Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 1234Suivante
Page: 1 sur 4
ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: klint
Date: 14 août 2014 - 11:59

Efa teto ihany ty sujet ty fa ndao averina fa mahafinaritra e

Vo hitako androany zao le hoe "Manamboatra SILAIN BLOKY"- MPIVAROTSA ALIKA- mivarotra ensolivera

Ary nakaiza reto le mpanoratsoratra NAKAIZANYZANAKO iny ? toa tsisy intsony ny rindrina eto tana

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 14 août 2014 - 14:43

Efa maty ilay mpanoratra amin'ny rindrina. snif snif

ity soratra amin'ny hotely iray


Laoka anio :

HENAKISOA SY CHAUSSETTE


Eo amin'ny mpivarotra mofo sy kafe indray :

CAFAIT sy DITÉ

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Lyianage,
Date: 14 août 2014 - 15:34

tantaraiko fohy fa nandefasan'ilay olona taratasy za de tao anatiny tao nisy mention oe " TSISY INTSONY NY ARAZOMA" kelikely a vao azoko lay resaka oe inona no tiana hambara @ lay arazoma= arrangement

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: titi
Date: 14 août 2014 - 15:40

ary le mande taxi be de oe misy miala oe @ "STANTION" na ko oe rondrato n zi (jus)...

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 14 août 2014 - 17:35

Ny mapmé indray bdb izao no mivarotra an'ireny tableau kely impression couleur dia misy soratra, na andian-teny amin'ny baiboly ireny. Matetika mpivarotra mofo sy kafe, na mpivaro-kena na ireo mpiavy avy any ambohimiadana, ambohimandroso sns iny no tena mankafy an'ilay izy.

Ohatra hoe :

AZA MIJERY MISOPIRANA
TSY MAHANTRA AHO AKORY FA SAHIRANA (mpivarotra kafe sy mofo)

ADALANAO RY MPISOMPATRA
FA NY ANJARAKO MIDITRA IHANY (mpivarotra enta-madinika)

Misy ny sasany efa tableaux efa hoe 7 no mipetaka amin'ilay rindrina ao aoriana (1,50 x 2mètres)

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sendra nandalo
Date: 18 août 2014 - 10:20

i mapméee ngaha mahalala an ' Ambohimiadana

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 18 août 2014 - 11:10

Be olona mpiavy avy any any Ambohimiada amin'ny tananantsika a. Efa nisy fotoana koa ny tena nandeha nanao fitsidihana tany.

Tena talentan zareo avy any ity resaka varotra ity (enta-madinika, misy grossiste, etc...)

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sendra nandalo
Date: 18 août 2014 - 14:04

ambohimiadana andramasina io a, any amin'ilay misy ovy be

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tontolo
Date: 19 août 2014 - 19:36

Nisy an'izao taloha teo ampefiloha: Ratsiraka mateza, miesona ny mpaka seza

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: bubulle
Date: 22 août 2014 - 14:24

any amin'ny WC public " ato raha hikaka"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sor
Date: 23 août 2014 - 14:03

ny tena mahagaga ihany koa dia ity

efa any @ toerana azo atao we desert ihany (ambanivohitra be) dia mbola izao ihany no soratra hitanao eny

"Manao réparation byciclette","micharge batterie"....

D gaga aho we ngah ary tonga aty ny vazaha manamboatra izay simba any aminy.
efa fahazarana fotsiny ilay affichage we tsmaitsy en francais

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: raprezy
Date: 23 août 2014 - 20:32

Eo Anjanahary eo misy coiffure d le soratra ery ambony hoe: coiffure rs ;

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: nampiomeh
Date: 26 août 2014 - 10:05

tamin i voninahitsy jean Eugène ilay nosamborina ireny tsy tadidiko tam androny Ra valo?dia nisy soratra teo am tambohon i st Michel hoe avohay voninahitsy dia nisy namaly soratra teo akaikiny hoe tsy ato izy

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: binaire
Date: 26 août 2014 - 11:17

ireo eny amin'ny "pare boue" ( taxi brousse), na "pare brise"

"milaza tsy handeha nefa tafaraka ihany"

"herim-po fa tsy lova"

.....

be dia be

fa ireo no tadidiko, misy mampihomehy mihitsy a



====================================================
"avadibadiho im-7 ny clavier vao manoratra"
combat

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: vore
Date: 26 août 2014 - 15:24

WC ana espace iray eto tana misy fitaratra de misy nanisy soratra hoe: E MISY TAINDELO ENAO!!!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 26 août 2014 - 15:28

Ao anaty bara iray fisotroana misy soratra hoe :

NY LAHY ANTITRA 80 TAONA NO MIAKATRA NO MAHAZO MANAO MIMY ATO.


mortderiremortderiremortderire

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: depannage
Date: 02 septembre 2014 - 11:05

Manamboatra ny simba rehetra : FRIGIDAIRE CONGELATAIRE

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: ty koa
Date: 02 septembre 2014 - 13:20

etsy besarety: tsy azo ijorojoroan'ny fiara eto
fa mijoro tokoa moa zany sa mipetraka sa mandry ny fiara e?

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: akama
Date: 03 septembre 2014 - 14:06

Eo Ankadikely, ampitan'ny hotel Suc de la ruche, misy plaque fotsifotsy iray misy soratra roa: 1 ere ligne: DENTISTE, 2e ligne: MITOTO VARY

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: binaire
Date: 03 septembre 2014 - 15:09

ary ilay hoe:

izay tratra manao maloto
"dina 5000 Ar"


dia misy maningina soratra hoe: " + daroka"



====================================================
"avadibadiho im-7 ny clavier vao manoratra"
combat

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: CEMGAMM
Date: 04 septembre 2014 - 11:00

Tany Toamasina tsy tadidiko ilay toerana ... MPAKA SARY TAPAKA LAVA

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: bubulle
Date: 04 septembre 2014 - 12:41

cemgamm>> tapaka foana izany leiry fa makà sary ao aminy hampidi-bola ho azy

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: binaire
Date: 04 septembre 2014 - 12:42

CEMGAMM << midika zavatra be dia be io a

1 : maka sary tapaka
2 : maka sary lava
3 : ilay mpaka sary mihitsy no tsy manam-bola matetika
4 : na koa tratran'ny "fracture" matetika ilay mpaka sary: mandeha moto, na bicyclette

====================================================
"avadibadiho im-7 ny clavier vao manoratra"
combat

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: klib
Date: 04 septembre 2014 - 16:07

Ity tsy mampme fa mba nanaitra ny masoko, moto amidy de misy soratra hoe FILANKEVITRA TEL:XXXXXXX matetika manko dia A vendre Tel:XXXXXXX

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: taxi moto
Date: 05 septembre 2014 - 11:26

Soratra ngozabe @ Taximoto aty avaratra :" FAIRE PLAIT "
Taxibe tao Tanà nahitako soratra oe: "BOGOSIKELIN'I JESOSY"

Demande d'emploi voaray tato ampiasàna, soratako arak'zay nanaovan'lay mpitady asa anazy mitsy:

Sujet DEMANDE D'EMPLOYE

Meur ou Mme
J'ai respectieusement l'honneur de vous sollicite de bien vouloir m'accorde de un place mpoint na jardinne na Lagrice.
dans votre Etablissement. Je serivy mon coure Ensement General Jusque à la classe de Troissème et J'ai mon diplome BEPC depuis l'année xxxx. Je sui en enquete de travais et souhaite une devint une Emplace... Monsieur et madame de Responsable.
Je suie Respecte de displime d'Etablissament dan s l'ci.


TY koa

J'ais l'honneur de bien solicite de votre plus haute bien vaillance de vouloir m'accorder ma demande d'emploi au sain de votre société comme....
Je suis l'âge de 28 ans, je parle en langue français et j'ai diplôme CEPE, BEPC.......


TY koa

Tompoko
Voninahitra hoahy sy haja lehibe ho anao no ahafahako manao izao fangatahan'asa manaraka izao.............Tsy mifidy asa zaho fa izay misy ato aminao de vitako foana........

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 05 septembre 2014 - 17:31

Ity indray dia sarety iray mpitatitra entana taritina. Efa lasa mahavita tômôbilina hybride ry zalah ka izao no marika amin'ny sisiny

***************************** KARENJY BENZ *********************************

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: annah
Date: 08 septembre 2014 - 03:35

Ty koa

"interdit d' uruner ici, amende 5000f + 15mn de combat dur"

ty ndray eo soarano "tsy azo anaovana maloto eto, izay tratra : 5000ar + totondry be"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Mahatsikaiky
Date: 13 septembre 2014 - 09:12

Misy fiara efa gôdraka be zay eto Tanà dia ny soratra aminy manao hoe:



>>>>>>>>>>>ENAO ARY TSY MANANA>>>>>>>>>>>>



Tsy haiko raha azonareo ny tiany ho lazaina?

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: santi
Date: 17 septembre 2014 - 15:15

eo antanimena anelanelan'ny SFX ("notre dame" taloha) sy ny immeuble santa misy fiara grenat kité jacky zay , misy soratra oe "anao ngah !" refa sendra mandalo eo nareo d jereo fa eo fôna io fiara io, efa nisy soratra 'à vendre' fa toa tsisy intsony indray

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 17 septembre 2014 - 16:17

Tena latsaka kosa a am le IANAO ARY TSY MANANA.


Misy fiara izay koa ao Andoharanofotsy ao, rehefa miala any izy dia mandefa FIAM (klaxon) tena ohatran'ny anah rallye ireny mihitsy. Azoazonareo antsaina angamba. Na ny mélodie amin'ilay izy aza sady lava no milay be.


Ianao izany manantana fa hisy Clio, na 205, na voiture sport ireny hiala any.

Mipoitra am zay fa tonga dia 1 000 KG no mivoaka.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Joe le kintana
Date: 18 septembre 2014 - 11:53

Teo @ rindrin' Mahamasina le nisy soratra ngôda be taloha t@ fitondran'i Zafy oe : "ZAFY ALBERT TSY TIAN'NY MPAMATSY VOLA FA RATSY TAREHY".

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: kapiso
Date: 18 septembre 2014 - 20:41

azoko antsaina tsara ilay tableau kely resahan'i mapméee io fa dadanay koa manana roa (mipetraka any ambanivohitra izy)

- Mandrosoa ry mpialona fa ny tompo-trano tsy sarotiny
- Ny valifaty tsara indrindra dia ny famelan-keloka

Lasa mampatsiahy ahy an'i dadanay ireny. any izy izay eeeee

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapméee
Date: 19 septembre 2014 - 15:40

Fa tian'ny ambanimbanivolo ireny a sy ny mpivarotra avy any ambohimiadana, ambohimandroso sy ny sisa rehetra iny, sns...

Tsy maneso akory fa fanamarihana sao misy mandray atendrony.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: andeha
Date: 19 septembre 2014 - 15:56

Efa mba niova ilay mpivarotsa alika fa efa marina ny soratra eo zao.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: zerara
Date: 19 septembre 2014 - 16:23

Ny trosa tsy lasa fa ny vola miara
Raha hanao mimi, ndana mivoaka

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Janga
Date: 03 octobre 2014 - 09:13

Ny mpanenjika tozoro afara e

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: fix
Date: 06 octobre 2014 - 16:05

soratsoratra aorin'ny fiara taxi-be sy taxi-brousse:

efa hitanareo le oe : RANO SY VARY

d misy koa oe : HENAKISOA SY RAVITOTO


d inona oa no tena tin'dry zalahy hahatongava amin'ireny

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: hasinakkk
Date: 08 octobre 2014 - 13:52

eny Anosizato, mamoaka résultat bacc dia soratana hoe iza no nahazo mention dia mension no soratan'ilay olona nefa sekoly hitady mpianatra ho ampianarina.
zavamisy: lassoupy, conpozé,...misy an zay koa eny
dia misy koa le oe attansion travô

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: botokely
Date: 08 octobre 2014 - 14:08

tamin'ireny brochure commerciale ireny indray andro no nahitako we "table à manager" hono nefa sari-na "table à manger"no miseho eo D mahagaga!!!!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: ranjaika
Date: 10 octobre 2014 - 07:32

Ity indray hitako tany anaty FB..izay hitan'ny namana tan @ny sisiny...izao ilay izy...n tena iz aloha no hosoratako...mivarotra THB glacé..io no tena iz ...fa ilay mpivarotra nanoratra ila iz ary nataony nivandravandra be tao @n panneau iraYkisskisslaughlaughapplauselaugh dia hoy izy nanaorata azy hoe..


MIVAROTRA TEASIBE GILANSÉ

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: hahaha.com
Date: 15 octobre 2014 - 16:54

ozy za tamin'le bandy akama zay; raha za oa no manana fiara iray dia asiko soratra oe CELIBATAIRE ny aoriana,
refa lasa roa d ovaiko ndray le soratra oe : MARIé

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sept
Date: 15 octobre 2014 - 19:12

Za tena mpamaky an reny soratra am fiara ren. mis be taim bava be fa misy milayy.
ty ohatr tiako taxi brousse le iz
" Ny vato natorakao ahy ihany no nahavitako tamboho niafenako"
Ty ndray ts soratr fa nahalatsak ahy de alefako eto. betax mandaloo eo am la sainte mahamasina, le goal vao nianga def le wawa be rony. de oz lery mis mial ve eo am 7 fianakams de gaga be daol n mpande de oz lery ts naka sarotr sika sam gas no ato de mba atzo ten gasy e sa tsy marin zan bainin??! Las sept famille zany.
Marin zan wa . fito kou ef isa masin ian.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: boto
Date: 15 octobre 2014 - 19:18

Hahaha.com>> ra tsy manana moyen miitsy toi de ref any am le corbillard mbol azo asian hoe veuf na oe enfin libre

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: blastera
Date: 16 octobre 2014 - 14:01

ary le soratra any @ WC : mahaiza mikendry lavaka refa man.gery

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: lemahefa
Date: 16 octobre 2014 - 15:02

Salle vidéo iray ao Anosibe : ATELOMY NY RORA-PARAKINAREO, matetika mants ny mpijery film ao ilay tatsaha mpihinam-paraky mandrora @ rindrina ireny.
- 2CV iray efa reraka b izay misy soratra ao aoriana hoe JET PRIVE
- 3CV efa vizana izay ko misy soratra hoe MILAZA TSY TIA NEFA MANARA-MASO

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mapmeee
Date: 16 octobre 2014 - 17:15

Le ao ambony ao ry lemahefa le mitovy amin'io le vam efa gôdraka be hono dia misy soratra hoe :


IANAO ARY TSY MANANA


mortderiremortderiremortderiremortderiremortderiremortderire

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: bandinSambirano
Date: 07 novembre 2014 - 08:46

any morondava cyclo tir misy soratra ao aoriana hoe
FRANçOIS MITERAND de eo ambany
RASTAMAN
aty antalaha
MANAMBOATRA TELEPHONE MARATRA

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mandalo2
Date: 10 novembre 2014 - 15:58

- taxi borosy sprintaka manao tana-toliara misy soratra MANARAPENITRA (le vam kosa alo milay an ;
- taxi borosy tana-toliara mazda de reto avy : BEBELOHA, KAMIKAZE...
- posy tany toliara TONGA ILAY NANDRA- (mitohy eo ambany) SANA

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: fijeryhafa
Date: 11 novembre 2014 - 00:06

hotel-restaurant "Menabe" ao Belo sur tsiribihina :
ao amin ny menu dia hoe "poisson a poil"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sosop
Date: 11 novembre 2014 - 12:02

sarety taritin'olona miloko manga mpanatitra entana eo Mahamasina rehefa alakamisy" @#$%&, na izany aza aza kivy!"

Options: Répondre
Aller à la page: 1234Suivante
Page: 1 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg