Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Big dada
Date: 27 octobre 2014 - 10:40

Mba zarao izay efa nahita.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: raozigasy
Date: 29 octobre 2014 - 09:54

za tsy mbola nakany sady tsy mino an'ireny, ireny no atao hoe mpaminany sandoka, ny olona mino an'ireny dia mpanompo sampy satria Andriamanitra irery ihany no tokony hotompoina sy hinoana

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: tsyraozigasy
Date: 29 octobre 2014 - 11:04

Inona kay no tianao ho lazaina amin'ilay ombiasy ?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: raozy vavà
Date: 29 octobre 2014 - 12:10

raozigasy: izay efa tany no anontaniana eto mba hizara izay henony tany fa izay mbola tsy tany tsy tokony hamaly fa tsy maintefa aminy ny fanontaniana!

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: fahiny elabe
Date: 29 octobre 2014 - 13:23

Tamin'izany andro izany (hoy ny baiboly),tamin'ny mbola kely dia nentin'i mamanay tamin'izy ireny tokoa ny tena , narary nandritry ny volana maromaro mihitsy tamin'izany dia efa nentiny nitety ity dokotera isan-karazany ity , efa niditra hopitaly koa fa dia tsy nisy fahasitranana.

Dia niala nenina araka ny filazan'ny olona izy fa mafy tokoa izany manana zanaka tsy salama dia tonga tany amin'ireny olona ireny : Professeur Ra... tsy tadidiko intsony no fiantso an'ilay olona (efa tany amin'ny fiandohan'ny taona 1980)
Ny zavatra hitako tadidiko tamin'izany dia mampiasa karatra , mampiasa Baiboly i professeur , dia misy zavatra ohatran'ny dorany izay dia afafiny matetika nankaty amiko ny setroka , dia misy zavatra nomeny anay koa entina mody : ny sasany amin'izy ireo afangaro amin'ny sakafo , ny sasany atao anaty rano fisotroko dia misy koa atao anaty fonosana kely izay dia paingorina amin'izay akanjo anaovako,

En parallèle amin'io mbola nankany amin'ny dokotera ihany izahay ary dia afaka herinandro vitsivitsy taty aoriana dia sitrana ihany,

Tsy fantatra intsony izany avy eo hoe iza na taiza no tena nahazoana ilay fahasitranana,

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Big dada
Date: 31 octobre 2014 - 10:25

Bandy akama nanjono ombiasy, nitondra saryn'ny sipa 1 dia nampiandrasina tao ivelany ilay sipa dia nanontaniana ilay ombiasy hoe aiza ty olona @ sary ty zao. Refa avy nikiky ilay ombiasy dia namaly hoe any Manakara fa tonga dia nantsoiny ilay sipa tao ivelany, avy eo nomeny ny tehamaina ilay ombiasy.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: dad parrè!
Date: 31 octobre 2014 - 10:59

Ar ra hoe omby atsy no tataraina nga tsmety!

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Voyante
Date: 11 novembre 2014 - 17:23

Ary iza no mba efa tany @ ilay voyante malaza ai @ 67 ha atsimo zany!! Oe tena mahita hono na par tel aza fa ol tsy ol mankeny Löla ny anarany

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: marina ve
Date: 09 décembre 2014 - 12:21

Fony aho teny Ankatso, dé nisy groupe na mpinamana bdb. Tao @ département nianaranay dia nisy lhl lehibe anankiray nilaza azy ho tena mahay manandro, mijery / manamboatra vintana, sns, ary nefa koa kristiana tena mamaky baiboly ao @ biraony foana. Namanay ihany io rangà io satria ao aminy izahay afaka mindrana boky maromaro dé lasa mpinamana ho azy. Dé lasa ny resaka ta @ resaka examen & vintana. Za hozy tsy mahita sujet fa afaka manampy anareo ho afapanadinana. Dé intéressés daholo izahay satria + ou - garantie ihany ny filazany azy. Dé nojerena tsirairay ary izahay, ny ligne de vie @ tanana, ny maso, sofina, ny date & heure de naissance sns e. Vers les année 1989 io tantara io ra tsy diso za.
Hanala licence izahay, ary samy niezaka.
Samy nanaovany définition sy prescription daholo izahay rehetra, dans les 20 élèves teo, ary samy nanana ny zavatra tsy maintsy entina hanarenana ilay vintana ka ho afapanadinana moramora. Ny nytovizany dia ny fitondrana volafotsy tsangan'olona, fa ny sasany akoholahy mena, ny sasany mainty ranoiray, ny sasany fotsy, ny sasany gisa fotsy, ny sasany vary gasy mavokely, bdb e. Tsy tadidiko daholo, fa nenà ankoatry ny volafotsy tsangan'olona dia akoholahy vao mianamaneno mena syvary 1 tanana toto laona ary tantely 1 flacon.
Samy boursiers daholo, fa nenà ny RAD ko sahirana, dia tsy ampy anaovana an'izany fa nanampy ny RAD-ko za.
Kivy be za fa tsy mba afaka nanomana ninoninn nefa ny namako à 100 % vonona be daholo.
Nanomboka teo dia nanana complexe za, de tsy sahy niarakaraka t@ dry zareo tsony.
Dé niteny ta@ko moa io "mpimasy" io fa ho sahirana aho vao ho afaka, raha ho afaka aza, fa ny hitany, dia au moins tsy maintsy mi-double mihitsy hono, ka mety ho 2ème session @ herintaona vao ho afaka.
Hany heriko dia nionona ka nianatra mafy mba hahazo UV na matières maromaro 1ère session, dé 2ème session manarina.
Hafoheziko ny tantara .....
Nivaly ny 1ère session, t@ nay 20 mahery, zà rery no nahazo 90% an'ny UV, ka Matière 1 sisa no naveriko 2ème session tsy nahazoako licence t@ 1ère session .
Ireo namako zara raha nahazo UV 1 sur 6, ary à 100 % tsy nisy afaka licence na iray aza, na dia ireo efa redoublants aza t@ iny taona iny. Za kosa tonga dé nahazo MENTION ny licence-ko t@ 2ème session.
@ izao anoratako izao, dia sahiko ny milaza fa za rery no tena tafita t@ mpinamana rehetra et @ fiainana.

Ny tiko ho lazaina dé hoe tandremo ny mpisikidy arnaqueur fa vao maika mandentika.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: marina ve
Date: 15 décembre 2014 - 08:44

Big dada >>>>>>
Mba tantarao hoe ahoana ny fakany vola ? Angà mo ry zalahy manao ombiasy fa tsy fivavahana jiosy no ataony ?
Raha sendra mba efa nahita expériences mba tantarao hiarahana mahafantatra e.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: ram's
Date: 15 décembre 2014 - 08:58

Nisy omby very tany @ faritra manjakandriana iny de nitady ny fokonolona fa tsy nahita. Tsy afapo ilay tompony dia nandeha nanantona ombiasy na mpisikidy ireny. Nilaza ilay mpisikidy fa mbola velona any ny omby ary azo atao tsara ny maka azy. Nomeny rano tamin'ny tavohangy ilay tompon'ny omby dia izy no mitarika ny lalana fa ny fokonolona manaraka avy ao aoriana. Roso ny dia ary ilay toerana nolazainy dia tena lavitra ary anaty alaala no tsy de misy lala-masaka fa sady tery no sarotra nandehanana. Efa nandeha ho 5h de temps de nisy bandy maromaro tamin'ilay mpanara-dia no tsy nety nandeha intsony fa nitokona ny tsy hanohy ny dia fa sady reraka no noana.Nanapa-kevitra ny rehetra fa hiverina.Tsy nisy nety niverina tany intsony na dia nisy aza ny fananambatambazana vola. Afaka 3jours de naheno zavatra maimbo ny teo an-tanana. Natao ny fizahana ary akory ny hagagan'ny olona fa ny taovan-kena, hodiny,lohany ary ny tongotr'ilay omby io maimbo io izay tany anatin'ny ala tsy dia lavitry ny tanana. Ny andro mangatsiaka be any @ faritra iny no nahatonga azy 3jrs zay vao maimbo. Tezitra be tamin'ilay mpimasy ilay tompon'omby fa tsy misy azo atao fa dia vola verimaina fotsiny.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: noeline
Date: 18 décembre 2014 - 10:22

tena mba nahagaga ahy ny nijery matv indray mande de tao amle noellah no niseho de nanokatra chapellle ao aminy ono izy de misy mompera nampivavaka tao amle chapelle de misy mompera nampandray kominio kou!!! ono oa tokony hiaraka v zany ary tena lasa mints ny saiko oe : nety ve ny nadehanan'ilay mompera tany ts haiko alou fa za ts katolika de ts mahafantatra ka zay no nametrahako fanontanina oe mety ve zany????

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Tsotra_Be
Date: 18 décembre 2014 - 13:22

Tsy misy manakana izany ny ao @ lalànan'ny fiangonnana (droit canon). izay toerana azo ivoriana ka azo iantsoana an'izy Jesoa Kristy dia mety ankoatry ny toerana fanompoantsampy. Merci

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Big dada
Date: 10 janvier 2015 - 20:24

Ahoana hoy ny ombiasim-panjakana momba ny 2015?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Big dada
Date: 13 janvier 2015 - 11:49

@ fisainako manokana dia ireo mpitondra rehetra dia manana ombiasy (mpitaiza moa iantsoany azy) daholo manomboka @ ministra no ho miakatra, fa saingy tsy dia inoantsika loatra moa zay avy amin'ny fihatsarambelatsihy ataon'izy ireo mody miditra ampiangonana.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Big dada
Date: 28 janvier 2015 - 14:54

Iza ndray no mba afaka mijoro vavolombelona fa tanteraka ny faminaniana notenenin'ny ombiasy na ireny milaza ho mpivavaka ireny?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: mapmeb
Date: 01 février 2015 - 14:24

ozy le ombiasa hoe izy hono mahita ny miafina reetra , d ozy za hoe lazao ary , d ozy le ombiasa hoe hitako eto vo manomboka fa vehivavy ny reninao , d ny tanimbarinareo ozy misy rano rehefa hanetsa ianareo lol b reto a

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: vivo
Date: 09 février 2015 - 11:48

Misy tena mahay ireny mpitaiza na mitsabo amin'ny fomba malagasy ireny ka. Fa ny tena mahay tsy mirehareha sady tsy maka volabe. Efa voady nataony ny azy ny hanao soa olona, ary indraindray aza tena en jeux mihintsy ny ainy mifanohitra aminireo ombiasa sasany mpanao asa ratsy.

Izaho vavolombelona saingy nohafarana oe tsy tokony hotantaraina loatra amin'olona fa tazomy ho anao, nefa koa tsy intérdit hotantaraina aminizay olona tena mila vonjy hoy izy satria hamonjy ny olona voafatotra ny voady nataonay.

Izay olona izay manko tena tsy misakafo, tsy matory mihintsy refa misy olona karakarainy, plus zany betsaka ny olona mankao aminy, plus izy mijaly.

Saingy izy ihany no milaza fa marobe ireo mpisoloky, na tsy mahafehy io taranja io ka lasa mambotry ny olona efa sahirana fotsiny.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: vivo1
Date: 18 février 2015 - 20:01

vivo>aona no mety aitana izany olona izany?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Rouj
Date: 23 février 2015 - 12:22

Inoko fa isika rehetra dia samy mahalala tsara fa avy @ Andriamanitra (JESOSY) no ambadik’ity ny zavatra iray na avy devoly (satana) no ambadiny. Ny asan’Andriamanitra dia avy amin’ny alalan’ny Fanahy Masina no iasany ary io tonga dia tsapa.
Ka resaka ombiasa, mpimasy, mamosavy, dadarabe, voayante, ctic ctac dou, mpitsabo @ kalanoro, mpitsabo @ ranovoahasina, ny mpanao mazia, ny mpanao fanova-maso, ny framasson sy ny dérivé-ny, ny rosecrucien, ny mpanala vintan-dratsy, sns....Tsy azoko antoka fa avy @ Andriamanitra ireny.
Fantaro fa ny devoly tsy ho avy RAHA TSY HANGALATRA, HANDRINGANA ARY HAMONO.
- HANGATRA ny fifalinao, ny volana, ny fiadanantsainao, ny fifandraisanao @ manodidina anao sy @ andriamanitra ….
- HANDRINGANA sy hamotika ny asana, ny fananao…
- HAMONO anao, ny fianakavianao, ny biby fiompinao (izay rehetra momba anao…
Ireo no mission-ny aza manaiky voafitaky ny fagagana kely hanjony anao.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Ashomby
Date: 08 avril 2015 - 21:16

Mompera fianakaviana no nanao fanandramana, ary vonona ny hanala baraka mpimasy anakiray ze itondrana azy.

Dia nandeha t@ toerna iray izy, malaza ho maheno teny avy @ razambe mihitsy rehefa mankao @ io mpimasy io. Marihina fa vahiny tanteraka teo @ ilay toerana na i mompera na ny namany izay samy sorena @ ireto milaza ho mpimasy ireto.

Dia nampandrosoina, de mody nitantara blem i mompera sy ny akamany. Nihodinkodina teo ingahy mpimasy, samy niandry ilay feo na izy na ry mompera. Tsy nisy feo niteny na de kely aza!!

Farany de ozy le mpimasy hoe : tsy manana olana ianao!! de mody tezitra be mompera sady niteny hoe de heverinao fa hadalako zany no niainga avy any tanà ho aty?? handany vola ohatrinona??

Niangavian'ilay mpimasy ry zareo mba hihataka kely teo @ zoron'ny rindrina fa handray olona hafa aloha izy de aveo miresaka aminjareo ndray!!

Efa faly ry mompera sy ny akamany fa eto vao ho afabaraka ingahy mpimasy! hahita fanindroany indray mantsy hoe tsy hisy feo zany eo.

Kinanjo de naheno feo ningonongonona tokoa zareo, somary mazava ihany, ary nakopak'ilay mpimasy ny lambahoaniny dia nisy tapakazo vitsiitsy nipetraka tampoka teo amboniny! sady vaka no nanomboka tsemboka i mompera.

Vita izay dia nasain'ingahy mpimasy naka toerana ndray zareo. Fa niha-tsemboka ilay mpimasy ary farany niteny hoe "Fa nahoana no dia hitsapa ahy no antondianareo??" Nanda mafy i mompera fa notenenin'ingahy mpahay ody hoe misy zavatra anaty lambakely fotsifotsy anaty paosinao ankavia, dia aza manda intsony fa mpitondra fivavahana ianao fa tsy manana olana izany.

Nomen'ingahy mpimasy alàlana mihitsy zareo hisava ny trano rehetra sao hoe misy olona miteny any ambadika any hamitahana olona. Fa tsy nahita! Niala tsiny mompera ary nitsotra hoe zay tokoa ny antony nahatongavany.

Nilaza mazava ingahy mpimasy fa na ny nahatongavan'izay taminy aza tsy safidiny, ary tsy hainy hazavaina. Misy tontolo tsy haintsika hazavaina hoy izy, ary azo omena tsiny izy raha toa ka hadisoany ny manampy olona.

Fa ny hany hitan'i mompera, dia tsy mandray vola aman'olona ho tambin'ny ataony io mpimasy io, fa fanomezana kely toy ny labozia na sira etsetra dia raisiny.

Mistery ny tontolo iainantsika, mbola velona any ilay mompera fa ilay mpimasy no efa maty ary tena tsisy nandimby azy mihitsy ny taranany. Tany @ faritra Ambohimandroso tany no nisy azy.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: NtaoloBe
Date: 06 juillet 2015 - 21:07

Misy ny mpimasy tena manam-pahaizana amin'ny fanasitranana olona, olona tso-piaina izy ireo, TSY MIEBOEBO hoe mahay zavatra, ary tsy asan'ny devoly velively. SAIGNY VITSY DIA VITSY IREO

Misy koa ny mpimasy MPISANDOKA sy MPANAO RATSY ary BE DIA BE ity karazany faharoa ity.

Ny olona manambatra ranoray an'ireo karazana roa ireo dia Fanatique @ christianisme tsy mampiasa fisainana akory.

Maro ny porofo fa tsy voatery ho asan-devoly daholo ny fanandroana.

Ny hitako maso dia "tromba arabo" naniraka ny olona hivavaka hoe "Mivavaha, Mivavaha, Mivavaha" nefa izy tsy mahay teny gasy fa io teny io ihany no mba voateniny t@zay.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: songomby
Date: 11 juillet 2015 - 17:39

Nandeha tany @ mpiompy kalanoro. Niditra de nopihina ny labozia. Nangataka akoholahy mena, toaka 1l ary tantely 1l le kalanoro de napetraka teo aloha fotsiny ny entana. Notsapaiko tampoka, voaraiko ny tanan'ilay kalanoro. Taitra tampoka ledala fa tonga de niteny tampoka hoe "kay lelika e" sady feon'ilay mpimasy ihany. Tonga de notarafiko t@ telephone.Tonga aho de nivoaka sady noraofiko daholo ny entana sy ny S, de iny aho no lasa. Tena nangasiasy i dadarabe t@zay.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: gaga ihany
Date: 23 juillet 2015 - 21:31

asa ze hiantsoanareo azy fa za tam mbola kely nanao infection be, nisy fery mandroatra zay ny tarehako ka niparitaka be le izy
natao tam pommade omen dokotera fa vao maika mihitatra
nakeny am oroko le izy ka efa niongotra avy eo am fotony mintsy ny oroko
Lany haiky mamanay de nentiny tany am “mpitaiza” aho, gasy musulman ilay rangahy, manana razana arabo hono
Nivavaka ilay rangahy de nasainy nivavaka zay fa tsy nasainy oe mamerina ze ataony akory fa ze vavaka ataonay, zahay moa kristianina
De nasainy nividianana eau de rose aho, tsy oe nisy marque manokana fa eau de rose eny am pharmacie
De nivavahany ilay izy de oe tokony hisasako tarehy isanandro (teo imasonay daolo zany fa tsy nentina tany am hefitra ilany akory)
De ozizy oe ampandroina am ranom bolamena aho, zany oe ny kavina volamenako tam zany natao tanatin rano am sceau handroko
De natao
De ilay eau de rose iny no nanamaina ny fery, 1 mois et demi taty aoriana sitrana le izy
Fa namela tasy mainty am tarehako sy oroko le izy, lasa otrany volombava

Asa na inona no nitranga, minomino foana ve zahay
Devoly ve izany
Mpanasitrana fery ve ny eau de rose
Mpanasitrana fery ve ny ranona kavina volamena

Tsy haiko fa juste faly aho fa sitrana fa efa saika niala ny ila tavako noho ilay fery ary tena tsoriko fa ilay pommade nomen’ny dokotera de nanampy an le izy hiparitaka!

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: miarantsoatenaizy
Date: 24 juillet 2015 - 13:20

>>gaga ihany: dia manahoana ny fiainanao izao? (ara-bola, ara-pitiavana, arak'asa, sns...) manahoana ianao rehefa matory @ alina? misy cauchemar ve, misy mandindona ve? manahoana ny zanakao? sûr ve enao fa tsy nisy fifanohizana t@ io zavatra nandehananao io ny fiainanao @ izao?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: finoanakely
Date: 24 juillet 2015 - 15:03

Tena miankina @ finoan'ny tsirairay ny mikasika ny ombiasy, raha ny finoako manokana izao dia tsy mety amiko ireny olona milaza fa ipetrahan-javatra ireny.

Mpamitaka no betsaka, ary ny tena loza dia mapidi-kizo ny fanahin'ny olona izay manatona azy mihitsy!

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: gaga ihany
Date: 25 juillet 2015 - 00:29

Fa ina no idiran fiainako amzao amzany? Aretina specifique no nalehako tany... Bref amzao g pas a me plaindre, miasa aho, manambady ary tsy mipetraka ao madagasikara! Mbola mivavaka be am maha kristiana...

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: ddehj
Date: 28 juillet 2015 - 15:56

Misy boky sombin-tantara Malagasy izay mitondra lohanteny oe "Efa namosavy aho", tantara tena nisy izy io ary ilay olona nitrangan'ilay izy mihintsy no nanoratra azy. Ny azo sintonina dia mbola misy monde hafa ao anatin'izao monde iainantsika zao ary ohatra ny fiainantsika olombelona ihany hoe misy ihany koa ny ratsy dia misy ny tsara satria dia ombiasy ihany no nahasitrana ilay mpamosavy.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Big dada
Date: 16 août 2015 - 21:02

Notafihin'ny sasany aina.

Options: Répondre
mpitsabo
Par: Malagasy aho
Date: 10 février 2016 - 23:23

Miarahaba,
Nisy anadahiko narary tsy mazavazava. Tonga de nisy boutons bdb teny @ vatany, surtout tarehy, noeverina fa hoe fana le izy satria nafana be ny andro. Saingy nia grave juste après 2 jours, nivontovonto sady otrany misy ranorano daol.Sady lazainy mamaivay anazy otrany oe ranomafana ony. Nahazo tsindrona tany @ doktera sy fanafody maromaro fa toa vao maika nivadika orera, tsy fatako tsony ny anadahiko, ny masony tsitako tsony fa feno fery ny tarehiny nefa vao 4ème jours. Ny olona izay nahita azy miteny oe anao ndana mitsabo tena @ gasy fa zavatra nataonol io. De zahay moa samy tsis nety nanatitra anazy am mpimasy zany, sady tsy mahafantatra olona koa. Nisy namany no nitondra anazy tam gasy, fa nalefan'ilay ol nody fotsiny oe tsy vitany tsony io fa efa grave be fa efa tafiditra any am rà ny fanafody nataonolona taminy ka mila mande any @ comorien fa reo no tena mahay. Ketraka tanteraka ny reninay ka lasa nande tany @ mosqué nidodododo nitady fanampiana. Ka nisy nandray azy tao naka ny nume finday n'i mama fa oe iantso azy refa libre lay ol. Ny anadahiko any antrano @ io sady tsy afaka matory no tsy afaka mipetraka fa marary daolo ny boutons sy fery teny amin'ny vatany ray manontolo.
Ny ampitsonio de niantso ilay mpitsabo nilaza fa ho avy. Ka de tonga tao antrano nanotany ny anarany sy anaranay rehetra. Soratany t@ cahier. De aveo notanisainy teo daholo ny momba anay rehetra ka nilaza izy fa nisy nanisy fanafody ny rano ande handroiny. Namany mpakao aminy ao ihany ony izio. Ka ra tinay de afaka averina any @ lay nanao azy io mahazo ny anadahiko io. Fa hoy aho hoe aleo izy enjehiny eritreriny fa fitsaboana no tadiavinay. Vola eo @ 5millions fmg teo ho eo no nalain'ilay ol, zahay olona sahirana mitrongo vao homana fa de nifanampy nanome anio. Nivavahany, namaky coran tontolo andro zareo, de nomeny rano @ tavoangy sady atao am rano androana no sotroina koa. Ny ampitsonio iany de maina daol ny fery teny @ vatany ka nihena koa ny tarehiny nivonto be.Sitrana tanteraka izy.
Tsy very vola izahay sady nahazo fahasalamana ary tsy mamaly ratsy ny ratsy.
Izany no fijoroana vavolombelonay e

Options: Répondre
Re: mpitsabo
Par: gasy mivavaka
Date: 11 février 2016 - 00:20

Miarahaba,
Nisy anadahiko narary tsy mazavazava. Tonga de nisy boutons bdb teny @ vatany, surtout tarehy, noeverina fa hoe fana le izy satria nafana be ny andro. Saingy nia grave juste après 2 jours, nivontovonto sady otrany misy ranorano daol.Sady lazainy mamaivay anazy otrany oe ranomafana ony. Nahazo tsindrona tany @ doktera sy fanafody maromaro fa toa vao maika nivadika orera, tsy fatako tsony ny anadahiko, ny masony tsitako tsony fa feno fery ny tarehiny nefa vao 4ème jours. Ny olona izay nahita azy miteny oe anao ndana mitsabo tena @ gasy fa zavatra nataonol io. De zahay moa samy tsis nety nanatitra anazy am mpimasy zany, sady tsy mahafantatra olona koa. Nisy namany no nitondra anazy tam gasy, fa nalefan'ilay ol nody fotsiny oe tsy vitany tsony io fa efa grave be fa efa tafiditra any am rà ny fanafody nataonolona taminy ka mila mande any @ comorien fa reo no tena mahay. Ketraka tanteraka ny reninay ka lasa nande tany @ mosqué nidodododo nitady fanampiana. Ka nisy nandray azy tao naka ny nume finday n'i mama fa oe iantso azy refa libre lay ol. Ny anadahiko any antrano @ io sady tsy afaka matory no tsy afaka mipetraka fa marary daolo ny boutons sy fery teny amin'ny vatany ray manontolo.
Ny ampitsonio de niantso ilay mpitsabo nilaza fa ho avy. Ka de tonga tao antrano nanotany ny anarany sy anaranay rehetra. Soratany t@ cahier. De aveo notanisainy teo daholo ny momba anay rehetra ka nilaza izy fa nisy nanisy fanafody ny rano ande handroiny. Namany mpakao aminy ao ihany ony izio. Ka ra tinay de afaka averina any @ lay nanao azy io mahazo ny anadahiko io. Fa hoy aho hoe aleo izy enjehiny eritreriny fa fitsaboana no tadiavinay. Vola eo @ 5millions fmg teo ho eo no nalain'ilay ol, zahay olona sahirana mitrongo vao homana fa de nifanampy nanome anio. Nivavahany, namaky coran tontolo andro zareo, de nomeny rano @ tavoangy sady atao am rano androana no sotroina koa. Ny ampitsonio iany de maina daol ny fery teny @ vatany ka nihena koa ny tarehiny nivonto be.Sitrana tanteraka izy.
Tsy very vola izahay sady nahazo fahasalamana ary tsy mamaly ratsy ny ratsy.
Izany no fijoroana vavolombelonay e

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: kazanov
Date: 11 février 2016 - 09:24

Aleo ahitsy aloha fa misy voambolana tsy mifankahazo eto izany.
Ombiasy = mpitsabo nentim-paharazana
mpanandro = mpandinika ny teti-andro
mpisikidy = mpamantatra ny zava-miafina

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: ntaolorazantsika
Date: 17 avril 2016 - 01:01

Gasy mivavaka, nA i malagasy aho, mba omeo numero anao hoe azfd??????
Mila fanampiana

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: zazasoa1
Date: 23 août 2016 - 14:58

Mba afaka mahazo ny contact an i Malagasy aho ve ? Zahay koa mba mila fanampiana fitsaboana olona marary toy izany, tsy sitrana eny @ hopitaly hatr@ zao ka mampieritreritra ny fijoroana vavolombelona ataonao zao. Misaotra

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Jessy
Date: 10 novembre 2016 - 12:15

Za talou bandy kely mafy ady nef mb nahavita fianarana iany. nisy ftoana nanao concours magistrat fa ts afaka mits. rehefa nanambady dia natoron'ny fianakaviam-badiko olona afaka manampy ono. dia nande tany izahay mivady satria ni-préparer concours indray. nomen'ilay rangahy tapak'hazo maromaro nokikisiny, ny sasany atao @ rano dia sotroina, ny sasany handrona, ary ny sasany entina anaty akanjo mandritry ny concours. akory ny hagagako rehefa tany @ concours fa haiko avokoa ny sujet nitranga tany. ary dia tena afaka t@ ilay concours aho, na oral na écrit. stable tsara ny situation-ko ary anisan'ny tsiriritin'ny fianakaviana ny fiainako amzao. FA IZAO AMIN'IZAY, ts mahatsiaro sambatra mihitsy aho @ fiainako, ary tsapako sahirana aho @ asako. de ts haiko oe tokony nankany amin'ilay ombiasy izahay sa tsy, satria nahatafita ahy izy, kanefa mety izahay le nankany ve no tsy ahatsapako fahasambarana intsony. ra mba misy tany amin'ireny ianareo ka tsara hatrany ny fiainanareo de mb tantarao. sa misy mitovy @ tantarako ihany koa. betsaka ny olona fantatro fa mpandeha @ ireny fa misy mahazo azy foana aty aoriana, ao ny maty tampoka ka very harena tsisy ho an-janany intsony ka fijaliana sisa no hiainan-janany, ao ny lasa adala ny zanany, ao ny miteraka sampona, ao ny maty vady, ao ny misara-bady sns maro b, kanefa izy ireo dia mahazo izay tadiaviny tamin'ilay ombiasy avokoa.
Izay ny tantarako sy ny efa hitako fa dia anjaran'ny tsirairay ny mieritreritra tsara, dia ankino amin'ANDRIAMANITRA hatrany ny fiainana na dia mafy aza.
MIJALY RZAREO IZANY TS MB MAHATSAPA FAHASAMBARANA SY FIFALIANA IZANY kanefa ny harena misy a!!!!
saintsaino iany e

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: mme zazô
Date: 10 novembre 2016 - 12:33

ary marina ve ry reto ilay oe manao fanafody ny mpivarotra fiara eo analakely de zay manadrana fiara, na mipetraka manoloana volant dia lasa mividy ho azy na dia fiara lafobe sady fôpla aza? oe misy toerana zany ono fanasan-dry zareo ny fiara alohan'ny hamidy de tsy maintsy lafo zay fiara avy sasana eo

Options: Répondre
Ombiasy, mpimasy, dadarabe
Par: zà ihany ty
Date: 21 juillet 2017 - 10:32

Salama daolo, aiza kay no mety ahitana an'tony ombiasy, mpimasy, dadarabe, sns tony eto Tana... izay everiko ho misy azo antoka ihany ve?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Tinah
Date: 21 juillet 2017 - 11:07

Inona zany ombiasy azafady?

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: mandre
Date: 31 juillet 2017 - 12:15

Ny ahy t@ izaho nanao fanadinana année 1982 tany dia nisy izay vazaha atao hoe Mme Moreau (cartomancienne izy) izay teo Soarano miakatra mankany Ambondrona iny, dia nanontany azy aho ary nolazainy hoe afaka ianao, ny olona t@ izany nilaza daholo hoe tsy ho afaka @ io ianao fa efa vita ny liste (andron'ny arema & risoriso t@ izany) - fa mba afaka aho oops afaka sur 1000 candidats/Mcar)- vola kely 500Fmg no aloha t@ zany.
Taty aoriana, efa niasa, narary foana- ary efa lany solution t@ dokotera, dia nisy nanoro hevitra mandehana eny Androhibe akaiky ny Paul Minaul fa misy mitsabo eny (Mr René zay, vers 1992 tany - Tsy maka vola izy fa izay tianao omena - fa filaharana be aloha e!), dia nomeny ravinkazo izay sachet atao tambavy sotroina sy hisasana, ary taratasy soratsoratany izay, fa afaka ilay aretina mahery ary tsy niverina intsony - nanao analyse taty aoriana ilay docteur mpanao visite aza gaga hoe tasy ianao ve ilay marary lava sy efa potika iny ny globules rouges...
Amiko, ireny olona ireny dia mpitsabo ary nomen'Andriamanitra fahaizana hamonjy ny hafa, ary tsy nisy 1 t@ ireo niteny hoe aza mivavaka na toa izany.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: pendo
Date: 06 août 2017 - 19:28

Izaho koa ry mandre efa nanantona an'i Mme Hoareau (fa tsy Moreau) ary ny zavatra nolazainy ahy dia nisy tanteraka koa,fa ny tena nahita ny fiainako iray manontolo dia vazaha lahy cartomancien koa,GUERRIER no anarany, teo amin'iny lalàna midina ho any Andravoahangy iny raha avy aty antaninandro no nisy azy.Nijery lignes de la main koa izy.
Nalaza nahay sy nahita izy tamin'izany (taona 1980).

Tena d'accord aminao aho fa DON nomen'Andriamanitra ireny,aty amin'ny tany mandroso aza betsaka ny rebouteux mitsabo miaraka amin'ny Dokotera ireny sportifs de haut niveau ireny rehefa folaka, luxations....;ny hopitaly sasany miaraka miasa amin'ireny coupeurs de feu ireny...,tsy misy explication fa rehefa mandaitra ny don dia izay!

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Landy
Date: 07 août 2017 - 13:40

Salama daholo

ny ahy indray dia nande t@ irony mpijery karatra irony dia niteny izy hoe tsy ny vintanao no ratsy fa tsy navela hanambady anao io vadinao io, dia nihomezako fotsin,ny rahavaviko no nitondra ahy tany

tsy naharitra anefa fa d nande tany @ hafa indray izay lazaina hoe manana kala noro (tsy nahita aloha ny tenako), fa d mitovy @volazan'ilay mpijery karatra ny zavatra noteneniny, ny namako no nitondra ahy tany

farany nande t@ olona iray indray d gaga aho fa d tena mitovy t@ voalazan'izy 2 ny zavatra noteneniny, marihiko anefa fa tsy mifankalala ireo ary tsy mitovy ny zavatra ataony, nomeny zavatra androna izay aho ary nanomboka teo d tena niova ny fiainako

tena marina fa samy nomen'A/tra talenta hanasoavana ny tsirairay ny olombelona koa amiko ra hanatsarana fiainana tsy hanaovana ratsy tsy hitako izay maha ratsy azy, ny saintsika mandray azy no indraindray ratsy

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: M 75
Date: 11 août 2017 - 21:33

Pendo ,miala tsiny fa somary hors sujet kely ,ohatran'ny olona fantantro ianao ,mety ho diso nefa aho ,fa ity misy indice kely ,ka asa na ianao :
7 mianadahy ianareo ,dia efa maty papanareo ,ka asa Raha marina .
Izaho koa nakao tao @ Guerrier ,fa Tena nalaza mahay izy .

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: pendo
Date: 11 août 2017 - 22:48

M75,
Tsy izaho ilay olona ohatra ny fantanao ka,satria tsy 7 mianadahy izahaykiss

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Fitiavana tsy ambinina
Date: 14 août 2017 - 14:52

Salama daholo ,

Mba te hizara ny zavatra niainako t@ ireny olona ireny aho.

Tsy nety nanana stabilité t@ fitiavana mitsy aho raha tsy t@ ireny olona ireny , vehivavy aho 35 @ zao - izay lehilahy niaraka tamiko dia tsy hay hoe inona fa dia misaraka foana, niaraka t@ lehilahy izay aho t@ za 18 ans niaraka 6 ans dia nisaraka - avy eo dia niaraka t@ lhl hafa ndray dia niaraka 5 ans vita mariage religieux niteraka 2 dia nisaraka - avy eo dia niaraka t@ olon-kafa ndray 2 ans dia nisaraka dia izay olona niaraka tamiko tia ahy no sady tiako ka rehefa miaraka 4 na 5 mois eo dia tsy fantatra hoe misy olana ve sa ahoana fa dia misaraka ho azy - farany dia tonga saina aho hoe tena misy zavatra tsy mety mihitsy hoy aho mantsy ny ray aman-dreniko ny fiainam-pitiavako fa mba ampanontanio olona aho - dia nisy nanoro tokoa izahay dia nanantona an ireny dia nolazainy fa t@ za mbola kely adolescence-ko mitsy dia nisy namosavy ary ny soutien gorge-ko no nangalarinio olona io ka nasiny fanafody ka izay lehilahy miaraka amiko dia tsy hateza mihitsy ka dia zareo nanala ilay fanafody ratsy - itan'ny masoko mihitsy ny nangalan'zareo ilay soutien mizara 2 - ary tena soutien-ko izao , teo @ 3 millions Fmg teo angamba ny vola laniko - taorian'ny nitsaboko tena dia niaraka t@ lehilahy aho, tena tia ahy no sady tiako tsy aiko hoe coincidence ve sa ahoana fa lasa stable tsara ny fiainam-pitiavako dia isaorako ny ao ambony aloha 1° indrindra ary isaorako ihany koa ilay nanasitrana ahy satria tena nahatsiaro nijaly tanteraka aho - mba azo lazaina ihany hoe tsy ratsy sady mba nianatra anefa, izao aho mahatsiaro sambatra

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: C u r i eu x
Date: 14 août 2017 - 16:43

Fitiavana Tsy ambinina <<< mba asió détail kely hoe ilay "hitan'ny masoko mihintsy ny
Nangalan'ny zareo ilay soutien mizara 2 Ary Tena soutien ko izao..."tadidinao izany ny soutien anao t@ ianao ados? Ary navaokany taiza...fa mba liana ny tena,misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: Fitiavana tsy ambinina
Date: 16 août 2017 - 16:34

Curieux>

tao anaty efitra 1 izay izahay - olona maromaro - za dia nisy olona niaraka tamiko dia ilay mpitsabo dia misy olona hafa manampy azy -(ankizikely 2 ) lehilahy lehibe 1 - mpitendry angorodao 1 - dia misy fomba ataon 'zareo eo -ohatra hoe mangady izany - sady mandé ihany ny angorodao - hira lé avy any @ faritra ireny fa tsy aiko tsara dia rehefa ela2 kely eo dia miazakazaka miridana zareo mande any an-tokontany entin'ilay zavatra fa miboaka any ilay izy dia manaraka an zareo koa zahay dia ita eo misy zavatra mifatopatotra ohatra zavatra avy milevina anaty tany dia leman 'zareo rano ilay izy - ohatra tsy nino ihany za fa everiko manao cinéma zareo fa tena tonga saina aho fa rehefa nosokafan'ilay olona ilay izy dia tena soutien-ko izao na ny habehany na ny lokony - nozaraina 2 dia nasina zavatra tao anatiny - dia gaga aho ... ary tena nino aho
marihiko fa ilay tokontany cimenté daholo ary tsy misy hoe zavatra miafina2 fa tena niaky izaho sy ilay olona miaraka amiko fa tena mahay zareo

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: C u r i e u x
Date: 17 août 2017 - 22:57

Misaotra,fa Tena misy mahay marina ary mahavariana ny vitan'ny zanak'olombelona.

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: TeHivoatra
Date: 19 août 2017 - 15:42

Miarahaba e!

Mahaliana ary mahatalanjona ny mamaky ny tantaranareo tsirairay avy, ary maha-te hidera ny fahalalahan-tsaina, manaiky mizara etoana izany expériences izany, mba hanome fanantenana ny hafa miaina anaty olana, miezaka mifofotra manao izay mety, mitady vaha-olana sy mivavaka mafy miandrandra famonjena kanefa tsy mahita mangirana fa voamaika aza toa miha-ratsy hatrany, na ny fahasalamana izany, na ny fidiram-bola sy ny lafiny hafa koa.
Koa Misaotra Betsaka an'i BIG DADA nandroso ity 'Sujet' ity fa mety hanampy ny maro hahita 'issu' iray tsy neritreretina mety hahavonjy Aina ny fahitana eto, fa na Betsaka aza ny be fialonana, ireo atao hoe "Ory Hava-manana" ka mahavita mandrovi-tsihy, mifofo manao ratsy hamingana sy hanao izay tsy takatry ny saina mihitsy hanapotika ireo izay hitany fa mitady hihoatra azy, satria tsy faly mahita ny hafa mandroso eo @ fiainana.
Azonareo angamba ny tiako holazaina... Izany no mahatonga ahy entanim-po manoratra eto MISAOTRA anareo tsy tia tena fa mizara ny "nahatsara anareo ka sao mba mahasoa ny hafa".

Avy eo indray dia anjaran'ny tsirairay no mahalala izay hitany fa mety hahasoa azy.
Mankasitraka tompoko ô!
rock

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: efa nahita
Date: 20 août 2017 - 07:03

Misy olona tena mahay reny ary tsy mila omena vola fa zay foinao amena azy na vola na zavatra hafa,satria ny azy tsy nianarana na fa efa "don" oy fiteny, fahasoavana azony zany ary tsy atakalo vola na entina itedavambola. ankehitriny sarotra ny ahitana io karazan io fa to bedeb lay mitady vola, lay cousineko zay nande nanofa trano tamina trano ntaolo zahay fony mbola mpianatra ka nisavavava tao amin'lay trano di a nahita sary sy boky. tamin reo sary reo dia vazah daholo ary sary efa trainay be tany amin 1800 sy 1900 tany ho any. herinandro tao arinanio dia manofy ratsy fona ty cousine milaza fa maita lay vazah mitaingitsovaly manodidina ny trano dia avy oatrany oe manindry azy ka manepotra azy, manofy toy zany fona izy na efa matory atoandro aza ary lazainy fa vazah ro no hitany ary le vazah amin'ny sary itanay, ny ray hono tsy dia masika fa ny ray tena masika be ary mapijaly azy fona. tsy naharitra mo fa nolazaian tamina dadato anay zay dia io nitondra tamina olona; tsy hainay oe ombiasy ve zany sa sikidy sa inona fa lay rangah io tsy mpanana fa tsotsotra . Notantaraina lay zava mano dia nisy tany nameny aary ozy oe apangotrahan io tany ary atao hevoka 2 andro di atsy niverina intsony la zavatra nanjo an'i cousine. lay rangah niteny oe tsy misy tarif fa zay omenareo oy izy fa tsy fitadivambolako ity fa fahasoavana azoko dia zaraiko amin'ny olona. Zavatra nolazainy fotsiny dia oe mpanjanatany fahiny reo vazah ireo fa tsy tokony nikitikitika ny entana tao amin'ny plafond an'ilay trtano izahay

Options: Répondre
Re: Mba zarao izay hitanareo tany @ ombiasy
Par: TeHivoatra
Date: 20 août 2017 - 14:00

Ho an'i Landy,

Miarahaba anao sy misaotra @ témoignage napetrakao.
Rehefa namaky ny nosoratanao aho dia mahatsapa fa misy hitovizana betsaka amin'ny zavatra iainanao ny zava-mitranga amiko,kanefa tsy fantatro hoe inona no antony, ary indrindra, inona no mety ho vaha-olana.

Mba misy hevitra hahafahako mifandray manokana aminao ve azafady? raha tsy mampaninona anao, na par mail, na téléphone raha possible?

Misaotra betsaka indrindra mialoha winking smiley

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg