Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Resaky manal'azy
Par: mapmeee
Date: 20 octobre 2014 - 16:30

Rangahy lehibebe tany ambanivohitra, ny iray ery an-tanimbary miava vary, ny iray kosa avy nivavaka milanja fihirana mandeha amin'ny arabe :

Rakoto : Manahoana nareo Rabe !!!
Rabe : Manahoana Rakoto a !
Rakoto : Avy nivavaka angaha izy izany ?
Rabe : Ah ah ah, avy nivavaka ka ...
Rakoto : Hay, tôko ty dia avy nivavaka aza


******************************************

Handeha hiasa ilay rangaha iray manao palitao, dia nandalo teo ambany lavarangan'olona.

Tampoka teo anefa dia nisy nanipy rano tampoka avy any amin'ilay lavarangana. Hotsaka ilay rangah.

Nihoraka ilay rangaha niteny hoe : Mba ranomadio ve sa maloto izany atsipinareo izany e?

Tsy taitra ilay ramatoa ao ambony mamaly tsotra hoe : RANO MADIO VE HARIANA EEEEEE


Anareo indray ary mba mandefasa

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: hahaha.com
Date: 22 octobre 2014 - 10:31

tamin'ny maraina teo, nanakana taxi-be mandalo besarety za
nosakanako ilay taxibe


za : otrinona kay ny makany besarety
resevera : telon-jato
za : tsy roan-jato ve? efa tapany io ve d mbola telon-jato
resevera : telon-jato ihany raha hande enao

za : aleo ihany efa-jato raha izany; ito ny volanao fa raha miala za d tsy asina mipetraka intsony eo amin'ny place-ko teo an!

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: mapmeee
Date: 22 octobre 2014 - 11:23

Vao tamin'ny herinandro lasa nilahatra teo amin'ilay dokotera izahay. Izaho no voalohany dia nisy olona telo tao aorinako.

Kelikely dia nisy olona tonga dia nanontany an'ilay ramatoa farany hoe :
"Iza izao no farany ?

Somary nikorontana kely mantsy ilay mpilahatra tao aoriana.

Tsy taitra akory ilay ramatoa nandranandra laharana faha-4 namaly hoe : "Nareo zao no farany".

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: tkk
Date: 22 octobre 2014 - 13:14

Efa hariva, alina mihintsy efa am 8ora, le betax farany mody iny, samy efa lanaky ny asa in daholo dia mba miresaka daholo, lehilahy ny ankamaroan'ny mpandeha, misy lehilahy mamomamo iny miresaka tsara, le receveur moa mbola manontany ihany oe misy miala eo am farmasia? misy miala eo am paompy? misy miala eo am manga sns le rangahy mamo amin'io sorena : leity koa zany foana ny fanontanina, misy miala, misy miala, sady narahany hoe : Za hiala eo aloha eo fa Za tsy hiteny. fa latsaka daolo ny iray betax.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: faren'z
Date: 04 décembre 2014 - 15:31

aiza ny tohiny fa mbola miandry ny mpamaky e

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: hahaha.com
Date: 05 janvier 2015 - 17:19

tsy d tena haiko ny famaly an'ity tratran'ny krisimasy sy tratran'ny taona ity

d hoy fona za refa mamaly olona : "Samy tratrany e"

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: hahaha.com
Date: 14 janvier 2015 - 13:50

zoly : fa maninona akia ndry ry zoely no tsy manala volon-tongotra
zoely : amin'zay akia fantatr'olona fa misy volony za a

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: J¤e
Date: 15 janvier 2015 - 12:00

Niaraka naka mokonazy i bazil sy i Tsaranazy,
dia samy nameno ny azy tao ampaosiny avy.
Ny paosn'i BAZIL moa lehibe ka bedia be ny azy,
Ny an'i TSARANAZY kosa kely ka dia kely ny azy.
refa tonga tany an-trano dia samy nihinana ny azy,
nefa i TSARANAZY nangalatra y mokonazin'i bazil satria hoe kely ny azy.
nitomany i Bazil ka nalazany tmin'ny reniny ny nataon'i Tsaranazy,
nobedesin'i renin'ni Bazil mafy i Tsaranazy , sady noteneniny hoe, omeo azy ny azy ry Tsaranazy fa efa samy nanana ny azy nareo ah! ./.

Io nareo raha te hanal'azy, hihih!

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: J¤e
Date: 20 janvier 2015 - 16:20

sao dé tsy ala-pazy nareo am'lé manal'AZY?

alàna ny teny ,a soratra hoe : AZY (amin'io aloha io), dia izay no tena manal'azy. hihih!

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: ask
Date: 03 mars 2015 - 10:11

indray hariva .nandray olona teo antanimena ho any ambohibao ny mazda iray (avy nanatitra personnel);nisy rangahy roa mamomamo.ny iray teo am 1 banc ny iray 2.nisy niala teo ambodivoninkely dia nivadiaaka nakao am le namany ilay tao aoriana! kanjo iny nivadika place iny dia latsaka ny kapany;dia niteny ary ilay namany hoe ary nisy zavatra nilatsaka anie any ivelany any e.dia tao anaty maizina moa."azafady chauffeur fa tsy hitako ny kapako iray" dia nijanona ngahy mpamily dia nisy namoha ny varavarana .somary nisy fitohanana kely kanjo nalalaka tampoka ny lalana dia lasa ihany ngahy mpamily.dia taitra le namany tafajanona "mba andraso moa ramose fa taraiky any iny an" ka nareo koa tsy mailo hoy ny olona iray tao anaty mazda.(lasa niverina teny am le arret nisy niala moa ranamana sady am le efa mamomamo)
iny izy fa efa niverina hoy ny olona nipetraka tany am farany aorina fa mba andraso.
de nisy fitoanana kely indray teo aloha teo.
niditra ra namana.
hita ihany ve hoy le namana tao anaty fiara.
HITAKO FA KAPA HAFA TSY MITOVY AM LE IZY"KAPA VEHIVAVY NO HITAKO DE NETIKO"
latsaka be ny iray vam.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: prime
Date: 03 mars 2015 - 19:41

Nandray taxi-be teo Mahamasina eo amin'ny terminus . Amin'ny 1 ora sy fahefany atoandro iny ,efa tsy be olona . Olona 2 izahay no mpandeha ,ilay chauffeur mamelona fiara dia manakisaka moramora , ilay receveur miantsoantso sady mikirazorazo eo amin'ny varavarana : "tsimbazaza , manakambahiny ,Ambanidia e!!! tsisy farany , mankarenintsofina mihitsy tamin'izay .

Nivoaka ilay chauffeur dia nifoka sigara no nanatona ilay receveur , aiza ny kil lesy a, le bandy 'ty tena tsy hanao mihitsy , soloiko elah an !!! tairo!! Nikiakiaka indray ilay receveur namerina "Ndao tSIMbazaza, Manakambahiny ,Ambanidia ....." Tairo , tairo leisy a, hoy ilay chauffeur,antsoy ny kil , fa namaly ilay receveur "ka efa nataoko daholo ny feo voalohany sy feo faharoa hatrany amin'ny basse fa tsy misy ilay kil ka in'ary izany no ataoko ry sefo !!!?? " fa nalemy latsaka izahay passagers anankiroa sy ilay chauffeur ary ny mpivarotra teo ireo .

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: titafi
Date: 19 mars 2015 - 11:46

Hoy ilay solafa mantsy an'i madama tao antrano fa masaka ny vary tao anaty rice cooker.

Madama a! masaka ilay vary fa aona ny fanapihana ity raisy scootéra ity?

Tapaka ny tsinain'ny iray trano

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: mopera léônél
Date: 30 avril 2015 - 13:42

Bandy akama be raléônél, lasa mopera lery taty aoriana. Any manjakandrina any hono lery zao. Fa kaofy boay zany a! Na amin'zao za miteny zao aza. Marina e!

D ozy lery , raha za zao no fantatry le sipako zay d gaga be izy. Tô lasa mopera.
D niara nirevy zahay indray andro.

Miaraka amin'le bandy manambola zany tonga d manidy bar. Labiera 2 kazô ozy le iray. D zé tsaky lanin'lisany eo , za no mandoa azy, ozy le nandràsônina iray.

Raikitra amin'zay ny resadresaka isan-karazany. Samy efa dôzy-dôzy. D amin'le oe, miara mirevy amin'ny mopera d tsy sahy mitenin-dratsy.

Natafa-teny otran'zao le bandy iray: oay le anonona. Tonga d ozy mopera , maninona letsy rah tonga d oe : oay lé.... (teny ratsy)

D ozy ndray le bandy iray, kiiii. D ozy ndray mopera, maninona raha tonga d ki....(teny ratsy)....

d otrizay fona... fa kakakaka be isaky miteny mopera



raléônél milay letsy ny revin'là

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: léouél
Date: 13 mai 2015 - 16:02

Nianatra tany amin'ny sekolim-pinonana za taloha.
Isa-maraina dia misy fivavahana kely foana. Atao manao tour ny ankizy tsirairay manao an'ilay fivavahana.

Za efa niteny tamin'ny ilay mpampianatra fa za OA tsy mahay an'izany.
Tsy maninona hoy izy fa ataovy izay hainao.

Tonga teo amin'ny tour-ko amin'zay dia hoy za hoe:
> Jesô ô,
(dia nihanahana be teo , tsy nahita notenenina, dia nahiratro ny masoko, kay ry zareo efa tsy mikipy intsony)
tonga dia niteny za hoe :

> Amen e.


Tonga dia mémé be zahay rehetra.................

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: colombaM
Date: 20 mai 2015 - 17:18

Mankasitraka daholo ééé, afak'andro ny tenanay mamaky,
le taxi be efa nanao n y feo faharoa sy fahatelo nefa mbola tsisy kil ihany tena maha tpt be mintsy , hahaha

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: arnaud
Date: 20 mai 2015 - 18:21

Ny làlan'ny betax le makany andoranofotsy iny misy arrêt hoe Ankady zay dia manotany le receveur oe: "misy miala eo ankady?" dia ouz za mantsy ani madamako oe: " tsy misy miala fa misy mivarina"

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Belapelle ihany
Date: 02 juin 2015 - 18:04

Mbola tadidiko ihany le sefonay tany ampesananay taloha.

izy tsy mba miantso ny mpiara miasa azy amin'ny anarany zany. Tsy manao ela, ise, enao ,nareo..

Hafa mihitsy ny an'ny nedala

dadafara, dadatoa, dadabe, isika mianaka, nenifara , nenitoa, sns

refa tezitra lery d ataony oe : rabaina, na rafotsy sns le olona

refa hande hivory zay d ozy lery, andao tsika 4 mianaka ande hivory.

dadafara manao an'io , nenifara manao an'itsy,
inona zao no ataon'i dadabe

tsy mbola harako mihitsy ny logiquen-lery, ndraindray za ataony dadafara na dadatoa,

indray mande zay aza d ozy lery tamiko, andao tsika mianaka hisakafo nefa lery zokiko kely fotsiny


raha mbola hitako iny sefonay iny d ataoko oe :

manahona dadarabe.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: dangytsymaty
Date: 03 juin 2015 - 12:47

Slt!
Nanao vacances tany ambanivohitra tany @ Dadabeny ty boay kely iray, de nasain'ilay Dadabeny nahandro vary lery: niantso lery avy eo, Dadabe ah! Dadabe ah! ataoko 2kapoaka ny vary andrahona an!!??, Namaly Dadabe:Fa elah nga tsy hihinana!!!

questionquestionquestionquestionquestion

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: coiffure
Date: 03 juin 2015 - 14:55

dangytsymaty > hahahahahaha



Ity ndray ny ahy:
le misy kof boay "gasy" manao coupe-mbolo vita brushing be ireny nifanena t@nay sy rafotsy.

Hoy rafotsy: "ty bandy ty ngamba sady tsy mana'namana no sady tsy manan-tsipa!

fa ahoana?? hoy aho

rafotsy : "mba afaka hanoro azy hoe tsy manendrika sady mapme be anie zao coiffure-nao zao !!!"

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: patro
Date: 03 juin 2015 - 21:34

tam zahay terminale tao am nanisana de misy prof philo zay , ts haiko fa ny prof philo ohatran mitapitapy zany daholo, de anisany le rngaha io ; zao no nataonay indray andro zay, manao appel i lery de rehefa lhl no voatonina de bandy iray foana no manao "present!" "present"........
de rehefa vhv de sipa iray ihany no manao "presente" hatram farany hihihihi.

fa tapitra voatonon le rams ihany ny mpianatra rehetra mbola ts kopy ihany i lery we olona 2 anie zany no namaly present sy presente an lery teo hatram farany.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: patro
Date: 03 juin 2015 - 21:42

mbola tam terminale nanisana ihany, science njay, prof sipa zay, tam vo nanomboka ny taompianarana de le 3 h , le 15-18h reny de anontaniany ny ankizy , te hirava aloha sa hanao 3 heures.....mifandrombaka ery mirava aloha ; mirava aloha....samy faly e.


nony akaiky amzay ny vacance, hihihihi, ts vita ny programa amzany atao rapida be ny lesona ....kiiiiiiii, nanopa mihits tamzany le.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: patro
Date: 03 juin 2015 - 21:49

mbola tao nanisana ihany, tao mou tsisy rindrina manasaraka ny classe de 6 eme-3 eme sy ny seconde miaktra fa mifanakaiky eo, de afaka mifangarongaro eo zany. de tam zany nalaza be tao aminay le we manafika sipa kelin 3 eme, ka nahazaka tany ary ny tenanay. de isak ze recreation de manafika, ka io ts mitovy le fotoanan ny recreation, ny an zareo lavalava , ny an secondaire fohifohy, maneno in -3 zany ny lakolosy , am volou, fivoahan sy fivoahanay, am faha2 fidiranay, am faha3 fidiran zareo.


zahay amin io interro , za variana tany , ny ankizy efa mikatroka be, zay za vo niditra fa nihomehezan kil ......

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: bandy dr
Date: 13 juin 2015 - 22:03

patro> zany lety a. Ef teneniko elah zay

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: mimi2015
Date: 11 octobre 2015 - 16:59

Teo akaikin'ny firaisanaI.
1-tandrmo lety fa lelo io @ vy io so voan'io NY akanjo
2-tsizy io fa yaourt le teo
1-na izany aza simba ny akanjo
2-elah koa.ao hoe testéko azy..kay tena izy fa masirabe. SOA ihanyfa tsy via nytshirtkofotsibe
1-kay le.hay ve nolelafin'ela le izy kle!

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: vaokely
Date: 14 octobre 2015 - 10:01

Nandeha taxi-be ho any Andranomena za indray mandeha.(tsy dia lalako loatra iny)
Receveur: Misy miala eo @ Manga?
Nijanona nanala olona teo @ ilay arrêt - Trano misy vavahady mangamanga.
Nandeha indray...
Receveur: Misy miala eo @ manga?
Nanontany an'eritreritra za: trano manga zao zany sa vavahady manga ihany?
Nijanona teo @ ilay arrêt: hay kay "Magasin M" taloha dia lasa hoe "mangazay".
Nihomehy irery za!

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: The Rock
Date: 14 octobre 2015 - 12:21

Volombavan'i Neny ve io?

Tany Janga fahiny ity, niara-nanao douche t@ mamany ilay zaza 3 ans. Tsy mitsahatra manontany lery fa io fanontaniana iray io no tena nampalatsaka ahy.

Izahay milalao eo akaiky ny douche.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Select
Date: 15 octobre 2015 - 13:01

Saro-piarobe i Madama rehefa mba tafaraka entiko fiara izy. Ny maso mitsipalotra eny amin'ny sisiny tsindraindray.
- Ny lalana jerena... ny fiara entina ...Atao inona koa iny... sns

Ka indray andro (efa tena sorena aho):
- Maninona zao raha tsy nijanona niandry an'iny kala iny hiampita
- Ka tsy mbola haiko ny ampitso hoe sao dia mba ho anjarako iny raha laozanao aho
...
- Ary lay bandy teo zao tsy mba navela hiampita?
- Tsy manana anabavy iny

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: mamba kely
Date: 15 octobre 2015 - 16:47

Taraiky amin'ilay madama any akaikin'ny fesananay izay aho. Izy somary efa zokiko be raha ny fijeriko azy fa manja be. Mifanena foana izahay matetika fa tsy mety mijery aty amiko mihitsy izy nefa ny masoko any aminy foana.

Indray mandeha sendra nifanena izahay dia nifampijery.

(noarabaiko izy)
izaho : manao ahona? (d namaly ahy izy)
izy : Bonjour Jeune homme;

(d lasalasa ny vavako d tafa teny otran'zao za)

izaho : Bonjour femme mature.

fa lasa nangarika ahy izy avy eo...

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: vaokely
Date: 16 octobre 2015 - 11:54

Fa mba mampme ahy koa r'ireto ny mihaino ireo receveur miteny anaran-tanàna na anaran-javatra a:

Girard (& Robic)---> Gérard (Misy miala ve eo @ Gérard?!)
Sprinter---> Siprintera
Rond-point---> Ré point
Gerchard ( arrêt buxi ao Anjanahary)---> Zérisara
Strapontin---> Straspôtin
Jus---> Zi

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Vô tonga
Date: 16 octobre 2015 - 16:49

Misy bandikely bedebe noentinay avy any ambanovohitra hiasa aty Tana de nirôzy rzalahy tam laady de niditra tunnel de ozy le iray oe : mba ngezabe ko zany bizo( buse) izany an! Omby tomobile !

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Mbinondiky1
Date: 21 octobre 2015 - 09:43

Notantarain'i Tonton-nay dia tsy aritro.
Sekoly tany ambanivohitra fahizany. Nandritry ny cours de français. Nanoratra teo amin'ny tableau Ramose.
"Le commandant rentre le paquebot dans le port".
- Inona no verbe ao ry Bera?
- "Paquebot(te)" Ramose - (tononiny hoe Paquebotte)
- Conjuguez-moi ce verbe alors au temps de la phrase
- Je paquebotte, tu paquebottes, il paquebotte, nous paquebottons (etc...)

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Akama
Date: 21 octobre 2015 - 20:23

HAndeha hitsena kill any Ivato za indray après midi. Vao aty Andohatapenaka dia efa mahamay be ny embouteillage, niteny irery za hoe misy accident angamba ao aloha ao. Nony teo akaikin'ny score digue teo dia nisy bandy manosika bisikileta hifanena amiko dia nanontaniako: fa misy lesy ao aloha ao ? tsy taitra akory lery namaly "embouteillage". Fa sady sousoum be za no nihomehy irery

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: J¤e
Date: 22 octobre 2015 - 11:27

Afaka andro miitsy eee!

Fa tena tapaka ny tenanay @ lé embouteillage -ny akama ee! mihomehy irery miitsy.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: mpandalo300
Date: 22 octobre 2015 - 11:41

Mpianatr'i maranatha teo behoririka aho tamin'izany dia nisy prof philo anay izay pasteur dia nisy lesona nazavainy izay dia naka ohatra izy dia hozy izy, tsy hay intsony moa amin'izao fotoana izao dia dika-teny ity fa taloha izany daba izany dia ilay daba petrole ireny, taty aoriana niova fiara, amin'izao ka lasa vehivavy (amin'ilay hoe daba loaka )nihomehy daholo zahay mpianatra

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: mpandalo300
Date: 22 octobre 2015 - 11:46

mbola tany ampianarana ihany, nananatra ny ankizy vavy tao ampianarana i ramose, aza dia mba maika ny hanambady izany raha tsy efa mba vonona ny rehetra, na dia efa somary lasa aza ny taona ho tonga eo foana ny anjara, ny vodisobika aza mana-tandrify, dia namaly ilay sipa iray izay hoe ka ny vodisobikanay ramose efa rovitra

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Anti-mpijapy
Date: 26 octobre 2015 - 12:17

Aleo aloha asiana fanazavana kely : ny valiha dia misy lahy (corde métallique) sy vavy (ny kiran'ilay volontsangana ihany no atao corde).

Dia indray andro nanampy an'i Tonton i Bebe tao am-pivarotana. Dia nisy bandy iray nanontany :
- Misy corde guitare ve?
- Ie misy, hoy i Tonton, fa inona no ilainao?
- Corde LA no ilaiko, hoy izy
- Hay ve misy vavy sy lahy koa ny corde guitare, hoy i Bebe

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Anti-mpijapy
Date: 26 octobre 2015 - 12:17

Aleo aloha asiana fanazavana kely : ny valiha dia misy lahy (corde métallique) sy vavy (ny kiran'ilay volontsangana ihany no atao corde).

Dia indray andro nanampy an'i Tonton i Bebe tao am-pivarotana. Dia nisy bandy iray nanontany :
- Misy corde guitare ve?
- Ie misy, hoy i Tonton, fa inona no ilainao?
- Corde LA no ilaiko, hoy izy
- Hay ve misy vavy sy lahy koa ny corde guitare, hoy i Bebe

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Mbinondiky1
Date: 29 octobre 2015 - 09:29

Nanazava momba ny zavamaneno malagasy i Madama dia avy eo nanontany:
- Mba milaza hoe ohabolana momba zavamaneno iray!

- Ny vehivavy toy ny valiha, Madama, tsy maneno raha tsy misy mitendry
- Hevero amin'izany hoe ohatran'iza no mitendry an'i Kalamankovisy Toarahaloza iny, hoy ilay kalapetsambava izay

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: J¤e
Date: 29 octobre 2015 - 14:18

Tao ampianarana no nitranga ny tantara.

Ramose: Manaova sari-na zavamaneno izay fantatreo avy!

Dia samy nanao izany t@ solaitrany avy ny mpianatra: gitara, valiha, aponga, trompetra,...

Teo ami'ny solaitran'i Lita kosa, ... sary tsy dia mazava loatra, ...

Ramose: fa sary inona io ry Lita?

Lita: "... tôko maneno io ramoseh!" (amin'ilay fiteninjaza sy somary tambanivohitra kely e!)

Ramose: Fa inn'io?

Lita: "Akoholahy!"

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Nebi
Date: 06 novembre 2015 - 13:39

Niara-nitsangatsangana ny mpiara miasa miaraka @ vadiny avy. Niara-nilalao basket, misy namana mapmé zay, ekipa ray izy sy ny vadiko (Fy), isaky ny mitondra bôl ny ekipany dé miteny izy, passio an'ny vadin'i "Nebi, passio an'ny vadin'i Nebi", miverimberina foana zay, leo be ah dé hoy aho taminy,"Manana anarana hoa iz fa antsoi @ anarany hoe Fy". ok hoy ngah rainy, fa nony kelikely ndray, dé hoy izy "passio an'i Fy vadin'i Nebi, passio an'i Fy vadin'i Nebi..."question

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: J¤e
Date: 06 novembre 2015 - 15:30

nebi>mortderiremortderiremortderire

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: rorot
Date: 07 novembre 2015 - 17:22

vao niverina ny fampianarana amin'ny teny frantsay tamin'izany (90-95 teo) dia nampianatra ny teny fampiasa matetika ramose
- bonjour rehefa miarahaba
- je vous demande la permission de sortir rehefa hivoaka any am wc-
- au revoir rehefa manao veloma sns
Azonareo ve izany rankizy
eny tompoko
tsy miteny gasy intsony zany rehefa miarahaba, miera hivoaka sy manao veloma an?
eny tompoko

Poritra i Bora. Nitsangana izy sady efa mamihina ny feny
- banzour messé
- bonjour Bora
.... ela ela
- banzour messé
- fa ahoana lty a?
- ... inona moa no tenenina rehefa poritra
- mandehana lesy fa sao mipipi akilaoty eo a

(dadanay ilay nampianatra. mandria am-piadanana ny dadako tiako)

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: papynapacompri
Date: 08 novembre 2015 - 20:19

Papy et Mamie regardaient un programme religieux de guérison à la télévision.
L'évangéliste demanda à tous ceux et celles qui voulaient être guéri(e)s, de mettre une main sur la TV et l'autre sur la partie du corps qu'ils souhaitaient voir guérir.

Papy s'empressa et mit une main sur la TV et l'autre sur son pénis.

Mamie le regarda avec étonnement et dégoût....
" Tu ne comprends absolument rien, ​mon pauvre ​vieux ​:
​
Le but de ce programme est de guérir les malades, pas de ressusciter les morts !

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: tradira
Date: 13 novembre 2015 - 10:52

Mampianatra katesizy I mopera:
- Rankizy! Mitandrema ianareo amin’ny fakam-panahy: Io manomboka amin’ny sigara kely iray, dia rehefa avy eo lasa roa, dia lasa telo, tampotampoka teo dia lasa misotro, dia tonga ho azy amin’ny fijangangana tsy misy farany, dia avy amin’izay izao vehivavy rehetra izao sns!....Ah!, Misy mananga-tanana iry afara iry! Inona no fanontanianao ry kotokely?
- Azafady mopera aiza nga no ahitana an’izany sigara majika izany?

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: rallye
Date: 16 novembre 2015 - 11:21

mpanao gazety : maninona ianareo no gisitra foana rehefa manao course
mpanao rallye : ka izahay tsinona milamindamina foana rehefa mandeha mba isorohana ny accident

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Akama
Date: 17 novembre 2015 - 13:47

Tonga ny faran'ny année scolaire. Fanaon'ity police no miantso ny zanany roalahy tsirairay mankao aminy mampiseho ny bulletin de note.
1- zanany 11 taona
moyenne générale 11/20. Nojeren'ilay rainy ny matière tsirairay ka raha vao nisy tsy nahazoana moyenne tonga dia voafelaka tehamaina ilay zandry kely. In-4 voadaroka lery vao tafavoaka avy tao @ rainy, naharitra 30 mn teo ho eo
2- zanany 9 taona
moyenne générale 9.5/20. Nifanena izy roalahy kely teo ambaravarana dia hoy ilay zokiny: mahazo daroka be ialahy vao tonga ao, ny ahy lety 11/20 ny moyenne-ko, in-4 za voafelaka, maika fa ny an'ialahy 9.5 io, mahazo ialahy androany.
Niditra ilay zandriny, tsy nisy 2 minitra akory dia nivoaka sady tsy voadaroka na dia in1 mandeha aza.
Dia hoy ilay zokiny, fa ahoana lety ialahy no nivoaka sahady sady tsy voadaroka akory ?
Zandry: ialahy mihitsy no vendrana
zokiny: fa inona no naton'ialahy tsy nahavoalako an'ialahy ?
zandry: tsy fantatr'ialahy angaha fa police rabaina ?
zokiny: fantatro ka, dia ahoana ?
zandry: nasiako 5 000 fmg lety tao anaty bulletin dia nilamina a !

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: tradira
Date: 17 novembre 2015 - 16:16

milay ry akama!

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Mbinondiky1
Date: 19 novembre 2015 - 09:34

Akama << bienbien

Nisy boay kely mpisam azon'ny olona dia sady nolakoina ihany no nentina tany amin'ny Pôlisy ka nanontaniana mpanao gazety iray.

Gazety : ianareo izany dia misam no atom-pivelomana
Boay kely : Izao aho tompoko vao nisam
Gazety : Aiza no inoana an'izany fa ny marina ve tsy hoe izao ianareo ve tratra?
Boay kely : Raha grand amin'ny ady kle tamin'io aho tsy ho tratra

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: bebonga
Date: 19 novembre 2015 - 16:23

Sur ry Akama a, blague en vogue be mihintsy izany.

Niteny tamin'ity Polisy ary ny vadiny,

Rafotsy: O ry Dada a, tsy misy hanaovana bazary intsony ange ao fa lany ny vola e.
Pra: aiza koa e, lany sahady ve ny vola nomeko tam herin'andro iny.
Rafotsy: ka ianao ihany ange no naka le vola ambiny tao, nandoavana ilay trosa Sambo sy Gauloise tao amindra Lava tamin'ny Alahady e.
Pra: Tsy misy ve ao na laoka androany fotsiny aza.
Rafotsy: Efa hoe na vary ary ao tsy misy, ny sira sy charbon mou efa lany omaly daholo. tena tapaka tanteraka e!nefa zao efa amin'ny 11 30 mn.
Pra: Letie e! zah efa mba saika haka aina, Koto ah! omeo aty lesy ny sifflet ko ao, fa tsy mihinankanina eo tsika ratoandro a.

Options: Répondre
Re: Resaky manal'azy
Par: Nivadika
Date: 22 mars 2017 - 16:45

Tafakanjo-mivadika nandeha t@ izay naleha nandritran'ny andro ; hariva ndeh hisolo vao hita ! Nefa olona saika nahamenatra daholo no nifaneraserana, fà tsy nisy sahy nilaza.

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg