Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Frais Tana-Sambava
Par: tsi
Date: 13 novembre 2015 - 23:57

Miarahaba ny rehetra
Ity mba misy fanontaniana kely. Otrinona ry zareo ny frais tana-sambava raha mandeha fiara?
Raha toa indray ka hitondra fiara manokana, tokony eo amin'ny otrinona eo ny carburant mety homanina?
Misaotra sahady amin'ny valin-teny.

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: ntsiary
Date: 10 décembre 2015 - 15:37

Mety taraiky ny valinteniko fa lazaiko ihany. Ny frais raha mandeha taxi-brousse dia 350 000Fmg, arakaraky ny volana no départ, mety hisy 2 fois par semaine, mety indray mandeha par semaine. Ery Andranotapahina ( Marais Masay) no maka ireo taxi-brousse ohatran'ny camion be. Aleo mandeha an'ireo dieny zay manao oe mandeha sprinter ambilobe dia eo no maka. Tena confort ny mandeha ireo camion be ireo raha ho any noho ny mandeha mazda.

Alao tao antsaina ny itondra fiara manokana fa sahirana any ianao sady simba ny fiara fa aleo mandeha taxi-brousse camion. Ny olana rehefa avy ny orana tena ngoza be ilay lavaka ka raha fiara kely dia ao en panne eny foana tavela anaty lavaka, ny taxi-brousse be indray efa mety tsara amle lalana ireny pneu be ireny ka tsy atahorana, tsy henonao anaty fiara akory aza raha manitsaka lavaka.

Aleonao tonga dia mandeha avion tana/ sambava dieny zay itondra 4X4 any. Raha taxi-brousse dia 2 nuits et 1 jour ilay mandeha, départ tanà androany ariva zao ohatra, rafankampitso maraina vers 11h eo tonga sambava arakaraky ny ora niaingana.

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: tsi
Date: 12 décembre 2015 - 00:07

Miarahaba anao.
Misaotra amin'ny valin-teny, izaho mba te hanao vacances any mantsy amin'ny vacances d'été izao (aout-sept)
Raha handeha avion toa tsy ahitana tsirony satria ilay mahita tanana no mahafinaritra ahy, sady manaraka izay, efa misy anle 15h de vol handehanana Tana dia lasa mahamonamonaina ny vol.
Tsy mba misy otran le taxi brousse mandeha majunga reny angaha araka ny fahalalanao azy sa tsy maintsy camion be zany?
Ilay handeha fiara mitokana aloha tena efa nesorina tao andoha amin resaka dahalo e! Na tsy miheritreritra ny lalana fotsiny aza.
Fa isaorana bedebe amin valin teny. Misy hisainana tsara.

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: betsl
Date: 12 décembre 2015 - 00:15

tsi > tsisy dahalo izany mankany sambava ka

raha juillet/aout izany no mankany dia maintany, ka afaka na fiarakely aza, misy minibus @ izany fa tsy confort ohatry ny mankany mahajanga aloha, ratsybe anie izany lalana izany e, entre ambilobe sy vohemar, tsy conseilleko aloha ny taxibrousse fa bordel be e

raha zaho no eo @ toeranareo dia manofa 4x4

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: tsi
Date: 13 décembre 2015 - 01:35

Miarahaba
Misaotra amin'ny valin-teny.
Raha main-tany izany dia 4×4 afaka, fa atokisanao ve aloha ny securité ny lalana makany na misy ampahany aza ratsy lalana? Toa tena malaza ratsy mihitsy mantsy ny insecurité. Nefa ianao milaza fa tsisy dahalo...
Raha mba mpandeha matetika any enao, sao mba afaka milaza vaovao amiko eto ihany amin vizotran'ny fahatsaran dalana sy ny securité?
Mankasitraka o!

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: ntsiary
Date: 14 décembre 2015 - 12:37

betsl ) any SAVA tsy misy tena oe maintany zany ô. Ary juillet sy Aout zany dia mbola be orana. Septembre na Octobre no tsara mandeha mba mihena kely ny orana fa io koa mety ho avy ihany à tout moment na izany aza ohatran'ny côte est rehetra.

tsi) tsy oe camion be ireny anie akory zany e. Ohatran'ireto zany

http: //dubechot.perso.neuf.fr/Public/Madagascar/B-sambava-14.jpg

http: //images.voyageforum.com/posts2/medium/1388834401-D18qLKw5sWHHQHf.jpg


fa raha ohatra ianao hizahatany dia aleonao manofa 4X4 sady libre kokoa rehefa hijanona, mahita tany satria tsy mandeha alina, ary afaka mijanona raha misy toerana tianao alaina sary ohatra.

Raha tsy te hanofa 4X4 au départ Tanà dia afaka mandeha taxi brousse hatreo ambilobe dia eo no manofa 4X4 ( avy any Diego izy reo matetika) amin'izay koa mandeha atoandro ilay manao Ambilobe / Vohemar.

Ny taxi-brousse mandeha nord aloha dia io lazain'ny betsil oe somary bordel ary mahasorena ny resaka attente amin'ny départ.

Option faharoa azonao atao koa dia mandeha première classe ianao hatrany Ambanja dia any Ambanja no manofa 4X4 ho any Vohémar/ Sambava. 10 à 22h de trajet io pour seulement 169Km arakaraky ny toetrandro.

Raha lalandratsy, fiakarambe, renirano be dia Ambilobe - Vohemar mahafinaritra e
Raha parcs, entre Ambilobe / Vohemar misy parcn'ny daraina, any akaikin'Andapa koa misy an'ny marojejy, raha mbola manoy afaka mandeha any 'ny masoala.

Raha plage: Antalaha, hany tanàna amin'ny cote gasy hitako tena tsara sady tena madio.

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: ntsiary
Date: 14 décembre 2015 - 12:59

betsl ) ary betsl kay tena manoro vohana. Asainao hitondra fiara kely ilay olona andeha Ambilobe / Vohémar ??? MDR aza dia mba mapiome ry betsl fa mba asehoy sarina fiara kely nandeha tany oe za fa tena tantara manga be zany na maintany aza, ny lavaka lavaka eny ihany fa ny fotaka fotsiny no tsy mirihitra be. Koa raha avy tampoko iny ny orana dia ahoana?

tsi ) raha sécurité kosa aloha no resaka dia eny tompoko misy partie atahorana dahalo ilay vao afaka kely an'Ambilobe raha mandeha alina fa raha atoandro kosa dia milamina any.

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: betsl
Date: 14 décembre 2015 - 22:01

ntsiary >>> nahita fiarakely tany aho t@ 2009, 4L aloha e, tsisy parechoc

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: RL
Date: 14 décembre 2015 - 22:03

hay mpanoro vohana koa i betsl hihihi

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: betsl
Date: 14 décembre 2015 - 22:06

RL >>> nahita fiarakely tany aho t@ 2009, volana août, maina be ny andro, zay hitan'ny masoko ihany no tantaraiko

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: tsi
Date: 15 décembre 2015 - 00:03

Miarahaba anareo
Misaotra betsaka amin'ny torohevitra rehetra.
Aleo izany manofa 4×4 avy ao Tanà direct amizay tsy maka fahatezerana amin resaka bordel ny taxi brousse. Ny securité izany efa OK raha matory amin hotel ny alina.
Fa za mantsy nihevitra fa taxi brousse ihany no afaka makany, hay zany kay afaka hitondrana fiara somary matanjaka. Enganie fotsiny mba tsy hisy orambe entre fin aout-debut setp
Eo amin'ny firy km eo ho eo ny totale ny lalana ratsy raha tsy mahadiso?
Mialatsiny fa be fanontaniana.
Mankasitraka

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: ntsiary
Date: 21 décembre 2015 - 15:16

betsl ) misy fiara 4L na fiara kely mety ho tonga mankany fa tantara manga be vao tonga raha avy ny orana. Ny ankabeazan'ny toerana ambanivohitra any amin'iny sava iny rahateo 4L no fatao oe 4X4 ho an'ny tsy manana tena 4X4. Fa raha manatsafidy dia aleo tsy midibingo amin'izany.


tsi) Ny lalantany dia Ambilobe / Vohemar manontolo, eoeoe amin'ny 160Km mahery kely. Misy partie azo atao oe lalantany fa tsara fa misy partie be lavaka be, ary misy partie fiakarambe nefa tery ny lalana. Fa azo aleha tsara tsy misy atahorana. Efa hiditra Vohémar vao misy goudron ary Vohemar / Sambava/ Antalaha goudron tsara be no tena tsara ny paysages hitan'ny maso.

Safidinao ihany raha andeha 4X4 au départ tanà ka, fa raha au départ tanà dia location 3 jours nareo tonga vohémar / Sambava / Antalaha. Ny 4X4 miainga tanà tsy mety mandeha alina izany fa ny fataon'ireo matetika J1: Tanà/ Port Berger dia J2: Port Berger/ Ambilobe dia J3: vao Ambilobe / Sava. Ary sarotra no mahita mpanao location MAZOTO hanao an'izy io au départ de Tanà amin'ilay oe lalandratsy dia matohatra oe manimba fiara e. En plus raha en général 130 na 140 000Ar / jour ny location normale Mada amin'ny lalantsara dia tsy menatra mihitsy ireo miteny oe 200 000Ar/ jour hors carburant.

Mety intéressant kokoa ilay any Ambanja vao maka 4X4 hanao SAVA, izay sûr kokoa satria ny chauffeurs efa zatra mankany noho ireo chauffeurs au départ tanà.

Options: Répondre
Re: Frais Tana-Sambava
Par: HeriMan
Date: 12 septembre 2017 - 10:59

Salama daholo,

Mety firy andro kay zao ny trajet Sambava- Ambanja? tsy afaka andehanana raha tsy manofa 4*4 ve sa mety misy taxi brousse? dia mety adin'ny firy ny lalana amin'izao volana septembre zao? misaotra indrindra anareo! dia sao misy manana contact ana 4*4 azo ofaina any azafady?! misaotra indrindra

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg