Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Haody ô !
Date: 09 décembre 2015 - 18:02

Mbola ao ve ianareo azafady ?


Raha mba afaka tonga eto indray, mba misy fanontaniana.

Misaotra mialoha, fa namaky hatrany am-boalohany ihany koa ny tenanay, fa tsy nahita an'ity resaka ity mihitsy raha tsy vao izao.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mikaraara
Date: 10 décembre 2015 - 00:54

NY requérant ppal iany no manao dde Ielts(fa TS toefl)

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mikarakara
Date: 10 décembre 2015 - 01:03

Efa nisy nahazo AR vé tsika ze manao dde RP?

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: MiovaDomaine
Date: 04 janvier 2016 - 01:18

Mahafinaritra ilay resaka immigration ato fa be ny mpandray anjara sy ny informations azo trandrahana ho an'izay maniry ny hifindra monina aty amerika avaratra.

Saingy hiverenako ilay lohahevitra teny ampiandohana, momba ny intégration. Marina mihintsy ilay tenin'i gemidesign hoe tsy mizara info loatra ny namana gasy sasany aty ho an'ireo izay immigrants vao tonga. Asa ve hoe mafy loatra ho azy ireo ny galères niainany taty vao nahita izany info milay zany ka arovany tsara, sa misy lalana efa voasoritra ve ho an'ny vao tonga, ka tsy mahazo mandingana fa tsy maintsy manaraka an'io làlana io ? Tsy hay izay antony fa dia mampalahelo indraindray. Hitako anefa fa vonona ny hifanampy sy hifampizara ny mahasoa ny maro eto amin'ity sujet ity.

Ny fanontaniako dia hoe, tsy maintsy mivadika domaine ve rehefa te hanana asa tsara sy te ho stable aty ?(canada aloha izany no resahako satria izay no misy ahy) ? Betsaka mantsy ny misafidy ny hiova domaine rehefa tsy nahita asa tsara nandritra nt fotoana ela. Ohatra manao infirmier (domaine santé) na manao comptabilité, na manao asa bureautique, na dia tsy nifandraika tamin'izay loatra aza ny diplome sy experiences nananany tany antanindrazana.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: handray fitenenana kely tompokls topkvav
Date: 08 janvier 2016 - 04:58

MiovaDomaine>> y fanontaniako dia hoe, tsy maintsy mivadika domaine ve rehefa te hanana asa tsara sy te ho stable aty ?

hazavao n hevitrao fa tsy mazava, tsy maintsy mivadika domaine raha te hahita asa tsara ahoana, raha infirmier sa infirmiere zany n asako taloha tany @ tanana d hoe mila mivadika domaine hafa a zany, d raha informaticien(ne) a tany @ tanana d mivadika domaine koa ,sa in le hoe TSY maintsy mivadika domaine raha te hahita asa tsara.


otran resaka mitady solution figé zany ianao, tsis solution unik zany n fiainana fa otran any @ tany rehetra ihany , mila fantatra n zavatr b mpanao s n mbola vitsy mpanao s n tontolon'ilay zavatr tina atao. Ra te hanao taxib v zany any antananarivo d ahoana ?? tode ijabak ao v nefa tsis inin hainao n fika reo efa ao @ io tontolo io,torakizay koa raha te hiasa @ resaka gestion v any @ tanana, tsy tokony mba hay vhoe aiza ar zao n sekol matotra d hay koa hoe iza avy ireo orinasa mety mila anizan d mba fantatra koa hoe firy n olona efa manao anizany.... zay vao miditr fa tsy hoe ilay quebec hono efa feno gasy b any sady miray hina b sady misy andiana gasy sekta mintsy hoe (lol) d hoe zay no hinonao eo.

n olona mipetrak ao madagkar ary toa 20 millions eoeo d firy % n mahay mamak teny s manoratra nefa henjana ihan vao tafatafa ao an ...d vao maika fa Quebec toa 9 millions eoeo (raha tsy diso a) nefa saika iz 9 millions reo mahay mamak teny s manoratra aby aby ( zany hoe tsy d misy manaiky atao mpiasa b hiasa ho anao otran le any @ tanana nefa karamaina vary masaka) d tsy logik v ny maha gidra n mety hahatafa s ampisongadina n tena manokana ao Quebec ao , zay manko l pbm le immigrant ,satry efa tafatafa tany @ nisy az avy tany d te ho tafa mihoatra n maro ihany koa rehefa ao quebec ao.Kanefa zay enjana b vao tonga amizay. D farany eo lany andro imenomen eo fa tsy ze asa misy eo no ifalina ,nefa anie n asa rehetra mahavel tsara daholo e, mahavidy ( mahatrosa ) trano s fiara aby aby nareo immigrant reo akoatr n famenona chariot isak n miantsena n fitafina s n vacance aoka fotsin fa d eeee mmikamenomen lava. Hafa ihany manko le hoe za no mahery s misongandina s deba n ankoatrizay fotaka daholo,io voninahitra s te ho ambony noho n hafa io oa ,io comparaison @ hafa io. ratsy io zareo a.

zay ange le nataon losifera e, te hiakatra grady ho henjana b otran le namorona az iz, za v tsy hivotra mintsy fa eto foana oziz lery, d nikomy sy nitarika ireo izay itov hevitr az iz

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: MiovaDomaine
Date: 11 janvier 2016 - 13:55

handray fitenenana kely tompokls topkvav>>> raha ny fahazoako ny hevitrao dia "tsia" ny vali-teninao momba an'ilay lohahevitra napetraka. Aza adino fa adi-hevitra no ataontsika eto. Tsy fifaninanana sanatria, na koa fitanisana ny fiainan'ny tena na ny fiainan'ny hafa. Tsy nilaza mintsy aho hoe tafa be tany madagascar, na hoe efa manana fiara sy trano aho aty, na hoe mbola tsy manana fa mba te hanana an'izany. Tsy nisy resaka mintsy koa hoe feno be ny chariot rehefa miantsena aho, na manao vacances foana aho.
Averiko aminao ny teninao hoe : "...io comparaison @ hafa io. ratsy io zareo a."

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: zah ihanty
Date: 07 juillet 2016 - 11:19

lilly >> Inona no organisation contacter-nao nanaovana ilay EDE ? ary ilay test d evaluation linguistique inona no natao TEF sa TEF canada ? ... UP UP

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: badoda1
Date: 12 août 2016 - 18:34

Zah ihanty> raha resaka DCSQ noresahanao dia TEFAQ no anaran'ilay test linguistique ary ao @ AFT no manao azy

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: zah ihany
Date: 15 août 2016 - 16:04

Tsy nihena be ve ny points raha diplome hafa no no-evaluer njareo? Mety fatatrao ve hoe inona no antony?

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: momban'ny USA
Date: 18 août 2016 - 02:57

Salama eh

Hiverina kely momban'ny USA ho anareo efa any

Ra te immigrer any, inona ny lalana tsara atao?
Iza ny toerana interessant ra vao zay vao ho any?
Possible ve hoe mande any visa tourist dia mitady asa sur place hafahana hijanona sa inona ny soso-kevitra?
misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: RAZAFIMANARIVO Norolala Simone
Date: 29 novembre 2016 - 14:27

Miarahaba anareo rehetra efa ato anaty forum Tompok0,tena olom-baovao sady tena tsy mahalala firy,nefa maniry mba hifindra monina any canada noho ny fianaran'ny ankizy koa mba mangataka torohevitra ny @ zany.Misaotra mialoha Tompoko

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Mdr
Date: 08 décembre 2016 - 17:07

RAZAFIMANARIVO.... tokony tsy dia sorotana mihanjahanja be otrio kosa ry neny lay anarana complet a

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: manitra
Date: 23 décembre 2016 - 15:31

SAlut a tous!
Toa nangina ny resaka tato. NEfa le sujet tena tsara be. Hoanay vao miandry ny tohin'ny dossier mafy, de tena liana amty sujet ty.
Gemidesign< mafinaritra ny fanampinao olona ato, manome info tsara.merci fa manampy be.
NAreo manokana, ra ts maadiso, aona no nataonareo tam vao hiaina taty? Ahoana ny trano ivantanana voaloany? Misy miteny oe mireserver hotel dieny aty, n sasan nanana namana nandray klk jours mandra paita trano sns;.. Mba zarao ny conseils stp.. merci

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: manitra
Date: 23 décembre 2016 - 15:37

Adinoko : Aiza kay ilay discussion taloha resaka canada iny? tena feno be ny infos tao, fa tsitako tsony, inona moa ilay sujet zafady? sa efa voafaafa?
Inona zafady le groupe de "Gasy" a canada ao am Facebook zafady?
ZAo koa, Tena azo iafiana ihany ve ny hatsiaka any, sa otran ririnnina aty mcar reny iany?
HOno oa, resaka asakafo, ra vantany vao tonga, ny tena kely anaka, mora iany ve ny fahitanareo ny fiainana sy sakafo any? Tonga tany ve vo nividy ustensile kel cuisine sns, sa mba nivatsy kel alou?
MAnahoana ny fombafomba ? MAnahoana ny ecole hoan zaza primaire? Efa manomboka be gasy ve tompoko? Zafady be resaka be
Encore merci am valiteny sy hevitrmanatena fa partage d'experience no eto fa ts fanakianana

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Mi Ando
Date: 01 septembre 2017 - 00:03

Salama daholo,

gemidesign >>> Tena mafinaritra be ny fanampianao ny mpray tanindrazana aminao ato.Tsapa ao antin'ily valinteninao avokoa fa @fo tokoa no anampianao ny Malagasy eto.
Raha maety ianao dia maniry ny tenako mba ifandray aminao mikasika ity Immigration Canada ity fa efa fotoanany angamby zao.

mankasitrka tompoko.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Iris
Date: 04 novembre 2017 - 07:25

Tena mahafinaritra be ahy ity sujet ity satria anisan'ny manana fikasana ny hanao immigration canada koa izahay mianakavy. ahitana hevitra maro ato fa en bref zany dia tena tapa kevitra ka efa manomboka procedure. tiko ho fantarina fotsiny oe le test d anglais ve obligatoire ho an ilay requérany principal. immigration quebec no tadiavinay. efa nahavita TEFAQ fa ilay anglais no tiko fantarina sa refa mahazo niveau tsaratsara fotsn tan am TEF dia tsy obligatoire ny test anglais? misaotra betsaka ho an ireo mamal

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mba hamaly
Date: 06 novembre 2017 - 22:13

salama o
mandalo d mitsidika,
mety tsy ho tafaverina eto intsony, efa aty efa ho 6 ans izao
Manitra a, ny ustensiles de cuisine aty mora be de aty no mividy no tsara
ny vidintsakafo lafolafo, lafo noho ny any france amin ankapobeny ary lafo be lavitra par rapport an i Mada ... refa aty mahita ny fikafika kely rehetra anaovana economie, sady refa miasa koa dia toa mifanahatsahana amin'ny fahefa-mividy iany le izy!
ny hatsiak tanty ihany, tena mangatsiaka lavitra noho ny any madagasikara le izy aloha fa refa manana manteau sy bottes de tsy maninona ihany, dépense obligatoire moa ny mividy ny manteaux sy bottes d'hiver, aty no mividy.
efa be gasy mintsy surtt montreal sy quebec city, fa amiko aloha inona moa ny tanjona amin'ny fifindramonina? tsy ny hiova tany sy fomba fiaina ve? izaho tsy dia tia communautarisme fa iny moa hevitro za samy irery ()
ny ecole an ankizy gratuit ny primaire d eo amin izay quartier misy anao ny zaza no mianatra ra tsy oe ampidirina privée nga.
otrany fampidirana mpianatra rehetra dia mila mi se renseigner refa eo, misy taratasy omanina etc disponible en ligne ny infos generales

zay ngamba e
mirary soa indrindra

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg