Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Tia Mozika Tsara (TMT)
Date: 10 mars 2016 - 10:10

Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Conflit
Date: 10 mars 2016 - 11:47

Resaka conflit de génération io zavatra io.
Raha zokinjokiny zao dia tena tsy mahita fafiny @ reny hira ireny mitsy. Sady matrakage be mitsy eraky ny haino aman-jery dia tena manavesatra be.
Ny tanora ndray nefa dia betsaka ny mankafy satria foma fiainan'ny tanora amin'izao fotoana izao ireny tantaraina an-kira ireny.


Ny marina anefa dia tsy mijanona maharitra eo amin'ny fankafizan'ny olona ireny hira ireny fa mandalo sy miserana vetivety ihany. Tsy tahaka ireo hira taloha izay maro no mbola tsy maty am-bavan'ny maro, na tanora io na antitra.

Fehiny , manao afon-jozoro ny hira amin'izao fotoana izao. Tsy ampy ny fananarana sy hafatra tsara fonosiny , hany ka zary ilay mozika mampietsiketsika sisa no itokian'ireo mpanao mozika hanintonana ny mpankafy.

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: hira&mozika
Date: 10 mars 2016 - 12:48

"Mpihira Mpanakanto"= manao hira kanto.

Tsy fantatry ny ankizy @ zao fotoana izao ny dikan'ny hoe "kanto". Ny hira lazaina hoe kanto, dia sady tsara ny feony (mélodie), no tsara ny tonony (paroles).

Ny hiran'ireo olona lazainao ireo dia hira manaitra fotsiny,manentana mampandihy, mahafinaritra FA TSY KANTO.Ny mélodie tsy dia mipetraka loatra (mahay notes sy solfèges tsara ve ny olona namorona???), ny tonony dia zay iainako andavanandro eo no tantaraiko, toa miresaka fa tsy mihira.

Misy ireo mpanao mozika mafana mba mamorona hira milantolanto, fa ny mélodie dia tsy hita zay vodiny sy lohany.Tsy hay hoe ho any @ refrain ve zao sa ho any @ couplet? Tsy hay hoe ho tapitra ve?sns...

TSY MISY FANAHY, izay ngamba no azo ilazàna azy.

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: AgoD
Date: 11 mars 2016 - 13:02

ny ahy ndray ny fiovann'ny toetsaina no tena hitako mivandravandra. ny fitombenana sy ny zesta ary ny complexe no asehoseho. misy amin'ireo mpanakanto vao misondrotra ireo no taimbava ranofotsiny no ao anatin'ny hirany: nilaozan'ilay sipa na tsy nahazaka an'ilay sipa dia manao farateny, fanambaniana vhv no fandraisako ny tonokirany. ny hafa indray dia io fitombenana io de atsipitsipy mahazo ny todika ivoho ny mpijery. ny tonokiran'ny sasany indray dia resaka sexe mivantana (loatra) mihitsy, mandratra sofina ary mahasadaikatra.
tsy misy fanabeazana intsony ny karazankira amin'izao fa miteniteny foana sy manaonao foana dia amin'izay malaza vetivety. tokony haverina ny censure fa ny atoa hoe fahalalahana anie dia miaraka foana amin'ny fahaizamiaina fa tsy hoe manao izay tiana.

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Beurkk
Date: 22 mars 2016 - 19:57

Za tena leo an'ireny karazana mozika ireny. Tena maloiloy ara-bakiteny aho rehefa sendra mandre an'ireny sady ny clip tena mahatsiravina. Aleoko lavitra mijery ny clip jean rossinah "trano bongo" , kalon'ny fahiny toy izay mijery an'ireny.
Tena mandreraka ahy koa ty fiteny am zao hoe za love, efa love za , dia zany daholo ny tonokira. Beurk, manao teny variaminanana.
Simba le zavakanto e!

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Vazo
Date: 24 mars 2016 - 09:35

Misy hira ana zokibe ray zay any mitondra ny loha-teny hoe "Mozika manahirana"
Ao anaty tononkira ao ny hafatra ho anareo ry zandry lah sy zandry vava isany

Mampalahelo fa midi-pidinana le fandrosoana

Pi-maso ho an'izay mpankafia R. RAMANANTOANINA

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Vazo
Date: 24 mars 2016 - 09:37

zandry vavy fa ts vava

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Maharaka
Date: 26 mars 2016 - 14:04

Raha tena mpnakafy hira sy mozika kosa aloa tsy handairan'ireo am-lohahevitra ireo mihintsy e!

Tena ezaho mihintsy ry RAD ny fanabeazana fa ny tontolon'ny ankizy mihintsy no simbainy sy potehiny,

Kopa tanana ho an'ireo mpakafy hira matotra e!!(naman'i vazo 100% zay an)

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: somera
Date: 05 avril 2016 - 18:09

Tsotra be ny mahatonga ny tarika mpihira maniry ohtry ny anana, manantalenta io na tsia, resaka chômage io, mamorona tarika no asa mora foronina indrindra

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: zokinjokiny
Date: 08 avril 2016 - 14:38

za ry zareo efa zokinjokiny ihany fa mba mampiala voly kosa le hiran'ny tanora e, ary azo lazaina fa mpanakanto ry zareo satria mavita mampirindra le tononkira, sady mba mampimeme le hira, ohatra kely le hiran'ny tonton jesse n'inporte koi le hira nefa mampime :

..........
ndao mba hianatra langue
ataovy mot à mot fa zay tsy maka lague
pied : bmw
ranjo : range rover
kibo kibotà
cou : courvette
tete: tete de cortège
tete de mule
....
ndao hianatra hanisa
un :henri ratsimbazafy
deux :dieu rajonhson
trois tragédie
quatre : kate de luna
.....
huit : huitney houston
.......
onze anjelina zolie
douze : djamel debouze
.......
ny sasany ndray mampandindihy mba manala stress e

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: fijeriko
Date: 08 avril 2016 - 23:07

za ndray otrany malahelo mahita le tropical b lotra mameno Tananarivo,tsy oe raciste kory fa itako oe very ilay culture fa tena vodomineny ny any am sisiny,le parole anizareo mits mou zany no tsy tiko,ny ankabeazany mapirisika ampirafy,mapiseho oe ny rafivavy no midomine ,misi culture am sisiny asisika ao anaty lohanao,bref aiz r bodo r poopi r rebika etc fa tiko b black s big mj kou an!!!etc

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: $ongomby
Date: 10 avril 2016 - 10:20

Reny le hoe misaina any @ divony e. Izay misy ny divony no misy ny atidohany.

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: ramiakatra vaovao
Date: 11 avril 2016 - 12:19

Tsy isika eto Madagsikara irery no fefeiky ny mozika ratsy fa izao tontolo izao.

Ratsy ny mondialisation de culture . Manao ny Amerikanina dia arahin'ny Frantsay.

RATSY tena RATSY. Jereo ny MATV sy ny VIVA mandefa reo hira vahiny misy CLIP Lehilahy ratsy endrika sy feo ,dia ny vehivavy tsra tarehy miboridana no mnadravaka izany.

Mankandoa ny mijery azy, Za kosa aloha aleoko mihaino JUSTIN RAJORO toy izay JUSTIN BIEBER , Na dia mbola tsy ANTITRA aza aho.

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: ramiakatra vaovao
Date: 11 avril 2016 - 12:37

Anissan'ny antony iray maharatsy izao fiainana izao ary mitondra any amin'ny fikororoson'ny fiarahamonina ny mozika RATSY ,Ratsy hoy aho, satria tsy eo aminy ilay antsoina hoe KANTO.

Ny Ankabeazan'ny tanora andairan'ireny mozika ratsy ireny amin'izao dia tsy manana sentiment , sy ilay FANAHY malefaka intsony.

Lasa maherisetra ny olona. Tia fiainana satria ny Clip no mampiseho sy manindrahindra ny 3 V ( Vola , voninahitra, Vitombenana ).

Ny feonkira kanto sy ny feomanga izany aloha dia tsy fantatry ny tanora amin'izao intsony. vitsy ny vehivavy Malagasy na ny merina hitafy lamba , hanao fitafiana maotina fa Ry Tence Mena no atao filamatra. Aoka anefa ho fantatsika fa I tence Mena no solotenantsika tamin'ny mozika erantany tany Frantsa.Izay no ataoko hoe ny mondialisation de la culture dia fanindrahindrana , sy fanomezana lanja ny MOZIKA RATSY

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: tropy
Date: 11 avril 2016 - 22:12

Samy manana ny tsara ho azy io e. Na dia misy aza ny marina iraisana dia arakaraka ny olona ny tsirairay ny ilazany hoe tsara na ratsy na hira iray. Tsy maintsy misy conflit de génération daholo izay atao rehetra. Izay no mampifanadanja ny fiainana fa tsy hoe ila mizana ihany akory no hotsindriana.

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Ambalamanasa
Date: 12 avril 2016 - 14:59

Izaho koa dia miombon-kevitra amintsika rehetra izay milaza eto fa mitotongana ny KANTO Malagasy. Na io mozika tropikaly io aza taloha tamin'ny andron-dry Jaojoby, Mili Clement, sy ny salegin'i Njakatiana , mbola tena maneho ny maha malagasy sady amporisika hiaro ny tontolo iainana, manabe sy milaza ny hakanton'i gasikara.
Fa ny salegy amin'izao fotoana izao dia saika fampandihizam-divo fotsiny sisa, dia asaina mandroso mihemotra otran'ny lelon-jaza eo ny mpihaino, dia misaute-saute ohatran'ny valala (devant....., derrierre..........., sauteeeeezzz...., danseeeezzz.....,) Dia saika misy teny matetika miverina @tonon-kira : confiance, jalousie, bébé (baby),....
Asa re mba hanao ahoana ny ho avin'ny mozika malagasy raha izao no mitohy

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: ra mi-al le hira d, za mafy be d, ra ts zan d ady foana grrrr
Date: 14 avril 2016 - 17:04

tena ahitana toe-taina mihamaloto le hira e:

Je m'en fou oz le ray zay nef iz namorona hira mhts amle iz:
Aza enjehina aho fa tratra oz le panao rap zay (fa iz zan tena important be mhts ngamba)
Za no mahery oz le hira miantsy ady reny
ra ts zan d anaty hira no anehon'i sasany n fitiavany vadin'ol


etc.....
tena mapahelo le teo-tsaina fa lasa mirefarefa amin' tany. Dia ny mpihira rehetra no dévalorisé nef i Nina's sy Onja mba miezaka manao hira moraliste ery , tiko alou n hiran'ireo e na d zay fotsiny aza. REny ahay mba misy henoina

Options: Répondre
Re: Mba ahoana ny fahitanareo ireto mpanakanto vao misondrotra ireto : ohatra kougar, Odyai, THT , sns... sy ireto mpanao tropikaly vokatra be ireto?
Par: Anti auto tunes
Date: 15 avril 2016 - 14:46

Ny ahy ny tena mankaleo ahy dia ny fampiasana ity auto tunes (logiciel d'ajustement ou deformation vocale) ity.misy aloha tsara ny fampiasana azy fa misy mpihira sasany tena mandreraka be mitsy ny fampiasany azy. Hira tsy tokony hisy autotunes akory, lasa misy dia ORY NY SOFINA raha sendra tafaheno tsinahy ny hira otran'ireny

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg