Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: rouv
Date: 24 octobre 2015 - 14:31

ireto no mampiomehy ahy:
- Samson ilay nibata ny vavahadian'ny tanana ao @ mpitsara. Raha tsy nanana pouvoir avy @Atra Samson dia hotran'ny angano ilay izy.
- dia hoy Jesosy "izaho no mofon'aina izay mihinana ny nofoko dia.... dia hoy ny olona atao ahoana no fihinana ny nofon'ilehio. Ireo olona niteny ireo izany mieritreritra hoe olombelona tsotra Jesosy dia atao ahoana no fihinanana ny nofony.
- Ilay hoe nisy 7 mirahalahy nanambady vhv 1 dia avy eo maty dia nanambady ilay vhv ilay zandriny faharoa dia maty dia toy izany koa ny fahatelo ary tapitra nanambady azy avokoa izy fito ary farany dia maty ilay vhv dia hoy ilay mpanontany "iza @ izy 7 no ho vadin'ilay vhv @ fitsanganan'ny maty".
- Ilay voalazan'ny epistily hoe "ny alika no miverina @ naloany ary ny kisoavavy nisasa nihosopotaka indray

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: abela
Date: 24 octobre 2015 - 17:40

Ary ilay hoe : " mofo dimy sy hazandrano roa nahavoky ny vahoaka nanatrika , sady nisy ambiny indray " , fa rehefa ilay tsy misy n'in'ina ao an-trano dia ohatry ny lasa saina hoe ahoana tokoa ary izany . ?????tena mmampieritreritra sa illusion , mampme e!!!!!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: TenWords
Date: 26 octobre 2015 - 12:25

rouv + abela >>> ireo resahanareo rehetra ireo raha eo anatrehan'ny olona @zao andro iainantsika izao dia anganongano sy tsy mitombina avokoa, fa ireo dia tena mbola misy ary tanteraka avokoa satria misy Andriamanitra (=Jehovah= Adonai=Elohim...)

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: préza
Date: 26 octobre 2015 - 13:56

mpiray finoana amin'iry Poopy angaha TenWords?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: douuuuu
Date: 26 octobre 2015 - 14:38

préza >>> na i tic tac douuuu

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: TenWords
Date: 27 octobre 2015 - 10:52

préza >>> ry Poopy toa tsy kristianina an! raha iny lafiny iny zany tsy iarahana mihtsy fa saingy mahagaga fa efa mba kristianina ihany taloha, sa ve hoE tsy azo ilay Teny voambara na tena tsy hay mihitsy ny nandray azy ka dia naleo nihizingizina t@ didy sy lalàna izay tsy ahazoana famonjéna? dia aiza ny fitiavana nefa io no anton'ny didy rehetra? aleo ve maso solon'ny maso...?

douuuuu >>> ry Kohen ve? ohatry ny tsy mino ilay sorona indray mandeha teo amin'ny Hazo Fijaliana koa ry zareo ireny ka dia tena lavitry ny afo ny kitay E!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: mianatra*
Date: 28 juin 2016 - 17:48

* safo-drano ( biby madio sy ny biby maloto)

ao amin'ny genesisy 7, nasaina naka biby madio sy tsy madio ry Noa nefa ny lalàna mikasika ny biby madio sy tsy madio dia nomena tamin'ny andron'ny Mosesy?


* Miaramila etiopiana miisa 1 tapitrisa handeha hiady (2 tantara 14)

mba firy ny miaramila gasy sy frantsay amin'izao?

...

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: mianatra*
Date: 28 juin 2016 - 17:57

*Nitaingina boriky sa zana-boriky sa izy roa i Jesosy?

ao @ marka 11 dia zana-boriky ihany no notaigenany

ao @ matio 21 dia ny reniny sy ny zanany no notaigenany => hoatran'ny hoe misy cirque hafahafa izany?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: OatsyToera
Date: 04 juillet 2016 - 12:34

Ny hitako mampihomehy dia hita fa Fisaka ny tany raha jerena ny baiboly fa tsy boribory izany. Ny siansa tsy azo hovaina fa ny fampianarana baiboly afaka hovaina.

Terena hifanaraka tsotra izao ny baiboly sy ny siansa ami'ny finoana sasany

-----------
Matio 4:8 Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny

~~> Fisaka ny tany matoa hita avy eny ambonin'ny tendrombohitra avo be ny fanjakana rehetra maneran-tany

-----------
Ny baiboly koa milaza fa rehefa hiverina eny amin'ny rahon'ny lanitra i Jesosy dia hahita azy ny maso rehetra hahita azy!

~~> Midika izany fa fisaka ny tany

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: kaina+
Date: 04 juillet 2016 - 15:02

abela :

ozy enao

Ary ilay hoe : " mofo dimy sy hazandrano roa nahavoky ny vahoaka nanatrika , sady nisy ambiny indray " , fa rehefa ilay tsy misy n'in'ina ao an-trano dia ohatry ny lasa saina hoe ahoana tokoa ary izany . ?????tena mmampieritreritra sa illusion , mampme e!!!!!


Fa nga nisy tsy nihinana no nisy ambiny ilay izy?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: zakoae
Date: 05 juillet 2016 - 14:48

OatsyToera >>> Efa ela mihitsy aho no nandinika an'io fa ny ahy indray dia izao : aiza ny repère raha hiakatra any an-danitra satria raha ny any amin'ny pôle nord no miakatra dia midina ny fiantson'ny avy any amin'ny pôle sud azy ! ary raha ny any amin'ny pôle sud no miakatra dia midina any an-danitra ve hoy ry zareo any amin'ny pôle nord ?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: Looooooool
Date: 07 juillet 2016 - 15:59

ar aona mo zany le we ze manota de lasa any @ afobe de rzareo any Pôle nord ve tsy zarany aza mitanina afo de aleony manota doly
sa makany @ frigo be ze manota any Pôle Nord????

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: vh
Date: 07 juillet 2016 - 16:27

Ny ahy zao no tsy azoko an-tsaina mihitsy hoe ahoana no fomba nitondràna ny biby rehetra ho ao anaty sambo? Nosarahana ny predateurs sy ny proies ve? Dia ahoana ny sakafony? Sa mety nisy biby efa lany tamingana noho io tantara io, mety hoe nohanin'izareo dia tsy nisy itsony hatramin'izao. Ary ahoana ny mikasika ny biby sady mivelona any anaty rano sy ety an-tany, toy ny voay, hyppopotame... Ny insecte ihany koa ve tao anaty lisitra?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: Minitel
Date: 10 juillet 2016 - 03:44

Isaia toko 36 and 12. Tsy hosoratako eto ilay izy fa mba asaiko karohanareo ao anaty baiboly.

Rehefa mamaky ianareo dia jereo ny renvoi en bas de page @ Baiboly dia hohitanareo ny tian'ny mpanoratra hambara

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: Kaina+
Date: 11 juillet 2016 - 14:45

Minitel : Isaia toko 36 and 12

Mbola tsy nisy olona nitory ahy an'io verset io

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: The Rock
Date: 13 juillet 2016 - 12:07

Ilay papelika sy mana latsaka avy any an-danitra no tena mahavariana ahy.
Tahaka ny mahafinaritra izany minana mofo "direct" avy any andanitra izany an!

Mba azonareo an-tsaina ve raha misy mana latsaka eny @ tunnel sy eny an-tsena na eny @ izay toerana misy matory @ alina ?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: vampire
Date: 13 juillet 2016 - 14:53

Hoy i Jesosy ao amin'ny jaona 6:54-55


-> Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany.

Fa ny nofoko no tena fihinana, ary ny rako no tena fisotro.

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: petakhorona
Date: 14 juillet 2016 - 10:57

aza lany andro manakatra ny ahavo lentan'ny soratra masina. Tsy takatry ny saintsika olombelona sy ny siansa mihitsy ny fitondran'Andriamanitra. Ny hany azontsika atao dia mino.

Fandalovana ny fianana antany, natao hanomanana ny fianana aorin'ny fahafatesana izy ity. ka ety antany no misedra olana maro, ety antany no miezaka manao zavatra tsara eo amin'ny fianana. Eny antsefatsefana eny no ahitanareo tantara mitovy amin'ireo lazainareo fa tsy takatry ny saina sy tsy mitombina ireo fa indraindray isika tsy mahatsapa izany. Ny ahy aloha dia izay ihany e, imbetsaka aho no sahirana arabola fa tena tamin'ny fomba tsy takatry ny saiko ary tsy haiko azavaina no nahatafavoaka ahy. Tsy resaka arabolana ihany no nahitako izany fa ohatra io.

Nefa na izany aza tsy azo atao filana aramaterialy mihitsy Andriamanitra toy ny fitoriana ataon'ny antokompinona hafa oe rehefa mankany ianao dia lasa mpanambe no tsy marary mihitsy. Tsy misy milaza izany ao anaty Baiboly ao fa au contraire aza milaza izy fa ety antany no ahitanareo fahoriana ka dia hoy aho oe ny Baiboly dia natao hampianatra antsika fomba fianana masina, marina sy andeha amin'ny lalana marina fa tsy hanao zavatra ratsy.

Mampianatra koa ireny ohatra ireny fa kely dia kely ny saintsika olombelona ka na hanao formule mathématique be dia be eo aza misy ny zavatra ny finoana ihany no manazava azy fa tsy science, amin'ny vie pratique io lazaiko io ary koa mampianatra antsika izy fa na iray aza tsy misy mahalala izay ambadik'ity fianana antany ity rehefa maty, ka tsy anjarantsika no midéfinir oe raha tonga ny fara- andro ary tsy maintsy ho tonga io dia avy eny antsinanana na avy any andrefana na eo ampovoany izy no ho hita ka hahita azy daholo ny olondrehetra.

Fehiny fa lava loatra, tsy dia mampiomehy mihitsy ireo ohatra omenareo ireo fa kosa mitondra antsika amina conclusion tsotra oe tsy takatry ny saintsika izany fa ny mety dia iaino ny anio, manaova ny tsara, aza adino fa tsy isika olombelona no nanorina ny tany ary tsy isika olombelona no manapaka ny date ifaranan'izao tontolo izao sy izay ao ambadika ao ka tsy takatsika zany.

Za tia rubrique humour fa ty sujet iray ty tsy humour. copain

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: tantely kely
Date: 14 juillet 2016 - 13:03

le juif dit : les chretiens et les musulmans ont tort
le chretien dit : les juifs les musulmans ont tort
le musulman dit : les juifs et les chretiens ont tort

l'athee dit : vous aves tous raison!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: ts mahay manisa
Date: 15 juillet 2016 - 17:31

Firy tsara hono ny vadin'ny mpanjaka Salomon???

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: kry
Date: 17 juillet 2016 - 18:07

Nisy vahiny tao amin-dry Lota ddia tadiavin'ny bandy tao sodoma ho petafana ny derikany dia hoe avoahy ry lerony ralota hohaninay à! Dia ozy tazy hoe reo rangaha ny zanako vavy 2 sady mbola d'or ny entany tonga dia viraviraonareo mianakavy any fa aleo ny vahin'ny bandy hilamina à!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: veloma
Date: 18 juillet 2016 - 11:16

Genesisy 3:8

 Ary nandre an'i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin'ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan'i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin'ny saha.


azo iafonana ve Andriamanitra?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: mianatra*
Date: 18 juillet 2016 - 15:10

Izao avy ny vorona tsy fihinànà


(Levitikosy 11:13-19)

« Ary izao no ho zava-betaveta aminareo amin'ny vorona ka tsy ho fihinanareo, fa zava-betaveta izy: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay »

« ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, »

« ary ny goaika rehetra, isan-karazany, »

« ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany, »

« ary ny vorondolo sy ny manarana sy ny vorondolo lehibe »

« ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika »

« sy ny vano sy ny vanobe, isan-karazany, ary ny takidara sy ny manavy. »smiling smiley

++++> Oay e , ny ramanavy hono dia karazana vorona raha araka ny filazan'ny baiboly an'azy e?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: Batman vorona
Date: 19 juillet 2016 - 17:48

mianatra* <<<<

Batman amin'izy ilay manidina iny koa zany voasokajy ho vorona raha izany?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: mianatra*
Date: 20 juillet 2016 - 13:09

Levitikosy 11:20

« Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo; »

++++> inona kay ny insectes manana tongotra efatra!!!



Levitikosy 11:27 « Ary izay rehetra mandeha amin'ny faladiany, amin'ny biby rehetra izay mandia tongotra efatra, dia zava-maloto aminareo; haloto mandra-paharivan'ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny. »

++++> maloto mandra-paharivan'ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny.

Levitikosy 11:28 « Ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ka haloto mandra-paharivan'ny andro; ho zava-maloto aminareo ireny. »

++++> soa ihany fa tsy mihatra intsony ireo lalàna ireo

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: mianatra*
Date: 21 juillet 2016 - 11:21

Asan'ny Apostoly 1:23-26

« Ary nanokana roa lahy izy, dia Josefa, atao hoe Barsabasy, izay atao hoe koa Josto, ary Matia. »

« Dia nivavaka izy ka nanao hoe: Hianao, Tompo ô, Izay mahalala ny fon'ny olona rehetra, asehoy izay nofidinao amin'izy roa lahy ireto, »

« mba hahazoany anjara amin'izao fanompoana sy ny mah'Apostoly izao, izay nialan'i Jodasy hankanesany any amin'ny fitoerany. »

« Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin'i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan'ny Apostoly iraika ambin'ny folo lahy. »

++++> Nosafidiana tamin'ny alalan'ny loka ny apositoly ho fanampin'ny 11 lahy

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: ravorombe
Date: 25 juillet 2016 - 14:29

mianatra* >

Si la chauve souris est un oiseau alors l'homme est un animal

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: badolahy
Date: 25 juillet 2016 - 16:51

nénà ndray lé 1 sy 1 any Jesosy sy satana iny:

satana: raha zanak'Andriamanitra marina ianao de ovay ho mofo iny vato iny!

Jesosy: ra devoly marina ianao dé ovay lasary reo bozaka ireo!

@ zay mofo lasary no wanina!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: badolahy
Date: 25 juillet 2016 - 16:53

ary lé wé fa manin Jesosy no tsy nilentika refa niampita ilay rano!

VALINY: Satria bateau no marik'ilay kapa nanaovany!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: gifle
Date: 12 août 2016 - 10:29

Matio 5:39

Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anareo; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.

=> Raha misy mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray



Jaona 18:22:Ary rehefa nilaza izany teny izany Izy, ny mpiandry raharaha anankiray izay nitsangana teo dia namely tahamaina* an'i Jesosy ka nanao hoe: Izany va no famalinao ny mpisoronabe? [*Na: tehina]

Jaona 18:23:Jesosy namaly azy hoe: Raha niteny ratsy Aho, ambarao izay ratsy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?

=> Fa ahona kosa inareo no mamely ahy tahamaina fa inona no ratsy nataoko?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: tradira
Date: 31 août 2016 - 17:14

Genesisy 1: 3-5 :”Koa niteny Andriamanitra+ hoe: “Aoka hisy mazava.” Dia nisy mazava.+ 4 Ary hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava. Dia nosarahin’Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.+ 5 Ary nantsoin’Andriamanitra hoe Andro+ ny mazava, fa Alina+ kosa ny maizina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro voalohany »

Genesisy1 : 14-19 : Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy zavatra manome hazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra mba hampisaraka ny andro sy ny alina.+ Ary ho famantarana izy ireny, sady hanondro fizaran-taona sy andro ary taona.+ 15 Ary hanome hazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra ireny, mba hanazava ny tany.”+ Dia nisy izany. 16 Ary nanomboka nanao ireo zavatra roa lehibe manome hazavana Andriamanitra, ka ilay lehibe kokoa hanjaka amin’ny andro, ary ilay kely kokoa hanjaka amin’ny alina, ary nanao ny kintana koa izy.+ 17 Koa nataon’Andriamanitra eo amin’ny habakabaky ny lanitra ireny mba hanazava ny tany,+ 18 sy hanjaka amin’ny andro sy amin’ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.+ 19 Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro fahefatra izany.


FANONTANIANA: Avy aiza izany ilay hazavana T@ andro voalohany t@ mbola tsy nisy masoandro???

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: Klaus
Date: 20 septembre 2016 - 16:27

Mba tsetsatsetra tsy aritra,

Tsy tadidiko ilay verset fa fantatrareo ilay tantara hoe :"... i Emannuel no atao anarany"..... Dia avy eo anefa otran Jesoa no anarany fa tsy emannuel... Sa Jésus Emannuel

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: kankan
Date: 01 novembre 2016 - 07:04

ary le levitikosy 18 toa tsy voateny ao mintsy ny cousine an!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: menarana kely
Date: 02 novembre 2016 - 11:57

Genesisy 3:1 Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon'i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon'Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin'ny saha?

Tamin'ny fahagola hono dia ny menarana no fetsy indrindra noho ny bibi-dia rehetra nataon'Andriamanitra

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: timon&pumbaa
Date: 05 novembre 2016 - 20:34

"Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin'ny menarana: Satria nanao izany hianao, koa amin'ny biby fiompy rehetra sy ny bibi-dia rehetra dia hianao no voaozona: ny kibonao no handehananao, ary vovo-tany no hohaninao amin'ny andro rehetra hiainanao."

Ary nitsangana zany reny menarana reny t@ voalohany an clap

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: T ahotra
Date: 06 novembre 2016 - 08:59

timon&pumbaa<<<manpihomehy koa ianao an,ary mety hampatahotra ny mahita ireny bibilava
Ireny ,mitsangana an ,lol.

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: zefakel
Date: 11 novembre 2016 - 08:21

iza moa izany no badin'i kaina s'y abela:ny anabaviny? de nifototra izany zareo ka nahatonga le hoe"fahotana t@ fototra"refa le manao batemy

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: hi!hi!hi
Date: 11 novembre 2016 - 08:37

zefakel>> Tsaroko nanao sekoly alahady aho; dia io mihitsy ny fanontaniana napetrako. Ny vadin-Rapasy moa no nampianatra anay, tezitra be izy ary noravany aloha ny fampianarana. Nampiantsoana mihitsy ny RAD !!!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: skeptic!
Date: 16 novembre 2016 - 10:02

Asan'ny Apostoly 13:11

Ary, indro, ankehitriny ny tanan'ny Tompo hamely an'ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha

...Enjana koa ry Paoly...

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: rabsake
Date: 16 novembre 2016 - 23:19

2 Mpanjaka 18 : 27
Fa hoy Rabsake taminy: Moa ho amin’ ny tomponao sy hianao akory va no nanirahan’ ny tompoko ahy hilaza izao teny izao, fa tsy ho amin’ ny olona izay mipetraka eny ambonin’ ny mànda, hihinanany izay tsy fihinany sy hisotroany izay tsy fisotrony miaraka aminareo?

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: lasa saina
Date: 22 février 2017 - 14:58

ny nahalasa saina sy nampihomehy ahy androany dia ito andininy ito

Eksodosy 4:24 Ary nony tany an-dalana tao amin'ny fandriam-bahiny izy, dia nitsena azy Jehovah ka nitady hamono azy.


***nitady hamono an'i Mosesy i Jehovah**

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: iehh !
Date: 22 février 2017 - 22:00

Izay zany koa. Mazava be io.

Fa tsy izy daholo ve no mahatonga ireny maty ireny, araka ny fandaminany eh ?

Fanontaniana apetrako io, azafady.

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: trinity
Date: 13 mars 2017 - 10:48

miresaka samy irery i Jehovah

Ary Jehovah nandatsaka tamin'i Sodoma sy Gomora solifara sy afo, avy tamin'i Jehovah tany an-danitra, (Genesisy 19:24 )

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: abela
Date: 15 mars 2017 - 01:07

Ny mpivavaka malagasy ve tsy ahavita ny nataon'i Mosesy ?? nopehany fotsiny sy nahinjiny ny tehina fa tonga dia nisokatra ny ranomasina , maina ny tany , tafavoaka ny zanak'Israely !!

Izy irery isika firy tapitrisa ?? ôtsan'ny henjana ihany ny finoan'ilay Rangahy iny an !!! hors normes !!!!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: ZA ZANY
Date: 17 mars 2017 - 09:58

Ary mahatadidy toko sy andinin-tsoratra masina daholo ny ato anaty forum a! Tsara fa tohizo

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: abela
Date: 17 mars 2017 - 11:24

Ilay hoe Daniela sy ny namany tsy nanaiky nihohoka tamin'ny mpanjaka moa ilay tantara, fa tonga dia natsofoka tao anaty lafaoro mirehitra afo !! de avy eo nivoaka tsy nisy maratra , nadoboka any anaty lavaky ny liona fa nivoaka mora fa tsy maty , tena miaky aho e, zaho ve rangahy , voakasoky ny fera ny tanana , fa mikiakiaka toy ny inona , na vao anantonan'ny alika fa mila handositra , tsy mahahetsika fa vao maika izy mandrongatra !!!!!. Tena hery puissance e!!

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: skeptic!
Date: 17 mars 2017 - 16:30

Nomery 5:11-31

Rehefa ahiahiany ny vehivavy hoe sao dia niaraka tamin'ny olona tsy vadiny dia ampisotroina zavatra mangidy.
Ka raha tena mitombina ilay ahiahy dia hivonto ny kibon-dravehivavy..
Raha tsy mitombona kosa ilay ahiahy dia anan'anaka izy..



Nomery 12

I Arona sy Miriama nanome tsiny an'i Mosesy.
Dia Miriama ihany no lasa boka fa i Arona tsy naninona

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: skeptic!
Date: 02 juin 2017 - 11:08

Hoy i Paoly

Asan'ny Apostoly 20:35 ...ka hahatsiaro ny tenin'i Jesosy Tompo, izay manao hoe: Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.


Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray laugh

Tsara ilay izay saingy i Paoly tsy vavolombelona nanatri-maso an'i Jesosy no
tsy hita ao amin'ny baiboly io teny io

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: nyfeo
Date: 13 juin 2017 - 11:26

ao @ genesisi rhf nampadalovan teo @ Adam ny biby rht dia tsy nis sahaza azy, dia nanamboran Atr an i Eva izy, rh izan mou zany no naita rajako na elephate, na hafa izy dia oe ty no mety amiko dia asa zay race ntsik olobelon, mety ho biby olon ve ? asa, hiii

Options: Répondre
Re: teny na tantara mampihomehy ao anaty baiboly
Par: vorombe
Date: 13 juin 2017 - 16:44

nyfeo >

d refa tsy hita ihany zay vady sahaza an'i Adama
d refa natory i Adama d nojokojokoin'Andriamanitra mba haka ny taolan tehezany hanamboarana vady an'i Adama d i Eva

d mbola misy ihany @zao olona mino fa tsy ampy iray ny taolan-tehezan'ny lela raha ampitahana amin'ny vevavy

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg