Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: pkoipa
Date: 03 mai 2017 - 14:03

inon marina>> pkoi pas ny devoly raha mody hambabo ny fonao satria mbola tsy lasany ny fanahinao.

mila mifantoka @ zanak'Atra ianao, zay de milamina io, tsy hisy zvt manelotselona zany tsony fa mazava tsara ny fiainana manomboka eo.

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: pkoipas
Date: 03 mai 2017 - 14:04

inon marina>> pkoi pas ny devoly raha mody hambabo ny fonao satria mbola tsy lasany ny fanahinao.

mila mifantoka @ zanak'Atra ianao, zay de milamina io, tsy hisy zvt manelotselona zany tsony fa mazava tsara ny fiainana manomboka eo.,,

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: lianaliana
Date: 12 mai 2017 - 10:06

Aventurier 2 >>> mba mahavariana ny tantara nambaranao ary mahaliana ka mba te-hanontany aho : raha lasa lolo vokatra ary ilay olona ! tsy misy razan'io olona io tsony izany any fa efa niriaria any mahajanga izy na antananarivo sns ? raha misy milaza izany hoe lolo vokatra rakoto dia azo porofoina hoe teto izy no nalevina ary efa nitsangana izy sa ?

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Aventurier2
Date: 12 mai 2017 - 14:37

Tena mahaliana no momba ireo foko ireo, fa izany hoe henatra no andraisany azy ary matetika aho no manao sangy2 @ namana hoe raha mba izaho no afaka mitsangana indray rehefa maty! Ohatrany tiako izany.

Ilay hoe lolo vokatra mo izany azo tsapain-tànana sa toy ny rivotra? Fa ireo foko ireo dia tena "solide", vongan'olona mandehandeha tsara ary tsy ho fantatrao raha tsy mandinika tsara! Ny ahy manokana dia eo @ masony eo no mora ahafantarako azy.

Ny @ hoe "teto izy no nalevina": afaka manao investigation kely any an-toerana izay liana fa misy io, saingy somary discret ry zareo ireo nefa raha mijanona ela2 eo an-toerana ianao dia ahita tsara!

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Aventurier2
Date: 12 mai 2017 - 17:05

Ity indray dia resaka momba an'i Jeanine (izay mihtsy ny fiantson'ny rehetra azy).

Tovovavy (efa lehibe izy izao ka) mipetraka ao Port-Bergé i Jeanine, tsy manambady. Asa aloha raha mbola ao izy @ izao fotoana anoratako izao. Matetika dia eo @ gare routière eo no ahitana azy fa misy fotoana koa izy tonga hatrany Mahajanga!

Tsy hay faritana ny fetran'ny science sy ny réalité ary vao maika lasa tantara be raha atambatra @ resaka finoana fa io olona voalaza etsy ambony io dia mahavita zavatra tsy takatry ny saina.

Tantara efa ela2 ity, niara-nianatra izy sy ny namako iray (vehivavy) ary nisy fotoana noana io namako io dia nangataka taminy, dia hoy i Jeanine hoe hakao ravina etsy @ sisiny etsy hoe izaho, dia nomena azy ilay ravina. Somary nasafony ny tànany izany dia lasa vola taratasy!

Ny mahavariana dia fantatry ny mamany io tranga hafa2 io nefa tsy maharotitra azy akory. Voairaka hitaiza ny zandriny izy indray andro fa hoany an-tsena ny mamany. Asa izay nahazo azy tao fa rehefa tonga ny reniny dia nanontany azy hoe aiza ny zandrinao dia nohomehy i Jeanine sady nanondro ilay saka. Tezitra be ny reniny sady niteny azy hoe tsy misaina mihitsy raha enao! Avereno aingana io. Ny antony hono dia satria maditra ilay zaza sady mitabataba. Dia naveriny ho lasa olona ilay zandriny avy eo!

Mbola velon'aina any io olona tantaraiko io. Izy dia olona tia mitsiky ary tena sariaka lalandava!

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: lianab
Date: 16 mai 2017 - 13:17

holazaikovesatsia> Tena mahaliana ilay tantaranao fa tohizo ndray e. Maro ny misitery eto @ ty tany ty ka tena mahaliana tanteraka ireny tranga tsy fahita ireny. Miandry zahay ö

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: lianaliana
Date: 16 mai 2017 - 13:29

Aventurier2> Nisy namana izay mantsy dia nitantara anay tsy misy hafa izao zavatra lazainao izao mikasika ny lolo vokatra ! ny azy indray raha ny fitadidiako dia nanao enquête tany amin'ilay toerana ry zareo (ilay asa omen'ny INSTAT). Natory tao amin'io toerana lazainao io, andro atoandro ry zareo no tonga tao saingy tsy misy olona mivoaka sy mifamezivezy ny tanàna. Nony maizina ny andro vao mivoaka ilay olona ary miresaka tsara amin-dry zareo (roalahy ry zalahy no tany). nangataka trano atoriana fa maizina dia nomen'ireo trano. Norosoin-dry zareo akoho hono saingy akoho manta tsy nandrahoina sady mbola feno volo no naroson'ireo mponina. Nony hatory amin'izay izy roalahy dia nandrehitra lampe de poche ny iray ! Niara-nivoaka daholo hono ny mponina tao sady nitabataba sy nimenomenona be nahita ilay mazava amin'ilay lampe de poche. Natahotra ry zalahy dia lasa nitsoaka. Mpandroaka sarety no nifanena tamin-dry zalahy nony avy eo ary nanazava fa tananan'ny lolo vokatra io nitsofohanareo io ! Izay no mba tadidiko fa efa 10 taona lasa izy no nitantara anay an'izany !

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Aventurier2
Date: 01 juin 2017 - 14:10

lianaliana ---Ilay lolovokatra lazainao zany raha azoko tsara dia efa fanahy, mety tsy azo tsapai-tànana intsony sa ve tsy izay? Na mety fivondronan'ireo efa maty ka tsy raisin'ny velona intsony. Mihinana hena manta tokoa ilay foko mitsangana indray io satria matetika dia asian'ny havany hena manta miandry azy ao antrano miaraka @ entana izay hoentiny. Ilay tanàna aloha misy olombelona e! Ary mivezivezy eran'ny tanàna ry zareo ny atoandro

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: lianaliana
Date: 02 juin 2017 - 10:34

Raha ny fitantaran'ilay namanay nahita sy niaina io dia olona no hitany saingy efa maizina ny andro. Ireo olona ireo ihany no nampandroso azy sy nanome akoho manta zara fa voavoly azy ! Ary ireo ihany no nimenomenomenona sy nivoaka isan-trano nitady hamono azy roalahy rehefa nandrehitra lampe izy roalahy. Ka tsy haiko na mbola olona velona ireo na ireo ilay lolovokatra na efa fanahy ireo fa ilay namanay moa efa tsy miara-miasa aminay intsony izao ka tsy hita ho anontaniana indray !

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Ramosebe
Date: 02 juin 2017 - 19:19

Lianalina sy Aventurier2---- Mba teneno eto hoe aiza no misy an'izany toerana izany, tsy ampoizina anie hoe mety ho lasa any amin'izany noho ny asa ohatra e.

Any Tsivory no reko hoe malaza io resaka lolovokatra io ary fantatry ny olona ao amin'ny tànana hoe iny lolovokatra, ny masony hono no ahafantarana anazy fa ohatry ny hoe tsy manana regard fixe raha ny filazany olona efa nanao stage na mission tany.
Za zao nahare an'izany dia tsy nety nandeha nanao stage tany mihintsy, dia izany no mba tokony hitenenanareo hoe aiza izany sao sanatria hidiran-doza. Ny asa manko mampivezivezy ny anay, ka aleo mitandrina

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Loza @ ahoanaary
Date: 07 juin 2017 - 07:15

Sahampona (vakiana hoe Sahampoana)

Misy camp militaire any, ary tsena rehefa Sabotsy. Matetika aho no nandeha tany rehefa tsena saingy tsy nahatsikaritra n'inon'inona satria antoandro be.

Fady mamboly vary ny olona any. Ny antony dia tsy hety haniry any mihitsy ny vary satria toerana be fasika loatra iny tanàna iny fa tsy toy ny toerana hafa any Androy, ka tsy mitazon-drano mihitsy ny tany.

Misy tsena izay ihany koa , tsy tadidiko ny anarany, lazain'ny olona hoe misy.

Fa ny tena malaza any @ Faritra Anôsy dia ny "FIANDRAVOLA". Toa hoe karazam-biby izy io ary mijery maharitra ny volana rehefa diavolana iny.

Raha mandalo eo akaikiny aza ianao dia tsy ahoany. Saingy toa fambara loza hono izy io satria izay mahita azy dia toa misy maty hatrany ny fianakaviany.

Nisy nilaza fa nisy lehilahy iray nidaroka azy io dia nitsoaka. Saika tratrany, saingy nalaky nandeha be ilay rangahy ka tsy azony, fa ny varavaran'ny tranony no simba be satria feno dian-drangotra.

Ataoko "hono" avokoa ireto farany satria tantara no henoko fa izaho tsy nahita.

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: nyfeo
Date: 13 juin 2017 - 10:28

indray hariva somary maizimaizan ini, nitazatazan teo @ lavarangana ,, maizina be ny andro tami zay fa le maka rivotra ireny, tampok teo nis hazavana be manantona avy eny ambon , nazav be dol otran reny nis projecteur be reny teo an tokotany nandritriny secondra 2 na 5 teo ho eo, tsy aiko inon sa taikitan sa ovni , tsy haiko ,,,

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Aventurier2
Date: 03 juillet 2017 - 11:33

Ramosebe ----Ankoatra ny voalazan namana eo ambony dia iny Ambovombe sy ny manodidina iny dia feno azy

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Rocheville
Date: 04 juillet 2017 - 08:47

Ity tena zavatra niainako.
Nividy atikena zahay hatao laoka. Tena atikena tsara izao, tsisy fofona, ary madio na ilay entana na ny mpivarotra. Tonga tany atrano, notetehana ilay izy , mbola tsisy n'inon'inona. Refa nendasina kelikely dia nivoaka olitra be ohatry ny akikeli-tanan'ankizy. Tena gaga be aho. Raha olitra kely dia angamba hoe tsy hitan'ny maso tamin'ny nivdy sy nitetika azy, Fa tena olitra be izao efa ho 3cm sady fotsifotsy.
Dia hoy ny olona hoe: asian'ny mpivarokena ody izany, fa hain'-dry zalah mihintsy ny manao an'ireny amin'ny hena efa simba. Fa narikoditra mihintsy za nijery an'ilay izy, nefa za bandy be ity

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: Emma32
Date: 04 juillet 2017 - 11:14

Beurk lay atikena

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: mandre
Date: 04 juillet 2017 - 13:05

Nisy namanay officier izay maty taty antanana. Izaho mbola tsy nahafantatra hoe matyizy ny alin'iny. Nandeha fiara izaho sy rafotsy avy aty @ Fraise Ambodivona, dia tonga teo @ croisement 4 chemins @ Galana io; dia ni-ralentir, ary hitako ny 205 an'i leiry midina avy any @ Clinique iny, dia nijanona aho nanome lalana ary nifampitsikitsiky salut-salut zahay dia lasa izy.
Ny harivan'iny niantso ny equipa fa maty halina i leiry! Tena tsy tonga saina aho satria vao ny maraina teo izy no nifanena taminay.
Namangy teny antranony vao tena gaga fa efa mitsotra - maty tokoa izy.
Iza ary izany ilay nifanena tamiko nitondra ny fiarany maraina teo iny????

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: ampiakaro
Date: 03 novembre 2017 - 12:29

Ampiakaro zalahy ity resaka ity a

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: mantasoa
Date: 30 novembre 2017 - 11:28

tany mantasoa no niseo ny tantara , t@ taona 2010 tany ho any. ... association 1 izahay no niaraka tany ary nijabona 3 andro sy 2 alina tany. ... indray hariva, rehefa avy nanao basket iny izahay dia lasa nandeha nandro fa hisakafo avy eo. ...mbola tsy tena hoe maizina be ny andro fa le mbola manjavozavo iny ( 18h) , niditra ilay douche aho no sady nampirehitra ny jiro (izaho saro-athotra ity toa sahy be nandeha irerytao) , douche commune ilay izy ka misy cabine 4 tao. (zaho irery zany no tao satria sady izaho no namelona ny jiro no nisokatra daholo ny cabine) ... nandro aho, nisosotra savony, nikobana. iny izaho vita iny, andeha haka serviette hisikinana no nisy feom-behivavay niteny hoe "SALUT" teo ambonin'ny lohako teo. tsy sahy nitodika aho na lasa nitsoaka nivoaka niantso anle namana teo ivelany teo. niaraka niditra tao zahay, tsy nisy na iza na iza (marihiko fa tsy misy varavarankely ao amle douche hoe ivoahana fa varavarana iray ihany) ... inona re no nitranga raha nitodika aho eh!?

Options: Répondre
Re: Ireo zavatra "paranormale" efa niainanareo na itanareo . Mety ho : anjely na Ange Gardien, devoly, matoatoa, mpamosavy, lolo-vokatra... na tranga hafahafa tsy voazava.
Par: porofo
Date: 15 mai 2018 - 08:36

Efa porofo aloha zany fa tsy voalavo isefumeclapfume

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg