Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: Zandjilahy
Date: 28 août 2014 - 00:04

Ohatran'ny niverina tampoka tao andohako ny hira fanevan'ny AREMA androany tany anaty Bus, ka tapaka ho azy teo ny tsinaiko.

Kanefa tsy tadidiko tsara ny tohiny fa ilay feony no tena tadidiko, sy ilay hoe "Arema, vondrona aaa, Vondrom-pirenena aaa" sy ilay hoe "mamokatra a, mamokatra a...."

Mba misy mahalala sy mahatadidy ve ny tonon'io hira io?.

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: dangytsymaty
Date: 28 août 2014 - 06:58

Rah tsy diso zah de zao no izy an! AREMA! VONONA! HANOMPO FIRENENA aaa!

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: HommeD'Etat
Date: 28 août 2014 - 09:49

Mamokatra! mamokatra! mamokatraaa hatraaany!

dia hoy radiy tà zany hoe: ry vehivavy arema, mamokara!mamokara!
de mamaly Céline: Oyé!oyé!
de mamaly ny Malgâchis: Oyéééé!

dia nihabetsaka ny 4'mi.

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: Zandjilahy
Date: 28 août 2014 - 12:25

Mba omeo hatramin'ny farany ilay tonony raha misy mahatadidy fa mba tiako hanalàna azy e.....

Dia ampio an'ilay tonon'ny BOKIMENA raha mbola mety ihany koa.

Hira fandre matetika t@ Radio RNM mantsy ireny fony fahazaza ka nanamarika ny fahazazàna na dia tsy nankafy ny Arema aza ny tena. Lasa kolontsaina miraikitra sisa ;)

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: varema
Date: 28 août 2014 - 13:11

Isika mianakavy
Maniry te-ho sambatra
Ka ........
'Ndeha isika hitambatra
ka hiara-hiasa
hiezaka tokoa
isika no mikasa
Ho AREMA tokoa!

(Feo I)
AREMA vonona hampandroso firenena
AREMA mitolona hahazo fandresena
Mamokatra mamokatra mamokatra hatrany
Baiko nomen'ny Filoha Ratsiraka izany

(Feo II)
AREMA AREMA
AREMA AREMA
Mamokatra mamokatra mamokatra hatrany
Baiko nomen'ny Filoha Ratsiraka izany

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: J¤e
Date: 28 août 2014 - 13:17

Mbola kely t@ zany fa tonga dé tsy tia arema fotsiny satria dadanay Monima, tsy mahalala izay lohany sy vodiny politika akory.

Tsaroako tsara nasaina nianatra io hira'ny bokimena io, fa tonga dia tsy nanaiky, nampanantsoina ny RAD. dia tsy haiko zay tohiny fa izaho aloha tsy nihira h@ farany.

Ao anaty boky menaaa,
misy sori-dalanaaaa,
dé ny lalampandresenaa
Sy ny fahafahanaaa
...

'ndao ampio,Dédé Ratsiraka mbaaaa
Hanatanterak'ilay,
Fiteny mamy hoeee

Madagasikarahatram'izaaao!
mijoro Faaa, tsy mandohalikaaa!

hoatr'ohatr'izay no tadidiko fa mety diso a!

manala azy de mimémé! hihih!

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: varema
Date: 28 août 2014 - 13:27

Marobe ny fahavalo
Sy ny mpanakorontana
Isika anefa tsy himalo
Ny saranga arodana

Fiv: Ndao ampio....

Nisy koa ny hira ho an'ny mpianatra!

Baikom-pitolomana izay tsara indrindra
Ka irina mafy mba hirindra
Dia ny fianarana!
Nefa marobe tokoa ny malagasy
Tsy ......
Nefa ny fahaizana taratasy
No.........

Izany mantsy no ilazana hoe
Baikom-pitolomana ny fianarana!

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: Zandjilahy
Date: 28 août 2014 - 15:24

varema >> Misaotra anao Kamarady @ ireto tonkira nomenao ireto smiling smiley

Tsy maintsy ho tafita ny tolona, ary i Madagasikara tsy handohalika...

Mandeha @ izay ilay feon-kira .. "arema aaa, vonona aa, hampandroso firenena aaa"...

M' sôts e.

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: varema
Date: 29 août 2014 - 11:13

Zandjilahy> Mba fenoy izay tsy feno fa tena tsy tsaroako e! Isika anie zany ka samy zanaky ny revolisiona e! smiling smiley

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: manarapenitra
Date: 29 août 2014 - 13:33

Ao anaty boky mena,
misy sori-dalana,
dia ny lalampandresena,
sy ny fahafahana

ndao ampio....

tsy mataho maso mena,
ny tena mpitolona
fa hahazo fandresena
XXXXXX (tsy tadidiko)

ndao ampio...

vonona aho hanolon-tena
sahy hitaritolona,
fanavotampirenena
no hiantsoko olona

ndao ampio...


Fa mientanentana tsara kosa iny hira iny an...resy lahatra daholo ny kil

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: T6 5
Date: 30 août 2014 - 23:50

TAdidiko zay nianatra tao amin ny ceg ampefiloha de ho avy hono ny filoha hajaina e, de nasaina nivoaka daholo kilasy 2 teo , ny sasany tamin ny ilany ankavanana de ny sasany amin ny ilany havia, de refa nandalo tokoa ra filoha de ts maintsy mitehaka daholo, zao za vo mahatsiaro hoe, tena saika natao hoatran ny korea avaratra mints tsika ty a

anisan ny hira tadidiko daholo reo voatanisa reo, tena mahatsiaro ny fahazzazana e, na ny akanin jaza taloha de mihira hoe celine Ra.....reninay!!!!!

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: T5 T6 T7 OEOE
Date: 14 septembre 2014 - 14:43

ADEMAKA

Tao anaty boky mena
nisy sori-dalana.
Dia ny lalam-pandresena
Sy ny fahafahana
Ndao ampio dédé ratsiraka mba
hanantanteraka ilay fiteny mamy hoe:
M/KARA hatramin'izao ,
Mijoro fa tsy mandohalika

Tsy matahomaso-mena
Ny tena mpitolona
Fa hahazo fandresena
raha mahay mivondrona

Vonona hanolo-tena
sahy hitaritolona
Fanavotam-pirenena
No hiantsoko olona.

Moa ka tsy mivaha ianareo??? > marina an'izany
Moa ka tsy mivaha ianareo??? > marina an'izany

AKOFA,

HO DONGA anie ny tsara-fahana

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: BaoLight
Date: 14 septembre 2014 - 14:47

Akoho maramara
ambany farafara
Ohanin'ialahy ny TAIIIINY
Ohaniko ny atodiny

Hany ka tsy mivaha ianareo?
MARINA hany izany


ROTSIROTSY Nivadika teo Anosy nanala tsikafonkafona.

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: tsimety
Date: 21 avril 2015 - 22:14

Inty koa misy iray
Didier Ratsiraka Ray amandreny malala à !
izay nahitanay soa sesehena
ka tsy hoainay lazaina
ny zavantsoa rehetra nomeny
ho ela velona anie Ianao
mba hiadananay zanakao X2

Dia faly ery nihira an'ian'izany

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: maninema
Date: 11 mai 2015 - 18:07

...it koa mbola misy ananiokerh fa hadinonareo....

..ny fiaraha monina
ho avotra
@ny fitsetsefana
dia manome antsika hery vao
sy fanantenana
....
ny filohanany dia izao...
Didier Ratsiraka

n anarany ho mandrakizay
@ny malagasy....sns...

hihihih
misaotra kamarady isany ohé ohé ohééééééééééééééé

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: Lionking
Date: 21 mai 2015 - 14:29

Zaho tsy dia tia an'i AREMA fa toa somary tadidiko ilay izy ndritry ny fifidiana 1987 sa 1988 tsy tena tadidiko (5an zah t@ zany), ity ny Hira

Arema , vonona am-androso firenena an.
AREMA mitolona ahazo fandresena an.
Hamokatra, Hamokatra hamokatra hatrany.
Baiko nomen'ny filoha Ratsiraka izany.

Marobe efa vita najoron'ny AREMA.
Inona no fepetra ndeha isika hitambatra.
Ka hiara hiasa sy hifankatia tokoa.
Iza no mikasa, Arema avokoa.

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: paaoritaosy
Date: 13 septembre 2017 - 16:27

Ary tadidinareo ve le hira mialoha ny fadaharn'i tpklahy Portos :

Le oe! ö ry vahoaka e!!

sao mba misy manana ny tonony

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: mpamorona
Date: 15 septembre 2017 - 00:13

Fantatrareo eto ve iza no namorona iny hira "ao anaty boky mena" iny ?

Izay mahay mahazo bisous ary izay mandiso mahado totohondry

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: taloha
Date: 22 septembre 2017 - 15:18

ö ry vahoaka e!!eee!
ö ry vahoaka izay manatrika eto
na avy any atsimo na avy any avaratra!
..........

tsy maintsy mandresy ny tolompiavotana ( tsy maintsy mandresy ny FC SOTEMA hoy dada izay)

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: oyeoyeeeeeee
Date: 09 octobre 2017 - 13:47

Ary tadidinareo v ilay rahavavin'i Céline mitarika matso amin'ilay botte be mafana andro kanefa izy bingo beuh hihihi

Options: Répondre
Re: Hira FANEVAn'ny Antoko AREMA
Par: tiannanirina
Date: 06 novembre 2017 - 15:21

iee izy miaraka amin'ilay saina ngezabe ery aloha be ery hihihihi

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg