Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Malagasy aho
Date: 31 juillet 2015 - 20:33

Inona moa ny maha samy hafa ny ANIO sy ANDROANY ry zareo

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: vazaha
Date: 01 août 2015 - 16:54

maintenant, now, anio
aujourd'hui, today, androany.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 03 août 2015 - 14:23

Miarahaba.

Anio sy androany : Samy mpamaritra matoanteny.

Anio = enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin'ny andro itenenana: Hisakako any amin'Ikaky sy Ineny izahay anio.

Androany = enti-milaza ny fotoana efa nodiavina, ny tapany efa lasa amin'ny andro itenenana : Nividy trondro tany an-tsena aho androany.

Niangona izahay androany. (Diso ny hoe: Hiangona isika androany; anio no tokony hampiasaina eo).

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: ok
Date: 03 août 2015 - 15:14

Ary ny hoe: "Ankehitriny"? Amin'ny fotoana inona no ampiasàna azy?

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 03 août 2015 - 15:33

ANKEHITRINY :

Mpamaritra matoanteny, enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: ohatra , betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona.

Famaritana fotoana: Izao ankehitriny izao: amin'izao fotoana itenenana izao, izao isika miteny izao.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: zakoko
Date: 06 août 2015 - 12:10

ahoana kosa ny fampisa ny fanoratana hoe "noho ny " sy ny hoe "nohon'ny" ??

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 06 août 2015 - 12:44

@Zakoko

tsotra ny valiny : tsy fampiasa ary tsy manaraka fitsipika ny "NOHON'NY"

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: ok
Date: 06 août 2015 - 13:46

Misaotra e

Iza no fiteny: "mihintsy" sa "mihitsy"?
Prof malagasy-nay tany @ Lycée no nilaza fa "mihitsy" no izy.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 06 août 2015 - 15:20

Mihitsy no izy :

( avy amin'ny teny "hitsy" = hamarinana, tsy fisian-diso) mpamaritra matoanteny: Teny enti-manamafy fa marina <==> tena, tokoa : Marina mihitsy ny voalazanao. / Tsy... mihitsy; tsy... velively: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny mpandainga.

Ny MIHINTSY dia tsy misy MIHITSY ao amin'ny voambolana malagasy.

Mahavariana ihany ny nametrahanao ilay fanontaniana satria mpampianatra ny taranja Malagasy no efa nanome anao ny valiny.

Amin'ny fiteny dia misy ny mampiasa ny hoe MIHITSINY na MAHITSINY ( izy mi/mahitsiny anie no nilaza izany e ! ) : diso ireo fa MIHITSY no fiteny.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 06 août 2015 - 15:46

Efa nisy nanokatra laza mikasika ny Teny Malagasy ao amin'ny "Tsy rariny kosa", ka mba tsy hiparitahan'ny fifanakalozana dia any no hitako fa tsara hanaovana ny sera.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: ok
Date: 07 août 2015 - 10:13

Narahiko tsara MIHITSY ny toro-hevitr'i Prof malagasy hatramin'izao kah!

Fa mba tiako hisy hamerina eto ny fanazavàna azy mba hanitsian'ny olona ny diso!
Misaotra e

Hivadika any @ "Tsy rariny...3 indray zany aho.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: leaza
Date: 07 août 2015 - 10:57

gasimandinika: marina daholo ny valinteny, fa mba ahoana hoy aho no hanoroana ny diso be dia be amin'ny gazety sy telé ireny eh, jereo moa ny lohateny amin'ny vaovao tele mandeha "defilement " ireny fa diso daholo. Ankoatra izay ahoana ny fahitanao ny "VITATSIKA" mety ve io sa "VITANTSIKA".

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 07 août 2015 - 11:58

Manolotra ny arahaba.

Leaza ===> any amin'ny "tsy rariny kosa e" ny valiny.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: razery
Date: 07 août 2015 - 15:26

ar maintenant sy n tout de suite

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 07 août 2015 - 16:53

A mon sens,et c'est d'une évidence, "maintenant" et "tout de suite" ne sont pas des mots malgaches.

Si vous désirez créer un sujet concernant la sémantique etc etc. de la langue française, rien ne vous empêche d'en créer.

En parler dans un sujet dédié à la langue malgache polluera le sujet en question.

Cordialement vôtre.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: dikany
Date: 08 août 2015 - 17:47

maintenant, now, anio, jetzt ( LASA, ANKEHITRINY)
aujourd'hui, today, androany, Heute (HO AVY)

Fa saingy Daty iray ihany.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimandinika
Date: 09 août 2015 - 12:27

Miarahaba.

Dikany ===>

1) - Miala tsiny fa tsy azonao ny hevitry ny laza :

"Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy "

2) - Diso marin-drano ny fanazavana nomenao,

ANIO = Mbola ho avy : "H"ividy akanjo aho ANIO

ANDROANY = efa lasa : "N"ividy akanjo aho ANDROANY

Hivereno vakiana ny fanazavana eo ambony eo.

LASA sy ANKEHITRINY hoy ianao = maintenant, now, anio, jetzt : ny lasa sy ankehitriny aza dia efa mifanipaka.

=================

Maintenant, now, jetzt : depuis quand ces mots veulent-ils dire : PASSÉ = LASA ? question

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: LENAMANA
Date: 11 août 2015 - 21:39

MISY KOA NY OLONA MANDISO FOANA NY HOE : TSY AZO >>>> HANAOVANA MALOTO, HIJANONANA, HIFOHANA SIGARA, .....HANARIANA TELE ETO.

NY MARINA DIA TSY ASIANA H NY TENY AORIAN`NY TSY AZO

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: kelybetratra
Date: 24 août 2015 - 00:44

Niakatra any ambony sy nidina any ambany tsy fiteny satria rehefa miakatra dia tsy maintsy any ambony izay fa tsy misy miakatra any ambany izanysad smileyex: lasa aiza izy teo? Lasa niakatra any izy)

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasymalahelo
Date: 24 août 2015 - 19:33

Voalohany fa tsy voalo na voalou
Faran'izay fa tsy farak'izay

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Mampionona
Date: 25 août 2015 - 11:47

"Voaloha" no tena izy saingy efa tsy mahay miteny gasy intsony ny ankizy ankehitrio : Satria voalohan-teraka fa tsy voalohanin-teraka etsetra ...

Mety mihitsy ny hoe "niakatra ambony" (cf SE SUICIDER) toy ny hoe "fiharian-karena"

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: vomanga
Date: 15 septembre 2015 - 13:40

mba azonareo hazavaina ve ny fampiasa ireto voan-teny 2 ireo: "azo" sy ny "afaka"

ohatra mankarary sofina be mantsy ilay maheno an'ilay hoe "tsy afaka ataonao ity kilalao ity... ohatra"

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: hic!
Date: 15 septembre 2015 - 18:14

manontany ilay mpampianatra hoe

azo sa tsy azo ?


mety mahasolo azy ve io afaka io?

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: mandiniha
Date: 17 septembre 2015 - 12:24

Na izany aza koa no fiteny fa tsy na izany ara : Ny ara dia refim-pandrefesan-tany tahaka ny hectares sy ny centiares ...

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Dangytsymat
Date: 17 septembre 2015 - 12:52

mandiniha>>>>Na izany "ary" koa no izy fa tsy "aza" izany e!
Very anie ny fitenintsika raha izao no mitohy e!

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: malaga
Date: 17 septembre 2015 - 19:34

Na izany aza kosa no fiteny e

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Dangytsymat
Date: 18 septembre 2015 - 12:22

malaga>>>"ary" no tena izy kah, fa ny fahazarana miteny no nahatonga no "aza" izay teny midika fandavana io "aza" io; hainareo ngamba ny hirana mpanakanto iray izay manao hoe"SAO HEVERINAO ADALA AZA AHO" izay tsy "aza" velively no izy fa "ARY"
zah tsy mahay literatiora tsy akory an!

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: J¤e
Date: 18 septembre 2015 - 14:50

DtM> na dia izany ary, ataovy ny devoara ry DtM a!

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: timon&pumbaa
Date: 28 septembre 2015 - 23:00

"Na...... aza" dia tena fampiasa tokoa @ teny malagasy! (même si.....)

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: MN'L
Date: 29 septembre 2015 - 14:58

Jereo fa samy hafa ireto:
-Sao heverinao adala ARY aho?
-Sao lazainareo hoe kely ARY io?
ARY no ampiasaina

sy ny hoe:
-Mihinàna fa na dia izany AZA,hamelao ny hafa.
-Mandehàna fa na izany AZA, modia malaky!
AZA indray no ampiasaina eo.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: ok
Date: 29 septembre 2015 - 16:19

MN'L > Ka tena samy hafa mihitsy ireo!

Ny resaka teo ambony dia ny fomba fampiasàna ny "NA...AZA".
Raha ireo ohatra nomenao ireo dia mbola manamafy fa "NA...AZA" no fiteny fa tsy "NA...ARY".

Ireo ohatra nomenao voalohany indray dia ny fampiasàna ny : "SAO...ARY".

Fa ohatry ny manohana ny voalazan'i "Dangytsymat" aho fa "NA...ARY" no tokony ho izy fa tsy "NA...AZA":

-NA dia izay teny kely zay ARY tsy vitanao manoratra

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: MN'L
Date: 30 septembre 2015 - 09:38

Ny tiako hiaviana dia ny hoe: samy manana ny fampiasana azy ny "Na...aza" sy ny "Na...ary".

Dangytsymaty mantsy manizingizina fa "na...ary" no fampiasa fa tsy "na...aza" @ fotoana rehetra.

Na dia izany aza, misaotra anareo rehetra mampianatra ny fanoratra sy fiteny malagasy!

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Teny Malagasy
Date: 27 novembre 2015 - 11:33

zakoko >
- "noho ny" raha hilaza antony
oh : miala tsiny amin'ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra .
noho ny loto manentsina ny tatatra no nahatonga ny tondra-drano

- "nohon'ny" : fampitahana
oh : tsy misy mahay mandeha nohon'ny akoho fa rehefa eo ambony sahafa solafaka ihany

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Classiko
Date: 07 décembre 2015 - 15:23

Ny sipa ve ry zareo fanafohezana ny hoe SIlam-PAnahy? sa mbola misy heviny miafina hafa.
mba izarao, misaotra. Classiko.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimalahelo
Date: 07 décembre 2015 - 23:13

gasimandinika=inona ilay "sujet" ao amin'ny "tsy rariny kosa" izany.

Voalohany sa voaloha no fiteny ?

Misaotra

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Classiko
Date: 08 décembre 2015 - 08:02

gasimalahelo,

Voalohany raha faha-1 ;
Voaloha raha Ar.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: J¤e
Date: 08 décembre 2015 - 08:48

VOALOHANY raha mitanisa laharana, ka ny lohalaharana no lazaina (araka io lazain'i Classiko io)

VOALOHA kosa dia tsy misy miitsy raha ny fahalalako azy.

VOALOA no fiteny sy fanoratra raha toa ka hilaza zavatra efa nohefaina ny sandany na ny vidiny.

oh: VOALOHANY ingahy Ratsimba raha handray andrakitra eto amin'ny fokotany, sady efa VOALOANY avokoa ny adidiny mandritra ny taona.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Classiko
Date: 08 décembre 2015 - 08:55

Marina ny an'i J¤e.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: J¤e
Date: 08 décembre 2015 - 09:29

Diso ny fijeriko iray teo aloha dia ny mahakasika ny VOALOHA:

Voambolana aradalana fiteny sy fanoratra ny VOALOHA. Misy fifangaroana betsaka ny fampiasantsika ny VOALOHANY sy ny VOALOHA, ka isan'ny mahatonga izany ny fiasan'ilay mpisolotena "...ny", toy ny hoe sakafoNY, volaNY.

Raha dinihina tsara dia, izay nahazo ny lohalaharana no atao hoe VOALOHA, dia mazava hoazy mitohy ny laharana; faharoa, fahatelo,...

Ny VOALOHANY kosa dia famaritana ny laharan'NY tiana holazaina, izay voafaritra mazava ao anatin'ny fehezanteny lazaina fa misy laharaha hafa ivelany. Mety hita ao koa ny fampitahana eo amin'ny laharana.

oh: VOALOHA ingahy Ratsimba raha handray andrakitra eto amin'ny fokotany.

oh: VOALOHANY ingahy Ratsimba raha handray andrakitra eto amin'ny fokotany, ingahy Rakoto kosa no FAHAROANY.

oh: Namoy ny ainy ilay renimpianakaviana rehefa niteraka ilay zaza fahaefany, Lahy ny zaza voalohany.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: ok
Date: 09 décembre 2015 - 13:59

J¤e > Tsy diso ny famaritana napetrakao teo aloha momban'ny "VOALOHANY" sy ny "VOALOHA".

"VOALOHANY" entina hamaritana ny laharana
"VOALOHA" kosa mitovy @ io ihany saingy tenim-paritra io fa tsy malagasy ôfisialy.

Amiko kosa tsy misy ny teny hoe "FAHAROANY"

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: rabeza
Date: 09 décembre 2015 - 14:11

Miarahaba anareo
ary ty ve efa itanareo?: "fasan-karàna" hoy ny soratra eny @taxi-be nefa ny marina dia tokony hoe "fasan'ny karàna"

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: gasimalahelo
Date: 14 décembre 2015 - 10:04

Toa mitovy ihany ireo fa tsy misy disoa ny fasan-karana ohatriny hoe tranom-biby sy ny tranon'ny biby.
Fa ny VOALOHANY amiko no fiteny raha milaza filaharana, voalohany, faharoa, etc. Fa ny VOALOHA zany dia tsy fiteny, ny VOALOA indray dia ohatra hoe voaloha ny vola.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Mamabe
Date: 14 décembre 2015 - 12:36

VOALOHANY no fiteny.
Fa rehefa manisa isika dia tandindonin'ilay hoe faharoa (voalohany, faharoa, fahatelo...), dia manajry miteny hoe voaloha, faharoa, fahatelo...

Fasan-karàna na fasan'ny karàna mety daholo ihany, arakaraka ny ampiasàna azy ao anaty fehezanteny.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: kazanov
Date: 15 décembre 2015 - 11:03

fasan-karana sy fasan'ny karana??? mety ho mariana daholo fa mety ho resaka phonétique koa no ampiasaina nohon'ny halavan'ny soratra eo @ solaitrakelin'ny taxi-be;
Fasan-Karana = Fasan'Karana. Asa anefa an!!!!!!

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Tie
Date: 16 décembre 2015 - 12:41

Ity koa mba misy teny mahasosotra ahy fa tenenin'ny olona (ankizy amin'ny ankapobeny) foana.

FATAO, efa zary fomba Fatao izany.
Tsy tokony hoe FANAO ve ?

Dia misy manao hoe fataotao, nefa oe manaonao foana no fiteny fa tsy hoe mataotao foana.

Disoy aho rahavako ra diso a !

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: kazanov
Date: 16 décembre 2015 - 16:29

gasy mandinika > Misy otrany tsy iraisako hevitra aminao ilay ery aloha be ary manao hoe:"tsotra ny valiny : tsy fampiasa ary tsy manaraka fitsipika ny "NOHON'NY".
Amiko manokana araka ny nampianarina anay taloha dia toy izao
NOHON'NY= à cause de
NOHO NY= par raport à

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: sendramandalo
Date: 16 décembre 2015 - 17:33

FATAO, efa zary fomba Fatao izany.
Tsy tokony hoe FANAO ve ?

Tie >>> marina ny anao hoe "FANAO " fiteny fa tsy "FATAO"

Fa le fehezanteninao indray : "Tsy tokony hoe FANAO ve ?" no tsy mety ka ahitsy toy izao "Tokony hoe FANAO " no izy

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: Mamabe
Date: 17 décembre 2015 - 12:48

Vao henoko notenen'ny olona androany:
Tsy azo IPETRARANA eo
Tsy haiko ny nahatonga an'io fa "IPETRAHANA" kosa no izy e.

Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: poisson
Date: 18 décembre 2015 - 09:26

Maninona moa no atao hoe "TOBIM-PAHASALAMANA" ny toerana fitsaboana marary fa tsy atao hoe "tobim-pahasalamana"
"RANO FISOTRO MADIO"! f'angaha moa misy ny "RANO FISOTRO MALOTO"? raha ny fandinihako azy dia tokony ho RANO MADIO FISOTRO. ny MADIO eto dia araka ny fahitan'ny maso azy, mangarangarana tsy misy loto, fa tsy ilay madio hoe tsy misy valan'aretina akory,iny tsy hitan'ny maso. RANO MADIO FISOTRO satria misy ny RANO MADIO TSY FISOTRO na tsy tokony hosotroina angamba no marimarina kokoa.




Options: Répondre
Re: Ato indray mba fifanoroana fanoratana sy fitenenana teny malagasy e
Par: kazanov
Date: 22 décembre 2015 - 13:58

poisson > tena misy kosa ny rano maloto fisotro e!, somary mandehana any atsimo any anie ianareo dia diniho tsara ny rano fosotron'izy ireo isanandro!! tena ranom-potaka tsotra izao.

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg