Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Page: 11 sur 12
Re: immigration Québec (bilan)
Par: valiny
Date: 26 novembre 2017 - 18:36

lianabeko >> mety izany fa mila manambola ianao e, genre 50 000 $ par an any raha ianareo 4 mianaka (20 000 $ frais de scolarité fotsiny), vakio @ site ao fa misy informations bedabe mikasika ny hanohy fianarana ao, possible tonga dia miaramandeha ianareo mianakavy fa de io nolazaiko io le vola takiany

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: lianabeko
Date: 28 novembre 2017 - 08:48

valiny// Misaotra @ valiny. Tena ho any mpanakarena iany zany ity resaka immigration sy fianarana any ty. za nieritreritra mba keli2 kokoa ny vola ilaina ra ianatra. kay mtovi2 iany

Mba te anontany anareo ko ah oe ra Droit v ny fianarana natao dé mety mba mora ahitana asa iany sa anisany ny filière b mpanao io any ka efa saturé? Na assiste aza tsy manina.

Dé farany, nareo efa lasa any sy vo mikarakara ho any eo @ firy taona eo nareo zao? za zao 30 ans itako efa somary lehibe iany, ka somary mataotra ny anorina fiainam-baovao, iverina iady mafy ndray.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: MPQuien Juin 2016
Date: 28 novembre 2017 - 09:22

Bjr,

Lianabeko""""zay zao 3 mianaka dia Meur 34ans d za 33 d zaza 8 ans dia t@ herintaona nampiditra dossier dia bola manantena fona alo e.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 28 novembre 2017 - 15:10

Bonjour,
Ny taona zareo tsy de problème an, zany 30 ans na koa trentaine zany tena mbola tanora kely.
Tsisy olana koa ny manorina fiainam-baovao aty fa tena fiainana vaovao mintsyno hiainana aty, samihafa lavitra be an'ny gasikara ka na firy taona aza tonga aty dia vaovao fonany fiainana.

lianabekoa>>>Tsy de haiko lotra ny resaka droit fa tsy domaine ko fa kosa tsoriko fa ra enao no tafiditra assistante zany efa tena dingana lehibe sy tsara be zany ary tena milamina.Aza kivy manao lay dossiers fa vety2 ihany io refa tsy de andrasana, sad koa mila fiomanana be izany hifindra monina izany satria ny fiainana iray manontolo no mitsimbadika.
Ra resaka fianarana ndray no andehanana aty dia afaka mitondra vady amanjanaka ary afaka miada lay vady, fa kosa ra tsy mahazo bourses ohatra dia tena volabe no takiana na resaka fiainana andavanandro na koa frais de scolarité. Reo somme eo ambony reo mintsy vao mety, tsy anjaza ny fianarana aty ra toa ka mianto-tena sy tsy manana statut de résidence permanente.

Mirary soa

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: lianabeko
Date: 28 novembre 2017 - 17:42

Llaura/// Misaotra fa tena manome courage.

Efa t@za mbola tsy nanambady no nikasa anao anty immigration ty fa nisalasala fona. Vo mijery anlé procédure b d b d kamo. @zao ftn zao ho any zanako ny tiko anaovana azy. Tena te anorina fiainam-baovao mintsy fa otrany vo maika misalasala oe ho zakany lé zaza v hi combat any mandrapa stable. Aleo alou atao d ho ita eo fa lé izy ko otran tsy veti2 fa ela2.

MPQuien Juin 2016// Mitovi2 iany tsika ra zany

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: conseil kely
Date: 28 novembre 2017 - 18:10

lianabeko >>> ohatran'ny tsy tena motivée ianao izany sady be doute be, conseil no omeko anao : adaboy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: lianabeko
Date: 28 novembre 2017 - 18:31

conseil kely/// Oui, be doute sady mbola mieritreritra oe zay v ny démarche tsara ndrindra. Fa ny oe ipetraka any andafy alou defa tena objectif depuis toujours ary défi tsy maintsy vita, ary io ny cadeau omeko ny zanako. Fa mbola misalasala fts za entre suisse sy france sy canada

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: conseil kely
Date: 28 novembre 2017 - 20:06

manokafa sujet iray vaovao ary raha izany fa mino aho fa bedabe olona hamaly anao any @ ireo choix ireo, izaho anisany

efa nipetraka tany france taona maro aho vao nifindra taty canada ka haiko tsara ilay immigration any france

ny tiako lazaina kely aminao fotsiny dia izany projet immigration izany tena mila préparation bedabe fa tsy vitan'ny maimaika

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Vao hanao
Date: 09 décembre 2017 - 12:52

MPQuien Juin 2016 >> mbola tsy nivaly ve ny CSQ anao ?
Ahoana no nataonare nahazoana ilay numero tao fa otrany oe milahatra be mihitsy
Misaotra ho an zay mamaly

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: MPQuien Juin 2016
Date: 12 décembre 2017 - 13:32

Bjr, Vao hanao

Mbola tsy nivaly ny CSQ anay fa vao ny liste personnalisée no tonga dia andefa zao zay.

Tena ny lahatra tokoa aloha t@ le jour de selection iny fa nentina ambavaka mafy dia samy connecté izahay mivady tao antrano dia tafiditra.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mirantsoa
Date: 14 décembre 2017 - 09:12

Bonjour daholo, Aiza kay no manao anle examen TEF eto Antananarivo? misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mirantsoa
Date: 14 décembre 2017 - 14:21

Amin'ilay resaka test de langue francais, mety ve raha DELF na DELF sa tsy maintsy manao anle TEF?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mila fanampiana
Date: 19 décembre 2017 - 22:51

Salama daolo.
Lalana tsiny raha efa nisy namaly ny fanonraniana fa mba mila fanampiana zahay re olona amy ny ty resaka immigration ty
Raha azonay tsara ve zany de le csq no étape volohany nifindra atao.
1. Le csq. En ligne ve no andefasana azy no tena izy. De mila miandry an'le oe ouverture na sélection iny zany vao mandefa. Sa tonga de alefa iany de miandry an'le ouverture na sélection avy eo.
2. Le resaka langue ,Aiza kay no ahafahana manao azy iny eto Antananarivo sa tsy maintsy le en ligne?
3. Le frais ve miandry an'le csq mivaly. Dia ry anareo no midefinir ny étape manaraka sa aona?

Ialana tsiny indray mandeha raha taraiky ny fanonraniana fa dia tena mila fanampiana betsaka avy aminareo efa mahalala.
Dis misaotra anareo izay afaka mamaly. Mirary soa an ireo efa any sy efa miandry valiny.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bolotsoky
Date: 07 janvier 2018 - 01:36

Salama daholo,
Mila fanampiana>>> manaraka csq no atao voalohany raha immigration quebec travailleurs qualifiés no atao. Refa mahazo an'io vao manao demande fédérale. Torohevitra, vakio tsara ny site gouvernement Canada misy an'io fa misy mise à jour foana ka sao manome infos diso eto.Dia tena mila ianao no mitady ny infos rehetra azo tadiavina @ internet daholo.Tsy hitovy ny cas tsirairay.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Faniriana2019
Date: 09 janvier 2018 - 16:20

Miarahaba antsika rehetra,

Manana faniriana ny ande ho any Canada. Telo mianaka (zaza 3taona).
Efa nameno ilay démarche création dossier en ligne ao am site MIDI am CSQ fa rehefa tonga ery @ farany @ ilay soumettre dia misy erreur foana. Mbola tsy misokatra ve zany ilay quota ho @ ity taona vaovao 2018 ity? misy efa nanao vao haingana ve dia nety?

Msaotra tompoko @ fifanampiana

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: tsy mahay mamaky teny
Date: 09 janvier 2018 - 16:25

Faniriana2019 > ohatran'ny hoe mibaribary be izany le soratra "La période de réception
sera annoncée ultérieurement."

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manakaiky
Date: 11 janvier 2018 - 14:36

Mba mangataka info faramparany azafady:
miala tsiny fa somary mikorontana ny saina d tsy maintsy niditra teto te hanontany ka isaorana izay afaka mamaly mazava tompoko.
ho an'izay mbola mahatadidy tsara, ahoana tsara kay ny fandehan'ilay fandefasana paspaoro mankao Prétoria ho asina ilay visa?
ohatrinona eo ra Envoi / retour DHL ?
D aoana ilay hoe "Frais de gestion de dossier — prix par demandeur $39.31" io?
aoana ny fandoavana azy sa ny DHL afaka mandoa le izy refa tonga any?
D misy frais hafa koa ve mbola aloa mandrapa tafaverina ny pasipaoro eto dago?
Misaotra indrindra izay afaka mamaly.
mirary soa daholo

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 12 janvier 2018 - 01:46

manakaiky>>> lay frais $39.31 io atao virement any @ banque,refa manome vaovao zareo de mandefany mombamomba ny andefasana azy, ary ny passeport alefa dhl na fedex na tnt aller retour fona, indray mandoha io. tnt mora be nefa tsy de ela ary en securité koa ny doc fa tsy atahorana very ary ateriny any antrano koa.

Tsisy frais hafa tsony avy eo famividy billet de miainga.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manakaiky
Date: 12 janvier 2018 - 10:11

Llaura >> Misaotra betsaka fa zay mintsy le info tikko ho fantatra zany hoe ampiko kely fotsiny le fanotanina ra sitrakao
- alefa ny pasporo > asainy mandoa ny vola d averiny ny pasporo
sa
- miandry instruction mandoa ny vola zay vo mandefa ny pasporo
mety oe le voalohany lo fa anotaniko iany.
d mety hafiriana kay zay envoi > traitement prétoria > retour paspor

Mankasitraka d mirary soa hatrany ny rehetra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 12 janvier 2018 - 15:15

manakaiky>>> alefa ny passeport de mandefa instruction ny VFS Pretoria oe atao ty virement ty de vao voaraindry zareo ny vola de omeny numero de suivi passeport de afaka jerena ny fivoarany. ny anay 1 mois zany rehetra zany, envoi passeport-traitement-visa, fa ny hafa no tsy haiko, zah tsy niandry ela fa vao tonga ny passeport de nividy billet.

mirary soa bdb, efa akaiky io ary mihazakazaka be, ny fiomanana efa tany @ étape csq dia efa natomboka amizay milamina.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mila fanampiana
Date: 13 janvier 2018 - 22:12

Merci bolotsoky
Mba hanontany anle test linguistique ndray raha mety.
1. Alliance française andavamamba le Tef de etp no anaovana an'le ielts anglais?
De
2. Le frais alao amy demande de certificat de sélection 785cad ho an i requérant principal sy 168 ho an i conjoint io ve azafady tonga de alao miaraka avant csq sa refa mahazo confirmation avy zany amy canada?
Misaotra betqaka

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Laurence
Date: 28 janvier 2018 - 10:58

http://vivreaunb.ca/

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: paré219
Date: 30 janvier 2018 - 08:03

Bonjour,

Maniry ny ifindramonina

efa nanomboka nikarokaroka depuis decembre, fa ono hoa:

1- Ahoana no anaovana ilay paiement frais ireto, t@ calculateur en ligne ireo no azoko

- Frais gouvernementaux (Québec) 1121$
- Demande de visa de résident permanent 1250$
- Droit de résidence permanente 1040$
=>FRAIS GOUVERNEMENTAUX TOTAUX 3411$

2- misy afaka manome fanazavana misimisy v ho an'ny fandefasana dossier sy ny liste des dossier

Vao ametraka dossier mihitsy izahay ary efa manaraka tsy tapaka ilay mise à jour ao @ https://www.canada.ca/fr/immigration-refugies-citoyennete/services/immigrer-canada.html

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bolotsoky
Date: 31 janvier 2018 - 04:31

Salama daholo.
Sao mahaliana fa manao campagne koa ny newbrunsuik fa mba jereo. Toa hoe hanao séance d'info any Mada @ 20/02 zao.
Mazotoa daholo. THT

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mila fanampiana
Date: 31 janvier 2018 - 09:38

Salama jiaby.
Le frais io mintsy kou no mba saika hanontaniako.
1. Fa karazany firy au total no tokony haloa.
Avant csq daolo zany reo karazana frais reo no mila aloa satria mila alefa miaraka amle demande csq ny preuve sa ?
2. Le csq ve azafady pour confirmation tsy maintsy en ligne no alefa sa tsy maintsy par poste.
3. Csq zany no dossier alefa voalohany sa Ave
Misaotra re tompoko mba mila fanampiana sy valiny fa mba manantena ho tafiditra ďossier amy zay ora st fotoana hisokafany 2018.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: tef
Date: 01 février 2018 - 08:57

Mbola ilaina v ny manao test linguiste ra efa manana DALF C1 alliance? ary ny ielts ra manana certifitat A1 etp? misotra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: paré219
Date: 01 février 2018 - 09:41

Merci pour l'info Bolotsoky !

Fa momba ilay tena dossier @ étape 1, afaka mahazo info misimisy v ho an'izay afaka manampy.

Merci !

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Efa aty
Date: 06 février 2018 - 04:18

Miarahaba ny rehetra.

Ity ny site détaillé mikasika ilay Madagascar : http://vivreaunb.ca/survey/20-02-18/madagascar-fevrier-2018

Ny informaticiens moa izany tena tadiavina aty ka dia mahereza daholo eh !

HOno hoà Bolotsoky, nareo ve Montréal sa Québec sa aiza ? Manao ahoana ny niatrehana ny 1er Hiver ? Tsara eh ? revena manja hoy tsika gasy. Aza eritreretina fotsiny

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: tehoany
Date: 07 février 2018 - 10:43

Efa aty>>niditra tam le site nomenao fa tena sahirana tsy mahita oe aiza no manao inscription raha te hanatrika an'ilay session. Informaticien ny tenako

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: paré219
Date: 08 février 2018 - 10:09

Bonjour,

ao @ io page io iany retsy no misy ilay formulaire any ambany any, misy etapes maromaro.

fa ny olana, refa ny soumettre de mahazo an'ito erreur ito

Impossible d'envoyer le courriel. Contacter l'administrateur du site si le problème persiste.

et comment on fait ?

sady mahazo notification de réussite iany : Thank you, your submission has been received.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: TEF
Date: 08 février 2018 - 10:18

180 euro ilay droit d'inscription @ test TEF ao @ alliance française, amin'ny 26 février no misy session.
renseignement azoko teny @ alliance

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: TOF
Date: 08 février 2018 - 10:26

le TEF tsy dia atahorana loatra fa misy maromaro, indray na indroa isambolana, rehefa tena vonona vao manao fa sao ratsy naoty

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: TEF
Date: 08 février 2018 - 10:31

merci TOF !

tsy ilaina dans l'immediat zany fa rehefa takin'zareo vo atao aingana ?

fa ilay toerana @ ilay séance d'info @ 22 Février 2018 tys mbola naazo valiny ho an'izay mba manana info

merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: TOF
Date: 08 février 2018 - 10:52

TEF > tsy hoe tsy ilaina dans l'immediat fa rehefa tena mahay ianao vao manaova an'ilay test sao dia sanatria ratsy naoty eo. Afaka mamerina test foana rehefa ratsy naoty, fa ny olana very vola ianao fa lafolafo ihany io 180 euro io @ ity cours 20000 fmg ity

mila manana niveau, au moins equivalent B2 @ DELF izay vao tsara manao

Manaraka izany, 5 épreuves no mandrafitra ny TEF, fa 2 amin'ireo ihany no naoty jeren'ny immigration Québec :

- Compréhension orale (écoute)

- Expression orale

Ireo izany no mila travaillena tsara

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mila fanampiana
Date: 08 février 2018 - 19:28

Mila fanampiana reto a. Zah reto tsy mahita lien anreo reo bdb teneninareo reo fa 785cad ny requérant principal sy 168cad de chaque épouse sy enfant no frais hitako ato. Sao de mba misy afaka manampy azafady mandefa lien fa tapitra nidirako ny lien retra fa io foana hatreto no frais tokony haloa hitako.
Sa refa lasa ny csq vao misy frais hafa aloa?
Misaotra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: nomad
Date: 09 février 2018 - 03:02

Frais Québec io ambony io. Ny frais Canada, ataovy recherche Google, ohatra: immigration canada frais de residence permanente, na ity ny rohy (esory ny spaces):
w w w . c i c . g c . c a / f r a n c a i s / i n f o r m a t i o n / f r a i
s / b a r e m e . a s p

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: TEF
Date: 09 février 2018 - 12:58

http://www.bienvenuenb.ca/content/dam/wel-bien/pdf/ExpressEntryGuide-F.pdf

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Efa aty
Date: 11 février 2018 - 05:52

tehoany > Nikaroka koa aho fa tsy nahita. Andramo antsoina ihany ny consulat sao manana vaovao mikasika an'io izy na koa mandehana mihitsy mankany @ consulat. Efa manatona ihany ilay date ka sao taraiky.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mila fanampiana
Date: 13 février 2018 - 19:21

Nomad Misaotra betsaka tamy fanampiana

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: paré219
Date: 14 février 2018 - 11:50

salama

efa misy mafantatra ilay toerana@ 22 février v svp ?
mba ilazao vaovao fa atram'zao tsy mbola mafantatra

merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: okay1608
Date: 15 février 2018 - 12:34

paré319> mila manana imprimé an' ilay invitation vao tafiditra any raha ny fahazoako azy, rehefa tsy nanao inscription en ligne mialoha sy nandefa cv tany dia tsy mahazo ilay invitation

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: valiny
Date: 15 février 2018 - 13:23

Izay mihitsy no izy


Efa niteny an'izay aho tatsy amin'ilay sujet iray tatsy fa lazain'ny sasany fa be fialonana indray dia aleoko nangina

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pioute2017
Date: 15 février 2018 - 14:10

Salama daholo!
ato sod efa nisy cas ohatrany ny ana!
mbola céliba za tam nangataka CSQ dia entre temps za nanambady nefa.
Dia za nanambady dia nangataka CSQ ko ilay vadiko
dia nivaly aza ilay CSQ dia za nahazo fa tsy niara nalefany tamin’ilay anà ny an’ilay vadiko.
Dia mba manontany tena za hoe inona no tokony ataoko zany zao ?
Misaotra mialoha ho an’izay afaka mamaly

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: good luck
Date: 16 février 2018 - 03:51

Mahirana ny cas-nao satria tsy nanaraka instructions ("si votre situation change, avisez-nous immédiatement" - formulaire A-0520-AF section 2) ka aleo andrasana ny CSQ'ny vadinao. Rehefa tonga io ka mbola valide ny CSQ-nao (3 taona ny validité), alefaso aingana ny Demande de Résidence Permanente. Tsy eken'ny Immigration Canada ny CSQ lany daty ka raha sendra an'io hianao dia aleo mamerina manao DCSQ tokana vaovao hitambaranareo mivady.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pioute2017
Date: 19 février 2018 - 08:56

Bonjour goodluck,
Misaotra betsaka tam valinteny.
Non, nandefa changement situation mintsy za ka - niara nalefa tamle demandenle vadiko satria tamle instruction tao am site sady manao changement statut za no mila manao demande ko izy. Fa ts niara nalefany ny CSQ nay na izany aza.
Dia ts aiko oe mila miandry fotsiny zany v zao no tokony atao?
Efa nisy olona nahita cas mitovy amin’io v ?
Dia sod misy mafantatra ko oe mila firy points au total rehefa mpivady zany ?
Merci daholo e

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: paré219
Date: 19 février 2018 - 14:39

Bonjour

efa nanao inscription aho dia efa naazo invitation smiling smiley

elaela vao nivaly 1 semaine apres

merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: dossier
Date: 20 février 2018 - 11:57

bonjour

eo apanovana dossier ny tenako di mial fanampiana ra misy efa nandalo izany

misy an'ito partie ito:

Passif et autres dettes personnelles ao @ "déclaration d’avoir net personnel"
manao credit ao @ acep izahay, dia tsy maintsy declarer na ao iany koa v, mety misy impact @ dossier v izany ou est ce que ca purrai faire echouer notre dossier ?

ACEP dia microcredit mitovy ny microcred iany

merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pioute2017
Date: 20 février 2018 - 12:37

Salama daholo!
tohin'ilay resaka tetsy ambony.
Raha nalainy zareo v ilay paiement 167$ am rajout anà conjoint dia midika inona zany?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pioute un
Date: 20 février 2018 - 15:54

dia midika izany fa nomenao azy ilay vola dia noraisiny

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pioute2017
Date: 21 février 2018 - 15:10

MDR ko enao!
eny e! fa dikan'izany v oe manaiky anle dossier izy zany sa mbola en étude fotsiny ilay izy? io vola mantsy efa tam mois de Mai 2017 no nalefako dia zao vao nataony retrait

Options: Répondre
Page: 11 sur 12


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg