Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Page: 6 sur 13
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 07 avril 2016 - 15:32

Kala_Ketaka >>> Ny Hevitry ny nofinao voalohany dia resaka fanenjehana ara-pitsaràna, ireo no asehon'ireo bibilava maromaro manenjika kanefa ianao ni-tenir tête (sahy niatrika izany olana nisy teo aminao izany) ka naharesy (tsy nahakasika anao izany) , endrika passé no nitantaràko ilay nofinao fa zavatra ho avy no ambaran'ny nofy.

ilay faharoa dia tsy nofy mila hadika fa fahitàna na tsindrimandry...

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: kala_ketaka
Date: 08 avril 2016 - 15:01

Mankasitraka indrindra TenWords.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: zakou
Date: 08 avril 2016 - 22:53

ary iza kay ny ef nanana le sensation otrany oe paralyse tsy afk mietsika ts afka miteny nefa mahatsiaro oe tsy manofy fa conscient,inona kai dikani reni??tsy aiko f tena mapataoatr be ilay izi otrn oe kenda,sepotra zany

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: amouramour
Date: 10 avril 2016 - 16:47

Za indray ry TENWORDS matetika manonofy ohatr' izao asa mba inona ny antony :misy olona tiako be zany hono mamihina mafy ana dia tena mapiseho fitiavana be tsy msiy ohatr zany dia ny mahagaga lehilahy izy io indraindray, dia indraindray tsy hitako ny terehiny... ary dia tena henoko sereine mihintsy za rehefa manofy an io..satriko hitohy ilay nofy sambatra be miihntsy za..asa inona ny mety antony..za aloa manambady manajanaka roa mirahavavy fa dia tena zendana manofy matetika ohatran io..merci

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 11 avril 2016 - 13:58

slt, nanofy za alina ry TenWords oe nade taxibe de niodina fiolanana le izy de lasa tao anaty le hatsana be ony zay mis dikan ve zany fa za niatso mafy be o Jesosy o ay za ty tena miten mafy be de taitra vadiko oe mis ina aveo za tsy nator tsony.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 avril 2016 - 12:05

zakou >>> raha tsy misy fanahy ratsy mihaodihaody any ambadika any (mpamosavy) dia ny fahasalamanao no misy tsy ao kely, mihinàna magnésium fa matetika ny taha ilain'ny vatana @io singa io no tsy ampy, jereo ihany koa ny glycémie na ny tension sao latsaka ambanin'ny antonony

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 avril 2016 - 12:33

amouramour >>> Dieu est un Dieu de Paix, quand cette sensation (songe) te revient, prends ta bible en disant " Parles Seigneur car ton serviteur t’écoute "...La première chapitre que tu ouvres à l’inopinée te serait destinée.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 avril 2016 - 13:02

label >>> marina 'zany nofinao 'zany tsy 15segondra rah misy dia misy? tena mba asio haingony izay tsaroanao aloha e!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: MimieNemo
Date: 12 avril 2016 - 13:46

Ny fanontaniako dia inona no mahatonga ny olona manao rêve prémonitoire (ilay tsy mila interprétation) ?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nikantoh
Date: 12 avril 2016 - 14:20

Salama e, nanofy mitondra fiara amin'ny toerana iray zay aho, tsy haiko hoe aiza io toerana io fa in-3 aho no nanofy azy tamin'ny taona lasa ary isaky ny mahita io toerana io zaho amin'ny nofiko dia falibe foana hoe tonga eto ndray zaho. Tsy norarahiako firy lay izy fa gaga aho fa afak'omaly dia nanofy lay toerana indray ary niaraka tamin'ny meilleur ami'ko tany. Mety ho inona azafady ny hevitr'zany. Misaotra e,

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 avril 2016 - 17:11

MimieNemo >>> Vous êtes proche de Dieu et IL vous révèle directement ce qui va se passer.

Nikantoh >>> C'est une prospérité côté professionnel .

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 12 avril 2016 - 17:22

ay nade le taxibe de za sy namako varina miresak vo nitodika de niodina le fiolanana de latsak tao anaty atsana zay tsaroko ry TenWords mety ho 15segondra marina hihihi.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: MimieNemo
Date: 12 avril 2016 - 20:12

Merci TenWords, même si ça me fait peur parfois. Sur je vous souhaite d'avoir toutes les réponses de la part de Dieu pour interpréter les rêves smiling smiley .

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nikantoh
Date: 13 avril 2016 - 08:06

Tenwords> Mankasitraka e.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Mandresii
Date: 14 avril 2016 - 09:31

Tenwords>> Mba mangataka ny dikan'ity nofiko ity indray azafd. Tao arinan'ilay nanofy teraka indroa, dia mbola nanofy indray za alina hoe: ""i neninay no nampiteraka ana. d za manotany oe lahy sa vavy fa izy tsy mety miteny mitsy. Dia sendra mba hijery an'ilay zaza amizay za no taitra naita azy efa voatetiteika ohatra ny akoho tao anaty koveta.""

Tena mampatahotra ah ilay nofiko. Misaotra anao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 14 avril 2016 - 15:00

Mandresi >>> Efa misy valiny mitovy @io nofinao io ao ambony ao: " ilay hoe neninao dia ny fiangonana misy anao, ianao ilay hoe teraka dia midika fa nahita fahamarinana vaovao, saingy teo anatrehan'ilay fiangonana ivavahanao dia tahaka ny fahavalo izany fahamarinana vaovao izany ( vakio ny tantaran'i Heroda sy Kristy ) ka dia nataony izay hahafaty (" voatetiteika ohatra ny akoho tao anaty koveta.") ilay fahamarinana hitanao.

label >>> Mbola tsy nomena ahy foana hatreto ilay hevitry ny nofinao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Mandresii
Date: 14 avril 2016 - 15:22

TenWords > tsy azoko ny tinao ambara amin'ilay hoe fiangonana satria tsy niova finoana mitsy aho atreto. fa misaotra e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: JEREMIA
Date: 14 avril 2016 - 16:27

Bjr TW,

ny ahy ny nofiko dia sexe foana , na @ olon kafa ary efa nisy fotoana 2 fois nanonofy hoe t@ dadako ; tena mahatsiravina mihitsy !
De manonofy foana koa an i mamanay sy ny zokiko vavy manao ratsy be ahy , hatramin ny hoe nitoraka @#$%& ahy , manonofy foana ny mahita ny mamako mitaingina kifafa koa :o miverina foana ireo nofy ireo !

misaotra tompoko.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofy miseréalisé
Date: 14 avril 2016 - 16:56

Misy nofiko mahagaga ana na dia ef ela aza izy ity :!

Tamza mbola adolantseto dia nanonofy nahita n zanako amzao taonany izao.

Nijoro teo alohoan'i trano zay zahay.

Efa ho 15 taona taorian'izay (tamin'i heritaona io) dia sendran nijoro teo anolohan'izay trano zay izahay mianaka dia nitamberina tao atsaiko daholo le nofy. Ary tadidiko za bedin'i mamako nitatara anle izy.


Nierika aho nijery anle trano ary tena le tao anaty nofiko mihitsy le trano.

Tamin'io Nofy io moa d nisy fihetsika nataonle zanako nijery ahy sady nandray n tanako iz no falifaly be. d tena oh zany mhts n zavatra niseho tamin'izay.

Matetika aho no manao nofy mise-réaliser fa io tena nahagaga ana fa ts nisy nipika mhts na dia kely aza.
-

Dia n zavatra iray nahagaga ana kou ; natorirotory atoandro fa miresadresaka izahay tamzay ary nisy olana be satria narary mafy ny raiko. miresaka izahay tao antrano amin'io matoritory io, tampoka teo d oh hoe nanonofy fa niova be le trano d niova bota be kou n raiko ary niresak tamiko iz hoe misaora enao an'Andrimanaitra fa mbola velona Aho. Ny maha hafa an'io Nofy io anefa a, d oh hoe tena plus réel iz mihoatra n nofy rehetra. Rehefa tonga saina a ho d niteny tamiko le olona niresaka tamiko teo fa nihirana foana fa nidananaka fotisny.

(Maty le raiko après un mois.)

Mety hoe le olana ve no nahatonga an'izany d very saina kely za sa zan le hoe Nofy atoandro?



TEna resaka marina daholo reo a,

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: misy manindry oh manonofy
Date: 14 avril 2016 - 17:18

Ilay ambaran'i >>>>>farakely dia efa nahazo anay iray trano. tsy fianakaviana izahay fa mpianamana mpianatra; 9 no isanaya ary mifandimby misy manindry amin' alina, tsy afaka miteny, tsy afaka mihetsika, maizina daholo ny manodidina, eo amin'i tratra no tena mavesatra ary ny lela miraikitra. Somary rendremana hafahafa izay fa tsy tena matory anefa.

Misy andro atoandro ary misy andro alina.

Marihiko fa rehefa niala an'ilay trano izahay 9 dia samy tsy nisy an'izany intsony.

Rehefa maraina ny andro dia lasa fananihaninay le resaka hoe an'iza indray n tour alina?

zahay aloha tsy natahotra fa mahagaga fotsiny le izy ary mampijaly satria ohatran'i marary aina be izany rehefa voatsindry. ohatran'i hoe marary fo izany dia malahelo be miferin'aina be mihintsy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 14 avril 2016 - 17:40

misy manindry oh manonofy >>>>>>> ie Somary rendremana izay mitsy fa tsy tena matory de mahagaga ten atsy tafetsika mits de ina zany zany nofy ve ? ny ahy jay tonga de valaka be refa maraina ny andro.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 14 avril 2016 - 17:41

Tenwords>> fa ahoana kosa e.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 14 avril 2016 - 19:20

Le nofiko somary mifahofaho ka tsy tadidiko ny sasany fa ny tena tsaroako dia nahita lehilahy faran'izay tsara tarehy, dia hoy hono izaho hoe, Davida no anaranao eh" Inona ny dikanio nofiko io

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 15 avril 2016 - 09:52

JEREMIA >>> Tsy voatery ho izay hitan'ny "maso/saina" anaty nofy no heviny, raha ianao ilay manao firaisana @dadanao zao dia milaza fifandraisana ety @Mpahary.
ilay nofy faharoa somary tsy dia mazava sy voafaritra tsara, fa ilay hoe zokinao dia milaza toetra ara-nofo, ary ilay mamanareo dia maneho sarin'ny fiangonana misy anao. izany hoe tafaray ireo toetra ara-nofonao sy ilay fiangonanao ka tsy mitera-bokatsoa ( mitaingina kifafa = mpamosavy ) fa mamorika ny hafa sy ny fiainam-panahinao.
Tsy dia nisy détails loatra moa ilay izyy kanefa misy dikany avokoa ireny détails @ilay tantara ireny.

Remarque : Raha io anaranao io dia ho mpitondra hafatra masiaka avy @Mpahary ianao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 15 avril 2016 - 10:03

Nofy mseréalisé >>> " Kanefa misy fanao iray itenenan’ Andriamanitra, eny, fanao roa aza, nefa tsy tandreman’ ny olona izany, Dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin’ ny alina, raha sondrian-tory ny olona ka renoka eo am-pandriana,... "Joba 33:14-15

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 15 avril 2016 - 10:12

Misy manindry oh manonofy >>> Amin'iny fotoana maha-rendremana iny no miala @vatana ny ambiroa, iny fotoana iny no andrasany sy hitan'ny mason'ny ratsy (mpamosavy) ka hidirany an-tsehatra, somary elaela vao tafaverina ilay ambiroa ka io no mahatongaf ilay hoe tsy afaka miteny, tsy mahetsika...

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 18 avril 2016 - 16:52

TenWords ahoana le valin nofiko e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: aryity ana ty
Date: 19 avril 2016 - 10:23

nanofy notakin ilay tompo trosa ny volany za de ilay olona lasa mikoroso fahana ny fiainany de sendra nifanena izahay teny an tsena satri lasa mpivarotra vary ilay tompona trosa, dia nifamaly izahay ary natao zareo tamba be za

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 20 avril 2016 - 14:11

aryity ana ty >>> Matthieu 5:25

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 20 avril 2016 - 16:27

label >>> somary misalasala aho hanome ilay hevitry ny nofinao satria misy donnée tsy feno.
Raha toa ka namana fe namana ilay voalazanao tao anaty nofyf dia tsy misy heviny ho anao ilay nofy.
Raha toa kosa ka namana mpiara-miasa ilay voatondro ao, dia hisy faharavana tampoka ny asa iraisanareo mirahalahy/mianadahy atao, raha toeram-piasàna dia mety hoe hikatona, na may....

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 20 avril 2016 - 16:48

TenWords >>> namako aty ivelany le iz kah tsy mpiara-miasa zay fa mpiara mianatra talo de tsis dikan ve zany le nofy ? samy vehivavy zay kah .

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 21 avril 2016 - 09:25

Label >>> hay ve vehivavy ianao e! tena aza miasa saina 'zany fa tsy misy heviny ilay nofinao e!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 21 avril 2016 - 13:02

TenWords ok misaotra betsaka

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 23 avril 2016 - 16:23

Ary ny nofiko toa tsy novalianao ry Tenwords

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 25 avril 2016 - 11:28

Nofiko >>> ka ilay nofinao aza anie nolazainao hoe nifamahofaho ka sao tsy araka ny sary mivoaka ny feony e! Raha ny heviny mivantana be dia hoe mora aminao ny hahay ny fomabn'ny Mpahary satria hainao na dia ny nahalala an'i Davida izay olona araka ny foNY aza.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 26 avril 2016 - 15:42

Misaotra an'i TenWords na dia tsy dia azoko loatra ity lazainao fa akaiky ny Mpahary foana izaho.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 26 avril 2016 - 17:10

Nofiko >>> Si c'est ton second rêve ,ceci confirme la signification du premier, tsy azonao izy zao fa rhefa tonga ilay fotoana dia hotsaronao amin'izay ora izay

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 26 avril 2016 - 19:42

Misaotra anao

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: liana amle nofy
Date: 27 avril 2016 - 08:32

Salama daholo

inona ihany ary dikan'ito nofiko ito,
nisy attaque zany teo am quartier nisy anay de maty tamzany mamanay sy ny zandriko vavy , ny anadahiko voany bala, za rery sisa.Nitomany za ary nanontany ny olona bedebe tao anaty la cour hoe ary aiza ny fatin'ny mamako sy zandriko satria tsihitako tao , de taitra za

faharoa

niaraka andalana za sy ny belles soeurs ko ka ny 1 tamzareo nisy nanantso de nande izy , ary novonoinle ol izy aveo, nitsoborany antsy ny kibony.Zahay sasany anefa nanohy lalana ihany. Rehefa tonga teny aloha nisy toerana azo nakana sary de teo zahay naka sary. Teo amn'io toerana io ndray nisy nanataka ny poketrany zandriko ary nisy nanambana zavatra maranitra zahay

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 avril 2016 - 13:31

liana amle nofy >>> Ilay nofinao tena misy dikany mihitsy matoa miverimberina sady manahirana anao,aleo aloha fa vao tena anontaniana tsara @ilay tompon'ny hafatra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: liana amle nofy
Date: 28 avril 2016 - 10:12

TenWords<<<<< ok, miandry aho, misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: nofyavril
Date: 28 avril 2016 - 14:23

Mba afaka lazainao ve ny dikan'ity nofiko ity azafady , fa mahagaga ahyZa nanofy hoe poritra be ,de nandeha nindrana wc an 'olona teny an-dalana , kanjo nony tonga tao ao dia indro wc vita @ hazo ny ambany ary ny atsasany ihany no misarona , dia tonga hitako daholo ny maloto rehetra tao, poritra be anefa aho dia nihafy , kiriko be za tao anatin'ilay izy , kanjo eo ampivoahana aho dia nitraka , hay koa tsy nisy tafo ilay wc , dia nisy olona nijery avy eo andavarangana mijery ahy , de niezaka niafina andry zareo , vita ihany ilay ny farany dia tapitra teo ilay nofy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: michou.
Date: 28 avril 2016 - 16:11

Tenword : za ny nofiko ts aiko na misy ifandraisan @fiainako
Misy namako zay ande ts ho eto an tanindrazana tson f ifindra monina, zay vao aingana no mpinamana mety vao 6mois teo nefa dia tenana mifanakakaiky b ra vao ts miasa n iray d mifampiantso, mis oe resaka fitiavana nefa f tena mpianamana madio marihiko f zay sam manambady
t@andro nitenenany oe ande izy d nanomboka manofy azy fon ah, miso e matory eo ambony fehany d safosafoiny,misy oe ataony calin d natony bisous kely teo @molotra, mis oe manao rs t@ny d efa vita d sam nten oe ts mety n atotsika,miso e mipetrak @bozaka d mihankina@ny
marihiko f za nef ts manana oe sentiment @ny(toy ny mpifankatia), f tena juste fotsiny oe mpinamana, refa ts miasa izy d miantso oe mis asa otran zao ao tena maika azonao atao ve d ataoko d toy zay ko izy @na na oe ande hivoka ividy gouter izy d manontany oe inona no entina ho anao d toy zay ko.
Ny fiteniny mahazatra fotsin ref mifananihany na ts manoro azy asa mbola ts nataony ah d hoy izy halaelo ana enao ref ts eo tson ah @zao familafilanao ana zao…
Azonao adika ve oe mety misy antony manokana ?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 29 avril 2016 - 13:48

liana amle nofy >>> aleo aloha hanala trosa fa ohatry ny be loatra ny olona mandalo mivantana ka tsy ahafahana mitsidika ny Forum mihtsy.
ilay nofinao voalohany no omena ny heviny anio.
ilay ady dia dingana ara-panahy ka tao anatin'izay dingana nataonao izay no "nahafaty" ny mamanareo = sarin'ny fiangonana misy anao 'zao, ny zandry vavy = ilay fiangonana faharoa izay vao hidiranao (nefa tsy maintsy andalovana) ary ny anadahy = maneho mpiara-mivavaka izy eto.
Rehefa ho lasa any @ilay "antokom-pinoana vaovao ianao, dia tsy ho tsaroanao intsony ny nialànao = io ilay hoe nitady fatratra ireo faty fa tsy nahita.
Teo no tapitra ilay nofy .

Mba omeo andro kely aho hamaliako ilay faharoa sy ny an'i Micho & Nofyavril

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: liana amle nofy
Date: 02 mai 2016 - 09:52

TenWords<<<< merci , mametraka fanontaniana ihany hoe, inona ary lay antoko vaovao ?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 mai 2016 - 11:30

Nofyavril >>> ilay nofinao kosa zany nofy avril dia omena volama mai ny heviny, raha azoko tsara araka ilay pseudo dia isam-bolana ianao vao manonofy, hi hi hi
Vazivazy 'zany fa indro ny hevitry ny nofinao e! (sady miala tsiny fa noho ny connexion manondrana fatratra ety @faritra misy anay dia tsy afaka nitsidika ny forum, zara raha nisy facebook azo natao)
ilay hoe ianao poritra dia manambara zavatra tsy maintsy holazaina saingy somary ratsy ( resaka maloto nasehon'ilay hoe W.C. )
Rehefa nolazainao t@ miafina nefa ilay izy dia tsikaritry ny tao ambony ka niely : " Koa na inona na inona teneninareo ao amin’ ny maizina dia ho re eo amin’ ny mazava; ary izay bitsihinareo mangingina ao amin’ ny efi-trano dia hotorina eo amin’ ny tampon-trano" Lioka 12:3
Rehefa niely ilay feo dia menatra fatratra ianao ka nisitrika ny mpiara-belona.

Izay no hevitr'ilay nofinao ka raha toa ka mbola ho avy io tranga io dia mila mitandrina @lelanao ianao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 mai 2016 - 11:40

michou >>> fa inona ilay mitranga @fiainanao fa toa asehon'ilay nofy izay tsy tena dikany avy any ambony fa reflet du subconscience ihany.
ilay hoe tsy tena fitiavana lazainao dia marina ihany saingy ireo rehetra asehon'ny nofinao dia désirs insatisfaits eo amin'ny fiainanao ka tianao ho tanteraka ( na eo @izay olon-tianao, fa tsy eto @ity namana izay manana ireo toetra ity).

Nangataka ny hevitry ny any ambony ihany aho nandritra izay fotoana lavalava izay fa tsy nanome valiny Izy e!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 03 mai 2016 - 11:57

liana amle nofy >>> ilay antoko zao dia izay ho avy eo @ manaraka eo no izy ku

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 06 mai 2016 - 17:43

salama daholo ve e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 09 mai 2016 - 12:18

farakaly >>> Ngah ianao tsy salama? iza no mahafantatra ny tsiambaratelon'ny fahasalamàna ato? Mba resaho hoe...

Options: Répondre
Page: 6 sur 13


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg