Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: vazo
Date: 30 octobre 2015 - 18:19

Surement, mba samy manana ny hira akafiziny manokana isika
misy hira ohatra tsy malaza mihitsy na hira tsy dia faheno @radio/tv nefa tianao be

Alefaso ary

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: vazo
Date: 30 octobre 2015 - 20:37

atomboko ary ny ahy ny santionany:

Hira Malagasy:
- Baban'i Rokia (Rira)
- ny hafanàna (Jeannot Razakandrainy)
- Na dia lavitra, sy feno fandrika aza ... (Rossy)
- ankalazaina (kelly rajerison)
- fomban'ny lhl manambola mampirafy (Michel Patrick )
...

Hira frantsay:

- tout ce qui nous sépare (Jil Caplan)
- Laziza (Daniel Balavoine)
- Josiane (Gold)
- la vie par procuration (JJ Goldman)
- encore et encore (F. Cabrel )
- La mer / Douce France (charles trenet)
- et pourtant (charles aznavour)

...

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: sady tononkalo
Date: 01 novembre 2015 - 09:57

sound
ekeeeko
Fa miiiisy
ekeeeko fa misy veloma mangidy tokoooa
ataaao ... @maaty !
atao @maty harahina saona
fa faara ... veloooma
fa fara veloma mangidy tokoa
fa fara veloma mangidy tokoa
ho an'ny velona izay tsy afaka mihaona sound

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: googleuz
Date: 01 novembre 2015 - 13:12

hitako nisy niresaka tao am facebook ilay hiran'i Rabenaivo Charles hoe Ny vola dia notadiaviko tao am youtube. hira mbola tsy henoko hatrizay sady ohatrany mivalambalana zany nefa dia tsy afaka ato ambavako

Tadiavo ny vola rahavana
fa izy no tena ilaina
ka n'inon'inona atao
ny vola no fototry ny aina

ny manambola ra maty
dia maro mpandevina
ny tsy manambola raha maty
sao areti-mifidra

sns sns

tena marina ny zavatra lazain'ilay hira na dia délicat aza ilay thème miresaka vola

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: tafasydinika
Date: 02 novembre 2015 - 23:01

N'aiza n'aiza misy ahy
Tononkira no eo ambavako
Tsikitsikin-jazakely
No andravaka ny tavako
Kana zovy no andrafy
N'iza n'iza ampimalo
Ny fiainako rehetra
Hi fenoiko kalokalo

Narisoa (ny hirako)
Mangoritsina fona aho refa maheno io hiran'i narisoa io

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: EMO-tion
Date: 03 novembre 2015 - 11:11

- Ikala bozy (Rossy)
- vavaka (Raberanto)
- Barinety (Rastefa)
- Raiki-pitia (Kamary)
- Mpikobaka (Ifanihy)

hira vazaha:
- Life for rent (Dido)*
- Toy soldiers (Martika)
- Don't Stop Believin'(Journey)

Asiana beks glacé sy tohana, tsis mpanakotaba mihaino an reo hira reo fa OOUAAAAAYY!

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: robera
Date: 03 novembre 2015 - 11:54

maro dia maro e, misy aza moa zara reaha mba enoko tamin'ny radio mihitsy nefa dia tiako be (ireo hira efa antitra be) :

- Stairway to heaven (Led Zeppelin)
- Too much love will kill you (Queen)
- Méditation (Sareraka)
- sns.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: t@ mbola sexy
Date: 03 novembre 2015 - 13:30

ny eritreritro efa nandeha
lasa lavitra
nantsoiko hoe avia miverena
fa diso lalana

...


TIF A TIF

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: L'am
Date: 03 novembre 2015 - 22:23

Eeeny,eny lanja-miakatra hatrany ny fiainan'ny olombelonaaa,kaaa,tsy maintsy miezaka sady milofo @ fitadiavana vola sy harena mbaaa ho antokin'ny ho avy eeee. FEO GASY

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Chauffeur taxi brose
Date: 04 novembre 2015 - 10:43

JULIO EGLESIAS: Chez les manque eau (angamba no lohateniny fa tsy dia mahay teny frantsay loatra ny tenanay)

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Aventurier2
Date: 05 novembre 2015 - 17:27

Le hiran'i Rackiky oe "Soso" sa "Chouchou" reveko be fa sivanin'i radio rehetra ts alefany mihtsy.
Mis oe Soso a...
Tadidinao ve indray andro iny...ny fandriana nikonaina, ianao nitaraina, izaho ritra ranonaina....

Masaka zan vazo zan

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: J¤e
Date: 06 novembre 2015 - 08:58

"kiombiomby" (Tselonina)
- Tena miteny io hira io ry zalahay izay mbola tsy naheno fa mba trandraho a!

Sao dia mba misy hijery tselonina ato rahariva dia mba mety mihaona any an.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: The Rock
Date: 06 novembre 2015 - 10:48

Aiza d am firy zan pro zan manafo?

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: J¤e
Date: 06 novembre 2015 - 12:04

Any am culina Ivato izany Tselonina izany rahariva, tsy haiko na @ firy fa toa cabaret a!

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: RANY
Date: 10 novembre 2015 - 12:20

Par: sady tononkalo
Date: 01 novembre 2015 - 09:57

sound
ekeeeko
Fa miiiisy
ekeeeko fa misy veloma mangidy tokoooa
ataaao ... @maaty !
atao @maty harahina saona
fa faara ... veloooma
fa fara veloma mangidy KOKOA
fa fara veloma mangidy KOKOA
ho an'ny velona izay tsy afaka mihaona sound


misy diso kely ny tononkiranao sy fihiran'ny olona azy, ary tena manova tanteraka ny tian'ny lahatsoratra ambara, nefa TENY IRAY no diso : KOKOA fa tsy TOKOA no ORIGINAL hitako tamin'ny boky.


=> izany hoe : "ekena fa mafy noho ny fisarahana @ fahafatesana fa mbola mangidy kokoa ny fisarahana @ samy velona" no tian'ny mpanoratra ambara.

Tsetsatsetsa tsy aritra fa na izany aza tena tsara ilay hira, tsotra ary mampihetsim-po foana.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: tena lina
Date: 10 novembre 2015 - 15:34

sokisoky fa ts haiko le pihira

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: lemahefa
Date: 12 novembre 2015 - 10:27

Romule : Noho ireo sombinaina
Mimi Rafrah : Tolory tanana
Jonny Rafah : Rabodoniarivo
Narisoa : Aleo mangina

......

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: bitre
Date: 12 novembre 2015 - 12:23

Mamamasera Dama

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: vaokely
Date: 13 novembre 2015 - 13:21

Ny nanahary: ...maninona ary isika moa e, raha mifankatia. dia hiaraka eny foana
raha izany no tianao, hiaraka eny foana foana raha tianao. (Rehefa tia angamba no titre)

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: narisoa
Date: 16 novembre 2015 - 16:30

ny ahy ny hiran'ny narisoa tiko doly
ALEO MANGINA
Mafy angaha ny manadino ny fitiavako
No dia mila ho isanandro izao ny taratasinao
........
lasa ianao tsy noterena, fitia tsy azo ifanerena
.....
mbola ho alefako eto ny tonony amin'ny manaraka na izay mahalala dia mba alefaso

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Nikantoh
Date: 17 novembre 2015 - 16:28

narisoa a, mba alefaso eto oe ny tonon'io hira io. Tena tian'i dadanay daholo ny hiran i narisoa dia mba tiako ho vakiana ilay izy satria mbola kely zaho tamizany. Dadanay efa nandao ny tany tamin'ny 20 taona lasa.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: lemahefa
Date: 18 novembre 2015 - 13:26

Mafy angaha ny manadino ny fitiavako
toa mila ho isan'andro izao ny taratasinao.
Mafy angaha ny aditsainao fa sara_tiana
toa reko izao fa fijaliana ny fiainanao,
hivavaka aho mba ho anao
hanampy anao raha azo atao.
Hitady izay hisolo ahy,hiadananao
tsy andatsa akory sanatria
ny nanaovako ity hira ity;
fa ny alahelo anao nandao,
kanefa toina izao,
isika anie tsy noterena raha niara_dia,
niala ianao dia tanteraho,
fa zonao izany.
Ianao vao iainga teto tsaroako ery lay fihetsikao,
mizahozaho fa hoe handao.
Lasa ianao tsy hofefena,
fitia tsy azo ifanerena.
Soa fa rava ny @tsika fa hay lalao.
Tsy halozana sanatria,
ny nanoratako ity
fa ny ahatsiarovako ny lasa teo anilanao.
Aza asiana teny intsony raha ny amiko.
Izay mahasoa ny fiainanao zay atao.
Tsy misy anjaranao intsony ny fitiavako,
fa hivavaka aho mba ho anao,
hanampy anao raha azo atao,
ho tojo iray zay tena sahaza anao,
tsy haneso akory sanatria,
no nanaovako ity hira ity
fa ny ahafantaranao mazava ny ao am_poko ao.
Niala ianao tsy noterena fa sitrakao.
Tsy misy filazana akory,
zay hisy anao.
Dia nino ary aho fa efa nisy handray anao,
izao anefa,tonga ianao ifona indray
tsy ankizy aho ka hilalao
hilalao fitiavana aminao,
mbola averiko eto indray:
foiko ianao
aoka koa mba tsy ho tsiny
ny tsy hamaliako anao intsony
matoa nariana
dia tsy tiana
aleo mangina.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Nikantoh
Date: 18 novembre 2015 - 13:35

lemahefa, mankasitraka ô

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: narisoa
Date: 18 novembre 2015 - 16:27

misaotra an'i lemahefa, raha misy an'ilay hoe "sendra mba irery tao antrano aho ka nalaelo anao..." de mba alefaso koa, miala tsiny fa tsy mahay titre fa mbola kelikely tamin'ny fotoan'andron'i narisoa

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: ZA IANY
Date: 19 novembre 2015 - 14:03

NIVAQUINE (LOLO SY NY TARINY)
tOA TSY MBA RE ENY @ HAINO AMANJERY ENY TSONY WA ITY HIRA TY SA VOARARA??????????


Io an’izy avy etsy mivadika avy aroa
Toa mijery fitaratra
Ny fanontaniany mihodina ao an-doha
Fanontaniana sarotra :
Fa nahoana kosa izy re ! Izy re !
No mahatsiaro ho ratsy tarehy
Moa ve i Jehovah no miangatra
Nahatonga azy toy izao
Novakiany ilay fitaratra
Fa manome azy sary mankalao ,kalalao,mankalao oooooooooooooo!
Sao de mba ny rainy fony nanamboatra
Noentin-toaka na mamo
Sa ny reniny no tsy nazoto loatra
Tsy nisento na kamo
De namboarin’izy ’ray sy valo
’Zao ’reo bandy kely tsy mijery fa mandalo
De mitoka-monina ;rehefa sendra mba mandeha mandihy
Fa tsy misy olona ,mba mazoto hanatitr’azy rehefa mody ;miantso tody
Nataony tamin’ny fo fa tsy mba vazivazy
Ny namboatra volo ,nanao pilakazy
Napetany tokoa ’reny lokoman’ireny
Nefa toa mandaing’ilay fitaratra jereny

Io an’izy avy atsy mivadik’avy aroa
Mangetaheta fitiavana
Mba maniry mafy ny hiara-droa
Na mba hifampitantana
Henik’azy indray ny arabe
Sy ireo toerana hoe be mpandeha
Soa re nony ela dia nisintaka ’Lay tandrifin-drahona efa teo
Fa angamba tsy hamitaka Ity olona iray ,fa jereo oooooooooo!
’Zao vô tsapany mangarangarana
Ny fiainany maloka
Tsapany ny tsirom-pahasambarana
Ireny izy mampiaraka
De nandramany ny kilalao,
Sy ilay zavatr’hafa tsy fatao,hatrizao
Kanjo ny fitiavana ,lasa nangatsiaka nony lena
De tsy tan’ilay rangahy
Iz’irery sisa miantso,miverena
Nalefany tokoa ireny taratasy
Sy odifitia,na fanafody gasy
’Zao ny hambom-pony ,kotsan’ny tomany
Kanef’ilay rangahy tsy te hahalal’izany

Io an’izy avy atsy mivadik’avy aroa
Roa volana katroka
Mila ho lasa adala mivadik’atidoha
Miongo-bolo mikaroka Hanasitrana ny
kibony Tô mizihatra tsy fidiny,
Vidin’ny adalana izay natao Indray alakamisy hariv’izay
F’efa jamba nilalao Diso ny fanisa ny andro : Nihoatra iray (3) ooooooooooo!
Ny zavatra tonga isam-bolana Manjary toa mandainga fotoana
’Zao izy ratsiana te hinam-boasary Voasary makirana
Marikivy indray no haniny
Mahakivy azy ny fiainany
Tô manenjika ny nenina Raha vô mijery ny mason’i Neny
F’efa tsy hay hafenina ’Lay aretina rehefa kelikely
Nandramany tokoa re Ny ravin-javoka,somary tenehina , Natao ny ala-nenina
Dimy no indray mihinana irony nivakinina Kanefa hatramizao tô tsy haninona tsy haninona

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: nostlg
Date: 19 novembre 2015 - 15:21

oooay,tena za vao nahita ty sujet ty d io hira nivaquine io no saika horesahiko, hoe tiko nefa tsy henoko t@ radio mintsy fa K7 Lolo fahiny no nahenoako azy, ny olona tena tia Lolo be ihany no mahafantatra an'izy io. Merci ZA IANY

Misy mitovy amiko koa ry ambony @ life for rent Dido sy Jil Caplan au nom de tout ce qui nous sépare, sao membre CCAC taloha?lol.
Long long time Linda Rondstadt
Ny hiran'i Zoely Ratsimbazafy rht

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Parson
Date: 22 novembre 2015 - 00:56

Sao mba misy mahita lien an'ilay hiran'i Parson Jacques hoe "Lagny fagnahy"? Misatra mialoha!

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: mihaja
Date: 04 avril 2016 - 10:22

bjr, hiran'i safidy gamba fa ny feoan'tena aiko

otrzao fotsiny partie kely amin'ilay hira: fa raha sendra mandalo ianao

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Mbinondiky1
Date: 04 avril 2016 - 13:31

Manomboka ny tolony
Ka maina ery ny molony
Toa valaka sy lanaka
Fa hoe manan-janaka
Kaikerin'ito neny
ny kibony, ny habeny
Sadaikatra ery
No kivy koa satria

Vao teny an-tsasadalany
Ilay tiany sy malalany
Ilay nataony ho reharehany
Dia tsy hita ho'aho izay nalehany

Fa masiaka koa ny velona
Fa indray manelontselona
Mifosa an-katakonana
Indindra ilay fiangonana
...


Dia indro lasa nody
Mba hisotro fanafody
Mba hanala zaza
Kinanjo dia voalaza
Fa hoe nanavinavy
Dia maty Razazavavy
Fa tao dia tsy tafarina
Nefa izao no marina
Vao teny an-tsasadalany
Ilay tiany sy malalany
Ilay nataony ho reharehany
Dia tsy hita ho'aho izay nalehany
(Henri Ratsimbazafy ... somary niara-ia tamin'ilay Nivaquine Lolo sy ny tariny)

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Henri Ratsimba
Date: 05 avril 2016 - 09:20

Mbinondiky1> +1000000
Za ko tena tia be anio hiran'i HR io, na ilay choeur aza tsara be miintsy

Tiko oeeeeeeeee

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Jomaka
Date: 14 avril 2016 - 16:13

ZA IANY > Fitaratra no nahalalanay io hiran'i Lolo sy ny tariny io...

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Mbinondiky1
Date: 15 avril 2016 - 16:50

Henri Ratsimba << Misaotra e! Izany hoe Henry (Y !) Ratsimbazafy no nataony anarany.

Ito indray Ramy Frank (Mélodie Jazz) izay mpandeha tao amin'ny Radio Madagasikara fahiny ka azon'i Tonton-nay bande magnétique. Tsaroako nony nandeha ilay hiaran'i Y-zit :

"Fo mijaly nosomparanao
"Tsy misy tsiny atao ahoana moa
"Tratra aoriana ny antsonao

...

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: f'angah?
Date: 15 avril 2016 - 18:50

sendra mba irery tao an-trano aho
ka nalahelohelo anao
nikaro-javatra hanary dia
hamonoana eritreritra
nakorontako avokoa
ny entana tao an-tranoko
nalamiko indray avy eo
tsy nety anefa fa injao
mihelohelo ny endrikao

Tampoka teo anefa
ny masoko niantefa
teny amin'ny rindrina
lay sarinao mitsiky
manara-maso ahy hatrany
toa miteny hoe:
"aza kivy ry malala
manolokolo an-tsaina
mbola ho avy aho
sombiniaina"

Narisoa

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: f'angah?
Date: 15 avril 2016 - 18:55

.....ny manam-bola ry lahy e
lasa manohy ny fianarany
ny tsy manam-bola reroy e
tapitra hatreo ny tantarany

ny manam-bola indreny
rotsirotsin'ny fiara
ny tsy manam-bola indrisy
mandeha tongotra eny ka tara

Tadiavo ny vola rahavana
fa izy no tena ilaina
ka n'inon'inona atao
izy no fototry ny aina......

Tena tiko nama io hira io fa raha mba misy manana tonon-kira complet dia isaorana mandefa azy.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: nambinina91
Date: 21 avril 2016 - 15:48

RAITRA

Midobodoboka tsy mijanona ny foko,
mierika ny masoko mitady tsy mahita;
Ny eritreritro tsy mety fa manjohy anao hatrany;
manontany, mitomany.

Mitamberina ao an-tsaiko ireo vetsom-po tanaty
nobitsihinao mangina am-potitsofiko eo mazàna;
Rehefa injay isika resin-torimaso iny
fa any ianao izay ry tiako...


Eto aho no mitanisa ireo zavatra efa vita dia malahelo.
Tsy hisy hanazava hoe avy aiza ny hery miafina nanosika an- tsika ho tody teo. Tody teo aloha isika, teo amin’ny toerana avo indrindra!
Tsy hain’iza ho hazavaina, tsy vitan’iza ho ravana.


Tsy tiako hovaina intsony ny lasa zarako aza ianao
nifanojo lalana amiko;
Saingy tsy ho zakako intsony ny hanarona ny marina
amin’ny toe-drahaharaha misy.

Marina fa be ny olana raha ho visaina,
ireo tsy tia sy fahavalo koa hanenjika avy hatrany;
Kanefa izany ve no hamoizako anao?
Vao mihamitombo ny fitiavako miharomotra.


Enga anie ianao hiandry ahy fa izaho hiandry anao foana e!
Ny lalana nodiaviko mety tsy ho hitanao, tsy misy toa anao izay tojo ahy,
Ianao irery ihany no toa anao,ianao no ahy e!
Tsy mila olon-kafa aho, tsy hitady an’iza n’iza;
Fa ianao irery ihany.

Tsy haiko intsony ny manafina efa fantatrao izany,
k’aza omena tsiny aho e!
Ny fiantsapazako avy hatrany, ny ranomasoko nijohy teo ampandehananao.
Hitohy tsy an-kijanona hikoriana hatrany, hatrany, ao anatiko ao e!
Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray? Hampionona ahy, rahoviana?

Mafonja dia mafonja ny tononkira, ary ny firafitry ny feo ihany koa dia kanto guitare

in lovein lovesoundsoundsoundsoundsoundsound

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: hirataloou
Date: 22 avril 2016 - 22:21

Za aloha reto eto vao maheno an'izany Narisoa zany a, hahaha

Ny anà bdb ny hira tena tiako nefa tsy malaza

- Ho aiza anefa ( Lalie ) tiako iny mpihira iny fa nanjavona tsy nihira noho ny ron-gony. Rehefa mahatsiaro oe rien ne va nefa tsy hita izay ho aleha dia mihaino anty hira ty dia miome irery.


Hitady tany hafa ve no atao

’Lay rivotra madio sy tena vao ?

Hitady olon-kafa ianao hiara-dia ?

Hitady lalan-kafa hizoranao ?

Hitady fiainan-kafa, ho zakanao ?

Hitady lanitra hafa hiadananao ?



Ho aiza anefa, ho aiza ianao ?

Hitodika aiza handeha ho aiza ?

Hikaroka aizana anefa ianao ?

Hitodika aiza moa ny maso ?

Dia hitady an’iza anefa ianao ?

Ho sendra inona izato dia ?

Dia inona indray no ho hitanao ?

Ho aiza moa ny lalanao ?


Tsy hahita tany hafa anefa ianao

Na lanitra madio sy tena vao

Tsy hahita paradisa an-tany ianao...


Izao no paradisanao na afobe mandoro

Ny horohoro sy ny tsaho ary ny fahalovana.

Ka ny fahoriana, herisetra,

Ny fanenjehana sy ny ady...

Ary na hitsoaka na hiery :

Tsy afa-mikimpy tsy hijery !


Vatsio fanantenana ny misy anao,

Tsilovy hazavana ny alinao,

Zory am-pitiavana ny lalanao,

Araho tsiky ’zato dianao,

Ento am-pitiavana ny lalanao !


Dia ny iray tiako koa Solo - Tiako raha mba izaho

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Mampionona
Date: 25 avril 2016 - 15:25

Nisy fotoana en vogue be ireo hira mitantara "sipa voadona" toy io Henry Ratsimbazafy sy ny"vao teny an-tsasa-dalany" io, Lôlô sy ny tariny (Nivaquine) ... tao aoriana kely dia i Benja sy ilay "lavo ikala tsy nisy nampiarina, voafingana teo amin'ny fianana, nilaozan-tsakaiza, nazera koa ireo olo-nitaiza"

Dia ito misy iray mahafinaritra satria misy FANANTENANA any amin'ny farany
(Ben Dezy Désiré Anatole Andriantsiafatsoa 1976)



Nojinjaina ianao toy ny salohim-bary
Notoazana natao voninkazo
Ny hatanoranao nalavo ka nalazo
Nosimbaina tsy hanjary

Haja naninona no maika
Haja ny andro tsy nipaika

Naiditrao an-tsompitra ny vary am-pamoloana
Voakapa taminizay lay voninkazon'ny havoana
Nandravaka ny saha kanefa indrisy maina foana


Notiavinao ny fiainana tanora
Notsipahinao ireo mpanakora
Ireo tsikinao nameno ny tarehy
Zao anefa tsy hita irony hehy

Haja naninona no maika
Haja ny andro tsy nipaika

Naninona nanaiky irehetan'ny mololo
Naninona tsy taitra nihodinan'ireo lolo
Naninona no nino ireo teny mpisodoka


Nefa aza kivy ianao voajinjan'nyankaso
Na mamoy fo fadio ny ranomaso
Ilay kintanao andraso mbola hiseho
Ny fanantenana no hatreho

Haja izaho tsy mba mandao
Haja zay moa no anaranao

Aza manary toky fa mandreraka anizany
Atreho ny adidy mitsikia hatrany hatrany
Handresy vitan-dratsy sy hamoaka ny tomany

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: rany
Date: 19 mai 2016 - 14:51

hira roa tsy dia haiko fa tena tiako ny mihainao azy :
- LESABOTSY
- tsy haiko ny titre fa ny voalohany hoe :

Vizana ve no tsy mahateny intsony
SA efa ... ny fony
Izay mangina volamena
....

Ny itovizany : samy azo hiraina amin'ny feo 2 samihafa, izany hoe raha mihara irery ilay lehilahy dia hafa ny feony, raha mihira irery ilay vehivavy dia hafa indray ny feony, nefa ilay hira iray ihany.
Ny toniny koa tena samy feno anatra hendry.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Akama
Date: 20 mai 2016 - 10:46

Hitako tao @ youtube ihany ity hira ity rehefa ela ny ela. "Mitety onja" Christine sy Eugène Razafiarison. Mihaino azy za zao

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: beloha be
Date: 22 mai 2016 - 00:50

salut daholo e,milay daholo rangah
lemahefa < aiza no mety ahitana io RABODONIARIVO io:
omby iray vala vositra hoa notsindriko vola arivo
vao maty natao vodiondry ,nangalako an-dRabodoniarivo an ....
EMO-tion< tsy ROSSY no tompon IKALABOZY fa TARIKA RYNAO tao Manarintsoa Isotry
ZA IANY< aiz no mety ahitana io hiran'ny LOLO& tariny io fa reveko io an
Aventurier 2< aiza koa no mety ahitana io hiran'i RAHCKICKY sosoa io fa milay io an
efa nitady ireo hira ireo aho fa tsy nahita mintsy mba ilazao ze manana o,misaotra mialoha o

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: beloha be
Date: 22 mai 2016 - 00:53

ZA IANY,jomaka <<< aiza no ahitana io nivakinina na fitaratra tsy haiko ny tena lohateny (LOLO) fa tena reveko ,efa nanana an 'io aho fa nidiran ny rivotra ny masininako dia maty daholo ny vazo tao

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Mbinondiky1
Date: 22 mai 2016 - 10:27

misy ao anaty youtube ilay rabodoniarivo

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Anti-mpijapy
Date: 22 mai 2016 - 10:31

Vizana ve : Mahereza (Rambao)

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: patsakely
Date: 26 juillet 2016 - 14:11

dera sy laza ho anao ry zanako ooo

dera e

laza e

dera sy laza e




tiko atao refrain io fa tsy mahita toniny a

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: lemahefa
Date: 27 juillet 2016 - 13:02

Johny r'afa ny mihira an'i Rabodoniarivo, mametraha mail izay mitady ilay Nivaquine an'i Lolo sy ny tariny

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: nilasako
Date: 27 juillet 2016 - 14:03

Ary mbola misy mahatadidy ve ny Lôlô sy ny tariny hoe "Pera Venance sy Masera Terezy"?
Hira vokatry ny tany ireny ry zareo ah! Maso mahita ny zava-misy dia lasa navadika hira.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: lemahefa
Date: 29 juillet 2016 - 13:43

Manana K7 an'io Pere venance sy Marie Therese io a, lova be tsy fampindrana olona hihihi, efa nataoko mp3 ihany fa misy ratsiratsy ny feony

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: lemahefa
Date: 29 juillet 2016 - 17:19

Manana K7 an'io Pere venance sy Marie Therese io a, efa navadika mp3

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: isalo sy ny jyhy
Date: 02 août 2016 - 11:45

Manindrona ny ati-foko tontolo
Ny firesehanao @ olona
Satriko ianao mba ho ahy manontolo
Na dia be ny mpialona,
Ny fahasota-piaroko aza efa tafohoatra
Sy ny fitiavan-tena
Raha ny tena izy dia tsy izany loatra
Fa izao raha jerena

Ahy ianao (2)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro tena tia aho raha tsy saro-piaro
………
Ny Jihy no mpihira

Tara-masoandro vao maraina
Etsy atsinanan-tanana
Mibaiko ny saina tsy halaina
Sady mitondra hazavana
Indreny ireny biby maro
Manomboka indray ny fanaony
Rehefa avoaka hifangaro
Miara-mihoraka indray
Fa tonga ny maraina

Finaritra ny tontolo samy ravo daholo
Feon-tsarety no re any ambadimbadika any
……………………

Isalo no mpihira

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: natacha16
Date: 03 août 2016 - 13:08

isalo sy ny jyhy <<< tiko loatra io hira io

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg