Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Humour et Insolite
Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: VADY
Date: 20 octobre 2017 - 15:52

blibla

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: Mandiniha
Date: 21 octobre 2017 - 08:37

Ny tokony ataon'ny manam-bady (satria aho tsy manana), dia ny mahatsapa tena fa diso satria naka ny anjaran'ny hafa izy 'zay matoa nivily nitady ilay tena tompony (sahaza azy) ity mitolo-batana miaiky eto anoloany ity.

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: mandre
Date: 30 novembre 2017 - 13:15

rehefa misy situation mitady solution dia ny résultat foana no tokony jerena.
02 ny résultat: mijanona miaraka na misaraka:

raha hijanona hiaraka dia mandefitra, manao consultation & analyses @ dokotera, manamafy ny finoana, manao izay tsy hisarahana e!..... rehefa tena tsy tanty koa, azo atao ny mihodina dia mety mba 1 sy 1 ny baolina, samy nanao...

raha te-hisaraka, na nisy ny kôksa na tsy nisy, afaka misaraka foana ny olona rehefa izay no ao an-dohany - na tsara ny vadiny na ratsy, sy voatana izay te-handeha rehaf izay no faniriany

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: linasoua 75
Date: 30 novembre 2017 - 23:15

sarotra be ilay mamela ka !
nandalo io aho dimy taona lasa izay ,hatramin'izao mampalahelo ahy ny tokantranonay !
nangataka famelàna izy, nitomany , nanoratra, nanome fanomezana , nitondra ahy nandeha voyage fa izaho ao am-poko sy ao an-dohako katolika nanambady ambony alitara ,zava-dehibe amiko ilay fidélité !
tsy mety tia azy toy ny talohan'io zavatra nitranga io aho hatramin'izao !
niaraka folo taona vao nivady, niandry efa taona vao niteraka ny zanakay; narary aho dia tsy nisy envie firy intsony avy eo,nitsabo tena anefa izany aza fa nihena mihitsy ilay envie dia solution hitany: niaraka tamin'ny koksa tany izy , tapitra ny économie-nay , gaga aho niantso ny mpiasan'ny banky, tsy voaloa ny crédit appartement 3mois, ny impôts telo ....henoko tamin'ny voisins-nay fa hay tena naka abonnement tany mihitsy !namidy ny tranoko tany Dago, voaloa ny trosa..izaho niverina niasa koa !tsy any intsony ny foko , indraindray aho mieritreritra hoe aleo misaraka fa fiainana mandalo ity ve dia fenoiko alahelo foana, izy tsy mety hisaraka, malahelo y zanakay hono...ny ray aman-dreniny mantsy nisaraka dia tsy foiny ny zanany hiaina toa azy ! inona no ataonareo raha eo amin'ny toerako azafady ?

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: 3V
Date: 01 décembre 2017 - 08:15

linasou75<<<<Marina fa nanota fady sy nanitsakitasaka ny tokatrano nareo izy nefa nisy antony no nahatonga izany, tena diso izy satria dia mbola notaperiny koa izay mba vola kelinareo teo, nefa raha mbola misy fitiavana an'ny zanakareo ihany ao aminao ary raha vehivavy mijery ny tokatrano ianao dia mba omeo 2e chance ihany izy.

Marina fa tena mafy izay nohitsahina t@ mpivaro-tena izany fa saingy raha dinihana dia tena filana @ maha-olombelona no nanosika azy hanao izany fa tsy nanitsakitsaka anao t@ olon-kafa.

Fa zany hoe tokony hanao efforts lehibe @ resaka vola izy hamerenana ny famarotanao ny tranonao taty M:kra

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: linasou75
Date: 02 décembre 2017 - 23:31

ilay resaka trano any dago tsy ivakiako loha , izaho koa tsy tafody any isan-taona manao vacances toy ny taloha intsony! ny reska trano efa voaloa ny appartement-nay aty izao ,iny koa tsy olana intsony, izaho nahita ada tsara, tsy olana intsony sy ara-bola fa ilay resak namerina fifankatiavana taloha tena tsy ao intsony !tsy mamela azy ny foko sy ny ao anatiko , na ny peratra aza vao fantako nanitsakitsaka ahy izy dia naveriko any aminy satria ny ray aman-dreniny no nividy azy , cadeau tamin'ny mariazinay! mampalahelo ahy ny zanako mahatsapa ahy marary anaty , mi essayer mi combler an ilay alahelo, manao calins be... tiany ny rainy an fa izaho tsy mpiatsara velatsihy na hoe mahay manao comédie fa amiko nanitskitsaka ahy izy, tsy mendrika ilay fitiavana taloha intsony .
misaotra 3V a, mahafinaritra ilay miresaka amin'ny mpiray tanindrazana,bon week-end o

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: 3V
Date: 04 décembre 2017 - 08:03

Maro dia maro ny tokatrano misendra olona mikasika io fanitsakitsahina io, ao ny miharitra mijanona ao antokatrano ihany ka mijery ny ankizy na dia mafy dia mafy tokoa satria dia nohitsahina antapon_doha mihitsy,
Ao ny mijanona mijery ny ankizy, izaho efa nihaina izany fa dia nandefitra ny reniko ary mila fotoana ela vao mihena ny fanadinoina ilay izy ary tsy hadino mihitsy fa mihena fa saingy nijory ihany ilay tokatranony.

Ianao moa any andafy ka dia any efa somary manana ilay fisainana hoe rehefa tsy milamina na tsy mahita fifaliana dia aleo manao fiainana vaovao ka dia anjaranao no mijery hoe hijery ny ankizy ve sa dia ny fiainana no atao vaovao satria fiainana mandalo ny eto an-tany ka atao izay mba hahafinaritra ilay fiainana.

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: mamelaheloka
Date: 04 décembre 2017 - 09:52

Mamela ny helokay, tahaka ny namelanay izay meloka taminay!

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: blibla
Date: 07 décembre 2017 - 12:17

inona moa fa dia
blibla

Options: Répondre
Re: Inona no ataonareo raha miaiky ny vadinareo fa niaraka t@ @#$%&.amela heloka sa isaraka?
Par: bonita
Date: 30 janvier 2018 - 10:39

Aleo miala manaja tena

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg