Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Akama
Date: 01 novembre 2015 - 20:59

Eto indray ireo zavatra niseho manodidina ny fampiasana finday, mety ho mampihomehy, mahasosotra, mampifamaly, mampalahelo,...
Aleo atomboko:
1- Tao anaty taxi be no niseho ny tantara, nisy sipakely degadegany nipetraka taorian'ny chauffeur, naneno ny phone-ny ka feom-behivavy misefosefo be (ohatran'ireny sipa mi-jouir ireny) ny sonnerie fa nifampijery daholo ny iray taxi be, izy angaha taitra akory fa dia noraisny ny appel: "oui cheri, efa an-dàlana za zao fa andraso,...
2- Za rehefa mahatsiaro zavatra mampihomehy tampoka eny an-dalana eny ka te hivanitika dia mody mi-telephone dia sady mody miresaka no mihomehy sns sns
3- Misy olona mi-bip anao nefa ny numero caché, heveriny ho mpaminany angaha za

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: kouks
Date: 02 novembre 2015 - 12:34

Tao anaty betax teny Ampandrana ko ny ana ity film ity: nisy remose nipetraka teo akaikiko d nisy niantso lery dia namaly: tonga d modia fa za mbola aty Andoharanofotsy, lery @ io miteny mafy b d henon'ny olona rehetra, nony tapitra ny resaky razoky d nisy ramatoa niteny avy any aoriana any hoe: Ampandrana eto remose fa tsy Andoharanofotsy. Nefa lay razoky hita b hoe mandainga fa noheverin'ilay ramatoa fa tsy makay làlana angamba

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: jlambut...
Date: 05 novembre 2015 - 21:39

nantsoin le sipako za (tamzany), za ao anaty taxi be amin io,
-aiza enao zao?
-aty anaty taxi be, f ahoana?
- an an, de aiza ho aiza?
-aty mahamasina
-za kou zao aty mahamasina, so de tokony hifankahita?
- ka za anie we aty anaty betax e
-hihihihihi(vanitika) ka za kou anie ato e.


hahahahahahahahahaha hay zahay samy tao anaty betax iray ihany.
(efa fantany fa mba nananihany ahy izy).

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: J¤e
Date: 06 novembre 2015 - 09:20

Mpijery baolina(basket) matetika ao am Palais ny tena, miady ny baolina, mafana ny lalao, fa mahavariana ahy fa dia misy olona foana tsy mijery baolina variana sy lany andro milalao na mandefa sms amin'ny Smartphone no hataony rahraha, hita koa izy ireo hoa vaovao be ilay smartphona ka dia mankafy tsy lehibe tsy kely.

Ka indray maka, nisy toy izany teo akaikiko, hany ka rehefa ny temps mort dia navoakako ilay tel fozaorana keliko, nataoko hitany tsara, sady nataoko toy ny mampiasa smartphone, nakorisako tam tanana ny écran kely sady efa vasoka be, tpatsinay ny vadiko teo akaikiko. Leiry indray no menatra dia tsy nanohy intsony avy eo fa nijery baolina.

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: skankin
Date: 06 novembre 2015 - 13:21

Miarahaba.

Asa ianareo raha efa nisy nahita ireto site ireto fa misy tena mahatsikaiky sy manapa-tsinay ny SMS na TEXTO hita ao :

ht tp://www.smshumour.com/

ht tp://astuces-femmes.com/top-50-sms-droles-qui-vous-feront-rire-a-fond-a-ne-pas-rater/

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Lantoo
Date: 10 novembre 2015 - 20:42

Ny ahy ry reto ilay mampiasa tel na tablette mody hanarahana hira sy vakiteny any am-piangonana no tsy mety amiko a. Vao t@ alahady teo za no nahita tao am-piangonanay: mody sokafana ny baiboly mandritra ny toriteny nefa sady mijery facebook ihany koa

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Baobab
Date: 11 novembre 2015 - 13:06

Bandy tao anaty Taxibe no misy mi-phone. Milaza nedala hoe tsy any Tana za fa aty Majunga ! nanontany angamba ilay olona mi-phone azy hoe aiza ho aiza eto Mahajanga ianao ? Fa niteny nedala hoe : Eto akaikin'ty Baobab be ty aho zao ! Fa niteny le ramatoa glady be teo akaikiny tao anaty taxi-be hoe iza koa no lazain'ty fa Baobab!

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Aventurier2
Date: 11 novembre 2015 - 15:10

Betax 194, efa eny Anosivavaka no nisy niantso le tsin somary bezesta zay, oz iz:" efa iala eto @ clitoris mihts zah zao", eo @ le boulangerie Clafoutis no tiany tenenina.
Ref tafidina somantsara iz vao nivanitika ny iray betax

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Akama
Date: 11 novembre 2015 - 15:51

Samy manana ny famaritany ny tao hoe baobab izany ko !

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: latsaka
Date: 11 novembre 2015 - 17:32

latsaka be mamaky ilay baobab
sy ilay clafoutis

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: bibs
Date: 04 décembre 2015 - 10:20

Tsisy idiran'ny finday ty
Sipa sy bandy maromaro izahay no niaraka nirevy,dia misy sipa bota be izay koa teo. Dia nandeha ny revy isankarazany sady mivanitika ihany,dia niresaka horoscope avy eo,dia samy niteny ny azy teo,misy belier,gemeaux sns fa ny poisson no maro an'isa,dia mba niteny koa ilay sipa bota be hoe Za koa poisson dia namaly mafy be ny sipa iray hafa hoe Sao dia Baleine ???

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Akama
Date: 10 janvier 2016 - 20:07

Arabaina nahatratra ny taona daholo e. Aleo tohizako kely ity sujet noforoniko ity.
Tena tsy laitra mihitsy ilay zanaka vavin'ilay namako @ ity FB ity, vao misy fotoana kely dia FB, farany tezitra ny ray sy reniny koa dia nilatsaka ny sazy: tsy mahazo mitondra telephone mivoaka intsony indrindra rehefa handeha hianatra satria ratsy be ny résultat n'ny trimestre farany teo. Tsy taitra akory kalakely nanajanona ny phone tao an-trano, mba ni-souffle kely izy mivady hoe nanaraka ny discipline ny zanany. Kinanjo iny andro iny ihany sendra nanokatra FB ny rainy tany am-piasana, io fa hitany activé ilay zanany vavy. Nantsoiny haingana ny vadiny dia nanontaniany: f'angaha tsy najanon'i ...ao an-trano ny phone-any ? Eny hoy ramatoa. Koa maninona no mbola activé foana ny compte FB an'i ...(ilay zanany vavy io). Nosokafan-dreniny ilay phone, hay ny vatany no tao fa ny puce nentin'ikala dia telephone n'ny namany no nampiasainy namakiana ny puce. Sady lagy be rabaina no niteny anakampo hoe ikala fetsy ratsy iny mahazo amiko rehefa tonga any an-trano.

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Peta
Date: 11 janvier 2016 - 16:37

Baobab sy aventurier2 milay ee... mankasitraka
Mba handray anjara kou zaa: misy sipa zai eni akaiknay molaa be mints vo miala terminus kiala d mis bandy lé mpijorojoro eni am sisin araB reni d vo mandalo eo izy d mody miantso mnao interessant sad micharme be lai feo nogafiako bipeko tampoka fa tod naneno be teo apototsofiny teo phoneny lool be woaina tsara d notapaako aveo afabaraka fa kobo lai fika

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: gasimalahelo
Date: 12 janvier 2016 - 11:57

Nitondra auto école a dia nisy lhl teo ampovoan'arabe sady mijery fone, zaho amin'io vao mianatra, tonga dia nitsiko fa za tsy niasa saina soa fa nahay niala, dia tsy mahalala ny hahafaty azy mihitsy ny olona ka.

Tandremo ihany ity e

Un homme inattentif a perdu la vie le jour de Noël, en Californie, en tombant d’une falaise de près de 20 mètres alors qu’il regardait un appareil électronique en marchant.

Le tragique accident est survenu vers 17 h sur une route qui longe l'océan Pacifique, à San Diego, a rapporté NBC.

Selon des témoins, l’attention de l’homme d’une trentaine d’années était entièrement absorbée par l’appareil qu’il tenait dans ses mains.

«Il ne regardait pas où il allait, ses yeux étaient rivés sur son appareil lorsqu’il est tombé», a dit le sauveteur Bill Bender à NBC. Ce dernier ne savait pas s’il s’agissait d’un téléphone ou d’une caméra. Les services d’urgence n’ont pas pu retrouver l’appareil.

ht tp://www.tvanouvelles.ca/2015/12/26/il-tombe-dune-falaise-alors-quil-regardait-un-appareil-electronique

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Akama
Date: 15 février 2016 - 19:04

Vao hitako tao @ FB n'ny namana dia zaraiko aminareo.
Betsaka mihitsy no mandainga ny toerana misy azy rehefa antsoina ao anaty taxi be. Toy izao ilay tantara (tsy haiko na blague na tena nisy):
Tao anaty taxi be ho any Andoharanofotsy hono ilay tantara no niseho:
Olona voalohany: (nisy niantso): Allo ! Taraiky za fa mbola aty anaty taxi be ho any Mahazo za io
Olona faharoa: Allo ! Tonga dia modia ianao fa mbola aty Ambohimanarina za zao dia taraiky be
Olona fahatelo: Aza miandry ahy ianao fa mbola taraiky anaty embouteillage eto Analakely za
Naheno izany telephone rehetra izany ilay rafotsibe tao anaty taxi be io dia sady nitsangana no niteny mafibe t@ ilay chauffeur hoe " O r'ingahy chauffeur a, fa mankaiza marina aloha ity taxi be ity fa toa samy manana ny filazany daholo ireto olona ato ireto

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: tradira
Date: 03 mars 2016 - 10:51

Mbola vao mpitovo t@ izany, mbola niasa vao vetivety. Ilay sipako "y" mbola nianatra dia tsy maintsy nisara-toerana. Maro be ireo sipakely nifaneraserana tao @ ilay asa ka isakin’izay misy mahafinaritra ny tena dia angatahina “numero”. Pejy t@ telephone ary ity sipa ka dia mifampiantso sy mifandefa msg no atao raharaha ary dia niafara t@ fiarahana mihitsy.
Taty aoriana dia nilaza ilay olo-tiako fa hamangy ahy any @ ilay toerana. Alohan’ny ahatongavany dia efa nolazaina ilay sipakely( tsy olana ny t@ iny). Dia nofafana daholo ny journal d’appel sy ny msg rehetra momba ilay sipa. Mba hialana @ ahiahy dia nisy msg najanona ihany ho an’ireo appel sy msg tsy idran’ilay sipa. Loza anefa no nitranga fa nisy msg iray nalefa tany @ bandy akama nanao hoe: “Ilay sipa x letsy efa ho pejy nefa ilay sipako "Y" ho tonga” Fa tonga dia tratra rehefa voasava ny phone. Ny hany navaly dia ny hoe izany izy hoe efa ho pejy zany ko! Zany hoe mbola tsy nisy n’inon’inona!

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Akama
Date: 30 mars 2016 - 22:18

Mba fantatrareo ve fa ny mpitondra taxi miasa alina no anisan'ny manana telephone betsaka sy tsara ? Manana namana mpitondra taxi mpiasa alina za fa any amin'ny lery za no mividy phone rehefa mba te hanova. Betsaka hoy lery ny client mamo mandeha taxi no manadino na mandatsaka phone rehefa miala. Ankoatran'ny phone adino dia betsaka koa hoy lery ny client mamo no mandoa fais indroa: vao miditra tonga dia manome vola, dia rehefa tonga amin'izay toerana aleha mbola mamoaka fanindroany indray

Options: Répondre
Re: Ny finday sy ny tontolony.....
Par: Raim
Date: 12 avril 2016 - 15:41

Nanana sipa zay ny tena taloha. De ny anarany ao anaty répertoire novaina oe rakoto mba tsy ho traingon'ny rafotsy. Nisy fotoana nakany atranony za de tsy hita ny phoneko de nasaina nobipeny tamin'ny phoneny. Dia avy eo izy no nahita azy sady nijery nahita an'le oe rakoto. Fa ady be zay avy eo a

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg