Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: Précédent12345678910
Page: 10 sur 10
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Prepps
Date: 04 août 2017 - 20:23

NNRAND>> Bjr e! izaho ilay nitady info momba an'i Shawinigan e! Eto iany fa raikitra e! Mba omeo info e! Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 17 août 2017 - 16:05

Bonjour daholo
Elaela tsy teto fa sairana kely!!!
Misaotra ny Tompo fa tonga ity kay fotona, Efa andalana izahay mianakavy kely oany canada, ary eto france zao..
Mitrary soaatsika rht ooh

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 21 août 2017 - 18:36

Tongavasoa ianareo mianakavy kely d mirary soa ho anareo. Mafy aty fa courage fona isika. Mandrapihaona daolo; any andro mety hihaona ihany. Bye

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: GoForward
Date: 22 août 2017 - 04:55

Normal be ilay émotion matahotra indrindra raha vao izao ianareo no nipetraka aty ampitan'ny ranomasina aty.

Raha tsy fahitana asa no mampanahy anareo dia izao dia efa jereo daholo izay mety ho vola zarain'ny fanjakana ho an'izay tsy afaka. Toy ny firenena manakatao rehetra dia manao cotisation ho an'ny tsy ampy fivelomana ireo olona rehetra miasa aty.

Afaka miteraka maromaro koa dia mandray volanjaza.
Ireny asa tsy dia mila entrevue ireny koa aloha tadiavina mandrapaha.

Ny ankabeazan'ny Malagasy tonga de tafa rehefa tonga aty dia ireo Malagasy efa nipetraka sy niasa na nianatra tany ivelan'ny Madagascar toy ny hoe France na Suisse ...

Izany hoe ny intégration izany efa efa vitany mialoha tany antoerankafa. Mora be amin'azy ireo ny miaina aty Canada avy eo.

Ny CV koa ny azy ireo misy expériences européennes, mba efa nahita entrevue d'embauche vazaha maromaro teo amin'ny fiainany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Miacoco
Date: 24 août 2017 - 13:41

Bonjour daholo

efa ela a nitady forum ohatran'izao fa misy question ho anareo ao
- nanao demande aho 3 telo lasa izay dia nahazo email oe misy dossier tokony ampina (tsy olona io)
- ny olana: te apiditra ny conjoint de fait ako avec ma demande aho; dia raha izay ve dia mihemotran indray ny déla (za tsy te anao parrainage satria je ne sais pas ce que je ferais sans lui là bas)
Dia mety ve io oe tonga dia asesika ao nena ny azy?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 29 août 2017 - 09:54

Bonjour,
Fa in ny dossier karakarainao azafady?
Miankina aminy oe firy taona nareo no niaraka d mila preuve izany. Satria to d fantany oe fomba entina itondrana azy any fotsiny io.
Amiko tsy mety izany ampidirina fotsiny zan. Miansry kely izy d mparrainé indray ianao avy eo

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 29 août 2017 - 10:02

Izao manana fanotanina hoan izay efa naka visa azafady:
Manitra/Llaura<<
Aon kay mpayé ilay demande de visa svp, tzy en ligne fa a la banque atao virement?
Misy taratasy entina v sa le mail nalefany Pretoria manambara oe alefaso ny passeport no entina anaovana le demande de virement iny?
d adressena au nom de iza azafady.
Merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 05 septembre 2017 - 15:31

Manao ahoana daholo e!
Tsisy mandalondalo mintsy nareo zan!
Izaho mba mangataka oe aon kay ny fijerevana suivi passeport ao amle vfsglobal e?
Mangataka numéro de code barre. fa code barre an'in io?
Misaotra hoan zay mamaly o
Mirary soa

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 07 septembre 2017 - 01:36

andalana ho any>>> zay ndray vao tafandalo fa tena sahirana be koa, hazakazaka be ny aty ne e,
ra ny fitadidiko de ampidirina le code alefandry zareo ra te hanao suivi passeport.
Miandry 2 semaines eo de andefasany anio code io.
Be lotra le zavatra eritreretina sy atao aty de ohatra ny tsy tadidy tsony fa miala tsiny mialoha ra diso ny zavatra teneniko.

Mirary soa fona de omano dieny zao ny fiaingana na afaka 1an aza vao hanainga, dieny zao dia efa mijerijery ny fiainana aty.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 18 septembre 2017 - 07:22

Bonjour daolo,
Tsy de tafandalo teto, fa sairana kely.
Tonga soamatsa eto Canada, misaotra ny TOmpo , 1mois environ eo zao no teto,
Misaotra ny Tompo fa dia tsapanay ny fiarovany, fihahiany anay ka tsy kivy zany fa tariany fona tam zvt rht.. Mande tsara ny integration....Ankinina am nAzy ny tohiny rehetra e!! Tafiditra miasa ny vadiko, anomboka am erinandro,izaho mbola mamita ny demarches vitsivitsy aloha...
Ho anireo zay mbola an dalana, miomana tsara ny saina, makah information au max mihitsy mba tsy hisian ny mauvaise surprise, vonouna tsara ny saina, dia mivavah mba Andriamanitra no hialoha lalana, fa mandeha tsara io....
Mirary herinandro mafinaritra anareo rehetra oh

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Raleka
Date: 19 septembre 2017 - 22:31

manitra > arabaina fa tonga soa ianareo
Misaotra koa nizara.
Tsara be ilay tonga dia nahita asa ny vadinao.
Tohizo ny vavaka.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: metyhande
Date: 24 septembre 2017 - 13:17

miarahaba antsika rehetra

azafady sao mba misy manana infos momba an zany programme de repeuplement ao cape breton zany isika ato?


isaorana mialoha izay hamaly de mirary Soa antsika rehetra hatrany

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: efaty
Date: 30 septembre 2017 - 19:03

manitra>arahabaina d mirary soa fa hanomboka ny lanonana zany o!Bienvenue ozy...
Liaura> marina ihany v ry Liaura lay voalaza teto taloha??

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsinjo lavitra
Date: 06 octobre 2017 - 15:05

efaty >> Inona no mety:
1 - Manaiky resy, dia mijanona tany amin'izay nisy taloha
sa
2 - Makaty Canada dia mihezaka toy ny olondrehetra mba ho tafita

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: santafe
Date: 06 octobre 2017 - 15:11

Tsinjo lavitra > ahitsiko kely ianao, disoiko ilay hoe manaiky resy izay mijanona any mada satria anie samy manana ny safidiny sy ny fiainany ny tsirairay e
ny any mada akory tsy hoe olona resy na mahantra be daholo fa betsaka koa ireo départ à zéro nefa azo lazaina fa manana lavitra noho isika nifindra monina; izaho izao mahafantatra fianakaviana gasy tsotra anonyme nefa mahavita manao vacances ivelan'i gasikara foana isantaona ary efa nisy fotoana ry zareo taty Québec (olona 4 mianaka); fa arakaraky ny tsirairay io

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsinjo lavitra
Date: 08 octobre 2017 - 02:37

santafe >> Aiza kosa ny de hoe mahantra be daholo ny olona ao dago.

Ireo Malagasy avy ao Dago nanapakevitra ny hifindra monina aty Canada ireo anie ka mpanambola be sady manam-pahaizana tao dago e.

Fa nahoana ary izy ireo no mbola nakaty Canada?

Izaho ohatra nisafidy ny hakaty Canada satria nanana ambition hoe:
mila entiko any amin'ny toerana mandry fahalemana tsy misy dahalo sy mpanendaka ny famille-ko
Mila mahazo passeport vazaha ny zanako
Mila mahazo diploma avy amin'ny université vazaha ny zanako
Tsy tiako hotenenina amin'ny zanako intsony ilay hoe : tsara tokoa fa be diploma ianao fa ny tsininy kely fotsiny dia ilay izy azo tao Madagasikara.
Mila mahazo accès amin'ny marché de travail malalaka sy ngeza ny zanako rehefa vita fianarana


Asa raha azon'i santafe amin'izay ilay hoe "manaiky resy" nolazaina etsy ambony. Misy zavatra izay hita fa tsy ho azo ao amin'ny toerana iray, nefa dia mbola miaritra ao ihany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 08 octobre 2017 - 08:34

Miarahaba ny rehetra

Llaura et Manitra< tsy maninona izany fa tsapako oe sahirakirana.
Efa hazo ny visa-anay tam septembre teo.
Miomana hiainga fin octobre fa mbola ande vacance Nosy Be kely en famille manararotra faramparany ny masoandro. Loza d oatrany naheno fa tsy misy vol Air France am tranga aretina amzao. asa anaona ndray ity. Izaho nefa tsy tia hifindra avion satri misy zaza kely d sahirana am babage indray.

Ankinina am Andriamanitra mihintsy izao fiomanana izao mba tsy hisy sampona.
Mahereza daholo hoan izay efa any sy mbola an-dalana fanomanana ary o.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: GasyVaoMihary
Date: 10 octobre 2017 - 14:45

Salama daholo
mahaliana tokoa ity taridresaka ity. ary misaotra ireo mpandray anjara maro manome torohevitra sy vaovao ho an'ny mpanaraka eto.
Efa nikaroka efa ela ny tena ary mafantatra ireo étapes ka rehefa nanao ny bilan ho an zay mbola mikasa dia tena tsy natao ho an'ny kely vovokaina (vola) ity fifindramonina ity.
fanontaniana tsotra no apetrako ho an'izay afaka mamaly sy mazoto (tsy sanatria te hamantatra ny fanananareo fa hoe tratry ny madinika manampikasàna sa tsia).
Ho an fianakaviana misy efamianaka (mpivady sy zaza 2 mbola kely), tokony manana ohatrinona ARIARY farafahakeliny vao tafavoaka any québec zany ra hoe RP ny statut hiaingana ?
(
Test langues
+ Demande CSQ
+ Demande RP
+ Droit RP
+ VM
+ DHL
+ Frais Avion
+ lay Autonomie financière takiana farafahakeliny
)
Ny motivation hanainga tena misy fa mba tsara ho fantatra koa hoe tratry ny hoza_pe ihany sa tsia.
Misaotra anareo zay afaka mamaly sahady
dia mirary soa ny efa tafita sy ny eo ampanomanana ny dia, ary indrindra ireo manampikasàna tahaka anay.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 11 octobre 2017 - 01:09

Miarahaba

Inona maresaka ato,efa mba milamindamina zao zahay fa teo mbola nanavao tetsy sy teroa.
Tokony asina fifandombera kely ho antsika nitafatafa teto ka efa tonga aty, tsisy hita dolo zay tonga rehetra, hihihi

Mirary soa ny tsirairay avy, ary tongava haingana zay hanainga ato ho ato.
Llaura tsy manadino.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: GasyVaoMihary
Date: 11 octobre 2017 - 07:27

>>zoto:
Misaotra indrindra fa efa info betsaka no nomenao tamin'ireo lien ireo.
marina mintsy lay hoe mikaroka kely ny info sy ny frais mifandraika amin'izay fa ny tena tiko niaviana tamlay fanotaniako tetsy ambony dia ho an'ireo zay efa tonga any am tany itodihana hoe nahalany otrinona teo fa somary nozaraiko amin'ireo etape fotsiny le izy.

zany hoe nahalany MINIMUM 20millions Ar na 30M na 40M na 50 na mihoatra an'izay vao tonga any. sao misy 4mianaka mitovy aminay.

mety tsy ho anay irery io info io fa mety misy liana hafa ihany koa mahakasika an'izay. Marina koa fa tsy hoe miandry manana lay budget vao hiroso ireo mikasa satria maharitra ny procedures ary tsy voafehin'ireo ny vola lany. Ary manaraka izay ko miakatra foana ny frais ka ra nahampy ireo efa lasa taloha mety tsy ho ampy tsony amin'izao.
misaotra anareo zay mizara info ary mamporisika antsika hatrany hifampizara ny réalité eto satria ndraindray misy vitan'ny nofinofy fotsiny.
Mankasitraka

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: DiaZendana
Date: 11 octobre 2017 - 07:47

Mahagaga
nahita io post GasyVaoMiary io nanontany vola lany momba fahazahona statut RP quéébec dia nisy namaly izy (zoto), tena hitanny tenanay vo maraina teo, izay nanome info sy liens maromaro mety mahasoa ireo intéressés
nefa to gaga ihany fa to nanjavona teo le valitenin'olona ry reto a! na ilay mba nisaotra ary nisaotra rivotra satria tsy hitan'olona kory oe inona lay isaorana.
mirary soa ho anaoreo ry GasyVaoMihary fa to misy tsy te hizara ny info tadiavinao fa sao mampitombo ny gasy tafita.
Zay le gasy zay.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: valiny
Date: 11 octobre 2017 - 15:03

GasyVaoMihary >> raha 4 mianaka izany dia 50m ariary minimum (fa tsy ilaina indraimandeha akory ireo)

DiaZendana >> modo no namono an'le post fa misy lien

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: GasyVaoMihary
Date: 12 octobre 2017 - 08:09

valiny >> io nambaranao io zany efa miaraka amin'ilay hoenti-miady refa tonga any e ? (autonomie financière zay vola mila hitanzareo refa miditra any sady tokony ananana ko mo zany ra tsy hoe misy hiantoka ny laninao rehetra mandrampahitanao fidirambola).
Misaotra indrindra anao noho ny valinteny mazava ho azy fa minimum io zany .

Ra mbola misy afaka manome fanampinkevitra dia misaotra mialoha.

DiaZendana >> marina mintsy le nolazainao satria hitako ny reponse zoto, nanoratra valiny ho azy za d refa avy nanao envoyer d efa tsy tao tsony le nosoratany. na ny lien nomeny ary tsy azoko akory.

Mirary soa antsika rehetra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mikasa ho any
Date: 16 octobre 2017 - 14:25

Renouvellement passport (05) # 3500000 Fmg
TEF+IELTS +Preparation# 9000000Fmg
Regroupement dossier (déplacement +légalisation) # 1500000fmg
Frais DCSQ (Famille de 5 + conversion CAD MGA) # 20000000 Fmg
Evaluation comparative (Pas obligatoire) # 4000000 Fmg
Total efa lany # 38000000 fmg
Frais federal + RP+ envoye +dossier # 40000000 Fmg
Frais VM + deplacement et sejour #10000000 Fmg
Preparation depart # 20000000 Fmg
Frais aller simple( 05) # 110000000 Fmg
Séjour transitoire ( 1-2 semaines) est 3000CAD# 35000000
Vivre Minimum na autonomie financière (min 10000 CAD avec zazakely) # 125000000 Fmg
Total minimum (2 -3 ans no halavany procedure) #350 a 400 million de FMG (70-80 Million MGA) miakina am tsirairay
mirary soa eh!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: KayLetyE
Date: 16 octobre 2017 - 23:13

santafe > Tena miaky aho fa manambola ny Gasy ao dago

Mikasa ho any > Rehefa tonga aty ianareo, ka mety ny atao, vetivety io vola io dia miverina.

Raha mety ny atao dia manodidina ny 1 Milliard FMG net d'impots isantaona eo ny vola azon'ny mpivady raha samy miasa izy roa aty Canada. Olontsotra toy ny olona rehetra io lazaiko io an. Fa mbola misy ny mahazo mihoatra lavitra noho izany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: GasyVaoMihary
Date: 17 octobre 2017 - 08:26

Mikasa ho any >> Misaotra anao indrindra fa tena détails tsara isak'ireo étapes.
misy efa nandalovana kely lo reo étapes reo fa mbola betsaka ny miandry ko.

Tsy haiko tsara lo ny intégration reo gasy efa lasa any (tsy manavaka domaines de formations) fa ra ny vola mihoapapana laniana dieny aty dago mandrapatonga any fotsiny tena mila mandamina ny plan hi-rentabilisena ny fifindramonina fa ra tsy zay sahirana.

KayLetyE >> Tonga amlay tiako holazaina mintsy io teneninao io oe mila hita lay lalana tokony izorana refa tonga any vao mahita io chiffre lazainao io fa tsy vitany hoe refa tafavoaka dago sy tonga any dia tsy maintsy avotra.

zany rehetra zany natao hanamafy ny motivation rehefa mafantatra ny réalité.
Dia mirary soa antsika rehetra ho tafita am tany hitodiana ho an'ireo zay mbola tsy any antoerana rehefa vonona tsara hiatrika.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pfffff..
Date: 17 octobre 2017 - 09:18

tonga ato indray ry Njoun mpampiresaka

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: en_avant
Date: 20 octobre 2017 - 03:38

tsy misy mafy tsy laitrin'ny zoto ... sy ny vola

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: efaty
Date: 21 octobre 2017 - 22:30

en_avant> fhita oa ko..paradisa aty sady faly be ny vazaha vao mahita anao aty satria ozizy hoe: bienvenue!!vao miteny an io ny vazaha d efa tafa enao zay...

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsinjo lavitra
Date: 22 octobre 2017 - 03:55

efaty >> Aiza kosa no dia hoe paradisa ny aty. Raha mikatsaka paradisa dia makany ampiangonana. Ao Madagasikara ihany dia efa mety hahita azy lol.

Aleo atao hoe rehefa leo mandray karama vola Malagasy, ka te handray karama vola vazaha dia mandeha aty.

Sady mahafinaritra ry ireto ilay mba miova kely an! Araraoty fa fandalovana ihany ny eto antany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bolotsoky
Date: 23 octobre 2017 - 20:38

Salama daholo indray.
Hoanay dia mahafinaritra ny aty ary manentana an'îzay te hoaty mba hitsinjo ny zanaka fa ny hotahin'ny zanaka no tena tsinjovina.
Infos fanampiny misy aides hoan'ny ankizy avy @ fanjakana zay azo lazaina fa tsy Kely.Dia aza hatahotra hoe zahay 4 mianaka Sao sahirana any. Tsy maty antoka na mandany io vola be eo ambony io.Mila mi s'adapte tsara fotsiny.
Mirary soa daholo.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 06 novembre 2017 - 22:23

Coucou daholo
Dia tsy tafaverina teto firy fa variana kely..
Bolotsoky, Llaura sy ireo vao aingana no tonga miarak amreo nitafa teto, tokony asian fifandom bera tokoa an, efa samy aty.. smiling smiley
Bref, mafinaritra aty ary misy fanantenana ny hoavin zaza sns, samy manana ny fahitany azy, ary samy manana ny sanjilany fa mampirosika anareo rehetra hoavy.

Bonne semaine antiska rehetra !!




Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: vao mikarakara (départ 2018)
Date: 07 novembre 2017 - 16:43

Salama ô.
Misy fanontanina kely azafady ho anzay mba afaka mamaly. Izahay moa mbola eo ampikarakarana taratasy, efa nahazo CSQ ary miditra @ étape manaraka. Ny fanontaniko dia oe : ilay paiement frais pour Résidence permanente ve tsy maintsy atao paiement en ligne ? ny olana mantsy dia ny plafond par jour an'ilay carte visa ananako tsy matakatra ilay montant. Misy efa nanao virement ve na chèque de banque ato ?
Efa nikaroka tao @ site fa tsy nisy moyen ankoatra n'ny en ligne tao ary tsy nisy infos momba ny hafa.

Misaotra mialohana @ izay mamaly.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 07 novembre 2017 - 18:39

Tsinjo lavitra >> ilay "mandray karama" mihitsy no tsy mahampanakarena ko, n'aiza n'aiza eto antany, na karama gasy na karama vazaha

mbola tsy nahita olona "mpandray karama" ka nanakarena izany aho aloha teto antany, ilazao ohatra raha mahita

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsinjo lavitra
Date: 07 novembre 2017 - 21:38

Bolotsoky >> Ireny sportifs de haut niveau ireny izao toa hoe manan-karena (Messi, Ronaldo, Neymar...), nefa ry zareo ireny toa mandray karama isam-bolana ihany koa.

Aleo angamba ilay hoe manan-karena no faritana. Manan-karena ny olona iray rehefa multimillionaire amin'ny vola vazaha smiling smiley

Ny harena hono mila vintana, ka ny imasoako aloha izao dia:
- ny hitohizan'ny fahasalamako sy ny ankohonako
- ho sambatra amin'ny asa izay ataoko
- ho sambatra miaraka amin'ny vady aman-janako
- rehefa miaraka amin'ny namako eto Canada aho tonga dia fety be ao anatin'ny firalahina foana

Mihevitra aho fa raha ireo no tanteraka, mety efa mihoatra lavitra noho ny multimillionaire an!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bolotsoky
Date: 08 novembre 2017 - 14:09

Tsinjo lavitra >> mba resaka tiana hatavy ny ahy, bonne journée ianao

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsinjo lavitra
Date: 08 novembre 2017 - 18:59

Bolotsoky >> ary ianao mampiresaka an!

Efa ho 10 taona izao izahay no tonga taty Canada ary dia tena tamana tsara.

Ny asa koa moa milamina fa izahay mivady dia samy ao amin'ny domaine IT ka tsy dia sarotra ny nahita asa.

Tao Montréal izahay no nipetraka tamin'izahay vao tonga.
10000$ teo ny vola nentinay mba
- hiatrehana ny hofatrano 3 volana
- sakafo 3 volana,
- kojakoja minimal ampiasaina ao antrano
- téléphone 3 volana
- transport 3 volana
- internet 3 volana
- abonnemenent télé 3 volana hianarana accent québecois sy sy hizarana accent anglais

Ny nahafinaritra dia tsy tapitra akory ny iray volana nahatongavana dia efa nahita asa izahay mivady.

Tsy nahazo teny anglisy mihintsy aho tonga teto fa angamba ny prononciation nanazarana ny sofiko tany dago no diso grrrr.

Soa ihany fa any amin'ny lafiny technique ny domaine-ko ka tsy mifanerasera direct amin'ny client. Olona bilingue ny akabeazan'ny mpiara-miasa ka ni-passe foana ny communication.

Raha ny expérience hitako tao anatin'izay 10 taona latsaka kely izay, dia ilay atao hoe système capitalisme.

Vitsy ny asa maharitra. 2 na 3 taona eo dia miova asa ny ankaneazan'ny olona satria mety tsy mandeha intsony ilay modèle d'affaire nisy azy teo aloha.

Ny fomba iray hiatrehana izay dia maka spécialisation ary mifikitra sy manaraka ny évolution technologique amin'iny spécialisation iny.

Izay no nataonay mivady hatramin'izao dia toa mety tsara.

Aleo aloha hiasa kely indray!

Bonne journée daholo,

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bolotsoky
Date: 08 novembre 2017 - 20:07

Tsinjo lavitra >> tsarabe ny anareo izany

ny tena tiako ahatongavana t@ ilay resaka anjorony nataoko io ambony io (izany hoe entre parenthèse fotsiny io fa tsy ilaina tohizana) dia hoe tsy te hiasa aman'olona ka "handray karama" izany aho mandrampahafatiko, zay fotsiny ka smiling smiley

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tsinjo lavitra
Date: 08 novembre 2017 - 20:40

Bolotsoky >> Hanangana compagnie ianao izany aty?

Tsara be koa izany hevitrao izany.

Lazao ihany ny spécialité n-ny compagnie atsanganao fa mety ho client-nao izahay an!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: mbola aty dago
Date: 09 novembre 2017 - 13:24

salama daoly e

mba saika hangataka soso kevitra ho anareo efa any e

inona no mety démarche afaka atao ra te ho any quebec ankaotran'ny fangatahana résidence permanent

ilay programme travailleurs permanents otran'ny mbola tsy misokatra faona hatram'izao ary toa hoe hiova koa aza ny procédure ra ny fahalalako azy.

ka mba mitady option hafa afaka tandrahana

misaotra antsika e

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Izaho efa aty
Date: 10 novembre 2017 - 16:03

mbola any dago >> Sarotra be ny mamaly ny fanontanianao satria izahay efa aty tsy mieritreritra intsony hoe inona avy ny fomba atao hahatongavana aty.

Ny azo anampiana anao dia hoe: manaova recherche amin'ny internet, ka raha misy information tianao vérifier-na dia azonay atao ny mi-vérifier azy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Manomana
Date: 17 novembre 2017 - 13:16

Manahoana o!!

Ho anizay efa nanao an'ilay evaluation comparative ana diplome

inona ny site nanaovanareo azy, misy site 5 mantsy ra diso za omen'ny zareo ao fa iza @ireo no tsara hanaovana azy? dia hafiriana eo no mivaly?

dia mila havadika @teny anglisy ve ilay diplome?

dia ankaotran'ny relevé de note sy diplome inona koa ny taratasy mila homaninona?

dia ny diplome rehetra ve no alefa any sa ny ambony indrindra ihany?

mankasitraka

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12345678910
Page: 10 sur 10


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg