Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent1234Suivante
Page: 3 sur 4
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Matotrabe
Date: 22 novembre 2016 - 20:21

@ taxib atsahadita mis soratra we "io no misy de io no mande an"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Doud's
Date: 14 décembre 2016 - 17:19

teo Andaingo route Ambatondrazaka.

somary efa atoandro ny andro no nandalo teo zahay ka nijanona hijery sakafo alohan'ny hanoizana ny dia ho any Ambato. nahita Hotely de nijanona.novakina ny soratra teo amin'ny tabilao ka inona hoy ianareo?

HOTELY FINARITRA
MANDROSO ZAREO A!

VARY BOBAKA BE
LAOKA @#$%& AMIN'@#$%&

MAZOTOA TOMPOKO

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Aventurier2
Date: 27 janvier 2017 - 15:33

Mankasitraka e! Sady mampiakatra ihany.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mpandalo2
Date: 02 février 2017 - 11:54

bar toliara , malilo ny sofina mandalo eo @ mozika alefa mafy be,
niherika za kay BAR le SILENCE no anarany

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Bar
Date: 03 février 2017 - 12:56

Misy bar iray zay aty aminay zao no soratra ao

SI VOUS ETES ICI POUR OUBLIER, PAYE D'ABORD

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: hitako anikeo
Date: 07 février 2017 - 10:36

AZA ARAHIN-DRANOMASO NY FIVERENAKO (mipetaka @na pare-boue-na bicyclette"le caoutchouc somary milatsaka iny)!!!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: plombier
Date: 07 février 2017 - 10:54

plombiERIE, eo am rond point Ankadimbahoaka hoany Namontany no misy an'io eo amin'ilay @#$%& tamboho io misy mpanao bricolage sy plomberie.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Ambatondrazakh
Date: 07 février 2017 - 12:09

Doud's>>>

Tsy misy anzany eo Andaingo fa fomba fiteny aty Antsihanaka fotsiny io, mety mba henonao sy nanaitra anao de namoronanao.

Ndna aloha avereno asesy ny Hotely eo, manombka eny @ fitotoambary ka hetreny@ OTIV de lazao oe aiza no misy sahy manoratra anzany.

Midawara ny fitenenan-dratsy aty fa ny hanoratra kosa tsisy eeee.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Aventurier2
Date: 15 février 2017 - 08:45

Dzama manao brousse Manakara-Farafangana: "Ze Filazanao azy"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: bus
Date: 15 février 2017 - 09:48

Bus 147 "Jehovah hiady ho ahy fa IANAO kosa hangina"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sotrokely
Date: 16 février 2017 - 16:06

Hotely aiza no misy an'ity zay mahalala:

- Misao spécial... bave
- Misao très spécial... spinning smiley sticking its tongue out
- Misao très très spécial... question

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: hi!hi!hi
Date: 17 février 2017 - 09:53

Ao Tanjombato :" manamboatra amortisseur ; PIVEAU SY ROTILLE"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: ram's
Date: 17 février 2017 - 15:30

Za efa nanao aide chauffeur-camion 911 laharana 1679 avy any Anjepy Manjakandriana iny de misy soratra eo amin'ny vavaravana fa tsy dia ngeza ilay soratra fa toy izao ny vakiny: "ARAHO AN-KIRA TSY ANKITENY ILAY HIRA MIANGAVY NY FO TSY HANADINO DIA AKATONY MORA IO VARAVARANA IO"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Egal
Date: 23 février 2017 - 09:41

Sendra hitako tany amin'ny hopitaly lehibe iray. Somary maloto ihany ilay WC ka kamo ireo lehilahy hiditra ao anatiny hanitsaka ilay mandomando rehefa hipipy ka vao maika manampy trotraka ilay petsapetsa. Nasian'ny ilay hopitaly soratra toy izao ao anaty:
MIDIRA ANATINY TSARA AZAFADY
ary dia nis nanampy hoe: NA DIA LAVA AZA ILAY ZAVATRA

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: kalaky
Date: 23 février 2017 - 09:59

Tao amin'ny hotely iray tao Analavory, nikaly atoandro zahay dia ankoatran'ny menu hafa dia nisy iray nampihomehy anay: par silence. Rehefa nanontanianay ilay serveur hoe inona io, dia hoy izy hoe trondro. Hay efa nihidy ny fotoana fanjonoana dia voasazy izay mivarotra trondro

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: kalaky
Date: 23 février 2017 - 10:04

Efa elabe izy ity fa tadidiko tampoka. Eo ambonin'ny marche pieds aorian'ny betax, soratra vita tsara sady lisible tsara: "Aiza izy izany ry manaintaina a !"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: talohaLTI
Date: 24 février 2017 - 09:38

fony nanala fanadinana BT taloha teny alarobia LTI
dia misy soratra amin'ny sisin'ny latabatra hoe:

sambatra izay mi-'soupape' ka tsy azo, fa an'azy ny fanjakan'ny naoty

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: raolyver
Date: 04 mars 2017 - 14:14

mody tsy tia nefa manaramaso ,misoratra eo aminn,ny siny mpivarotra mangidy

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tsikilogasy
Date: 15 mars 2017 - 10:10

Taloha ny ankizy manoratsoratra eraky ny tamboho sy ny rindrina hoe : "Mamy = Felana" ; "Patrick = Voahangy" ; ... fa amin'izao aho tsy mahita intsony!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: ndimby
Date: 15 mars 2017 - 11:11

"L'Eternel et Mon Berger" misoratra am Toyota kely izay, mampitehanontany hoe "que font-ils?" maninona raha atao am teny malagasy raha tsy voafehy ilay teny vahiny sa ve izaho no sarotiny loatra?

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tsikilovy
Date: 15 mars 2017 - 12:06

tsikilogasy>> aiza marina le site antsika tsikilogasy iny?

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mando
Date: 16 mars 2017 - 13:09

soratra eo akain'ny auto radio ana taxi-be : mihaino fotsiny fa tsy mikitika

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: 4x4=16
Date: 20 mars 2017 - 10:32

misy 4x4 vaovao be zay,dia misy soratra 4x4 somary ngezangeza amin'ilay fiara

dia nisy nanampy hoe =16

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: a bord
Date: 28 mars 2017 - 10:39

mamomamo à bord

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: boom boom
Date: 30 mars 2017 - 20:16

Vao tamin'ny maraina, fiara maloto vitre teo amin'ny parking ankaditapaka avaratra, " 200 ar ny boom an smiling smiley"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tsikilogasy
Date: 31 mars 2017 - 09:25

ndimby>>> "L'Eternel et Mon Berger" : titre-na film io ka!nin

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tapatsinay
Date: 09 avril 2017 - 17:57

Nisy mazda zay teo alohako misy soratra Toy izao teo @ fitaratra aoriana "FA ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy" dia teo ambanin'ilay soratra ndray nisy hoe "Zay zan!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sitederencontre
Date: 10 avril 2017 - 17:20

Ty ndray tany am site de rencontre vô itako teo:
je mapelle natacha.jai 35ans . et je suis celibataire et pas danfants. je cherche un homme pour rencontre et serieux et sincere et honaite. pour une relation amoureux et en dirable.

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: iny e! iny e! iny e!
Date: 11 avril 2017 - 15:43

anarana hotely iray :


Hotely sans porc

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: bavin'i mahalatsaka
Date: 23 avril 2017 - 23:53

Zay efa nandeha t@ route mandeha manakara iny dia mahita panneau bdb alohan'ny hiditra sy hivoaka an'Ranomafana. Izao no soratra @ le panneau:
"RY MPAMILY,AZA ITSAHINA NY BIBY MANAPAKA NY ARABE"
dia nisy panneau iray izay misy taratasy mihantona plastifié mihitsy dia misy soratra mivandravandra hoe "TENENO NY BIBINAREO TSY HIAMPITAPITA EO"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Aventurier2
Date: 24 avril 2017 - 08:01

bavin'i mahalatsaka -----hahahahahah hitako iny fa ts tao andohako! Nalaiko sary mihits. Mlay e!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: lendrema
Date: 15 mai 2017 - 16:26

Ao @ grande surface iray ao Antsirabe : " meilleur qualite meileur prix "

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: sambo
Date: 16 mai 2017 - 12:43

Ery Ambodimita misy kalesy:
Milaza tsiti nefa manaramaso
Teo @ 67 tableau t@ épicerie :
- chervette de table
- lampe economie
- machine calculé
- lampe néant.....

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tranainybe
Date: 16 mai 2017 - 14:51

Aza mijery misompirana fa tsy mahantra aho fa sahirana

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mandre
Date: 17 mai 2017 - 13:05

Eo Ambilobe, hotely 2 concurrents mifanakaiky en face parkage Tana, samy miantsoantso kil:
- 1er:aty Hotely "Lemainty" fa ato misakafo miaraka @ chauffeur..
- 2è : aty e, ato Hotely "Lejôby", avia ato misakafo.....

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: benja
Date: 18 mai 2017 - 15:34

soratra eo amin'ny vavahady

io no vitako fa manaova mba ho hitako

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: palaka
Date: 23 mai 2017 - 17:33

Manaovà maloto eto raha te voatoraka amin'ny vato kilonjo

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: miimi
Date: 26 mai 2017 - 16:39

bar kely zay

tsy mampiditra mimi ato

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: ra5ks
Date: 28 mai 2017 - 13:07

tao anaty tomobil anay taloha, ka le izy le 505 familial mpanao taxi brousse antsirabe reny fahiny dia efa natao fientina antanana rehefa mirevy fa mbola tsy vaofafa le soratra : "rarana ny mitondra taoka gasy , rongony, paraky gasy". ironique be le izy satria reheda mirevy zahay dia paraky gasy ihany no tsisy

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: kankan
Date: 02 juin 2017 - 19:22

soratra teo am tamboho biraon fokontany taloha :" Tsy azo anaovana firaisana eto"

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: ralery
Date: 07 juin 2017 - 06:42

Tany am kermesse kely tany ambanivohitra, mivarotra SUPS sy SPETY ny ankizy kely, 50ar

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: tsymoutondepanurge
Date: 10 juin 2017 - 21:59

Ary ilay mpamantsika kapoakka sy sachet @vodihhazo !!!bizou hono nous anaran iny !!!!!

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mandre
Date: 16 juin 2017 - 15:20

ENY @ vatobe:
Mpanao kiraro
Manolo CEMELLE

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: avadika
Date: 03 juillet 2017 - 14:04

mpanakarena nanao famadihana dia nanasa ny olona rehetra tamin'ny fivondronana iray;
eran-tanàna misy soratra hoe :

aleo tonga toy izay tantaraina

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mandre
Date: 04 juillet 2017 - 13:10

Eny Talatamaty: Tsy azo anaovana maloto fa tonga dia vono olona tsisy hindra-fo.
Soratra @ sarety tanana: bômanga 2 - tsikivy

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Efa BIO
Date: 05 juillet 2017 - 13:40

Fiara amidy maika (maika vola), azo velomina tsara :

- efa bio
- pneu vaovao
- ampoule vaovao
- loko vaovao
- tonga dia velona
- tompony direct

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: mandre
Date: 05 juillet 2017 - 13:52

Talatamaty: Misy tamboho misy soratra ngezabe hoe "Tsy azo soratana ny rindrina"
dia nisy naoratra t@ saribao teo ambany : "iza ihany no mbola nanoratra an'io" miampy flèche manondro ilay hoe "Tsy azo .......

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: oscario
Date: 05 juillet 2017 - 16:13

soratra amin'ny fiaran'olona miseho mpivavaka iray izay

Jesus inside, Satan outside

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: halaliny
Date: 05 juillet 2017 - 16:42

quincaillerie halal

Options: Répondre
Re: ireo soratsoratra etsy sy eroa mampme
Par: Tinah
Date: 07 juillet 2017 - 15:34

Nisy bus teo alohanay omaly d misy soratra eo am varavarana hoe:
"Ninoninona miseo, aza mihetsika eo" pdtr

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent1234Suivante
Page: 3 sur 4


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg