Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
efa nisy nanao Service National ve?
Par: tokiniaina
Date: 13 septembre 2017 - 16:29

Bjr, tsy aiko rh efa nis tato ity lohahevitra ity fa mba liana fontsina izaho,
Mba tantarao oe izay efa nanao SN, dia rh mbol asian an ireny ve amizao fotoan dia mbol mety,
rh ny fahallako dia oe tsy afak manohy fianaran eny @ ambaratonga ambon rh tsy mahavita SN, marina ve ?

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: leral
Date: 14 septembre 2017 - 15:32

ie, t@ andronay, tsy tafiditra t@ université ra tsy mavita SN,t@ zany ko tsy nisy afa-tsy ny université de madagascar irey, ny taux de réussite t@ bacc t@ zany zara ra nisy 6 à 10%, anisan'ny fitaovana namotehana ny tanora ny SN satria t@ zany herintaona tsy mianatra fa manao formation militaire 3 mois, de miasa (mampianatra ny illetré, na any @ CEG, na miasa any @ bureau administratif..) de harefesina ny saina e, refa tafiditra @ université @ zay aveo, ra 2000 ny isan'ny 1ère année, zara ra misy 200 no mi passer 2ème année. Simba mitsy ny tanora ra mbola nitohy io, t@ 2ème république manko no tena nisy an'io, fa vô nanomboka niha rava io 2ème république io d io SN io no nofoanan'ny mpitondra voalohany vô tafakatra teo ry Razanamasy

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: Pro-SN
Date: 15 septembre 2017 - 00:21

Za tena nanao SN, nanana olana t@ fianarana teny @ université saingy tsy ny SN no manimba fa ny fisainana mihitsy. Tsy hitako izay olana @ ilay hoe mampianatra illetrés. Adidinao @ mpiara-belona aminao izany. Tadidio fa any USA misy ny olona ao @ corps de la paix (Peace Corps) izay mikarama 200$ /mois ary miaina ny fiainan'ny olontsotra any @ firenena ipetrahany. Fianarana ny fiainana ho avy daholo izany ary tsy manova ny olona saingy ny maro nanararaotra nanao revy nandritra ny SN dia notohizana izany nony nianatra t@ université dia izay no niteraka vokadratsy. Tsy ny SN no ratsy fa ny fandraisan'ny mpianatra azy ho periode des "Revy"

Ao ny ankabeazan'ny vhv no santarin'ny lehilahy (Vaky vera hoy i Pasteur Jean Bart) ka maro no bevohokan'ny encadreur na sn namany. Tao ny efa nanana fiancé no lasa niaraka t@ lieutenant na ny sergent, etc...

Tao ny nianatra belote ary nony teny @ université vao nanao tena pratique dia mazava ho azy

Za manokana, kamboty ray aman-dreny no nanao SN fa afaka miteny fa ny fiezahako na dia tao aza ny revy nandalo, no nahatafita ahy fa tsy ny SN akory na ny tsy fisian'ny SN

Izao aho mahay zavatra maro, mahay mitifitra, mahay mihafy, mahay manampy olona.

Pour info (afaka raisinareo ho hadedahana izany) fa aty amerika avaratra aho no miasa sy miaina miaraka @ vady aman-janako noho ny fiezahana, na dia teo aza ny SN. Tsy tapi-pahaizana fa nazoto niezaka

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: Pro-SN-2
Date: 23 septembre 2017 - 19:26

Za koa nanao SN tamin'ny 1987 fa tsy hitako mihintsy izay naharatsy ny SN. Nanova ahy tanteraka aza satria izaho dia olona tena farak'izay sarokenatra taloha, sady tsy sahy miseho vahoaka izany. Fa nony tao @ SN za dia niova tanteraka, ary ilay nandeha nipetr-drery tany @ ilay toerana nanaovana service aza dia nanova ahy satria lasamahavita tena aho . Izahay nanana mpanampy an-trano foana taloha.
Niditra teny Ankatso aho t@ 1988, dia taty aoriana dia nahavita fianarana tsara, ary lasa lavitra noho ireo namako aza.
Fehiny: tsy sakana ho an'ny fahavitana fianarana ny SN tamin'izany. Raha tsy nanao SN aza angamba tsy nanana ilay fahamatorana nentina nianatra

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: mimi soa
Date: 23 septembre 2017 - 23:08

za koa SN 1988 ,nianatra tany Tana dia nalefan-dry zareo na nao SN tany Hell-ville ; mafy ilay niala tao an-tranon'ny ray aman-dreny fa nony a zatra avy eo; nampianatra olona namaky teny sy nanoratra ka fito ry zareo tamin'ny voalohany dia tsy nisy tonga intsony enimbolana taty aoriana ;lasa nandehandeha tany Diégo,Sambava, Antalaha ..izaho koa tsy mba mpandeha tapany avaratra tamin'izany fa zatra Tamatave, Foulpointe, Mahanoro... Faly ery nahita tany !nisy vazaha nanao vacances niaraka nizara taxi tamiko tany Fascène dia niresaka dia niresaka ... nivady izahay roa taona taty aorina ,mananjanaka 20taona izahay izao ! raha tsy nanao SN tany aho tsy nifankahita tamin'ny vadiko ! mba tsetsatsetsa tsy aritra iny fa sao misy masiaka eo indray an!!tadidiko ireo hira miaramila , avy eo manao jery atrika hihi

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: nyfeo
Date: 25 septembre 2017 - 08:18

bjr dol, mis endrin tsara ihany zany SN fa tsy voatery lafin ratsin ?, dia rh mbol mis ve @ zao dia mety mbol mety,
nampianatra ny illitré mou zany no tena natao, sa manao zavtr haf mihintsy, dia le izy ve tamin zany zay afak bac rht no tsy maintsy manao sa ze mbol te hanoy fianarana,
liana ny tantar fa mba zarao o,

Misaotra eh

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: $ongomby
Date: 25 septembre 2017 - 09:03

SN 85 tao ampahibe (Génie) zaho fa ny rq hitako dia nahay niaina kokoa ny olona avy nanao SN. Efa nahazo traik'efa. Mahay miaritra ny mafy, mahay mandefitra sns e. Nahatsiaro nahazo tombony satria nahavita adidy t@ firenena. Tsy voatery illettrés ihany no ampianarina fa saika isaky ny sekolim-panjakana rehetra dia nahitana anay. Nahazo fiofanana pedagojika ka tsaratsara kokoa ny fampianarana nomena raha oharina @ FRAM izay Bepc na misy mihitsy aza Cepe no diplaomany.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: Chauffeur taxi brosse
Date: 26 septembre 2017 - 15:41

Za tamin'ny nanao SN vao nahay tsara ny Table de multiplication.
Izaho irery no niala tao an-tranonay nanao SN tany amin'ny Province... Dia telo miaka izahay no niverina tao antanana rehefa vita ny famopoampirenena ivelan'ny tafika.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: SNHFAP
Date: 27 septembre 2017 - 12:05

Isan'ny nanao SN classe 1987/1 nahazoana fahatsiarovana nahafinaritra ary fotoana iray namolavola ny toe-tsain'ny tanora.Nahafahana ihany koa nanome izay kely vita ho an'ny firenena.Izaho manokana tsy nahatsapa hoe nanimba ahy ny fanaovana SN ny mifanohitra amin'izany aza no hitako.Rehefa mahita ireo tanora amin'izao fotoana aho (na ny zanako ihany aza) dia miheritreritra hoe tokony haverina ireny zavatra ireny mba hanefena indray ny toe-tsain'izy ireo amin'ny fitiavan-tanindrazana sy ny mba hahatsapany ny maha malagasy azy.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: leral
Date: 05 octobre 2017 - 09:10

Misy lafy ratsiny sy lafy tsarany daolo, côté positif : olona nanao SN mahay mihafy, discipliné, manaja hiérarchie...fa côté négatif koa betsaka : hafarefina ny saina tsy mianatra 1 an, de refa tafiditra 1ère année teny ankatso de betsaka no raraka, ankoatr'izay ny sivany t@ examen bacc, t@ reny fotoan'ny SN ireny tena selection be ny nahafahana bacc, tsy mitovy @ zao, tsy haiko na côté positif na négatif fa nandritry ny SN ihanay koa no nahaizana fitiavana voalohany (amour sy sexualité), na lahy na vavy, betsaka ny samy SN no nifankatia, misy koa ny ankizivavy no misipa @ encadreur militaire, ny tany @ toerana nanendrena hiasany moa de tsy hay intsony. Mety ho tsara ihany anefa ra averina @ zao satria ny tanorantsika reto koa hitako fa mila ahitsy satria tsy ampy civisme, tsy ampy fahaiza-miaina, bedebe ny lesoka hany ka hitarika ny firenena any an-kady atsy ho atsy, nefa mila arenina koa ireo côté négative vôlaza eo aloha ireo

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: kotobekibo
Date: 06 octobre 2017 - 10:06

tena ilaina eo @ fiainana ny fanaovana service national, tsy voatery hanao carrière militaire fa adidy @ Firenena;

Tena nanefy sy namolavola ho independant ny SNHFAP, niova ny fomba fitaizana tao an-trano,
Tena tokony haverina ireny @ tanora ankehitriny, na dia misy tokony havaozina aza hifanaraka @ ankehitriny. tsy voatery ho sehatry ny fampianarana ihany no atao, na manampy @ fambolena,fanabeazana ny vhv,....

any corée du sud io, dia manao service militaire 2 ans ny tanora afaka bacc, obligatoire.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: mpitsitsy
Date: 09 octobre 2017 - 10:46

tsy tokony ho arafesina ny saina fa maika aza manana maturité fa nomena andraikitra. Zay nanomana concours de mianatra ihany rehefa any antrano. Nanao faradoboka nitovy tamin'ny ankizy hanomana bac mihitsy aza satria nanao concours hidirana EN3.

Nilay ny ambiance tamin'ny formation an.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: tsetsa2 tsy aritra
Date: 11 octobre 2017 - 13:43

SN ? za lu nanao sn fa tsitako oe nis côté négatif tamiko. ilay tsy nianatra 1 an ngamba nefa fier koa aho satria afaka nanompo firenena sy nitondra ny contribution keliko oan tanindrazana t@ alalan fampianarana t@ CEG. Manana fiainana milamina aho ankehitriny, voninahitra ho an'ny Tompo Jesoa. En fait, ny toe-tsaina iany no mitondra an'io ngamba @le oe manimba na tsy manimba. Fa izay tia revy alu d possible manimba fiainany @ SN noho izy libre be tampoka, na tsy eo anilan'ny RReny noho ny service d manararaotra. nefa n hoaviny iany no tonga tsy lavorary @zany. fehiny : amiko tsara ny fiverenan'ny SN mba ampandraisana andraikitra ny tanora, fa tsy atao obligatoire toy ny taloha kosa fa au choix. Ary asehon fanjakana ny soa azon'izay manao sn par rapport @zay tsy manao. tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: Regiment des Animaux Sauvages
Date: 12 octobre 2017 - 04:49

Za nanao SN tao @ RAS t@ 1988/89 (io pseudo-ko io no nataon'ny iray prom aminay anaran'ilay rezimanta)

Tao no niatrehana fiainana irery voalohany satria na dia tsy teo intsony aza ny RAD dia mbola nipetraka t@ zokiko aho. Fa teo @ SN no nanaovana sipa voalohany, niainana experience sexuelle voalohany, nimamoana voalohany saingy teo no nianarako nahay niaina tany anaty orinasa voalohany.

Nangataka ho affecté tany ambanivohitray aho fa tsy nalefan-dry zareo satria orphelin dia tsy afaka atao lavitry ny adresse-ko. niasa t@ Ministeran'ny fikarohana siantifika, nanao documentaliste, opérateur de saisie. Nahafatra-po ny sefo ny asanay roalahy iray departemanta. Nahazo lettre de recommandation tany @ sefo taty aoriana ary tena nisokatra ho anay foana ny varavaran'ilay sefo na dia lasa deba be tao @ io ministera io aza izy. Poste ministre ihany no tena nolaviny satria tekinisianina mahay ilay sefo saingy nony hangataka bourse hianarana tany ivelany aho dia nangataka lettre de recommandation tany @ sefo dia nahazo tokoa tsy am-pisalasalana.

Tsy lasa nianatra ivelan'i gasikara moa ka dia nanohy teny ankatso sy t@ grande école.

Afaka mirehareha aho fa nahazo experience teo @ resaka discipline, fahaiza-miaina, self controle, ratram-po, etc... nandritra ny SN

Tiako raha averina io fa optionnel araka ny tenin'ny namana teo aloha.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: sn génie
Date: 31 octobre 2017 - 13:51

Anisan'ireo nanao SN farany ny tenanay, ary t@ io dia nahazo nifidy raha hanao SN na tsia satria latsakiny 20 taona, dia nisafidy nanao ihany ary tsy nanenenana mihitsy ary nahitana tombotsoa sy traikefa aza araka ireo izay efa nambaran'ny namana teo ambony. Amiko tsy marina ilay hoe namotehana tanora ny SN satria tsy nianatra heritaona dia lasa harafesina ny saina. Arakarak'ilay tanora ihany io, fa t@ zany dia nanararaotra nianatra zavatra hafa ny tena nandritra izay ankoatra ny asa natao t@ SN satria nalalaka ny fotoana. Ny ankabeazan'ny tanora any ivelany any @ tany mandrosoa anie ka rehefa afaka bacc dia manao année sabatique 1 taona mihitsy vao miditra mianatra any @ université e! kanefa dia mandroso rizareo fa tsy potika izany mihitsy.

Options: Répondre
Re: efa nisy nanao Service National ve?
Par: SN 1er RFI
Date: 14 novembre 2017 - 14:11

Za koa dia nisafidy ny nanao SN farany. NY antony: tsy mbola sure t@ filiere hidirako aorian'ny bacc. Sady nanana namana le tsy maintsy nanao SN satria efa feno taona.
Fa tsy hitako izay naharatsy azy. Gaté pourri za teo @ RAR, fa ny SN no nanitsy ny fiainako. Nahatsapako ny maha privilegié ahy ka nahaizako nandanjalanja ny fiainako apres... Nanohy fianarana tsara aho avy eo tsy nisy problème fa ny traikefa avy @ SN kosa dia nentina nandra-paha lehibe... Vita teo ny fiaingitraingetana @ zavatra rehetra atao....

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg