Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: Optimiste
Date: 28 janvier 2016 - 08:48

OBJECTIVITE - DETERMINATION - PERSEVERANCE
Ireo no toko telo mahamasa-mahandro nampiariko tamin'ny fiainana.
Amiko,
- ny olona tsy manana tanjona na tsy mametraka tanjona eo amin'ny fiainana dia tsy lasa lavitra (OBJECTIVITE).

- Tsy azo atao ihany koa ny mafana fo am-boalohany kanefa milavo lefona avy eo fa rehefa natomboka dia tsy maintsy faranana (DETERMINATION).

- Tsy miovaova tanjona isaky ny mietsika ary tsy tokony ho mora kivy fa mitraka hatrany na inona zavatra misy (PERSEVERANCE).

Tratrako ny tanjona nokinasako na dia somary tara ara-potoana aza. Ny anton'ny fahatarana hoy ianao? Tsy nahay nampifandanja ny REVY sy ny MAHASOA aho tamin'ny fotoana iray toa nahazoako fahalalahana tanteraka manao izay tiako atao. Hany ka niantraika tamin'ilay tanjona napetrako izany. Taona maro taty aoriana vao tratrako ilay tanjona napetrako vokatr'izay. Ny mba hafatra apetrako dia
- mahaiza makajy ny fotoana anananao.
- Mahaiza mandanjalanja ny mahasoa sy ny mahafinaritra, ataovy aloha ny mahasoa fa ny mahafinaritra hoavy ihany.
- Apetraho ny tanjona, na fohy ezaka na lavitr'ezaka.
SOYONS OPTIMISTES. Mahereza daholo fa ady ny fiainana.

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: Vola_Relation_fahaizana
Date: 28 janvier 2016 - 11:18

Saika tsy fantatro ilay hoe "fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao?". Mety diso tsipelina angamba fa fahombiazana no tiana hotenenina eto

Ny toko teloko kosa dia : Vola, Relation, fahaizana
Tsy very mandeha ny olona manana izy telo ireo na ny roa amin'izy ireo farafaharatsiny.
Raha iray fotsiny no ananana dia sarotra be ny hahatafavoahana e! Ohtra, raha manana vola fotsiny kanefa tsy manana ny fahaizana mitantana azy na tsy manana relation ahafahana mampiasa azy araka ny tokony ho izy dia tsy tafavoaka.
Raha manana fahaizana moa kanefa tsy misy relation fa mitokona fotsiny ao an-trano sady tsy misy vola dia tsy tafa koa e!

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: lalana
Date: 28 janvier 2016 - 13:02

Fifehezan-tena(DISCIPLINE) - fikirizana- finoana.

Tsy misy ambara betsaka fa dia mahafehy ny lalako ireo, ary mbola izoran'ny hoaviko.

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: fitaizana
Date: 28 janvier 2016 - 18:22

Raha fitaizana no resahana :
Beazina mba hanana saina tsy mora milavo-lefona sy mab ho < optimiste > ny ankizy. Aza mba ampitahorina na vasovasohina amin'ny zavatra tsy dia misy dikany loatra izany ny zaza fa rehefa lehibe iny zaza iny dia hanana fahasahiranana haneho hevitra sy ilay katahotra tsy mahasaha miatrika fiainana ireny.
Zaro amin'ny lalana tokony alehany ny ankizy e!, Izany no tena fototry ny fahombiazana. Sacrifice kely ny anao aloha mamafy, fa afaka taona maromaro dia hijinja ny vokatr'izay ianao fa hanana zaza vanona. Izany amiko no tena fahombiazana.

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: winner
Date: 05 février 2016 - 14:32

Ny ahy dia ireto ary tsy miala @ ireto:

- Finoana (Foi en Dieu & Confiance en soi)
- Fahasahiana (Prendre des risques & être optimiste)
- Fanatsaràna ny zava-misy hatrany (Faire de son mieux & faire du progrès & toujours apprendre & viser plus haut et aller plus loin)

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: mir
Date: 08 février 2017 - 10:04

bjr!daholo ny mpandray anjara !!!
raha resaka fahombiazana no tina apetraka dia mila ny fiainana mitsy alo no apetraka @ MPAHARY NY LANITRA SY NY TANY fa ny ambiny fahaizanan dra olombelona sisa !!!
zay vao manaraka ny
1 mametraka tanjona
2 optimitse
3 action
tsy marina ny oe vola fahaizana ary relation no voalohany anana vao oe ho tafita eo @ fiainana mety ao iany ireo f ts mitana ny laharana aloha be zany !!!
fijoroana vavolombelona:
mbola teo anatrehan dada sy neny t@ zany somary ts de nanana mou ts sahirana fa ao @ antonony !resaka rehabilitation lakozy le izy !!taty aorina vao tsapako oe toy zao no nofisiko taloha f ref tatnteraka le iz vao tonga saina t@ zany za !!
taloha ref manasa tanana teo @ fanasana lovia za d meritreritra oe rovina vao hisy robinet re eto e!sady nataoko mits ny namoha robinet en l'air tena nofy zany a!
tao aoriana kely in1 oe rovina vao hovita carreaux ty fanasana lovia ty f t@ zany le mbola ciment d ra sasana fona dia miha miendaka le iz
fa taty aoriana tanteraka SOAMANTSARA reo nofisiko ireo fa faly za a!zany eo iany tsy ny effort ko manokana t@ zany f nofiko fotsiny f mbola kely
zay no mahatonga ahy miteny ao @ AVO INDRINDRA alo ny zavtr rehetra zay vao mety sy milamina io f ref ts sitrapony kou na in na in tsy mis mahasakana zay tiany hatao !!!mialatsiny f lava loatra !!mirary soa ho antsika rehetra

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: TenWords
Date: 16 mai 2017 - 10:52

Tsy misy fahombiazana maharitra azo antenaina raha tsy ao amin'ny valan'ny Mpahary ihany, raha mahay "Magie de transformation" ny zanak'izao tontolo izao amin'ny alàlan'ny tontolon'ny fivoarana izay manimba ny tontolo manodidina azy,dia manana fahefàna manorina fanjakam-panahy tsy azon'iza na iza tohaina hery koa, ny mpiandàny amin'ny Mpahary sy ny teniny (izay ilay fahombiazana).

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: Top50
Date: 18 mai 2017 - 14:31

Ny fahombiazako :

- tsy mba mihemotra izany , rehefa iny misy projet ao an-dohako fa tsy miantsy vitako iny na rahoviana na rahoviana ; mety ho haingana mety ho ela . Fa ny tanjona dia tratra.

Ny tsy fahombiazako : tsy zakako ny tsy ponctuel amin'ny zavatra atao . Izaho ponctuel fa ny manodidina ahy tsy ponctuel , dia stressé aho satria tsy mitovy ny vitesse rehefa manao zavatra , miandry foana . Lasa stress ho ahy ilay izy .

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: Nena
Date: 18 mai 2017 - 14:40

fototry ny fahombiazako:
ts mionona @z vitako fa mitady ny fanatsaran hatrany ary milofo hatrany hatratrarako ny tanjoko

fototry ny ts fahombiazako:
ny enti manana eo ampelatanana, voafetran'io ireo finiavako voateny etsy ambony, hany ka lasa miadam pande ny fahombiazako na ts misy mihintsy

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: mer6
Date: 18 mai 2017 - 16:39

tokony asiana jaime ty hevitra ray ty,fa mafinaritra be zany ahay ka mba forum,misaotra tompoko !

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: Anna
Date: 25 mai 2017 - 20:35

Audace et détermination. Io no hitako tena fototry ny fahombiazana amin'ny fiainana. Indraindray mila provoquer-na koa ny opportunités mba hafahana mivelatra kokoa. Dia indrindra indrindra, ankinina amin'Andriamanitra ny rehetra hatao

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: noums
Date: 10 août 2017 - 07:41

Ny fanakinana ny fiainana amin'Andriamanitra Mpamorona, dia Izy no manome saina sy manokatra ny làlana rehetra. tsy misy herin'ny tena na dia iray aza.

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: miorantsoa
Date: 14 août 2017 - 16:52

Fa inona aloha ary manao ahoana ny atao hoe mahomby ?

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: bon sujet
Date: 16 août 2017 - 17:06

misaotra e, mahafinaritra ny fifampizarana

Options: Répondre
Re: Inona ny fototry ny fahomiazanarao na ny tsy fahombiazanarao? Mba lazao hoe izay azo lazaina ho fitaratra na ho fampitandremana ny hafa.
Par: fototra
Date: 17 août 2017 - 13:01

valiny: manao forum eto

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg