Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 14 août 2015 - 19:50

Miarahaba antsika rehetra,

Nanokatra ity sujet iray ity aho satria hitako hoe mila miresaka ireo moyen d'intégration isika rehetra izay mikasa sy efa tonga aty USA ou CANADA.

Tatsy @ ilay sujet iray manko a de hitako hoe misy sorena be ao refa miresaka ireo integration ireo izay vo tonga rehetra.

Ko dia miangavy antsika arehetra aho mba hiresaka madio mba hifanampy araka izay zavamisy, mba ho feno fanetre-tena.

Mazotoa daholo.graduation

GD

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Peta
Date: 14 août 2015 - 20:05

tena tsaroako ilay pseudo anao t@ forum fahiny ry gemidesign, mba lazao vaovao zay ela be tsy henoheno zay, ianao ngamba izao anisan'ny afaka ijoro vavolombelona ny voalazan'ireo namana fahiny na + na -

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Kaiza
Date: 14 août 2015 - 20:28

Salut daholo,


Koa efa miresaka USA-CANADA ny mpanokatra sujet dia ny zavatra hitako dia ny halafosan'ny vidin-javatra eto Canada raha mihoatra @ USA (même produit).

Tandremo anefa fa somary mitovitovy ihany ny vidiny amin'izao fidinan'ny sandam-bola Canadiana izao. Raha tsy hoe angaha eo @ resaka Lasantsy.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: diannn
Date: 14 août 2015 - 20:49

Miarahaba anareo ny tenako...

Alefako ato koa ito post=ko ito zay efa nalefako tatsy @ sujet ray...


Saika hanontany aho azafady...iza taminareo efa lasa any reo kay no nindrana ny service ny IRIS Immigration...bdb ny zavatra omeny ao ary tena mahaliana ahy fa kosa mba tiko ho fantatra ny mombamomba azy...ny fahafaham-po ny tsirairay,ny tsara sy ny ratsy,azo antoka ve??sns sns.
Mba mangataka temoignage ho anareo zay efa nandalo taminy?

Miasaotra mialoha...

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Peta
Date: 14 août 2015 - 23:34

diannn > ohatrany tsy nandalo t@ io izahay satria nivantana t@ namana saingy mino aho fa azo atokisana ry zareo satria financen'ny gouvernement ireny organisme ireny hanampy ny immigrant, tokony service gratuit fa mila manome info ataon'zareo base de donnée hakana subvention any @ fanjakana. Andramo raha tsy mandoa vola sady tonga dia izy no hanaovanao demarche recherche d'emploi, manamboatra CV sns...

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: diannn
Date: 15 août 2015 - 08:08

Misaotra @ valinteninao Peta...
Ohatra ny mandoha vola lay IRIS immigration fa manampy @ zavatra bdb mints izy ra ny fijeriko ny azy...
Tsisy hivantanana mantsy zay sad mbola ts mahalala olona dia manana eritreritra ny hanofa ny service-ny...
Ra mbola misy temoignage dia raisina an-tanandroa...mbola ho ela vao hiainga zay fa dieny zao dia efa miomana.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Lalts
Date: 15 août 2015 - 11:38

diann, raha hoe resaka hivantanana, dia zaho aloa manoso-kevitra hoe tsy aleo ve mifampiresaka aminay izay efa aty na hitady tonga dia trano ho anareo, na misy manana na efitrano iray libre ahafahanareo mipetraka 1 na 2 semaines, tsy aleo ve tsitsina ny vola e, sitrany ahay hofan-trano na 1 mois fotsiny aza toy izay homena organisme mboal tsy hay. Raha vao tonga aty anie ianareo tonga dia raisin'ny gouvernement an-tanana fa tsy mila guide zany e, vao eny @ aeroport tonga dia efa mahazo rendez-vous be dia be, dia gouvernement no manome organisme manampy anareo, fitadiavana asa, fanaovana C.V. ..sns

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: diannn
Date: 15 août 2015 - 19:46

Lalts>>>misaotra anao @ torohevitra...misy ho dinihina...mifampiresaka eto ihany isika...manantena ny hifandray aminareo izay efa any...ra misy afaka hifanampy dia raisina antanandroa izany ary vonona izahay hifandray tsy tapaka aminareo na dia mbola ho ela aza vao hiainga...

Mankasitraka tompoko @ fanampiana rehetra...mandrapiresaka...

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: ilayKebany
Date: 16 août 2015 - 01:23

za aloha mahita hoe tsara ny mahaleo tena eee. Raha manana moyen amin'izay dia aleo manao an'izay.

Ohatra ahy izao dia tsy nipetrapetraka taman'olona vao tonga fa tonga dia nanofa trano ho ahy mitokana. Nijery ireny site kijiji sy ny tariny ireny dia ni contact an'ilay topotrano dia izay. Mety hoe hivatana hotel 2 jours enao fa après ny trano feno eraky ny kihondalana.

Fa le iris immigration alou ohatry ny tsy dia intéressant e. zavatra vitanao ihany no ataony fa enao koa mila miketrika eee. Ny net eo ampototrao io dia ampiasao tsara.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: lilly
Date: 20 août 2015 - 12:42

Manao ahoana daholo tompoko,

Hono ho aho, izahay mivady efa 40ans mahery, izao anefa vao mieritreritra ny hanao immigration satria Izao vao mba manana moyen kely e, iaraha mahita koa moa ity fiainana eto madagasikara ity e! (grevy lava sns).

Mieritreritra ny ho avin'ny ankizy no tena mahatonga anay mieritreritra ilay immigration.

Araka ny hevitrareo, mbola interessant iany ve ra @ izany age zany?
Ny zanakay 2 12ans sy 9ans.

Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: randyn
Date: 20 août 2015 - 13:10

bonjour lilly,

arakaraka lay immigration ho atao, raha green card, tokony tsy misy olana, sady USA tanin'ny fanantanterahana ny nofinofy rehetra.

Raha canada via québec ndray dia ça dépend an'ilay hoe mahery, raha 45 ohatra nareo, zany hoe mety 50 ans nareo vao ho vita ny procédure, mety ho sarotra ihany ny ahitana asa à cet âge. ny grille de synthèse amin'zay fotoana zay mety ambany be ny point facteur age.

Jereo ny entrée express au niveau fédérale, fa raha mety ny profil nareo mety ho vetivety io.

Sinon, misy koa ny an'i New Brunswick, io indray dia tena natao hoan'ny mpanambola, satria somary tsotra ny procédure sady vetivety, fa ny procédure dia mila manao voyage exploratoire, sy manana projet d'immigration mafy orina, surtout sur le plan financier.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Hiantana
Date: 20 août 2015 - 14:11

randyn : mahaliana io New Brunswick io, mety afaka milaza ny ambangovangon'ny condition ve ianao? Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: lilly
Date: 20 août 2015 - 15:25

randyn> Misaotra betsaka namaly fa ho jerena daholo ireo noteneninao ireo

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: fahafaki
Date: 20 août 2015 - 19:29

Hiantana: jereo site cic fa ny daolo ny info rehetra! mazotoa mikaroka fa zay ny aty! tsy misy manome anao eo ambony vilia.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 24 août 2015 - 20:23

Miarahaba antsika rehetra,
Marina tokoa fa tsy Quebec ihany no azo anaovana demarche fa ireo province hafa rehetra ankoatra ny demande féderale, samia tsika manao exploration ireo site rehetra an'ireo province hafa ho an'izay interessé fa surement misy mahasoa koa.

Lilly> le resaka taona aloha surement tsy tena blocage fa arakaraka ny projet d'integration anareo sy ny objectf anareo apres immigration. Betsaka ny facteur tsy maintsy jerenareo mba handraisanareo decision, ca depend @ situation anareo any Mada koa, ca depend ny domaine anareo, ca depend koa hoe ny ankizy, zany hoe mila jerena daholo ny lafiny rehetra.

Peta> marina tokoa fa elaela ndray vo tafaverina teto @ ity forum moov ity. Maro ny situation nodiavina, maro ny sedra, maro koa ny fahasoavana azo. Ny tena azoko holazaina fotsiny de hoe rehefa nisafidy nanao ilay immigration dia mila manana finoana . Manana finoana , manana fihezahana, ary manana an'Andriamanitra. Tsy mampitaha ny fiainana tany Mada intsony fa efa depart vaovao, satria raha vao mbola ny saina tafaraikitra any dia tsy manana ilay esprit d'integration tsara , izany tsy milaza hoe hadino ny niaviana fa fotsiny hoe hatao ho principale mihitsy ilay hoe mila mi integré tsara aty sinon frustré eo de farany manimba ilay avenir.

Ho an'ireo izay mieritreritra ireny agence d'immigration ireny, di mitsotra aminareo a fa vitanareo daholo izay tokony hataon'ireny, mila manao synthese tsara ny information rehetra fotsiny.

Mazotoa daholo

GD

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mpijery
Date: 25 août 2015 - 00:10

Mba mijery iany za de mba mamaky fa otran tsy misy idirako mitsy zan resaka ato zany!Immigration zany no zavatra faranze tsy eritreretiko ndrindra, ra za manonkana!Marina fa mahantra madagasikara, mikorontana lava am resaka grevy sy politika fa io ny ahy no taniko, eto daholo ny fianakaviako, eto no hibanjinako ny hoavin zanako sy ny taranako!Tsy voatery ho azonao daolo zao rehetra zao eto amty tany fandalovana ity fa miezaka mifaly sy mitana zay efa eo ampelatanana e!Fa io mo zan safidy ary mba hevitra fotsiny ny ahy.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: barakay
Date: 25 août 2015 - 22:09

mpijery> marina izany e soa fa mbola misy ny olona otran nareo i janona any @ tanana fa raha andeha daholo moa dia hoa lasa inona ilay Madagasikara? reveo milay ao e

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: valovotaka
Date: 26 août 2015 - 01:30

tena milay gasikara fa rehefa miteraka ianao dia tsy zay mahasoa anao irery intsony no zavadehibe fa ny hoavin'ny zanakao, ka na milamina aza ny fiainana ao ary akaiky havana aman-tsakaiza dia misy antony matoa ny ray aman-dreny manao zay afany handefa ny zanany hianatra any am-pita na dia misy sekoly ambony matanjaka toy ny inscae aza ao Dago.Tsy resaka ho lasa mpanan-karena akory fa tsy voatery hanana ny ampy ny immigrant 1ère génération fa mba hoe manana chance toy ireo zanaky tompon-tany ny taranakao, hanana chance hiaina @ toerana manaja ny zon'olombelona, manaja lalàna, démocratie tena izy fa tsy ireo dradrain'ny mpanao politika sasany, ary indrindra indrindra ahafahany mampiasa ny potentialitény 100%.

Tsy midika tsy fitiavan-tanindrazana akory ny fifindramonina fa fitiavan-janaka sy ny taranaka, tiako i Gasikara fa saingy ny hoavin'ny zanako sy ny taranako aloha no tena zava-dehibe amiko, dia araka ny voalazan'i mpijery dia safidy daoly io.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 27 août 2015 - 23:22

Miarahaba antsika rehetra,

mpijery> marina tsisy iadian-kevitra ny anao ry mpijery, tsy maintsy asiana olona toa anao any Dago ary tokony ho betsaka mihitsy aza no toa anao ary maporisika mihitsy aza aho hoe mila saro-piaro amin'ny tanindrazantsika isika. Ny tokony ampiana fotsiny de hoe mila fomba fijery hafa isika fa efa tena revo be mihitsy ary fanina mihitsy anaovan'ny mpanao politika antsika de tena lasa tsy mahita hombana intsony.

valovotaka> Mety diso a angamba fa ataoko hoe 80% ny gasy lasa any ivelany de toa anao izay daholo ny antony. Ary amin'ny maha olona anie de tena lozika be mihitsy izany. Ny anay manokana zao dia tena mifandraika amin'izay hevitrao izay mihitsy.

Ny tena tokony imasoantsikaeto @ ity forum ity zao de ny fijerena izay fomaba hanaovana ny integration . Ho an'ireo izay mila fanampiana moa dia afaka mifampiresaka tsara aminay aty mba jerena eo izay azo hatao, izay tsy midika mihitsy hoe mieboebo sanatria, aleo aloha tena apetrako tsara izay fa matetika mantsy misy foana ny sorena @ itony forum itony, izay ihany manko no niseho t@ ilau forum tany aloha naton'i TiaQuebec iny.


Mazotoa daholo ary aloha de mahereza ho an'izay eo am-piakarakarana

GD

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Jaade
Date: 31 août 2015 - 17:49

Bonjour Daholo,

Ny anay aloha izao dia USA no ao an-tsaina satria tsy dia manintona anay loatra ilay canada. efa napetraka ny projet fa d'ici deux ou trois ans izany maxi dia miala eto, any koa moa misy havana, ry zareo no namporisika anay hakany eh. Dia efa manomana amin'ny économie eh!!

Mazotoa doholo eh

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mora kely
Date: 31 août 2015 - 18:00

mora idirana kely mintsy USA

presque otrany any FR oe afahana mi cland de aveo regulariser-na ny papier

maika avantage moa ilay madagasikara instable am resaka politika, misy gasy manao statut réfugiés politique... tonga de ao!

fa tandremo fa ny mass killing mande be any an... tsy oe mora ny miaina any!!!! sad ny racisme mbola présent be ary ny gasy dia mainty!!!!!

eritrereto tsara

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Jaade
Date: 31 août 2015 - 18:42

Bien sur, tsy maintsy misy point négatif foana ka, fa arakaraky ny état hipetrahana kosa ilay racisme eh!
Misy ihany koa ny état ao mi-accepter ny clandestin fa misy ny tsy manaiky mihintsy ohatra hoe Texas, etc ... .
ry zareo aloha tamin'ny voalohany cland eh, fa zao efa régularisé satria efa mivezivezy aty mada ry zareo. Moa tonga tany zareo vao niteraka ... Miala eto aloha ny mety fa alohan'ny hialana manangana trano hivantanana rehefa any aoriana eh!!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: salomekely
Date: 01 septembre 2015 - 14:13

valocotaka> tena zay hevitrao zay mitsy nina no tiko andehanana any andafy. Mba miaina tsara ihany eto mada fa manenjika daholo ny fiarahamonina eh. ny zanako 3 ans et 3 mois de tiko oe mbola kely de miaina le kolotsaina any.

Fa mampahery lo mahita anareo oe efa tafita any eh.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Kolo Cool
Date: 03 septembre 2015 - 22:19

Jaade> Tsy marina izany hoe tsy mandray immigrant any Texas. Any aza no tena misy opportunite indrindra ho an'ny mpifindra monina eo amin'ny resaka asa.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: lilly
Date: 16 septembre 2015 - 08:36

UP UP UP

Mba mampiakatra anle sujet za fa toa nangingina tato ato e!!!!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 16 septembre 2015 - 19:41

Miarahaba antsika rehetra,

Resaka integration moa no nanombohana ny forum teto.
Aza mihafahafa isika rehetra manontany information fa ilaina daholo izay @ le periode d'installation iny sady ho fanomanana koa ny tena fandehan'ny fiainana aty .
Ny momba USA aloha tsy dia manana infos loatra aho fa aleo izay namana efa any no hifampizara amintsika eto.
Par expérience fotsiny hoe aza miandry ny alona aty miteny sopapa isika fa aleo de manontany arakaraka izay domaine na situation tsirairay avy. Izay mamaly tsara izay tsy mamaly, tsy afaka loatra ho terena fa de ho entina araka izay.

Ny ankamaroana,ny olona efa tafapetraka aty manko tsy di amizara infos loatra, hitanay izany t@ zay tonga taty. efa tonga 1 an après vo milaza zavatra amminao ny olona nefa olona namanao mifanerasera aminao zao.

Lilly> Tsara foana ny immigration satria tsy amintsika direct no résultat hita fa @ ireo kilongatsika.


Peta> Raha izay fotoana nahatongavana izay aloaha dia maro ihany ny zavatra tsy de noeritreretina hipoitra fa dia fisaorana betsaka an'Adnriamanitra aloha no tena voalohany indrina t@ ny nitarihany hatrany ny lalan-kombana rehetra dia misaotrabetsaka koa ireo zay namana gasy sy kebany nifanampy t@ integration taty.


salomekely> Hatraty anie io fiaraha-monina io mbola mitohy satria misy le zatra le fiainana gaboraraka tany Dago de mbola mitondra izany toe-tsaina izany aty koa. Mapalaelo mihitsy an. Manenjika anao foana no atao.

Mampahery antsika rehetra ahatrany izay mbola mikarakara taratasy

GD

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: paSSeport
Date: 17 septembre 2015 - 01:57

Miarahaba antsika rehetra,

Mba mila ny fanampiana avy aminareo izay mahalala. Miala tsiny raha hoe hors sujet ny fanontaniako.
Ahoana no atao fa lany ny validite passeport malagasy ka mba te hanao passeport vaovao?
Ny toeram-ponenana dia USA. Misy nilaza taminay hoe tsy maintsy any Madagasikara ihany vao mahazo passeport vaovao satria passeport biometrique... Sa ve azo proroger-na fotsiny ilay passeport lany date? Ny ambassade Malagasy ao Paris nefa izao dia manamboatra passeport biometrique tsara mihitsy, fa maninona ny ao Washington no tsy afaka manao?

Misaotra betsakaindrindra hoan'izay afaka mamaly.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: valiny
Date: 17 septembre 2015 - 10:20

passport: tsy voatery hitovy amin ao Paris ny any amianreo. Mety betsaka ny gasy ao Frantsa no mahatonga anizany! mahantra ny fanjakana gasy de tsy afaka mnome fitaovana ho an ambassade rakizao tontolo izao.

Manontania ny ambassade madagascar any aminareo fa izy no tena afaka manome information marina! sinon afaka mandeha PAris nareo manao anile izy raha tsy afaka mody Mada

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Jaade
Date: 17 septembre 2015 - 11:41

Alefanao dhl fotsiny ny passeport dia ny fianakaviana aty no manamboatra azy, dia alefanao ihany koa ny lettre de procuration ahafahany mikarakara azy dia zay. Tsy manao déplacement, sinon afaka mangataka renseignement any am ambassade Mada any US ihany koa ianao.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: paSSport
Date: 17 septembre 2015 - 22:26

Misaotra be dia be an'i valiny sy Jaade! Raha mbola misy olona manana torohevitra dia raisina antanan-droa.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: valiny
Date: 18 septembre 2015 - 08:55

Jaade a, renouvellement ani passeport efa biometrique io lazainao io! fa raha ilay taloha be reny otran'ny mila empreinte digitale manko de zay no ilana hoe mila mankany le olona!

afaka manome laisse-passer koa anie ny ambassade handehananao voyage mivoaka ani USA (ohatra hoe hody Mada) dia any enao manambotra!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Jaade
Date: 18 septembre 2015 - 10:49

Valiny, ah d'accord. Nefa ohatran'ny nisy fianakaviana nanao vao aingana ka tsy fantatro hoe aona no nataony.

Pour revenir à notre sujet, dia miombo-kevitra amin'ny tompon'ny sujet aho hoe ilay sujet anak'iray ohatran'ny fampiderana fotsiny no ataon'izareo ao. Misy ny tena manome torohevitra sy milaza ny marina izay mitranga any, misy ireo mametraka hoe la vie en rose ny any Canada.

Izaho manokana izao, manana fianakaviana lasa any, 2 ans teo izay zareo no any, mora nahita asa fa misy ihany koa ny lafy ratsiny ary betsaka. Ny gasy any hono tsy miray hina, tsy toy ny immigrant sasany. Izany anefa dia tsy tantarain'ny olona ao amin'ny sujet ilany sy ny maro hafa, nefa na izany aza eo ihany koa ny tsara izay betsaka ihany koa. Ny ahy manokana zao ny antony tsy dia naha-taitra anay mivady amin'ilay Canada dia ny resaka climat, eo ihany koa ny resaka fitsaboana.
Fa malalaka koa anefa ny safidy dia fifanakalozana hevitra ny eto.

paSSport, ianao izao efa any USA, manao aona ny any?

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mbolaVao
Date: 18 septembre 2015 - 14:38

Manahoana daholo,

mba mila fanazavana @ ireto:


Vao mieritreritra ny hiainga sy hiasa any Canada,

-Inona avy ny dossier karakaraina ? De aiza avy no haleha ?!
-Ny niveau ny langue anglaise? (ohatra TOEFL® iBT, sns ve exigé-ny)
-Hafiriana eo ny faharetan'ny fikarakarana?
-mety eo @ ohatrinona (vola gasy na dollars USA) eo vola lany @ fanomanana ny dossier avy aty Mada?!

Efa ela no naniry ny hiasa any fa tsy mahafantatra lalana e!lire

Misaotra @ hevitra atolotrareo!kiss

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: somewhere
Date: 18 septembre 2015 - 14:42

Miarahaba anareo!

Zaho ry zareo efa hatry ny mbola kely no naniry ny hipetraka any USA.

Raha mijery ny site ny gouvernement anefa aho ny resaka immigration tena hitako sarotra.

Mba mangataka témoignage na conseils avy @ nareo zay efa tafapetraka any nanao immigration.

Misaotra

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 18 septembre 2015 - 23:07

Miarahaa antsika ,

mbolaVao >>> Mahafinaritra fa dia miha betsaka isika no liana makaty @ Amérika avaratra aty. Lafiny maro no lalana ahafahana manao immigration aty. Nefa mba ahafahana manoro anao hoe iza kokoa no lalana tokony halalininao dia mba mila infos kely avy any aminao koa :

- Domaine misy anao
- En famille ve ( manabady sy zanaka ?)
- Taona anao raha tsy mahadiso

Immigration économique moa no tena ataon'ny rehetra makaty zany hoe le lalana immigration travailleur permanent nefa misy lalana hafa maro koa fa arakaraka ny situation anao.

Après ny valinteninao dia Omeko anao eo ihany ny lien ahazoana ny trousse pièce à fournir rehetra

Ny momba ny langue dia manao examen daholo zao izay mano demande immigration, apiarahina @ dossier ny valin'ny examen ary misy minimun exiger-ndry zareo.

Ny vola ? efa niova moa zao ny tarif fa raha immigration Québec no lalanao dia moramora kokoa noho ny immigration fédérale.
Fa 765$ zao ny requérant principal de 164 $ ny conjoint de 164 $ ny enfant
De misy koa ny frais de visa avy eo



Manaraka izany mila mijery matetika ilay site https://www.immigration-quebec.gouv.qc.ca satria misy miova foana ny procédure d'immigration.

Zay aloha f amameno eo ihany ny info ilaina

Mahereza

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mbolaVao
Date: 21 septembre 2015 - 14:01

Marahaba antsika rehetra,

gemidesign <- misaotra @ lay toro-hevitra:

ireto no hamaliako lay fanontanianao:

- <Domaine misy anao>
IT - Developpeur logiciel & web (depuis 2001)

- <En famille ve ( manabady sy zanaka ?)>
Manana aho (1 garçon) fa @zao aloha ireo hijanona eto Mada ihany!

- <Taona anao raha tsy mahadiso>
Homme de 37 ans!

< mmigration économique moa no tena ataon'ny rehetra makaty zany hoe le lalana immigration travailleur permanent nefa misy lalana hafa maro koa fa arakaraka ny situation anao.>

Ze mety azoko atao daholo!
<Ny momba ny langue>
Eo ampanomanana ny TOEFL aho izao ary hiezaka hanao ny exeman hafa!

tiako hanontaniana ?
Miandry lay offres par internet foana ve vao afaka mande sa midina any de any mitady? (ohtr adala2 lay fanontaniana!)

Misaotra @ valinteny! Dia misaotra anareo rhtr manome soso-kevitra.
Mba mila fanazavana bebe kokoa!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 21 septembre 2015 - 19:33

Miarahaba antsika,

mbolaVao »»» Mahafinaritra izany projet anao izany. fanontaniana kely fotsiny ny a hoe misy antony manokana ve ny hoe tsy miara-mande aminao ny fianakavianao ? Tsy hoe manatara manko na hoe manafaingana ny traitemnent dossier anao ny isan'ny membre famille miaraka aminao. Tsy voatery lazainao eto anefa izay antony izany fa nanitikitika a fotsiny. Raha tamin'ny anay manko dia tena option efa noeritreretina mitsy koa izay fa dia ny nihafarany samy nande niaraka daholo ihany, ary lalan'Andriamnitra le izy satria hafa ihany le en famille mba tsy halaelo ianao makaty, mba be be kokoa ny motivation refa mivoaka ny trano hitady asa ohatra.
Sinon raha miverina @ le procédure isika dia mil amisafidy ianareo hoe hande Québec sa autre province Canada. Raha mande Québec nareo dia mila mangatak ilay CSQ aloha @ voalohany. Mila mijery ilay site nosoratako etsy ambony nareo @ ny lisitry ny pièce a fournir rehetra.
Ny tena tsara indrindra dia ny manao demande immigration en tant que travailleur permanent. Azo hatao ihany koa ny hoe mahita contrat @ Société aty dia mamboatra visa de travail. Somary sarotsarotra io satria le société aty refamil ampiasa izy de tonga de olon avonona eo no eo fa tsy mahandry hoe olon ambola any @ pays hafa de vao hanao papier sns. Mila tena sur place aty zany no mitady asa. Misy ihany no mahita société manome contrat àa distance fa tena rare be mihitsy. Fa na izany aza , ataovy foana ny demande offre sur jobboom sy ny site d'emploi rehetra ireny fa tsy hay foana izay chance tokony ho tonga.

Zany hoe raha bangoina aloha izany dia mila manao dossier haingana ianareo, jereo ilay site nomeko fa misy periode ko ilay fanaovana dossier, misy fotoana manko tsy mandrau demande zareo fa manilika izay demande efa miangona ao.
1- manao choix province tiana haleha
2- manao demande CSQ si province Québec est votre choix
3- Sinon manao demande fédérale

Zay aloha fa mazotoa de manontania ihany fa betsaka no afaka manapy izay tsy voalazako eo

GD

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gasy mada
Date: 21 septembre 2015 - 22:21

salama daholo,ho anareo efa nanao RP ,inona le we 2'etiquette postale angatahiny? sy le we champ d'étude @ le scolarite,farany ilaina ve le preuve de garde des enfants a charge @ rens sur les enfants na dia zanakay taizaina ao atrano ary?misaotra antsika @ valiteny

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: lilly
Date: 22 septembre 2015 - 08:57

Bonjour,

Hono ho aho, raha hanao anle new brunswick na entrée express ko ve dia misy fotoana ny fandraisana dossier? Dia manao ahoana ny fitadiavana asa?

Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: mbolaVao
Date: 22 septembre 2015 - 09:09

Mbola tsara indray!

gemidesign <-Misaotra @ fanazavana.

ho valiako eto ihany lay manitikitika anao :
<... misy antony manokana ve ny hoe tsy miara-mande aminao ny fianakavianao ....>

mbola tsy niomana @zany izy ireo? (niveau d'études, sy ny situation an'ilay zaza!)

<... satria hafa ihany le en famille mba tsy halaelo ianao makaty, mba be be kokoa ny motivation refa mivoaka ny trano hitady asa ohatra.....>

marina aloha izany hoe hafa foana hita eo ihany ny fianakaviana, faniriana mba ho tafita isika gasy rehetra, fa ny hevitro, izaho aloha no mandeha manomana ny lalana de rhefa tafa-petraka tsara, alaiko ny fianakaviako en parallèle izy ireo manomana ny diany (surtout eo @ famolahana ny teny angilisy no mbola manahirana an'ireo, @izay manana temps lava tsara iomanana!)
Etsy andaniny koa, raha sanatria ka hisy ny tsy fahombiazana, mba misy ny hiafarana ny aty antanindrazana!

Fa ny tsy azoko?; ohatra raha izaho irery no mahafeno ilay conditions ahafahana miasa any ivelany (niveau d'études, syny experiences mifanaraka @ ilay offres ohtra) dia ahoana ny momba ny VAJ-ko? Raha juste langues français na anglais fotsiny no voafehiny fa tsy dia manana diplome ahafahany miasa any ohtr ny vadiko?! ny zaza moa mbola mianatra (mbola primaire)!
-Ny dossier-ko efa mba paré paré ihany (passeport-ko vao nohavaozina t@ 2014 teo fa ilay ahitana ny offres mhts no sasatra foana eto @ internet!


Ntsika gasy mantsy matahotra hi-prendre risque izay toetra-tsika! choc


<Ny tena tsara indrindra dia ny manao demande immigration en tant que travailleur permanent....>
itako ao anatin'ilay site nolazainao io soso-kevitra io fa izao,
-Izy io ve azo demande-na na tsy nahita ilay contrat aza ianao? Sa misy offre assuré vao afaka manao lay demande en tant que travailleur permanent?
-De raha tonga de ho any aho sans offre accordé? (mande vide zany!) de ahoana ny demarches sy ny vie @zany?!
Normalement aloha ny mpampiasa tsy hiandry olona 1 eto @zao tontolo izao ve izy hitana poste iray! laugh

Fa mety ahafiriana eo manomana ireo dossiers ilaina @io demande io rah vao miainga aty madagascar? lire


ny tena manahirana mantsy eto @ntsika manalagy be rhf mikarakara dossier hivoaka izay ianao! (surtout hande territoire frantsay!???) hum
Any aloha tsy dia misy idiran'ny frantsay loatra angamba,!

Zaho tsy mifidy faritra fa izay manamora ny fiainana sy ahitana asa no tanjona!
De hono hoy aho, inona no tena hevitry ilay hoe "travailleur permanent" izany hoe tena mifindra tanindrazana any ve sa hoe contrat CDD ohtr 2ans na 3ans ve sa contrat CDI jusque retrait mihitsy?

De asa inona no tena be mpanao any ho antsika malagasy? sa ny marimarina kokoa hoe inona no asa azontsika gasy atao any? Mila diplômes ambony dhl ve sa mba misy asa ohatr hoe ireny salon de coiffure na ohatr ohatr an'izany ireny (hoan'ny madama ohatra!)

Mba mila fanazavana plus détaillés raha mety e!

De miandry ny valiny avy any aminareo indray! aty tana izao lasa nivadibadika be ny andro, lasa nangatsiaka indray izy izao 2jrs izay. nefa efa miditra lohataona hoe!


De misaotra hatrany @ fanoroana!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: BLOUM
Date: 22 septembre 2015 - 11:24

Momba ny passeport, afaka mampiasa anio passport biométrique io fôna enao rah any andafy, fa ny eto dago no b zesta hoe tsy maintsy soloina électrnik, resaka bizina andry zareo ao @fitondrana io. erotrereto hoe 550.000fmg no manao passeport 1, kanefa efa ho 500 mahery ny demandes de renouvellement ao anatin'ny 1andro. Misy havana any andafy d afaka miditra soa amantsara eto dago rehefa miditra d refa mivôka d le électronique no ampiasaina. tsy mila manova anle visa akory fa samy aseho eo @ douanes syny polices des frontières fotsiny le passeport 2 refa hivôka.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: bolotsoky
Date: 23 septembre 2015 - 12:48

Salam dôl,

Lasa tsy misy mamalylay namana etsy ambony fa dia ilaozantsika mifamaly eto fotsiny!
aza dia manandany andro mifamaly fa misy ange ny sasany etsy Andravoanhangy dia mandrangitra fotsiny e! Aza valiana fotsiny dia mangina hoazy izy!


gasy mada>> ohatrany anarana sy adresse atao @ autocollant reny izy io raha tsy diso za. Fa midira forum hafa rehefa tsy mahazo valinteny mahafa-po ato e! Mila mikaroka koa fa averin'ny olona fotsiny ny dossier rehefa tsy mety an!

Maztoa dia tafita soa!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Somewhere
Date: 23 septembre 2015 - 13:32

Mba misy afaka miresaka ve ilay USA azafady ô?! Ny resaka immigration Canada manko efa manana sujets 2 ato @ rubrique.

Misaotra e!

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Peta
Date: 23 septembre 2015 - 22:53

Raha ny fahalalako azy aloha tsy misy immigration officielle ohatrany aty Canada ny USA fa na ianao mahazo green card(loterie) dia afaka miasa any saingy tsy mahazo fanampiana fa miantontena (assurance-santé,sns...), na ianao mahita asa dia ny mpampiasa anao no manao démarche, nisy namana tao aloha tao nanambara ny possibilité hahazoana visa de travail any fa misy domaine spécifique tadiavin'zareo sy diplome+experience vao mahazo ilay visa ianao ary tsy maintsy renouvellena rehefa lany andro (mety tsy renouvelleny raha tsy nahita asa araka ilay critère ianao).

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: H2B
Date: 24 septembre 2015 - 09:53

jereo fa misy lay hoe visa H2B koa ary éligible amin'izy io Madagasikara nanomboka tamin'ny ity taona ity.

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 24 septembre 2015 - 19:31

Miarahaba antsika indray,

mbolaVao >>> Tena tsar aloha fa prévoyant be ianao momba ny famille. Ny tokony ho fantatrao fotsiny de tsy tokony hoe maty lamina be ny zavatra rehetra vo mande ianao. Tsara ny tsara dossier (ohatra hoe tsara diplome , mmisy asa sy expérience) fa ny olana fotsiny dia tsy tena reconnu aty canada ny diplome etranger. Ny tena mety aza de refa tonga aty no manao formation kely de tonga de tian'ireo mpampiasa tsara.

Refa manao ilay demande immigration en tant que travailleur permanent ianao ka vita hatr@ farany ny processus rehetra de mahazo staut hoe RP (Résident Permanent). Mitovy @ citoyen canadien io statut io excepté ny droit de vote sy ny droit de se faire élir fotsiny. Tsisy hoe visa de tyravail zany tsony fa tonga de miasa sy mando impôt otran'ny olona rehetra aty.

Tsy misy hoe asa inona no be mpanao aty fa tous les secteurs azonao iasana daholo sauf ny asa otran'ny hoe Polisy na miaramila na @ gouvernement fédéral. Misy chance koa le izy @ tsirairay fa tsy voatery hoe ambony diploma be avy any dago vo mety aty.

Mila ataonao ao anaty dossier ny vady aman'janakao fa tsy manao dossier irery ianao.

Efa miha-aingana ihany aloha zao ny delai de traitement de dossier fa en moyenne 2 ans eo no vita mandra-piainga avion du moins t@ andronay izany fa @ zao mety mba efa niova ihany.


lilly»»» Samy manan ny procédure d'immigration ny province rehetra tsirairay avy. Donc mety tsy mitovy ny fotoana fandraisany na ny fikatonana @ dossier


Mazotoa daholo ndray ary aloha de mahereza daholo zay eo am-pikarakarana

GD

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: lilly
Date: 25 septembre 2015 - 08:51

Misaotra an'i Gemidesign @ fanampiana.

Mieritreritra izahay oe hanao an'ilay entrée express, ny fanontaiako dia oe:

- Mila ny diplomen-nay mivady ve no hanaovana an'ilay EDE?
- efa nijery ny site ICAS ihany dia oe mila le diplome original hono, eo no tiko anontaniana oe le original ve zany mbola haveriny refa vita le EDE sa tonga dia tazoniny any?
- Ny diplome BAC miakatra ve no alefa any angatahana ilay EDE?
- Mila manao an'ilay TEF ve izahay mivady sa ny 1 (Requerant )iany?
- Ilay 2ans en moyenne teneninao io ambony io ve ilay entrée express sa le immigration tsotra? ilay express mantsy araka ny zavatra novakiko dia toa oe 1an eo eo de ra mbola tsy mahazo invitation pour faire une demande de RP après an'io 12mois io de afaka miverina mi s'inscrire ao anatinl'ilay bassin des candidats indray. Ny immigration tsotra indray dia toa 5 ans.
- Aona ny fomba fandoavana ilay frais rehetra raha avy aty Mcar.


Misaotra betsaka @ fanampiana,

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: gemidesign
Date: 28 septembre 2015 - 21:24

MIarahaba antsika,

lilly »»» Tena entrée procédure normale daholo aloha ireo info nalefako teo ambony ireo, mbola tsy fantatro loatra ilay entrée express, vao haingana manko io procédure io.

Mba mangataka antsika manana infos bébé @ io mba ifampizara eto, de isaorana mialoha

Sinon namakimaky infos ihany a t@ site CIC de ny fahazoako azy:
- Samy manao dossier any @ EDE nareo satria ilaina io ho an'ny demandeur principale no ahazoana point io ho an'ny coinjoint(e)
- Izay diploma tiana ho reconnu de atao @ EDE daholo, donc tsisy fetra io
- Ny doc original dia haverin-dry zareo refa vita ilay rapport EDE
- Ny TEF koa dia mila samy manao tsirairay avy
- Ny durée de traitemant 2ans nolazaiko etsy ambony dia entrée normale T@ andronay io fa ny express haingana kokoa tsy mitovyan'io,

Ny fomba handoavana vola dia any @ banky sous forme Chèque de Banque. DU moins t@ zhay nanao aloha fa mety efa misy moyen hafa zao. Asa raha misy afaka mifampizara ny @ izay fandoavana vola izay .

Mampahery antsika rehetra hatrany

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: ratoul
Date: 09 décembre 2015 - 16:02

Miarahaba antsika rehetra!

Namaky hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany aho d toa mbola tsy nisy nanontany mihitsy ity fanontanina kely ity : moa ve ny vady amanjananaka tsy maintsy manao exam toefl avokoa zany oe tsy maintsy mahay teny anglais vao validé ny dossier-nay?

misaotra mialoha @ valin fanontanina

Options: Répondre
Re: Intégration Immigration Nord Amérique (USA-CANADA)
Par: Haody ô !
Date: 09 décembre 2015 - 18:00

Mbola ao ve ianareo ?


Mamalia azafady ô !

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg