Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Mpihaino
Date: 16 octobre 2015 - 08:36

Heeee leretsy, nanamarika ny fahazazana iray manontolo ny RNM. Eo ampototr'ilay radio-cassette no andro rotokon'ny fotoana malalaka, miandry ilay hira tiana handeha na ilay fandaharana mahafinaritra. Betsaka ireo fandaharana tena nahafinaritra tao fa avelako ho ianareo no hilaza.

Fa ny ahy dia TANTARA no isan'ny tena nankafiziko, ary koa ny fandaharan'i LATIMIERA RANGERS.

Mbola mihaino ihany aho ankehintriny saingy tsapako fa tsy toy ny taloha intsony ny RNM. Ny soso kevitra arosoko dia aoka mba hijery fomba hafa mba hampafilotra ny fandaharana sy ny fihainoana ny onjam-peo RNM ny tompon'andraikitra ao fa hita hoe tsy ampy fikarakarana io harem-pirenena io.

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Ravony
Date: 19 octobre 2015 - 16:00

Mampalahelo fa na ny mpiserasera amin'ilay lohahevitra aza vitsy dia vitsy. Tsy mahagaga satria ny marina dia tsy miraharaha izany RNM izany ny olona mpisera amin'itony sehatra itony.Tena faible ny taux d'écoute e !


Ho ahy manokana dia tsy misy safidy loatra izahay aty lavitra aty fa io no radio azo henoina raha fitaizana na fanitaran-tsaina no tanjona.
Ny radios privées hafa mantsy dia dokam-boritra sy hira dridrangilo no henonao manontolo andro. Tsy misy fivelaran-tsaina na kely aza.

Matoa koa nefa ny olona tsy mihaino RNM firy intsony dia tena mankaleo ny mihaino ireo mpanao gazety na mpamaky lahatenin-gazety fa toa olona tsy manana hazon-damosina ny sasany fa toa manara-drenirano izay mpitondra mifandimby eo fotsiny. Tsy valin-teny amiko ny hoe radio-mpanjakana ka izy no tompony io fa tokony hanana fomba fijery mahitsy sy misy tanjona matotra izy ireo. Sao dia voatery any ambadika kosa aloha no tsy haiko e !

Mila maka inspiration amin'ny radios privées tsy miankina amin'ny antoko politika any an-drenivohitra ny RNM dia mety hisy fihatsarany kely io.
Ataovy ny recoupement fa misy antony matoa ambany dia ambany ny fihainoan'ny olona RNY n fijereny TVM any an-drenivohitra (Tsy Antananarivo ihany io).
Aza manao dian'ondry, mikofokofoka fa ny eo ihany no eo.

Misaotra

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Bib
Date: 19 octobre 2015 - 21:58

Tetsy sy teroa = amin'ny 01 sy sasany andeha hianatra fa Tonga ny lera

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Coolboy
Date: 20 octobre 2015 - 16:21

Tena marina ny hevitrao io.
Izaho no tena mpihaino RNM t@ mbola tsy nanana télé:
- indray andro hono
- tantaran'ny ankizy isaky ny alarobia hariva
- Caril Chesmann na Capitaine Balister ny asabotsy
- Latimer Ranger tany Ambondrombe
Amin'izao tsy misy ilana azy intsony fa na ny hirany sy ny qualité ny hira aza mampandositra.
Lavage de cerveau politique foana no atao ary tsy milaza ny hevitry ny hafa fa ny azy ihany, dia aleo izy ho eo

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: tsiaro
Date: 20 octobre 2015 - 17:51

ny ahy ny feon-kira famantarana no tiako. Ny mpanolotra ny fandaharana: Nirina, Harizaka Rasolo, Andry Ranoa, Tata Florent Max Albert... dia ny fandaharana indray: Haisoratra, rakitry ny lasa sy fanoitra ny ho avy alakamisy alina, fivoy asambotsy maraina (pangalana ilay feon-kira), antso fampandrenesana isan'andro alatsn-zoma @ 11 ora feon-kira jazz madagasikara ny lohateniny,

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Dihary
Date: 21 octobre 2015 - 08:28

Ny dihary isaky ny amin'ny 06ora sy sasany latsaka, alohan'ny vaovao. Feon-kira misioka iny. Raha mba misy mahafantatra ny lohatenin'iny feonkira iny dia mba alefaso eto ny lien azafady Tompoko, mba hahatsiarovana ilay atao hoe taom-bolamena.
Tsy ho avotra intsony io RNM io raha mbola miankina mivantana amin'ny fanjakana. Aleo rafitra mahaleo tena no hitantana azy.

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: ankapobeny
Date: 16 juin 2016 - 14:43

mihaino fandaharana antsika ny laka, na mankeny aminy RNM mints miaraka amin i saholimalala

isaky ny alahady maraina fandaharana ndao mba hiaraka aminay
sabotsy alina tantara de avy eo totorebika hatraminy 12h alina
max sy nirina , lera handehanana hianatra io tolakandro
indray andro hono
dokambarotra sy filazana miaraka aminy saholy sy linah rasamoelisaona iz zay
faly ery refa ts mianatra alarobia hariva fa ho enny aminy radio ndry ty fahazazako

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: goeva
Date: 17 juin 2016 - 21:07

Ny ahy le an i Latimer lalana sy havoana mena masoandro.De fandaharana Dany Rabemananjara dany a oh dooo

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: talle
Date: 21 juin 2016 - 12:25

Ny ahy le fandaharana TALENTAKO no tena tiko t@ izany. Lasa mpanao poezia aho taty aoriana.
mba nankaiza ary izay Josette, lay tompon'ny fandaharana ?????

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Ndriii
Date: 27 juin 2016 - 20:42

Ary ilay hoe"sakafonao anio ramatoa" tiako be eee!mampatsiaro fahazazana

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: tia fahiny
Date: 29 juin 2016 - 11:13

ny ahy ry reto le fandaharana kalon'ny fahiny tena tiko be, mihaino ny hirann-randrianary ratinarivo, therack, kintana telo ......

Refa atoandro ndray mihazakazaka mody haingana refa mirava amin'ny 12ora fa maika ihaino ny hira alefan-Drandrianomanana : Abel Ratsimba, Railovy, ..... tena tsara e

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: ntswoa
Date: 29 juin 2016 - 13:04

Ny ahy le "Kou1 ko kou1" iny an! tets s tero mo n ten anaran'lay fandaharana iny; izhay taloh ts maazo miala ao atrano oe ande ianatra ra ts taptr mits iny f lazain'mamanay f tong alo b any apenarana ftsny ono de varin-dalalao d manjary adino ndray n lesona ef nianarana ! Ar mbol mis v iz iny e?

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: zilipin
Date: 06 juillet 2016 - 00:42

....Ny ahy ireto...
- Ny didy aman-dalana= nahafantarana ny lalàna reherta teto amintsika...tena mahay manazava mihintsy ato Rakotomanana Honoré

-Tamin'ny mbola kely dia misy ilay hgoe...Hevitrra tsy azo mampihazohazo...mandefa taratsy misy fanontaniana any ianao...dia misy manazava sy mamaly anao ao...anisan'izany koa Atoa Rakotomanana Honoré

-Oh ry Vahoka ê......fotoan'ny Vondrom-bahoka hitsinjaram-pahefana=nandrerensana ny feon'ny Ampy Portos sy Elia Ramiadason=mpanolotra ny fandaharana....=rehefa lal`na dia lalàna ...miaraka amn'ilay feo tahaka ny te hitomany izany....hihihi

- Taona Zina...nandrenesana ny vaovoa avy any Antsihanaka

- ny vaovao isam-paritany isan'andro..ilay miovaova...

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: anthologie
Date: 10 juillet 2016 - 21:20

ny anthologie du mistere koa nanamarika a t@ RNM .
de Lalana sy havoana mena masoandro tena ohatra ny oe any atoerana mihitsy ny tena ny fitantaran'i Latimer azy.

Ny feon'my fahasalamana @ 6 sy 10.

ny feoni Sabine R.... milaza vaovao

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: The Rock
Date: 13 juillet 2016 - 12:11

Ilay feon-kira @ 13h 30 no mbola tsaroako foana, mampatsiahy zavatra betsaka t@ fahazazàna. Raha vao maneno iny dia efa miomana ny hiverina any an-tsekoly.

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Padrouga
Date: 21 juillet 2016 - 15:58

Tena mitovy @ Coolboy mihitsy aho fa ny ahy koa dia ireto no tena nankafiziko :
- indray andro hono
- tantaran'ny ankizy isaky ny alarobia hariva
- Caril Chesmann na Jubeda ny asabotsy
- Latimer Ranger tany Ambondrombe

Tsy andry ery ny sabotsy alina hihainoana tantara , dia misitrika ao anaty bodofotsy rehefa mampitaintaina na mampatahotra , ndriiii taloha mantsy izany !

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Tetsy sy teroa
Date: 24 juillet 2016 - 05:32

Mbola Classe terminal aho tany @ taona 1988 tany no maka repere hialana ao an-trano ao Ampefiloha mamonjy Julf rehefa manomboka mandeha ny emission "Tetsy sy Teroa" @ 13h30.

Efa aty ivelany izahay izao no monina, dia sendra nananihany aho nanao ilay mozika famantarana dia notohizan'ny zanako ilay izy. dia gaga aho nanontany azy hoe f'angaha fantatr'indry izany ? Dia novaliany tsara hoe renay matetika teny ambony taxibe t@ mbola classe primaire izany. Tany Mada manko ireo no nanao classe primaire fa efa secondaire daholo izy @ izao.

gaga aho fa hay mbola mandeha io emission io. Efa tsy nihaino RNM intsony vao nipoitra ny radio FM hafa rehetra

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: neninay
Date: 25 juillet 2016 - 07:45

ahatsiarovako ny fahazazako sambatra ny RNM satria ny feonkira famantarana rehetra dia efa hay tsianjery avokoa, rehefa mandeha ohatra ny diary dia mitsangana ao ampandriana. rehefa mandehailay feokira fanovana ondes iny dia mikoropaka ny rehetra manodina an'ilay bouton lehibe amin'ny radio mitady ny ondes vaovao. rehefa misy indray miseho dia atapy amin'ny masoandro ny piles so lany eo ampihainoana. nahantra izahay tamin'izany, nahantra nefa sambatra ery rehefa mihaino tantara ao anaty maizina (tofina ny labozia fa manjary lany fotsiny) amin'izao aho rehefa maheno hira ao ampandriana dia tena mangotika ny foko, matsiaro an'i dadanay efa maty, manina ny fahazazana efa lasa tsy iverina intsony. misy hira vitsivitsy tena mampilatsaka ny ranomasoko satria mampisy nostalgie be, matsiaro ny fotoana nihainoana RNM tamin'izay fotoana. Tsy hoe ny RNM moa no nahatsara na naharatsy ny fiainana fa isan'ny témoin an'ny fahazazako sambatra io radio io. andante an'i Abba, carry me like a fire in your heart...rehefa maheno an'ireny hira ireny aho dia tena manemboka be mihintsy

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Imagine
Date: 25 juillet 2016 - 20:54

Ny tantara isaky ny @ 1 ora sy fahefany koa tena tiako daholo!ohtran' ny hoe olona fantatra sy fianakaviana mihitsy ireo mpilalao tantara rehetra!sady tsara feo daholo

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Lycee
Date: 29 juillet 2016 - 09:58

Repere t@nianatra teny @college sy lycee:

- @5h:00 Mifoha, mahandro sakafo, miomana, mapirina fandriana, miborosy trano, mbola tsy misokatra ny antenne t@zany
- @6h:05 Feon'ny fahasalamana: Mila vita fiomanana
- @6h:10 Radio Scolaire: Mikaly
- @6h:20 Diary: Miborosy Nify
- @6h:30 Mandeh ny vaovao: Tsy maintsy miainga sao tara

- @12h25: Mandeh ny sary indray mipika: Tsy maintsy tonga any an-trano
- @12h30: Mandeh ny vaovao: Misakafo
- @13h00: Mandeh ny vaovao @teny frantsay: Lany ny sakafo dia mba makamaka aina sy mipetrapetraka kely
- @13h15: Miaino tantara
- @13h30: Mandeha ny tetsy sy teroa: Miainga, tsy miaino an'io fa manjary tara, fa refa mandeh eny an-dalana dia maheno @radio henoin'ny olona eny

**Misy fotoana tara ra ohatra ka misy fiovana: lavalava ny vaovao, lavalava ny tantara, tapaka ny jiro

Nahafinaritra t@zany e, io no niainanay mianadahy mandra-paha lehibenay afaka BACC

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: 86
Date: 03 août 2016 - 17:00

Début 1986 narary mafy ny dadanay ary efa nanao traitement tany an-trano fa lafo ny hopital na dia iantohan'ny fanjakana 100 isan-100 aza ny fitsaboana.

REhefa alahady dia mijanona miaraka aminy ao an'efitranony izahay dia samy mihaino radio. Nandeha t@ izany "Ndao mba hiaraka aminay" ary ny hira tena nankafiziny dia "Hay teo Foana i Kristy" t@ tonony manomboka @ hoe "Fatra-pitady hafaliana aho taloha tamin-java-boarara..."

NIara nihira ny refrain tao matetika izahay 4-mianaka.

Volana avril no lasa nodimandry izy. Isaky ny mihira an'io Hay teo foana i Kristy io aho dia mahatsiaro azy hatrany ary rehefa anniversaire-ko koa satria andro vitsy taorianan'ny nahafatesany ny anniversaire-ko.

Na izany aza tsy mitanondrika fa mitraka hatrany satria efa manana taranaka hampitaina koa

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Radoara
Date: 05 septembre 2016 - 20:23

Ny ahy indray dia nanamarika ny fahazazako sy ny hatanorako ny vehivavy 2: Eléonore Rasolfomanana zay maty vao haingana, Jeanne Rasoanarimalala. Nanabe, nitaiza, nanoro hevitra ary ataoko mihintsy hoe nanome "influence" t@ fitondrako tena,ny fahalalampomba sy zavatra maro hafa koa.

Ry Victor Rajoro, mpilaza vaovao, tonga ianao dia te hihaino satria manaitra ilay feo.

Ry Harinaivo sy Noro, nahatonga hankafy tononkalo sy feombaliha t@ ilay fandaharana mihantsa tononkalo ( asabotsy sa alahady alina ve?)

Ankoatr'ireo ry Vahandanitra @ tantara, Latimer sy ny reportages, nahatonga ny tena liana @ ilay tanindrazana?

Vitsivitsy ry zareo t@ izany ary "qualité" fa tsy "quantité"!

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Malagasy Radio
Date: 02 janvier 2017 - 14:19

Ny ahy koa nanamarika ahy Dadavy,
Mahafinaritra ery mihaino Ampitapitao miaraka amin'ny Ombilahy 200 rehefa Vacansy, ny olona manao Karatra na LOTO, eo ihany koa ny Angano rehefa alarobia hariva tsy mianatra,
Eo koa ny Tantara rehefa sabotsy hariva sy ny banjamalalaka ny Alina
Taty aoriana moa mbola nisy Faribolana Alakamisy hariva

Nahafinaritra fa saingy rehefa mampiomehy ny fitondrana dia mampiomehy koa ny Raki-panjakana rehetra e!!!!

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: gash
Date: 09 janvier 2017 - 23:52

Ny ahy indray;ny fahazazako dia fihainoana RNM , io no répère

Tantara @ 13h15na Sabotsy alina : Vandanitra , Solofo José , Clara,
Da willy ,Clotilde, Hardine ......betsaka izy fa tena mahay milalao an !!! ary ny tantara lalaovina tena roman mihintsy , kanefa tsy mi-choquer fa azo akana lesona ,
Alahady hariva ,kalon'ny fahiny , hira taloha be , feo mamantonalina ,Toko tapaka, vilany mitongilana (Lila kely sy Bema......)

Ny maraina ,dihary, feon'ny fahasalamana ,ny vehivavy (fandaharana momba ny fahaizana miaina )
Ny didy aman-dalàna ny hariva : raha te hahafantatra lalàna dia mandefa taratasy fotsiny dia valian'ny mpitsara ao anaty fandaharana, Mahafinaritra ery ny mihaino ny vaovao isam-paritra ny mba ahalalanao ny zava-misy any @faritany

Ny mozika sy ny hira moa dia mahafinaritra na avy aiza na avy aiza , satria artista tena manana talenta sy nanana aingam-panahy no manoratra ny tonony .

Ny mpilaza vaovao moa dia mahasarika daholo ny feony , mazava sady tsy mitanila fa milaza ny vaovao fa any amin'ny fandaharana hafa izy vao manao commentaires .

Ny cultures no hitako tena nisongadina t@ RNM t@ izany satria tsy misy afatsy io dia nisy fandaharana mahaliana foana , eny fa na dia mbola kely aza ny tena t@ izany dia liana mihaino an-Drasoabakobako miaraka amin'ny mama ao an-trano , ny angano sy arira , ny talentako , alarobia hariva moa dia tsy manky mihintsy .Betsaka ny azo lazaina fa dia indrisy sanatria ve dia vatatrano sisa ankehitriny !!!???

Mba omeo aina io RNM io , amboary ny grille rehetra , atao izay mahasarika ny olona ho tia mihaino azy ary ataovy mifanaraka am-pahendrena amin'ny toetr'andro ny fandaharana

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: pota
Date: 11 janvier 2017 - 13:54

Mampanembona ny.fahazazako sambatra izy izany na dia niaina taoa anaty fahatsorana t'ai antokantrano Dada sy.Mama ary.Feon'ny fahasalamana ,ndao mba hiaraka aminay,torohevitra mahasoa sy. ny.maro.tsy voatanisa izay hahatsiarovako ireo olona.tsy foiko indrindra

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Lifara
Date: 17 janvier 2017 - 14:08

Antsasakadin'ny protestanta, iza no mba manana na mahay ilay feonkira iny?

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: rodmada
Date: 23 janvier 2017 - 20:18

NY FANDAHARAN'I RALIARISON JEAN VICTOR KOA TSARA

DIA ILAY FANDAHARANA JAZZ KOA FA TSY TADIDIKO ILAY MPIANDRAIKITRA AZY.

DIA NY FEON'I DANIEL RANDRIAMARO SY RUPHIN RAKOTOMAHARO MITANTARA BAOLINA.

NY FEON'I SOLOFO JOSE, JOELINE, CLARA, CLOTHILDE, DAWILY, ZEZE, NAINA, ... TSY MANAM-PAHAROA.

NY TOKO TAPAKA VILANY MITONGILANA

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: MITOVITOVY
Date: 01 février 2017 - 15:19

Ohatrany mitovitovy daholo izy izany, fa ny RNM ny repère rehefa andeha hianatra taloha na maraina na antoandro, mahafinaritra ka. Na za @ zao ary mbola mihaino RNM isan- kariva no tsy reraka mitantara amin'ny zanako hoe rehefa mandeha zao dia miomana, sns sns e,

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: MITOVITOVY
Date: 01 février 2017 - 15:20

Isa- maraina fa tsy isan- kariva azafady

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: mir
Date: 08 février 2017 - 11:09

taloha ny RNM dia radio tsara inddra !!ny ahatsiarovako azy ity dia manome ora ho ahy oe ref mande ny feon ny fahasalamana ,diary ,ny lalana sy fifamoivoizana,betsaka e!f ny tetsy sy teroa no tena nanome top ho ahy ref any ampanaovana cours d mande iz io ka oe manao devoir sarotra iny d aleo alo mihaino an iny!!

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: rako
Date: 09 février 2017 - 10:41

Ireto no tiako:

- Tantara mitohy amin'ny 1 sy fefany
- tantara indray miseho am sabotsy am 8 alina
- Angano alakamisy hariva (dia avy eo niova alarobia hariva) am 6
- fandaharana rehfa i Clara, Joéline, Hary, Harinaivo, misy lehilahy iray izay koa fa tsy tadidiko, no mpanolotra. Ny hira alefandry zareo no tena tsara amin'izany.

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Mpihaino fahizany
Date: 09 février 2017 - 13:23

Ndao mba hiaraka aminay rehefa alahady

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: logane
Date: 26 mai 2017 - 14:32

Foaziko ity topic ty fa tiako: nena lé testy sy teroa d lé any dadavy !! eny ampiakarana ny fiakarana ho any @ Marim iny amzany, miaraka @ tablier bleu marine lava beu !!ny andro mamay b, enao t atory beu !! ny matière malagasin'ny Mme Odette!! mila iverina hody !! d ao ampianarana mijery eo ambaravarakely d mahita ny olona mandé eny @ arabe sy maheno ny hira alefan'ny trano ao ambadika...t ody faranzé mafy!! amzao a mihaino rehefa ao atrano tsy miasa iny fa dia misy tamberina b mits ny taloha...tsy mbola nalala problème afa-tsy ny devoir tsy vita sy ny lesona tsy hay !!

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Be de be
Date: 31 mai 2017 - 10:03

Le mozikan'ny tetsy sy teroa midika fa andeha ianatra. Ny tantara miaraka amin'ny feon-dry Solofo José, Vahandanitra, Clara, Clotilde, gege rasamoelina, etc. Rehefa le Dr X izay no nanoratra an'ilay tantara dia miomana fa thriller be.
Tadidiko ko ry dadabeanay mihaino baolina, vonona ny feon'ny télé dia ny feon'ny commentateurs an'ny rnm no ienony baolina.

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Bekakana
Date: 01 juin 2017 - 10:53

Zavatra roa no tena natadidiavako ny RNM fahiny:
-Toko tapaka, vilany mitongilana... (Fandaharana hatsikana nataon-dry dawilly, clara, vahan-danitra sns... io) satria anjarako ny mapakatra ny volume.
-O ry vahoaka e... (Fanadaharan i Portos) satria anjarako ny mamono ny radio ravao mande io.
Fa fier ery za tamizany nomen-drabaina andraikitra am radio. Dokafany kely hoe mpiasan-dradio hono za de faly ery.

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: RTM
Date: 05 juillet 2017 - 16:10

-Feon'ny Fahasalamana-Radio Scolaire - Diary: Refa tapitra ireo tsy maintsy miala ao an-trano fa sao tara

-Fandaharana Andry sy Kiady, tsy tsaroako le mpanolotra anankiray fa i Andry Ranoa no nifandimby taminy tao isaky ny Talata sy Alakamisy, tany ho any @taona 1992-1997 tany ho any: Tantara izy io fa misy introduction sy conclusion kely foana refa @farany, matetika tantara nosoratan'i Ranoason zanany foana no mandeh ao.

-Tantara refa sabotsy @8h30, vitaina aloha be ny raharaha de manao douche satria hifoha maraina handeh hianatra sekoly alahady rapitso, de vonoina ny jiro de mamonjy fandriana mihaino tantara

-Tsindro-paingotra refa alahady @5 hariva

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: Mpivahiny
Date: 19 juillet 2017 - 00:23

"Where The Rainbow Ends de Tommy Whistler"

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: tsimahafoy
Date: 28 août 2017 - 08:10

Mahafinaritra e smiling smiley hay kay mba misy ihany isika tsy nahafoy ny rnm taloha. "rtm" izy t@ zany fotoana satria mbola nitamabatra ny logo radio sy télé, tena vakoka malagasy tokoa siangy indrisy fa nosedrain'ny tantara sy ny fotoana ka niova endrika tanteraka. Misy fahatsiarovana tsy hay adino sy mahalatsa-dranomaso efa voalazanareo ny ankabeazany ... indray andro hono, alakamisy hariva t@ zany, latimer rangers, ampy porotos, ry daday, ny tanatara, antsasakadin'ny protestanta, miampy ireo hiran'ny dokambarotra taloha (ohatra : ny kiraro bata, librairie mixte, alim-pandihizana miaraka @ orchestre daat/capsat ...) ny fandaharam-paritra isaky ny hariva @ roa, ny fitantarana baolina kitra... niaraka tamin'ny fiainantsika mihitsy ny rtm t@ zany. Misy feon-kira tsy adino nefa tsy heno intsony mihitsy. Koloy ao anatitsika fa nisy fitaizana tena nentina teo @ fiaianana. Mirary soa ho antsika rehetra eee

Options: Répondre
Re: Inona ny fandaharana RNM nanamarika anareo na ahatsiarovanareo io onjam-peo io??? Mbola mihaino ve ianareo ankehintriny?? Mbola tsapanareo hoe ao ihany ve ilay "magie d'antan de la RNM" ??? Soso-kevitra hanatsarana azy!!!
Par: sombin-tantara
Date: 22 septembre 2017 - 09:54

- sombin-tantara Sophie Ravelomanantsoa (tantarao hoe)
- TETSY SY TEROA
- SARY INDRAY-MIPIKA
- TANTARA ASABOTSY ALINA (Matetika mampalahelo na mampatahotra).......NOSTALGIQUE

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg