tsy afaka hanome ilay hevitry ny nofy, noho ilay vadinao bevohoka (misy olona roa mifangaro ao amin'ny tenany ka hisy fifangaroana ny nofy izay nofisiny...
Aorian'ny fahaterahana indray mihaona, dia mirary ny vahiny kely ho tonga soa é!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Tsilovy
Date: 20 juin 2017 - 15:02

Tenwords>> Izaho rehefa manofy bibilava dia misy olana lehibe miandry ahy foana. Indrindra moa ka manenjika ahy ilay izy. Efa nisy fotoana aho taloha be (mbola 24 taona tamin'izany) nanofy bibilava marobe manoloana ahy fa dia tena olana sy zava-doza foana no nanoloana ahy. Tsy dia nanofy bibilava intsony aho amin'izao fotoana ary efa ela ihany izay. Fa kosa misy toe-javatra mahavariana ahy indray ny nofiko amin'izao fotoana :

1) manofy ny renibeko efa maty ka tonga mamangy azy any an-tranony, manofy fianakaviana efa maty ! tato ho ato izay dia nisesisesy izay zavatra izay !

2) Misy ireo olona tsy mifankahazo hevitra sy fijery amiko fa tsy maneho izany mivantana saingy hita be amin'ny fihetsiny sy ny fiteniny ny ao am-pony. Manofy ireny olona ireny aho nefa saingy mifanohitra amin'izay ilay nofy. Tsara resaka ery ilay olona. Mifoha aho ny maraina, tsy izay ny réalité ka kivy aho.

Misy heviny ve ireo karaza-nofy 2 ireo Tenwords azafady ?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: kanotalahy
Date: 21 juin 2017 - 16:31

TenWords>>misaotra betsaka @ firariantsoa e, dommage fa tsy afaka nanome lay hevitr'ilay nofy enao, fa misaotra betsaka foana na izany aza e, mankasitraka

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Emma32
Date: 22 juin 2017 - 15:02

Bjr.

Indroa a zay manonofy hafahafa fa tam lay farany teo tena trop bizzare mihitsy satria "téléportée" za: tsy aiko ny manazava anazy fa tafavoaka ny trano za d mitsingevana otran'hoe misy force misintona miakatra zany (otran'hoe vy voasinton'ny aimant), d hitako ny tranonay sy ny manodidina. Mangatsiatsiaka b rehefa lay manidina hafahafa iny, sady lasa maivamaivana b tena tsara loatra.

D elaela kely eo d tafaverina ao anaty fandriana d otran'hoe mitontona b mianjera zany d taitra b avy eo tsy mahita tory tsony.

Tamin'ilay nofy voalohany ndray téléportée tany am toerana mbola tsy hitako mitsy fa tena tsara, foret madio be zay lay izy d calme be.

Fa tena otran'ny tena izy mihitsy rehefa miaina an'lay izy, manana sensation za hoe tsy matory satria manongo ny tenako za d maheno marary.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 28 juin 2017 - 10:48

Tsilovy >>> ilay nofinao voalohany izay misy renibe efa maty dia tsy feno loatra angamba ny fitantarànao azy, mety hoe nisy zavatra niseho hafa ankoatr'ilay famangiana azy (izay tena maneho izay zavatra hitranga) fa ny fisehoan'ilay maty anaty nofy dia repère-na fotoana fotsiny ihany : Eto ny renibe dia 3ème génération talohanao, izay midika fa afaka hateloana dia : .....

ilay nofy faharoa indray dia ho raisintsika amin'ity verset manaraka eto ity ny heviny:

" Lozanareo raha milaza soa anareo ny olona rehetra fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany sandoka " Luc_6:26

izany hoe : aza mijery ny fanasohasoana ataon'ny olona ety ivelany fa aleo aza mahatsapa avy hatràny ny fankahalàny mba ho azo ilay teny fikasàna hoe:

" Sambatra ianareo raha haratsiana noho ny anaran'i Kristy, fa ny fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra no mipetraka ao aminareo" I-Petera_4:14

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 28 juin 2017 - 10:51

Emma32 >>> Tsy nofy ilay resahanao fa fahitàna, izay no anton'ilay téléportation...

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Tsilovy
Date: 28 juin 2017 - 12:35

Misaotra anao Tenwords.
Anisan'ny liana amin'ny resaka métaphysique ny tena. Angamba efa miha-mitombo ny taona dia mangetaheta mafy mikasika ny tsy hita maso sy ny tsy azo tsapain-tanana.
Mamerina ny fisaorana anao hatrany !

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Emma32
Date: 28 juin 2017 - 12:41

TenWords > fahitana ahoana stp?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 juillet 2017 - 10:48

Emma32 >>> Ny nofy dia olona matory tsy mahatsiaro, ary izay asehon'ny sary no adikan'ny manana ny fanahy mandika ny hafatry ny Mpahary avy aminy.

Ny fahitàna kosa dia ianao mihitsy (tsy matory fa mety hoe rendremana) no entin'ny Fanahy sy/na anehoany zavatra iray izay tsy mila adika loatra amin'ny ankapobeny afa-tsy ilay hitan'i Petera (Biby rehetra nampidinina tamin'ny lamba fotsy lehibe)

Options: Répondre
Page: 11 sur 12


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg