Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: 12345678910Suivante
Page: 1 sur 10
immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 27 novembre 2015 - 17:32

Ato izany no mbo mifanakalo evitra sy mizara expérience momba ny immigration québec. Na ho an izay efa ao na ho any izay mikasa ho any.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: catalina
Date: 28 novembre 2015 - 09:11

Misaotra @diagagaela amin'ilay post nosokafanao.
Mbola tsy misy bilan azo alefa aloha izaho izao fa hiezaka hiverina eto vao mahita hosoratana.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 30 novembre 2015 - 18:46

Mbo te aheno vao2 mahafinaritra ho an izay tafita sy nety natao ao Québec Mino ao fa tsy hoe tena minan tady kiraro daholo dia tsy misy ambara. Ka mbo zaraio aza

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pti bul
Date: 30 novembre 2015 - 19:33

miandry an'i Seheno isika, izy mantsy tena tafita sady tsy minamana raha tsy @ gasy tafita

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: zay ndray
Date: 30 novembre 2015 - 23:01

Ny anao ry diagagaenao nanahoana? efa misy erintaona hanaovana bilan ve? nahomby va re sa tsia? maninona tsy ny anao aloha mba tataraina anombohantsika azy fa efa eo ihany?

ohatrany sujet nosokafana hiandrasana kendritohana ny olona mipetraka aty fotsiny ty izy!

zay koa aloha te hitazana ilay lynchage efa te hande! tapitra ndray manko iny ny episode attentats à Paris, tsy misy sujet ahafahantsika gasy mifanambany sy mifampi-vovo intsony ndray!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 01 décembre 2015 - 19:29

Ka raha hoanay manokana aloha dia tena fotaka inty resaka Québec. Fa ny olona manaana zavatra positif no tena mbo tiako izara e.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: catalina
Date: 03 décembre 2015 - 12:10

@diagagaela >> Herintaona izany ianao no tany dia efa bilan négatif be sahady? Zà tsy amin'ny toeranao fa na izany, aza mbola mi-abandonne!
Raha tena tonga @point de non retour hoe tena tsy mety dia modia aty amintsika..tsisy menatra izany eo! échec tsy maintsy misy @fiainana fa ny fahaizanao miarina avy eo no tena zava-dehibe!
Tu n'as de compte à rendre à personne, c'est ta vie à toi dia courage foana... ny olona fantatro efa any (04 à 06 ans eo) dia nandalo galère avokoa fa milamina ihany avy eo !!!!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: lota
Date: 03 décembre 2015 - 15:34

Ilay resaka test de langues no tena problemako ry catalina
Tsy maintsy manana ireo diplomes de langue lazainy ireo zany, kanefa anie eto amintsika tsy misy centre anaovana ilay izy akory dia ahoana?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: efa aty
Date: 04 décembre 2015 - 02:16

Zavatra resahako anareo ity : Izaho 6 mois izay no teto.

Négatifs : Tsy cadre aho @ asako, tsy mandeha fiara aho mandeha miasa, miara-miasa @ olona dondrona aho (Ny superviseur no tiako holazaina), hazakazaka ny fiainana aty ka misy fotoana 2 andro tsy miresaka @ zanako aho satria miasa alina ary matory @ maraina.

Positif : Afaka mividy izay zakan'ny vola raisiko aho, afaka nividy fiara vaovao année 2015 aho fa aloako tsikely2 @ banque, Tsara ny fianaran'ny zanako ary mitsiriritra azy ny mpampianatra rehetra mba hisy toa azy marobe ny mpianany sy ny ao @ sekoliny, Manana avenir marobe ny ankizy any am-pianarana (Arts, musiQUE, sports, etc...) ankoatran'ny fianarana, azo antoka ny sécurité a 95% ka na mody @ munuit aza mahita bus sy metro (Eto Montréal), tsy manafinafina finday aho eny an-dalana satria tsy misy manendaka ireny aty satria presque manana telephone intelligent daholo eny an-dalana, tsy misy mitsikilikilo ny fiainako ka mitsaratsara hoe tafita na tsy tafita fa samy mandeha samy mitady ny fiainana.

Tsy avoakako FB akory ny fiainako satria lasa sujet de discussion na any @ fianakaviana na any @ namana" Najanoko ho toy ny t@ za vo niala tany Mada.

Izay ny bilan a 6 mois hatreto. Ny ririnina vao manomboka ka tsy afaka hiteny mikasika an'imy

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 04 décembre 2015 - 02:59

efa aty¨>misatotra @ nao @ fizarana. dia samy manana ny motivation@ moa izany fa ny ahy manokana resaka fiara aloha efa ampy tsara ny tany dago na tsy vaovao aza amboarina tsara fontsiny dia azo antoka tsy manary @ dalana misy ifandimbiasana mahintsiny aza izay tsy afaka atao eto Quebec satria vola be daholo na ny assurance na ny parking asiana azy

Telephone intelligent koa tsy nampanionoa mahintsiny no nampiasa phone foza orana mandray appel sy sms dia ampy. aigitraingitra ny ambony

Securité anga fa rehefa tsy mizesta sy mirehareha na atao hoe tena manafina arena mahintsiny aza enao any @ tanana dia tsy misy mikitika izany

Tena mbola tsy mahaloha ny sarany ny vidiny raha izay e fiainana mihazakazaka sns, ilay hiver koa mbola tena tantara ratsy

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: europe
Date: 04 décembre 2015 - 05:01

efa aty > zay le prisoners in paradise

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Miandry kendry tohana
Date: 04 décembre 2015 - 09:44

Mampmé koa le diagaela. Miandry kendry tohana fotsiny. Rehefa frusté letsy dia akapohy @ rindrina ny loha ho haingana a! Zay tenen'ny ol no andrasana hanaovana commentaire.

tena efa tsy eto Mada marina enao ka hoe rehefa tsy mizesta dia tsy misy mikitika. Ny épicerie kely mitrongy vao homana ery aza misy manafika @ basy, ny mpivarotra saribao, etc...

ataovy izay mahasoa ny fiainana fa aza dia ny an'ol no atao resaka e. Raha tsy zany dia modia e!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: ...
Date: 04 décembre 2015 - 14:25

eto canada ny fiara dia ohatra ny trano hiany: tu peux tout réparer toi-même (et je dis: tout) ou tu t'adresses au réparateur (ary lafo io évidemment)- eto canada ve diagagela no mipetraka?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 04 décembre 2015 - 17:04

___> tu peux tout réparer toimême @ ahoana aza. Raha ikitika eclectricité na plomberie dia tsy maintsy manana certificat @ izany raha tsy hoe ilay cabane any anaty hazo no resahana fa raha trano ipetrahana tsy maintsy personnel qualifié voa mikitika.
automobile indray tsy mety ilay mananboatra fiara anaty neige fa mila miditra garage an.

Miandry kendry tohana> ka mbo misy manana tantara mahafinaritra sy paika ady nahahomby taty Canada aza ho alaina tahaka sy atao filamatra (Trano automobile sakafo sns materialy aloha tsy mandaitra amiko nahany kely aza an).

Ahoana ny resaka socialy fifandraisana @ olona, havana, resaka asa mbo misy manana mahafinaritra ve.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: mpitsikilo
Date: 04 décembre 2015 - 17:50

daba v ny blem an degagaela? montreal se io sa ville hafa?
ra montreal ry se, azo ioriranana sy mba mitsinjo ry zala @#$%& sy tavaratra sy roumains mecano ao boulevard industriel ra oe taraiky ny fiara a, garage fotsiny amin iny boulevard iny an
ra tena tsy afaka am le sakafo de manorata anarana eny @banque de nourritures, attention fa be gasy mande @reny an, aty tsisy mizesta zany sauf ze tena te izesta satria bdb ko ny gasy be zesta na tsy ihinakanina aza tsy mande any zany. ra tsy zany de midira membre costco ndrindra ra maroa anaka fa any mba mividy en gros de mora kokoa e. na mijereva circulaires isaka ny lakamisy ny circulaire no miova.
ka io koa lo ra logique njavatra tsisy immigrant afrikanina tonga de atao directeur zany. mety misy e (sody ndray tonga eto ry zareo manakatao ho tezitra amiko) fa rare be zany. ka accepteo lo le asa tsy deba de maka ancienneté dia miova asa isaka 2 ou 3 ans... enao iany manao plan de carriere nao fa mety foana io fa tsy tonga de manantena b amboloany fa kivy ambony iany eo.
za zao 2 taona no teto, tsy deba aho fa milay sad tiako ny asako. za be be resaka, maka astuces amin mpiara miasa am fianna isanandro de manoro zalahy reo, na kebany aza manoro fikafika resaka bon deal e, milay!

tsy tokony afobe zany aty fa arakaraka ny orientation an le toetsainao iany. ra olona efa somary ambanimbany moral sy negatif fisainana enao de mety malazolazo be malaina be le mipetraka aty satria aty de kajikajy foana no mande fa tsisy oe mipetraka fotsiny mamboly voky tsy mamboly voky.

mirary soa e

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 04 décembre 2015 - 19:19

mpitsikilo> inona moa izany asa mahafinaritra atao nao izany izao amnko efa 5e emploi en 2 ans fa tena m%&/"("/&*%"% daholo

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Fomba fijery
Date: 04 décembre 2015 - 20:59

Resaka état d'esprit io, normale be i diagagela raha migalère satria ny azy zao état d'esprit phone fozaorana sy vam bricolage ny état d'esprit ny, tsy ratsy velively akory izany, fa samy manana ny sarangany ny olombelona, ary hilaina daholo ny saranga rehetra eo amin'ny fiarahamonina, sinon tsy nila nasiana fianarana misy ambaratonga sy sampana maro samy hafa intsony, tsy mila nasiana sefo sy mpanantanteraka, mpitondra sy vahoaka sns...
Tsy mila hoe eto Canada ianao na any europe na any dago dia afaka mihaina amin' ny phone foza sy vam bricolage, mety foana io, raha olona mpanao asa vatana ianao ohatra n'aiza n'aiza misy anao dia haitraitra ny teknolozia, fa raha asa saina dia mety hoe fiainanao ray manotolo io, raha mipetraka amin'ny tany mandroso koa ianao dia fihemorana ny tsy fanekena ny fandrosoana, hoatra resaka fiara, raha tany dago ianao dia rariny raha makeny amin'ny david manolo charbon démarreur, satria raha makany sicam ianao dia 1 million fmg ny maiLBVMTn d'oeuvre nefa ny karamanao mety hoe 10 millions fotsiny (any amin'ny marikarama ambony io) . Efa 10% ny vola miditra izany. Ary ny smig amin'io dia 600 milles francs. Fa raha hikarama 5000 dollars kosa ve ianao dia mbola bricolage no mampalahelo anao? Amin'ny tany mandroso, tsy harena ny fiara fa fitaovana, ary ny sécurité sy ny qualité no ambony kokoa noho ny vola kely mivoaka zay hivoaka foana iny na hanamboarana fiara. na hinanan'kanina, na alefa any dago sns, sady amin'ny firenena mandroso dia tsy firehana tia tena hoe tia ahazo vola be, nefa tsy vonona hanome hoan'i hafa, asa toy ny asa rehetra io ka rariny raha samy manana ny qualification ny.
Ny fahasambarana izany na ny tanjona dia fijery manokana, misy ny mahita fahasambarana feno ao anatin'ny fahantrana materialy saingy manakarena fitiavana, misy ny mifanohitra amin'ny izay. Saingy kosa raha hoe mila makaty Canada ianao vao nahatsapa hoe izay lay tadiavinao dia amin'izay fotoana izay indray dia tena tsy fahaizana sy tsy fahatomobanantsaina ny anao. Tsy masiaka fa miteny ny zava-misy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Menarana
Date: 04 décembre 2015 - 21:13

Fomba fijery » Misy tokoa ary betaka ny situation na épreuve zay raha tsy iainana mintsy tsy tsapa ka !! Fa tsy voatery ho tsy fahatomobanantsaina mintsy akory zany. Samy hafa be ny maminavina fotsiny avy any an-tany lavitra sy ny tena miaina mivantana situation iray. Tsy voatery ho prévisible daholo akory ny zava-drehetra, raha tsy zany ve tsy efa mba mety ho paradisa ity tany ity !!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: mpitsikilo
Date: 04 décembre 2015 - 22:23

fa manina ramose no tafiovaova asa be
enao no miala sa temporaire foana sa voatsoaka foana?
miezaha manana stabilité ra mety e
ny asako asambirao mitovy amin nataoko tany dago iany fa tany aho sefo aty aho tsy sefo. zay mahatonga oe tiako le izy, efa tiako hatramizay.
za zao hiova ndray afaka 1 an de ataoko ambonimbony ny pretention salariale, tsy rarahako na tsy sefo mintsy aza aloha, za salama saina tsara amizay lafiny zay tsy complexé aho fa mitady vola.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: efa aty
Date: 05 décembre 2015 - 04:01

tsy haiko raha miasa aty ny telephone foza fa izaho aloha nitondra phone intelligent avy any dago dia nandeha teto. Ny phone tranainy indrindra hitako any @ opérateur phone izao dia irony a clapet irony ary hihomehezan-sry zareo ary rehefa manontany an<'ireny.

Mila positivena ny saina sinon dia mi-galere toa an'i degagaela mihitsy

Izaho izao tiko ny asako nefa tsy hijanonako ela fa afaka 3 taona farafahatarany dia miala ao aho

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 05 décembre 2015 - 16:48

Mpitsikilo> ilay miova asa in 5 tanaty ny taona misy antony samiafa

1 izao no niala fa tena tsy reveko dia lasa ao niverina nianatra
2 nisy asa tsara karama dia nitsoraka kay tena taolana be efa saika anezaka sy hiafy hiany ao fa 15j dia voaroaka ( mbola tsy voaraka t@ resaka asa izany aho atry izay niainako raha tsy taty Canada)
3 stage
4 contrat durée 3 mois
5 contrat efa ho tapitra koa ary tsy misy renouvellement
Izany hoe eo ampikarohana indray izao ary ho chomage atsy ho atsy. tena lsdknk;jasfiu!!!

Naha dia cadre dirigeant aza ny asa farany nialako tany dago dia vonona ao anao ilay asa majinika any @ birao na tsy sefo aza fa na ireny aza tsy mahita e. Raha asa mampiasa sandry , mac-do, ménage, caissier sns 10.50$ / h kosa aloha tena ifonako fa tsy vita sady mamono antoka.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Niaky
Date: 06 décembre 2015 - 15:50

Mba dontopr koa zany orinasa nampiasa anareo ho cadre dirigeant tany dago zany, sa orinasampajakana?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 06 décembre 2015 - 18:48

Niaky>Izay ve ny analyse lalina indrindra takatrin ny saina nao

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: ...
Date: 06 décembre 2015 - 19:51

hianao nahazo 2 contrats successifs après 2 ans de séjour, izany ve tsy efa bon signe milaza fa tsara ny résautage-nao indrindra raha mifanaraka amin'ny formation nataonao ilay asa? sady tsara ny taux horaire n'ny contractuels raha tsy diso aho.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Azakivy
Date: 08 décembre 2015 - 05:06

Efa 6 ans aho izay no teto fa raha ny expériences niainako aloha sy ny gasy manodidina ahy dia tena en moyenne 5 ans any vao mahita stabilité, vao tena mahita ny lalan- kombàna, fa alohan'izay ianao mbola tena miaka- midina ny fiainanao, parcours normal mihitsy ny an'i diagagaelà io, fanaovana asa tsy tiana, fa izay misy sy ahazoana vola miditra aloha dia hidirana sy hifikirana satria ny vola mandeha ohatran'ny rano rehefa tsy miasa aty, avy eo, tsy afa- po @ ilay asa noho ny horaires, betsaka ny asa mirava tarabe alina be aty, na kely karama, na tonga dia tsapanao fa tsy hanao carrière @ ilay asa hitanao, dia manampa- kevitra ny hangataka bourse hanaovana formation, mba ahitana asa misy conditions tsaratsara kokoa, dia vita indray ny fianarana, dia mitady asa indray, na stage, mandra- pahita stabilité, alohan'izay ianao mety mahita contrat fohy tsy maharitra. Na mahita asa tsara ary ianao, courant be koa aty ny miovaova asa rehefa mahita tsaratsara hatrany, na mifanaraka kokoa @ ny tadiavinao.
Ny fandroahana koa aty courant be dans les 3 mois surtout, aty Amérique du nord isika ka tsy asian'ny zareo sentiment firy mihitsy fa raha vao tsy performant ianao na tsy tsara relation @ superviseur- nao dia vetivety dia voaroka.
Fa dia azoko tsara mihitsy hoe sarotra ny mitazona état d'esprit ho positif foana @ ny voalohany, surtout les premières années nefa rehefa manana perséverance sy détermination ianao hoe mandalo fotsiny izao fahasahiranako izao dia tsy maintsy tafavoaka. Ary isika gasy matetika dia manana an'izay toetsainy izay ny ankabeazany, ka vitsikely no lavo lefona niverina nody mihoatra ireo immigrant sasany, ( ny arabo, ny frantsay...)

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Azakivy
Date: 08 décembre 2015 - 06:05

Raha ny tantarako manokana aloha izany fa izay voalazako teo ny en général dia 6 ans aho no teto Canada dia 1 an et demi lany andro nihodikodina tao Montréal, 6 mois fotsiny en tout mba tena niasa tao dia voatery nangataka aides sociales ny fotoana ambiny. Ka sendra nahita formation ahitana débouché betsaka dia nanandrana, sady niantohan'ny fanjakana ny frais- ako madinidinika no nahazo bourse aho, dia vao vita ilay formation- ako dia mba nahita asa nety t@ko t@ ville hafa, dia tao aho vao mba nilamindamina tsikelikely t@ asa, mazàna ianao vao mahazo ny toeranao eto, na hatr@ izao ary mbola tsy @ ny tena faniriako ny asa ataoko fa nefa tiako. Ka tena hitako hoe rehefa mikiribiby dia tsy maintsy tafa eto.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: efa aty
Date: 11 décembre 2015 - 20:36

Mila fanampiana kely avy aty aminareo efa manana traik'efa eto montréal.

Ahoana no tena fandoavana hofana parking fa tsy tafa mihitsy aho omaly an. Aty @ faritra misy ahy tsy misy borne de parking payant toy ny ao @ centre ville. Nandeha tany aho omaly ary efa mba nivonona handoa, natao saisie ny numéro de borne, nampidirina ny carte de crédit, natao ok fa tsy nisy n'inon'inona nandeha de avy eo "transaction annulée" naverina indroa, intelo tsy nety foana. farany niandry tao anaty fiara, i madama sy ny ankizy niantsena dia avy eo niala haingana.

Mba atoroy moa ehhhhh

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bageet
Date: 11 décembre 2015 - 21:02

efa aty >> rehefa tonga eo @ ilay étape mandoa vola : Matetika izy ireny atsofoka, avy eo tsoahina haingana ny carte fandoavambola.

Fa ny tena tsara dia mitady ruelle ao ambadimbadika ao, dia any no ajanona ny fiara. Gratuit matetika ny fametrahana fiara any @ ruelle.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: angady
Date: 11 décembre 2015 - 21:29

efa aty >> rehefa avy nampiditra/namoaka carte dia misafidy ny fotoana ijanonana: +5mn isaky ny manindry bokotra na "max" = 2h eo ngamba izy izay. Dia mifanaraka amin'izay ny vidiny mitomboka amn carte. Vita izay vao manindry OK dia mamoaka ticket ny borne avy eo.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bageet
Date: 15 décembre 2015 - 01:21

efa aty >> Tsy henoheno an!
Nanao ahoana ny week-end?
Did you have chance to practice our advise?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: efa aty
Date: 17 décembre 2015 - 03:08

Bageet : Tsy mbola niverina nanao an'ilay izy aho fa aleoko miandry @ 24 décembre apres 21h dia mipetraka gratuitement fa mankarary andoha be le izy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: zily kely
Date: 20 décembre 2015 - 09:22

K'ahoana zareo a,

Vao tonga vao haingana eto Montreal koa ny tena dia mba mangataka fanampiana ho an'ireo namana efa eto e.
Tsy dia resaka immigration loatra moa izany ny tiako hanontaniana fa ialana tsiny mialoha, fa izany hoe mba manararaotra kely mahita resaka mikasika an'i quebec de ato no manontany.

Fomba fandefasana entana mankany Madagasikara izany no tena tiako ho fantatra e. Mikasa handefa telefaoinana ireny ho an'ny zakaky ny mpiray tampoha ny tena anefa tsy mahita olona hampitondraina dia te hijery hevitra hafa. Efa nisy nandefa entana mankany ve dia inona sy aiza ny mora? finday 3 isa ilay kasaina halefa.

Dia misaotra mialoha ho anareo vonona ny hifanampy e.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Montréal
Date: 22 décembre 2015 - 22:54

15 ans teto.

Mampihomehy daholo !

Automobile sy handefa téléphone no mahamay.

Izay ahatsara ny asa atao aloha.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: hi hi
Date: 23 décembre 2015 - 05:32

sady aty dago anie misy mpivarotra téléfone e

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: zily kely
Date: 23 décembre 2015 - 06:24

Fanoroan-kevitra mikasika an'io fanontaniako io angamba ny tediaviko raha misy e, tsy voatery hamaly azy ianareo raha toa ka tsy manan-kambara mikasika azy.
Misy antony ny olona matoa manao an'ilay zavatra, ka rehefa tsy fantatrareo ny antony fahendrena kokoa angamba ny tsy manao kiritika be fahatany.Ary

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: mpandefa
Date: 24 décembre 2015 - 14:17

Alefaso Canada Postes, jereo @ site ny tarifs (avec/sans assurance etc...), lafo ny mandefa kanefa fiable ary tsy mbola nisy entana very any ampatongavana ahy nampiasa an'io (efa in-efatra no nandefa any andrenivohitra fa tsy haiko ny hafa).

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: zily kely
Date: 25 décembre 2015 - 06:09

mpandefa>> Misaotra indrindra tamin'ny torohevitra.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Capitaliste
Date: 03 janvier 2016 - 23:43

Diagagaela>>> Enao kosa mitetika ny tonga de ho kala be koa. Misy dingana maromaro anie io fa tsy hoe nateraka ho deba enao e. Raha hiakatra any amin'ny 2eme étage enao (aty moa ny rihana voalohany 2eme etage) tsy maintsy mba mandeha amin'ny zanatohatra fa aza manantena foana hoe misy ascenseur ao. Ary raha te ho tonga any amin'ny rihana fara-tapony enao de tsy maintsy mandalo amin'ny etages rehetra. Raha miova firenena enao, de mba otran'ny miova immeuble ihany, tsy maintsy mba midina any ambany aloha vao miakatra tsikelikely indray e.

Marina fa nampanantena i canada hoe mila olona efa manana diploma otranao, efa manana expériences (direktera otranao), ary rehefa tonga taty enao de mbola nomeny ny moyens rehetra aha-tafita anao. Fa na izany aza anjaranao no miezaka mampandroso ny fiainanao, miakatra amin'ireo zanatohotra rehetra, izay moa ilay tenenina foana hoe intégrations. Anisan'izany ny miasa amin'izay asa misy eo aloha fa tsy miavonavona, na mamafa trano izany na tonga dia miasa birao. Ao koa ny miverina mianatra raha ilaina. Misy aza ny mivadika domaine mihintsy. Ary ny tena zava-dehibe dia ilay fananana estime de soi. Io moa tsy dia asiana resaka loatra, na ireo gasy efa ela nipetrahana teto sy efa bien placés ary tsy miresaka momba an'io mihintsy satria développement personnel io ka tsy fitantara amin'ny olona. Kanefa io no anisan'ny mitazona anao hanana morales ambony sy fomba fijery malalaka ahafahanao miakatra hatrany hatrany. Azo lazaina hoe rampe d'escalier azonao hamikirana izy raha ilay resaka zana-tohotra teo. Isika malagasy mantsy maro no tsy manana bonne estime de soi loatra, nolovaina tamin'ny razambe sy ny mpanjanaka izany fa tsy sanatria hoe voa-ozona isika.

Raha any dago ianao ohatra, arakin'ny teninao, dia tsy maintsy mipiripirina fa tsy mety ny misehoseho fa manjary halan'olona, na lazain'ny olona miseho milay. Aty enao tsy maintsy miseho milay fa raha tsy izany de taraiky eo. Efa samy maka ho azy ny aty, izay no maha capitaliste azy. Aza manantena hoe mampalahelo aho fa direktera taloha kanefa lasa mamafa trano, de hoe misy hitsetra eo dia hanome poste milay be tampoka. Ny fahaizanao miasa sy ny fanajanao ny asa zay ataonao ihany no ahitana anao hoe mendrika ny ho direktera enao na mendrika ny ho mpamafa trano. Adinoy koa ny hambo-po sy ny voninahitra, tsy miasa ireo aty, ny maha-izy anao no mikaonty fa tsy ny diploma sy ny galona loatra, accessoires fotsiny ireo.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 05 janvier 2016 - 20:08

capitaliste> misaotra @ nao @ fanazavana miaraka @ ilay metaphore tena tsapa fa izay marina ilay fandehan javatra.

Tsy mba misy tyrolienne angaha hoe hoatra avy any @ 30e etage dia mbo tonga 25e etage fara faha ratsiny @ immeuble vaovao. ahoana moa ny vazaha rehefa tonga any @ isika no tonga dia deba fa rehefa isika no mandeha Quebec dia tsy maintsy ho boto. Tsy Quebec no namorona ny Gestion na ny informatique na ny comptabilité sns. Tambanivohitra ange ireo e ekena fa manakarena fa tambanivohatra foana e.

Ny taona manko efa somary mandroso ka tsy afaka ny andeha tongotra hidina any @ rez de chaussée izay vo hiakatra indray fa angamba dia ho tratra retraite eny @ mpandehanana eny raha izany no fandehany.

Afa manko ry zalahy 20-30 ans mbola manana fotoana tsara fa raha ny tena manokana efa ela niasana ary manomana retraite atsy ho atsy.

Momba ny estime de soi indray "tanana zatra mitsoatra tsy afaka miforotra intsony"

Tsy maintsy iverina @ tanana hiany ny tenanay izany

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsy nandalo rez-de-chaussée
Date: 05 janvier 2016 - 22:04

diagagaela >> Ary sao dia diplôma tsy ampy fahaizamanao ny anareo?

En général dia toy izao ny fandehan'ny fahazoana asa aty Canada:

0 - mandefa CV (Raha manaitra ny CV dia manadalo étape 1)
1 - Manao entrevue RH (raha tafa dia mandalo étape 2)
2 - Manao entrevue technique (raha tafa dia mandalo étape 3)
3 - Miasa eo @ 1 andro na 1 semaine eo. Raha dondrp dia hoy ny companie hoe aza miverina intsony rahampitso.

Raha mahay be eo @ asa, mahay miara-miaina @ olona, dia ianao indray no omena contre offre raha sendra mitady hiala.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 06 janvier 2016 - 00:58

tsy nandalo rez de chaussée> izany ay ka mbo mahafinaritra no miahino azy. arakaraky ilay domaine io. informatique aloha sur fa tafa saingy tsy talenta iny fa gestionnaire no aty.

raha mbola misy candidat qubecois koa milahatra @ nao dia eo no raisina. Mila sanjila be voa tonga @ ilay hoe tsy misy adversaire intsony

na dia tsara CV kokoa sy mahay miresaka aza. Aleony zareo maka ilay kebany dontopr dia avy eo mitady indray toa izay aka imigrants.

Fanjakana hiany no manome toky manao discrimination positive ho@ immigrants saingy mbola mihidy

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: joonyyy
Date: 06 janvier 2016 - 07:22

Miarahaba antsika
HOno oa azafady sao dia mba misy manana lay numero hiantsoana ahafantarana ny mombamomba ny fizotran'ny CSQ kay ianareo fa lay numero nanananay lasa boite vocal automatique de tsy misy olona miresaka sy manome renseignement momba ny dossiers tsony.
Miasaotra anareo zay afaka manampy

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mégane
Date: 07 janvier 2016 - 14:37

Ity no ananako :00 1 514 864 9191, asa raha mety

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: joonyyy
Date: 07 janvier 2016 - 15:38

Merci Mégane..efa io numero io mintsy no hanananay fa lasa boite vocale automatique io de lay misafidy eo aloha fa le mivantana toy ny taloha no tadiavinay ra misy vaovao..
Misaotra sy mankasitraka

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: ity aho hanakiana
Date: 08 janvier 2016 - 04:09

Capitaliste>> mifanohitra anie zany teninao zany ranamana e.

eo ianao milaza fa:'Aty enao tsy maintsy miseho milay fa raha tsy izany de taraiky eo'
avieo nefa enao milaza ndray fa " Adinoy koa ny hambo-po sy ny voninahitra, tsy miasa ireo aty ".

Fa inona le tinao lazaina @ le hoe Miseo milay, tsy miseo milay anga le be hambo-po sy ny voninahitra ??.

Resaka diploma manokana: manin tsy foanana kebany tany ireo univrsté ao kebek reo raha tsy dia ilaina ny diploma, mba fantatrao v fa io kebekabeka anao io mintsy no anisan manana université b indrindra @ pvnce Canadian ,kanefa manin no lazaina fa tsy d ilaina n diplm, Ny marina d ity, tsy d misy tompontany faly loatra raha toa ka ianao mpiavy ndray no hanindry anazy tompontany. d izay no mody vohiziny amireo immigr reo. ilay firenena canadian mintsy no te haka olona metimety s manampahaizana vahiny hipetraka canada fa n asa vitsy kely n poste ambony misy eto fa n poste ambany le tena mila immigr,i canada anefa tsy te hanafatra hoe andao mpandrafitr s mpiasan zone franche s sekretera bedb no hafarana e.nefa reo no tena asa bobaka b mila imigr aty fa tsy d direktera na dokotera na ingenieur sns...loatra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 08 janvier 2016 - 18:56

ity aho hanakiana> marina loatra no lazinao raha mpiasa ny zone franche ireny izao no tonga aty mety tsara @ asa misy ary tena faly be zareo manao ilay asa.
Ny tena mandreraka dia ilay gvt mahintsiny no manao pubblicité mensongere hoe mila olona diplomé sy experimentés­ ary tsy manome papiers raha voa tsy izay. fd;salnguforhgîao

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 08 janvier 2016 - 18:59

Izany hoe alohan ny andehanana alavitra izany tokony hiasa kely 2-3 @ zone franche any mada aloha itsapa ny patiny dia raha mahavita izay vo mandeha Canada. Sa ahoana?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsy nandalo rez-de-chaussée
Date: 08 janvier 2016 - 19:20

Ary sao dia tokony ny informaticiens ihany no makaty Canada.
Ny hafa rehetra mijanona any Dago manao sefo sy directeur.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 08 janvier 2016 - 20:19

Tsy nandalo rez-de-chaussée > tena raha efa sefo na directera @ tanana dia aleo tsy mandeha mbo kozy izany, soa anenenana satria tsy ahita @ izany aty Canada.

2008 ny gouvernement Quebec nanapaka hoe ny gestionaires ampidirina anatiny emplois ilaina kanefa sandry no tena tediavina@ io

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bilanbilan
Date: 08 janvier 2016 - 21:16

diagagaela> tena mety vao tonga angamaba nareo io ny fahitako azy fa norma ianareo raha mbola manao rejet ny système efa misy eto ,mila miandry tantana kely sy faharetana ,fa izay ilay aty ,tsy mila négatif ,ary aza hadino fa ianao no nifidy nandeha taty fa tsy nisy nanery akory ,dia mila manaiky ilay izy fotsiny fa mila maharitra kely aloha fa io araka ny efa voalaza atsy ambadimbadika atsy dia mila eo @ 4 taona na 54 taona eo vao mahazo stabilité eto ranamana,fa raha tsy maharitra izay kosa anefa dia aleo mody any antananana sa ahoana ?

Options: Répondre
Aller à la page: 12345678910Suivante
Page: 1 sur 10


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg