Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: Leo PoliTika
Date: 14 avril 2016 - 09:45

Ny tena tsy dia mpiondana loatra fa gaga ihany mahita ny fitiavan'ny olona ny tarika mahaleo. Tsy kely tsy lehibe, tsy antitra tsy tanora, tsy lahy tsy vavy, tsy gasy tsy vazaha.

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: petakely85
Date: 14 avril 2016 - 09:55

za mbo gaga, ambondrona ko aza zao otrzany ko

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: f'angah?
Date: 15 avril 2016 - 18:42

ireny no atao hoe "artiste eternel",nandalo ny hirany sy nankafy izany daholo ny generation nandalo,vao mianatra gitara d'efa hirany no ianarana mialoha,tsotra nefa tsara ary tsy mankaleo,MAHALEO

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: chacun ses goûts
Date: 18 avril 2016 - 09:38

za manokana nefa dia mahita hoe mankaleo lay Mahaleo, adin'ny enina ny concert, ry Fafah mamo be. ouf ! Efa efa aho no tsy nijery an'ireny intsony.

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: Kanto
Date: 18 avril 2016 - 16:26

Za lou tia Mhaleo ary efa nijery fa tsy te hijery intsony aho enoina no tika am zareo fa tsy jerena...otran leo be zany za 6h monotone be foana lay hira
Fa AmbondronA kou zao manomboka hitovy amreo kou an!

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: tojokely
Date: 20 avril 2016 - 00:56

Io dia samy manana izay handraisany azy ê..ao ny tia...ao ny tsy tia..

Fa izao...maninona no guichet fermé foana ny tarika mAHALAEO

Mila jerena sy fantarina aloha ny mikasika ny tarika sy ny mpikambana tsirairay avy....

izao...1- olona niaina sy niainga avy any anatin'ny firaraha monona sy ny tontolon'ambanivohitra ny tarika Mahaleo....Tsy izy rehetra fa ny 2/3-ny...ary niaina sy nanadrqay anjara foana t@ny hetsi-piarahamonina nisy teto amintsika...1972.......2014

2- tsy azo hadinoina ihany koa ny fanabeazana azon'ny tsirairay avy tany @izay nisy azy tany......indrindra fa ny firahan'izy reo hatramin'ny fahazazany tany anaty fiaraha monina...izay nisehoan'ny zavatra maro samihafa..,...

3- samy manana spécialité avokoa ny tarika...ankoatra ny fahaizana mitendry gitara sy mihira....dokotera, sociologue, sns.....izany hoe...manana traikefa mifangaroharo @ny olona isa-karazany...na mahantra na manana sns...efa nisy nanao députés.......

Raha tsorina dia izao.,...hain-dry zareo ny manao adaptation ny hira sy ny tononkirany hifanahaka @ny zava-misy ankehitriny sy ny fahizay...afaka mijery tartra ao antin'ny hiran'ny tarika Mhalaeo avokoa ny olona tsirairay avy...izany hoe..afaka mi s'identifier ao antin'ny hiran-dry zareo avokoa ny olona tsirairay avy na ny sarangan'olona tsirairay avy

Raha tsorina dia hoe...ny hiran-dry zareo dia hira maneho ny zava-misy iainan'ny olona andavan'andro...na fitiavana, na resaka politika, na toe-karena na fiarin-karena, na finoana kristiana na ara-drazana...izany hoe...polyvalent ny hiran'ny tarika Mahaleo...
Izany hoe..hira natao hanehoana ny zava-misy eto amintsika eo @ny lafiny rehetra.....ary izay no mahatsara ny tarika manana spécialité samihafa....atambatra avokoa...dia samy mihira iny....dia afaka mi s'identifier ao anatin'ny hiran-dry zareo ny olona tsirairay avy....
Izay no mbola tsy maha lefy laza azy ankehitriny......

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: rany
Date: 20 avril 2016 - 11:50

amiko dia satria bestaka no mpamoron-kira ao, presque manana style-avy. Misy mampihomehy, misy moba ny fiaraha-monina, misy fianakaviana, misy fitiavana. Tsy miteny izy rehefa manao spectacle hoe an'i Dama na Dada na Bekoto ...
Hany ka varié tanteraka ny hira nefa rehefa ensemble tarika iray ihany.

Aza adino fa samy afaka mihira mitokana ireo, kanefa tsy dia tena succes loatra.

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: Vô tonga
Date: 04 mai 2016 - 08:50

Tsy lefy laza ary mipetraka foana ny sanganasany satria:
1 le groupe homogène foana ary tsy misaraka miitsy ( na de misy aza ny oe mande individuel, fa tsy miala ao)
2 tsy miova rythme fa mitazona anle perso
3 ny leader tsy tokony hizahozaho
De hitantsika ohatra mahaleo, ny ainga, ambondrona,... fa nisy ny nanana ny lazany fa tsy nahaja ny iray tamin ireo de rava, ohatra rebika, ....

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: jlambut...
Date: 05 mai 2016 - 19:29

mba ohatran ahoana ry reto zany hiran Mahaleo vaovao ? ts ratsy be ve?

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: Fbchatsex
Date: 18 mai 2016 - 15:25

Jamais Ambondrona hitovy amin'ny Mahaleo izany, jamais, jamais, hoanle olona tsisy saina ato izay tsy mahalal ny antony dia tsotra ihany, tsy mahalala ny atao hoa kanto sy ny resaka show biz!!! Na mamo, na mifoka rongony, rehefa kanto dia kanto ary tsy mila vola, Ambondrona pffffffff, beurke b!

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: mpijeryfety
Date: 18 mai 2016 - 16:55

Fbchatsex > zahay mpijery mahaleo fa nefa mijery ambondrona koa. ny antony mahatonga anao tonga dia manaratsy ambondrona dia noho ny fialonana tsotra izao, tsy tianao hisy tarika hafa i-surpasse an'i mahaleo. Samy manana ny public-any reo tarika ireo!! ary ny lazan'ny mahaleo efa mitoetra hatrany. dia maninona zao raha misy tarika hafa mba mahavita guichet fermé ankoatry ny mahaleo? inona zao ny problème-anao @zany? na mahafeno mahaleo na koa ambondorna na koa iza dia tokony tsy hifanaratsy fa samy manana mpakafy azy aby zany no dikany. Ok. hovay lay fisainana

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: kihana mampivoatra
Date: 18 mai 2016 - 18:24

Ny ahy indray aloha dia tsy resaka fialonana no hanakihanako an'ambondrona fa tena resaka hira mihitsy:
MITOVY DAHOLO NY HIRAN'RY ZALA, theme iray sy roa ihany no miverimberina sy miovaova
"zany foana ve no hainoiko...??" hoy ilay zoky akama mitovy hevitra amiko zay (lol)

Mba tiako ihany ry zala taloha fa hitako hoe tsy créatif intsony fa ny eo ihany avadibadika, sady bdb koa ny hiran'ry zala mangala tahaka (mi-sample) rock vazaha dia tsy ekeko.

Raha vao artiste tsy créatif mihitsy dia tsy tiako e!

Ny ahy na artiste avy any @ sisiny aza ohatra ka tena créatif sy manana personnalité sy original dia reveko ohatran'ny ireveko an'ry mahaleo sy ry Lolo ihany

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: malaelo56
Date: 19 mai 2016 - 08:47

efa nisy Mahaleo tsy be olona taty moramanga ah,nanao cabaret fa tsy feno ny salle, atsasany teo no feno. Za lo tsy mijery mahaleo tsony la leo. Tsy manana hira vaovao zany tsony mahaleo. Ra izy samy mande rery de misy nefa tsy tsara oh Dama nanao le oe kalaratsy ty ah tena sans interet mitsy....

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: ilaymahefa
Date: 19 mai 2016 - 13:05

Zaho dia Lôlô ihany no mba spectacle jereko, ankoatr'izay henoina daholo

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: miderah
Date: 19 mai 2016 - 14:24

kihana mampivoatra> tsara ny raisiko ary mahafinaritra ny mahita hoe misy olona manana fijery hafa. Fa nefa anie ny ambondrona efa manana ny mpanakfia azy. Tsy tia ianao, zay no hevitrao. Fa misy koa ny tia ary maro

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: Bparasy
Date: 19 mai 2016 - 17:07

Ny tena mampilay mijery anreny d le enao somary ondiondy mijery satr ry zareo(artistes) ko otrizay ian, d mitov tsar @zay ny feeling. Mo le fampisehoan zareo ko somary maharitra ian

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: Bparasy
Date: 19 mai 2016 - 17:18

Ny tena marina alou samy manana ny mpankafy az doly reo tarika reo e! ef samy nojereko dol reo tarika reo. Ra le oe ts manana créativité Ambondrona : le rock ange avy any ivelany e, d na ny arrangement az d mitovy @ hira av any ian, otran rap ian io e fa saingy iz misy tonony tsar fotsiny sy @ fiteny tsotr.

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: ndri le gasy kely
Date: 22 mai 2016 - 09:50

Aza mba mandany andro mitatasika tsisy mieno eto amin'ny forum eto re rey oul fa mba mietsiketseha koa amn domainen'asa nareo e ! Tsis irarahin Ambondrona anze mozika fosika na mozika tena izy anenjeanareo az zan. Zareo ar be mpankafy be ny zavatra atoany. Marina tsy misy marary fo mafy mits ato hoe mavita otran mahaleo ambondrona. Ndriiii

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: showbiz
Date: 23 mai 2016 - 15:12

ndri le gasy kely > ny eto @forum aloha dia miresaka sy maneho hevitra no atao eto ary samy manana ny heviny! ary mila mahazaka ady hevitra ny tsirairay fa tsy vao maneho hevitra ny iray dia lazain'ny sasany fa marary fo sy fialonana sns.

tsy misy ilavana an'ity forum ity mihitsy raha hevitra iray ihany ny an'ny besinimaro.

misy ny fanatique ambondrona, misy koa nefa ny tsy dia mankafy ary zon'ny tsirairay izany fa tsy hoe vao mifanohitra @hevitrao dia lazaina fa fialonana.

Izaho manokana koa zao mitovy hevitra @namana etsy ambony:
- raha lafiny artistique ftsn no jerena dia omeko 06/20 i Ambondrona
- fa raha @lafiny business kosa dia omeko 20/20 izy

@zao fotoana moa efa tsy misy mijery lafiny artistique izany intsony ny artsiste f'efa business ny resaka kanto. Zay arrangement sy mélodie ary tonony efa mandeha sy efa malaza ihany no averina, dia nefa mazava hoazy tavela ilay tena famoronana tokony anananao @maha artiste anao.

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: jlambut...
Date: 23 mai 2016 - 16:39

ny hitako tsiambaratelon reo de zao.

Mahaleo , ts mamoaka hira vaovao zany tsony. fa le hirany taloha nalaza reny foana no ataony. mety misy ihany le vaovao fa iray anatin 5 taona ngamba. za manokana aloha de ts maheno hira vaovaon i Mahaleo zany e, hira taoha fa ts nalaza no efa henoko.

Ambondrona (satria reo zao no hitako sisa mpihira mahavory kil betsaka) : mamoka hira vaovao r zalah fa ny spectacle no ts manao firy . tahak an ndry Mahaleo ihany.

Options: Répondre
Re: Mba inona ny tena tsiambaratelon'ireto tarika mahaleo reto fa toa concert sur concert nefa guichet fermé foana e?
Par: be resaka
Date: 26 mai 2016 - 21:44

Tsy dia misy antony loatra ny mahatonga ny mahaleo malaza fa efa toa lova izy io!
ny mba mampilay ny mijery andry zalah dia iny rehefa samy mamo2 iny, ry zalah mihira za misotro ny tokako toa mitaingina tamboh ihany fa szmy mitabataba eo!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg