Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: natacha16
Date: 03 août 2016 - 13:13

Ataonao adala angamba aho indraindray
tezitezipoana tsy amin Antony
raha toa ka ankahalaiko ilay olona iray
tsy mahalala ny tokony ataony
tsy fantatro izay fotodresakareo
tsy misy Antony
tsy fantatro izay antondianareo
f'izao no fantatro

ahy ianao ka arovako fona
ahy ianao tsy foiko fa ahy
tsy mahatsiaro ho tena tia aho rah tsy saropiaro

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: «afaka ny gadrako»
Date: 09 janvier 2017 - 14:44

ifalioo
itsikioo
afaka ny gadrakoo
olom-boazona aho taloha, fa olon'afaka ankehitrinyy
afaka e, afaka e
afaka raha samy afaka e

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: mapfalifali
Date: 11 janvier 2017 - 10:50

Odoiee (Nanahary)

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: rcle
Date: 18 janvier 2017 - 09:28

Ny Hira tena tsy mety itako @ youtube mintsy sy tsy enoko itsony dia le hiran'i Rclé manao oe "OK ra miaramila" tena revekomintsy le clip'iny hira iny t@zany fa saingy indrisy tena tsy hita tsony.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: 1987
Date: 25 janvier 2017 - 13:42

Taona iray sahady izao,
no nanirian'ilay raozy , nokoloiko ho anao
raozim-pitiavako,

Raozin'ny fitia , tsy haiko ny mpihira azy ,

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Paola
Date: 26 janvier 2017 - 10:17

Lemahefa <

Io hira "aleo mangina io" tena hira tiako be koa, ary hay tsianjery mihitsy lol.

Mbola misy an'ilay iray iny koa hirainy

Raha izay fitia tsy ho hajaina dia aoka hifarana
Fa mampijaly mampitomany, mandratra fo
Tsy lany zara akory aho, ka omeko anao
@#$%& adinoy zay lasa izay.

Tsy dia tadidiko tsara ilay tonony

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Paulin
Date: 26 janvier 2017 - 15:06

iza mahatadidy an izao hira zao

tia madama dia tia madama

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Mage4
Date: 29 janvier 2017 - 00:36

Ny ahy ry reto tena tiako loatra ilay hiran'ny Mage4 hoe "Te-hiara-dia" ah !

Hitako tena isan'ny hira gasy exceptionnelle mihitsy.

Dia iny irery no hitako tsara ny hiran-dry zareo, dia tsy nisy intsony.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: raprom
Date: 29 janvier 2017 - 19:49

Hiran'i Johary, Any ianao.
Reto tarika reto mints ko no tsmety malaza amn hirany fa interprête (y)

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: BADGIRL
Date: 07 février 2017 - 12:02

>>> Aiza 'lay Gasy by Spydee <3

Tiako loatra, indrindra henoina refa mikotrana, izany hoe henoiko isanandro smiling smiley

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: mbolatsara
Date: 07 février 2017 - 12:59

Paola, Lemahefa > tena tiako be ko io aleo mangina io, raha sendra mba misy manana tonony mba omeo, ny tadidiko fotsiny izao dia hoe
Raha fitia tsy nohajaina aoka ifarana eo
Fa mampijaly, mampitomany mandratra fo
Tsy lany zara aho ka omeko anao ny fitiavako
Adinoy, tsy hisy intsony izay lasa izay

Ka mivavaha hahita izay ho tiavinao
Fa ny antsika foana rava hatreo

tsy tadidiko intsony ny tohiny izay mahay.

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: vazo
Date: 07 février 2017 - 16:19

Misy lakile tsisy varavara
Misy varavara tsisy lakile... Malalaka e!!!

laolina tena tsy tiako nefa ao andohako ao foana

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: la123
Date: 08 mars 2017 - 10:35

Salama e,
Sao mba mananao io Rabodoniarivo io ianao fa tiko koa io nefa ts mahita mitsy aho?
Misaotra e

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: aboaly
Date: 09 mars 2017 - 11:35

Misy hira izay tsy haiko ho e iza no mihira azy. Tsy haiko ny fanombohany fa ny fiverenany no hoe:

Malalakö
Malalakö....

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Ramosebe
Date: 10 mars 2017 - 13:31

les-freres-arthur/aoka-izay

Raha izay fitia tsy ho hajaina Aoka hifarana eo Fa mampijaly, mampitomany Mandratra fo Tsy lany zara ka homeko anao Ny fitiavako @#$%& hadinoy izay lasa izay Hatrizay aho dia nangina tsy mba niteny anao Ho fitsapana no nanekeko niarahantsika Koa anio no fetra mba hilazako Izay ato am-poko @#$%& tsy hisy intsony izay lasa izay Mba mivavaha hahita izay hotiavina Fa ny antsika foana rava hatreo Hafa indray toloranao fitia Fa izao aty efa manana mpitia Koa ataoko ahoana indray ny fomba itiavako Hadisoana ve ny hadao anao Aiza ve ka sahinao zaraina Anolon-kafa ny fitiavanao Ny tiana anie ka natao hijaliana koa Raha tsy hohajaina nefa kasaina ho namanao Koa mahereza, aza kivy, f’efa natao Fa izaho de hanadino hatramin’izao Mba ho eo anilanao anie ilay tia anao Manahy mafy ndrao hilazanao Ambarao fa hoe ny antsika roa De efa foana hatry ny elabe Raha sendra mifanojo andalana eny isika Olonkafa no eny anilako eny Aoka ianao mba tsy hovaky fo Fa izy anie ilay tiako noho ianao Hadinoy izay lasantsika izay

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Kely_fotsiny
Date: 14 mars 2017 - 16:17

(pour rire :
aboaly > io hoe "Malalakö" io ve d tsy hainao e ? Samoëla no manao azy,

"Malala ah, malala kou, aiza no ahavitako izany retraretra izany.
Malala ah, malala kou, kôzy rah mba ho haiko izany retraretra izany..."

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: T. vazo
Date: 22 mars 2017 - 14:50

lelalaina>> za manana RASTEFA fa somary ambany le nanaovana an le conversion mp3.

Raha misy mahavoa mi-traiter le izy mety mbola mivoaka milay ihany

Sao de azo atao marina ny mifampizara archives (audio na video), sa mety voararan'ny lalàna?

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Appeal
Date: 05 avril 2017 - 14:09

Asa raha misy mahatadidy an le hiran ' i Elsa oe " A la même heure dans deux ans !" iny tiako iny hira iny an

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: rako
Date: 19 avril 2017 - 15:26

(Tsy tadidiko tsara ny andininy fa ny fiverenana ito ambany ito:

...Ahy ianao, ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa
tsy mahatsiaro ho tena tia, raha tsy saropiaro...

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: rako
Date: 19 avril 2017 - 15:28

...
Ahy ianao ka ho arovako foana
Ahy ianao
Tsy foiko fa
Tsy mahatsiaro ho tena tia
raha tsy saropiaro ....

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: RRMAJ
Date: 25 avril 2017 - 14:33

Ireny mahantra ireny (RR Majunga)

ireny mahantra ireny
Mba tsinjotsinjovy ombieny
Izy ireny anie fara hidiny
kanefa tsy sitrany sady tsy fidiny

Hisotroany hilokana ny vola
Hividianana hangon'adala.....

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: iny e
Date: 04 janvier 2018 - 16:48

hiran'iza moa le oe :

mody mody mody amin'zay

mody oa an! mody oa an! mody amin'zay

andao hody hody hody mody amin'zay

mody ry reto an! mody ry reto an! mody amin'zay

...

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: nounous
Date: 16 janvier 2018 - 19:37

Ny ahy reto mety vitsitsy mpihaino mihitsy nefa tsara be :

- beach in Hawai Ziggy Marley
-Turn your light down low Bob Marley
-Ma place dans le traffic / Petite Marie Francis Cabrel
-ny hiran'i Erykah Badu sy Thiera Kougar rehetra

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: kalakely2
Date: 19 janvier 2018 - 14:30

Ny ahy ireto 2 ireto:

- ilay piano fitendrinao (Kiki sy Nirina)
- noheverinao hitomaniako (Imbinina): hira efa ela be izany fa asa raha misy mahay mba alefaso eto ny tonony, misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: ralàkob
Date: 24 janvier 2018 - 07:14

Na ny tarika mihira ity sombina tononkira ity aza tsy fantatro akory hoe iza, nefa miverimberina eo ambavako foana ilay izy!

Mba eeeeento mba eeeeento mba eeeento aaaaaaaaaa!
Mba eeeento hanaaaaraka anao ou ou ou ou ou!
Aaaaaza avela irery aaaaaaa!
Hanaraka anaaaaaaaao!

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Kita
Date: 03 février 2018 - 18:43

Tara le raitra an tarika e! Mipaotsatroka!

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: gisa mainty
Date: 19 février 2018 - 16:12

Ireto hira ireto vitsy ny radio manana azy :

Français :
- Michel Fugain : Je n'ai pas changé
- Marie : Je suis seule
- Romina Power & Al Bano : et je suis à toi
- Vicky Leandros : deux amoureux


Anglais :

- Tracy huang : I don't like to sleep alone
- Carpenters : a kind of hush
- The Choice (k's choice) : my heart
- Sam Brown : whisper

Gasy :
- Naly Rakotofiringa : vavaka hoan'i Neny
- Lalatiana : Faniriana
- Michel Patrick : ianao zaza iny
- Max exception : reggae somanay

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: beloukely
Date: 19 février 2018 - 16:16

Kalakely2 > jereo ao amin'ny youtube fa ilay kiki sy nirina ao dia ilay fisarahantsika ny titreny, ilay mbinina tsy haiko

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Raindimby
Date: 19 février 2018 - 19:26

ahia ary ny lamba napetrako teto?
Nefa da teto mahintsy ny nametrahako azy
Rozily a! Rozily a!
Sao de mba hitandroky re ny lambako
napetrako teto a!

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: kalakely2
Date: 20 février 2018 - 17:07

Misaotra beloukely a!

Ireto koa misy hira tiako be:

- Fanjandranomasina: Fanja
- Ny hiran'i Rija Oelijaona rehetra

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: beloukely
Date: 20 février 2018 - 20:35

KALAKELY2 > Taombaovaon'ny tafasaraka ny titren'ilay fanjandranomasina, jereo ao @ youtube fa misy koa ao, rija oelijaona koa misy ao

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: kalakely2
Date: 22 février 2018 - 12:23

Merci Beloukely,

Ny an'i Ralàkob io indray tarika Tsimoka no mihira azy, tena tiako koa io hira io, mampahatsiahy ny fahiny:

Ny faniriako ry tiana hitoetra mangina Eo anilanao
Nefa ny tenako raha mba manantona anao Dia hilaozanao
Efa nolazaiko anao ianao tsy nihaino Fa lasa nandeha
Hinoako aloha f'efa fantatrao ny tiako ambara Asa re ?
Mba ento ,mba ento ,mba ento aho Mba ento anaraka anao
Aza avela irery aho, anaraka anao
Irery aho irery aho irery ianao tsy nijery Fa lasa nandao
Ka nangahiahy ity foko efa nanantena Ho eny aminao
Andeha aho,andeha aho , andeha izany foana No mba teninao
Ka indrisy fa niombo ilay fery tanatiko tao Noho ianao
Mba ento ,mba ento ,mba ento aho Mba ento anaraka anao
Aza avela irery aho ,anaraka anao
Mba ho any ,mba ho any, mba ho any aho Mba ho any anaraka anao
Aza avela irery aho ,anaraka anao Aza avela irery aho ,anaraka anao

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: EMO-tion
Date: 01 mars 2018 - 08:58

Sao de mba misy mahay ny titre sy mpihira ilay hira oe: "tsy ny vola akory, tsy ny vola no ratsy, fa ny fitiavana azy tafahoatra no mahafaty...?


Tarika Lay le version taloha ko mlay

Options: Répondre
Re: Hira tsy dia malaza nefa tianao be !!!
Par: Potipotik'i solo à à à
Date: 05 avril 2018 - 13:52

matimatin'i solo à
Potipotik'i solo a a à

taratara @ i solo à oe
revirevin'i solo a!

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg