Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Page: 13 sur 13
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 04 décembre 2017 - 17:48

mamelaheloka >>> Iza amin'ireo jesosy roa no antsoina fa samy mamaly ireo na ny tena Izy na ilay sandoka?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mamelaheloka
Date: 05 décembre 2017 - 12:20

<<<TenWord, Rehefa androaka devoly ny Mpiandry dia izao no lazainy: @ anaran' Jesosy Zanak'Andriamanitra velona avy any Nazareta, miala Satana, ary rehefa mivavaka indray ny Kristianina tsotra na ny Mpiandry aza, dia tonga dia Jesosy Tompo no antsoiny "Fa izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena (Joe. 3. 5). Romana 10:13, eto Devoly manakenda no atrehana, ary heveriko fa mety raha tonga dia anaran'Andriamanitra no antsoina "Jesosy o vonjeo aho", Eto @ forum no misy TenWord sandoka, fa raha Jesosy no antsoinao n'aiza n'aiza toerana misy anao, dia mahare Izy, raha miantso ilay Mpamonjy ianao eh, dia avy Izy hamonjy anao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 05 décembre 2017 - 21:00

mamelaheloka >>> Tsara anokafana lohahevitra hafa atsy amin'ny fàfana ilany ity resakao ity fa aleo ny mikasika ny nofy no tohizana eto.

Na izany aza dia tsara ny mitondra fanazavàna fa ilay Jesosy tena Izy no niteny fa " Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary tsy haharitra ny tanàna rehetra, na ny trano, izay miady an-trano. Matio 12:26

Afaka mamoaka ny ambany fahefàny @ miaramilany koa ny fanahy ratsy, izay fantatsika fa vetivety foana sisa ny androny fa tsy haharitra mandrakizay :

Ary raha Belzeboba no amoahako ny demonia, iza kosa no mba amoahan'ny zanakareo azy? Ary noho izany dia izy ihany no ho mpitsara anareo.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mamelaheloka
Date: 07 décembre 2017 - 11:13

TenWords<<< Fa ny mikasika ny nofy indrindra dia misy ao @ Baiboly manao hoe:
(fa finoana no andehanantsika, fa tsy fahitana); 2 Korintiana 5:7 KA ity hoe manontany ny hevitry ny nofy ity ny fahitako azy, dia toy ny hoe manontany any @ mpisikidy, sy ny mpanandro ihany, Tian'Andriamanitra hitoky aminy ihany ny olony, fa tsy mitady hoe mpandika nofy sns,....

Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny. Matio 24:24

Ary "ny oloko marina* dia ho velon'ny finoana;" Fa raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko (Hab. 2.3, 4). [* (ny marina)] Hebreo 10:38

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 09 décembre 2017 - 05:22

mamelaheloka >>>Fahitanano verset entinao miresaka nofy,zavatra roa samyhafa.
Raha mbafantatrao fa ny nofin'ny Mpanjaka no nentin'ny Mpahary nampahafantatra ny mosary izay ho tonga ka nampanantsoina an'i Josefa handika ny nofy sy hanavotra ny tany hatr@ tany Kanàna izay nisy ny rahalahany nampanantsoina an'i Josefa handika ny nofy, dia tsy niteny toy io ianao,saingy tsy misy miafina izay tsy hiseho ka dia hita ilay tenin'Andriamanitra resahanao tsy azonao akory fa ataonao tsianjery ihany.
Mba vakio ihany ny bokin'i Daniela sy ny Genesisy hahafantaranao fa miteny @Nofy ny Mpahary (Raha misy izay boky izay ny baibolinao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mamelaheloka
Date: 11 décembre 2017 - 08:48

TenWord<<< Tena marina tokoa fa miteny @ alalan'ny nofy Andriamanitra, ary ekeko izany, fa raha amin'izao andro ankehitriny izao izay nanomboka t@ andron'ny Apostoly, dia mazava ny hafatra ambaran'Andriamanitra @ alalan'ny nofy, Izy tompon'ny nofy ihany dia efa mahafantatra ny tian'Andriamanitra ambara, raha niteny t@ Apostoly Jesosy Tompo amin'ny alalan'ny nofy hoe mandehana mankary, dia mazava be ny hafatra voaray, na koa hoe aza makary ananona @ ny nofy, dia mazava eh, fa tsy misy miafina, fa ny tena zava-dehibe anie dia ny haneho an'Jesosy Tompo ihany eh, tian'Andriamanitra hiankina aminy ihany ny olony, izay ilay finoana, miankina, miantehitra, manao ny sitrapony, ary mahatoky an'Jesosy Tompo amin'ny zavatra rehetra, izay ilay hoe tsy mandeha @ fahitana fa @ finoana ihany,

"ao @ testamenta taloha ihany koa ary anie misy ilay mpanjaka nanao hoe: lazao amiko ny nofiko, dia ambarao amiko hoe inona no heviny. dia raha hiteny @nao aho hoe ambarao amiko ny nofiko halina dia lazao ny heviny dia hainao ve izany? "fa tsy izany intsony izao, Jesosy Tompo ihany no aseho, fa izao eh, na dia ny olomboafidy aza dia ho fitahina, ka aleo mailo ihany eh ! tsy kely lalana ny ratsy ! Ry Tsaaratsara izao milaza ny tenany ho izy no Mesia, dia marobe ny voafitaka ao anatin’izany, fa aleo mitandrina ihany eh!

Ampitiavana be!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 11 décembre 2017 - 19:21

Joba 33:14-15
Kanefa misy fanao iray itenenan'Andriamanitra, Eny, fanao roa aza, nefa tsy tandreman'ny olona izany. Dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin'ny alina, Raha sondrian-tory ny olona
Ka renoka eo am-pandriana.

Jaona 1:45
Filipo kosa nahita an'i Natanaela ka nanao taminy hoe: Efa hitanay Ilay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna, sy nosoratan'ny mpaminany, dia Jesosy, zanak'i Josefa, avy any Nazareta

Hebreo 13:8
Jesosy Krisy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.

Kolosiana 1:16
fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety ambonin'ny tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana [seza fiandrianana], na fanjakana, na fanapahana, na fahefana, Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany;

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: dia zao ve zany
Date: 22 décembre 2017 - 02:06

Dia zao ve izany ilay sitraky Jesosy, io zao ianareo samy tia baiboly sy mamaky ny soratra masina ihany, samy tia an i Jesosy Kristy ihany, fa mifanjinja sy mifanjana sy mifampidera taimby no iafarana, dia mifampitifititra @ teny avy atsy sy aroa nalaina avy tao ihany.



Mba mieritrereta zareo a!!!


Samy indray velesiko @ baiboly ny lohanareo raha hitako, dia ataoko torakely.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: safidy23
Date: 22 décembre 2017 - 15:33

bonjour,
salama daolo o! omaly alina za nanofy bibilava feno n tranoko sady mila mamatotra ahy le iz no mila manaikitra! tiako fantatra ny hevitry le nofy zareo fa n sasany milaza fa zavatra ratsy, n sasany mila fa vola hiditra .Sady mataotra mafy aho sao hisy zavatra hahazo ahy na ny fianakaviako
misaotra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 23 décembre 2017 - 00:47

Safidy23 >>> Aleo i mamelaheloka aloha no hamaly anao fa rehefa tsy ho ataony vé tsy ho hita eo ihany e!

dia izao vé zany >>> Na dia baiboly iray ihany aza no andraisana ny teny, dia misy ny mamerina fotsiny izay voasoratra nefa tsy mahafantatra akory ny antony nanoratana (contexte) azy, io no voasoratra hoe : "vehivavy roa mitoto VARY, ny iray raisina,ny iray avela".

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: dia izao vé zany
Date: 28 décembre 2017 - 08:51

dia ianao mieritreritra hoe ianao ilay voaray. Aza mirediredy.

Zay mihevitra ny tenany ho voaray no avela.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Chaxigo
Date: 02 janvier 2018 - 13:01

Salama daholo tompoko ary maniry ny soa ho anareo @zao taona vaovao izao!!

Izaho ref manofy dia MITENY foana!! inona no mety ho Antony??
Faharoa, manofy matetika aho ka toy izao, miaraka amina olona maro be mitsidika toerana avo izahay. Dia tampoka eo mirodana, na mihotsaka lay toerana ka izaho irery fona no sisa avotra... D matsiaro rereka be ref vita lay nofy!??

Misaotra sahady @ ireo valiteny!!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 02 janvier 2018 - 23:19

Ny voalohan-teny dia miarahaba ireo rehetra mankalaza ny volana faha-11 (Janoary) nahatratra ny taona gregoriana, tsy maninona fa mety foana ny firarian-tsoa @fotoana rehetra tiana hanomezana azy, hitombo fanambinana sy fahombiazana avokoa anie, ny rehetra.
Ny manaraka dia tsy hamaly fanakianana izay mandany ny fotoanantsika intsony isika fa aleo tohizana ny dia, comme on dit : "les ... mais la caravane passe".

Safidy23 >>> ilay bibilava nofisinao dia maneho sarin'olana izay mitarazoka, soa ianao fa niteny hoe : "mila hamatotra sy mila hanaikitra", izany hoe : tsy mbola namatotra na nanaikitra izy ireo, tsy mihàtra ilay olana fa mananontanina, ka mila fitandremana sy fahamailòna avy aminao @izay trangan-javatra miseho rehetra.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 02 janvier 2018 - 23:57

Chaxigo >>> ianao mafàna fo/ mafàna ra be (caractère primaire) no mahatonga ilay manonofy miteny, mila manana "Paix intérieure" ianao fa raha mitohy dia mety hatory am-pitsanganana /pandehànana mihitsy ny farany, milalaova musique (instruments à cordes no tsara ianarana : piano na guitare, violon...)
ilay nofinao kosa dia maneho fisandratana kanefa misy fidarabohana ao aoriana, fidarabohana izay tsy hampaninona anao, saingy ilay miara-misandratra (namana) kosa tsy hahazaka ilay échec, azo sorohana tsara izany noho ity farany (namanao, didy faha-10 : tiava ny namanao tahaka ny tenanao...), amin'ny fametràhana/fanankinana ilay projet @Mpahary, mba ho lavorary (ts'isy échec) izay kasain-katao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Chaxigo
Date: 03 janvier 2018 - 07:16

TenWords> zah tena mankafy mozika indrindra lay atao hoe klassika!! efa naniry hianatra mitsy fa hatreto lazain'ireo mpampianatra fa efa lehibe loatra hono ny taonako (31 taona).
Ny namako tena ampiko tokoa, fa ilay manankina ny zvtr atao @ Mpahary no tsy fanaoko mihitsy (tsoriko avy hatrany) nefa tena tsara rah manao izany rah ny voalazanao!!

Mankasitraka anao!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 11 janvier 2018 - 13:30

Chaxigo >>> Manàna finoana sy finiavana hanatanteraka fa ny premier pas ataonao no andrasan'ny Mpahary, hanatanterahaNY ny anjaraNY (Promesses d'Alliance)

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: teny gasy
Date: 19 janvier 2018 - 15:49

Miteny @ nofy, miteny @ hafatra , boky 1000 pejy mehery, fa Atra inona ary ity tsy mety miteny mivantana ity eh, sao dia mba angano kosa hoa ity lazain ny vazaha ity, ny Atry ny malagasy mantsy toa tsotra ihany

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: teny gasy
Date: 19 janvier 2018 - 15:53

la caravanne passe marina, tohizo BISHOP PASTERA APOSTOLY EXPERT Ten WORD a, za maka anao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Larry
Date: 23 janvier 2018 - 20:20

Slt.
misy nofy ten miverimberina maatetika ary dia tadidiko @ antsipirihany avokoa. Efa atr@ mbola kely aho no nanofy manala devoly na miady @ devoly. Fa farny teo no tena nampitahotra ahy satria niady mpaharaina ny andro hono izahay ary nisy olona tsy fantatro nanampy ahy. Ary rehefa resinay ilay fanahy noho ny maraina dia nanotanianay ka nilaza lay izy hoe losifera. Mba mila fanazavana tompoko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mamelaheloka
Date: 26 janvier 2018 - 07:30

Larry<<< Mazava be ny nofinao fa tsy mila an TenWords handika ny nofinao, voaantso ho Mpiandry ianao izany, mila manolo-tena hanompo an-Andriamanitra ianao, Ny hitory an Jesosy Kristy no tena tanjona, ny fandroahana ny demony asa famantarana ihany, ary mila miankina tanteraka @ Jesosy Tompo, fa hoy ny teny hoe: raha misaraka amiko ianareo dia tsy mahay mahefa na inona na inona!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 26 janvier 2018 - 11:18

Teny gasy >>> Isika indraindray afaka mamaky na boky mihoatra ny 2000 pejy aza (Mpianatra manao fikarohana, Roman mitambatambatra, ...)
Fa izay zanak'ilay Voasoratra anatin'io boky io ihany no liana amin'izay lazaiNY ao é! Ny tsy zanaNY aza mba mamaky fa noho ny antony hanolànany izay voalaza fotsiny no manery azy hanao izany.
Safidy malalaka tsy teréna é!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 26 janvier 2018 - 11:32

Larry >>> "olona tsy fantatro nanampy ahy" : Fantaro ny Volamena sy ny hosoka, ny marina sy ny diso.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mameno
Date: 13 février 2018 - 10:29

Salama jiaby za de manofy ejehan 'omby fona na miady amin'voay be de ny mahagaga fa tsy mahazo ana mintsy ireo nefa de tena matetitekika mintsy d manofy toy izany fona aho fa ra araka ireo voalazan nofy de tena misy hisopatra zany fa nohon, fitahin,Andriamanitra de tsy mahavo ilay te hisopatra ahy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: tena te hahalala
Date: 15 février 2018 - 10:58

Miarahaba. vehivavy no manoratra. zaho dia nanofy nanarato y a 2 semaines.vevavy 4 zahay no niaraka: zaho sy ny rafozako sy ny rahavaviny ary zaobaviko 1 -izay marihiko fa efa bevoka io zaobaviko io amzao. zah moa otran hoe miaraka amzareo ftsn fa mamanay no tena mitana anlay haratto.. tamty herinandro ity ndray nanofy trondro iany aho saingy tsy nanarato fa nikarakara saingy hafa2 satria toa alefa anaty rano mangotraka toy ny akoho no fanaovana azy, trondro b anakiray le izy. misy tantineko nitantara tamiko hoe nanofy trondro koa izy d hoe zah no bevoka no tao antsainy voalohany. d ny vadiko koa nanofy mitovy2 amlay nofiko voalohany, fianakavianay maro2 miaraka mandeha manarato d zahay mitazana ary nahazo b. zaho anefa ts bevoka amizao.ka ny saika hanontaniako hoe misy ifandraisany tokoa v ny fanofisana trondro sy ny fitondrana vohoka.. misaotra naharitra namaky d miala tsiny fa somary lava2. mirary soa

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nmiora
Date: 17 février 2018 - 11:18

Par :nmiora

Nisy fotoana aho nanonofy ny nenitoako efa maty izay.
Toa eo amin'ny tetezana be iray izaho sy ny vadiko ary ilay nenitoako efa maty tsy mba mitsiky toa ny olona maty rehetra izy fa otran'ny oe misy zavatra maha variana be azy izany eo amin'ilay tetezana.
Inona no mety ho hévitr'ilay nofy?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: vinantou1
Date: 19 février 2018 - 07:59

Manahona e!

Izaho dia tsy mba mieriteritra nofy izany , fa saingy naha lasa saina ihany nony farany ,di amba mangataka ny mety ho dikany : vao 1 volana angamba izay za nanofy hoe may ny tranon'ilay rafozam-baviko , dia izy taty ivelany fa tsy may tao , dia vao herinandro indray zay , dia nanofy za hoe ho ao aminy , dia feno lalitra ny tranony , tena mahatsiravina be mihitsy , dia niteny taminy za hoe manina no tsy roasina ireto lalitra ireto , dia niteny izy hoe efa noroasiko ireo fa tsy mety , dia jereko ny rindrina bobongolo be izany sady ohatran 'ny hoe efa hirodana izany mihitsy , dia ny nahagaga ahy koa dia nisy lay teo ampandriana tena feno lalitra be , nefa ary izy tsy mampiasa lay akory , misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: jeromabe
Date: 20 février 2018 - 16:45

slt TenWords saika anotany anty nofiko ty za azafady e. Nanonofy nisabotra trondro tao anti rano za de sasany ony velona be doly de sasan maty misy heviny manokana ve sa arak tenin ntaolo oe refa manofy trondro de bevoka azafady .

Options: Répondre
Page: 13 sur 13


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg