Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: ikalapatsa
Date: 03 février 2017 - 12:19

Nahafinaritra ry reto le fahazazantsika taloha , tena mbola nilalao be ny ankizy sady niray hina daholo na ny manana na ny mahantra

Zahay taloha niara-manao tsikonina daholo ny iray tanana , dia ny samy miantoka daholo, dia izaho sy izay bory izay foana no asaina miantoka saribao , de ny ankizy mieritreritra hoe lasa mitsondroka saribao zahay 2, nefa any antranonay izahay no maka , de any izahay roa mialalao ela2 any vo miverina

Dia ilay milalao eny antanimbary, dia mifanolo slip , de efa bedy foana , kanjo farany nifindran lagalin'ny ankizy , zay vo tsy sahy tsony

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: sisa
Date: 07 février 2017 - 11:09

ikalapatsa < voretra be kosa izany , zahay indray tsy mba nanao an'izany mifanolo slip izany, sady tsy nilalao tamin'ny ankizy nisy lagaly na hao.

Fa tena nilalao be kosa, mihady vomanga na mangahazo atao tsikonina, maka sosety, kabaro, ravimbomanga no atao laoka, maka vary kely any an-trano.

Tena tsara, nahafinaritra mitsy, tsy hain'ny ankizy amin'izao intsony izany manao afo kitay, misorona afo hanaovana tsikonina.

Tantara sisa....

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: KILALAKY
Date: 07 février 2017 - 12:28

Nafinaritra ka ! cache cache kapok ray tanana tam zn tsis ataorana ! mlomano antanimbar d ts mslip d ts mfanolo am zay d bedy ! mnw fanenjik sd akizy bdb am zn ! am zw otrn ef sam vofehin n tambo s n kilalao vita ao antrano !

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: dadylove
Date: 07 février 2017 - 13:57

Nenay njay l manao tsikonina varymbazaha d anatsingita ny loka .
.Matsiro ery.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: narivelo1
Date: 07 février 2017 - 16:30

ny anay efa reraky ny bôl dia maka trondro na foza eny antanimbary tsy foza orana an! fa tena foza ireny !ny bandy sy rôle à zany tsy lazaina tsony sy ny kalesa

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: tsikilogasy
Date: 13 février 2017 - 11:01

- Nandrafitra fiara kely tamin'ny kapoaka (jeep, camion semi-remorque, car...), dia misy ilay caoutchou tao amin'ny lohana pile R20 mitondra ilay charbon iny no atao pneu
- Maka planche dia hosorana savony na labozy dia anaovana gorisa eny amin'ny fidinana goudron
- Nandrafitra kalesa ka rehefa misy namana dia mifandimby mifanosika fa rehefa tsy misy namana dia mamonjy lalana misy fidinana
- Manao baolina eo an-tokotanibe, ka rehefa maromaro dia manao "hizarazara" (deux parties), fa raha vitsivitsy dia ankisisika "izay mahafaty dia goal" ; raha roalahy monja moa dia manao "goal à goal"
- Mampiady ganify
- Mampiady tanalahy (lasa lavitra mihitsy mitady tanalahy, milanja bararata lava be)
- Saika hadino ny manosika pneu amin'ny tahon-kifafa (sosotra mihitsy mamanay fa very foana ny kifafan-kabone, dia maloto be ny devant ny akanjo piritihan'ny fotaka sy menaka atao amin'ilay pneu)
- Manao tongon-kazo

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Zahaykoa
Date: 13 février 2017 - 11:58

Hanampiana ny an'i Tsikilogasy:nilalao tandrimo, nisambotra valala sy vongory de hatono, nitifitra fody am baka filesy, nanjono, nisaka pirina, nisambotra sobakaka, nitsikilo silipom-behivavy, nitaingi-tamboho, nihanik'azo (au sens propre), nanlgalatra goavy voasary manga paiso teny an-tsaha

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Zahaykoa
Date: 13 février 2017 - 15:14

De mba nisy cousin mba manamanana satria niasa tany an-dafy ny rainy de mizesta aminay ery izy niaraka t@ voiture télegudé sy walkman sy le jeu électronique ary bisikileta...de any aminy foana no manafika rehefa tsy mianatra

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Zahaykoa
Date: 13 février 2017 - 15:19

Tao koa ny cahier de chant sy dessins, ny magazine salut,ok podium, nous2,voici...hihihi...izany no mba nanarahana actualité momba ny "people" fa mbola tsy nisy internet izany

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: ndryrytony e!
Date: 15 février 2017 - 16:42

manao vitsily, dinganiko masoandro,raosy jamba, nafinaritra ery , tsy matsiaro mody mintsy na efa hariva ary ny andro de bedy aveo!

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: ZA ZANY
Date: 16 février 2017 - 15:58

Manao lastika , sabaka,fanenjika,mpivadimpivady , de madama madama , mangalatra akanjon'i Mama mihitsy

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: MailoHYOMN
Date: 16 février 2017 - 17:02

Mampiady ravina .Lasa lavitra mihitsy mitady ravin-kazo, dia faly ery rehefa maharesy.Mandeha mianatra ARBRE DE NOEL (izany mihitsy no filaza azy taloha) Dia alohan' ny handehanana , dia mihinana paiso sy sira na voamadilo.Dia rehefa akaiky noel dia mandeha mandravaka fiangonana! Mahafinaritra ery!

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Rakotojoli
Date: 16 février 2017 - 20:06

Ndriiii nareo koa leretsy manao izay mahalatsa dranomaso a ,hafa mihintsy ny taloha ,ny an'i Tsikilo no tena betsaka nataonay ,ary ny tena tsy hadinoko dia manosika pneus amin 'ny taho kifafa ,manodidina iny Antaninarenina sy Ambohitsorohitra iny ,ary tsy manao kapa na kiraro ,fa pieds nus daholo .Dia avy eo indray miara milalao amin'ny zana bazaha eny Isoraka ,dia miara mihinana ny gouté an dry zareo ,voky tsara .

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: mamankouely
Date: 19 février 2017 - 19:15

kilalao ana akizy lahy daholo ko nenareo ! nenay ndray reto: le fanenjika de mipetraka dia but, ny vitsily, ny avy mangataka, ny allô allô lendrasana, zay tsy mikipy tsy asiko, ny gorisa teo @ zaridaina antanimena teo, ce matin (corde à sauter :p), ny tsikonina, ny dinety, ny tantara vato, tanisa sy tso-bato, mavatra mitady anle vato faran'izay tsara mihintsy. ndry t@ mbola kely marina reto a !!! tsara ery fa tsy otran'ny ankizy @ zao. zay mipetraka aty @ périphérie fa mbla misy kilalao sasany @ reo aton'ny ankizy refa misy fotona zareo.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: talohakely
Date: 20 février 2017 - 11:14

le manao kilalao de fonona bonbon no atao vola,de lasa aloha mitsindroka fonona bonbon eran ny lalana,miaraka samy mpinamana dia samy mandeha ny maso mifantoka am lalana ihany,miazakazaka eri vao mahita fonony iray.

dia refa mizara gouter oatra oe cacapigeon ilay izy de isana am voniny mints oe 1-1 ;2-2 atokotoko mints lou zany de lany vao samy maka

manao madama madama de manao kiraro n i mama sy poketra (kopetra tamzany ) de ny akanjo ba apidirina ny lohan akanjo de sitonina ivoaka de atao solona oe lava volo be zany lol

nahafinaritra

efa nisy fotoana koa le miana kendry dia manao sigara am ravin tsosety na boritra fa tena kofona be maery be

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: MailoHYOMN
Date: 20 février 2017 - 13:44

Tena hoatra ireo an' i talohakely io koa no fanaonay taloha .Ny anay koa tahom-boatavo maina no atao sigara . Zahay tany ambanivohitra no nipetraka .fa dia mitovy daholo ry reto a! Rehefa taom-baovao , dia mandeha par groupe mihitsy mitety faritra (mizara faritra maromaro ny tanànanay )dia mandeha mitety trano miarahaba tratry ny taona sady mivimbina sachet asiana bonbons.Omen'ilay olona vangiana bonbons;dia lasa indray mifindra .Feno ny sachet hoa! Faly ery!!Tsy hafetsena ilay izy fa tena foma fanao tao an-tanàna !!Nahafinaritra ery!

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: tista
Date: 22 février 2017 - 20:33

nareo izay nanoratra ireo dia tokony nilaza ny toerana nisy anareo t@ fahatanorana sy fahazazana izany , satria mety niaranilalao ihany ange isika izany e ? , ny tenako dia teny androhibe no nipetraka ,
ary mba nisy nilala nanao papa sy maman ve nareo ? , io no tena nahafinaritra be a! , mifanoroka kely dé mifampikitikitika kely , mamy be ireny a!

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: années 80 Andravoahangy Est
Date: 23 février 2017 - 11:21

Nangala-paiso sy goavy sy nanao chateau de sable, course majorette novidina teo @ fanambinana andravoahangy ambony, nilalao foot teo @ tokontany ny les diablotins teny andravoahangy ambony.

Ny nahavaraina fotsiny lasa olona ambony teto @ Firenena le bandy kely iray niara -nilalao taminay.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: kalaky
Date: 24 février 2017 - 09:31

Ny ahy ny tena tiako dia ny manamboatra sy milalao kalesa, ny dadako moa mécanicien dia mitondra roulement mody foana matetika dia mba ni-bizna roulement @ namako koa za. Ny anay ny kalesa nasiana jiro mihitsy, nampiasa ilay pile wonder fisaka ireny t@ izany dia ampoule lampe de poche no atao jiro. Zahay nipetraka Anjanahary dia @ iny làlana midina avy any @ FJKM Anjanahary MAritiora mipoitra ey @ Mascar no filalaovanay.
Ankoatran'izay koa ny filalaovana joueur (izay tsy ataon'ny ankizy @izao intsony), zahay nahavita "nangalatra carreaux" teo @ mpivaokenam-panjakana teo Andravoahangy t@ izany raha tadidinareo.
Ny fangalarana paiso, voaloboka (frère Soavimbahoaka) moa tsy lazaina intsony. Tantara sisa e ! Mahafinaritra ny mifampahatsiaro ny fahazazana ohatran'izao

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Sefrera
Date: 26 février 2017 - 20:11

Kalaky
Hay ialahy no tena lehiben'ny mpangalatra voaloka tao Soavimbahoaka ,soa fa tsy tratrako tao fa raha tsy izany niaran'ny fitsaram bahoaka tao ialahy isany .

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: kalaky
Date: 27 février 2017 - 08:54

Sefrera> Ny nampihomehy @ ilay halatra voaloboka dia ity: tafiditra nianatra teny @ GOLAN Soavimbahoaka za taty aoriana dia notantaraiko t@ ilay Frera (Henri) mpivarotra divay tao ny fangalaranay voaloboka dia hoy izy: hitanay anie nareo midita sy mivoaka eo saingy hataonay inona moa, hovonoina ? hogadraina ? Zahay koa anie t@ izany mahazo grappe 3 na 4 dia ampy anay e.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: hafa kely tokoa
Date: 05 mars 2017 - 18:37

Tena monde hafa mihitsy ny niainantsika t@ izany!!ohatra'ny mampalahelo ahy ny ankizy @ izao tsy mahalala an'izany fa toa tontolo sy fiainana hafa tanteraka mihitsy ny taloha sy akehitriny!
Ny ankizy @ izao dia jeux ordi sy vidéo no tena mahavariana azy ireo

aiza nefa izany hafalianay milalao kalesa amboarina? Ny vitsily,tantara vato, tena tsy mahatsiaro fodiana mihitsy!

izay ilay hoe ny ankizy taloha antsoin'ny ray sy reny mba hody fa variana eny an-tokontany foana!@ izao ny ankizy asaina mivoaka fa tena variana @ wii; xbox; ps3 SY 4 sy ny karazany tsy araka intsony

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Milay ny taloha
Date: 08 mars 2017 - 10:35

Miarahaba,

tsy misy mahay sabaka, tsobato, cache cache kapoka fa cache cache kapoty sy facebook n ain ankizy tsar amizao.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: $ongomby
Date: 08 mars 2017 - 11:04

Izahay efa natao fampilazàna t@ radio hoe zaza 4 very. Nandeha bisikleta nankany antsirabe zahay. Tsy misy olona fantatray akory tany fa de lasa zao. Niala Tanà t@ 11h00 teo ngambany fa de voky voankazo sns teny an-dalana. Tsy nahalala noana zany fa mihinana foana. 3 andro vao tafody fa kapoka zao nahazo anay zao kle. Tany @ taona 80 tany mihitsy.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: verdi
Date: 10 mars 2017 - 12:55

"ali-baba, ali-baba comment s'appelle celui-là ! pôlisy sa vôlera ?"

sady lakouna mafy ilay lamosina

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: AFA NY TALOHA
Date: 10 mars 2017 - 14:40

Afa mintsy ny taloha, t@ zany na ts manao kapa na kiraro aza ts koi, @ zao raha ts mikiraro defa farak'izay mahamenatra mintsy, mafinaritra ery taloha le diavolana iny ref milalao ts mahatsiaro oe efa alina be anie ny andro , manao fangalapiery ,fanenjika ,polisy sy voleur, manao course gony ,sns ,afa iahany ny taloha e , @ zao nekizy efa tsy @ zany intsony

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: andranahary
Date: 13 septembre 2017 - 16:43

Kalaky> tena mety bandy fantako ialah izahay koa nipetraka teny anjanahary afovoany, mpanao gorisa @ plancha nasiana savony ary mpilalao baolina tao anaty tamboho gasy be ireo sy teny @ sefra.

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: nyfeo
Date: 14 septembre 2017 - 08:17

mivory dahol ny badikel rhf apres midi dia mizara, dia ze lehibe 2 manao polisy dia zay keli2 manao mpanagalatra dia mifanenjika eraky ny tanimbary tao analamahitsy tao, mihosins mhts fa zay tratra kousa dia ampijalian le zoky lhb,

manao commado ttao antsaha,
mampiady tanala,ganifa,, mitaingina kalesy, manosik pneu, milalao piste mou, milomano ao anaty rano vato eny ambatobe eny no misy an zany, milomana eny antanimbary rhf tondrak ny rano, nahafinaritra eh,

mifanafika @ badi hafa quartié,, zay analamahitsy dia tsy avelany mandalo any aminay ny bandikel ambatobe, dia ry zareo kou manao anzany, aty aorian kel lasa mpinamabe be dahol,

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Malalatiana32
Date: 14 septembre 2017 - 16:00

Nenay ndray:
- manao guerre guerre (maka fingotra d atao flèche, taratasy matevina no atao balle) d mifampitifitra eo fa narary voa an'lay izy an.
- kasy kasy kapoaka d lay misolo akanjo d hoe kaskarôty miverina ooo lol,
- Mampiady ravina,
- manao fangalapery any anaty tsikafona lay feno vondrona avo b reny,
- manao course lakana any anaty rano d ny scobidou no atao lakana,
- mère veux-tu,
- besorongola amin'ny tsihy na sahafa any ambanivohitra d eny am tendrombohitra,
- tantara vato,
- un samedi soir,
- ce matin,
- tso-bato,
- cache cache noir,
- avy mangataka,
- manamboatra c.a.c.a amin'ny taratasy d lokoina am gouache d apetraka eny am varavaran'olona d dondomina d mitsoaka b aveo,
- mampaneno sonnerie an'olona d mitsôka,
- ...

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Anjara
Date: 18 septembre 2017 - 14:38

ireto indray ny anahy :
-polisy sy volera
-kasy2 kapoaka
-vitsiliha
-mampiady ravina (tena lasa lavitra mihintsy mitady ravinkazo)
-tsikonina (samy manana ny iantoany avy)
-kalesa
-manosika tômôbila biriky
-lasitika
-dihim-bazaha
-fanenjika (rehefa tsy t ho boka-za d mitomany d manao oe za kosa vary masake d manaiky ny ankizy za ra teo no kely indrindra)
-manao tennis @tapaka planche s goavy manta fa tena marary ra voan'ilay goavy an

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: kalaky
Date: 19 septembre 2017 - 09:20

andranahary/ Tena possible niaraka nilalao isika raha izany, II S, II O, II N, II A rehetra iny filalaovanay daholo. Tonga hatrany @ cimetière aza indraindray.
Zahay koa efa mpangalatra ditim-bonbon tao @ socobis

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: ikalapatsa
Date: 19 septembre 2017 - 10:58

E!e!e! asa nareo raha mba mitovy amiko fa tsy ny kilalao ihany no nilay t@ fahazazana fa ny sakafo isan-karazany rehetra : ny anay zao tena natsiro ery ny torto natao gouter tam mbola nianatra , de ny bonbon trondro+gitara+kanety , ny zedezila(jeux des îles) ilay mofo gasy matevina be ireny , ny biscuits izany moa de aoka fotsiny , de ilay mihinana manga de voakiky atramin'ny tolany le izy , ny katsaka koa torak'izany , ny vomadilo ilay misy sira menamena be iny moa efa tera-tsemboka mihitsy fa eee! oanina foana e!ny votsinefy ,
Fa ny tena nanamarika be ahy koa dia ilay toetra faly aman-kanina : vo misy hena ny loka de faly ery , anareo ndray

Options: Répondre
Re: NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA , taona 75-80-90
Par: Anjara
Date: 19 septembre 2017 - 14:16

Fanampiny kely :mampiady ganifa ihany koa

ikalapatsa :d mitovitovy mihintsy , fa ny torto tena tsy voako,

Ny ahy indray ny tena nahafinaritra t@zany d ilay mangalatra manga na paison'olona rehefa avy mianatra

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg