Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 09 mai 2016 - 18:08

TenWords >>> salama za ka fa manontany anareo e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 10 mai 2016 - 11:58

Farakely >>> Raha i TenWords aloha salama foana e! tsy mbola hoe nararirary "be" izany nandritry ny 18taona 'zay, dia irariany koa ny hahasalama antsika rehetra (en particulier Farakely) mba hahatsiaro fahasambarana eto amin'ity tany tsara nametrahana antsika ity

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 12 mai 2016 - 09:58

"18 taona" smiling smiley

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 12 mai 2016 - 11:03

Nofiko >>> Amin'ny fotoana hidiranao ao amin'ny Fiainana mandrakizay dia foana ho azy ireo tsy fahatomombanana teo aloha raha ny resaka fahasalamàna, foana izany satria ny aretina dia azo avy amin'ny sakafo sy toe-po ary tsy fahalalàna, io ilay voasoratra hoe " Ringana ny olona noho ny tsy fisian'ny fahalalàna ..."
Aleo ajanona hatreo ity resaka ity fa manjary hors sujet ka hofafàn'ny modérateur eo.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 12 mai 2016 - 15:30

bjr TenWords mba azavao amiko oe ty nofiko ty azafad e. Nade namangy fianakams ony zay de nisy akizikel milalao basy tonga de notifirina zay s le ravaviko de oe maty zay satri niditra teo @lamosinay ony le bala hihi de niten le ravaviko oe akany @nao zay Tompo o !!! de afaka keli2 velona jay zay satri nis nitondra tany @hopital de gaga be ony zay oe fa ahoan de tapak le nofy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 mai 2016 - 11:52

Label >>> Somary sarotsarotra raisina kely ilay hevitry ny nofinao fa averimbereno vakiana dia ho azonao ihany:
ilay hoe namangy "fianakaviana" dia nandeha tany @ Toeram-pivavahana, ilay ankizikely (= zaza) dia midika teny notoriana tao @ilay toerana araka ny voasoratra hoe: "Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an’ ny toa azy ny fanjakan’ ny lanitra." Matio 19:14
ilay hoe voan'ny bala ianareo dia fandresen-dahatra (hevitr'ilay teny : hakàny aminao zahay Tompo) izay mamono ny toetra taloha handraisana ny vaovao ( Mifampitohy t@ ilay nofinao teo aloha izy 'ty raha tsy diso aho), fitondrana nankany @hopitaly = fanavaozam-piainana , ilay fahavelomana indray dia fizorana @lala-marina manomboka eo.

Izay no hevitry ny nofinao , efa antomotra izany fahatanterahany izany fa toa misesisesy ilay izy.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 13 mai 2016 - 14:06

TenWords ok merci fa tsy azoko le oe efa antomotra izany fahatanterahany izany fa toa misesisesy ilay izy?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 13 mai 2016 - 14:25

Label >>> Ny fahatanterahan'ilay nofinao satria tsy nisy indice nahazoana namantatra ny paramètre temporel tao anatiny, donc ny récurrence-ny no afaka hanombanana azy

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: inico
Date: 13 mai 2016 - 14:25

" Izay marina amin'ny finoana no ho velona" Rom 1 : 17

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: label
Date: 13 mai 2016 - 14:56

TenWords ok misaotra betsaka

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: miella
Date: 19 mai 2016 - 18:17

Manao ahoana tompoko, mba inona kay ny hevitry ny nofiko.

Nanofy aho hoe ny tranonay avo toerana dia mahatazana ery ambany, za matory eo ampandriana dia hitako ny zanako otran naratra sa nisy accident, dia nihazakazaka be zaho hamonjy azy, tsy tonga saina mitsy aho hay izaho ity tena mitanjaka be, de otran miditra anaty piscine be zany vao tonga eny am lay zanako, ny oul mihomehimehy ahy daholo, refa tafiditra tao anatin'ilay piscine be aho dia nahita fa hay tsy naninona ny zanako fa mikarakara zaridaina tsara. Teo aho no tonga saina hoe hay aho mitanjaka be.

Misaotra mialoha tompoko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: barbara
Date: 21 mai 2016 - 19:30

miarahaba o. Tenwords, mba inona ny hevitr ty nofiko ity azafady? matetika miverimberina be izy ity sady masosotra be. manonofy mitsako chewing gum (siligaoma) aho de ref le oe ariana tsy hohanina intsony dia miraikitra @ nify goaka ao le izy d sotomina tanana mihintsy d tsy mety tapitra fa miraikitra be ao nefa efa betsaka ihany no niala, sotomina sotomina lava be fa tsy mety tapitra mintsy d tapaka le nofy aveo.d miverina foana io. na manofy mihinana siligaoma ihany koa d voatelina tsy nahy. matetika b koa io. misaotra tompoko.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: kala_ketaka
Date: 23 mai 2016 - 13:02

Miarahaba antsika rehetra ô,

Izaho nanonofy toa izao alina : misy olona maromaro eo antanàna, ary tazako ao ny renibe (anabavin'ny dadabe) efa maty, misy rano madio be tampoka izany tonga eo andavarangana avy any ambony any, ary nanasa tanana tamin'ilay rano aho, fantatro tsara hoe tsy hita avy aiza na avy aiza io rano madio be hanasako tanana io, nanontany ahy ilay renibe hoe ahoana indray ity rano madio be hanasanao tanana ity ? dia hoy aho hoe mba nandefasan'i Vaviroa (renibeko efa maty io) an'io aho de mba afaka manasa tanana e ! de lasa aho avy eo, dia rehefa niala teo aho dia toa any antsena tampoka izany,

Inona ary no mba dikan'izany ?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ando2
Date: 23 mai 2016 - 14:33

Bjr TenWords mba azavao amiko anie ty nofiko ty fa tena otrany hafa2 @ko mitsy a indro a zay nanofy bibilava fona de t@volohany de oe laniny daholo mamanay s zokinay de za sisa tsy azony de omaly jay a nis bibilava kel2 bdb ony manenjika olona le izy de za sy cosinako tratrany de nitsofika tato anty kilotiko le iz loza hihi sa ve mis fetraikan @za bevoka le nofy azafady.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 25 mai 2016 - 14:58

slt fa nakaiza i TenWords e?mis nofy anie reo e tokon valiny .

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 26 mai 2016 - 11:48

farakely >>> Salama daholo e! Miala tsiny fa i TenWords mbola tsy tonga amin'ilay stade 'ny omniprésence fa eo an-dalam-pahatongavana @zany.
Maninona moa isika raha mianatra mandika ny nofintsika tsirairay dia tsy mihazakazaka eto intsony e? sa ahoana ny hevitrareo ny amin'izay?

Miella >>> ilay trano itoeranao avo toerana dia maneho fiainana ara-panahy misonga, saingy alohan'ny tena hahazoanao io toerana io dia nila naseho ilay hoe accident 'ny zanaka (= Tenin'Andriamanitra), io ratra io izay manambara ra latsaka no famelan-keloka ho azonao raha manao ity dingana asehon'ny nofy ity ianao : Niroboka piscine aloha (= Batisan'ny fibebahana)...ilay fitanjahana dia sary asehon'ireo heloka tokony hibebahana alohan'io batisa io.
ilay zanaka mikarakara zaridaina @farany : vakio ny Genesisy 2:15

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 26 mai 2016 - 13:17

kala-ketaka >>> ilay sary asehon'ny nofinao dia maneho ny zavatra ho avy ao anatin'ny hateloana (telo taona ho avy), io no dikan'ilay nahitàna ilay bebe anay nofy (ianao no 3eme gEnEration ) ,ilay rano madio tsy fantatra fiaviana dia endriky ny Fanahy Masina hahaizanao mamaha ny tsiambaratelon'ny ara-panahy rehetra, miainga ao amin'io fisasàna tànana io ny zavatra rehetra,vakio ny Matio 15: 1-20

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 26 mai 2016 - 13:22

ando2 >>> Aleo aloha anontaniana kely ilay nofinao satria mifangaro ilay personnalité roa ao aminao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 27 mai 2016 - 15:02

TenWords ka tsy ay anie ny dikany mato manotany e hihi.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ando2
Date: 27 mai 2016 - 15:03

TenWords >>> slt ok de aza atao ela lotra moa e.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 30 mai 2016 - 12:39

Farakely >>> Manatreha oa séminaire dia any mianatra mahafantatra ny tsiamabatelon'ny dikan'ny nofy, en attendant manaova hira vaovao indray ianareo sy Laza fa tsara iny farany teo iny.

ando2 >>> ilay bibilava asehon'ny nofinao dia izay lazain'i Kristy ao amin'ny : Matio 23:23
Ny mamanao kosa dia endriky ny fiangonana misy anao 'zao, ary ilay zoky resahana dia ny toetra ara-nofonao, ny heviny zany dia hoe: tsy mahavita manova io toetra ara-nofonao hivadika ho toe-panahy araka ny Mpahary ilay fiangonana misy anao ka lasibatr'ity menarana ity ireo singa roa ireo.
ilay ianao sy cousin indray zany no asehon'ny toe-panahinao en danger , ilay cousin tsy fantatra na zanak'anadahin-dreny, na zanak'anabavin-dray, na zana-drahalahin-dray na zana-drahavavin-dreny... saingy ireo rehetra ireo dia manambara fa iray zotram-pirazanana saingy tsy iray fototra (miala tsiny ho an'ny mpamaky fa ilay hoe lasa any anaty kilaoty midika fananahana), ilay fototra tena izy zany no tokony hotadiavinao : Romana 11:17

Izay ny hevitry ny nofinao ary miala tsiny fa tsy maintsy mbola nakana confirmation tsara tamin'ny Tompon'ny hafatra.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 30 mai 2016 - 16:24

TenWords >>> séminaire aiza ny alehako e tsy mahita ne za e?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ando2
Date: 30 mai 2016 - 16:28

TenWords >>> Slt tsy mahavita manova io toetra ara-nofonao hivadika ho toe-panahy araka ny Mpahary ilay fiangonana misy anao tsy azoko ny tinao hambara eo?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 31 mai 2016 - 11:04

ando2 : "...Eny, raha miantso ny fahalalana hianao Ary manandratra ny feonao hahazo saina, Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy hianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina:Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an’ i Jehovah, Ary ho hitanao ny fahalalana an’ Andriamanitra. " Ohabolana 2:3-5

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ando2
Date: 31 mai 2016 - 15:17

TenWords >>> ok mrc e.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 02 juin 2016 - 14:50

Ato ho ato ho antsika mipetraka eto Antananarivo dia hisy ny seminera hotanterahan'ny fikambanana TenWords Madagascar, azontsika hatao ny manaraka ny fotoana hanatanterahana izany ao amin'ny facebook TenWordsJhwgives

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 03 juin 2016 - 17:52

TenWords >>> rovina le izY de aiza?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 06 juin 2016 - 18:04

Farakely >>> Eto Antananarivo tsy ho ela fa izay no nampiomanana antsika mialoha...
samy hahazo anjara na ny te hahafantatra ny tsiambara-telon'ny hevitry ny nofy na ireo tE hahafantatra ny tsiambara-telon'ny famonjena araka ny baiboly : " Satria hianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela ." Mat. 13:11

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 07 juin 2016 - 16:57

TenWords >>> ok ary e

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: farakely
Date: 16 juin 2016 - 15:41

tsis nanofy tsony nga nareo e?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 20 juin 2016 - 11:17

Farakely >>> Efa ririnina dia nofy ririnina sisa e! hi hi hi

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mondju
Date: 21 juin 2016 - 10:57

TenWords <<< Nofy t@ alin’ny Alatsinainy, inona no mety ho heviny?
Nilomano tao anaty ny ranomasim-be mozambika ny tenako, nanomboka teny @ tendrony avratra i Madagasikara ka tsy niafara izany raha tsy tonga tany @ tapany Atsimon’i nosy ka niditra teo Morondava ny tenako rehefa nahavita izany lomano izany.
Marihako tsara fa sahala @ nisy nanenjika ny tenako no nahatonga ahy nilomano tao ary ny mahagaga ahy dia karazana lomano ‘’Brasse’’ no nataoko nefa dia tsy nahare avizanana aho fa vaomaika nirifatra ary nitsigenvana fona teny ambon’ilay ranomasina.
Nony tonga an-tanety aho dia nanaraka zazavavy roa zay, ary avy ny orana @ io fotoana io, ka kotsa izahay telo mianadahy…
Taty aorina dia tafiditra tao anaty trano iray indray aho, ary nahita ny fofombadiko teo ambony fandrina mitoe-jaza izy @ izay ka norarafako tifitra t@ basy AK47 izy teo ambonin’ilay fandrina fa ny nahagaga ahy tsy maty izy fa ny tanany sy ny eo @ sisiny kibony ihany no nandalovany ilay bala.
Teraka soamantsara izy avieo ka izaho ihany indray no nikarakara azy ary velona soamantsara izy mianaka ka nitohy hatrany ny fifankatiavanay roa. Marihiko fa tsy fantatro ny antony nanaovako izany fihetsika izany tao anatin’ilay nofy.

Dia misaotra sahady @ valinteny.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 22 juin 2016 - 12:44

Mba inona no dikan'ity nofiko ity. Mahita trano ngeza be mbola eo ampanamboarana izaho. Misy ny efitra efa vita fa tena tsara tarehy be fa ny sasany mbola pasoka ihany no vita. Mba tiako ho fantatra ny dikany satria matetika miverina loatra.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Mickaènne
Date: 24 juin 2016 - 14:30

avita trano tsy ho ela

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ra.........
Date: 25 juin 2016 - 15:44

Akory aby o !

Mba saika hanontany ny dikan'ny nofiko fa matetika miverimberina :
Indraindray manofy mitaingina ascensseur, dia rehefa ao anaty ascensseur ao (ao @ nofiko) dia oh oe milatsaka na mijera mafy avy any @ rihana maromaro, ka miotana mafy ny foko ao anaty nofy . Tiako ny milaza fa izaho mbola tsy nanao ireny kilalao maherivaika eny @ parcs d'attractions ireny ary tsy maniry ny hanao an'ireny koa.

Misaotra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: $ongomby
Date: 25 juin 2016 - 17:18

Handeha ascenceur enao atsy ho atsy ary hiontana be mihitsy ny fonao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 juin 2016 - 10:28

Mondju >>> Ny sary asehon'ny nofinao dia misy iraka hampanaovin'ny Mpahary anao hanerana an'i Madagasikara (Tendrony Avaratra ka hatrany amin'ny tapany atsimon'ny Nosy) , ilay sary hoe tahaka ny misy manenjika dia sarin'ny fitoriana filazantsara tsy maintsy misy fahavalo ao afara saingy ilay voalazanao hoe : Tsy nananosarotra ho anao ilay nitety ranomasimbe... Nahazo Hery aza satria homba anao ny Mpahary.
Ny sarin'ireo vehivavy roa tao anaty nofy dia maneho fiangonana roa izay hilatsahan'ny Fanahy Masina ka hanaiky ny Teny hampitondraina anao (sary asehon'ilay orana nanakotsa anareo)
Ny Fofom-bady indray dia maneho fanorenana (fiangonana vaovao) ka ilay hoe mitoe-jaza dia fampianarana (doctrine) izay hafahafa tamin'ny fijery maha-olombelona anao (io ilay hoe :..."ka norarafako tifitra t@ basy AK47 izy teo ambonin’ilay fandriana...") saingy ny Teny Velona tsy mba maty mandrakizay ( ..." fa ny nahagaga ahy tsy maty izy fa ny tanany sy ny eo @ sisiny kibony ihany no nandalovany ilay bala."
Rehefa teraka ilay zaza (Tafaorina ilay fampianarana) dia nokarakaraina (io ilay fiainan'ny Fiangonana vaovao) ary ny Fifankatiavana nitohy dia sary anehoana fa fitiaavana ny hafa tsy ho very no anton'ny hitoriana ny filazantsara tena marina fa tsy mifangaroaro aminy.

Izay no hevitry ny nofinao amin'ny ankapobeny fa miala tsiny fa 'zao vao afaka namaly azy noho ny andraikitra miavosa.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 27 juin 2016 - 10:55

Nofiko >>> ilay fanorenana lehibe hitanao dia ny tenanao ihany : ireo efitra efa vita tsara dia parties sasany amin'ny fiainanao (toe-panahy)... ilay sasany mbola "pasoka" no somary tsy mazava kely, mino nefa aho fa mbola mila fanamboarana/finitions...
Mazotoa mandinin-tena fa tsy vita vetivety ny fanorenana mateza : un dicton japonais stipule que bâtir bien rime avec le temps relativement long.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ra........
Date: 28 juin 2016 - 07:51

Songomby >
Za efa mpandeha ascenseurs matetika, ary trano hipetrahako misy ascenseur mihitsy !

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: mondju
Date: 28 juin 2016 - 15:01

TenWords<<< dia misaotra amin'ny valiteny, tsy maintsy hitory ny filazan-tsara izany!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Henika
Date: 30 juin 2016 - 10:27

TenWords<<< mba inona ny dikan iyt nofiko ity fa matetika ary efa elabe aho no manonofy mitovitovy fona: misy lehilahy manenjika ahy dia milefa aho ka ndraindray za dia tratrany dia sangisangiko izy, matetika koa za no manonofy mahita trondro, ary farany dia manonofy miakatra amin zavatra ambony za dia tsy tafidina aveo fa matahoatra

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 30 juin 2016 - 15:26

Misaotra an'i TenWords tamin'ny valiny. Fa ity tranga ity dia somary mampiasa saina ahy. Matetika isaky ny manonofy za dia misy olona iray izay present ao amin'ny nofiko foana kanefa tsy mandray anjara amle nofy izy izany hoe tsy misy ifandraisany amle nofy. Ny mahagaga dia hitako sy tsapako ny presenceny ary mahatsiaro za hoe tena mis'inviter am nofiko izy( mety eritreritra adaladala ny ahy ) satria somary mavesatra be izaho rehefa miseho le izy tsy hoatra ny amle manonofy tsotra. Io olona io dia nifanerasera tamiko taloha fa teo amin'ny 4 taona eo izay dia mahalana dia mahalana izahay vao mifankahita ary tsy miresaka firy. Tena lasa manahirana ahy ilay tranga satria miverimberina. Inona no mety dikany?

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 01 juillet 2016 - 13:15

Henika >>> Aza tsaingotsaingohana fotsiny ilay filazana ny nofinao fa ataovy heniky ny antsipirihan'ilay tantara araka ny anaranao ihany.
Marimarina kokoa ilay heviny @zay, tahaka antsika mandeha makeny @dokotera ihany: tsy misy afenina azy ireo soritr'aretina hahafahany manome ny fanafody mifanandrify @tena aretina.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 01 juillet 2016 - 13:20

mondju >>> Tsy hoe voatery io fa hotsaroanao rehefa tonga ilay fotoana tsy nampoizinao akory e!

Mazotoa fa tsy mahamenatra izany akory oeuf

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 01 juillet 2016 - 13:29

ra..... >>> Tsy dia misy heviny loatra ilay nofinao fa jereo kely ihany ny fahasalamana ndrao tsy ampy ny sokay (calcium) anaty vatanao.

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 02 juillet 2016 - 19:31

Tenwords : Ary toa nodinganinao ny nofiko

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 04 juillet 2016 - 12:28

Nofiko >>> Ngah enao nanonofy fa mametra-panontaniana fotsiny mikasika ilay olona hita lava amin'ny nofinao na figurine fotsiny aza...
io présence io aloha resaka fixation e! Miraikitra ao anaty subconscience-nao ao ny endrik'ilay olona dia lasa miseho @ Nofinao foana izy . ( Explication scientifique izany fa tsy spirituelle)

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: Nofiko
Date: 05 juillet 2016 - 15:21

Je passe izany, mbola nofy ririnina aloha hatreto akoatry le tsy mila fanazavana.Merci

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: ranobe
Date: 05 juillet 2016 - 15:54

tenwords! mba hazavao hoe ny dikan'ito nofiko ito azafady raha sitrakao!
1-manonofy matetika aho hoe lasan'ny ranobe ny zanako lahimatoa.
2-nanonofy aho hoe nandeha tamina sisina tanimbary, misy vary maniry vokatra be ny ilany, misy rano madio be tsy lalina ny ilany, nisy olona roa nandeha teo alohako, niboridana, dia niditra tao anaty rano aho nilomano hisongona an'izareo, dia tao aloha ohatry ny lasa naloto mainty izany ilay rano dia tapaka teo!
3-nisy feti-mpianakaviana dia nisy rano be nisasasasa avy any avaratra dia lasa nitady ny zanako aho dia hoe tara loatra dia nandohalika dia nivavaka hoe inty aho Jesosy tanteraho amiko izay sitraponao, dia nentin'ilay ranobe koa aho! dia ritra ihany hono ilay izy avy eo! dia hoe maty ny vadiko, dia ilay rahavaviko no nanontany sy nanadihady mandreraka tamiko hoe fa inona marina moa ny asan'izy iny fa hafahfa hono!
mampiasa saina be ahy mihintsy ireo, mety mba afaka hazavainao ve? misaotra mialoha dia ho tahian'ny Tompo e!

Options: Répondre
Re: Ny hevitry ny nofy
Par: TenWords
Date: 07 juillet 2016 - 16:44

ranobe >>> ilay hoe zanakao lahimatoa dia ny ilay toetra nofonao handalo fitsapàna, sarin'ny fivoarana ara-panahy ilay ranobe resahana eto.
ilay tanimbary misy vary vokatra be indray nampifanandrifiana @ rano madio dia maneho fahavokarana ara-panahy ho anao (tohin'io nofy miverina matetika etsy ambony io ihany) ka hanolo-tena @batisan'ny fibebahana ianao.
ilay rano nihamaloto dia maneho fa ao afara : hivily lalana ilay vondrona ara-panahy arahanao (nisy fahamarinana fa nialàny tato afara) ka lasa nihemotra indray t@ilay firehetana ara-panahy ianao (lasa nitady ny zanako...)
Nihamanjavona teo anatrehanao noho izany ilay fahamarinana (rano niharitra) ary ilay fahafatesan'ny vady dia sary asehon'ny hoe : tsy tody tamin'ilay tokony ho tanjona (ilay fihaonana @Mpahary) mihitsy asa na lasa nanome vahana be ilay toetra ara-nofo teo aloha.
Ny rahavavy dia mpiara-miazakazaka mifanontany aminao ny mikasika ilay Mpahary nirina ho hihaonana (nanadihady mandreraka be...) sy ny mombamomba Azy nefa ianao aza sahiran-tsaina.

izay no hevitry ny nofinao, asa na efa manomboka izy io na vao hanomboka fa ianao no hahalala mialoha ilay tantara rehefa hitraanga izy.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg